text stringlengths 10 11k |
|---|
Vokatr’ilay fitiavana miredareda ao am-po no mahatonga ny fanahiana. Fitiavana izay tsy hay vonoina, tsy manam-piovana satria efa mifaningotra tanteraka amin’ny fo moa ny elanelan-tany a mahasakana ny fo b tsy hitia tsy hanontany a ary tsy hirary soa? B |
Sns hita ihany koa ny fampiasany matetika ny rivotra sy ny ranomasina sns. Manoritsoritra zavatra hafa sy zava-maniry ihany izy indraindray, saingy tsy dia matetika. Anisan’izany, ohatra, ireto manaraka ireto tranofalafa, siny, akanjo, ankorodao, tavoahangy, vilany, fandriana, vola, alitara, voaniho, ala, filao, bozaka... |
Boky io dia mirakitra ny torolalana ho an’ny mpampiofana ka hita ao aminy ao avokoa ny rafi-pampiofanana, ny fanampiana eo amin’ny traikefa momba |
Tao amin’ny kolejy masina misely amparibe avy eo. Voaroaka tao anefa izy, satria tratra namaky ny fleurs du mal nosoratan’i charles nianatra tao amin’ny paul minault ambohijatovo izy. Tao no nanombohany nankafy literatiora ary nanampy azy tamin’izany sy nanolokolo ny talentany andrianjafitrimo anadahin-dreniny. Nianatr... |
Ny vetsonao ry aiko ny vetsonao ry aiko miako aty an-tsaiko ka mamoha ny vetsom-po mipololotra any aminao dia injao tsaroako indray ’lay fo fitiavantsika iray fa miha-mavesa-danja mafy noh’ny teo aloha ny vesatry vy fo- fitia nivoadiako ny doria ho anao irery monja dia mafonja tsy mba mety hihena lanja fa fitia mitoetr... |
Tohin-teny fampiasan’ny olona eo amin’ny fiainana andavanandro ny 1 rehefa dinihina ny endrik’io teny io dia tsy feno ny rafitry ny fehezanteny. Tsy miseho eto ny lazaina na ny zavatra resahina eo amin’ny lafiny pragmatika izay tokony ho anaran’olona iray na mpisolo iray. Midika izany fa misy ny endri-javatra namboarin... |
Razafindramavo bebisoa nomenjanahary mpitsabo |
Sary masina maromaro izay tompoin’ny mpino sary hanehoana ny fisian’andriamanitra rehefa manoroka sary masina iray na miankohoka eo anatrehany ny ôrtôdôksa iray dia tsy midika akory izay hoe ilay hazo na ilay sary no iresahany fa amin’ilay olona asehon’ilay sary, marihintsika fa rehefa amin ny malagasy ny hazo kely dia... |
Fonenan-dolo |
Ny miralenta sy ireo fiangonana samihafa |
Asa fandaminana |
Ray aman- dreny niteraka rainy tsy fantatra |
Rm.72 a zaza iry e |
Ety am-piandohana, tsara raha hosoritsoritana mazava ny asa fikarohana atao mba hahafantaran’ny olona ny fizotry ny asa. Holazalazaina ao anatin’izany ny lohahevitra sy ny zavatra dinihina, ny amboara, ny petraka olana, ary ny tanjona amin’ny asa fikarohana. 0.1.1. Famaritana ny lohahevitra sy ny zavatra dinihina |
Ny fitaizan’ny ray aman-dreniny |
Mpitarika andriamatoa randriamanalina daniel jules, maître de conférences, talen’ny sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy. |
Amin’ny ankapobeny dia mitory fitiavan-tanindrazana ny fanajana ny tontolo misy eo aminy. Ao anatin’izany ny fitiavana ny teny satria ny teny no maha-firenena ny firenena. |
Ireny fitafiana ireny, dia efa maneho sahady ny zava-kinendrin’ilay olona, na ny toetra anatiny mihitsy. |
Ny fotoana ny fampiasana ny epanalepse no nanehoana ny faniriana, tao anatin’ny fanenenana, izay tiana hivoitra tamin’ny fotoana nahatongavan-drasendra saina tamin’ny tsy nety nataony ka niheverany fa lasa nandositra ny zanany. Hoy indrindra izy tsy misy loza ho hitanareo intsony fa efa nitranga teo ny loza tak.54 ny t... |
Amin ny maha fanadihadiana ity asa fikarohana ity dia tsy maintsy misy ny zava- kendrena, koa eto ary, ny kendrena amin ity asa fikarohana ity dia ny fampahafantarana ny fiangonana ôrtôdôksa eto madagasikara sy koa, ho fanehoana amin ireo mpino sy tsy mpino ôrtôdôksa rehetra ny momba ny finoana ôrtôdôksa. |
Misedra olana ny fanabeazana ny zazavavy sy zazalahy ao ambohimahazo. Eo ny olana vitsivitsy hita eny anivon’ny toeram-pianarana. Tsy ampy ny fitaovana hanatanterahana ny fampianarana. Mahatonga ny tsy fahalavorarian’ny fianarana ihany koa ny tsy fahampiana eo anivon’ny tokantrano satria misy amin’ireo mpianatra voater... |
Kilasy faharoa kilasy voalohany kilasy famaranana ny zana-banim-potoana teo anelanelan’ny taona 1820-1929 1820-1896 1897-1915 1915-1922 1922-1929 ny zana-banim-potoana teo anelanelan’ny taona 1930-1972 1930-1945 1945-1960 1960-1972 ny zana-banim-potoana 1972 ankehitriny 1972-1991 1997- fafana 10 ny tantaran’ny literati... |
Imbe jacob, ny lahateny nentim-paharazana malagasy , in hiratra i, stlrm, taona 1979, tak 103 46 ranaivoarson, op. Cit. , tak 79. 47 d. Mauro, tak. 266 le hira gasy est né au début du xv siècle. Tout a commencé par des concours de chansons et de danses organisés dans leurs villages par des agriculteurs et des éleveurs ... |
Buick, et mes parents, parent et éducateurs, n’oublient pas votre rôle. 1972 |
Vontoatin’ny tantara ao amin’ny as ny fanavakavaham-bolon-koditra ao afrika atsimo. Nikasa ny hamonjy an’i landy fofombadiny aty madagasikara i |
Mozika feom-boron-kely manomboka eto feo maromaro miresadresaka |
Aina torovana ny saina miroraka ny fo kepaka ny aina fa tankina avokoa! |
Andriamanantena g 1989 raharolahy edelyn mars 2001 |
Carte de localisation de la region de ma ndriana |
Tokony hatsaraina ny fomba fiasa eny anivon’ny fikambanana, tokony hanana tanjona mazava ny fikambanana tsirairay ary tokony hanana fomba fijery mivelatra. Izany rehetra izany dia tokony ho tsapa dieny any am-pianarana ny zanak’ireo mpanjono ka sady manabe voho ara-tsaina, no manatsara fari-piainan’ny ray aman-dreny. |
Tantaraina fotsiny fa misy koa sady tantaraina no hiraina. Ohatra, amin’ny angano sady hiraina no tantaraina ny imatsoanala nantsoina hoe sekolin’ny ntaolo ihany koa satria, ny fanabeazana rehetra dia natao tamin’ny alalan’ny angano. Taloha amin’ny takariva miandry fahamasaham-bary iny no fanaovana ny angano. Amin’ny l... |
Raha ny fikambanana nisy azy amin ny maha-mpanoratra azy indray no tenenina dia tao ny fikambanan ny poeta sy mpanoratra malagasy union des poètes et ecrivains malgaches ny akademia andrianampoinimerina. Fikambanana naoriny |
Maty ve ny velona ? |
Nalaina hiasa an-keriny ao afrika atsimo ao johanesbourg i jaoba lucien sy rabarinony ao amin’ny tantara aml 3. I andry no notendrena hikaroka sy hitondra azy ireo an-tanindrazana. |
Maingueneau, 1996, voambolana analyse du discours l’analyse du discours reçoit des définitions très variées 6 benveniste, 1974, tak. 80 l’énonciation est cette mise en fonctionnement de la langue par un acte individuel d’utilisation 7 dubois, 1973, voambolana compétence la compétence, concept de la grammaire générative... |
Ny anjara asa fitiliana |
Nohazavaina tato amin’ny fizarana ity ireo hasin-javatra mamaritra ny tantara foronina nosoratan’i faralahy. Nialoha izany anefa dia nofaritana ny antsoina hoe tantara foronina sy ny tantara foronina momba ny fitandroana ny filaminana roman policier tsy tahaka ny tantara foronina tsotra ny tantara foronina momba ny fit... |
Mitrakà ry fireneko |
Mn fiantsoana anarana tonga avokoa izy 4 mianadahy vahiny |
Evans pritchard koa dia milaza fa ny antrôpôlôgy dia tokony hifampiresaka amin’ny mponina amin’ny alalan’ny fiteniny 3 ary dia tanteraka taminay izany. Ii petrakolana. |
Raha toy izay ny momba ny fantina atao alohan’ny hanomezana ny fampianarana ho an’ny mpianatra marenina amin’ny taranja malagasy, manao ahoana kosa ny fandrindrana izany ? |
Ara-bakiteny |
Tak 43, and 2 araka izany, toy ny ravaka diamondra sy volafotsy manjopiaka eo amoron- drano ireo vorona isan-karazany, manome endrika ny tontolo; mitondra ny rehetra haminany ny endrik i gasikara tany aloha, dia i madagasikara maitso mahafinaritra. Raha ambara amin ny fomba hafa izany, dia fampieritreretana ny rehetra ... |
Fafana 2 toeram-pampianarana ao mahamasina |
Samy mety ho takona ny anarana voafaritry ny mpandrohy amin’ny teny malagasy sy amin’ny teny swahili. Ohatra izay mangataka dia homena. Asiyeona na apigwe izay tsy mahita dia aoka hokapohina ireo ohatra ireo dia azo avy amin’ny fehezanteny feno hoe ny olona izay mangataka dia homena. Mtu asiyeona na apigwe olona-izay-t... |
Mahavokatra vary tokoa ny mponina antananambo. Mahavita tena ara- tsakafo ny mponina ao. Na tsy mbola mitodika amin’ny tsena aza ny famokarana ataony dia maro ireo olona avy any ivelany tonga mividy vary any an-toerana. Mbola mitoetra ho fihariam-pivelomana, fa tsy fiharian-karena akory ny fambolem-bary ataon’ny mponin... |
Tiako i mino. Mbola tena tiako. Tianao loatra , hoy ny saiko; tsy ampy aza! Hoy ny foko tsy hay lanjaina ny fitiavana mihinana, fihinana takila 43 aleo mihinan-kely toy izay mihinana ny tsy fihinany! |
B3 fitaova-pitaterana no atao anoharana ao amin’ny and 2 andl 53 misy ity fampitahana ity izaho izay miteny iza lazaiko anao fa merisedesy manaitra ny mpihaino tokoa ny fampitoviana an-drndrianantoanina amin’ny fiarakodia merisedesy ny merisedesy resahina eto mantsy dia fiara lehibe sy matanjaka, mahatatitra olona maro... |
Zao no tonga ny andro fety 10 latsa-paka ny angivy ny hidin-tranoko ao tsy mety ny voasary marikivy |
Rehefa mifangaro eo amin’ny fiarahamonina ireo kolontsaina roa samy hafa voalaza teo ambony ireo, dia tsy maintsy misy ny fifandonana aterak’izany ho an’ireo mpanaraka azy. Manoloana izany indrindra no nanoloran’i hajaina ny fanabeazana mifandraika amin’izany. Anisan’ireny ny fanabeazana manoloana ny fanatanterahana ir... |
Fizarana voalohany |
Ny fampidirana rano ho an’ny sekoly |
Radaody-ralarosy. Liste alphabétique des symptomes, syndromes et maladies connus des malgaches avant l’arrivée des européens. Académie malagache, antananarivo, 1977, 95 tak |
Bango bangobango bangoina |
Zany tarany soa sy manganohano no manainga sy mampirisika antsika ’zay kamo mba hiarina sy handeha hamonjy lahasa sy hitaona antsika rehetra hiasa. |
Samy hafa ny fiantefan’ireny teny na fihetsika ireny any am-pon’ny olona ary miova araka ny ampiasana azy ny hevitry ny fitaovana ampiasaina. Izany hevitra izany no havoitra ato amin’ity zana-pizarana manaraka ity ka ohatra avy hatrany no raisina hanazavana izany. |
Fa ny manan-dray, ka zaza mihanta; ny eo reny, ka zaza miangola fa ny tsy an-dray, fitenin’ny olona; ny lavi-dreny, ataony faniraka! |
Fositra iray mampateza ny fitiavana eo amin’ny olon-droa mifankatia ny fahaiza-mandefitra. Ny vehivavy no misy fandeferana kokoa noho ny lehilahy matoa maharitra ny tokantrano .126 araka ny fanazavana nataon-dramatoa ranarisoa, teo amin’ny toe-javatra hitany sy niainany. Ny lehilahy matetika dia mitovy amin’ny |
Licence poétique no ilazana azy amin’ny teny frantsay. |
Tsy manam-po lentika ny foko nolentehina tadiavinao hopotehina ! Fa miorina ao am-poko ny volan-kasambarana tsy fantatrao takarina ny diony soa mangarana !161 |
Er marina’h, , tsy azoko in thr, tak 05 103 madagascar sortir du cycle de crises rapport afrique n 156-18 mars 2010 le président ravalomanana était crédité d’avoir rétabli un haut taux de croissance économique et son |
Famaritana ny teny hoe dogme |
Tany maorisy 23 niroso tamin ny |
Hoy i robert dottrens raha namaritra ny fanabeazana araka ny famaritana mahazatra, ny atao hoe manabe dia mitaiza ny olona hanana fahazarana, hahay hanaraka toromarika, hanamafy ny finiavana hanatsara ny fitondran-tenany, ny fihetsiny, hahatsapa ny lanjan’ny adidy aman’andraikitra ara-moraly na amin’ny tenany na amin’n... |
Eto dia ampitovian’ny mpanoratra amin’ny domohina ny mason’ny olon-tiany. Ilay maso baribary mahasarika sy mambabo izay iantefany no tian’i dox hambara. |
Famintinana ity asa fikarohana ity dia natao indrindra hampahafantarana ny mombamomba ny mpanoratra eric ravalisoa sy ny boky fa velona indray izay akora fototra niaingana nandrafetana izao asa izao. Tsy fampahafantarana ny tantara sy ny mpanoratra fotsiny anefa fa nanasongadinana indrindra ireo ny fomba filazan-javatr... |
Ny trano lehibe c rihana telo no mandrafitra azy ny ambany rihana biraon’ny mpanara-maso 1 lakozia 1 ny rihana voalohany efitrano fianaran’ny sekoly tekinika 5 efitrano fianarana sakafo 1 laboratoara 1 ny rihana faharoa efitranon’ny kilasimandry 1 |
Ny andininy |
Pasitera nihevitra kosa anefa aho fa hatramin ny nanokanana an ise ho mpiandry iny dia efa matanjaka be sy nandresy an ady hatrany ise indrisy, mbola ho tonga ny fitsaharana e. Tsy mandao an ise andriamanitra. Jereo 715- anie ity nofon ise fa mikentrona tsy fidiny e, sady miha manify andro aman alina. Atanjaho ny saina... |
Soso-kevitra sy andrana vahaolana azo ampiharina ho fanatsarana ny fanabeazana ny ankizivavy 3.1. Fampivoarana ny seha-panabezana ny fahitana ny hakanton’ny sekoly sy ny manodidina azy dia manintona ny ankizy hamonjy toeram-pianarana. Tokony ho toerana mahaliana sy mahasarika ny sekoly mba ahafahana misintona ny fahali... |
Hetsika endrika isehoan’ny fanahy f- mandroba fananan’olona ? F- mamono olona f- mandany fotoana amin-javatra tsy mitera-boka-tsoa ? F- mitady hevitra hanatsara ny fiainany nefa tsy tafavoaka ? F- ny mpanao pôlitika tsy manatanteraka ny teny nataony tamin’ny fampielezan-kevitra ? Vn- ratsy fanahy vn- maty fanahy vn- fa... |
Ry andriamanitra, henoy ny talaho sy fivavahany toran-kovitra ny nofony, mihararetra ny fanahiny ny dian-kapoka nandratra, nampikoy ny f noany sy mandevona amin-kery, toy ny tsy hipoitra intsony |
Mirakitra izany koa ny voalazan’i dox, raha miresaka momba ny mason’ny olon-tiany izy ireo masonao domohina nahataitra ny fitiavako noraisiko hifantoka amiko hitarafan’ny fanahiko120 |
Tsy tambazanana aho na vozonana tsy terena aho na rahonana tsy ilaiko koa izay sandany tia aho, izay no lanjany |
Tami , r 1947 1 . |
Ao anatin’ny lahatsoratra iray dia tsy tokony hisy hevitra mifanohitra. Mety hisy ihany fifanoherana araka endrika amin’ny fehezanteny mifanesy, fa tsy midika ho fifanoherana akory izany. Ny sehatra resahina no misandrahaka saingy ny hevitra tiana hambara kosa dia iray ihany. |
Ra mandriaka |
Indray andro nandalovana razezo tamin’izany andro izany e ! Ny vary naketsa dia masaka indray andro |
Tetikasa mijoro eny anivon’ny fokontany manana olana amin’ny fitantanana ny harena voajanahary, na an-tanety, na an-dranomasina, misy ao aminy ny fanamby. Tetikasa misahana ny asa fampandrosoana ao amin’ny toerana iasany. Azo lazaina fa anisan’ny tetikasa lehibe ny fanamby raha ny sokajina asa sahaniny no jerena, ny ve... |
Mahatanty tsara ny lahatra izay azony fa tsy manome tsiny ny anjara na mikimpy aza ny masony. |
Amin’izay fanonjan’ izao tontolo izao mandronjona mafonja ! |
Aprily 96 -asiniony- ny zanakay |
Ny ela naharay roa, tsara ny roa noho ny iray. Ombalahy tsy mitrena, adidin’ny fahitra. Ny adidy hasina, ny andraikitra voninahitra. |
E! Nareo koahe e! 5-e! Ene ! Hoe! Akore nareo koahe e! A! Han! O! Ie! He! Oh ! 10-e! Zoke e! Nene ! Tsy mahay izao raho e! 15-tsy mahay izao nandeha zoke ty andriaretsivere nandeha nitsangatsanga 20-nandeha nipay ajaja , nandeha nijelanjela, nandeha nipay ampela namonje i voatsasie ty ana i fofo abo raho e! 25-ty ana i... |
Alie rajaonarison novambra-desambra 1989 rnitra |
Ry madagasikara anaran-dray matokia anay mandrakizay indreto a? Ay zanakao vonona hanasoa anao n’iza n’iza hankahala sanatria izay hihoatra vala. |
Sary 5 karta |
Amin ny fitaizana azy. Ho tsapany avy eo izay tokony hitondrany ny fiainany sy ny lalana tokony halehany. Ohatra, ny famangiana115 izay atao isan-kerinandro mba hahalalan ny beazina fa tsy ireo mpanabe ihany no tia sy mifanampy aminy fa ny ray aman-dreniny koa. Zava-dehibe amin ny fanabeazana, araka izany, ny fiaraha-m... |
Nony kelikely fotsiny toy ny vehivavy nivalohariky ny |
Ny fananganana drafitra amin ny fanadihadiana lahatsoratra dia tsy mianina fotsiny amin ny maha asa fanadihadiana azy fa tsy maintsy miroso hatrany amin ny fanoratana lahateny vaovao mitovitovy amin ilay lahateny niasana mihitsy, na eo amin ny karazan-dahateny na eo amin ny fomba fanoratra na eo amin ny vontoatiny na n... |
Ny misy an’ alaotra mangoro sy ireo lafin-javatramampiavaka azy any atsinanan’i madagasikara no ahitana an’alaotra mangoro. Manana velaran-tany 33.054 km2 izy. Distrika 5 kosa no mivondrona ao anatiny dia andilamena, ambatondrazaka, amparafaravola, moramanga ary anosibe an’ala. Ahitana kaominina 79 sy kaominina ambaniv... |
Documentation et d’information |
Raha toy izany ny fetran’ny asa, manao ahoana ny drafitra ankapobeny hitondrana ny famakafakana ? |
Akory tokoa moa izany fiadanan ireo mponina tao marofia. Marofia tanàna kely iray nalaza tamin ny famokarana fia na trondro, avy ao amin ny farihin i marofia taloha. Maro tokoa mantsy ny fia tao. Saingy fahiny izany fa tsy ankehitriny intsony. Lany ireo nampalaza an i marofia satria tsy nasiana fotoana mihitsy ny jono ... |
Ireo ray aman-dreny vahiny mampiasa ny teniny fiaviana salan isa sekoly misy ny zanany frantsay 23 cli ivato talatamaty amerikana 12 cli ivato talatamaty sinoa 09 cli ivato talatamaty afrikana 08 cli ivato arabo 13 cli ivato talatamaty karàna 30 cli ivato talatamaty italianina 05 cli ivato |
Maty ilay mpivaro-tena! Maty tsisy mpanontany! Maty tsisy mpahonena! Maty tsisy mpitomany! |
Lilatra liladilatra |
Ny tatitry ny resaka ifanaovana interview |
Anisan’ny mampiavaka an’i samuel ratany ny fiantsoana ny vintana, anjara, lahatra ary tendry mba hanampy azy amin’ny fizakany ny fahoriany. |
Maro ireo sehatra iainana voaresaka ao amin’ny asa soratra. Araka ny voalaza teo aloha, dia hotanisaina avokoa aloha ireny vao ho hita izay mateti-piherina. Ireto avy izy ireo vola afo rano nofy fivavahana fitiavana misy enina araka izao ny sehatra hojerena. Tsara ny hanambatra izay tokony hiaraka amin’izy ireny, nefa ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.