text stringlengths 10 11k |
|---|
Andro n 6 acteur 1- mboty ankizivavy 14 taona 2- njariny maman i mboty 3- m. Ludovic filohan ny fivondronan ireo mpisehatra ao anatin ny fizahantany 4- mme mihary mpitantana hotely ao ambonara 5- madame gislène mpampianatra sady filoha mpanorina ny fikambanana 6- mina naman i mboty acte 23 mboty sy mina nirava nianatra... |
A, tn5, aloka fitia 259 v. A, tn1, ny atao no miverina 260 v. A, tn6, nalevim-belona |
Lasitra iray |
Les retombés de l’organisation de la réinsertion initiée par l’asa sur les ménages concernés 2.2.1. Au niveau de la stratégie de réparation la réinsertion initiée par l’asa se découle sur quatre phases qui durent cinq ans. Après, l’asa se désengage partiellement de ses cibles. En matière de réparation sociale et économ... |
Anton’ny safidy antony dimy mazava tsara ny nampirona ny safidy ho amin’izao asa fikarohana izao; noho ny fianarana natao, ny lohahevitra noraisina, ny endrik’ilay asa fikarohana, ary ny zava-misy iainana sy ny toerana antony noho ny fianarana natao nikitika ny saina ireo fahalalana teôrika momba ny antrôpôlôjia nomen’... |
Raha atao indray mijery dia faharesena no nameno ny fiainan’ny mpandray anjara tamin’ity vanim-potoana ity. Na dia tratra aza ny tanjona dia tsy arakaraka izay noeritreretina ny zava-nisy niainana. Arakaraka ny niheverana hoe hifankatia ny olona no voa mainka samy niolonolona. Tsy nisy fifanampiana fa samy nanilika ny ... |
Fetran’ny asa |
Raha anarana indray no irafetany dia famenon’ny lazaina l izy na zana-pameno. Amin’ny maha zana-pameno azy izay dia tsy azo avadika ho lazaina izy eto fa natao hameno na hamaritra ny lazaina fotsiny. Ohatra faly ny zanak a -o. |
Kanjo vao teo amin’ny varavarana nanarangarana dia voavely lapoaly, sotrobe sy kanonta |
Izay natomboka, hono, tsy maintsy faranana sady ny lasa tsy manao veloma naman’ny sosotra. Rehefa tapitra ny lanonana na vita ny asa dia manao veloma an-kira ny mpirango. Sady manome anatra izy ireo mba tsy hahafoizan’ny mpihaino azy. Ahitana hira fisaorana an’andriamanitra ihany koa noho ny nahavitan’ny asa. Ireto hir... |
Rh, 4 1 ! ’1.111 1 l j t ’ ’l’l’’’ ’l1 a . |
Ao amin’ny vnp, dia hoy izy ralfina sosthène, malalako indrindra! Hirotsaka aminao anie anaka ny andon’ny lanitra |
Moa ny hatsaran-tarehy isanandro mihavao, a sa ny hatsaram-panahy tao anatinao tao a no nandravarava zoro b ny tahotra sy horohoro, b fa nanahy ny tsy hahay d raha nanidina izahay ? D |
Dia manjary fitiavana nofo fa tsy tena fitiavana intsony |
Teo koa ny fanolanana, takalom-patsa vidin’ny fahataran’i bako teny amin’ny orinasa afaka haba. Ireny dia samy manambara fa anjakan’ireo manana fahefana araka izay tiany ny rariny ka mandefitra ny madinika. Manaporofo izany izay lazain’ny boky hoe an’ny vola ny rariny eto an-tany ny tompon’ny fahefana eto an-tany dia n... |
Fafana 24 ny isan’ny mpianatra sy mpampianatra ao amin’ny ceg ambohimanambola |
Ny mpandray anjara mpanampy ny mpandray anjara mpanampy araka izany anarana izany dia manampy ny mpandray anjara fototra mba hampandroso ny tantara sy hahatonga azy hahaliana. |
Ny teatra ny teatra dia fitambarana zavatra telo loha, dia ny tantara lalaovina, ny sehatra ilalaovana ary ny mpijery na ny mpanatrika. Raha tsy misy ny iray amin’ireo dia tsy misy ny teatra hoy razoharinoro. Ny niandohan’ny teatra teto madagasikara , tantara. Lah 11, 1987, p87 manamafy izany ny voalaza ao amin’ny raki... |
Ny ao amin’ny fifehezan-teny kosa had sy fitodika em tsy matoanteny had sy fitodika em matoanteny |
Teny fisaorana fizahan-takila |
Fomba fanoratra ny teny malagasy |
Andry voalaza ao amin’ny firaketana 31 fa ny andry dia olona iankinana na ianteheran’ny sasany. Ao amin’ireo tantara rehetra dia fototry ny tantara i andry, no sady andry ianteheran’ingahirainy amin’ireo asa rehetra ampanaovina azy. Tontosain’i andry an-tsakany sy an-davany avokoa ireo asa nankinina taminy. |
Ravelojaona, gazety mpanolo-tsaina, lah 49, juillet 1908 24 jp sartre, qu’est ce que la littérature, collection idées gallimard, paris, 1949 il nous faut rappeler que l’écrivain comme tous les autres artistes, vise à donner à ses lecteurs, une certaine affection que l’on accoutume de nommer plaiser ésthethiques. 25 om ... |
Ny fitrandrahana ny sangy mahery amin’ny maha lahateny azy no natao tamin’iny fizarana faharoa iny. Lafin-javatra roa no nanompanana ny fandinihana. Teo aloha ny famaritana ny karazana sy ny sokajy misy ity asa soratra ity. Ambaratongam- panasokajiana roa no nampiharina tamin’izany araka ny mety ho fandraisana ny atao ... |
Sary 28 ny sarabambem-bahoaka milanona ao amin ny trano chalet tao amin ny f5, ahitana ireo tovolahy mpiray kibon omby mpitana maharitrafo |
Rodobe fanokafana |
Fikarohan-kevitra amin’ny alalan’ny fifanakalozan- kevitra fandravonana sy famintinana |
Cisco 2nde 1ère a 1ère c 1ère d term a term c term d ftmr |
Izany rehetra izany dia maneho fa ilaina ny taranja malagasy na dia tsy mahaliana ny mpianatra aza ny hianatra azy. Raha ireo voalaza rehetra ireo no olan’ny fampianarana taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinika dia aroso manaraka eto kosa ny andram-bahaolana sy tolo-kevitra ho fanatsarana ny fampianarana ny taranj... |
Ambioka 35- aingam-pivoarana 36- fandrosoam-baovao 37- gazetim-panjakana 38- mpanolotsaina 39- tselatra |
Les images visuelles |
Voninahitra lehibe ho an’ny teatra malagasy ny fisian’ny hira ao aminy. 122 tsy nataotao foana akory ny hira mandravaka ny tantara. Tsy natao hialam-boly na hanalana hamohamo fotsiny, fa manana ny lanjany sy ny anjara |
Rp. A razafintsalama tari-dalana hoenti manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy , tak 124 59 rp. Razafintsalama, efa voatanisa |
Moa c heken-dratsiraka ny dinan’ ny mpihary atolotr ’ i oag11. Mp nja 7 |
Ny fanafanana omby, ny fiheverana raketiny, araka ny ahitana azy ao ambohijanaka sy baiboka atsinanana fokontany ankodondona kaominina amboasary avaratra disitrika anjozorobe faritra analamanga |
Fomba fisainana tena tokony hananana fahazarana ny fahaiza-mametra-panontaniana amin’ny tena, fa izay no fomba ahafahana mandinika sy miroso lalindalina kokoa. Koa eo anatrehan’ny fahalalana iray àry dia ilaina tokoa izany. Ny tahaka izao no fanontaniana tsara apetraka mitombina tokoa ve izany fahalalana izany ? Inona ... |
Rainizanabololona j lesona tsotsotra momba ny fianarana poezia. 1914 imprimerie. Ffma. Faravohitra. Antananarivo. Rajaobelina p la nostalgie dans la poésie de malgache. 1948 révue de madagascar. Nouvelle série n 3. |
Me rfi deuxième régiment des forces d’intervention antsiranana gal groupement d’artillerie lourde imerintsiatosika 16 sainte beuve, op cit, p 680 le type une fois découvert et exprimé, il n’aura plus qu’à la reproduire avec légère modification dans le développement de la vie du poète |
Efa nopihan’i andry ny jiro. Nifampijery mangina tao anaty aizina izy roalahy. Nandeha ny faminavinana tetika samihafa. Tsy misy ny fotoana ivalamparana et tak 98. |
Tsy natao ho fitaovana hianohana ny kanto fotsiny ny tantara foronina. Azo atao ho fitaovana enti- mamantatra ny fiainam-pirenena ihany koa izy. Ny tena andraikiny lehibe dia ny fampitan-kafatra amin’ny mpamaky. Araka ny tenin’i pasitora ravelojaona, manao hoe ny kendrena amin’ny literatiora dia ny hahafinaritra sy hah... |
Ny kilasy voalohany sokajy c no nofidinay tao amin’ny lmm, satria ity sekoly ity ihany no ahitana io sokajy io amin’ireo sekoly telo. Haverinay mantsy fa tsara ny mandinika ny fampianarana ny tantaran’ny literatiora ary ny lanja omen’ny mpianatra izany any amin’ny sokajy siantifika. |
Ary farany dia eo ihany koa ny fanehoana ny fomba fanoratra an-tsary ny tononkalon’ ny |
Araka izany rehetra izany dia hojerena misesy manaraka eto ny ny parallélisme maneho ny toe-javatra misy eo amin’ny fiarahamonina ny parallélisme maneho ny fifandraisan’ny fahalalana sy ny fahendrena ny parallélisme sy ny fitenenana. |
Ary ity ny aloka manizina loatra misosoka manafotra ainty ny lalan-kely omban’iry mpianjoria |
Loharano mythologica. Fr |
Tsy hadino ireo tsy niroa fo ka nampivaingana izao asa fikarohana izao dia ianareo masoandro amam-bolana, ianareo mpiray tampo ombam-bady aman-janaka. Misaotra indrindra anareo niara-nihafy sy nandany vola aman-karena mba hahatongavana amin’izao, andriamanitra anie homba anareo mandrakariva. |
Rehefa mahavita ny taona faharoa ny mpiofana eny amin’ny fampianarana tekinika manofana teknisianin’ny fambolena ary ny fiompiana dia mahafehy ny fampiasana ny hasin-teny sy ny fifandraisana ara- tarika amin’ireo singa samihafa ao amin’ny fehezanteny. |
Pacqay léopold et al. 2012. Former un enseignant professionnel quelles stratégies? Quelles compétences? |
Hozakaiko ny alahelo sesisilany |
Ny fifandraisan’ny ft sy ny ff zava-nitranga telo taona teo ho eo no asehon’ny mpanoratra ao, ka tapatapahiny arakaraka ny seho tiany hasongadina zava-nitranga dimy taona eo no eo no tantarainy. Misy fitsinjaram-potoana mazava isaky ny fiovam- piainana ny fotoana lany nanoratana ny tantara, refesina amin’ny tapakila na... |
Misy, ahitana fitaintainana ary miafara amin’ny toe-javatra tsy ampoizina. 320 misy ifandraisany amin’izay voalazan’i deloffre izay fahitan’ny mpandinika malagasy ny sombin-tantara. Ny sombin-tantara dia tantara kely, fohy nefa feno, izany hoe, misy fiandohany sy fiafarany, manakaiky ny zava-misy sy ny fiainana andavan... |
Ny fampiharana |
Amin’ny foiben’ny nitarika ny lanonam- amin’ny fifidianana |
Ka nahoana no drodrohina maharitra toy izao ny hanina? |
Ny fampivadiana ngadona maro maro ireo ngadona miara-ampiasan’ny mpanoratra, toy ny lila izay miseho amin’ny endrika u ny dactille miseho amin’ny endrika u u ny ralila ny taralila |
Sary 5 faritanin’i mahajanga loharano 15.9677655,47.7304454,1073485m data !3m1! |
Tsy azo dinganina ny fisaorana ireo mpiara-mianatra, andiany vahatra izay nifampizara ny soa sy ny tsara, nandritra ny fotoana niarahana teto amin’ny sekoly. |
Fizarana lehibe ao amin’ny boky. Ohatra, mena ny fizarana voalohany, manomboka eo amin’ny takila faha-7 ka hatramin’ny takila faha-100, isa 1 no hita ao. Isa 2 kosa ho an’ny fizarana faharoa ary volomparasy ny lokony. Takila faha-102 ka hatramin’ny takila faha-188 izany. Volom-boasary ny lokon’ny isa ao amin’ny fizaran... |
Ka hazavao ny herinao. |
Ry vovoka efa mandry am-pasa-maizina ao ny foko mba miandry ny hodiany izao |
Araka ny efa voalaza tany aloha dia fikambanana roa no fikambanan’ny mpanoratra misy azy30. Na izany na tsy izany anefa, dia azo lazaina ho tombom-pahasoavana ho azy manokana ny nitetezany tany maro. 1.3.3.5 ny toerana efa noteteziny |
Ny governemanta ramanantsoa |
Ny tsihy dia azo ampiasaina amin’ny sehatra rehetra ny tsihy solon’ny fandriana hatoriana sy irakofana ary. Ny tsihy firakotra no antsoina hoe -tsindry safotry atao fanampin’ny lamba firakotra rehefa matory mba hahazoana hafanana, amin’ny vaninandro ririnina no tena ampiasana azy. Izany no nitarika ny fomban’ny antemor... |
Procedures |
Maro ireo karazana fialamboly fanaon-dratsimba georges. Nanampy azy tamin’ny fanabeazana nokatsahany ireny. Nisy ny nanabe ara-batana ny fitsangatsanganana; tsy ireny fitsangatsanganana mahazatra ny olona ireny akory, izany hoe fiarahan’ny fianakaviana na ny namana fa ny mandeha irery migoka ny fahanginana eny anivon’n... |
Onja 16 11 03 voahangiala |
Ity. Ii-1-1-2 amin’ny teny swahili amin’ny ankapobeny dia mitampisaka ny mpisolo tena amin’ity teny |
Toa manala ny tenany eto ny mpanoratra, ary misarika ny sain’ny mpamaky hahafantatra, fa nanary ny lamba maha malagasy azy ny tovovavy malagasy. Tahaka izany koa ny ao amin’ny hoe tsy manana asa hono, sakaiza, nahoana hianao no toa tsy mba manan-dahasa atao ? Ny maro tanora mamonjy birao, hianao irery no toa ’’vangabao... |
Ny lalàna raha tsy ampiharina mbola ho ela vao tafarina 60 sarobidy amin’i niry-solosoa tokoa ny zanaka raha ireo rehetra ireo no fintinina. Na ny zanaka nateraka izany, na koa ny tanora hoavin’ny firenena. Vetsoin’i niry- solosoa ao anaty asa sorany ihany koa anefa ny fitiavana ny mpiara-monina. 1-2 ny fitiavana ny mp... |
Ratany, izao fiainana izao , and 5, in vondrona ambara 2, tak.12 |
Ry foko mionona aok’izay ny fitarainana ka zakao na ho inona é ! Mety ho ankason’ny fiainana. |
Kisary 07 ny fiainany fony izy niasa ka nipetraka tao amin’ny dadatoany |
Ny fahamarinan’i kristy tiana hifantsika ao an-tsaina sy ao am-pon’ny olona, asongadin’ny kianteny no eto, dia nampitoviana tamin-javatra azo tsapain-tanana toy ny |
Rima malalaka ny rima malalaka dia ny asasoratra tsy miady rima. Hita ao anatin’ny tononkalon’i arni koa izany. Nataony izany noho izay te hiaina amin’ny fahafahana. Nolazain’ny mpandinika sasany toa an-dry ch. Rajoelisolo. Jj rabearivelo, ary ny avana ramanantoanina fa ny poezia no tena zavatra poetika, fa ny fingadon... |
Vous-parle-de-vous-comment-ne-le-sentezvous-pas. Html dans la préface de son recueil de poème, les contemplations 1856 , victor hugo répond à ceux qui se plaignent des écrivains qui se disent moi insensé qui croit que je ne suis pas toi ! |
Quelles sont les preuves d’un travail bien fait pour vous? Inona ny marika ahafantarana fa nanao tsara ny asa ianao? Respect des délais manaja ny fotoana nomena qualité des matières utilisées mampiasa akora tsara respect des mesures manaja refy finition tsara finition propreté madio satisfaction du client afapo ny mpan... |
Mpampianatra an-tselika |
Santionan’ny tantara ahitana ireo ny aml 3 sy et. |
Ny lahatsoratra mandresy lahatra dia maneho hevitra, mitsara, manohana na manamarina hevitra, mandresy lahatra, misarika amin’ny alalan’ny fanolorana tohan- kevitra izay mety havoitra amin’ny alalan’ny ohatra.54 roa no mety ho endrika isehoany na izy manolotra hevitra mazava tohanana amina hevitra mifanjohy, na mikaona... |
Les produits d’exploitation regroupent le chiffre d’affaires, la production stockée, la production immobilisée, les autres produits opérationnels ainsi que la reprise sur provision et perte de valeur. Les charges d’exploitation englobent les achats consommés, les services extérieurs et autres consommations, les charges... |
Razanatseheno noeline, fsp, ny haino aman-jery indray mijery, tak54 196 idem, tak 13 |
Kilasy seconde 3 2nde 3 |
Ry havana avy an-dakira mandrosoa avy ka midira fa ny hira nentinareo hiarahana manandram-peo. |
Mivavaka aloha sy aorian ny famerenan-desona. Mba ho araka ny sitrapon andriamanitra izay rehetra atao. |
Roa ny hevi-dehibe momba ny fahefana amam-pitondrana hita ao amin’ireo piesy teatraly nosoratan’i hajaina. Ireto avy izany voalohany, ny toetra takina amin’ny olona ho mpitondra; faharoa, ny tanora sy ny avara- pianarana ary ny fahefana amam-pitondrana. A- ny toetra takina amin’ny olona ho mpitondra |
Mpandinika, sakaizan’ny tanora, fanasina. Ny literatiora dia sehatra ifaneraserana ary araka ny fandinihana nataon’ny mpandinika iray jakobson dia misy sehatra telo mifandray tendro amin’izay serasera izay dia mpanoratra hafatra mpamaky |
Endrika anatiny |
Aro mh, mh tena misy zavatra hafahafa mihitsy izao. Tsy fanaon i nenibe mihitsy ny miantso anay roa, indrindra raha mbola makamaka aina ao am- pandriana amin izao andro sabotsy maraina izao. |
On voit le ruisseau, la rivière qui grandit oh ! Que c’est beau ! |
Ny tian i lyra holazaina eto dia ny hoe izay rehetra hita fa tsy mety, na eo amin ny mpitondra izany, na eo amin ny rafitra najoro teo amin ny fiarahamonina, dia arodana avokoa. Novelabelarina tato amin ity zana-pizarana ity ny fahasamihafana misy eo amin ny manana sy mahantra. Izany dia niteraka fanararaotana sy tsy f... |
Raha ny safo-drano nandringanan’andriamanitra izao tontolo izao naringan’andriamanitra hoe tamin’ny safo-drano daholo na olona na biby afa-tsy i noa valo mianaka |
Ny mpitantara, mifanohitra amin’ny mpanoratra, dia tsy olona tena misy namboarina hitazona ny anjara asan’ny mpitatitra fotsiny ihany 35. Araka izany, mety ho olona hafa tsy tafiditra ao anatin’ny tantara mihitsy no miandraikitra ny fitantarana. Manjohy sy manara-maso ny fihetsiky ny mpandray anjara tsirairay no tena a... |
Hevitra maro mifantoka amin’ny fitiavan-tanindrazana no nentin’i trimo nandresan-dahatra an-drahelinivo vadiny , ka nahatonga azy hanaiky sy hitso- drano dia indro i trimo vonona nanatona ny mpanjaka. Fizarana fahadimy ny ora farany hanapitra aina |
J j a s o n d t min c 15,4 15,9 19,5 14,1 11,9 10,2 9,3 9,6 10,3 11,5 13,6 15,3 t max c 26,2 25,9 25,5 24,6 22,4 20,5 18,5 20,5 22,7 25,1 26,8 26,5 moyenne c 20,8 20,8 20,5 19,4 17,4 15,4 14,1 15,1 16,5 18,4 20,2 20,9 loharanon-kevitra station d’anjozorobe 1961-1990 |
Larousse dictionnaire de français 2001 edit bordas. Ireo boky nanovozan-kevitra momba ny anthrôpôlojia sy ny fomba amam-panao aujas, l , notes sur l’histoire des betsimisaraka in bulletin de 1906 l’académie malgache, numero spécial vol 4. Beattie j. , introduction à l’anthropologie sociale, 1972 editions payot, paris. ... |
Lydiary boky tsy misy lohateny tak 22, va tak 239 |
Amin’ny fotoana sasany indray, dia antsoiny hoe jehovah, ao amin’ny z 65 noa valo mianaka , andl 12-13 ny feon’i jehovah e e mampihorohoro mampihorohoro e e e manerana ny tany ary matetika dia antsoiny amin’ny mahazatra hoe andriamanitra. Hita izany ao amin’ny z 4 didy , andl 7-8-9-10 24-25-26-27 28-29-30 andriamanitra... |
Fizarana faharoa ireo tara-kevitra voizin’i harioley ao amin’ny asa sorany. |
Ohariny amin’ny bibibe manana toetra masiaka ny fahafatesana. Izany hoe, sady lehibe tsy azo toherina no mbola masiaka ratsy fanahy ihany koa. |
Fanamarihana tsara ny andraisan’ny mpianatra naoty amin’ny fotoanan’ny resadresaka mba hanafangainana ny asa, satria, ireny dia efa lesona, ka fanampiny fotsiny no omen’ny mpampianatra amin’ny manaraka. Rehefa manao tombana amin’ny manaraka dia lahatsoratra no omena mba hamenoana izay tsy voalaza tamin’ny lesona. Ny fi... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.