text stringlengths 10 11k |
|---|
Fepetra tokony horaisina manoloana ny fanakianan’ny lalàna mifehy ny tany sy ny fanjakana ambanin’ny lalàna avokoa ny olom-piarahamonina rehetra. Voafehy ao anatin’izany izy ireo, ka tsy afaka manatanteraka an-tsakany sy an-davany izay tiany hatao. Tsapa ihany koa izany amin’ny ta y faty izay hita ao amin’ny foko anta ... |
Ohatra amin’ny andian-teny |
Ts imanato dia inona no ataoko ? Hamonjy ny fatin-drainibozaka sa hikarakara an-dragly ? Rainibozaka efa maty ! Tsy misy azo atao aminy intsony ! I ragly aloha no tsy maintsy vonjena karakaraina ho sitrana. Ka ho any amin’ny dokotera sa ho any amin’i dada kolona ilay fangalànay fanafody rehefa mandeha mi-bizina ! Izy i... |
Misy mpianatra iray mandika azy eny amin ny solaitrabe. |
Hifafy, handemy ny hery rehetra, hatramin’ny hery izay sahy dia sahy o! Vovo masiaka sy mahery setra, manditsoka hatrany amin’ny ati fanahy! |
Sary nalain’ny mpikaroka 14-03-13 tao ankiakabe |
Faharoa, dia ireo tombana ahazoana mari-pahaizana. Laza adina volavolain’ny fanjakana no atao amin’izay, ka mitovy izany amin’ny faritra rehetra eto madagasikara. Misy karazany roa ny fanadinam-panjakana ho an’ny fampianarana tekinika. Ireto avy izany ny b. E. P brevet elementaire professionnel sy ny bakalôrea professi... |
Raisintsika, ohatra, raha hampianatra lohahevitra momba ny anjara, ny lahatra ary ny tendry ny mpampianatra iray dia tsara raha aompana momba ireo dingana eo amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona ny ohatra raisina. Fanambadiana, ohatra, satria ireo mpianatra ireo dia ao anatin’ny taonan’ny miala sakana ny ankamaroany ka ... |
Amin’izao fotoana izao ireo mpikambana nanao ity voly maharitra ity vao mioty ny vokatry ny fambolena nataony. Tsara ny vokatra tamin’izany, satria voakarakara tsara ny tany nambolena azy marihina fa mananasy no fambolena nataon’izy ireo eto. Nahavita fambolena mananasy arivo fototra tao anaty velaran- tany 500 m2 ny m... |
Ny azo vinaniana dia izao nisy telo lahy, mpiara-dalana teto, inoan’ny saina fa tafatambatra any, ka mikalo ny hiran’ny sambatra lys ber rabekoto, rabearivelo ary harioley iray vao nentin’ilay anjely tamin’ny 25 janvier teo. Harioley! Anarana mijoalajoala amin’ny literatiora malagasy. Tsy mba miandalana akory ny fiakan... |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny nambaran’i gauthier ka notaterin’i feyfant, 2013a que les élèves apprennent ne dépend pas seulement des acteurs, mais aussi de la qualité et de la pertinence des contenus qui leur sont enseignés p.18 |
Mena hay kosa! Ka inona no dikan’ireny fandavana sy fanitsakitsahana ny maha izy ahy ireny? Vony ka izao ange e! Isika ange ry mena malagasy e! Ny zazavavy malagasy raha vao hitoriana fitiavana tsy avy hatrany dia manaiky, sao ataon’ny olona aviavin’i maroadabo ka vao donina dia mirarak’ompana, na tsipolotrantitra amor... |
Ii.1.1. Forte charge des mots et groupes de mots |
Convaincu mandresy lahatra ny olona kendrena amin’ny alalan’ny fomba fijeriny, ny kolontsainy |
Aloka namela saona saona ’zay mahatorovana nateraky ny fahatsiarovana. |
Dubois, sj, h. M. Monographie de betsileo, paris, institut d’éthnologie. Musée de l’homme, palais de chaillot, place du trocadero 16ème , 1938, la soie merite une place à part, non seulement à cause de sa plus grande valeur propre mais parce qu’elle s’élève, chose presque unique au betsileo. C’est dans ce sud de betsil... |
La méthode de température est une méthode qui n’exige que d’un thermomètre et de quoi écrire. C’est une méthode simple qui nécessite l’attention du couple et requiert un certain niveau culturel pour l’appliquer, et de conseils de la part du personnel médical. |
Andriamanitra no antenaina hampody ny rariny ho an’ny tsirairay. |
Sitraka sy i fy izay tena namana akaiky an’i ravaka; mangalie sy feno ary valo sy njaka tanora naman-dravaka ihany fa tsy mitovy amin’i sitraka |
Ny fanambadiana ny fanambadiana eo amin’ny olona tsy mitovy firenena niaviana no hasiana teny. Hita taratra ao amin’ireo asa soratra ny fanambadian’ny malagasy olona tsy iray firenena aminy, ary saika ny vehivavy no voakasik’izany. Tsapa ho miteraka fanahiana be ihany ho azy ireo izany fanambadiana vazaha izany. Toy iz... |
Ny andro mandroso hariva, mby samy hamonjy ny fodiany sy ny adidy aman- draharaha isika rehetra, satria efa tanteraka an-tsakany sy an-davany ny fametrahana an’itompok r ato amin’ny anjara toerany natokan-janahary ho azy. Izao no tsy aritra ka nampitain’ireto taranany manaraka izany dia mamela ahy ianareo, hitodika man... |
Rholivasonoct. 1923 |
Ankoatra ireo lasan-korazana, hampahalalàna sy hajaina manokana ihany koa ireo ray aman- dreny. Loharano nipoirana ary ray aman-dreny, ka mendrika hajaina ary tokony hanehoana fitiavana. |
Ny anadipolse nasiana fanamboarana kely no mitranga eto. Misy fiovana kely ny teny hoe tsetra , izay miverina andohan’andalana sy am-paran’andalana mifanesy. Ny teny hoe tsetra dia teny anehoana alahelo sy fangorahana. Eto lazainy fa nipongatra tsy hitako akory , izany hoe tsy fantatra izay fiavian’ny alahelo na fangor... |
Namelona an tiaray kely 99. Ankoatra izany, dia tsy ampy fitiavana avy amin’ny rainy koa ratiaray satria zazasary fetra ny hoe fetra, voalohany, dia natao ho tanjona. Io ilay tanjona fitiavana marina nezahin’i bako hotratrarina. Tofoky ny geja izy ka vonon-kitroatra. Tanjony koa ny hamaly faty an-dratiaray ka tamin’ny ... |
Jona 2004 ratsimaholy francinet |
Akoho efa manatody |
Ny mpitantsoratra |
Amin’ny malagasy, ny zanaka tsy misy tompony fa samy manabe avokoa ny rehetra. Tamin’ny vanim-potoana teo aloha, ohatra, nanana ny hasiny tokoa ny ati- pako ny ati-pako izay tsy inona fa fomba fampamerenana mangingina ny vola na zavatra hafa, izay nangalarin’olona, na sendra voarainy tsinahy tafaraka tamin’ny azy. Mba ... |
Ny fanohizany ny fianarany |
Ry soratro! Hianao va no hanatsikera, 10 ny tsiniko maro sy ireo fahantrako? Ho zary kanto ’zay hampianjera ny andry ifikiran’ny fanantenako? |
Aprily 1984 ratsimaholy francinet |
Tompo ô, ampivereno ’lay lalaon’ny tanimboly! Dia arovy sy ambeno tsy ho lasan’ny devoly! Raha iny no malazo, ’zany aiko re no ngoly raha misy izay mahazo, mainka koa hamolivoly! |
Dindon’ny fiainana ny rano, fiandohan’ny aina 61 manambara izany i ran e ao amin’ny v a tak 86 hoe rano ianao ka rano, loharanon’aina miteny tsy hay fantarina kanefa dia inoana ary mbola hantenaina fa hipoitra avy ao ny marina. |
Iii.0 fampidirana eo amin’ny fiaterana teny dia tsy maintsy misy ny mpandray anjara dia ny mpiteny ilay teny na ny tompon’ilay teny ary ny mpitatitra ilay teny. Ireo no mpandray anjara fototra rehefa mitatitra tenin’olona ka tsy maintsy miainga amin’ny tenin’ilay tompon-teny vao mankany amin’ny fitaterana ary tsy maint... |
Ny teny enti-manohitra na manitsy izay voalaza dia entina mampifanatrika zavatra roa tsy mitovy na samy hafa na mifanohitra. Ireto avy izany amin’ny ankapobeny tokony, tsy tsy akory, tsy. Akory, kosa, zara raha, fa, kanefa, anefa, nefa, saingy, na. Aza. Dia, na dia. Ohatra miankina amin-javatra maro ny mety hiovan’ny t... |
Ny toe-tany sy ny toetry ny andro |
Anarana sy mpamari-toetra |
Raha aravina izay voalaza eo ambony izay, ny poezia izany dia teraky ny fahaizana mamoaka na maneho fihetseham-po na hevitra izay voarindra amin’ny feo sy sary, ny ngadona ary ny rima omban-tsarinteny ka manan-kery hambabo sy hisarika ny mpamaky. Izay mahay izany no antsoina hoe poeta, araka ny famaritana nomen’i charl... |
Kilasy lehilahy vehivavy fitambarany prescolaire 21 24 45 cp1 42 43 85 cp2 30 23 53 ce 16 20 36 cm1 15 20 35 cm2 10 13 23 fitambarany 113 119 233 loharano andriamatoa rakotonirina jean marc gauthier, talen-tsekoly ao andranovolo |
Izahay ankizy mantsy tsy mahalala ny tsy misy fa mihatra ny lavanty raha tsy homana saosisy! Andn 1, 2 188 |
Ahandro nahandro ahandro saro o fomba fandrahoam-bary izay saromana na fonosina ravina longoza. Antoram-bolana fotoana mahafenomanana ny volana ataoraka atsipy d davolana diavolana diafotaka vola omen’ny fianakavian’ny lahy ny zazavavy alaina ho vady ho vidin’ny fandehanany tongotra mankany amin’ny toerana misy an’ilay... |
Ny hita tao amin’ny kilasy voalohany |
Ampiasain’ny fikrifama kosa ny transect amin’ny famakivakiana miaraka amin’ny mponina ny toerana lalovan’ny fantsona. Mety hisy ny olana mitranga ohatra tany misy voly, kanefa tsy maintsy lalovan’ny fantsona mikaroka vahaolana ny mponina sy ny tekinisianina. |
Lisitry ny sarintany |
Tsy iadian-kevitra fa tsy misy dikany ny fandinihana literatiora raha tsy fantatra ny fomba nentina nandrafitra sy nandrindra ny asa soratra43. Izany hoe, ny fijerena ny endrika ivelan’ireny asa soratra ireny no ahafahana miroso lalindalina kokoa amin’ny vontoatiny44. Noho izany dia tsara raha jerena mifanesy eto ny mp... |
Ny zava-kendrena aminy |
Ex 5- kapiteny sola mihogo chauve qui se coiffe mpilalao ka de rà no mifiaka eia ! Eia ! A chaque frottement, le sang apparaît. |
Fa eo amorom-patana feno korana, 10- afon’anjavidy mandray vovonana, mandefa hanitra anivon-tsaina ilay endy voraky ny trondro maina . |
Mpanolo-tsaina, septembre 1927. |
Soa an, an, eritreritr i bema angamba izany, fa tsy mbola tena vonona tsara amin izany aho. |
Ohatra barrière de pluie sac de voyage donneur universelle arts martiaux auto stop rail route |
Andry ny ahy indray tsy nandainga ny eritreritro vao nahita anao voalohany, na dia jambenan’ny fahaverezan-dra teo amin’ny ratrako aza aho, fa tsara tarehy ianao. Tsara bika ihany koa. Faly loatra ny foko izany, fa hitako ihany ianao. 109 |
Sary 4 vcd |
Asehoy ny maha zanaka tambanimbohitra azy. Famahavahana. |
Cecam caisses d’epargne et de crédit agricole mutuelle cisco circonscription scolaire crinfp centre régional de l’institut national de formation pédagogique csb centre de santé de base csd centre de santé de district ecar eglise catholique romane fimpima fikambanan’ny mpikabary malagasy minenv ministère de l’environnem... |
Raha ny fitsaboana nentim-paharazana no asian-teny dia hita fa tsy vitsy amin ireo mponina ao firavahana no manatona mpitaiza na mpimasy raha marary. Na dia eo aza ny fiheveran ny olona sasany fa fanompoan-tsampy ny fanatonana ireny olona ireny. Ireo aretina tsy fantam-piaviana, ny aretina voajanahary dia samy anatonan... |
Lanoux bonjour monsieur zola, , hachette-livre de poche,1972 7 histoire de la littérature en france au xixème siècle p125-127 |
Vongika vongibongika |
Ny lahatsoratra fanadihadiana fitaovana lehibe eo anatrehan’ny mpanoratra sy izay mpanao asa mifahatra amin’ny soratra ny gazety. Anisan’ny fomba mahomby sy tranainy amin’ny fampitan-kafatra, na vaovao tsara ho fantatra izy. Eo ihany koa ilay fomba fiteny hoe ny teny mandalo, fa ny soratra mitoetra. Anisan’ireo fomba i... |
Zaza fito tsy mahafehy trano, fa ny fanahy fito no mahafehy azy 145 no ohabolana feno nakana ity ampahany ity. Entina manamarina ny fihetsiky randrianantoanina izay tapa-kevitra ny hisaraka amin’ny vadiny no nifidianana azy. Mety ny tapany voalohany ; saingy mamely an-drandrianantoanina ho tsy manam- panahy ny tohiny, ... |
Ireo lafin-javatra tsy dia tomombana loatra |
En fait, cet atelier consiste à des travaux de finition du pliage au contrôle qualité. |
Teto amin’ity vanim-potoana ity. Anisan’izany i lolo rajhons tamin’ilay tononkalony mitondra ny lohateny hoe nofy sa ? .89 indreto misy andalana vitsy nisy zazavavy niakatra ny rian-dranomasina indiana, niakanjo akanjo fotsy lava sy nitafy lamba hariry madinika. Eny an-tratrany, haronkely volamena ka iza anefa aho raha... |
Famariparitana ny ethnopsychiatrie ara-bakin-teny, ny ethnopsychiatrie dia fitambarana teny grika telo izay samy mitondra ny heviny ethnos , vondron’olona , psukhê , saina na fanahy , iatros , fandinihana fitsaboana fitambarana taranja roa ny ethnopsychiatrie ka ny iray mitondra ny fombafomba ahitana ny aretina psychan... |
Ianao tsy tsara tsy tsara ianao |
Teo amin’ny vokatra azo |
Ireo boky sy tahirin-kevitra |
Raha tsy miara-mipetraka aminy ilay olona itenenana dia rehefa mirava no ilazany ny vetsovetsom-pony te-hifandray tanana taminy, ka hoy izy hoe 15 raha mba teo anilanao mantsy no nisy ahy dia ho sambatra ery aho nandray ny tananao . |
Enregistrement des factures après ces opérations, le dossier d’achats est envoyé à la comptabilité pour enregistrement et les éventuels rapprochements. A noter que pour tout enregistrement comptable, l’existence des pièces justificatives est indispensable, elles constituent une garantie sur la réalité des documents. Le... |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny voalazan’i adam, 2001 tous nos énoncés disposent d’une forme type et relativement stable de structuration p.13 |
Tsy niova aho |
Bulletin de madagascar |
Ny fomba filazan-javatra nenti-nanangana ny toe-javatra manomboka ny famahavahana ny fomba filazan-javatra dia isan’ny fomba iray hahafantarana ny hevitra sy na ny hafatra raketin’ny asa soratra, izay tiana hampitaina any amin’ny mpamaky. |
Lesona vaovao |
Asa vadi-drano, hono, tsy vita raha tsy ifanakonana ; koa ity asa fikarohana ity no tontosa dia teo ny fanampian’ireo olona maro, na ara-pitaovana izany na ara-kevitra na tamin’ny fanohanana isan-karazany. Koa rariny ny anolorana azy ireo ny fisaorana sy fankatelemana feno. Ny vato aza hono raha nahitan-tsoa hosora-men... |
Nimaona ny dobok’amponga, fa rotika angaha ny fively? Ka haolo ny kianja nihinjahana sy tonga fonenan’avelo. |
Ambatomanga, 31 martsa 1950 |
Ny mpanoratra no mpandray anjara fototra iantefan’ny resaka eto. Ny laharam- pitenenana voalohany, aho sy ny mpisolo tena tampisaka ko no maneho azy. Ny fanenenana ny vita sy ny faniriany hiova kosa, dia lokoiny amin’ny alliance de mots , teny roa mifanohi-kevitra, dia ny efa sy ny te , ao amin’ny andalana voalohany sy... |
Feon-kira acte 5 lolona , fara am-pandriana alina lolona ndry? ! Efa hatory sahady angaha indry ry fara? Fara ie! Aleoko akia ry lolona mifoha maraina fa tena efa mangirifiry be ny masoko zany lolona mampitandrina hum! Ataovy tsara! Raha izao aloha no ataon-dry , dia aza manantena ny ho afaka bepc zany amin ity taona i... |
Gazetim-panjakana vaovao frantsay malagasy lah. 2.093. 5 mars 1937 |
Les hommes sont plus nombreux que les femmes |
Responsable directeurs |
Ny teboka amam-paingo ; sy ny faingo , ny teboka amam-paingo dia mari-piatoana maneho fivoaran-kevitra, hevitra vaovao sy lalindalina kokoa. |
Ny hasin’ny tanindrazana sy ny fahefana amam-pitondrana |
Zava-nisy fomba fijery boky |
Miralenta, tak 1. Galité du genre devant les droits de l’homme 68 ceres, centres de renforcement educatif et scolaire, tak 2. L’association promes anime le programme ceres avec pour objectif de permettre à des jeunes ruraux défavorisés dotés d’un bon potentiel intellectuel et moral de réussir leurs études |
Eo amin’ny sampana teny malagasy eto amin’ny ens dia maro ireo sehatra azo anaovana asa fikarohana ny amin’ny literatiora, ny amin’ny riba sy ny antrôpôlôjia ary ny amin’ny hay teny. Nofidina eto ny antrôpôlôjia kanefa tsy ny antrôpôlôjia amin’ny ankapobeny fa ny antrôpôlôjia ampiharina ny fampandrosoana ny eny ambaniv... |
Famintinana |
Porto-novo benin. |
Ny tamabohan-drazana mamy ery fahiny nankaiza no tsy tazana ? Sa resin’ny am-bahiny ? |
Larousse , dictionnaire encyclopédique de l’enseignement, éd librerie larousse, 1977 paris, 1462p ; |
Niala teo amin’ny fari- bola frantsay i madagasikara, ka nanana ny volany manokana f. M. G sy ariary tsara tokoa ireo fepetra ireo, saingy tsy nanome ny vokatra nantenaina, satria mbola nisy ihany ny fanararaotana nataon’ ireo nahazo fahefana teo amin’ ny fitantanana. Tafiditra tao anatin’ ny fahasahiranana, noho izany... |
Ii.2.2.2. Ny laza masaka sy ny ohabolana malagasy |
Pour vous est-ce que c’est important d’avoir une victoire à la compétition du sport asa tany ? Etre vainqueur c’est toujours important et même si la récompense de la part des organisateurs n’est pas un grand souvenir, c’est déjà très important d’avoir un palmarès à un sport typiquement malagasy. |
Indraindray dia fomba fiteny, fehezanteny na tsia no ampiasainy satria mora azo sy mora ampiasaina ka mahazatra sy mahavantana ny vava. Ohatra vaut mieux tard que jamais ! Les absents ont toujours tort ! Quand même ! Justement ! Tu parles ! Tu vois ! A fait rien ! S’il te plaît ! |
Jacques faublee, le récit bara, tak 379-380 |
Na dia teo aza ireo tara-kevitra mifamatotra amin’ny zava-nisy ireo, dia nanana ny vetsovetsom-pony manokana ny mpanoratra. Ndeha hojerena manaraka ny momba izany. |
Nalahatray mifanesy araka ny daty namoronan’ny mpanoratra azy ny tononkalo ka natao misonga ny fandaharana azy. |
Investissement |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.