text
stringlengths
10
11k
Rainibozaka mmm an !
Mpandray anjara farany ny mpanotrona, izay amin’ny ankapobeny dia fianakavian’ny tompona omby ihany. Ny ankoatra ireo dia izay mifamatotra fihavanana aminy fati-dra, namana toy izay ny amin’ireo mpandray anjara isan-tsokajiny. Hojerena manokana indray ny amin’ireo fitaovana samihafa ampiasaina amin’ny fomba.
Anarana rasoamahatratra fanampiny mahefa pauline adiresy bloc scacco 1ère étage isaha, fianarantsoa lohateny ny fanabeazana sy ny filàn’ny zazavavy tantsaha ao ambohimahazo manandriana, faritra amoron’i mania isan’ny takila 100 isan’ny sary 3 isan’ny fafana 15 isan’ny tovana 7
Rajaonarivelo auguste, professeur, homme des lettres
Sinton-kevitra
Dia lasa tokoa re benandro, nandao izany hava-malala, 45 narahin’andevo mpahandro, dia roso nivadika ny ala.
Amin’izao fotoana, ny ankamaroan’ny fikambanana izay mijoro dia ahitana vehivavy mitomban-dahy misahana izany. Ao amin’ny boky i. D. F. , nirotsaka tao amin’ny antoko pôlitika i dina. Mazàna, ny ijoroan’ireny antoko pôlitika ireny dia mikendry indrindra ny mba hisian’ny fivoarana eo amin’ny firenena. Eo no amolavolan’n...
Manoloana ny fahitana ireo olon-tsy marina kanefa tafasondrotra eo amin’ny fiainana toa tsy matahotra ny fisian’ny tody intsony ny olona ankehitriny. Hita eny amin’ny fiarahamonina eny mantsy, ary matetika ny mpanao ratsy dia mihabotrabotra. Misy ireo te hisondrotra vetivety no alaim-panahy hanara-dia ireny mpanao rats...
Ny bitsika omaly nifampisamborana; 5 manina ilay tsiditsidika hoe
Resy tanteraka ny malagasy ary niondrika teo anatrehan’ny mpanjanaka. Koa ireo vahiny indray no lasa mpifehy an’i madagasikara tanindrazan’ny malagasy , resy isika ankehitriny ka ny baiko arahintsika dia ny an’ireo vahiny. H. R, seho 3 toy izany ny lasa izay tian’ny mpanoratra mba ho fantatry ny taranaka aty aoriana. T...
Ny hevitry ny lohateny
Etat final
Partie i présentation des outils conceptuels et de l’association asa chapitre 1 cadre théorique. Chapitre 2 cadre général de l’association asa.
Dadatoa indray izay fandaharana rnm
Ragly vo vondeo ! Hoaah ! Hoaa !
Pa pv tppv
Tena manina ny eto antenaina nefa fa tsy avelanao hisento 20 fa ho avy ianao hizaha ka hitoetra eto indray hanarina ny manan-tsiny sy hivetsovetso ilay haravoana lasan’iny.
Marihina fa tsy mba mifanosona ny zanapeo e sy o.
Ny fihavanana soatoavina nirian’ny malagasy io fihavanana io. Manamarina izany ny ohabolana aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana isan’ny tena nampiavaka azy tamin’ny firenen-kafa tokoa io fihavanana io. Sarobidy loatra izy ka izay zavatra natahorana handrava izany dia nohalavirina avokoa. M...
Matsàna entina milaza ny hoe folakandro izany hoe manodidina ny roa ora antoandro .
Sary xxi ny fomba vaovao nampidirina amin’ny ribam- pahafatesana
Tsy takatry ny saina fa ny poeta monja dia ampy hampanonja ny marindrano maty
Ireny sisa izao
Evans-pitchard , anthropologie sociale, edition payot, paris 1969, tak 79 l’anthropologue doit être prêt à passer beaucoup de temps sur son enquête ; il doit rester en contact étroit et permanent avec les populations sur lequel il travail
Bebe kokoa tamin’ny vahoaka teo amin’ny sehatra samihafa, tamin’ny alalan’ny gazety ho fanoroana hevitra azy ireo. Nisy ihany koa ny fananganana tsenam-barotra.
Fizohian-kevitra avy amin’ny fahaiza-manao
Sary17 ny zana-drazana mitsena mozika feno hafaliana
La théorie littéraire, editions seuil, collection poetique, paris, 399p
Ireo fitaovana sasantsasany nampiasaina tamin’ny fanafanana omby
Miadanandriana
Total pour la région 26637 28 305 1,05 11,45
Boky amin’ ny teny malagasy
Amin’ny teny malagasy amin’ny teny malagasy, samy hafa ny endriky ny mpisolo tena mahaleo tena mitana anjara asa lazaina sy ny mitana ny anjara asa fameno. Azo atao anaty fafana toy izao ny endriky ny mpisolo mahaleo tena mitana anjara asa fameno iharana na mpandray fafana fahatelo ny mpisolo tena mitana anjara asa fam...
Tsy hohadinoina ihany koa ireo namana aman-tsakaiza sy ny mpiara-mianatra rehetra izay tsy nanosi-boho-tanana anay raha nila torohevitra sy fanampiana tamin’izy ireo izahay.
Ilay aviavy tsy namoa ary nisy aviavy, nisandrahaka sampaho ravina milendolendo no nandrakotra ny taho vakivava zay nijery no izato hatsarany tonga resaky ny maro ’zany aviavy izany
Tsanganana 3 maneho ny fotoanan’ny tantara sy ny fotoanan’ny fitantarana fanamarihana ny t. F na fotoanan’ny tantara dia ny fizotran’ny tantara manaraka ny lojika iainana andavanandro. Ny t. N na fotoanan’ny fitantarana dia ny fanehoana ny fizotry ny tantara miainga amin’ny fahaizan’ny mpanoratra sy ny aingam-panahy ao...
Indray haka aina sy ho fitsofan-drano
Ireo fombafomba notandremana
Rakibolana malagasy, ambozontany analamahitsy antananarivo.
Bourneuf. R. Et ouellet. R, l’univers du roman, ed. Gallimard, 1964 genette. G, figure ii, coll. Points, ed. Seuil, paris, 1971. Levi- strauss, anthropologie structurale, paris, plon, 1958
Ankoatra izay, mbola mampiavaka an’i eliza freda ny filalaovana amin’ny vanin’andalana manana rafitra taralila miverina intelo
Tsy mahatsiaro tena intsony toy ny olona efa torana ao anatin’ny arabe no sady izay itangoronana
Tovo dia hatsangana ho zanatsika izany i hery! Sady efa tsy mahalala afa-tsy isika izy. Tina nefa na izany aza, ny reny niteraka azy ihany no tena reniny e!
Ripaka ripadripaka ripahina
Fizarana faharoa ny haifampianarana ny teny entin’ny fanadihadiana an- gazety
Tsy ny andro ririnina no nameloman’ny mpahay tantara ny tantara nosoratany, fa ny lohataona koa. Etsy andaniny, ilay lohataona mahavelom-bolo ny zavaboary, mitondra hafanana sy mahatony ny andro, araka izao fanehoan’i naivosoa azy ao amin’ny st 181 sabina
Maro ireo tenin-jatovo fampiasan’ny zatovo manoloana ny tsara mitranga eo amin’ny fiainana. Ireny teny ireny dia fampiasa na inona na inona zavatra tsara mitranga. Hita izany amin’ireto tenin-jatovo manaraka ireto 107 tsy ratsy!
Fitoviana eo amin’ny lafiny tsara
Andriamahazosoa, saino izany anio, voha varavarana , antananarivo, 2011 72 j. P weber, la psychologie de l’art, p. U. F, 1965, p.52 la véritable condition d’un vrai poète est ce qu’il y a de plus distinct de l’état de reve.
Fisotroana rano betsaka tokony hisotro rano betsaka ny mpianatra satria ilain’ny vatana sy ny atidohan’olombelona tokoa izany. Nohamafisin-dramamonjisoa jean 1985 35-36 fa 70 ka hatramin’ny 75 isan-jato amin’ny tenan’ny olona dia rano avokoa ireo sela ao amin’ny atidoha izay eo amin’ny dimy arivoamby iray alina tapitri...
Izay ny mikasika ny fanoharana mandoko ny fiteny izay tena manana ny lanjany tokoa eo amin’ny fiainan’ny olombelona. Fa ny manaraka eto kosa indray dia hijery manokana ny comparaison mandoko ny zavatra tsara sy ny ratsy nataon’ny olombelona isika.
Fafana 23 famintinana ny mpilaza toetra anombanana itsarana
Milazà toetran’ny tody vitsivitsy.
Fehin’ny fizarana fahatelo
Fampahafantarana ny toerana
Des familles en grande difficulté au niveau de cette troisième définition on peut y intégrer tous les cas de figures possibles et imaginables sont sans-abri les familles en très grande difficulté ou familles à risques qui, au moindre problème maladie grave, licenciement, endettement tombent dans la misère, étant donné ...
Eo amin’izay fandalana ny teny malagasy izay indrindra no ampisaintsainana ny olona fa raha sanatria moa ka maty ny teny malagasy ka miharatsy ny fahasalamany ary mandrorona ny saina amam-panahiny, tsy ho very fanahy ve isika na dia velona aza? Ary tsy latsa ve izany? 94
Bodovoahangy rajaobelina, mpifaninana teto antananarivo no lany ho miss madagascar 1960 ? I délicié rambinintsoa, mpifaninana tao toliary no faharoa ? Monique andriambelona, tao fianarantsoa kosa no laharana fahatelo. Faramalala désiré no mpanjakavavin’ny hatsaran-tarehy tao mahajanga.
Raha halalinina tokoa dia tsy nataotao foana ny anaran’i haingo fa azo tarafina ao mihitsy ny fiainany. Toy izao no hevitra mety horaketiny mampiray azy amin’ny fianakaviany. Izany hoe mamelona hatrany ny anaran’ireo ray aman-dreny loharano nipoirana. Araka izany dia azo heverina ho manakambana azy amin’ny tranony.
Inona intsony anefa no harovako. Nanapa-kevitra aho ny farany ary namonjy toeram- pandihizana nisotro aho, nandihy, tsy nihafahafa ary tsy niaraka raha tsy amin’ny mpanam-bola. Ny fanarahana lamaody etsy ankilany. Taty aoriana dia nisy namana nitaona ahy ho any amin’ireny efitrano fanaovana massage ireny. Natao ny fifa...
Ho any ambany rangolahy tony tenako ho tany fa ny hirako ry lahy dia ho henonao hatrany ny sampandrofia
Mikatsaka fomba hifankahazoan’ny mpianatra mandrakariva ao amin’ny fiarahamonina an-dakilasy ny mpampianatra. Miezaka mba hamorona sehatra hifandraisana izy ireo. Iarahany amin’ny mpianatra ny fandaminana ny lakilasy ary manome anjara andraikitra ny tsirairay amin’izany. Ny solontena isan-kilasy miaraka amin’ny filohan...
Lesona ankapobeny momba ny literatora no atao eto am- piaingana mba ho fampidirana ny lesona sy ho fanitarana ny vakomanitra anananan’ny mpianatra mikasika izany.
Tsoa-kevitra 2 ny hasina dia tsy inona fa zavamaniry ampiasain’ny olona sasany ho fiarovan-tena, tsoa-kevitra3 ampahany iray amin’ny fizarana maromaro misy eo amin’ny bolongan-javatra no atao hoe hasina, tsoa-kevitra 4 toetra ambony na hery anaty mampiavaka ny zavatra na olona iray amin’ny hafa ny hasina, tsoa-kevitra ...
Fizarana voalohany
Tovana laharana 3, lahateny 2.
Ras oary andriamanitra ô !
Ny fahatongavan’i johary ho lehibe ao amin’ny polyclinique izay toeram-piasan’i bakoly ny fitsirian’ny fitiavan’i johary an’i bakoly ny fitiavan’i landy an’i johary ny fifankahalana teo amin’ny fianakavian-drajao sy randrenja, vokatry ny fianakavian’i pasitera ny marina ny fitiavan-drajao vola ny famonoan’i fetra an’i ...
Tsy tiany ianao ho sia
Ny endriky ny tombana amin’ny ankapobeny amin’ny ankapobeny, dia azo sokajiana roa ny tombana ao amin’ny boky fary mamy kilasy famaranana ny tombana ho fampisaintsainana, sy ny tombana mitaky famakafakana sy fandanjalanjana ary fandalinana.
Saladier ronono.
Teo amin’ny fampianarana ny zana-taranja riba kilasy voalohany
Fehezanteny iray no iaingana eto, ary iray ihany ny hevitra tiana hampitaina na dia samy hafa aza ny endriky ny mpanondro. Toerana iray ihany koa no hanaterana io sobiky voalaza io, saingy ny sasany tsy te hanombana ny elanelana misy ka mampiasa ny mpanondro e y; ny sasany kosa te hampisongadina ny halavirana ka ny mpa...
Amin ny taolany rafia amainina tsara vao afaka ampiasaina. Ity indray agnakahagna ny vokatra na katsaka avy totoina iny mba hiala madio tsara ny hodiny. Mety lava koa ny fotoana lany amin izany. Raha ny fambolem-bary misy any dia ny fokontany rehetra samy ahitana vokatra vary ny ao amin iny faritra kaominina iny. Misy ...
Fanabeazana ho an’ny rehetra no tanjona amin’izao taona arivo fahatelo izao. Io no tanjona napetraky ny unicef amin’ny maha fikambanana iraisam- pirenena misahana ny fanabeazana azy. Mba hahatanteraka izany, dia natao laharam-pahamehana ny fanatsarana ny fanabeazana ny ankizivavy sy ny vehivavy izay tsapa fa mandalo ol...
Ny literatiora malagasy
Ny endrika isehoana ao amin’ny boboka87 ny hita ao amin’ ity lahateny ity di any fikaloana ny fitiavan- tanindrazana. Tolona izay nampafana fo an-drado ihany koa ka hita ho niavaka tsara rehefa maneho hevitra izy. Toy izao ny endrika isehoan’ny mpiteny ao anatin’izany boboka aho ry tanindrazako ka avela ianao ho eo! Fa...
Izany dia anehoana sy handresen-dahatra fa ny fiteny tsara mahatonga fifaliana eo amin’ny hafa no tian’andriamanitra.
Zava-misy iainana andavan’andro
Avy amin’ ny hoe mivadibadika, toa andro ririnina
Nataon’ny mpanjanaka izay hanoherana ny fitakian-dralaimongo ka mba tsy hampihanaka ny heviny dia noraofina ny gazety notantanany ary nampandoavina sazy aza izy indraindray sady norarana tsy handia faritany. Nisy mihitsy ny fisamborana azy sy i dokotera ravoiahangy ka nalefa natao sesi- tany dimy taona ny voalohany tan...
Rehefa avy nampahatsiahy ny karazan-tanjona tratrarina amin’ny lesona iray, dia tokony hifanindran-dalana amin’izany koa ny fampatsiahivana ny tombana natao handrefesana ny tanjona.
Haimah eny andriamatoa kaomisera! Efa lalam-baovao sy fiainam-baovao izao no misy ahy, tamin’ireny aho ny ankavia sy havanana nandrakotra fantsy ahy, sady ny olon-tiako sy ny fianakaviako samy nanilika ahy daholo, hany ka fanina aho, tsy nisaina hafa tsy ny hamaly ratsy ny ratsy. Na dia teo aza anefa izany rehetra izan...
Memoire de fin d’etudes pour l’obtention du certificatd’aptitude pedagogique de l’ecole normale
Mivela tanana re royc no difin-drazanay d tsy mba hainay afoyc na hosoloana indray d
Fulgence 45 taona l
On sait que l’analyse moderne du récit a commencé avec propp. 4 l’introduction à l’analyse du récit de roland barthes 1966 et la poétique de todorov 1968 5 l’étude sémiologique du récit peut être divisée en deux secteurs d’une part, l’analyse des techniques de narration ; d’autre part, la recherche des lois qui régisse...
Fa raha mandalo beso
Loharanon-kevitra ny sampana mena ao amin ny fsflm 67ha
Amin’ny ankapobeny, miovaova ny halavan’ny andalana amin’ny tononkalon- dratsimba georges. Izany hoe tsy mitovy ny vaninteny ampiasainy isaka ny andalana tsirairay. Ahitana izany endrika tsy fitoviana izany avokoa na ny tononkalo ho an’ny ankizy, na ny tononkalo ho an’ny tanora sy ny lehibe. Ao anatin’ny andalana, misy...
Cependant, elle reste encore insuffisante actuellement. Par contre, le salfa, dans ses diverses activités participe à la diffusion de l’éducation sexuelle et participe aussi de l’information education communication iec au sein de leurs services mais beaucoup restent à faire. Dans de nombreux régions de madagascar surto...
Haimah satria tsy mbola azo lazaina ho mifankatia izahay, tsy mbola nifamboraka fitiavana mantsy e, fa tena miaraka be fotsiny mamonjy boaty sy ny sisa. Rojo iza izany?
Amin’ity karazan-dahatsoratra ity, ny tanjona dia ny hamerina ao an-tsain’ny beazina ny hasarobidin’ny ala, tsy eo anivon’ny tontolo iainana ihany, fa eo amin’ny fiainan’ny olona manontolo mihitsy. Maro ny tombon-tsoa entin’ny ala mitahiry karazan-java-manana aina, manadio ny rivotra, mitondra orana, manavao ny tahirin...
Mitana anjara toerana lehibe ny fampanjakana ny marina eo amin’ny fampandrosoana
Hitondra ny mpianatra amin’ny fanomezan-danja ny fahaiza-mitondra tena eo anivon’ny mpiara-belona, araka izany, ny fanadihadiana an-tsoratra an-gazety. Mitaky izany fahaiza-mitondra tena izany ny fanatanterahana azy, raha tsy hiteny afa-tsy ny fanaovana interview , ohatra. Omena lanja ao anatin’izany ny fahaizana mifan...
Dia miditra an-tsehatra amin’ny fanoritsoritana ny filazana an-tanan-tohatra ny zava- dazaina na gradation, izay hitanisana ireo dingana arahina amin’ny fanatanterahana ireo hetsika atao, eto, ny fambolem-boanjo. Azo raisina ohatra mivaingana amin’izany ny fihadiana voanjo izay maneho ho toy ny hita maso ny fihetsika a...
Raha eo amin’ny taona indray dia toy izao manaraka izao ny momba izany. Ho an’ny ftg, dia ferana ho 16 taona raha zokiny indrindra no raisina ho 2nde. Ny fpi, kosa dia tsy ferana ny taona. Izay vonona hianatra ka mahafeno ny fepetra takiana aminy dia azo raisina avokoa na firy taona na firy taona. Toy izany ihany koa n...
Vezina vezimbézina
Tonga eto ahay fokonolo ijay tsy ija, fa havanao madina
Filazan-javatra an-kolaka ampiasana ny teny manondro zavatra iray, entina hanondroana zavatra iray hafa. Amin ny fanovan-javatra, dia ny angolan-kevitra sy fihetseham-po no mivelatra, fa ny filazan-javatra kosa mifintina. Hojerena tsirairay ireo karazana fanovan-javatra hita ao amin ny tantara foronina rehitra hambom- ...