text
stringlengths
10
11k
Vi- ny malagasy sy ny fanomezam-boninahitra ho an’ny mpihinana dia marina ny voalaza teo. Tsy any ihany anefa no mipetraka ny olana fa ho an’ny mpanome indrindra indrindra koa. Ilaina ihany koa mantsy ny fahaiza-manolotra, tsy dia eo amin’ny habetsahana no tiana hambara etoana fa indrindra eo amin’ny endrik’ilay fanome...
Sekoly. Maro ihany koa ireo sehatra ampiasana ny teny malagasy. Ohatra amin izany ny fitsarana, ny fanaovana ireo antotan-taratasy samihafa ilaina amin ny fiainana andavanandro. Ilain ireo mpianatra malagasy ny mampiasa ny teniny amin ny maha olom-pirenena azy. Tsy ireo malagasy mianatra ao amin ity sekoly ity ihany an...
Ny sarinteny ny fomba filazan-javatra ao amin’ny asasoratra no tiana holazaina amin’izany. Mahakanto ny tononkalo ny fisian’ireo sarinteny ao anatiny. Io no maha-poezia ny poezia. Tetika fampiasan’ny mpanoratra ahazoany mambabo ny fon’ny mpamaky sy hampitany hevitra amin’ny fomba miavaka ny sarinteny. Mitana toerana le...
Famahavahana ny fandaharam- 2008 pianarana taranja malagasy
Tenina mpandinika nandritra ny fanatanterahana ny lesona
Nalaina tao amin’ny baiboly masina na ny soratra masina, tipografia poliglotta vaticana 1938
Sitrana malaky ny mbola marary, fa andrao dia mitaky toa vonin-boasary; notohazana foana, hisentosentoana.
Jo andrianasolo
Koto moramora zoky e milamina tsara rangahy. Ny fianarana ange ry lita tsy misy taona izany e! Na efa antitra be aza ka mbola liana amin ny fianarana dia afaka mianatra, fa ny fiainana manontolo dia fianarana .
Teny ierana ny an’ny ela sy ny nofo, hanala ny gejan’ny tany amin’ny fanahy mahery, ilay fanahy mpanjaka. Fa moa mitsahatra eo amin’ny fisiany va izy, fa moa foana ny lazany, fa moa voatsipika ny anarany, fa moa azonao tohaina ny fahavelomany mandrakizay amin’ireo asany an’iza ny foko ; ilay rakitry ny rahona ; ilay he...
Guiraud p et kuente p , la stylistique lecture, op cit, p 8 le style étant la forme parlée ou écrite qui revêt la pensée comprend à la fois la diction et l’élocution, c’est-à-dire, le choix des mots et l’arrangement des phrases, c’est lui qui donne à l’élocution et à la direction une physionomie propre et qui fait que ...
Tsiahy resy tsy mba manan-kiafarana 10 sasa-miandry izay ho didim-pandaharana, tsiahy moana no mambomba ny efa lasana toy ny avelo iray mifoha avy ao am-pasana.
Ianao. Moa misy olona betsaka hitanao ao amin i dokotera isaky ny mankao ianao? Tsia, tompoko, hoy i sahondra talanjona amin izao fotoana izao, hoy ingahy p. Nijery azy 10. Mihitsy, dia misy olona betsaka ao, miangavy anao aho hilaza amiko rehefa avy ao iza avy ireo olona ireo? Miandry anao eto aho. Na dia nilaza ho ni...
Tsy vitan’ny hoe mpahary , fotsiny andriamanitra fa mpanome sakafo ihany koa. Izany dia hita amin’ny hoe anio hariva dia hihinan-kena ianareo, ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo ianareo 375 i samuel ratany kosa nilaza izany tao amin’ny tononkalony manao hoe ianao ilay fahiny nanova ny mana ho zara sakafo mpis...
Hira ho an’i neny
Araka izany, zava-dehibe ny fodiana an-tanindrazana. Ireo tafasaraka na voageja an-tanin’olona, dia nahatsapa izany. Maneho fifaliana sy fahafahana ary fananan-jo ny fitodiana amin’ny tany niaviana. Ny tononkalo aza tsiniana 91 no ahitana izany
Ny kilasy famaranana amin’ny ankapobeny
Fanoritsoritana fotoana voafaritra mazava mandoko fotoana izay toa isehoana toe-javatra maro mianjady amin’ny fiainan’ny mpandray anjara ny mpanoratra. Tahaka izany indrindra ny fanehoana ny fotoana nahafatesan’ny ray sy ny renin’i lucie miaraka, ao amin’ny sombin- tantara md. Voafaritra mazava tsara ny fifanosonan’ire...
Interpersonnelle
Ny renifeo t indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo ts malagasy. Miasa indrindra indrindra io fifamaliana io rehefa mialoha i ny renifeo t indonezianina, eo amin’ny vanin-teny voalohany, eo amin’ny vanin-teny faharoa, an-dohan-teny sy anaty voanteny. Ohatra eo amin’ny vanin-teny voalohany, an-dohan-teny 1 t ts- tia...
Toetra amam-pihetsika ? Fanehoana fahaiza-miaina sy toetra mendrika ? Fanatanterahana fihetsika mifanaraka amin’ny filan’ny fiarahamonina
Tanora manaja fitiavana mirindra -fifanakalozan- kevitra mikasika -lahatsoratra fitanisana tondro maneho
Vetsovetso mikarenjy, nofinofy mahatsiaro; 10 te-hisosa n’aiza n’aiza mba hitety toera-maro! ’reo no elatra malaky mahatonga an-dakira, vy miainan’ny fanahy, famoronan-tononkira.
Koto efa ho telo alina izao? Soa ihany aza mba tsy nentiny tany ny katikatira fananam-panjakana iny, fa raha tsy izany nidiran-doza
Ireo toetra tokony hananan’ny mpiserasera shape s sincère sariaka izany hoe mahay mifananesasera amin’ny olona ary misokatra amin’ny any ivelany.
Module matiere volume horaire module 2 suivi evaluation des projets
Eo amin’ny akora fototra akora fototra saro-tadiavina sy lafo indrindra amin’ny fanamboarana kobandravina ny voanjolava, ankoatra ny siramamy izay tsy maintsy vidiana amin’ireo mpamongady na mpaninjara. Mpanamboatra koba roa ihany no mety ho voasahan’ny voanjolava vokatra avy ao talata volonondry, izay milanja 16,2t eo...
Ny voly an-tanety
Aok’izay ny ranomaso fa ineny anie jereo miran’endrika aok’izany fa afak’ady sy toreo.
Controle 9
Viii.0 fanazavana ankapobeny
Ankoatra ny fananganana ny drafitra antsipiriany, dia notakina tamin’ny mpianatra ihany koa ny fanazavana ireto andian-teny velon-kihinana velona mba hihinana ihany koa no azo ilazana azy. Izany hoe ny antony ahavelomana dia ny hihinanana ary tsy misy afa-tsy
Nitsipatsipaka i felana, saingy voabeda. Nihiakiaka i felana, saingy voatampim-bava nitsipatsipaka i felana saingy voabeda nihiakiaka i felana saingy voatampim-bava fehezanteny roa samy hafa no hita eto, saingy mifamaly ny rafitra ananany. Sady te hanamafy ny mpitantara eto no te hilaza amin’ny antsipirihany toe-javatr...
Magaly bouchon, analyse quantitative de l’organisation communautaire et de la santé, district maroantsetra, 2011.
Sedra toy ireny misy horohoron-tany ireny avy eo dia .
Ao ireo manatona sy mila hevitra amin’ny mpahay raha. Miankina amin’ny toromarika azony ny fitsaboana ataony rehefa izany. Andriamatoa gisy patrice mpanao ody sady misy tromba no misikidy ao an-toerana. 1.3.5.2. Ny fitsaboana tandrefana
Faharetany 3 ora 30mn lanjanisa 4 n. B tsy maintsy atao ny laza adina i
Ny fanoharana dia fomba filazan-javatra ampifanatrehana anaty fehezan-teny tokana ny oharina sy ny anoharana, ary elanelanin’ny kian-teny enti- manohatra. Tahaka izao ny endrika isehoan’izany ao amin’ny tononkalo oh1 izato lobaka ambony, feno tady mitsirako, moa va tsy toy ny gony ton.2, tak 8, boky i
Ny fanaraha-maso
Ny fahaiza-manao isitrahan’ny beazina
Ny fiainana
Ohatra lahateny manoritsoritra maro ireo teboka mampiavaka ny lahateny manoritsoritra amin’ny lahateny hafa. Anisan’izany ny fomba fanoritsoritana izay miankina amin’ny mpanoritsoritra. Raha io mpanoritsoritra io no jerena dia misy karazany telo mpanoritsoritra mahalala ny zavatra rehetra na ny point de vue omniscient ...
Azo heverina, araka izany fa madiva ho tafita amin’ny fianarana ny zanany telo mianadahy zokiny. Tsikaritra ihany koa, fa ireo sampam-pianarana nosafidin’izy ireo dia misy ifandraisana amin’ny asan-dray aman-dreniny avokoa.
Zava-dehibe ny tombana singan-kevitra telo no entina manasongadina ny maha zava-dehibe ny tombana. Zava- dehibe eo amin’ny fampianarana, eo amin’ny mpampianatra, ary eo amin’ny mpianatra ny tombana.
Ip. Andriamangatiana, vp, op cit, tak 23. 118 -ip. Andriamangatiana, vp, op cit, tak 24 119 -ip. Andriamangatiana, op, op cit, tak 98 120 -ip. Andriamangatiana, vp, ibid, tak 24
Andrianjafy m , orimbaton’ny fiadanana
Lay domohinam-pirenena mba nitana hafatra hatreny amin ny sola-baton ny fanenjehana ny herin ny finoany tena tonga lafatra tonga teny amin ny tilikambon ny fahatretrehana
Amin’ny anaran’i jesosy kristy irery ihany no hahafahana mandresy ny asan’ny devoly
Toy ny azo hanina, toy ny tsy azo hanina. Mino ny fiangonana masina koa izahay satria manolo-tena any koa zao ny ankamaroan’ny olona rehetra amy zao fotoana izao ary zany no angatahako, zay no isolohoako, raha vao mitondra an’i voahangy zahay. Ahoana reo razana ? Miala tsiny aho miala fondro fa tsy zahay zao razana fan...
Misy fototra avokoa ny zavatra rehetra ny trano raha tsy misy vodivato natao fototra dia hikoa ho azy fa tsy haharitra , ny volamena tsy azo tefena amin’izao fa ao ny varahina atao tanjany mba hanamafy ny tefy ao aminy ny olombelona koa tsy hafa amin’izany , fa raha tsy misy ambony sy ambany dia ho eo fotsiny tsy hahav...
Xii- ny sitrapon’andriamanitra 44- tompo mpandamina ny zavatra rehetra ô! Mangata-javatra aminao aho anio. Fantatrao fa maniry koa aho raha maniry ny mba hahatanteraka izay angatahiko aminao. Fantatro anefa fa mifaningotra amin’ny sitraponao hatrany izay rehetra momba ahy. Koa raha tsy mifanohitra amin’ny fitondrana ti...
Telo amby zato 103 ny tononkalo nohadihadina; efatra tao anatin’ireny no miompana amin’ny afo .
Novahavahana tao amin’ny fizarana voalohany ny mahakasika ny mpanoratra na i ny eja. Voalaza tamin’izany, fa mialoha ny maha mpanoratra ny olona iray, eny fa na dia efa ao amin’ny tontolon’ny asa fanoratana aza izy, dia misy foana ny fotoana iainany toy ny olon-tsotra rehetra. Ny tiana hambara, dia olombelona toy ny ol...
Intitulé du sous module de formation
Ny molotra marina ampitoerina ho mandrakizay; fa ny lela mandainga dia indray mipi- maso monja. Ohab 12 19.
Miantomboka amin’ny a- na e- ny mpamaritra manondro toerana. Rehefa mpamaritra manondro toerana ny mpanondro dia tsy afaka ny handeha irery fa mitaky a am st st an am st an am e st amin’ny fandinihana nataon-drabenilaina ao amin’ny ny teny sy ny fiteny malagasy.
Tovana vi 86 instat, novembre 2002, enquête auprès des ménages 2001, p.144 l’éducation, c’est une des sources de connaissances qui constituent des formes de richesse humaine pour les pays et la population elle-même. Elle est liée au développement économique et social du pays car elle transmet le savoir et le savoir fai...
Dinidinika nifanaovana tamin’ny mpanoratra nalisoa ravalitera ny 25 avril 2016 , tao amin’ny efitranon’ny tahala rary hasina analakely antananarivo webographie books. Google. Com books? 2804130533
Ma grande ile, je te salue
Fitsarana ny ampitso dia natao ny fitsarana. Novakina ny tatitra izaho sedera nantenaina tsiry, dia manaiky marina, fa saika hanondrana volamena an-tsokosoko milanja ho antsasa-kilao, any maorisy. Manao sonia eto ambany tsiry mpitsara ekenao ireo fiampangana ireo ? Tsiry tsia tompoko. Laviko daholo ireo. Tsy ahy ireo v...
Velatra velabelatra velarana
Fantaro fa sasatra, valaka ineny, harena sy hery nafoin’izy ireny, ka raha toa tomady, salama ny tena dia mahatsiarova ny valim-babena.
Ahitana ny trano manokana anaovana ny fiofanana araka asa misy tranom-boky
Teo amin’ny drafitra
Marika code
Raha sanatrian’ ny vava ka tena misy izany ho rava sy ho toro ’ty lova sarobidy sady tokana aman- tany aza misy intsony ny andro sy ny alina hatoriana ! Milenteha ry tanindrazana, ry firenena nihaviana matesa ! Fa ny maty no mendrika ho anao noho ny hitafy teny henatra fa vao .
Tandremana mba tsy ho ny fihetseham-po sy ny fitsiriritanrny maso fotsiny no sary ampiasaina ao anaty boky fampianarana, fa izay tena misy ifandraisany aminrny lohahevitra dinihana. Tsara raha sary miloko no ampiasaina. Ireto misy toro-hevitra vitsivitsy fanomezana lanja ny sary zaraina roa ny takila, ka eo aminrny ila...
Ny fahalalana famaritana ara-piforonan-teny
Ary mbola ahitana taratra izany koa ny tononkalon’i hobiana mitondra ny lohateny hoe madama ny lesona mandeha, ny masoko any ihany sady izay indray ilay dolam-bikanao no ataoko nofy mamy.129
Ny boky momba ny vary
Fafana 26 isan’ny mpianatra tsy tonga nianatra nandritra ny volana janoary tao amin’ny kilasy 2nde 5, nalaina tao amin’ny cahier de présence loharano mahefanirina ando, febroary 2013
Taom-pianarana isan’ny nanala fanadinana taha-pahafahana 2008-2009 16 100 2009-2010 17 76,47 2010- 2011 12 83,33 2011-2012 10 70 2012-2013 08 50
Stelarim, fopipa, antananarivo
Mibaby lasety e toalaza ! E e toalaza!
Ao amin io paikady famakian-teny io no ahazoana mamoaka ny hevitra ara- bakiteny sy ny fanakarana ny hevitra ambadiky ny vakiteny. Amin ity farany, izany hoe eo amin ny fahazoana mila fanakaran-kevitra no tena mitaky ny fananan ny mpianatra saina mandinika lavidavitra kokoa noho izy tsy mijanona eo amin ny hevitra miha...
Raha toa ka mahatorovana ireo niaraha-nolalovana izany tsikitsikinao no mamy hatramin’izao koa vetsoy sy torio mbola tia ka tadidio.
Rajaona, takelaka notsongainaii, op-cit, tak 61
Tsy nataony hampiharihary ny maha- toe-javatra tsy maintsy mitranga eo amin’ny manan’aina toy ny fahafatesana fotsiny ny zavaboaary fa nataony hanehoana ny toetran’izany fahafatesana izany ihany koa.
Ny tranon-draveloson sy robena ao marovoaikely azo alaina sary an’eritreritra ny fonenan-dry robena sy raveloson ary ny manodidina azy
Mba hahatsara ny fampiarahamonina eo amin’ireo mpianatra dia misy ireo hetsika samihafa hita eny anivon’ny sekoly. Ao ny fanomezan’ny mpampianatra asa iarahan’ny mpianatra manatanteraka. Etsy ankilan’izany misy ihany koa ny fitsangantsanganana iarahan’ny mpianatra iray kilasy sy ny mpampianatra. Ary farany, anisan’ny m...
Bathory un nouveau type de programme in perspective n 57 unesco
Ny baraingo natao hanamarihana fanontaniana ny baraingo, heverina fa efa hain’ny rehetra ka tsy misy hevitra ambadika tokony hotakarina. Saingy rehefa izy izay no mifanarakaraka roa na telo dia mbola fanontaniana ihany no raketiny laroan’ny eritreritra mihalohalo, manontany tena ohatra asa? ?
Sary6 olona miandry ny famoaham-paty mialoha ny handevenana
Misy koa fo miantra , tena mora , tena tia ; izay nandray tsy nanakora, nampiantrano indray’lay hery efa trotraka ka nanaiky hitantana azy tsy ho potraka fa izay koa mba fo efa voadona !
Misongadina eto ny fitiavan’ny ray aman-dreny ny zanany. Fitiavana tsy manam-paharoa izay maniry hatrany ny tsy hampihafihafy ny zanaka ary manao izay ezaka rehetra fara-tratry ny heriny mba hampiadana azy zavatra vitan’ny tanako arô, tsy mampalahelo ny zanako o. Rm.77 7-8
Araka izany, nihevitra i andry sy ireo mpitandro filaminana namany, fa tsy ho tonga ny asany raha tsy milamina sy miverina amin’ny fiainany teo aloha ny vahoaka.
Sandrakely
Ny olona tsirairay miombona ao anatin’ny vondrona iray izay horesen-dahatra dia tsy mitovy fomba fijery sy fomba fisainana, mety ho mpifaninana na mpifahavalo mihitsy aza no antsoina hoe olona resen-dahatra mifangaro. Misy karazany roa izany ny olona resen-dahatra tsy mitovy fomba fisainana ary ny olona resen-dahatra m...
Kanefa mba zahao fa zatovo tsy mifandraka sahy manao angovon-tsandry, mihaiky hery an-kalalahana.
Bakalôrea avokoa ny diplaoma ananan’ny ankamaroan’ireo mpampianatra ao amin’ny kolejy, na any amin’ny ceg andohamahatao izany na any amin’ny kolejy saint michel andranovorivato. Ho an’ny kolejy saint michel andranovorivato ohatra, dia mpampianatra iray ihany no manana licence any amin’ny ceg andohamahatao kosa, dia mpa...
Ny fampianarana taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana no fototr’ity asa fikarohana ity. Ny tontolon’ny fampianarana eny anivon’ny sekoly tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana, noho izany, no hanokafana izao voka-pikarohana izao. Haroso misesy etsy ambany àry ny momba izany fampia...
Visite d’atelier, rappelée en début de formation, et répétée pendant les premiers mois de formation sur la façon de s’habiller et le genre de vêtement inapproprié, ainsi que le port obligatoire de tablier ; la coloration des cheveux qui est interdite et les coupes de cheveux à crête qui sont aussi interdites, malgré ce...
Izato tokotany rakotra ahitra mandady ; lobolobo re izany 20 f’efa lavitra ny angady.
Niezaka nanaraka ny rafitra famoronana poezia ny mpanoratra. Hita izany tamin’alalan’ireo rima fampiasan’ny mpanoratra ireo. Porofo hafa ihany koa, ny tsy fisian’ny tononkalo malala-drafitra tanteraka, izany hoe sady tsy miady rima, no tsy mitovy ny andalana mandrafitra ny andininy, tsy mitovy tanteraka ny fingadona. N...
Tsapa tao anatin’izay famakafakana izay fa namela dindo to an- tsain’ny mpanoratra ny zava-nisy niainany. Andaniny, raha teo amin’ny endrika ivelany no ambara dia hita nisongadina tamin’ ireny ny fahatongavan’ny fandrosoana teo amintsika, anisan’ireny ny fivavahana kristianina, eo ihany koa ny fanjanahantany. Ny teo-ja...
Avy amin’ny teny afrikanina omby ng’ombe , motro moto, maso macho.
Miompana amin’ny resaka fanabeazana ity asa fikarohana ity, koa tsara raha hofaritana ny atao hoe fanabeazana. Tsy ampy anefa ny fahalalana fotsiny izany, fa hofantarina ihany koa ny heverina ho mpanabe ary horesahina avy eo ny beazina.
Fanilo- fitia nokoloina efa ela nisetra tadio dia io fa nitombo vao mainka nirehitra nilelalela andrasan-ko faty vao indro nitempo
Loharano ivotoeran-tserasera hoan’ny tantsaha ao sabotsy 61
Annexe 3.3 prestations intellectuelles