text
stringlengths
10
11k
Nalehanay ilay toerana. Tsy nisy nihodivitra izay noteneniny, io eo tokoa! Lohasaha mavamavana toy ny kindriandriana. Raha mpandalondalo fotsiny, itompoako tsy hanam-po mihitsy ny fisian’izy io eo hitako ihany ilay tany nahavelomako! Hoy izy nientanentana aok’izany. Dia nikodiadia nitambalana nankany amin’ny ela indray...
Von schiller 1943 lettres sur l’éducation esthétique de l’homme uber die sthetische erziehung des menschen in einer reihe von briefen paris, 122p
Ny lalànan’ny afo misy 10 ny lalànan ny mpanazava zokiny, toy ny an ny sampana maitso mpanazava zokiny manoloana ny tenany 1- marina, sariaka ny mpanazava zokiny 2- mandray ny olon-drehetra ny mpanazava zokiny
Pitika pitipitika pitihina
Tsy maninona mihitsy fa misia ry fahantrana; aoka ihany ny olom-bitsy ’zay mpitondra fanjakana
Apetrako aminao ry ray ireo ankizy sy tanora vonona handray an-tanana ny fiainam-pirenena ka mirotsaka sahady manomana ny ho avy.
Manque de personnel
Hita amin’izao fafana izao fa ny 50 n’ny ora ao anatin’ny seho iray dia iarahan’ny mpampianatra manatontosa amin’ny mpianatra. Ny lesona ihany koa dia miainga tamin’ireo hevitra avy amin’ny mpianatra. Mandritra ny seho dia hita fa mientanentana sy mavitribitrika ny kilasy, ary hita ihany koa fa tsara ny fifandraisana e...
Tsy haiko hoe hatraiza ny hatsaram-panahin’ ny fanadinoana antsoin-tsy mamaly f’injany mirongatra manditsoka ahy ’reo lavenon-tsisan’ny androko omaly.
Eo amin’ny tany na firenena iray, dia misy ny mpitondra sy ny entina. Ireo voafidy no atao hoe mpitondra. Ny vahoaka maro an’isa dia entina. Natao hifameno ireo roa ireo, ka ny mpitondra miahy ny vahoaka, ary ny vahoaka manohana ny mpitondra. Raha tsy tanteraka izany dia ho teraka ny disadisa. Mety tsy ho araka ny nand...
Manombina no atao raha misy mihoatra manambana ny orana raha mitatao manambina ny vavaka am-po tsy miloaka manembona ny foko rehefa lavitra anao !
Misintona ny ain’olombelona. Mijinja ny nafafin’ny olombelona.
Ankoatra izay dia ny hyperbole no ilazana ny vokatry ny zavatra mety hiseho eny an- dalana; mihoatra amin’ny tokony ho izy no nanehoan’ny mpanoratra izany manao hoe raha izao no misy fahavoazana ity fiara ity tsy antambo? Ao amin’ny hoe antambo no mipetraka ny hyperbole. Ilazana loza lehibe mahavoa olona maromaro ny ho...
Eny tsy safidintsika akory ny hihafy ka hizaka sy hiaritra ny mafy tsy hihaona ataoko ahoana! Fa mbola kely isika; toy ny zaza !
Ny miforona amin’ny mpamari-toetra zuri tsara u-zuri uzuri hatsara safi madio u-safi usafi fahadiovana, hadio moja tokana u-moja umoja firaisana ingio maro u- ingi wingi hamaroana gonjwa marary u-gonjwa aretina ny miforona amin’ny anarana toto zaza u-toto utoto fahazazana maskini olona mahantra u-maskini umaskini fahan...
Fitaovam-piadiana ny fibarana ho an’ny sakalava natao ho fiarovan-tena , koa ampiasaina ny fibarana eto mba ho fiarovana amin’ny loza mety hitranga .
Fifanarahana nifanaovan’izy ireo. Araka izany, ny teny dia singa iray lehibe manavaka ny olona amin’ny biby.
Maneho ny toetran’ny zavatra faritana -manambara ny fihetseham- pon’ny mpiteny manoloana ny zavatra faritany ao amin’ny hevitra fototry ny voambolana ny mari- panambarana
Meyer, op. Cit, p.21 cette évaluation ne se traduit pas en note et encore moins en scores. Il s’agit d’un feed-back pou l’élève et pour le maître selon g. De landsheere
Toko i ny endrika ivelan’ny tononkalo
Le stérilet ou dispositif intra-utérin diu c’est un petit dispositif en plastique, de 3 à 4 cm de long en forme de t, entouré d’une fine spirale en cuivre. Le diu est placé dans l’utérus qui empêche la fécondation ou la nidation de l’ uf. Prescrit par le gynécologue, notamment aux femmes ayant déjà eu des enfants. Il e...
Anthropologie du traitement didactique de
Sarim-bavy mahay beso ka midobo-peo vao zendana izahay
Fanazavana ny kisary arak’i berlo, tsy tanteraka ny serasera raha tsy eo ny loharano izay mandefa ny hafatra, ny hafatra, ny fantsona mitondra izany ary ny mpandray ny hafatra. Ireo no singa fototra mandrafitra ny serasera. Tsy lavorary ihany koa anefa ny serasera raha tsy misy ireo hodidina ivoahan’ny hafatra sy iante...
Guiraud et p kuentz, la stylistique lecture, klinsksieck, paris, 1970, page 4 mitatitra ny tenin’i buffon le style est l’homme même.
Eny am-piandohana dia toa te hiampanga ny tsy rariny ataon’ny mpanjanatany ny mpanoratra, tiany averina sy atsidika hatrany ireo fomba feno habibiana natao ny malagasy mba tsy ho very tadidy ao an-tsain’ny mpamaky. Manaraka izany vao arosony ny hevitra tiany ambara, dia ny fiheveran’ireo vazaha fa hilavo lefona manoloa...
Eo anatrehan’izany, dia misy ny dingana arahina amin’ny fanomanana ny fihaonana fikarohana ny fahalalana rehetra manangona ny tahirin-kevitra mamantatra ny olona hiresahana
Hatolotra an’iza ny nosintsika
Toky, manafosafo, tak 3, va tak 77 34 mahefa, horovitsika, tak 55, va tak 17
Ravoravo mandravoravo
Ankoatra ny safidy dia niditra tamin’ny fanangonana tahirin-kevitra izahay. Tamin’ny alalan’ny fitsidihana tranom-boky maro samihafa no nanatanterahana izany. Taorian’izany rehetra izany dia nanatanteraka fitsidihana kilasy ny tenanay ka ny kilasy faharoa teo anivon’ny sekolim-panjakana miisa roa dia ny lycée ambohiman...
Artisans individuel de ses propres comptes
Ambara araka izany fa tratra ny tanjona tamin’ny fanatanterahana izao asa fikarohana izao. Hita fa tovozin-tsy ritra tokoa ny fanabeazana ao amin’ny tantara foronina. Voalaza fa ny fanabeazana mifototra amin’ny soatoavina no mahatonga ny fiadanana maharitra. Nisongadina teto fa tsy ilaina akory ny mivoy ny fampihavanan...
Ny mpandala ny fivavahana kristianina izany hoe ny vondrona a no nifandona voalohany tamin’ny vondrona b, izay mpandala ny feraomby. Ny tsy fitovian-kevitra sy ny ady tombotsoa no nahatonga ny fifandonana. Mampiady ny setrin-kafatra vokatry ny fifandonana noho izany satria samy nitazona ny heviny no samy nanindrahindra...
Fikambanan’ny mpiara-mamaky ny baiboly, mana isan’andro, oktobra-novambra-desambra 2010, p. 14
Cp1 24 12 24 12
Rouzalgues et alii, 2008, tak.165 combattre l’argumentation sert une cause personnelle ou collective.
Parmi les 156 femmes adhérentes du salfa en 2009, de même pour ies 121 femmes en 2010, celles se trouvent dans la tranche d’âge de 21 à 35 ans sont majoritaire avec un taux s’élevant entre 15 à 29 , tandis que celle qui atteint l’âge de 40 ans se trouvent minoritaires, elles ne représentent que 2 à 10 de la population ...
Sendra ahoana kosa izany hevitr’i rado izany? Raha tsy ry zareo kosa ange ianao, dia efa niondam-bato tahaka izay e!
Une réaction systématique contre l’art classique 22 le romantisme, apparu en france au début du xixe siècle, est un mouvement littéraire et culturel européen qui a concerné tous les arts. Il s’oppose à la tradition classique et au rationalisme des lumières, et vise à une libération de l’imagination et de la langue clas...
Asehon’io kisary io fa mivotra hatrany ny hetsika atao. Mitraka mba hahafahana mijery ny ambony, mba ho afaka hahita ny eo anoloana ka ho afaka hibanjina ny lalan-kizorana, mahitsy hatrany fa tsy miolikolika. Mitsangana fa tsy maintsy hihetsika hamindra raha hamindra, tsy maintsy mitsangana aloha. Tsy mijanona hatreo f...
Tsy mety , razandry fa dombo ity antsy, ny henanao koa tena maozatra ratsy !
T98, t99, t100, t101, t102,
Bibliographie 1. Andrinjafitrimo lantosoa, la femme malgache en imerina au début du xxième siècle , karthala-inalco, 2003 2. Bacque marie-hélène et sintomer yves, la démocratie participative histoire et généalogie , la découverte, 2011 3. Balle catherine, sociologie des organisations , 6ème édition, paris, p. U. F, 200...
And 3 dia somary kivy ianao raha sendra ka nahita volofotsy singatsingany izay manomboka mipika. Ny kisary atao etsy ambany no manambara ny tian’ny mpanoratra lazaina.
Tsara raha mba asiana fandinihana manokana ny hevitra fonosin’ny ôsi-baiavy.
Georges condaminas, 1960 , f okon’ olona et collectivité rurale en imerina, edition berger- levraut, paris, in la société merina , tak 112 quand on parle de fokonolona, on évoque i rrémédiablement des pratiques d’ entraide villageoise
Tsy afaka mijoro tsy afaka kaforo ny tanindrazantsika sasatra midaboka voavely sy voakapoka!189 mametraka fanontaniana ho an’ny mpitondra izay mila handitra amin’ny vahiny, ka tsy mahatsapa fa fitaka sy fametsifetsena ireny lazaina fa asa soa ataony ireny ny mpanoratra ao amin’ny fiafaran’ny tononkalo takalom-patsa te ...
Raivo mbola misy hadinon i dadabe ny mariazy any am-piangonana eo 385- anatrehan andriamanitra
Mitomaratra toa volom-batosoa ihaingoan’ny virijiny ivohobolo, tarafin’ny masoandro mirefarefa madiva hisoka any ankoatra ny tsy hita. Mby amin’ilay nantsoin’ny ntaolo ho ny mahatsara vahiny izany fotoana izany, dia ilay fara- fandefasan’ny poeta ny vetsovetsom-pony hamikavika ny elanelan danitra any ankoatra ny bonga ...
Fandali- nana vanim-potoana 1818-1896 f inona no zava-nisy fantatrareo manamarika ireo daty voalaza ireo , teto amin’ny firenena? V 1896 lasa zana-tany frantsay i madagasikara. F inona araka izany no horesahana eto? V izay zava-nitranga talohan’ny fanjanahan-tany. F inona àry no rafi-pitondrana nisy teto madagasikara t...
Ny anjara asan’ny trano famoaham-boky
Hita taratra amin’io fehezanteny io ny fiontanan-pon’ny mpiteny manoloana ny olona iresahany amin’ny alalan’ny fampiasana ny adray izay maneho fahagagana miharo fahatairana manoloana ny fahitana ny haben’ny zanak’ilay olona miresaka aminy ; izany hoe miharihary amin’ny fomba fanehoany hevitra ny fahatalanjonany amin’ny...
Ny fahazazany
Ny tantaran’andranovolo atsinanana izay nanompanana ny fanadihadiana
Ao amin ity dingana voalohany ity, izay iankinan ny firoson ny asa fanadihadiana lahatsoratra an-tsakany sy an-davany no ahitana ny fomba fanakaran- kevitra ka anisan ny fitaovana sy paikady mahomby ahatongavana amin izany ny vakiteny. Hojerena manaraka eto àry ny fomba fanakaran-kevitra izay ialohavan ny fomba famakia...
Misy akony amin ny fanoratra sy ny fiteny amin ireo karazana matoanteny koa ny fanasokajiana ny fototeny ho mitsatoka na mingadona io lalan ny verindroa io. Maro anefa ireo ampiharan ny mpiteny ny firindran ny fanononana19 ka lasa misy endrika tsy mifanojo amin ny lalàna mifehy ny rafitra ankapoben ny teny malagasy iza...
Hotantanany no anjaran’ny manana aina amin’izany. Mifanandrify amin’ny voalazan’i r. Dubois mpandinika fiarahamonina izany. Hoy izy satria tompon’ny ain’olombelona ny zanahary dia tsy misaraka ao an-tsain’ny malagasy izy sy ny aina. 93 toy izao ny fomba nanehoan’ny mamatonalina izany aloka ny fiainana 94 manjeninjeny f...
T21, t28, t29, t31,
Maro ny olana tojo anay teo am-panatanterahana ity asa ity. Voalohany amin’ireny ny fahasarotan’ny fanangonana ireo asa soratry ny mpanoratra. Mbola tsy voarakitra ho boky izy ireo, nefa efa maromaro ihany. Voatery notsimponina sy natambatambatra ireo taratasy nampiasainy teo am-pamoronana. Nodiovina izy ireny ary nadi...
Deschamps, hubert 1970, histoire générale de l’afrique noire, de madagascar et ses archipels
Ny zava-mananaina f afaka miserasera ve ny olona iray? A olona roa fara fahakeliny no afaka miserasera f inona no antony iseraserana? A hilazana ny ao an- tsaina sy ny ao am-po izany no paikadim- pampianarana tokony hampiasaina ankehitriny.
Ry randriamanantena, ry randriamanantena
Toe-tsaiko
Tsy miova mihitsy radofa na iza miseho hanafoka! Na an-tsaha na an-tanàn-dehibe tsy miala amin’ny taigim-be!
Loharano bda andohalo
Tranokala 38- fr wikipedia. Org wiki chanson traditionnelle. 39- htt w. W. Midi-madagasikara mg. Culture 2014 o2 08 40- htt w. W ino. Vaovao. Com spip. Php 3f article 12140, 8 avr 2014.
Ligne budgétaire
Araka izany, mahatonga fisaraham-bazana eo amin’ny mpiray firenena ny fandranitana adim-poko sy ny fanavakavaham-bolon-koditra. Fisaraham-bazana izay mitarika ho amin’ny fifamonoana.
Tsy mitovy koa ny saina sy ny hery entina miady amin’ny fiainana, ka mahatonga ny fiavahana eo amin’ny fari-piainan’ny tsirairay. Izany tsy fitoviana eo amin’ny lafin-javatra maro izany no mahatonga ny laza masaka manoloana ny hafa. Hodinihina araka ireo ny fampiasana ny laza masaka mikasika ny olona.
Ka mivonona hampanjaka samy hampahazo laka ny maro tsy an-kanavaka tsy tetezina havahana.
Fatran-drano misy nb source q total loharano fatra azo fanamarihana naoty 2 30 loharano 1 20 5 5 moyenne débit 5
Universite d’antananarivo faculte de droit, d’economie, de gestion et de sociologie departement gestion memoire de maitrise en gestion option finances et comptabilite
Izay no azo ambara mahakasika iny fomba fampitana fahalalana iny, fa zavatra izay mifamatotra akaiky amin’izany no atolotra manaraka eto. Tsy inona izany fa ny fitaovana ampiasaina amin’ny fampianarana.
Indro ianao mianjera foana, mikiry handroso tsy tafarina nefa efa ho 50 taona, tsy mbola hita izay marina fa toa zary nohadinoina, ny tantara maro lasa ny daty maro novonoina, tsy ahazoanao mamakafaka.
Ny anatra manoloana ny fifaneraserana eo amin’ny samy hafa firenena hita misongadina ao amin’ireo asa soratra ny fanomezan’ny mpanoratra anatra ho an’ireo olona samy hafa firenena niaviana, kanefa tsy maintsy mifanerasera. Ny serasera dia midika ho fandalovana mivezivezy, antsoina ihany koa hoe fandalondalovana matetik...
Art de raconter witnessing
Rabenofinofy
Ilay fitia 84 poezia
Ny fianarana mampisaraka amin’ny tany; h. Ravelomanana ny mpandinika, n 872, 20 septambra 1940 , tak 112-114
Tahirin-kevitra
Il faut donc informer la population sur les relations existantes entre la dynamique de la population et le développement, et sur la nécessité de maintenir un équilibre entre le taux de croissance économique et démographique. Il faut fournir à chacun des informations et l’éducation nécessaire concernant la famille, l’in...
Analyse descriptive des réunions ordinaires et extraordinaires dans l’epp antanety i 2.2.2.1.1 réunions ordinaires tableau n 12 réunions ordinaires dans l’epp antanety i
Source salfa ambohibao
Dictionnaire universel francophone 1997. Ampleur, extension que prend une chose qui évolue.
Tolo-kevitra ho an’ny singa samihafa voakasika amin’ny fampianarana fandrosoana eo amin’ny mpianatra no zava-kendrena amin’ny fandraisam- pahalalana fanitaram-pahalalana, fahaiza-manao ary fahaiza-miaina. Samy tomponandraikitra amin’izany avokoa ireo singa rehetra voakasika amin’ny fampianarana. Ilaina ny fisian’ny fif...
Roa andro taorian’ny nahatanterahan’ireo nofinofy samihafa niainana dia tonga nandom-baravarana ireo ray aman-drenin’i mendrika. Ary fanamelohana an’i miaro avy
Titre ny fomba fampandraisana anjara ny mponinaamin’ny asa fampandrosoana eny amin’ny tontolo ambanivohitra fampidirana rano fisotro madio, fidiovana sy fanadiovana nataon’ny fikrifama fokontany imerikanjaka, mangatany kaominina ambatomirahavavy, faritra itasy.
Toy izany ihany koa ny tononkalo harivariva amboditamboho vaky ny sôva iombonana amin’i randja zanamihoatra va nankamamian’ny ntaolo ny vodihena ny vodiondry ny vodiakoho? Ambodiamontana ambodimanga ambodivoara ambodivoaroy voa roa ny tratra ambodiomby ny omby tsy azo, ny tratra mangana voarohy latsa voabaràka 25 niry-...
Détaillée .
Ankoatra izay, dia hita sy tsapa fa tsy mitovy ny herin’ny mpitondra fivavahana sy ireo mponina, fa somary osa ireto farany raha mihoatra amin’ny mpitondra fivavahana. Tsy nandrava ny fihavanana anefa izany, satria azo atao tsara ny mampifameno ireo hery tsy mitovy ireo ny osa ilain’ny matanjaka, ny matanjaka mila ny o...
Raperana, petit-fils d’andriamanalina ii, régna sous le nom de rajoakarivony ier la coutume betsileo voulait qu’un prince change de nom en montant sur le trône. Un roi pouvait ainsi changer de nom à l’occasion d’un événement important de son règne, et prenait un nom posthume à sa mort. Certains souverains ont eu jusqu’...
Azo atao mizara telo ny zotram-piainan’i miaro amin’ity fizarana ity ny fiainany fony izy nianatra ny fiainany fony izy niasa ka mipetraka tao amin’ny dadatoany ny fiainany taorian’ny fanambadiany
Tara-kevitra nohadihadiany ny alahelo, ny fahatsiarovana, ny fitiavana.
Fifandonan’ny tany sy ny lanitra
Misy fepetra sivy entina mampahomby ny famakiana ny sary, araka ny fikarohana nataon’i victor schwab ihany 1- zavatra tokana na tanjona tokana no aseho. 2- ferana ho sary enina na fito no hita eo amin’ny takelaka. 3- atao tsotra ny fanehoana izany. 4- ezahina ho maivana ny lafiky ny sary. 5- aseho hiavaka ny zavatra fo...
Famerenana f inona no vokatry ny finoana ny tsiny sy ny tody teo amin’ny fiainam-piarahamonina ? Vn nampilamina sy nampirindra ny fiainam-piaraha-monina. F ny inona no mampilamina ny fiainam-piarahamonina kokoa ny finoana ny tsiny sy ny tody ve sa ny fametrahana fehezan-dalana samihafa toy ny fahita ankehitriny ? Vn ni...
Ny fianarana manao zavatra
Cf v. A tak 17 129 cf v. A tak 27
Voambolana avy amin’ny tontolo kristiana hoy ranarison beby solohery tsy misy vanim-potoana tsy nahitana ny fampiasana ny singan-javatry ny baiboly tao amin’ny tantaran’ny literatiora, 150 taona izao anisan’izany ity vanim-potoana ity, izay nampahazo vahana ny finoana kristiana. Manaporofo izany ny fidiran’ireo raiaman...