text
stringlengths
10
11k
Laharan’ny finday 261337402297 261349784475
Teo anivon’ny fiarahamonina
Niry- solosoa
Mpikambana voalohany tao amin’io tropy io. Vao niorina dia fanta-daza ny tropy analamanga. Porofon’izany, ny filalaovan’izy ireo ilay piesy teatraly iray, nosoratan’i naka rabemanantsoa, mitondra ny lohateny hoe izao ankehitriny izao , ny taona 1928, izay nahavory olona maro be tokoa tao ambatovinaky.
Ny iraka62 ny fakana kitay ny tsaka rano amin’ny alina -ny fibatana vilanibe ny hady fasana ny toto vary ny nahandro sy ny famahanam-bahiny ny tsaka rano amin’ny antoandro irakiraka madinika fiantsoana olona na fividianan-javatra fanangonana fitaovana
Ohatra 1 hoy indrasana ao amin’ny boky mitaraina ny tany, nosoratan’i andry andraina aza manantena olona, indrindra fa havana .77 hazavao ny mampitombina izany, ary hamarino amin’ny alalan’ny fomba fiteny na ohabolana malagasy na ny zava-misy ao amin’io boky io ny hevitra arosonao.
Lisitry ny fafana, ny kisary sy ny sary lisitry ny fafana tak. Fafana 1 isan’ny mponina ao amin’ny distrikan’arivonimamo, taona 2007 22 fafana 2 ny fitsinjaran’ny mponina araka ny sokajiny 22 fafana 3 maneho ny isan’ny biby fiompy 24 fafana 4 tatitra aorian’ny fitsirihana ny fiakaram-bokatra, taona 2007-2008. 26 fafana...
Rehefa maty razezo
Raha bangoina dia miseho amin’ny endrika telo ny finoana nentim- paharazana ao antananambo ny finoana ny zanahary sy ny razana, ny finoana ny tromba sy ny sikidy, ary ny finoana ireo hery hafa toy ny tsiny sy ny tody, ny anjara, ny lahatra , ny tendry, sns
Izany hoe ny fitsipiky ny fiarahamonina, ny fomba amam-panao, ny kolontsaina, ny fomba fiteny sy ny ohabolana no mitarika toetra raiki- tampisaka, ka manjary mampiavaka ny toetran’ny lehilahy sy ny vehivavy, manamafy ny fizarana asa sy anjara toerana eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy izany etsy ankilany no mampihena n...
Teo amin’ny fiarahamonina malagasy dia efa voatsinjara araka ny karazany avy ny raharaha. Nisy ireo izay natokana ho an’ny lehilahy ary teo koa ny an’ny vehivavy. Izay tena ilaina herin-tsandry no ataon’ny zazalahy izany hoe mahasahana ny asa fihariana amin’ny ankapobeny. Ny raharaha isan-karazany ao an-tokantrano dia ...
Tina mipetrapetraha aloha e! Oviana no tonga?
Tantara nofintinina akoho mamindra ambony sahafa mpanoratra rakotoarison désiré fotoana nivoahany tao amin’ny radio 2 febroary 1991. Mpandray anjara voahangy mpandray anjara fototra mamasoa renin’i voahangy mariane naman’i voahangy simon, isidore, david, alphonse naman’i voahangy. Tovovavy tsara bika sady tsara tarehy ...
Ralambozafy ravaka
Fanazavana sy tsoa-kevitra ny vondron’ny fotoana zava-dehibe eo amin’ny fiainan’ny zava-boary rehetra ny fotoana ; tsy latsa-danja koa izany ao amin’ny asam-pamoronan’ny mpanoratra. Manamarika toe-javatra maro mantsy izy io, ary mirakitra tantara sy hevitra samihafa koa. Eny fa na dia ny zava-maniry aza, dia manana ny ...
Naniraka azy handeha hianatra izy.
Je suis comme l’eau elle n’a d’autre pensée que la jarre.
Antananarivo 2o juin 2016
Kevitra samihafa no iaingan’ny mpahay tsikera arakaraka izay lafy kendrena havoitra 5
Ny kabary vakisehatra voalohany
Ry fasana zatra ny mamiravira, nahazo ity vatana ve ka mihira ? Ka inona anefa ity lasanareo 60tsy vovoka ! Ny efa nafoy rahateo.
Mba mivaky tamin-dranabavy ihany aho mafy loatra ity hoe besapàka ity ! Mba mivaky tamin-dranabavy ihany aho amin’izany henatra izany. Mafy loatra ity hoe besapàka ity ! I tsiry ity koa ! Hoy ny fihomehiny. Izay vavam-behivavy avy ka atao mahataitra ka mavesatra anie, ry voahangy e ! Mavesatra noho ny daban-drano ! Aok...
Bremond t , cohen a , couet jf et all, initiation économique et sociale, tak31 on appelle économie toutes les activités humaines qui ont pour objet de rendre la nature ainsi consommable par l’homme 41plan régional de développement alaotra mangoro, tak 74, taona 2007
Ny asa fandrafetana efa fanao ary mahazatra ny lehilahy raim-pianakaviana ao mangatany ny miala ao an-tanàna hankany amin’ny tanàna hafa toy ny any amin’ny tanàn-dehibe hanao ny asa fandrafetana. Rehefa fotoana tsy fambolem-bary sy fotoana tsy fiakaran’ny voka-bary no matetika miala ao an-tanàna ny lehilahy. Araka izan...
Andraikitra isaky ny sokajin’olona. Ohatrany zazalahy ankoatra ny mampandre ny anteony rehetra dia izy ireo koa no manangona ny kitay sy miandraikitra izany ary ny famahanana ny vahiny, ny fanangonana ny ravina hihinana ny anakavy amin-dreny miandraikitra ny nahandro rehetra sy mizara izany vary, kafe, dite, ary ny fan...
Seheno efa vitako ao ka, sady ilay laoka ankafizinao mihitsy no ao, tsaramaso maina sy hena omby. Tena efa niangaliako fatratra mihitsy!
Démographique du groupe, le nombre de personnes économiquement actives dans le groupe, le niveau et la source des revenus, l’investissement humain niveau d’éducation, état de santé , la productibilité potentielle du groupe et l’accessibilité aux facteurs de production, la possibilité d’entreprendre des activités rémuné...
Amin’ny ntaolo malagasy, izao tontolo izao dia tontolo mirindra voafehina fenitra maro. Isan’ny lehibe indrindra amin’ireny, ny fenitra mandala ny rariny sy ny hitsiny, satria raha izy roa ireo no tsy voatandro dia hikorontana tanteraka ny rindran-damim-piarahamonina.
Ny fanolorana ny toe-javatra dia fampidirana an-tsehatra ny mpamaky ao anatin’ny tantara mba hahazoany an-tsaina izay mety ho fizotran’ny tantara ary koa mba hananany fihetseham-po mifanaraka amin’izany. Raha ny fomba nanoloran’ny mpanoratra ny toe- javatra ato amin’ny tantara kotro-baratra no jerena dia ahitana ny ell...
Ireo mpanohana ny tetikasa fandrindram- piterahana maro be ireo fikambanana iraisam-pirenena manohana ny tetikasa fandrindram- piterahana. Anisan’izany ireto hotanisaina manaraka ireto r ny oms organisation mondial de la santé any genève no foibeny ; misandrahaka amina sehatra maro be izay mifandray amin’ny fahasalaman...
Fijoroana vavolombelona hoentinay any aminay ny profesora zaranaina rehefa tsy hitanareo, hoy izy mivady teratany afrikanina monina any frantsa nijoro ho vavolombelona teny belambanana andoharanofotsy. Villa tantely ny alahady 11 zanvie teo fa sitran’ny fanafody nomeny azy izy ireo. Ho karakarainay ny hahatera-tany fra...
Nampiasaina ho lazaina l misongadina ao amin’ny fehezan-kevitra i ny olona ny enti-milaza vonin-javatra malazo no nanoharana azy. Ny fiainan’ny voninkazo iray dia hita fa amin’ny maraina izy mivelatra tsara, rehefa hariva kosa malazo, mihintsana ary simba. Dia tahaka izany ny fiainan’ny olombelona, andaniny.
Boky i tak 41 134 boky i tak 41
Hetsika ao am-piangonana amin ny maha sampana velona ny skotisma ao amin ny fiangonana dia tsy afa-miala amin ny adidy aman andraikitra ao am-piangonana izy. Ny krismasy, ny vokatra isan-tsampana sy ny hetsika maro hafa. Amin ireny hetsika ireny dia efa voazara ny andraikitra. Eo amin ny vokatra ohatra, manomana sakafo...
Eny leitsy sahy ialahy namono zoky rahalahy tsy fe namono fotsiny ihany fa tena sahy nandatsa-dra sahy ialahy nanenja-tsandry tsy niahotra nidaroka any anefa andro iray mbola ialahy ho tratry ny aloka an’ialahy tokoa ny hery sahy ialahy nikasi-tanana tsy maninona ao fa resy fa rava hatreo ny fihavanana. Ny fahasahian’i...
Tsapa ho nisy fifangaroana tao amin’ny asan’ny sokajy 3 raha namelabelatra mitokana ny hasin’ny tsirairay izy ireo. Narafiny ho z. D tao ny toerana sy ny zava- manan-kasina, kanefa olombelona no resahina ao. Lesoka lehibe noho izany ny tsy fanarahan’i a maso ny asan’izy ireo talohan’ny nanaovany azy ampahibemaso, satri...
Impito no araraka ny hevitra ao an-tsaina, ka rehefa tena maina vao entina manaraka.
Anisan’ny maha zava-kanto ny asa soratra ny sarin-teny 239 iaraha- mahalala tokoa fa ny fisian’ireo sarin-teny samihafa mandravaka azy no maha literatiora ny literatiora, satria izany dia mitarika azy hanana endrika kanto. Ny kanto, dia tsy inona fa izay heverina fa tsara sy tonga lafatra ary mahatratra ny fenitra amin...
Malok’ila 1 satria ratsy ny fiafarany. Saingy amin’ny maha tantara mitohy ny malok’ila dia mbola ho hita any amin’ny fizarana manaraka ny fizotran’ny tantara. In-2 malok’ila toy izao ny fisehon’ny kisary
Karazany ny zava-kendreny tanjona ara-pahalalana mikendry fahalalana ara-teorika, mikendry fampahafantarana ankapobeny momba ny toe- javatra na lalàna na fomba fampiasana iray tanjona ara-pahaiza-manao mikendry fahaiza-mandrindra sy mampiasana ny fahalalana ananana amina fahalalana hafa tanjona ara-toetra amam-pihetsik...
Fantatra tany aloha àry fa, misy karazam-pinoana roa ao ambodivoara dia ny nentin-drazana sy ny kristianina. Tsy hanadihady izany akory ny atao eto fa ny olana misy eo amin’ireo mpino miara-monina. Tontolo roa samy hafa ny kristianina sy ny fivavahan-drazana. Samy mikatsaka ny fahatsarana sy ny fitodihana amin’ny mpaha...
Zanamihoatra r , vainafo tononkira, ambozontany, fianarantsoa, 1969, p.107 46 ravelojaona, mpanolo-tsaina, jolay, 1908, lah.19
Jp olivier de sardan, anthropologie et développement. Essaie en socio-anthropologie du changement social, apada-karthala , marseille-paris, 1995, p10 j’entends par socio-anthropologie l’étude empirique multidimensionnelle de groupes sociaux contemporains et de leurs interactions, dans une perspective diachronique, et c...
Ohatra tsy mbola nisasaka akory anefa ny rano dia iny nisy ranon- trambo namorivory be nivoaka avy tamin’ny vinanin’i mahevahinja, ary nipaoka ny lakany v. A. Tak. 19 fa tamin’io takariva io, rehefa tsy tonga ianao dia izy no nitetika mangahazon’ireo vosi-dahy. Voarotsaka ny mangahazo. Tsy hita ny aomby. 26
Misy karazany roa miavaka tsara ny rohivoaary an-dranomamy dia ny rano ambanin’ny tany ny rano ambonin’ny tany.
Ny toe-tany sy ny toetr’andro
Razanamalala e. Y. , 2001. Etude du signifiant et du signifié des lexèmes phonétiquement et sémantiquement apparenté, mémoire de maitrise, universite d’antananarivo. Razanamalala, e. , 2004. Le phénomène de parenté lexicale dans les classes de lexèmes apparentés contennant des consonnes commutables, mémoire dea univers...
Razafintsalama a , tari-dalana enti-manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy, op. Cit, p.5 115 riviere c , op. Cit, p.16-17 on dira la religion explicative, en ce qu’elle pallie un savoir empirique défaillant ; organisatrice, par l’ordre qu’elle présuppose et vise à sauvegarder dans l’unvers sécurisante, en ce qu’ell...
Perrenoud, phillipe, 1997, pédagoggie différenciée. Des intentions à l’action, issy-les- moulineaux-cedex -przesmycki, halina, 1994, pédagogie différenciée, hachette
No nipoiran’ny 40,2 ny orinasa madinika. 6 amin’ireo fotsiny no mba ao amin’ny distrikan’anosibe an’ala. Fafana 48 ny isan’ny orinasa niforona ny taona 2008, isaky ny distriika unités effectif et pour la dernière ligne
Ny fiheveran’ny sokajin’olona ny ambalavelona fanangonan-kevitra nandritra ny tranga no namoahana ny fiheverana samihafa momba ny ambalavelona. Fanehoana izay voaangona ihany no hatao eto, fa any amin’ny zana-pizarana famahavahana 2.2. No handalinana azy. Sokajin’olona telo 03 no noezahinay nohenoina, dia ny olontsotra...
Joba -salamo -ohabolana -tononkira dia tononkira-mpitoriteny na ekleziastika bokin’ny fahendrena eklesiastika iv bokin’ny faminaniana manambara mialoha ny momba ny mpamonjy sy ny eglizy haoriny
Rainihifina j fomba betsileo. Lovan-tsaina ii, ambozontany 1975 fianarantsoa, 204 takila
Anosy ilay toerana fivorian- dry niry, ilay toerana nitsangantsanganan-dramavo niaraka tamin’i malanto sy i volasoa
Wielland, op. Cit, tak 14. Aoka isika hino izao fanambarana izao. Tian’andriamanitra ny hananantsika ny ampy amin’izay iainantsika .
Natao hanehoana ny tontolo iainan’ny mpandray anjara ny fisian’ny jiro na ny hazavana hita ao amin’ny sarimihetsika. Natao ihany koa mba hahatonga ny toe-javatra ho toy ny zava-misy na manakaiky ny zava-misy marina. Hanehoana fa trangan-javatra misy na miseho amin’izao tontolo izao no hita taratra ao. Harindra koa mba ...
Ry nosy manontolo feno zava-tsoa miely ; samy tondraka ao daholo na ronono na tantely !
Iib mitia sy mikolo ary miaro ny haren-tsaina malagasy; ny malagasy sy ny tanindrazana.
Nisy tanora roa nifankatia nefa noraran’ny ray aman-dreniny, ka tsy afaka nivady. Azo heverina fa rabeniomby sy ravolahanta ireo. Nananatra ireo ray aman-dreny roa tonta ihany ny vahoaka ka nilaza fa tokony avelany hivady izy roa ndrao hanenenana any aoriana any. Tsy nanaiky mihitsy anefa ireto nahitana masoandro. Rehe...
Eto am-pamaranana, dia tsiahivina fa ny miralenta ao amin’ny fiangonana kirisitianina katôlika. Paroasin’i md josefa mahamasina, diôsezin’antananarivo, faritra analamanga ny lohahevitr’ity asa fikarohana ity. Mizara telo mazava tsara ny asa. Nanombohana azy ny fandalinana ireo lalan- tsaina miralenta sy ny fonctionnali...
Kaominina antsirabe sahatany ceg antsirabe sahatany
Ny singa mandrafitra ny toe-javatra ambara no tsarain’ny mpiteny amin’ity sokajina matoanteny ity ka ny iantefan’ny hetsika no iharan’izany matetika 90. Mety ho tsara na ratsy anefa ny fanombanana. Manamarina izany ity ohatra ity zanaka, masoandro faharoa ho an’ny tokantrano. Masoandro mampisava ny aloka sy rahona mety...
Amin’ny herin’andriamanitra
Araka ny fanazavana nomen’i janoèly, mpitsabo ao amin’ny tobim-pahasalamana eto maroantsetra. Fanadihadiana natao ny 26 febroary 2013 tamin’ny 10 ora maraina.
Ny zaza 66. Ary fanampin’izay. Ny pedagôjia ihany koa dia siansa ny fanabeazana ny zaza sy fomba fampianarana67. Araka izany ny pedagôjia dia azo adika hoe fitondrana ny fanabeazana amin’ny zaza. Raha itarina izany dia fitondrana ny fanabeazana amin’ny zatovo, ny tanora, ny olona rehetra heverina fa tsy matotra, ary na...
Maro ny olana tojo anay teo am-panatanterahana ity asa ity. Voalohany amin’ireny ny fahasarotan’ny fanangonana ireo asa soratry ny mpanoratra. Mbola tsy voarakitra ho boky izy ireo, nefa efa maromaro ihany. Voatery notsimponina sy natambatambatra ireo taratasy nampiasainy teo am-pamoronana. Nodiovina izy ireny ary nadi...
Raha resy ianao omaly, hamafiso ny finiavana, f’indray androany ianao hahita fahombiazana tsy maintsy misy setriny ny fikelezana aina, ary mbola hody ventiny ny rano nantsakaina.
Ataon’ny sasany ambanin-javatra ny fikarakarana ny vatany, noho ny antony samihafa marina fa mety ho noho ny fahasahiranana izany, na ny tsy fahazarana, kanefa mety avy amin’ny hakamoana fotsiny izao. Misy tokoa mantsy fianakaviana manana ny ampy izao, kanefa dia mahasaikatra na ny miditra ny tokantranony aza. Tsy noza...
Raràn’ny mpanoratra eto ny olona manana olon-tiana somary madiditra na mampirafy , mba tsy ho kivy na hamoy fo, fa mba hiezaka ny handefitra hatrany raha mbola azo atao, mba tsy hanenenana any aoriana. Sy fihetsika raràna tsy hatao izany eto, satria tsy ahitana tombontsoa fa miteraka voka-dratsy ho an’ny manao azy aza,...
Mpampianatra no asa nofidiany sy efa nanaovany voady. Ny volana novambra 1948, nanomboka nampianatra tao ambohijatovo atsimo sy tao amin’ny collège michelet tao ampandrana izy. Ny volana septambra 1949, nalefan’ny misiona protestanta frantsay hiasa tany mangarivotra mahajanga ary ny volana aprily 1950 nalefan’ny mision...
Tsy nisy ny ady hevitra teo amin’ny an’ny mpampianatra fifanohinana mpianatra samy mpianatra momba ny irery ny resaka tao am- teo amin’ny famakafakan-kevitra natao. Tany pianarana, fa tsy natao mpianatra samy amin’ny famelabelarana no nahitana hiady hevitra ny mpianatra fifandraisana teo aminy, tamin’ny mpianatra samy
Bru marc, not louis, où va la pédagogie de projet? 1991, pp. 248-249
Mackey, f. W. , principes de didactique analytique, paris, didier, 1972, 713p.
Ambohi milatsara ekar 1 1 1
Famakafakan-kevitra manahirana ny manakatra hevitra sy manangana
Pahaizana tany am-pitan-dranomasina i rado ary dia tsy niverina intsony. Izany no fanehoany ny fitiavany ilay olon-tiany. Fanajana ny safidiny ary ny tsy fanelingelenana azy intsony ao anatin’ny fahasambarany. Mbola tia an’i navalona izy saingy navalony tao am-pony sy nataony tsara tahiry tao anatiny izany fitiavana iz...
Hizina hizingizina hizinina
Vahiny maorisianina zanany, izay mbola tsy
Amin’ny ankapobeny, tsy hita taratra amin’ny teny malagasy ny sokajin’anarana u misy ireo anarana amin’ny teny malagasy izay mifanova amin’ny anarana ao amin’ny sokajy u amin’ny teny swahili. Ohatra bao ubau bao, fafana , vary wali, oso tarehy uso tarehy .
Ny hain-teny ifamaliana.
Dia nanoratra indray anaty diary kely iray nisy aza teny izay tsy azoazon’ity sainy, dia tsipihiny, zarainy na vonoiny tsotra izao ao an’eritreriny ao!
Fampiasana teny bemiray ka nametrahanay fa tsy maintsy jerena ifotony ny zava- misy momba ny fampianarana. Nanatrika ny fampianarana tany amin’ny kilasy fahasivy izahay satria tsapanay fa niainga avy tany amin’ny fototra ny olana. Ka ny nokendrenay tamin’izany dia ny hamantatra ny lesoka fototra mahazo ny mpianatra any...
Sy 21 07 14 ; 02 00-04 00 08 20-09 05
Asa an-terivozona amin’ny fotoana voafetra
Figure 10 les musiciens avec leurs instruments de musiques
Repirepy mandrepirepy
Mifanao aloha sy aoriana ny asa ka ny asa atao no mitranga ao aorian’ny asa fitaterana.
Fafana 19 ny loharanom-bolan’ny kaominina andramasina
Note supra cf8
Asandrato ihany na dia hianjona aza tontolo izao adidintsika izany, tendrin’andriamanitra ho eo an-tsorokao ny mponina ampianaro.
Teorian’i ruth amossy izay maneho ny paikady mamorona azy
Fanolorana ankapobeny ny tovana
Instruments primitifs ont conduit au développement des petits outils manuels que l’on utilise chez nous, à savoir, la bêche, la binette, le râteau, le déplantoir, la faux, et même les grands instruments comme les charrues et les herses tirés par les hommes, des animaux ou des machines simples.
Section i pendant le cycle du projet le cycle de projet est constitué de 4 phases ? Phase de diagnostic etude ; ? Phase de planification. ? Phase de mise en uvre.2 ? Phase de suivi évaluation.
Hisompatra hatrany ’reo ratsy fanahy, hampisy aminao ’rony jalin’ankaso, fa dia mahereza ary aza manahy ka foano tsy hisy ’zay ho ranomaso;
Vi.1.3 l’observation directe dès le début de l’intervention, la méthode d’observation directe a été appliquée aux familles. Alors durant la pratique de cette approche, il y a des impacts négatifs pour les familles bénéficiaires. Cela a provoqué un complexe d’infériorité chez les familles. Cette approche se fait par l’o...
Dell hymes, vers la compétence de communication, 1984 , p.16
Raha atao amin’ny teny fohy kosa ny v. O. F dia izao v. F tonga tokoa i safidy, ary nitondra filaminana ho an’i mavo sy i vony, satria zazakely tsy mbola manam-pitiavana akory ity olona nandrasana. Taorian’izay dia samy tonga saina izy ireo ny amin’ny tokony hiovan’ny fomba fiainany avy. Ao amin’ny seho 15 no ahitana i...
Hita ny rariny. Mbola anankina ihany koa ny rariny satria arakaraka ny marina no hahafahana mametraka azy. Ny hitsiny indray dia azo adika tsotra hoe ny haingana indrindra ny hitsin- dalana dia ny fanatanterahana izay laharam-pahamehana indrindra ao amin’ny mifanandrify amin’ny filàn’ny fiarahamonina. Lalàna ihany koa ...
Mampandry adrisa