text
stringlengths
10
11k
Dobodoboka ! Aoka re no lasa hapetraka ho lasa ka farimbon-telo no hiaraha-miasa ! Vetivety foana, ho ampoky ny soa i madagasikara ! Sa dia nofy koa ? Dobodoboka e !
F; , , 1. , , j
Ary efa niala tamin’ ny fitompoanana amin’ ny ody gasy. Tiany ny vinantovaviny ary notohanany hatramin’ ny farany, satria, nanohitra ny fisainan- drambolasoa mianaka izy. Itala ary izaho kosa tsierondahy avy ao imahazoarivo, atsimonareo ao ihany tak 63 , hoy ihany itala nanohy ny resany tamin- drazorizety. Mpahandron’ ...
Fa tsara ny maraina nandoko fifaliana ny tsiky valakao.
Fifankatiavana eo amin’ny olon-droa dia manana ny fomba fijeriny ny mpanoratra hiarovana ny fitiavana tsy hikoro; toy ny fifampitokisana eo amin’ny mpifankatia mba hanana fanantenana eo amin’ny fiainan-ko avy, ny torohevitra omena ny olon-tiana, ary ny fahaiza- mionona amin’ny anjara. 3.3.1. Ny fifampitokisana eo amin’...
Ireo mpanoratra charles rajoelisolo, ny avana ramanantoanina, rabearivelo, lolo rajohns, andriamalala, idealy soa, dox, elie raharolahy. Sns.
Boky sy tahirin-kevitra nampiasaina ireo rakibolana nampiasaina mineseb-cresed ii dictionnaire hachette encyclopédique, edition illustrée, 125.000 définitions, 3000 illustrations, rakotonaivo françois, rakibolana frantsay-malagasy 2003 ambozontany fianarantsoa, , 978p. Regis rajemisa-raolison, rakibolana malagasy, edit...
Miditra i tody avy nianatra, mitondra kitapo, misiotsioka. Taitra izy mahita an’i mbola mitomany. Manantona!
Ny fandrindram-piterahana ny lafiny maha olona sy ny fampandrosoana araka ny hita ao amin’ny kaominin’i vodiriana, distrikan’i moramanga, faritr’alaotra mangoro.
Toy izay indray ny momba ny fananganana ny trano ravina hisakafoana rehefa milanona. Jerena manaraka izao ny famonoana omby sy ny kisoa atao henam- pamadihana. B ny famonoana omby sy kisoa zava-dehibe ny omby eo amin ny fanatanterahana fomba amam-panao amin ny malagasy, izany no antony tsy hamonoana ny omby raha tsy mi...
Azo lazaina fa miaina ao anatin’ny tontolo voajanahary ny mponina ao antananambo noho izy lavitra ny renivohitra. Manano sarotra anefa ny fahitana an’io toerana io noho ny fahalavirany sy ny faharatsian’ny làlana. Tokony hampidi-bola eo amin’’io fiarahamonina io ny lafiny fizahan-tany, saingy tsy ampy ny foto-drafitras...
Zava-dehibe eo amin’ny olona ny fianarana ary arakaraka ny fahavitan’ny fianarana no hahatsara na tsia ny fiainana any aoriana. Na eo aza anefa izany, dia maro ireo tranga maneho tsy fahombiazana fahita eny anivon’ny sekoly na dia amin’izao vanim-potoana heverina fa ahitana fivoarana sy fandrosoan’ny teknôlôjia izao az...
Misy ihany koa sazy ho an’ireo mpivarotra rongony sy mpifoka izay mitentina iray alina ariary ka hatramin’ny roa hetsy ariary. Tsara ho fantatra fa ireo fokontany izay tsy mampihatra ny dina menavozo dia tsy maintsy iharan’ny sazy raha mandika ireo didy voalaza tetsy ambony ireo. Amin’ireo ohatra efatra nalaina ireo di...
Ny mpandray anjara ravaka manome endrika azo hinoana sy haingon’ny tantara ny mpandray anjara ravaka. Amin’ny ankapobeny, olona tena nisy teo amin’ny fiarahamonina no batain’ny mpanoratra ao anatin’ny tantara foronina. Ny anaran’izy ireny fotsiny no mety ho nasiany fanamboarana. Ambaran’i françois mauriac fa ny mpandra...
Localisation du centre ny toerana misy ny fikambanana 3. Les objectifs ny tanjony 4. Les activités ny asany 5. La fabrique des maisons ny tao-trano 6. La population ciblée par le centre ny karazan’ny olona iandreketany
Tsia! Fa ny hiratry ny kintana fitarikandro vao maraina tsy halazo ka hihintsana vao mainka aza antenaina mitombo taratra sy aina
Fandalina ny tantaran’ny literatiora tantaran’ny haisoratra malagasy 1972 2000 vanim-potoana ankehitriny 08.02. 1990 tovozin-tsy ritra boky 5
Nisy nisy kely tsy nisy nisy fampandraisana anjara ny mpianatra izay mazoto izay tsy sahy miteny nisy tsy nisy
Fony i neny mbola teto, tsy mba nisy fahoriana, tsy mba fantatra ny sento, lavitra ny fanahiana, 15 voron-kely nombombana, nandry tsy nadisadisa, saron’elatra mafana, manonofy paradisa.
Toa tsy mihontsona akory eo anatrehan ny fanenjehana atao aminy ny olona matoky ilay hery tsy hita, satria mafy orina ny finoana ao anatiny, ary aminy dia lehibe noho ny fahavalo ilay hery tsy hita ananany oharin ny mpanoratra amin ny hazo mamahatra tsara amin ny vatolampy moa izany olona izany ka tsy matahotra izay ta...
Toy izany koa no hita ao amin’ity ampahan-tononkalo iray ity. Natambatry ny tiana, natambatry ny taona, natambatry ny teny, hanandratra ny tany ny tanindrazanay !327
Tsy hadino ny misaotra sy mankasitraka ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran’ny fokontany folo ao amin’ny kaominina ambanivohitra andramasina, izay nanaiky nifampiresaka sy nifampidinika taminay nandritra ny firotsahana an-tsehatra nataonay tany an-toerana. Sitraka hoenti-matory ny zava-bitanareo taminay, ka hovalian...
Hita araka izany fa nahazo vahana ny asa fitsikilovana anglisy noho ny antony ara- politika. Nandray anjara teo amin’ny fampiroboroboana ny re anglisy ihany koa i le queux na dia teratany frantsay aza. Ndeha hofantarina ny antony nahatonga izany.
Ambanivohitra 33. Marihina anefa fa tsy ny ankamaroan’ny mponina no manana fahafahana hanana ireo fitaovana voalaza eo aloha ireo fa ny ampahany vitsivitsy ihany.
Manara-maso ny fampiharana ny fitsipika na ny dina
Ny fanoharana mampisafidy ny tsara sy ny ratsy ny fanoharana voalaza eto dia ireo ohabolana ahitana teny mampisafidy ny tsara hatrany toy ny aleo toy izay. Sy ny tsara. Noho ny hoy solomona manambara izany ohabolana 17 12
Oharin ny mpanoratra amin io toerana io iarivo ao amin ny tononkalony hoe iarivo tiana mangala-pijery 103 veloma veloma ry zionan ny foko, ho avy ilay ora, tsy ho mandrakizay, hihaona aminao aho ho afa-toloko hitety ilay tratran ny rivotra indray.
Rado tsy fantatro aloha fa mba hitako ange ny havizananao isaky izay avy miasa, nefa tsy maintsy mbola hanao raharaha indray. Angamba rehefa misy zaza ianao vao hingoso tsy hanao intsony.
In hetraketraka boky ii, tranom-pirintim-pirenena, 1997
Koto dia nomena niliban’i lita ny anjara-volan’ny katiramia tsy manaiky aho fa hotoriako any amin’ny fitsarana iraisam-pirenena izany antokonareo izany, fa sady tia kely no mpangalatra.
Url dikan-teny malalaka nataonay tamin’ny tenin’i laure de balincourt, 2013 l’absence de petit déjeuner retentit sur l’attention, la mémorisation et l’éfficacité scolaire. 50 url dikan-teny malalaka nataonay tamin’ny tenin’i delécraz jérôme, 2016 la faim est une sensation très agrèable nous manquons du nutriment et d’é...
Loharano raharison aimée, saripika ny taona 2015
Tari-dalana hoenti-manatontosa ny fampianarana ny fandaharam- pianarana. Ny mpampianatra no tena milona betsaka amin’izany fandaharam-pianarana izany. Ny fahafantarana ny hevitry mpampianatra no ahafahana mijery ny lafin-javatra mila havaozina sy mila hatsaraina amin’izy io. Toy izao manaraka izao àry ny vokatry ny fan...
Araka ny rakibolana
Dia lasa fahazarako isanandro izao ny mitsikilo anao avy eto am-baravarako, ka mila tsy ho andriko ny hifohazana maraina mivonombonon-tsaina, manao izay metimety, hanjohy ny endrikao anaty volo lava somary nakorontan’iretsy bodofotsy. Izaho anefa miambatra tsy sahy miantso akory hanaitra ny fonao hanompy ireeto masoko....
Tsy tsikin-jazavavy d ny hoe fitiavana aza fa tsy ilainy intsony e ny fahanginam-pony e
Nikirakira sy nandinika indray ireo hevi-baovao sy ireo boky aman-tahirin-kevitra samihafa, nandrafitra ny asa.
Présenté par ravaojanahary jeannine encadreur razafimahefa, maître de conférences
Ny nosy roa, nosy ravina ary nosibe ahitana nosy roa mifanakaiky izay nahatonga ny anarany hoe nosy roa eo atsimo kelin’i nosy mangabe, mianatsimo kelin’io -nosy roa? Io indray dia ny -nosy ravina? Ny mampiavaka an’io nosy io dia izy feno ravin’ala. Mianatsimo somary atsinanan’ny nosy ravina kosa no misy an’i nosibe. A...
Présenté par zosambatra tahina andrianaivo rahelimanana sous la direction de madame solo raharinjanahary raharimalala professeur d’ enseignement et de recherche
Nongotana mbola maraina
Teny ary antsoina hoe mention73 na antsoina hoe connotation autonymique. Misy fomba manokana entina hanamarihana izany eo amin’ny an-tsoratra dia ny fampiasana ny farango sosona. Amin’izany ny mpiteny dia mamorona ao an’eritreriny ny hevitra izay mety homeny ilay teny ary mieritreritra sokajin’olona afaka manatratra ny...
Ireto avy ireo lafin-javatra tsy mety hita ato amin’ity lahatsoratra ity.
Fitiavana miserana ? Fitiavana maharitra
Desambra 2015
Ambatondrazaka 2900 3.1 8990 4550 3.1 14105 37700 3.1 116800 amparafaravola 1950 4.2 8190 990 4.2 4158 62150 4.2 61030 andilamena 50 2.5 140 60 2.8 168 15000 2.8 42000 moramanga 450 2.5 1125 10460 2.5 26150 21100 2.5 52750 anosibe an’ala 65 2.5 163 5230 2.5 13075 2000 2.5 5000 region 5415 3.43 18608 21290 2.70 57656 13...
Miady hevitra mikasika ny toe-tsaina tokony hananan’ny olo-mandroso manoloana ny fahasamihafana misy eo amin’ny olona, ny famadihana izany ho fanoitra hampivelatra ny tena sy ny fiainam-piarahamonina -maneho ny heviny mikasika ny fikatsahana izay fomba sy toetra takin’ny adidy sy ny andraikitra amin’ny maha olom-pirene...
Dia tazanina eo ambany lay farihy maitso-manga ; 15 vao topaza-maso izany dia ny sento no mitranga.
Araka ny hevitry ny mpianatra ankoatra ny hevitr’ ity kilasy ity, dia noraisina ihany koa ny hevitry ny kilasy voalohany sy famaranana. Hosokajiana araka ny zana-taranja ny valy avy amin’izy ireo.
Fahavaloko ny tiako na dia misy aza ny sento sy alahelo azy, misedra ny finoako. Raha mbola misy koa hery manantena, ny sitrakao no sitrako. Mandra-pahatongako any ankoatra any fahavaloko ny tiako nampoina 02.10.98 va 80
La vitesse de rotation de l’actif à 96,32 traduit la capacité de la tpflm à engendrer des chiffres d’affaires à partir des capitaux qu’elle dispose en main. Ici, la vitesse est importante et cela constitue un avantage pour l’entreprise.
Tina tsy dia misy vaovao ramatoa rakalo o!
Amin’ny fotoanan’ny
Foto-kevitra
Maneho amin’ny mpianatra ihany koa izy ny mahasarobidy ny teny malagasy amin’ny mahataranja teny. Asongadiny amin’izany fa fototry ny maha-olona sy ny firenena ny teny. Izany hoe, maneho ny maha izy azy ny olona iray sy ny firenena ny teny noho ireo kolontsaina sy soatoavina raketiny.
Riba sy lohahevitra
Toa karemy foana ny andro mitondra loza sy atambo eh! Karemy tsy niriana ty vavakay re mba valiana
Tena fototry ny fandrosoan’ny firenena ny fanabeazana araka ny hevitray. Azo entina ny tenin-dradley tamin-drazanadrakoto rain-dratsimamanga anamarinana izany ny hoavy dia ho an’ny olona nianatra sy mahay .43 hiroso amin’ny famaritana ny atao hoe fanabeazana mba hahafahana miroso amin’ny fomba fijerin’ny mpanoratra iza...
Razoharinoro-andriamboavonjy, in tantely sy remby, lah. 13, 1966
Raozy tovovavy vao 16 taona, nahita ny filan- dratsin’iarivo ny ray aman-drenin’i raozy fetra zokin’i raozy ramatoa nampiakatra azy teto antananarivo vero renin’i vero ireo olona nanjifa azy
Fa nahoana? Ry fitiavana adala no ravana ka tsy foana vonoina fa tsy mety miala?253
Manantena sady miandry fatratra aho, ka ny taratrao, ry volana, apariaho! Dia vimbino izany alahelo izany fa ianao no tazana, eto tsinjo any! 452
Fiainana ny fitiavana, noho izany dia tsy maintsy sedrain’ izay miaina azy izay mitranga rehetra ao anatiny. Mety hiovaova araka ny fotoana ny endrika isehoan’ izany sedram-pitiavana izany ka izany indrindra no hojerena manaraka eto. A. Endrika isehoan’ ny sedram- pitiavana
Hihira indray ny foko hikiaka mafy hanaitra vohon-tany tena sondrian-tory kanefa am-bava ady hihira indray ny foko hikalokalo foana hivazo na dia moana hihantsy ireo adala mpanentsina tadiny hihira indray ny foko mba hampitovy loko ireo mponina an-dakira sy ny sasany efa sambatra hihira indray ny foko hiantsa fifaliana...
Rentabilité la rentabilité se définit comme l’aptitude de l’entreprise à générer de profit. Elle représente l’instrument de mesure des performances et de l’efficacité dans le cadre de son activité. Elle peut s’apprécier de trois manières différentes excédent brut d’exploitation rentabilité économique ressources durable...
Fisehoana faha x ranaivo manara-maso azy ireo lasany ! Lasa izy ! Maraina raha tsy tafapetraka hira asakasakao ry tanjona nantenaiko hitodiana raha nilaozanao ninjona ity nifidy anao ho tiana. Dia ho sahinao va re ? Ny hamono ny afo velona izay tabiha sy rehareha antenain’ny olombelona. Dia ny fahadiovam-po voninahi-bi...
Fahaiza-manao sy miserasera ankoatra ny fahalianana, ny fampianarana mifototra amin’ny haino aman-jery dia afaka mitsofotsofoka any anatin’ireo karazana zana-taranja samihafa ianarana any an-tsekoly, noho izy manome vahana ny asa famoronana. Ny asa famoronana izay matetika tsy ampy na tsy misy mihitsy aza ao an-dakilas...
Ny fizotry ny fanatanterahana ny lesona
Sig. Bilatérale
Isan’ ny mampiavaka ny rango ny fototry ny resaka sy ny zava-kendreny. Ny literatiora dia natao hitarafana ny zava-misy eo amin’ny fiarahamonina. Ny rango dia azo itarafana ny fomba amam-panaon’ny olona. Raha manao didim-poitra ohatra ny olona dia manao rango. Antony dia mba hahery tsara ny zaza ao amin’ny fiainana fa,...
Ny fotoana anaovana azy amin’ny fotoanan’ny famerenana izay efa mampipetraka ny votoatin’ny lesona rehetra no mety hanaovana lalao, mba hahafahana manamafy ny fahalalan’ny mpianatra sy ny fitadidiany manoloana ny fanadinana tsy maintsy atrehiny. Azo atao ihany koa anefa ny mampitsidika tsikelikely ny lalao isaky ny mah...
Tsy migoboka mp nt
O, ry renin-jaza vonto ny tomany, fa ny lisy kely no nihitsam-bony! Tsia, ny tena-beny no iaraka eto an-tany ny fanahy kosa, manitra any ambony!
Fanovana endrin-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina ao amin’ny vakivakim-piainana 62 07 fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafoana ny oharina 63 08 fanovana anarana ao amin’ny vakivakim-piainana 64 09 fizarana sy toko ao amin’ny onjam- pilafila 67 10 fanovana endri-javatra maneho fano...
Raha izy no anankinana ny andronao rehetra, hirotsaka aminao ny soa tsy manam-petra 187 fametraham-panontaniana
Tsy ny hafa ihany mantsy no mandaroka, fa ny tenantsika koa mamery tena; tsy mikatsaka na vonona hikaroka izay handaozana ny toetra mahonena.
Tadiavo ny lohako vondrona ambara takila 92 120 rajaona s , ny zava-kanto vita amin’ny teny, edd ambozontany-analamahitsy antananarivo, 2006
L’arindrano, le plus ancien, est la marge méridionale du pays betsileo. Sa tradition orale relate l’arrivée sur les hautes terres de la princesse antaimoro ravelonandro. Belliqueux et indisciplinés, les hova de l’arindrano ont été des voisins dangereux pour les autres groupes. Leur féodalité turbulente n’a reconnu un c...
Elément formule 2009 2008 2007
Ny mpandray anjara raikitra, olon-tokana na tambatra olona ka misy filazana ny momba azy any aloha ary misy fiovana izy any amin’ny farany. Amin’izany dia ahitana lôjika eo amin’ny anton’ny fiovana sy ny vokany.
Fampianarana nefa nampanan-karena sy nampitombo ny fahalalanay ny ny mpiofana tsirairay dia manan-otsahany na literatiora, na haiteny, na haifampianarana ôjia no nahasarika sy hitanay fa azo hitrandrahana tsara ny lohahevitry ny asa fikarohana izay efa novolavolainay an- taonany maro. Saingy ny antropolojia mandalina m...
Herana sy vondrona, dia tsy hanao soa am-po samy irery izy, fa hiera sy hidinidinika tsara vao manao izay raharaha tiany hatao, ka izy no hahatondra ny anarako sy hamelo-maso ny tanindrazako; tsy hanary loloha izy, fa hahafehy vody tatatra .
Ampitomboina ny fandraisana 1
Url le développement personnel peut être défini comme les démarches visant à l’épanouissement de la personne, visant à aller vers ce qu’elle aspire à devenir. 51 les apprenants vont-ils accepter le choix de la méthodologie sans aucune restriction ?
Nionona fotsiny tamin’ny fijerena ny fihetsiky ny mpanabe sy izay mety ho anjara asan’ny ray aman-dreny ao an-tokantrano amin’ny fanabeazana ny zanaka, fa nandrindra izany tamin’ny fampahalalana ny fihetsiky ny beazina. Tsy nijanona hatreo fa nifototra tamin’ny fomba nentina nanabe ny ankizy. Io no hanompanana ny fanda...
Fitambarany
Raha tonga ny andro iray hananganana ahy hifehy ’reo nifehy fahizay nampangirifiry ahy, ampianaro ahy kosa ny hahay mamihin-tsandry tsy hamaly ny halozàny!
Tsy dikain-dehilahy
Anteriny isaka ny andalana farany isan’andininy ao amin’ny tononkalony manaova soa ny teny hoe manaova soa mifankatiava 448.
Azo sokajiana telo izy ireo dia ny anarana malagasy, ny anarana vahiny ary ny anarana mandray roa.
Ny fomba fanehoana dia fomba iray manome lanja misimisy kokoa ny lafin-javatra sasany mihoatra ny lafin-javatra hafa sasany izay tsy ilaina asongadina be loatra 126 ; izany hoe, filazana amin’ny fomba mivelatra sy miitatra ny toetoetran’ny zavatra tiana hambara no sady mitondra tombon-kevitra vaovao entina manamarina n...
Toa nangaina toa nangaina mbola tia izany foko nanantena, fa voarara tsy handia. Irony lalam-bolamena!
Valiana ranaotra varavarana vehivavy tezitra voan’ny hazo varongy. Ny varongy dia hazo mafy ary somary malailay kely raha mikasika amin’ny hoditra. Voasary teny olona mainty voazaitra
Haifampianarana izay enti-maneho ny fifandraisany misy eo amin’ireo toko telon’ny fampitam-pahalalana.
Ny fanatsarana ny fomba fiasa
Ny ezaka efa vita ka mila tohizana
Mifampitaona ny antanala sy ny betsileo amin’ny fifanakalozana ara-barotra. Ny antanala, ohatra, mitondra toaka atakalo paraky amin’ny betsileo.
Mahafantatra sampana asa na fikambanana misahana ny fampandrosonan ny ety ambanivohitra ve ianao? ? Eny
Tsy maninona 1 na ho ambony na ho ambany na ho ladina an-tany tsy maninona tsy akory eo aho no hiari-tory
Hahafahana manakatra ny fisainana fototra hananan’ny ntaolo mbola ho hitantsika aoriana ny hevitra fonosin’ireny teny sy hasin-javatra ireny .