text
stringlengths
10
11k
Eo anelanelan’ny mariky ny fotoana sy ny fototeny no toeran’ny mpisolo tena tsofoka. Toy izao ny firafiny amin’ny matoanteny ohatra
Razafintsalama, istpa, op cit, tak 80. 6razafintsalama a , tari-dalana ho enti-manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy, ed md paoly, antananarivo, 2004, tak 140. 7 psychanalyse analyse de la psyché i freud no namolavola io fomba fijery io. Fampiharana ny lesona tao amin’ny litterature, linguistique, civilisation et ...
Amin ny maha samihafa fiaviana ny mpianatra, dia misedra olana ny fampiasana ny teny malagasy ho an ny rehetra. 1.1.1. Ho an’ny mpampianatra
Faharesen- anehoana ny maha mitoka-
Indreo mifangaro sy miara-mitafa.
Ny razana andriamanitra zanahary. Fampiharana ny lesona fanazavana ohabolana na famakafakana tenina mpanoratra
Tableau n 09 résultats d’enquête sur la détection des risques
Rehefa miditra birao mametraha kely hividianan-taratasy
Fahita matetika ao manandriana ny lokon-tany mena16. Maneho ny fahabetsahan’ny vy fer amin’ny fangaro simikan’ny tany ao an-toerana izany loko mena izany.
Vonon-kisedra ao anatin’ny sarotra amin’ny ora rehetra tsy misy adivarotra.
Teo amin’ny taona 1982 teo no tena nampikitroka ny tontolo niainan’ny malagasy araka ny tononkalon’i ran e ao amin’ny vondrona ambara. Nisoko mangina teo amin’ny tontolo niainan’ny malagasy ity haizina ity ka hoy ny poeta v a tak 25 mahavalaka fanahy sy toa mandrera-tsaina, eran-tany manontolo ny fihanaky ny haizina.
Simba ny tontolo iainan’ny trondro
Emilson daniel andriamalala,
Na dia efa any aminrny kilasy famaranana aza ireo mpianatra ireo, dia tsy midika akory izany fa mahafehy tanteraka ny teny malagasy. Miharihary aminrireo asa isankarazany ampanaovina aza izany ary indrindra any aminrireny fanadinana fitsapana ireny. Manampy trotraka ihany koa ny fivoaranrny teknôlôjia sy ny fomba fampi...
Nomeny kofehy iray hotapahiny koa andrianaivo, ka nony avy nanapaka dia nanontanian’ingahibe hoe mafy sa malemy ? Malemy, hoy andrianaivo .
Loharanon-kevitra be léonor, 38 taona, mpitari-dalana ny mpizaha-tany ao amin’ny valanjavaboarin’i nosy mangabe, monina ao andavanio ankiakabe. 32fanadihadiana natao ny 27 febroary 2013 tamin’ny 2 ora tolakandro 33 zana-poko iray hita ao maroantsetra 34loharanon-kevitra morel sy vavy florinette, mpamboly, monina ao man...
Taranja mpampianatra
Ohatra dàka dakadaka dakàina ; daka baolina, da-baolina
Fafana ireo voambolana nisongadina isan’ny karazan- teny isan’ny tononkalo fafana i adala 9 7 fafana faha-ii fahendrena 15 13 fafana faha-iii tany 19 15 fafana faha-iv fotoana 9 8
Tsy ny oroka mitovy amin’ny oroka rehetra, na ny safosafonao toy ny an’ny hafa koa, na ny jery renodrenoka, na famindra, na fitoetra no itiavako anao! Inona àry asa moa!
Pascal michel etudié sur germinal, résonances 1985
Jo andrianasolo
Fifampiresahan’ny ray aman-dreny sy ny zanaka eto no hita ka ny lahateny dia kendrena halefaka sy haneho fanambatambazana kanefa mahitsy avy hatrany mba homora tafita ny hafatra.
Ny taranja malagasy mamolavola ho olona feno ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny taona fahatelo no imasoana amin’izao fanadihadiana izao. Ho an’ny taona fahatelo eny amin’ny sekoly tekinina dia zana- taranja roa no mandrafitra izany taranja izany. Eo ny zana-taranja literatiora izay mamolavola ireo mpianatra...
Ny ohabolana manabe ny olona ho liana amin’ny fandrosoana tsy afa-misaraka amin’ny fiarahamonina ny olona tsirairay. Tsy maintsy mifanerasera sy mifamezivezy ny olombelona mba hanasoavany ny tenany, ny ankohonany, ny fireneny. Anatin’izay serasera izay no misy ny fandrosoana.
Maharitra mandrakizay ny fanambadiana toy ny lamban akoho ka faty no isarahana. Izany indrindra no nahatonga ny malagasy hamotopototra tsara izay olona hovadiana. Tsy azo atao ny miantsampy amin ny hazo tsy
Seguin, op, cit, p.32, des livres de références 34 r seguin, op, cit, p.32, des manuels de base 35 r seguin, op, cit, p.32, des révues 36 r seguin, op, cit, p.32, l’éxactitude 37 r seguin, op, cit, p.32, les contenus doivent se fonder sur des informations exactes et verifiées et ne pas contenir d’érreurs 38 r seguin, o...
Tsara toy ny efa nataon’ireo mpikaroka teo aloha ny manao fanitsiana mandeha ho azy amin’ny alalan’ireo vokatra ireo mba tsy hisian’ny fifangaroana eo amin’ny faran-teny -tra sy -ka sy -na izay matetika ampifangaroan’ny mpampiasa teny.
Ny toe-tsain’ny olona manoloana ny zava-misy niainan’ny firenena
Ny eto indray dia filazan-javatra an-kolaka, ampiasana ny teny manondro zavatra iray a hanondroana zavatra hafa iray b noho ny rohin-kevitra misy eo amin’ireo zavatra roa ireo 200. Ny teny hoe mafy ady no isehoan’ny fanovana anarana. Vokatry ny fanaovana asa mafy andaniana herin-tsaina sy herim-batana nefa tsy ampy ive...
Loharanon’aingam-panahin’ny mpanoratra ny baiboly sy ny fiarahamonina teo amin’ny literatiora. Manamafy izany indrindra i b. D. Solohery ranarison ao amin’ny hiratra n 5 1987 80 manao hoe nandritra ny taon-jato maro nifandimby, dia mpanoratra maro no nanovo hevitra sy fihetseham-po ary fomba filazan-javatra miavaka tao...
Tsirinala -2001
Endrika isehoan’ny fahatratrarana ny fahombiazana fahombiazana
Afaka maneho vetsovetsom-po 3 3,22
Loharanon-kevitra flm 67ha, 2014
Mandrindra ny -ny maha samy manokana -mpanabe
Ny paikady ampiasaina
Amparafaravola
Maro dia maro ny voambolana malagasy tranainy fampiasa talohan’ny nahatongavan’ny vahiny teto. Fahita any amin’ny tononkiran’ny ntaolo, ny hainteny, ny angano, izany, saingy nihavery tsikelikely izy ireny, ary nanjavona mihitsy rehefa nahazo vahana ny literatiora vahiny. Anisan’ireo mpanakanto nanao ezaka hamerenana az...
Fiverenana eny, hatramin’izao, raha mbola misy azoko atao tsy handà anao ny foko, tsapako foana fa tiako ianao fitia miredareda, fitia tsy hay resena, fitia mihavao hatrany, tsy mety lany ’zany no iriny o ! Ka na ranomaso aza indraindray no azoko avy aminao leferiko ireny satria tiako ianao. Fantatro fa nisy ditraditra...
Arakaraka izany no nahazoan’ny anakara ny iray ampahatelon’ny kaominina vohipeno ankehitriny io. Ampanabaka ireo irakiraka sy mpiantafika nandritra ny fitondrana faha mpanjaka sy ireo malagasy vahiny rehetra niditra ho isan’ny antemoro, tonga tany amin’ny faritra, tamin’izany fotoana izany sy ny taranany. Izy no maro a...
Ireo vovonana telo ny vovonana dia rafitra najoro ivondronan’ny kirisitianina rehetra ao amin’ny fiangonana araka ny sokajin-taona na sokajina asa misy azy. Misy dimy, araka izany, ny vovonana anivon’ny fiangonana katôlika rehetra, fa ny roa amin’ireo tsy mbola tafatsangana ao amin’ny paroasy mahamasina dia ny vovonan’...
Any aoriana no tsy laitra. Aleo leitsy handeha sao bedin’i aziz eto a ! Tsiry ndao ary e ! Efa ho tonga ny ora firavana, eo amin’ny antsasankadiny eo dia hody. Aziz miditra mandeha ve ny asa ratsiry ? Efa hody angaha ise izany ? Tsiry mbola mamita ity taratasin’entana ho any maorisy ity aho. Aziz ianao, tsiry, efa mba ...
Contribuer au développement du pays font naître un besoin de mise en relation de ces associations. Une telle initiative a par ailleurs déjà été conduite mais sans succès, au regret de la plupart des associations approchées dans le cadre de l’étude. Et surtout la difficulté des associations malgaches de france à suivre ...
Hanina anareo e! Ny fo mivetso mangina ao anaty ka saro-bonoina tokoa, 20 tsy levona na mety maty, ny vinany manelohelo ny saina hany ka malahelo, te-hahita ny tavan’ireo mba ho odin’ny fo mitoreo.
Tsirinala,11-07-2012, 3 ora maraina
Gérant le gérant dispose de la totalité de pouvoir d’administration. Il supervise tous les personnels de la tpflm, l’intervention de la flm. Il approuve définitivement toutes les décisions opérationnelles et stratégiques politique financière, commerciale, en fait, il gère les patrimoines de la société, assumer les dépe...
Ka taratasy no mba lalana izay ny ahy no tena namana !
Ny renifeo ? K indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo k malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny. Ohatra 2 ? K k- angkat akatra, bongkar vokatra, engko kako, tangkap takatra, ungkai s okatra
Fafana 22 maneho ny safidy ataon’ny mpianatra any amin’ny bacc
Année localisation surface ha espèces objectifs
Eny, i noro sy ketaka ihany ireo mbola tsy mifankafoy hatraiza hatraiza ireo. Tamin’izay, nisy nihogahoga tao afovoan’ny olona tao. Tahon-kazo lava be iray no indry nisy kitapo kely nikirazorazo teny amin’ny tendrony. Dia indro lahiantitra anankiray no nijonjoana nisisitsisika tanaty olona hanatona ilay tsato-kazo niav...
Ny akora an-tsoratra
No manainga hiara-dia, 25- indreo ny ravim-bolotsangana,
Marofody 285 aviculture élevage des poules fandrosoana
Raha tsorina izany dia ireto avy ny dingana natao tamin’ny fanatanterahana izao asa izao famakiana boky sy tahirin-kevitra mahakasika ny lohahevitra;
Chapus, l’organisation de l’enseignement à madagascar, sous l’administration de galliéni, 1896- 1905, montpelier, librairie asahg 32, 1925.
Veyrieres p , le livre de la sagesse malgache, paris, 1963, ils les proverbes conseillent une conduite sérieuse et raisonnable , takila 39
Ampianarina ; ka tiana haseho eto noho izany ny hevitry ny ray aman-dreny mikasika ny antony tsy maintsy anomezan-danja io taranja io. Valim-panontaniana efatra no efa natao mialoha ihany koa; ka samy azo ekena ho marina avokoa ireo. Indreto avy izany taranja mampianatra ny kolontsaina malagasy, mampianatra ny teny mal...
Ny fahefana misy ny ben’ny tanàna ao an-toerana ary raha ny lalàna manan- kery no ampiasaina dia tompom-pahefana tanteraka sy masimandidy ao an-tanàna io satria olom-boafidim-bahoaka. Saingy raha ny zavatra hita dia mbola mipetraka sy manjaka ao ny an-tanan-tohatra, maneho ny hevitra any amin’ireo olona geda aloha vao ...
Zava-poana izay mijoro saingy manana ny laza; n’aiza n’aiza dia hikoro, na ny saina lalina aza!
Tiako loatra ny zava-boaary, mitory amiko izao irony lokony ao am-poko izy ireo vita sary tsy avahako koa irony fokony.
Ka nizaka nareo teo hoe tamy 2011 izy no niditra hôpitaly farany. Dje marina koza zay ka. Zay aby hoy nareo ny amin’azy io.
Ny endrika farany ratsy indrindra ahalalana ny demony no asehon’ny mpanoratra eto. Ao amin’ny baiboly koa mantsy ny demony dia maka endrika menarana, tsy noraisiny anefa io fa noheveriny ho mbola azo leferina noho ny biby manan-tandroka sy ratsy.
Fitiavana niharo fitaka teo amin’i sahondra sy ravalohery. Fifankahitan’i sahondra sy ravalohery teny amin’ny fety. Gaga sahondra tamin’izay fa izay toerana fampisehoam- bokatra rehetra nidirany dia nahitany ilay tovolahy mitondra ranomanitra foana ary mifampitsiky ihany izy isaky ny mifankahita ny ampitso dia niverina...
Vkp tak 23 178 vkp tak 23 179 vkp tak 22
Ny fifandraisan’ny adolescents amin’ny manodidina misy fifandraisana roa mandritra ny fahazazana sy ny adolescence fifandraisana amin’ny ray aman-dreny, fifandraisana amin’ny namana. Hohazavaina fohifohy ny momba ireo. 61 daniel gaonac’h et caroline golder, manuel de psychologie pour l’enseignement, p.200
Registre polémique il caractérise les textes, souvent argumentatifs, qui combattent des personnes, ou des idées. Il use de tous les pricédés visant à discréditer un adversaire fr. Wikipedia. Org la polémique est une critique très vive
Ka loza ny zavatra atrangan’izy io, rehefa niserana toy ny tadio ; 15 ny tany lalovany foana sy lao, ny trano mianjera , ny mponina tsy ao.
Adam, 1992, tak. 28 la séquence est une entité relativement autonome, dotée d’une organisation interne qui lui est propre et donc en relation de dépendance indépendance avec l’ensemble plus vaste dont elle fait partie
Raha fintinina ny voalaza dia toy izao. Ny mpampianatra iray tamin’ireo nanaovana fanadihadiana dia tsy maneho fifandraisana amin’ny mpianatra mihitsy, tsy miresaka na manara-maso ny asany. Tsy misy ny fifanakalozana amin’ny mpianatra hany ka lasa lesona atolotra fotsiny. Toa tsy dia misy dikany loatra ny fampiasana il...
Mampivoatra ny fambolena fa mijery ny tsara tokony hotazomina ary manarina sy manatsara ny tsy mety ka mandray ny fomba vaovao hanatsaratsarana kokoa. Hita taratra izany fihetsika izany eo amin’ny fampiasana fitaovana maoderina sy ny teknikam-pambolena manara-penitra ary ny fandraisana ny fampianarana omen’ireo orinasa...
Ras o ary m fff! Diso aoriana loatra isika pasitera a!
Ny mikasika an’ ireto tara-kevitra ireto dia hita ao amin’ireo abidy samihafa toy ny 1- abidian’ny fahendrena 280 2- abidian’ny rariny 281 3- abidian’ny fomban-tany samihafa 282 ohatra a aza variana mijery lamaody aza somadika foana eo ivelany aza mba taitra sy ebony fotsiny aza tsy hendry ka mamono tena!
Ramasindraibe, ny fihavanana, imprimerie catholique, tananarive, 1971 tak 13.
Tahirin-kevitra hafa
Lazaina fa miroso ny lahatsoratra iray raha toa ka mitondra hevi-baovao hatrany eo amin ny fivelarany mitomandavana izany. Isaky ny manampy teny iray ao amin ny fehezanteny dia efa mampiroso ny resaka izany. Ny fitsofohan ny teny hafa dia mampiroso hatrany ny lahatsoratra kanefa tsy manova velively ny hevitra fototra. ...
Vatana maloto; fitafiana maloto
Ambatotsipihina 2-ambohimandroso 3-ampitatafika 4-antsahalava 5-ambodiriana 6-antanifotsy
Mapihoron-koditra ny fandrenesana matetika fa mikorontana ny rindram-piainan’ny olombelona ankehitriny noho ny tsy fitandrovana ny tontolo iainana, tsy afa-miala amin’izany ny eto madagasikara.
Bayet a , histoire de la libre pensée, p 6. Il n’est pas contestable que la libre pensée au cours des seules s’est posée en s’opposant et en s’opposant à la pensée religieuse
Rado tsy saro-piaro amin’i seheno izany aho, fa mahasosotra ahy fotsiny ny mahita anao miantsoantso azy, nefa zavatra tokony ho vitanao. Atoroy ahy ny misy ilay izy, fa tahak’izay efa vita ny ilàna azy.
Amerevil, guide pédagogique, brodar-taupin, paris, 1971, p 56 ’’le résultat scolaire dépend du climat dans la classe’’. 111 a. Raharijaona, lesona d. D. M 1, ’’tatitra ny toetra amam-pihetsiky ny mpampianatra’’, 3 mey 2010. 112 teny nataon’i b tamin’ny mpianany
Dia nivavaka izahay, tsy handalo fa hijery ilay hany rain’ny kamboty ! Amin’izao anio izao 174 na ny fitiava-namana, na ny fitiavana ny ankohonana dia samy fanalahidy mampandroso ny firenena avokoa. Tsy latsa-danja amin’ireny koa ny fitiavan- tanindrazana. Anisan’ny nisongadina tamin’ny asa soratry ny sandratra izany.
Sehatra iray ampiasan’ny olona ny ompa sy ozona ny rindrina. Azo atao ny manoratra ny teny manambara azy roa eny saingy ny teny fanompana no tena soratan’ny olona eny fa ny ozona tsy mahavantana azy loatra. Mety ho hita eny amin’ny rindrin-trano na fefy, noho izany, ny ompa izay inian’ny olona soratana. Fanaon’ny vazah...
Fizarana toko takila
Sainte- beuve, op cit, page 680 cf supra note n 10
Ny karazana voambolana hodinihina eto dia ireo voambolana mikendry ny hambabo ny sain’ny mpamaky, mba hahatonga azy hitsikera mivantana sy handanjalanja ny toe- javatra hitany. Natao ihany koa mba handresy lahatra ny mpamaky manoloana toe-javatra iray. Mampiasa tetika sy paika maro ny mpanoratra amin’izany, toy ny famp...
Misy sehatra efatra miavaka tsara azo irotsahana sy anaovana asa fikarohana ao amin’ny sampana teny malagasy ao ny haiteny, ny haifampianarana, ny riba, ary ny literatiora. Nosafidinay manokana ny literatiora izay mbola mizara ho literatiora am-bava sy literatiora an-tsoratra. Nirona kokoa tamin’ny lieteratiora an- tso...
Maro ireo ohatra azo raisina manoloana ireo olana ara-peo toy ny firavonan ny zanameo sosona eo amin ny fanonona.
Vi-2- ny tanjon’ny kaomina ny tanjony voalohany aloha dia ny hanatanteraka ilay tenin’andriamatoa ravalomanana marc hoe tsy maintsy mihetsika ny kaominina rehetra ny tanjona faharoa dia ny fampiroboroboana ny tanàna, satria efa ela loatra no nampalaza an’ity tanàna ity ho tanàna maty fa amin’izao fotoana izao kosa izy ...
Vàdy vadivàdy vadina
Tiana a! Ilay tiako vetivety ilay tiako sady halako ny saiko ho aho tsy mety hanaiky anao ho malalako ny foko ho’aho mandà tsy mety mba hanoa ny baikon’ny filana nanesika ny nofiko ka miala tsiny indrindra miala fondro koa fa fitiava-tsy mirindra tsy afaka mamoa tiana a ! Tsy an! Namako mantsy e! Aoka aho hangina hanon...
Famaritana maro ireo mpandinika namaritra ny momba fahafehezana teny roa, izay mahatonga ny olona ho toy ny sabatra roa lela, ka tsy ho very mandeha izy amin’izany. Hojerentsika tsirairay izy ireny mba hahafahana manatsoaka hevitra avy amin’izay nosoritany.
Miadana miadanadana iry e mitety ny lakam-by rano mitety vy e rô mahamamo e tsy mihetsika ijy e ao a aty lavaka matory tsara ijy e a aty fasa
Ny fiankohonany
Sedra dia rahovina izany ialahy no mandray poste?
Inona avy hevi-dehibe hita amin’ity natao tao an- tononkira ity? Dakilasy.
Izany iny faritra nanaovanay fanadihadiana iny. Tsy hadinoin’ny olona ny mamonjy ireny toerana ipetrahan’ny razana ireny, itarainany sy italahoany raha misy ny olana na ny aretina manjo. Miavaka amin’izany ny eny amin’ny havoanan’andriantsihanika sy ambatomirahavavy, hanaovany ny joro hanalana ny aretina mahazo, na koa...
Mahalala tena r. P rahajarizafy