text
stringlengths
10
11k
Vondrona ambara, tak 96
Famelan-kafatra
Ny etnôlôjia kosa dia fampiasana ireo akora azo avy amin’ny etnôgrafia. Izany hoe, fandinihana sy fanatsoahana hevitra miainga amin’ireo akora voaangon’ny etnôgrafy no ataon’ny etnôlôgy. Hoy indrindra i levi-strauss manaporofo izany ny etnôlôgy dia mampiasa amin’ny endrika fampitahana ireo tahirin-kevitra atolotry ny e...
Eo amin’ny serasera an-tsoratra tsy mitovy amin’ny serasera am-bava ny paika entina mandray hafatra raha eo amin’ny an-tsoratra no resahina. Malalaka kokoa ny fotoana fandraisana eto satria ny hafatra dia voarakitra an-tsoratra ary maharitra ka afaka dinihina sy halalinina tsara. Zavatra vitsivitsy ihany koa no tokony ...
Fafana 4 fafana mamintina ny endrika isehoan’ny tononkalon’i nampoina
Faniry vatosoa
Test de conformité
L’audit interne et contrôle interne
Ny repoblika fahatelo nijoro ny repoblika fahatelo rehefa voafidy ny lalàm-panorenana hitondrana ny tany sy ny fanjakana, ary ny filoham-pirenena hitarika ny vahoaka malagasy. Nisy akony teo amin’ny fiainam-pirenena ireo fiovana lehibe ireo. Nampiharihary izany ny asa soratra sasantsasany navoakan’ireo mpanoratra. Ohat...
Ny tanjona lavitra ezaka araka ny maha fikarohana ny asa dia tsy tokony hisy fiafarany mihitsy fa mitohy hatrany. Ny fanajariana ny fiarahamonina no tanjona isany goavana amin’ity asa fikarohana ity. Mialohan’izay anefa dia apetraka ny fitazonana ny soatoavina mba hoenti-mampandroso ny fiainan’ny olombelona sy ny fanak...
Fanatrehana ireo dingana izay namelana anay hanatrika tamin’ny fikarakarana ny hetsika. Teo ny fanomanana izay nametrapetrahana ireo anjara asan’ny mpikarakara tsirairay avy. Teo koa ny fiatrehana ny fanatanterahana ny hetsika.
Rabary raketaka zandriko in takelaka notsongaina ii , ambozontany fianarantsoa 1991 , tak 154
Raolison, rakibolana malagasy, op. Cit. , tak.635 52 ohabolana 28 13, baiboly, tak.607
Fa ny kanto eo amin’ny soratra dia ny rindra sy ny lamina ao anatiny izay mitondra fahafinaretana, mampandefa eritreritra , mampiotana fanahy 86 c fahalalana mahakasika ny poeta sy mpanoratra misy ampahan’olona mametraka azy ireo ho olona hafahafa tia mitafatafa zavatra tsy fantatra, toa olon-drofirofy tia manonofy nof...
Ngaly 13 06 2000
Fototra mampisy ny hira gasy ny mpihaino ka mendrika hohajaina. Ny anaphore manao azafady no manantitra izany. Avy amin’ny teny hoe fady mantsy ny azafady izay midika malalaka hoe aoka tsy ho fady ny miteny mialoha anareo fady ny miteny alohan’ny zokiolona teo amin’ny ntaolo, raha tsy misy antony lehibe izay manafoana ...
Tarakevitra tolona isany isan-jato ohatra ny fahorian’ny vahoaka madinika 19 32,75 tady nofy ny zava-mianjady aminy 19 32,75 rivo-doza sivana ny tolona atao amin’izany 20 34,50 asanao aminao totaliny 58 100
Ampiasain’ny mpanoratra eny anelanelan’ny andalana koa ny teboka telo. Ny andininy telo ato amin’ity tononkalony iray ity dia nahitana izany avokoa ataoko ihany ny tsy hiteny ireny fahazazana ireny fa hanoratra aézy am-po, mba ho sary sarobidy
Ny tandindona eo amin’ny teny malagasy
Tena tia an’i nary robena
Indreto ary a ay
Fandalinana sy tsoa-kevitra ara-piforonan-teny sy biôlôjika, ny antsoina hoe olombelona olona velona .
Hinjitra hinjihinjitra hinjirana hinjitsinjirana 221 hintsana hintsankintsana hintsanana
Teny fisaorana i fanafohezan-teny. Viii lisitry ny fafana. Ix lisitry ny sary. Ix lisitry ny kisary. X 0- teny fampidirana. 1 0-1- anton’ny safidy. 2 0-2- petraka olana. 5 0-3- petraka hevitra. 6 0-4- haitsikera nampiasaina. 7 0-5- fanatontosana ny asa 9 0-6- fetran’ny asa. 10 0-7- olana hita teo am-panatontosana ny as...
Dikanteny approche systémique fomba fijery manasongadina ny manontolo système manontolo energie angovo matière raha information fambara système complexe manontolo anjakan’ny fahasamihafana système ouvert manontolo misokatra système fermé manontolo mihidy totalité fitambaran’ny singa rétroaction valin-kafatra interactio...
Ny toetra iavahan’ny lahatsoratra an-gazety amin’ny laha- tsoratra rehetra
Loza miampy trotraka mijejaka ny afo mijoalajoala mena ny tampon’ny tanety may ! May ! Ary vetivety, fantatro ny fiainana fa hovidina lafo !
Fantatra. Ilaina ny mamakafaka ny loharano nipoirana, ary ny finoana sy ny tantaran ny vehivavy, na ny lehilahy kasaina ho vady. Hita taratra ao amin ny fiainan i jao izany.
Miavonavona rampanana fa vita izay ny fifidianana ahifikifika, dakàna ny tahom-boanjo nahitana.
Fehin’ny fizarana fahatelo asa manome vahana ny serasera no vahaolana amin’ny fanorenana hairaha ara-pitenenana eo amin’ny mpianatra. Apetraka ao anaty seha-piainana ny mpianatra mba hiharihary eo imasony ny antony ianarana ny teny malagasy. Miteraka faharisihana sy zoto eo aminy izany ka mahatonga azy hanana fomba fij...
Quelle suggestion apportez-vous pour son développement ? La formation des arbitres ou des juges, ainsi que la vulgarisation des règlements bien détaillées à tous les athlètes afin de pouvoir effectuer des compétitions fréquentes sur la région du vakinankaratra et dans les autres régions de la grande île pour aboutir à ...
Niverina tany farafangana i bina
Riaka, le développement de a àz, op it, tak74, sans la participation active des femmes au développement rural, aucune stratégie ne pourra réussir
Ny boky momba an’i vakiniadiana
Aro sanatria izany ry nenibe. Ifikiranay mandra-pahafatinay ny maha malagasy sy ny maha kristiana anay, fa ity toetsainao mamadi-dresaka sy mitompo teny fantatra ity no manahirana fatratra aiza koa no hisy olona tsy 705- mba azo ifampiresahana fa dia hoe rehefa izay dia izay. 25 desambra dia 25 desambra. Mahasosotra!
Tsy ny fiondrehanay noho ny tendry tsy idifiana, na ny fokofokonay noho ny hola-pahoriana izay mifaritra ao anaty no atao ho fahatsiarovana v. A, tak.14 and 1 sy 2
Vola 220 000 ariary ny tompon-tsabo hanonerana ny fahasimbana rehetra. Vola 40 000 ariary anefa no nentin’ny voampanga nifona. Samy tsy nankatoavin’ny fokonolona ny fanirian’izy roa mpifanandrina ka nandresy lahatra azy mba hifanatona ho amin’ny marimaritra iraisana izy ireo. Nasaina nampidinina ho 120 000 ariary ny fa...
Fayolle, la critique littéraire, charles peguy, contre la critique scientifique , texte 65, coll. U, paris 1987, p6 nous ne retrouverons la paix de l’âme qu’après que nous avons établi de l’auteur dans le plus grand détail, une bonne biographie cataloguée analytique sommaire.
Ntsika yenu nareo yao
Nenibe cherie
Art 5, tsy misy olona azo ampiharana fampijaliana, fanimbazimbana.
Mifangarika izay toa tsy misy ifandraisany loatra, satria olona roa samy hafa mihitsy no iankinany. Ireo sarin-teny maro sosona ireo no nampiasain’ny mpanoratra ao amin’io fehezanteny io mba hahatonga ny mpihaino hanana fihetseham-po sy hieritreritra mitovy amin’ny mpandray anjara dia i ralisy izany. Ireo ihany koa no ...
Baiboly, 1 korintiana 13 13
Raha jerena amin’ny ankapobeny ireny ohabolana ireny dia vokatry ny fisainana sy ny fomba fahitana ny tontolo na ny zava-misy iainana andavandro. Voateny ao anatin’izany daholo ny zava-boary hita maso na tsia, na azo tsapain-tanana na tsia.
Mpitsabo ankapobeny bloc 31 1 ii dokotera lalao
Nentaniny ny mpiara-belona aminy mba hanao soa mandritry ny androm-piainany, noho ny fahatsapany fa olo-mandalo ny olona ety an-tany. Ny hoe hisoka vetivety no nanehoany fa mihelina avokoa ny zavatra rehetra ety an-tany.
Tsekoly avokoa. Ny mpampianatra izany no mifanerasera betsaka amin’izy ireny. Tsy ny fampitam-pahaizana amam-pahalalana ihany no andraikiny, fa ny fanabeazana ireo mpianatra, indrindra ny ara-batana sy ara-tsaina, miampy ny ara-panahy, ho an’ireo sekolim-pinoana. Mila fitiavana sy fandavan-tena lehibe izany asan’ny mpa...
Fa ny ho avy no hitsara izay ho anjarantsika roa na ho ratsy na ho tsara hozakaiko foana koa! Ny eja 2002
Ry tompon-tsafidy aoka ho mailo! Ary aoka ho tsaroana, fa tsy azo amidy ny zo maha-olona v. A, tak.109 and 2
Antananarivo, décembre 2016
Approche singulière, approche plurielle, l éveil aux langues et la didactique intégrée
Tsy ampy herinandro akory ity fikambanana nijoro ho mpanohitra ny fanavakavaham-bolon-koditra, ny fanandevozana, ny fandrobana ny harenan’ireo firenena malaza ho mahantra no tafatsangana dia efa eo am-pisedrana ny mafy sahady vh tak 43.
Rafanoharana ilay veromanitra
Ho an’ireo avara-pianarana
La progression thématique la progression thématique se caractérise par l’articulation d’informations anciennes thème et nouvelles propos dans le texte
Niainga tamin’ny famoriana ireo vahoaka no nahafahana nampahafantatra tamin’izy ireo ny fikambanana ta. Fa, ny tetikasany, ny tanjony. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ireo tompon’andraikitra tao amin’ny ta. Fa sefo , vitsy ny tantsaha nanoina ny antso teo am-piandohana, satria, nanodidina ny 30 izany, raha mihoatra ...
Ny manara-maso ny kaontim-bola, ny lot -bola isa. M-bolana sy amin’il. Ay fotu .1.11a i l heveriny tokony haovana i1 any. M mao tatitra an-tsoraua ny vok. Nry ny fanam i. Rinana izay nataony am111 11y filoha sy ll voamieran’ny vob. Manao fann marinana ny fitaovan’ny fikambunana
Satry hampahafantarina avokoa ny mombamomba ny sekolin’ny marenina rehetra eto madagasikara. Saingy noho ny asa voafetra dia ny sekoly akanin’ny marenina ao 67 ha eto amin’ny faritr’analamanga ihany no hatolotra etoana. Azo itarafana ny zava-misy any
Ny faharetan’ny fifankatiavana na ny fanambadiana kosa dia miankina amin’ny fahavononan’izy roa hiaro izany tsy ho voatohintohina, na inon-kidona, na inon-kihatra.
Loza ity ragly !
Ireo iray tampo aminy araka ny voalazan’nympanoratra, zaza fahatelo amin’izy dimy mianadahy mpiray tampo izy telo ny lahy ka ireto avy no anarana fiantso azy rivo, oely, zida. Marihana fa efa nodimandry teo amin’ny fahairaika amby telopolo taonany rivo lahimatoa.
Teo am-pijerena farany aza tsiny re ry neny raha hikorian-dranomaso ny endrik’ity zanakao fa mavesatra ny ankaso.
Ny endri-piaraha-monina ankehitriny
Aml 3 tak 9 notsinontsinoavin’ireo jiolahy ny fiaraha-miainan’ny ankohonan-drabarinony eto. Voalazan’i patrick courbe anefa fa anisan’ny loharanon’ny fananana zo feno ny fiaraha- miaina 57 tsy vitan’ny hoe noterena hiara-hiasa amin’ny toby kruger fotsiny rabarinony sy jaoba lucien, fa nataon’ireo fahavalom-pirenena ho ...
Niforona tao parisy, renivohitr’i frantsa tamin’ny 22 febroary 1946 ny mdrm 100 na mouvement démocratique pour la rénovation malgache, fihetseham-bahoaka ho fanavaozana an’i madagasikara no anarany amin’ny teny malagasy101. Izy mirahalahy depioten’i madagasikara tany parisy no namorona azy ravoahangy sy dokotera raseta...
Ny fahatarana sy ny tsy fahatongavana
Mallarme les figures ne sont pas de détails ou des ornéments du discours qui peuvent se supprimer, ce sont des propriétés substancielles de l’ouvrage in zava-kanto vita amin’ny teny, op. Cit. , takila 15.
Ny tanjon’ny fampianarana raha araka ny tenin’ny filoha tamin’izany dia ny hamolavola teknisianina tsara ofana eo amin’ny lafiny rehetra sy hamolavola olom-pirenena vanona hitolona mba hananganana ny sosialisma eto amin’ny tanintsika. Nitaky drafitra maty paika araka izany ny fampianarana ka ireto foto-kevitra vitsivit...
Fahabangana ny fahalalana notrandrahina, na tsy tena nidirana lalina kokoa fa nosafosafoina fotsiny nampiasa ohatra ihany koa izy, kanefa tsapa fa tsy mifandray mihitsy ny ohatra noraisina sy ny hevitra tiana tohanana, tahaka izay nitranga teo amin’ny lesona voalaza teo ambony ihany manao hoe ny hasina dia toetra ambon...
Ny ady saritaka nandona mafy olona na ompa razana. Marihina fa ny tsiny tetefery sy toaka dia efa mifamatotra amin’ny finoana. Misy fiheverana azo avahana, na ampiasaina mifangaro aza ny hoe tsiny sy ny kabaro ary ny sazy. Mifandray ary misy ifanahafana ireo ao anatin’ny malo. Mifantoka betsaka amin’ny famaizana ara-ba...
Zahay mpandrafitra dia angamba 10 tsy hisy izay hihambahamba hilaza anay ho tsy famela fa mahavonjy hatry ny ela.
Nenibe nefa
Jacques tardif, in pour un enseignement strategique, canada 1992, p.1 la motivation scolaire est essentiellemant définie comme l’engagement, la participation et la persistance de l’élève dans un tâche
Na dia manaraka ny lamina ara-panjakana aza ny mponina ao antanetikely ambohijoky dia mbola manaja ny lamina nentin-drazana ihany koa izy ireo. Misy mantsy ireo olona apetraky ny mponina ho manana ny hasiny manokana ao an- toerana ka to teny tokoa izy ireo amin’izany. Enina 6 no isany ka ny iray amin’izany dia vehivavy...
Ny anton’ ny safidy
A2 filalaovana amin’ny épanorthose indroa mifanesy
Iii-3-2 ny mpamaky serasera ao amin’ny tranonkalam-pifandraisana. Maro ireo mpamaky no mamaly na mandefa setriny ireo tononkalon’ ny eja ao amin’ny tranonkalany. Santionany amin’ireny ireto horaisina eto ireto setriny nataon’ireo mpiserasera tamin’ny tononkalon’ny eja hoe hatak’ilay mpangala-badin’olona hoy ny mpamaky ...
Ny famantarana dia fitaovana miorina amin’ny fifanarahana entina mandrafitra sy mamantatra ny hafatra. Endrika maro no mety isehoany fihetsika, loko, sary, teny rehefa mifototra amin’ny famantarana ampiasaina ny votoatin-kafatra, dia izany no antsoina hoe métalangage , ary manana anjara asa métalinguistique ny
Ambatomirahavavy
Dje ny zanak’ery iaban’i leronga teroy; zazaroa lahy no nangaika olo hoe voafira antsy amin’ny làlana eroy i nondo; iaban’i sikapia. Ery iendrin’i voavy ambakan’ny rafozany nenga nizaha te y malaky. I zaza roy i y moa avy 45 dje niakatra tan-kre an’iaban’i sikapia nizaka tamin’ny vadiny. Dje rohitra aby areo nizaha. Ni...
Ato no mandry ilay hany malala kotsan’ny orana, vontom-panala, simnba ny endrika soany fahiny, rava ilay bikany tsy misy tsiny. O ! Ry fitiavana vao mba mba nivelatra 30kanjo nandalo tahaka ny tselatrta, aoka hisaona hamoa-dranomaso f’efa niniana nanaovana ankaso !
Ny tanjona kendrena
Hisy foana riban-tsento hihelohelo am-ponao ao ka hanangom-betsovetso sy ireo rakiny efa tao ary ianao dia hitomany fa izy tsy hitsetra hisy foana lamban-drahona hanafy ny lokon-danitrao sy koa hampanjary vahona ilay tantely maminao any ianao dia haratra f’izy akory tsy hitsetra hisy koa volan-tsinana mitondra hery vao...
Ny mpikambana tsy miasa na ny mpikambana matory ao amin’ny cecam mihary ambohijoky ny 15 amin’ireo mpikambana ao amin’ny cecam mihary ambohijoky dia nosokajiana ao anatin’ny atao hoe mpikambana matory noho izy ireo tsy mandray anjara amin’ireo asa atolotry ny cecam na amin’ny fanaovana petra-bola izany na amin’ny fisam...
Izany rehetra izany dia maneho amintsika fa saika ny ankabeazan’ny olona dia niharan’ny fahadisoam-panantenana avokoa.
Siméon rajaona, 1972, structure du malgache. Etudes des formes prédicatives, t. 644
Manana adidy ihany koa ny reny amin’ny maha-vady azy. Manampy am-badiny hatrany izy miara-mikaroka izay vahaolana rehefa tonga ny sarotra. Nisy fotoana narary i miaro tao an-trano. Efa natao avokoa ireo hevitra noeritreretina fa hahasitrana azy kanefa tsy niafana ny aretina. V. A. Tak 8-9 tsirin-kevitra avy tamin’andri...
Programmes scolaires, classe de 3ème, à partir de l’année scolaire 1999-2000, tak.10
Ozony ny masoandro miposaka atsinanana, fa ianao ho sasatra ny tsikiny hitandro ny ilo eny an-dohany tsy hitelin-kafatra ! Apariakany eo ny zava manjopiakany mahavelom-bolo, ka ny fonao leo trotraky ny fiainana, avy dia misolo !
Nandritra ireo taona ireo dia nisy hatrany ny ezaka fanitarana sy fanatsarana ny fiangonana na aty trano izany, na ny ara-pitaovana. Tsy nizotra milamina avokoa anefa ny zava-drehetra fa nandia zava-tsarotra ihany koa ity fiangonana ity.
Ny noelinao, ry tany, tsiky an- tendro molotra milafika tomany tsy mipaka hatrany anaty fa fety fombafomba tsy maharitra dia maty koranam- pifaliana mampamolivoly ’reo milonjo fahoriana andro toa maneso ny olona mahantra ambony vetsovetso fety fa miteraka adin- tsaina , fitrosana hadalana mahareraka .
Vòvona ? Vòna vòvona fitangoronana na fiangonana maka endrika tendrombohitra. Zavatra atoby atao avo be toy ny vovonana trano. Ny avo entina anondroana toerana ambony.
Anton’ny safidy teo amin’ny kilasy
Rajaona siméon, op. Cit, tak 136
Rakotonaivo, ny diampenin’ny aavana ramanantoanina 1891-1940 , ambozontany fianarantsoa, tak 4
Tsy mandehandeha ho azy ny asa fanapariahana ny hafatra fa ilàna fahaiza-manao avy amin’ny mpampita hafatra. Fantarina ny paikady ampiasaina sy ny media mifanaraka amin’izany.
Mampiavaka ny hira gasy ihany koa eo amin’ny fomba filazan-javatra ny filalaovana amin’ny ohabolana. Miseho amin’ny endrika telo izany. Lalaovina amin’ny endriny tany am-piandohana, tsy misy fanamboarana ny ohabolana. Ary amin’ny kabary no isehoan’ity endrika voalohany ity. Entina mampisongadina fanajana sy fitazomana ...
Ny tiana zareo tsy mba ratsy
Fomba amam-panaon’ny tsimihety
Tolorana fisaorana sy fankatelemana ireo mpanabe rehetra tsy ankanavaka, izay nikolokolo anay nandritra ny fotoam-piofanana teto amin’ny sekoly satria izahay no tody amin’izao dingana lehibe izao dia teo ianareo tsy nitarain-tana-miempaka tamin’ny fampitana sy ny fanitarana ny fahalalanay ary ny fikatsahana izay mahaso...