text
stringlengths
10
11k
Ny tononkalo malala-drafitra, tsy voafetra ny isan’ny andalana mandrafitra ny andininy sady tsy voafetra ny isan’ny andininy mandrafitra ny tononkalo. Anisan’ny fandrafetana tononkalo tian’i ran e koa ity rafitra ity, maro ireo tononkalony no ahitana izany, iray ihany no haroso eto ny soratro? V. A tak.34
Ireo tononkalo maneho ny lafika tokana olombelona na efa nanisa ny voambolana mahakasika ny olombelona aza tany amin’ny toko voalohany, ary nanasokajy izany tao amin’ny toko faharoa, tsara raha hamafisina sy hahasinkasina ihany izany aty amin’ny toko fahatelo; mba hoentina manamarina sy manaporofo ny lafika tokana ao a...
Fa ny ra no ndeha homena
Ohatra hendry mitafy tapaka ka nandosiran’ny hondrakondrafana a. P 84
Izény, hoy zaré, tsy efané ; sambà vôatômbokane aké hôraka zé, avy zanakanao afara màlaka zény. Zehé tsy havita izany. Nde hitady ny ne fô zehé ! Tamy ny ali y, avy lé telovavy, tsatsatsiky lé telolahy. Zaha a, lasa a taka y fa arakaraka, tavèla lè rolahy. Koroky lè rolahy koa nandrai y nandeha. Tao tan- tanà an i rand...
Andriamaherison gideons
No rakitra tahiry ho kapilam-bazony? Ny farahazakazany trotraka sahady vao mangirandratsy resin-dazon’ady 5 nalentiky ny fasana any am-parahantsana
Nony efa tonga àry ilay safo-drano nandringana ny olon-drehetra na biby ary ranoray avy ny tany tamin’izany ary izao tontolo izao dia tsy nisy zava-niangana tamin’izany andro izany e
Izay mizara vilana hotodi’ny hatezerana ka hizaka ny tongilana nataony fanomezana
Diniho ny fomba nitarihan’ny mpanoratra ny resaka. Ary inona no asongadiny any amin’ny faran’ny lahatsoratra? Araka izany, lazao ny drafitra nitondran’ny mpanoratra ny lahatsorany eto plan chronologique ve sa plan flash-back sa pyramide inversée sa sablier? Ny teny malagasy tenintsika!
Rajemisa, r. R. , rakibolana malagasy, ambozontany fianarantsoa, 2003, 1061p. Jeuge-maynard, i. , et alii, le petit larousse illustré, paris, 2013, 1996p.
Ny fepetra amin’ny fanakaran-kevitra miavaka tokoa ity vainga irosoanay ity satria dia hita mazava ireo fepetra arahina amin’ny fanadihadiana azy. Hita ato ireto fepetra telo ireto ny foto-kevitra ara-môraly, ny foto-kevitra ara-paminaniana, ny foto-kevitra ara-pivavahana. Singa telo tsy afa-misaraka ireo. Araka ny nam...
Fredy jaofera
Fehiny ity fizarana voalohany ity no nikirakirana ny vondrona ambara ny tononkira dia tononkira. Toko telo mahamasa-nahandro no nentina nanantotosa izany. Tao amin’ny toko voalohany no nijerena ny amin’ny mpanoratra sy ny baiboly izay nandraketana azy. Tamin’izany no nanambarana fa misy ifandraisany ary tena mifamatotr...
Fa io ianao lavitra, tsy hita hofihinina dia tsapako fa raitra tsy foiko mba handao.
Zafikely 1 lahy ahoana hoe, ry dadabe, isika gasy, hoy ianao ?
Ce type de reconnaissance offre de nombreux avantages. L’association peut ensuite recevoir des subventions des pouvoirs publics ; percevoir des dons et des legs ; avoir des avantages fiscaux ; accueillir des fonctionnaires détachés par leur administration.
En général, dans le monde scolaire, on parle de deux types de compétences la compétence à l’écrit et à l’oral. 96 le travail de groupe permet aux élèves de constater mais aussi de confronter leurs différents points de vue sur un problème donné.
Aro marina mihitsy izany tenin i angola izany ry nenibe a! Hitanao amin izany fa tsy olonolom-poana akory no nalaiko ho vady, sady efa tsara tsodrano tamin i 210- nenibe sady manoroka an’i nenibe izany moa nenibe malala ô! Lazao anay moa ny manahirana anao e.
Toy izao kosa ny sary maneho ny fiompiana omby sary 11 maneho ny fiompiana fototra.
Teny famaranana
Reboul, infra on notera enfin que la péroraison est le moment par excellence ou l’affectivité se joint à l’argumentation, ce qui est l’âme de la rhétorique. 158 reboul, infra elle est d’ailleurs être assez longue et se divise en plusieurs partie. Mentionnons les principales l’amplification ; la passion, morceau visant ...
Raha aravona izany, dia izao no azo ambara nisafidy ny hampiasa fehezanteny lava, ary voaravaka fanontaniana ny mpanoratra, mba hanehoany ny hakanton’ny teny malagasy sy hanentanany an- kolaka ny mpamaky mba hitrandraka hatrany ny tenin-drazana, ary tsy hanary izany, na dia eo aza ny fidiran’ny teny vahiny. Tsy hadinon...
Ny hairaha, araka iazay hita teo aloha, dia fitambarana fahalalana, fahaiza- manao izay ampiasaina hamahana olana iray arakaraka ny sehatra iray. Ny hairaha dia ilay angona ananana ao an-tsaina ka azo kirakiraina amin’ny alalan’ny hetsika. Ny fomba fijery ara-hairaha kosa dia fomba fampianarana miainga amin’ny fahalala...
Section 3 amélioration de la compétitivité commerciale
Resaka 2 avereno répetez repeat
Na dia maro aza ny disadisa teo amintsika dia vonona ny hanafoana izany aho ka fitiavana vaovao indray no atolotro ho anao.
Hafahafa ny fitiavana amin’ny fahitana azy eo amin’ny ankabiazan’ny velona. Toa lamaody no fisehony, ka hatrany amin’ny tokantrano efa miorina avy no mbola ahitana azy miovaova. Eny, fa toy ny kilalaon’ankizy aza, ka vetivety dia mahatofoka, tsy ela akory dia tian-kisolo. Ahoana re izany? Oharin’ny olona amin’ny karaza...
Ces gens-là aussi ont senti la nécessité de s’adonner aux études afin de pouvoir se rivaliser en connaissances aux autres clans des autres régions, aussi, chaque famille entre en compétition pour faire parvenir leurs progénitures au sommet des diplômes. Ils ne sont pas insensibles aux nouveaux apports venant de l’extér...
Fafana 7 fandalianana ny lahatsoratra momba ny fanahy.
Epp ambodiampaly -epp ambodimanga nandihizana -epp ampanobe -epp ampatrabe -epp antsahamilemaka -epp antsirabe nandihizana -epp antsiradrano -epp nanoharana -epp sahavatana -epp vatobe -epp vinanisahandrazana -ecole communautaire ambavala -ecole communautaire ambodiadabo -ecole communautaire bekilandy -ecole communauta...
Tsy mba toe-tsaina teo amin’ny ntaolo malagasy mihitsy ny mifanao an-dolom-po. Tsy maintsy misy ny fifamaliana sy ny ady ifanaovan’ny mpiara- monina na ny samy mpihavana, saingy tsy nataony haharava ny fihavanana akory ireny, fa hainy ny mifamela, ka hoy ny fiteniny aleo ny lasa homba ny lasa, ravin-kazo nanintsana ire...
E1 bazoanizy e3 nary
Miora has ina
Izay no antony voalohany tsy nahafehezan’ny mpianatra ny fanaovana famelabelarana isan-tsokajy amin’ny alalan’ny famintinana boky. Rehefa nojerena ny fandaharam-pianarana dia hita fa tsy ampy ny tolo-kevitra omeny amin’ny fanaovana famelabelarana sy ny fanaovana tatitra vaky boky tahaka izay niseho teo amin’ity tranga ...
E! Ny amboninjato mba misy va ô? Misy re, ny gisa matavy zalahy e! Misy re, e! Zalahy am-body vato mba misy va ô? Misy re, avalano rano any ikopa zalahy e!
Noezahina nofantarina tamin’izany ny fomba ifamalian’ny feon-teny indonezianina sy ny feon-teny malagasy. Mety mifanaraka amin’ny firafitry ny fifamaliam-peo eo amin’ny teny iray tarika ny fifanovam-peo eo amin’ny teny roa tonta satria iray fiaviana eo amin’ny lafiny maro ny teny indonezianina sy ny teny malagasy. Amin...
Mafy anie izany fa aza voany ihany!
Samy mampiasa sary ny boky telo. Samy ahitana karazan-tsary ihany koa izy ireo. Anisan’izany, ny sary nalaina izay manakaiky ny marina; ao koa ny sary natao tànana toy ny fampiasa any amin’ny tantara an-tsary, ary ny sary hosodoko. Samy azo ampiasaina tsara ireo karazan-tsary ireo. Ilaina kosa anefa ny fahazavany mba t...
Kilasy faha -9 ambaratonga voalohany
Ny zava-nisy teo aminrny firenena
Ny sokajin’olona tsirairay miampy ny vondron’olona ao anatin’ny fiaraha- monina no manome ny vondrona lehibe dia ny faritra izany. Anisan’ny sokajy
Ireto zava-maniry ireto no mandrakotra ireo havoana maro an’isa tsy azo iasana fontsina11, randrendreka12, longoza, ringotra, tenina13, kamafa14
Firavaka volamena izay ataon’ny olona haingo eny amin’ny vatany toy ny kavim-bolamena. Hoy ny voalaza kavim-bolamena sy firavaka volamena tsara ny mpananatra hendry, raha amin’ny sofina mihaino. Ohab 25 12
Araka ny fandinihana nataon’ny mpikaroka momba ny finoana amam- pivavahana, misy ireo singa mandrafitra ny finoana amam-pivavahana na ny champs de la religion ireo singa mandrafitra ny finoana amam-pivavahana ireo indray no horesahina eto ambany. 1-3-3-ny tanjon’ny antrôpôlôjia mandalina ny finoana amam-pivavahana
Nony ampitso anefa indrisy fa ilay reny tazako nandalo mitafy sisika izy, misaraka aman-teny mimalo dia mimalo ny sandriny ô! Indrisy tsy mitrotro intsony fa iny eroa aloha lanjain’olon-droa ilay silaky ny fony mandry tsy mifoha
Barbeau, denise et all, 1997, pédagogie collégiale, vol 11, n 1 engagement, participation et persistance dans la taâche burns, robert, 1971, methods for individu-alizing instruction, educational technologie, n 11 -programme femmes niger coopération suisse genre et développement, 2000, une approche nigérienne, suisse -p...
Ptd cisco arivonimamo 2005-2009 le pourcentage de redoublement est très élevé et les résultats scolaires obtenus montrent que le système ne rend pas à la société les services qu’elle est en droit d’atteindre , des élèves du primaire quitte l’école avant la fin du cm 2. 27 crienfp centre régional 28 laurent botokeky mby...
Hasina ny sokajy tao anatin’ny lohateny ny hasina ankapobeny. Raha ny fiavian’ny teny iray anefa no resahina dia ny famaritana ara-piforonan-teny no ao an-tsaina avy hatrany, ary miaraka mandrakariva amin’ny fandrasan-teny izany mba hanamora ny famoahana an’io karazam-pamaritana io. Tsy izany anefa no voarakitra tao am...
Zahao rakotojaona job , mahay mikabary, antananarivo tpfjkm, 1983
Mianakavy nangina tsara manodidina an-dramily zaodahiko ny ankohonany nandoatra ny vary, nandray ny sotro, dia niandry an-dramily handrapaka. 135 ny tsy maintsy anajan’ny zanaka ny tenin-dray aman-dreniny. Tahaka ny nataon’i bako ny faratenin’i dada sy i neny, akia ry fara, dia ny iterahana ity zaza ato an- kiboko itya...
Endrika anatiny samy tetika fanangonana ny fomba fijery eny ifotony. Zava-dehibe amin’ny fanadihadiana ny fanoloram-bahaolana miainga avy amin’ireo mpampiasa ny vakoka. Fomba entina mampandray anjara ny eny ifotony amin’ny fananganana paika fanandratana ny fanatanterahana ny marp sy ny ffom miaraka satria, samy tafidit...
Sary nalain’ny mpikaroka ny 16-05-2013 ny tapany avaratra sy atsimo amin’ny tanànan’ankiakabe no tena hifantohan’ny fanadihadiana satria ao amin’ireo no tanànan’ny mpanarato sy ny mpanjono. Ny ao am- povoany kosa dia tsy ho voaresaka firy ato anatin’ny fanadihadiana satria amin’ny ankapobeny, olon-tsotra tsy mpanarato ...
Définition selon le dictionnaire hachette encyclopédique le mot formation signifie action de former, de se fermer ; résultat de cette action. En outre il se traduit comme action d’instruire, d’éduquer ; son résultat.
Ho ny lalam-pandrosoana, b
Eto dia miverina indroa ny izaho ary elanelanin’ny kianteny dia, noho izany ny heviny dia manamafy fa tsy olon-kafa na miaraka amin’olon-kafa aho no handalo eny. Izaho irery ihany. Araka izany àry, ny fiverenan’ny tononkira indroa ary elanelanin’ny kianteny dia, dia maneho ny maha-hira tsy misy fangarony azy. Misoko mo...
Lah 92 olombelona miara-miaina amin’ny olona mpiray tanindrazana aminy ny mpanoratra 90. Azo lazaina fa mahita ny fahasahiranan’ny reny ao an-tokantrano izy. Izy rahateo efa raim-pianakaviana. Tena sahirana amin’ny fikarakarana ny ankohonany tokoa ny reny, hoy i irako ammi, mandritra ny taom-pianarana. Koa rehefa tonga...
Fa iza ianao tompoko? T toa mamirapiratra be? Ny akanjonao lava! Tena tsy olombelona ianao!
Ny dingana arahina amin’ny famelabelarana sy ny fanoratana entina mamaha ny olana naroso teo amin ny petraka olana teo àry dia hozaraina telo lehibe ny asa ao amin ny fizarana voalohany no hiresahana ny fokontany 67ha avaratra atsinanana sy ny endri-piarahamonina ao aminy. Voalohany hatao amin izany ny famaritana ny 67...
Sary 17 mampiseho ireo mpitondra sarety eo am-pikarakarana sakafo harivany.
Ohatra 2 ity tenina mpandinika ity indray, dia tsara raha apetaka mifanandrify sy eo ambonin’ny varavaram-be fidirana ao amin’ny efi-trano. Ny tanjona amin’izany dia ny hanome lesona ho an’ny hafa sy hampahatsiahy ny teny filamatra isaky ny miditra na mivoaka ny efi-tranony. Inoana fa hahasarika ny maso izany, noho izy...
Tovo avia aloha ka! Ary hotrory kely aloha aho e! Efa te handre ny tsiron- tananao aho. Tina dia vao tonga mihitsy moa ianao dia nandeha taty?
Andraina pseudo , i vola, t. 116 4 e. D. Andriamalala, menarana, t. 54
Antony mampisy ny fotoana manelanelana ny fangalana varavara a sy ny fanandratana ho mpanjaka
Ny tombony azon’ny mponina efa azo lazaina fa miha maro ny mpizahatany ao amin’ny kaominina tritriva, ary sehatra iray mampiakatra vetivety ny harin-karenan’ny faritra izy io satria mamorona asa maro ho an’ny mponina. 3.1.2.1. Asa mivantana
Araka ny hevitry ny mpampianatra ny valin-tenin’ny mpampianatra haseho ato amin’ity zana-toko ity, dia notsoahina avy tao amin’ny fanontaniana 9.2. Azo sokajiana telo izany.
Fomba famolavolana
Koto rehefa reraka mivezivezy any ve ry i soa, ho aiza fa tsy hiverina amin ny maha olombelona malagasy ihany?
Misy koa ireo tononkalon’i jo andrianasolo izay anehoany ny heviny manokana ny amin’ny toetran’ny olona manodidina azy. Ny gazety boky notre librairie izay manao ny famahavahana ny haitsikera ara-tantara sy ara-parahatoka amin’ny literatiora afirikanina moa dia milaza fa ny literatiora no fitaovana mahomby ahazoan’ny m...
I. ? Tou c l n i i. ; ; t! J ll t , , , illc1 , sc, r; ll; , ; ! Tt. R 1 ; r? , u
Amin’ny fitaterana teny dia singa telo no tena fototra ny mpisolo olona, ny mpisolo fotoana, ny mpisolo toerana. Tsy mandeha ho azy ny fiasan’izy rehetra ireo ao amin’ny fitaterana tenin’olona fa voafetran’ny fotoana sy toerana misy ny mpitatitra ary koa ny fandraisan’ny mpitatitra ny teny anjara na tsia amin’ny asa iz...
Raha bangoina dia nezahina navohitra tao anatin’ity fizarana fahatelo ity ny foto- pisainana malagasy fotoran’ny kabary am-pianakaviana. Lafin-javatra roa miavaka tsara, lafiny ara-tsosialy sy ny ara-pinoana no nitsirihana izany, izay niainga tamin’ny lahabolana avokoa.
Téoignages chemins vers l’orthodoxie évêque de diokleia, etrange et pourtant familière ma voi vers l orthodoxie, cerf le sel de la terre, laplantine f , 1987 clefs pour l anthropologie, paris, seghers, , 226p
Ilaina ny fitokiana amin’ny herin’andriamanitra ho mpamonjy amin’ny fiainana manontolo. Maro amin’ny olona no mitady vahaolana etsy sy eroa, na koa tsy matoky ny finoany an’andriamanitra rehefa tojo zava-tsarotra na olana saro- bahana. Miseho izany na eo amin’ireo mitonona sy milaza tena ho kristiana mafana fo aza. Mih...
Ny 129 dia anehoana ny olona manana ny maha izy azy sisa tavela izay hevitra avy amin’ny fampiasana io tohin-teny io. Ny akanga dia vorona misongadina amin’ny hafa noho ny endriny. Izany fisongadinana izany no hevitra entiny eto. Ampiasaina hanehoana ireo olona misongadina sisa tavela manoloana ny zava-nitranga izy io....
La personne responsable des marchés publics ou l’ordonnatuer secondaire
Anaty lovia ny omby, ka tsy ajanona raha tsy noheverina fa voan’izany avokoa izy rehetra. Vehivavy mitaiza ary mibaby zaza no mamafy izany ho endriky ny fahasoavana lehibe sy fitomboan’ny taranaka. Fafazana rano manokana ny filohana omby ho mariky ny fahamboniany. Misaotra ny raiamandreny lehibe avy eo. Sotroin’ny mpan...
Mitontaly 10 ireo sekoly taninketsa miara-miasa amin’ny ceres ao amin’ny faritra matsiatra ambony. Ireo no sekoly nahafeno fepetra teo amin’ny fifidianana sekoly ary nanao sonia fifanekem-piaraha-miombona antoka tamin’ny ceres. Izy 10 ireo dia ahitana sekoly miankina sy sekoly tsy miankina. Toy izao aseho amin’ny fafan...
Manatin-tanan-dava miofy akondro vava mitady ’zay harapaka ho ody fihazon’aina hitsoahany ny fasana.
Matoa misy tamberina tahaka izao dia fanantitranterana hatrany no tanjon’ny mpanoratra. Koa ny hevitra anterin’ny polyptote izany eto dia ny hoe ny miasa no anjara toeran’ny mahantra, dia asa tsy andraisan-karama fa asa iombonan’ny fiarahamonina. Raha atao mivantana dia izao asaina misolo vaika maimaim-poana ireo mpiar...
Ny fialam-boliny ny kilalao fanao tamin’ny fahazazana dia miova ho fialam-boly amin’ny andron’ny fahatanorana sy ny fahalehibeazana. Ny fialam-boly, izay tsy inona fa fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa ny fijerena sarimihetsika no mba fialam-bolinay isaky ny asabotsy ...
Vola na izaho koa aza e fa rehefa tonga rainareo dia hotantaraina amin’ny antsipirihany ny nanj? Antsika mianaka. Fa izao rojo a, tena miteny mafy anao aho tsy hanao toa an’i haimah io. Tena vehivavy tsy misy dikany! Matory any an-tranon-dehilahy no atao. Rojo matokia i mama fa hanaja ny tenako foana aho. Tsy ho tantik...
Famintinana ny toko faharoa
Ny maritioram-pirenena toy ireny, dia tsy maty ao am-pon ny olona, fa velominy mandrakariva ny fahatsiarovany azy tsy mba maty fa matory lay rafaralahinay ndreo ny anjely fa mivory ndray manotrona azy izay ranomasom-pandresena ny tomaninay anio ny tigetram-pirenena zay tandrovinay hadio.
Io fomba fampianarana voalaza teo io ilay ambaran’i macaire hoe rafitra famelabelarana no ampiasaina , ka ny mpampianatra ihany no mandray anjara amin’ny fitenenana, fa ny mpianatra mihaino fotsiny 24.
Araka ny fahitana ny zava-misy, tsapa fa votsa saina indraindray ny mpianatra marenina. Noho izany, betsaka ireo mpianatra no tsy mahatody hatramin’ny farany ny fianarana ankapobeny. Mba ho fitsinjovana azy ireo no namoronana ny fiofanana araka asa. , tsy ny hahaizan’ireo mpianatra ny asa fotsiny no tanjona, fa indrind...
Ny elanelana kely eo amin’ny isan’ny lehilahy sy ny vehivavy kosa dia maneho ny maha maro an’isa ny vehivavy eto madagasikara satria na dia noheverina ho ny lehilahy aza no ankamaroan’ny manovo fahalalana any amin’ny sekoly teknika dia mbola tsy mifankaiza ny isany raha mitaha amin’ny vehivavy. Ary farany, manamarika n...
Rahajarizafy, filozofia malagasy, ambozontany, fianarantsoa, 1970 tak 45
Ny loharanon’ ny aingam- panahiny tsy tongatonga ho azy ao anatin’ ny mpanoratra akory ny aingam- panahy. Noho ny toe- javatra hitany sy niainany ary reny teo anivon’ ny fiarahamoniny sy ny manodidina azy, ary teo amin’ ny fireneny ireny asa sorany ireny teo ihany koa ny fangatahan’ny hafa. Hoy indrindra i taine momba ...
Aiza eny mantsy ilay toerana iray mitahiry ny lasa sy ireo fehizay ? Ary mbola iandrasan’ireo havan-tiana ?
Hamafisin’ny lalàm-panorenana izany maha zava-dehibe ny fihavanana izany, izay ambarany fa antoky ny firaisam-pirenena ny fihavanana, ary anisan’ny fanambin’ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana izao, ary paikadiny amin’izany ny fanajana sy fitandrovana ny lova sarobidy sy ny kolontsaina nentin-drazana. Araka izany ...
Ny halavan’ny lahatsoratra sy ny fifandraisany amin’ny lohahevitra ifotorana.
Fitia tsy aminao fa sary fotsiny ihany misaotra anao naharitra no entiko ao anaty hitondra ny vinany, 35 i madama mahafinaritra 15 fa tsinjoko aminao ny tahaky ny molony dia mila hahitako ny tena manontolony.
Hoy i claude eterstein ny mpandray anjara dia anjara asa eo ambony taratasy ihany fa saingy mahafeno ny fepetra maha-olona dia ny famantarana ny mombamomba azy, toy ny kopia, ny toeram-ponenana, ny asa, ny toetra. 26 samy manana ny anjara toerana tazoniny ao amin’ny tantara ny mpandray anjara tsirairay. Azo sokajiana h...
Razafimahatratra noro, 2002, tak 9
Ny poeta mpandinika maro momba ny haisoratra no milaza ny heviny mahakasika an’ity poeta ity ny poeta dia ilay maneho ny heviny amin’ny alalan’ny sary; sary izay miseho amin’ny alalan’ny teny 17 hoy i ran e. Mbola izy ihany koa no milaza fa ny poeta dia olona voafidin-janahary hamoaka amin’ny fomba kanto ny endri-piain...
Toetry ny andriana ny lahatsoratra, ka amin’ny voalohany dia oharina amin’ny amontana izy, izay hazo vaventy, midoroboka, ela velona, fialokalofan’ny biby sy zavamaniry isan-karazany. Izany hoe ny andriana na ny mpitondra fahiny dia tokony hiahy ny vahoakany, ho olona efa manana traikefa amin’ny fiainana, satria efa zo...
Ilaozy ho an’i j. D. R
Romy iza izao e!
Hita taratra sahady ao to mpit ireto ny toe-tsaina enti-miatrika ny fihariana sy toekarena mandalina izany ireto tranga ireto no hahatarafana izany fahafantarany ireo harenany sy ny eo am-pelatanany ny trano, tanimboly, sarety sy ny omby, saika mason- ireo avokoa ny zony manoloana ireo hareny ireo.