text
stringlengths
10
11k
Ankehitriny, tafajoro ara-panjakana ny fy hary , sehatra asa misahana manokana miady amin’ireo tsindrihazolena mpahazo ny vehivavy ao an-tokantrano. Ny dokotera tianah nicole no filoha mitarika ity fikambanana ity. Ny hametraka ny vehivavy amin’ny toerana sahaza azy eto amin’ny firenena no tanjona mba handraisany anjar...
Ny zava-misy teo amin’ny lafiny kolontsaina sy ny fampianarana nandritry ny vanim-potoana 1929-1939
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement education physique et sportive
Lahateny 2 ny tsiny sy ny tody kilasy voalohany
Ny fitiavana dia toy ny ra mikoriana ao amin’ny tenan’ny olombelona ka mampihetsika azy. Tsy levon’ny fotoana izany fitiavana izany ary mampijoro hatrany, mampitraka raha sendra ny sarotra. Io no nanafy hery an’i miaro ka niheverana ny tenany ho toy ny olona afaka rehetra. Afaka miriaria miaraka aminy. Manana aina toy ...
Février 2011
Teo amin’ny fianarana ambony nahazo ny mari-pahaizana licence en théologie , tao amin’ny faculté de théologie ambatonakanga ny mamatonalina tamin’ny taona 1995. Marihana, fa mbola miezaka hatrany hampitombo izany fahalalany momba ny théologie izany ny mamatonalina hatramin’izao, ary eo am-panomanana ny maitrise en théo...
Manampy trotraka izany ny fiakaran’ireo avy any ambanivohitra honina an- drenivohitra. Rehefa nianjadian’ny olana isan-karazany tany am-banivohitra izy ireo dia nihevitra fa eto andrenivohitra no misy ny fiainana tsaratsara kokoa. Ny mifanohitra amin’izany anefa no hitany. Voalazan’i om gui amin’io tononkalony hoe mafy...
Rage ! O désespoir ! O vieillesse ennemie ! N ai-je tant vécu que pour cette infamie ? Et ne suis-je blanchi dans les travaux guerriers 240 que pour voir en un jour flétrir tant de lauriers ? Mon bras qu avec respect toute l espagne admire, mon bras, qui tant de fois a sauvé cet empire, tant de fois affermi le trône de...
Marcel olivier, six ans de politique sociale à madagascar, paris 1931, éd. Bernard canut, tak. 105-109 sy 114-118
Raha indroa isam-bolana izany no mitondra varotra ny olona iray, dia fotoana kely ihany no tena ijanonany an-tanàna ka ahafahany miara-mipetraka amin’ny ankohonany. Honjohonjon’ny ankizy irery ny fiainana. Tsy ampy ny fifandraisana eo amin’ny mpianakavy. Tsy misy mpanitsy sy mpanoro hevitra ny zanaka ka manaotao foana ...
Hafa ihany ianao r’ilay tokako iny fa na inona fitia na inona hasambarana tafiany ho filamatra na inona haratsiana tovonam-pifaliana na inona fahitana miseho an-kanjambana na fo mihoatra inona miseho ho tena tia hain’ny foko tsotra izao ny manindrahindra anao hainy fa satria ianao mbola hafa tena hafa fantany fa ny fon...
Eo amin’ny lahatsoratra milaza tantara dia misy ny sombin-tantara sy ny tantara foronina ary ny teatra sy ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo. 2.2.3. Ny sombin-tantara sy ny tantara foronina
Ny fanovan-javatra ao amin’ny fanovan-javatra, dia misy ny fanovana endri- javatra sy ny fanovana anarana toy ny amin’ny zava-kanto rehetra, ao amin’ny zava-kanto vita amin’ny teny, dia tsy maintsy misy
Inona ny vanim-potoana farany nijanonantsika tao amin’ny kilasy faharoa?
Raolison r. R. 2003
Ny trano ho an’ny vantotr’akoho na ny poulailler de transition poulailler poulette
Raha ny sekoly ohatra no asian-teny fohy, dia izy no toko voalohany amin’ny fampianarana ka raha tsy marin-toerana tsara izy, dia hitsingilaila ny mpianatra sy ny mpampianatra. Manana andraikitra lehibe araka izany ny sekoly na eo amin’ny fanatsarana ny fampianarana na eo amin’ny famolavolana mpianatra ho olom-banona. ...
Rado sanatria! Vao enim-bolana ve no vita manetriketrika ny raharahanay, dia tadiavinao ho ravana sahady? Marina fa tsy nahafehy ny tenako aho, ary diso teo anatrehanao sy i madama vadiko, na izany aza, tsy hilaza izany aminy mihitsy aho mandrakizay!
Raha ampahatsiahivina ny fomba fiasa teo aloha tamin’ny fomba fanadihadiana sy famantarana ny fiarahamonna, dia niseho tamin’ny endrika famenoana ny taratasy fanadihadiana ny tanàna ny fampandraisana anjara ny mponina fiches de données villageoises .
Fafana 13 ny tombana natao
Ny atao hoe programme sy curriculum voambolana roa samy hafa nefa mifameno ny programme sy curriculum ndeha hasongadina ny fahasamihafany, ny fifandraisany, ny misy eto madagasikara, na programme , na curriculum
Ireo fokontany manamorona ny lembalemba malalaka azo volena vary eny amin’ny faritra mahatafandry, anosimanarivo, anosiarivo, fieferana, antanibe ary ireo fokontany voasokajy ho isan’izay mbola mahantra indrindra ao anatin’ny kaomina, na ara-toe-karena izany na ara-pahaizana antsahamaina, ambohiborimanga sy betsitoavin...
Harivariva amboditamboho
Hovahavahana eto ny antony nahatonga ny tolona tany amin’ny faritra atsimo, ny niatombohan’ny fihetsiketsehana nataon’ny mpianatra ho dokotera, sy ny fitohizan’izany. Manaraka izany, ireo antony nanosika ny olona hanampy ny mpianatra hitokona sy ny zavatra notakiany; ary farany, ny antoko nanohana ny tolona.
Ny filàna ny gazetiko any an-tsekoly. Fanadihadiana natao tamin’ny mpianatra tamina sekoly efatra no asongadina
Ny dina taorian’ny fanjanahan-tany
L’amélioration des procédures d’achat au sein du saf consiste à l’amplification des collaborations avec les techniciens connaisseurs pour l’achat des articles spécifiques. Mais il ne faut pas oublier que les contrôles sont aussi indispensables, sur ce le découpage des taches entre les employés du service est une des so...
Mozika fohy
Mahaiza mamindra razanako izany sao lahy dia sendra izay aizin-mikitroka mahaiza mamindra razanako izany fa misy tsy ampoizina dia mahaditsoka.
Anarana tena mameno ny fo, avy eo no miloatra vao tonga eo am-bava. 15 voatonona raha mitsiky ny tava, indray raha misy manjo.
Itony firaisana manko mazàna lazaina fa rohy sy vona mitana ireo samy tia tafakambana izany voarohin’ny tady tsy maito hatrany !
Ny foko tia no mba miangavy
Nandositra ny olombelona fa tratra ihany no lohatenin’ny renihira. Ny fahasahiranan’ny olombelona manoloana ny hasarotry ny fiainana no velabelarin’ny mpiventy amin’izany. Azo lazaina fa matroka ihany ny fahitany ny zava-misy satria toa mandamoka avokoa ny ezaka ataon-draolombelona ny fiainany. Tsy misy afa-bela amin’i...
Fampimirana, vakina mira na manome
Fandriampahalemana hitsahatra ny ady 15 hibitaka tokoa isika fa mitady fiainana mandroso sy fitovian-jo fandriampahalemana zava-tsoa tokoa.
Dia mba namaly kosa ireto mpiandry saha ho ento any amin’ny mpanjaka ianareo fa mandika ny didy
Miora maneso hmm, oviana indray, hono, ity zanako no nanomboka be moral ? Sedra ka izay fotsiny ilay kaozy e kodiaran-tsarety ity fiainana ity izay ambony ihany no mety hikodia. Miora an’avona nts ! Kodiran-tsarety tsy mihetsika. Ny fantatro aloha izao dia ambony no misy ahy ary ambony foana izay fahaizako mitondra azy...
Teny fisaorana 3 teny fampidirana 5 fizarana voalohany lafiny teorika 7 1 -serasera amin’ny ankapobeny 8 1-1 ireo singa mandrafitra ny serasera 8 1-2 ny anjara asan’ny fitenenana araka ny modelin- tserasera 11 1-3 ny maha zava-dehibe ny teny eo amin’ny lafiny serasera 12 2- ireo toe-java-misy hita tany amin’ny fizarana...
Mifankatiava tsara jeso no mampihavana, fa izy no alalantsika amin’andriamanitra.
Lanja miakatra ny fiainana, arakaraka ny fivadibadian’ny andro, volana, taona no mampiova ny fiainan’olombelona. Hita taratra amin’ny sehatry ny jono any ankiakabe izany fiovana izany. Azo ampifandraisina amin’ny voalazan-drandza zanamihoatra izay ao amin’ny tononkalony iray manao hoe fa fotoana hafa, taranaka hafa; ta...
Taranja frantsay écris un texte de quelques lignes pour raconter une histoire à partir de la série d’images.
Fony ianao hamantatra fony aho hamelona 1 1 izao tontolo izao, ny angolam-piontanana 2 2 hanandrana, hisantatra nanondraka, hampitrebona 3 3 izay raketiny ao izay nirin-kotanana 4 4 dia teny tsara tefy, dia teny sarobidy 5 5 teny mafy fototra tenin’olona afaka 6 6 tsatsoin-tsy mety lefy gadrain-tsy voahidy 7 7 alevin-t...
Tsy maintsy misy akony eo amin’ny roa tonta ny faharavam-pitiavana. Mety ho hita amin’izany ny alahelo sy ny hakiviana vokatry ny fisarahana, eo koa ny fahatsiarovana tsy mety maty ary hambom-po tsy te hitia intsony. Ahoana ny famborahan’i faniry vatosoa izany ao amin’ny tononkalony;
Ci m. , la q,
Marihina fa saika mandalo eo amin’ny tanànan’i mahitsy avokoa ny lalana mankany amin’ireo kaominina manodidina ireo. Manana velaran-tany eo amin’ny efatra amby efapolo amby zato kilaometatra tora-droa 144km2 eo ity kaominina ity 68.
Ka tao no niretaka re i toulon
Sombintantara tanora ratsy fihary sombintantara voafantina
Zavaboary, lokon’ny fanantenana izay mamelona indray ao am-po aman-tsaina ny hatsara sy ny hakanton’ny tontolo iainana fototry ny fahasalamana. Ny loko fotsy nanoratana ireo andininy roa voalohany ao amin’ny tononkalo, maneho ny fahazavana, ny tsy fananam-pahataperana izay azo itarafana ny fanantenana fa ho tanteraka, ...
Mitondra tombon-kevitra ny mpanampy tena ao amin’ny fehezanteny a raha tanteraka ny iray amin’ireto fepetra ireto ny fahamarinan’ny fehezanteny a-b dia tsy ahazoan’ny mpihaino misintona fa marina ny fehezanteny a.
Malagasy, mba 15. Nitady asa izy
Tsy ela dia tonga ato anaty ozinina.
Ai nareo ainareo
Amin’ny asa famoronana izay ataony, takiana amin’ny mpianatra ihany koa ny fiantohana ny fahamarinam-pototry ny zavatra izay lazainy, koa araka izany, ny mpianatra mahay ny paikan’ny fanadihadiana ny lahateny an-gazety dia hahafolaka ny lafiny fanehoan-kevitra, tsy mivoana amin’ny lohahevitra ifantohana, ary mahay mifa...
Iza moa no gasikara moa ny faritr’i toliary? Anjakan’ny hain-tany kere lava tsisy vary; nefa ahitana vakoka, taratry ny fahendrena, sady harena toka-miavaka, rehareham-pirenena.
Ohatra tribune tamin’ny 17 janoary 2004, lah. 4555, v. A. , t. 26
Rahajarizafy r , op. Cit. Tak 19 152 frédéric randriamamonjy, tantaran’i madagasikara 1895 2002, tpflm, antananarivo 2006, tak 287
Hitsy hitsihitsy hitsina
Misaotra antsika rehetra vory etoana manatrika izao fanohanana am-pahibemaso ataonay izao ihany koa izahay. Mankasitraka tompokolahy, mankatelina tompokovavy.
Maro ny famaritana omenrny mpanoratra sy mpandinika momba ny boky fampianarana. Araka izany dia tsy ho voatanisa eto avokoa, fa ampahany ihany no haseho.
Antonetti ch notes sur la mise en scène. Ed vaudrain. Paris 1950 claudel p réflexions sur la poésie. Ed gallimard 1963 finnegan r oral poetry. Gambridge university press london. 218 p 1977
Teny mialoha vao nataon’ilay olona akory, sady tsy mamela azy handahatra akory indray. Ny tavoka amin’ny fomban-kabary dia nalaina ohatra amin’ny fomban’ny taboky ny tafoforana, izay manindry an-tery fotsipotsiny izao avy eo ambony, manao tsy hihatahana. Karazana endrikendrika ny tavoka. Endrikendrika kanefa toa mitomb...
Fara mbola anaty trorimaso fa misy inona ry zoky a? Lolona henoko t radio halina , fa mitsabo maimaim-poana ny aretina mamany lava hono ny any amin ny hopitaly ampasimanjeva! Fara an? Maimaim-poana? Lolona eny ho aho aiza indray no hahita toy izany fa mifohaza indry , ndao hitady renseignement momba an izany! Fara fa i...
Iii.3-ho an’ny fanjakana
Ireo lahabolana hiraina ahitana lahabolana hiraina maro koa iny disitrikan’i fandriana iny, toy ny horija, ny rango, ny vakodrazana, ny hira gasy, ny marakely ary ny zafindraony izay fototry ny dinika eto.
Tahiry amam- panovozan- kevitra nampiasaina ireo boky nanompanana ny asa fikarohana andriamalala. E. D. , fofombadiko, librairie mixte, antananarivo, 1962. Andrianjafy michel, orimbaton’ny fiadanana, tranopirinty, fofifa, 1958.
Tsy miankina raha mbola te hanohy ny fianarany. Mbola manana ny mahaizy azy tokoa araka izany ity sekoly ity ao an-toerana. Tsy ireo vao avy nahazo ny mari-pahaizana bepc ihany anefa no mameno ny kilasy faharoa ao amin’ny lisea mahitsy. Misy ihany koa ireo efa kilasy faharoa tamin’ny taona lasa saingy tsy nahita fahomb...
Bala mifafy ? Avela hifafy ! Maro ny mpialona, be koa ny rafy ; manana ampinga aho ka tsy miraika fahamarinana sahy miraika .
Kmf cnoe et nova stella,
Manko ’lay mafaitra,
Niventy ny embona sy hanina izy
Ny fomba nanatontosana ny asa fikarohana
Sary 7 maneho ny firafitra anatin’ny lakilasy l. F. A sy ny fipetrahan’ny mpianatra roa isan-dabilio.
Famintinana ny fikarohana sy ny fandalinana ny lafika tokana ao amin’ny tononkalon- dratsimaholy francinet no nifotoran’ny asa fanadihadiana. Ny tsikera tematika miverina an’i j. P weber no nanatontosana izany asa izany. Tsikera izay miainga avy amin’ny asa soratry ny mpanoratra mankamin’ny fahazazany. Avy tamin’izany ...
Ankoatra ny tononkalo, ny angano, ary ny sombin- tantara, dia namokatra tantara filalao an-tsehatra ihany koa ny mpanoratra.
Tetika amam-paika fitadiavana ohatra mazava mba ho tena tadidy sy tafita ny lesona fampitomboana ny fandraisana anjaran’ny mpianatra famerenana ny fampianarana fitsipi-pitenenana fanaovana sora-tononina
Convaincre sur la valeur et la durabilité des résultats issus de la formation
Nandritra ny 2 taona tsiry no nonina tao amin’i voahangy anabaviny, tak 03-17 -1 andro niala tao amin-dramily, nirenireny tsy nahita haleha. Tak 18-20 -herinandro nipetraka tao amin’ny tranon’i meja sy mino. Tak 26-28 -1andro nahita asa ho azy i meja. Nandeha tany amin’ingahy aziz izy ireo. Tak 32-36 -1volana niasa tao...
Kotro-mikotaba, tselatra mandalo no nanaitra anao toa reraka nimalo variana mamisa, ny maso mihandrohandro ny amin’ny ahitana ny atokona ho nahandro
No dakana nodakana
Ny tena filazan-javatra manao an-tanan-tohatra eto, rehefa aseho dia toy izao nanala ny lamba fisaronako222
Mahita izato ialahy izay tsapako tokoa fa faly tena faly mitsiky hatrany am-po.
Velona sy mivoatra ny teny malagasy olona tena tia tanindrazana ny mamatonalina. Tsy amin-kerisetra, na amin’ny alalan’ny fihantsiana ny hafa anefa no anehoany izany, fa amin’ny alalan’ny fanajana ny maha izy azy ny maha malagasy. Ny fampisehoana fa teny velona sy mivoatra ny teny malagasy, no entin’ny mpanoratra manas...
Ary izany tsy foiko ka dia tahiriziko eto. Fa tsy misy hovonoiko na ny fiombonanao na ny fitolomanao na ny fisoronanao!
Iny no lehibe indrindra sy niavaka tao e! Na ny firafitry ny machoires any aza! Izay no nandefasako azy. Ny ratsam-batany koa no lava indrindra tamin’ireny rehetra ireny fa tsy nalaiko intsony satria efa feno ny isa izany ve?
Ma tak 145 izaho no yannick connor mizaha tany lian-karena tak 193 mitety faritany samihafa eto amintsika hono ny vahiny vitsivitsy milaza azy ho mpizaha tany, izay mampiahiahy eny am-piandohan’ny tantara, dia tsy fantatra mihitsy hoe olon-dratsy anie izy ireo. Any amin’ny farany vao miseho ny asa ratsiny, tahaka izay ...
Thomas m. R , michel c , préface de gilbert de landsheere, théories du développement de l’enfant, etudes comparatives, deboeck université, belgique 1994, 572 tak.
Marihina fa eo amin’ny chd sy csb eo ambatomainty no misy dokotera telo ary mpitsabo mpanampy telo. Amin’ireo csb ii any ambanivohitra ireo kosa dia iray isaky ny csb ii. Raha ity fafana ity no jerena dia hita fa tena tsy ampy ny isan’ny mpitsabo raha oharina amin’ny fitombon’ny mponina satria mpitsabo iray ho an’ny va...
Professeur de malagasy institut national superieur de recherche et de formation pédagogique antananarivo
Mafy orina ny toetra fifanajana teo amin’ny ntaolo malagasy. Manantitrantitra hatrany ny ntaolo fa samy manana ny anjara toerany sy ny haja mendrika azy ny olona, fa ny ray aman-dreny dia ray aman-dreny, ny zoky dia zokiny, ny zandriny dia zandriny 91.
Jo andrianasolo
Fomba hafa azo andrantoam-pahalalana ihany koa ny ady hevitra. Nefa koa ankoatra izany dia mampianatra ny ankizy hahay miaro ny heviny sy hifanakalo hevitra izy. Mahaleo tena kokoa ny mpianatra zatra miady hevitra, satria na mahay aza fa tsy mahay mampijoro ny hevitry ny tena eo amin’ny famoahana azy sy eo amin’ny famp...
Fanadihadiana fanazarana 1 lahatsoratra ny olombelona sy ny fandrosoana faridanonana, ny fahendrena sy ny fandrosoana, in tatamo xi, 1972, tak 8-9.
Mitanika rambiazina mena masoandro, matahotra ny hidiran-dolo mamantonalina.
Conditions globales le budget se conçoit à partir de la détermination des activités à réaliser par les équipes techniques contexte, objectifs, résultats, ou bien sur la base de l’enveloppe budgétaire. Le budget devra être annuel. Les budgets pluriannuels devront être éclatés annuellement pour permettre au saf de faire ...
Ny épizeuxe tamberim-boan-teny na andian-teny mifanesy, tsy misy teny mpampitohy no antsoina hoe épizeuxe 184 natao hanantitranterana ity sarin-teny ity.
Mba hahatafita kokoa ny hafatra, dia nifidy mpandray anjara samihafa ny mpanoratra.
Nizara roa ny malagasy ka nitodika tamin’andriamanitra ny malagasy sasany. Midika izany fa efa tafiditra teto amintsika ny fivavahana kristianina.
Sorabaventy manasongadina teny fampivoirana ny hevitry ny teny
Toy izao ny kajy nahazoana ny isan-jato tsoa-kevitra