text
stringlengths
10
11k
Javatra vidim-piainana karany maha pôlisy
Ohatra, ny hita ao amin’ny takila faha-37;
Yves desire randriamahatantsoa, memoire de capen, ny fiheveran’ny malagasy ny vary sy ny iainana azy tarafina amin’ny mponina ao ampitambe alaotra-mangoro, tak 20 242 arikaomisa randria, kitroka, op cit, tak 11 243 arikaomisa randria, kitroka, op cit, tak 64 244 boky i, adala sitrana, fiz 33, tak 60
Kisary maneho ny fifandonana.
Ny fiompiana
Ny fiovaovan’ny fihetseham-po sy ny herin-tsaina toy ny fanantenana sy ny famoizam-po, ny fahavitrihana sy ny fahakiviana, ny fahombiazana sy ny faharesena dia efa fombam-piainana avokoa. Taratry ny fivadibadihan’ny fiainana ireny. Maneho izany i iasiniony ao amin’ny mivadibadika ny fiainana. Indraindray dia manantena ...
Dubois r , malagasy aho, edisiôna md paoly antananarivo, tak.70 23 fafana 2
Ry mponin’ity tany ho sasatra ianao, ho vizana aok’izany hiasa sy hifofotra hahita indray mahandro
Fitandremana ny endrika ivelan’ny boky
Iii- ny fanatontosana ny asa toy ny fikarohana rehetra ihany, mila tahirin-kevitra ny fikarohana antrôpôlôjika mba hahamarim-pototra ny zavatra ambara. Ny aloaky ny vava sy hita amin’ny tahirin- kevitra anefa tsy voatery ho tena iainana ankehitriny, mety ho niainana taloha saingy hafa ny omaly. Noho izany, mila firotsa...
Alohan’ny hidirantsika amin’ity toko farany ity, tsara aloha raha fantatra ny sehatra hohadihadiana, tsy inona izany fa ny fiheverana ny mpanoratra sy ny literatiora.
Sehatra iray ahatsapana ny maha zava-dehibe ny fampiasana ny teny amin’ny fomba miavaka ny literatiora. Manan-karena amin’izany ny malagasy, ao ny tononina ary ao ny hiraina. Samy manana ny lahateny mampiavaka azy avokoa ny faritra tsirairay eto madagasikara. Tsy ambakan’izany ny faritra amoron’i mania. Disitirika iray...
Fialam-boly
Maro ny zava-nifamahofaho teto amin’ny firenena malagasy nandritra ny fotoana lava. Anisan’ny namela takaitra lehibe indrindra ny fanjanahantany. Hita izany teo amin’ny sehatry ny fampianarana sy ny kolontsaina. 1.2.1. Ny zava-nisy teo amin’ny fampianarana
Azon’ny mpanandro fehezina ny vintana manala ny vintan-dratsy, manarina ny vintana malemy, manalefaka ny vintana mahery, manatsara ny vintana efa tsara fironan-kevitra fahiny ny vintana no mibaiko ny fiainan’ny olona fironan-kevitra ankehitriny misy mihevitra fa ny olona no mifehy ny vintana. Hoy i joseph rakotonirainy...
Paositra, fivondronana antanifotsy misy manokatra ny taratasy lakroa 3353 tamin’ny 25.01.0 v. A 199 mitaraina ny mpandefa taratasy any amin’ny fivondronana antanifotsy. Mitaraina ny olona, indrindra ireo mandray taratasy avy any ivelany. Misy manokatra ny taratasy. Lasibatra ny taratasy avy any andafy. Voasokatra ny fo...
Sary 15 ny biraon’ny kaominina tritriva 93
Isika no ankizy ’zay hampanarangarana ny ra firahalahiana, ka ’ndeha hiroso isika haneo firaisankina! 126
Ny mpiteny eto dia mitatitra amin’ny alalan’ny fehezanteny amin’ny endrika filaza tsotra ny fomba fahatsapany ny zava-misy eto madagasikara. Tiany hiantefa mivantana any amin’ny vahoaka malagasy izany mba hampieritreretena azy ireo fa tokony ho ny tanora malagasy no miezaka mieritreritra sy mandalina momba an’i madagas...
Poavirao, baranjely 67
Tandis qu’adam ronflait, épuisé de fatigue tenant dans sa main gauche une très belle figue qu’il désirait offrir je ne sais pas à qui car il est seul hélas ! Pas même un seul ami ! P dieu vint sans l’eveiller. Il lui prit au coté un os et referma la chair où il l’à ôté il en fit une femme. Adam la vit en rêve quand il ...
Cousins, fomba malagasy, op cit. Tak 67-68 48 lohatapenaka tendrony maranitra amin’ny tapenaka. Tapenaka tapany ambony amin’ny rindrin’ny sakan- trano izay atao telozoro ka ny lohany maranitra ambony no natao ipetrahan’ny vovonana.
Boky i, adala sitrana, fiz 16, tak 49 183 boky i, analandolo, fiz 2, tak 3 184 boky i , adala sitrana, fiz 2, tak 39 185 y reuter, op cit l’écrivain est celui qui existe ou a existé, en chair et en os, dans notre monde p.36 186 y reuter, op cit le narrateur est celui qui semble raconter l’histoire à l’intérieur du livr...
Andriamanitra fitiavana tapa-teny iray mba reko tamin’ny toriteny lava izay nitarika ilay saiko sondria-nivenjy tany ho any mba handinika ny misy
Literatiora mpanoratra lohateny fotoana nivoahany
De soi et de l’enfant
Avy amin’ny hoe tsy misy ray aman-dreny tsy mahafoy zanaka, fa ny zanaka no mahafoy ray aman-dreny tak 80 malagasy ka notsofiny rano.
Ii. Ny olana tamin’ny fanatanterahana
Ary izay no ianarana
Nisy ny kolontsaina vaovao niditra teto madagasikara nanomboka ny taona 1818. Teo no lazaina ho nidiran’ny soratra nentin-dry david jones sy thomas bevan. Niara-niditra ny soratra sy ny fivavahana kristiana, satria nilain’ny fivavahana ny fahaizana mamaky teny sy manoratra, mba hanaparitahana izany. Ireto no foto-pisai...
Rambo rehefa atao verindroa io dia manome endrika toy izao ramborambo ilazana ny kofehy na tady mitaritarika amin ny zavatra iray. Rehefa betsaka izy dia ataon ny olona hoe mikiramborambo mikiromborombo. Zavatra mitaritarika maro ary efa mitady hihitsana amin ny tany. Mivadika ho o daholo ny zanapeo a
Sakafon’ny maika t4
Ralalako izay, tsy lava tsy fohy vololo-misoko, ny lamba tinafiny, vetso natohy tanatin’ny foko; ilay masony tony malefaka izay toa sosoina feo ralalako izay ka sao mangaihay fa nilaozanareo!
Ny fomba nitondrana ny fampianarana
Tovana viii ireo ecole sy ny fcl
Jereo fizarana 2.5. 199 jereo tdt 2 9
Les problèmes techniques a- l’incapacité technique d’approche
Methodologie
Ka tonga daholo zareo any ivelany na mpanao gazety na mpanelanelana fikambanana tany francophonie oua, onu na koa coi nanao fianianana amin’ny maha filoham-pirenena azy andriamatoa marc ravalomanana ny 22 febroary 2002 na dia mbola tsy neken’ny h. C. C azy izany. Nofoanana anefa ny valim-pifidianana ny 16 aprily 2002. ...
Vao tafavoaka aho dia tsinjoko anosy sy ny anjelimaintiny ’reo hazo mpampidera loko, mandravaka azy ho maitsomaitso ’reo tranobe mijoalajoala, ’lay boribory manan-jiny ny fitsarana be mizana, ny lapa fandrosoam-bahiny ’lay ilotoana tsy very hasina ’lay polisy sy ny fanaony ’ny kianjaben’i mahamasina ny lapa soa vaovaon...
Iii- ny tononkalo miresaka ny firenena
Ny hevitry ny lohateny
Ragly ts imanato ragly
Mpamaky voatokana
Asa fanaovan-gazety loharanon’ny aingam-panahin’ny mamatonalina ao anatin’ny asa fanaovan-gazety dia ahitana trangan-javatra maro mpiseho eo amin’ny fiarahamonina. Mpanao gazety ny mamatonalina, ary noho io asany io dia nihalalina ny fomba entiny mandinika ny zava-misy. Tsy mpandinika fe mpandinika fotsiny anefa izy, f...
Randria misento andeha hiomana aho leity.
Fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana
Ny endri-pifandraisana eo amin’ny mpampianatra sy ny mpianatra eo amin’ny lafiny maha lahy maha vavy tokony hitovy hatrany ny fandraisan’ny mpampianatra ny mpianatra rehetra ao an-dakilasy na lahy izy na vavy. Ny tranga fahita matetika dia ireo mpianatra mazoto mandray anjara ao am-pianarana no ankasitrahan’ny mpampian...
Fanaovana voady ny mpikambana ao amin’ny tily; lafin-javatra tononina eo am- panatanterahana ny voady ny fanompoana an’andriamanitra sy ny tanindrazana. Amin’ny hetsika rehetra ato dia ahatarafana izany. Amin’ny ankapobeny ny zazalahy no taizaina ao amin’ny tily. Misokajy araka ny taonany ny fanabeazana aroso azy ireo....
E! Raha manina anay hanina anao e! Ravo! Tsy miangaly ihany no manina, fa ny taranakao ankehitrio 15 e! Manina vako-drazana
Dia indro fa nafoiny hatreo sy nilaozany avy eo fa lasa izy nanasoa, ilay fitia kitoatoa! 57 ankoatra ny fampirafesana, dia mety hahatonga ny faharavam-pitiavana ihany koa, ny fiovam-pihetsika na fomba firesaka amin’ilay olon-tiana. Mety ho amin’ny fomba ankolaka no isehoan’izany. Rehefa tsapan’ny ankilany anefa izany,...
Razanamalala e. Y 2017. Les etudes malgaches en relation avec les langues austronesiennes razananivo andrianandrasana. 2013. Iray ihany ve ny malagasy ofisialy sy ny fiteny merina? Antananarivo flsh tsimilaza a 1981. Phonologie et morphologie du tsimihety. Thèse de doctorat. Université de nancy 2
Nampiharina teto ihany koa ireo karazana kolontsaina vahiny. Raha vao tonga teto ny vahiny, dia nataony ho vaindohan-draharaha ny fanapariahana ny kolontsainy. Isan’izany, ny dihy toy ny valsa sy ny maro hafa. Teo amin’ny fomba fitafy kosa dia nanomboka nanary lamba ny malagasy, tsy nitafy lamba be intsony.
Lay teny sarobidiko mitana ny safidiko dia tolotry ny lanitra, avy amin’andriamanitra.
Métaphore fanovan- javatra ny lalam-pamonjena dia ny tenin’andriamanitra
Petrakolana
Teo amin’ny endrika ivelan’ny tononkalo, izay nohalalinina tao amin’ity toko faharoa ity no ahazoana milaza fa nanana ny endrika nampiaka azy ny tononkalon- dratsimaba georges. Azo ambara fa mirindra izany, nahitana ny filalaovana amin’ny andininy miavaka tsara, ny andalana, ny ngadona sy ny rima. Mifanaraka min’ny vot...
Epp ambalarano -epp ambodiadabo -epp ambodivato -epp ampatakana -epp benavony -epp fampanambo -epp majinavola -epp sadikamonjo -epp talanaro -epp vinanimbidy -epp ankofa
Caractéristique sanitaire infra, maladies fréquentes, origine
Pour les couples qui voudraient planifier la naissance de leurs enfants, il est très important pour eux de fréquenter les lieux de prestation. Seul le médecin peut conseiller le couple dans le choix de leurs méthodes contraceptives. Pour déterminer la meilleure, une consultation médicale est donc très indispensable.
Evans pritchard, anthropologie sociale, tak 19 l’anthropologue étudie les societés en tant qu’entités. Il étudie l’écologie, l’économie, les institutions politique et juridique, les structures familiales, les systèmes de parentés, les religions
Ireo amin’ny teny vahiny ausjas l , 1927
Raha ny momba ny re any amin’ireo tany an-dalam-pandrosoana kosa no asian- teny dia azo lazaina fa sarotra ny manombana azy ireo amin’ny ankapobeny. Tsy dia hita taratra mivantana loatra ny tantara momba ny asa fitsikilovana. Fahita matetika any ireo tantara miompana amin’ny famelezan-dratsy ny olona na plaisanterie .
Mipetraka eo aorian’ny anarana ny mpamaritra filaharana.
Fournisseurs
Kanefa tsy mangina nalaina tao amin’ny eks 14 14 jehovah hiady ho anareo, fa ianareo kosa hangina
Ireo ray aman-dreny malagasy
Fa na toy inona na toy inona karazam-pasana, mitovy avokoa ny fahitan’i eliza freda sy i samuel ratany ny endriny. Hodinihana misesy ny fahitany ny endrika ivelany sy ny fiheverany ny ao anatiny.
Ajarian’i soa ravaky e am an e y boaty e ao .
Nentin’i di nanafatra ny zanany dimy mianadahy mba hiezaka hanefa adidy sy hioitra bebe kokoa eo amin’ny fiainana mba hahavita mihoatra ny nataon-drainy io oha-pitenenana io. Ankoatra ireo, dia mbola maro ny fomba fiteny nampiasainy toy ny hoe ariary zato am- pandriana , soa fianatra v. A lah 24; raha voky ny dia handr...
Mampiasa karazana andalana maro i lyra ao amin ireo tononkalo. Mety ho teny iray na teny maromaro natambatra no manome ny andalana iray. Nampiasainy ny andalana fohy, ny andalana antonony, ny andalana lava, ary ny andalana mifangaro.
Tsy ny fampanantenana ny tsy misy, na ny fanamparam-pahefana ihany anefa no endrika isehoan’ny tsy rariny ataon’ny mpitondra, fa ao ihany koa ny fangoronan-karena. Milaza izany indrindra ity tononkalo ray razako tk.66 ity ray razako ô! Loza iray loza roa loza telo. Mpandova tsy mahay no namelanao harena miavosa, k’izao...
Dingana fizotran’ny lesona fanamarihana tari-dresaka
Famintinana ny fizarana voalohany
Araka ny hita teo aloha, miavaka sy manana ny maha izy azy ny s. M raha ampitahaina amin’ireo karazana kolontsaina miorina amin’ny asa soratra hafa. Manana toetra mampisongadina azy koa izy, noho izy mitafy endrika maneho fampisehoana. Io indrindra no ndeha havoitra manaraka etoana. 1.3.2. Ny sarimihetsika amin’ny maha...
Tsy manova ny fanomanan-desony izy, fa ny eo ihany no avadibadika io moa ry zanakolahy, efa hatrizay ny eo ihany no averimberina, indraindray aza efa vita tsianjery hany ka simba, sady mikorontana v. A. Tak83 tsy mahay ny mpianatry raveloson raha nanadina azy ireo i robena
Efa lasa dia lasa ny fotoana.
Fetra-pahombiazan’ny lahatsoratra
Eo amin’ny mpanjono mizara ho sokajy roa ny mpanjono raha izay lafiny izay; mpanjono mampiasa harato ara-dalàna; mpanjono mampiasa ramikaoko. Niteraka ady teo amin’ireo mpanjono ireo izany toe-javatra izany. Mahatratra any amin’ny 25 ireo mpanjono mampiasa harato ara-dalàna. Manohitra ny fampiasana io fitaovana io ireo...
Raharijaona, lesona mikasika ny fanabeazana sy ny pedagôjia, sampana teny malagasy taona fahefatra, e. N. S ampefiloha, taona 2014-2015, 10 02 2015
Folo metatra no halalin’ny lavadrano .
Ry ora mangidy ho to vetivety, andrasako ihany fa anjara voatendry; kanefa foany ny toetra tsy mety, ho very tadidy ao am-pon’ny hendry
Fanamarihana
Ny fananana azy maro ao an-tokantrano. Tsy dia mampidi-bola ny akoho gasy saingy isan’ny mari-karena satria ratsy izany tsy mba manana na dia tongotra akoho iray aza
Mitsiry anio ka misy ampitso anefa indrisy tsy tana fa nidify o ! ’ty fiainan-janak’olona toa nofy sy tandindona tsy azo hamaharana fa aloka miserana .
Tsy àry ho voatanisa eto avokoa ireo tara-kevitra nahazo vahana nandritra ity vanim- potoana ity, fa izay tsapa ho nahazo vahana ka nironan ny mpanoratra maro no hasongadina, dia ny fahatsiarovana, ny zavaboary, ary ny hatsaran-tarehy.
Alfred andrianaly
Toy izao ny filazan’andriamatoa andriamiadamanana lehilahy 62 taona monina ao ambatomainty mpampianatra efa misotro ronono ity toerana ambatomainty ity taloha dia fitoerana omby izay atao hoe baria koa tamin’izany fotoana izany izy dia nantsoina hoe manahasaha satria saha nidadasika, misy bongo manodidina azy. Rehefa t...
Iharilanto patrick andriamangatiana
Loharano plan vert de la cua, zppaup
Zava-misy mandritra ny lesona
Tsy mahasahana ny isan’ireo beazina ny tompon’andraikitra mikarakara ao amin’ ny akany. Misahana andraikitra maro amin’ny fiarovana sy fiambenana anefa izy ireo, manampy izany ny fampianarana, fanofanana ary ny fanaraha-maso ny tsirairay. Mifandimby anefa ireo mpanabe miasa. Iray ihany matetika no tena misahana ny asa ...
Fandanana. Eo ihany koa ireo kianja fanaovana savika isaky ny misy fety aman- danonana ao fandriana sy ny kaominina manodidina.
Raolison, op. Cit, tak.665 91 antso avo fanarenam-pirenena , 2010
Mazava araka izany àry fa ny nofon-tany amin’ity toerana ity dia nofon-tany misy vato, izay mifangaro karroo d’isalo ary sakamena sy vato mainty. Raha io taharo ny tany io no jerena dia azo lazaina fa tany mahavokatra ity toerana ity na dia tsy asiana zezika aza ny toetr’andro
Ny tantara foronina ny zanako
Mandiniha ka mba saino zareo, aza fatra-pialona loatra, fa ny ora; ny andro; ary taona, hiampanga ny ratsy natao, ka tsy azo ialàna na ho aiza na ho aiza, ny tody anie ka akaiky, ny atao miverina koa; ny tamàna mitetika ny hafa, tsy ho ela dia izy no voa. 130
Tatitra momba ny zon’olombelona eto madagasikara taona 2011 navoakan’ny departemantam-panjakana amerikana tapany faharoa no sady farany 123 15 juin 2012, 04 50
Raha tiana hivelatra sy hanana ny maha-izy azy ny ankizy dia tsy azo sarahina amin’ny zavaboaary. Zavatra tena tian-ratsimba georges tamin’ny androm- pahazazany ny miaraka amin’ny biby fiompy, indrindra, ny akoholahy. Nisy antony manokana tokoa ny nisafidianany io karazam-biby iray io. Nisy fotoana isaka ny asabotsy to...
Ny fitsaboana tantanan’ny fanjakana