text stringlengths 10 11k |
|---|
L’enseignant traite des informations liées au contenu disciplinaire, à la gestion de la classe ainsi qu’aux composantes affectives et cognitives de l’élève. 37 attitudes linguistiques les manières dont les sujets évaluent soit des langues, des variétés ou des variables linguistiques, soit plus souvent des locuteurs s’e... |
Zavatra hita mivaingana sy azo tsapain-tanana. Iny no amaritany ny fitiavana atolotra azy sy hitsarany ny fihetsika. Rehefa mahatondratondra zavatra ho azy na manao ny sitrapony ny ray dia lazaina ho mahavita ny adidiny amin’ny ankohonany. Adidin’ny ray araka izany ny mamelona ny fianakaviany. Tsy ao an-tokantrano ihan... |
Andranofotsy matsotarihina fmm andranofotsy fiavotana antoraka fmmta-voi |
Manana ny tanjona kendreny eo amin’ny fiainany tahaka ny olona rehetra ihany koa ireto mpianatra ireto. Tsy mitovy avokoa izany fanirian’izy ireo izany. Anisan’ny maro mpifidy ny hanao ny asan’ny mpamily fiarakodia indrindra sy ny |
Loharano ratolojanahary fitia n. S |
Tompo o ! Akariko |
Tsapa araka ireny tanjona iria ny mpianatra ireny, fa asa tsara sy manan-danja no tian izy ireo hatao; asa ambony ka mitaky mari-pahaizana ambony ihany koa. Mitaky fahafehezana taranja maro satria raha ny fanirian ny ankamaroan ny mpianatra, dia hanohy fianarana any amina oniversitean ny firenen-kafa mihitsy izy ireo. ... |
Aro e, e, e aoka izay ny resaka tsy manjary toy izany. Tsy ianareo akory no iza ka hotadiavin-dava eo foana, ary izahay ho mpitady eny foana. |
Hita amin’ny endriny feno any amin’ny vondronambara ny momba ireo. Hanatsatso ny hevitra efa voambara amin’ny fomba kanto ny fanampiana fanazavana ka heverina fa mety ny maneho ny santionany fotsiny eto. Amin’ny maha relijiozy an’i cfrlr dia hita mivantana na an-kolaka ao amin’ny sanganasany ny fiantorahana amin’andria... |
Traduction di |
Amin ny ankapobeny, dia mifanohy hatrany ny hevitra nambaran ny mpanoratra eo amin ny andalana roa mifanesy ampifanohiziny amin ireo mpisolo ireo. Manamarina ilay petra-kevitra naroso tery ambony izany fa ampiasain ny mpanoratra ny rima mifanjohy entiny maneho hevitra mifandrohy na tsy tiana ho tapaka. Hita matetika ih... |
Ny tantaram-piainan’ny mpanoratra sy ny lafika tokana no lohateny nomenay ity fizarana voalohany ity. Toko roa no nanehoana ny asa tao amin’ny toko voalohany no nikarohanay ny lafika tokana eo amin’i asiniony sy ny asa sorany notadiavinay tamin’ny alalan’ny fampiharana ny tsikera tematikan’i weber ny lafika tokana eo a... |
Hafa kanjo tantaraina, dadabe ! Hoy ny sasany. |
Ny taonan’ny mpianatra |
Sarin-tanin i madagasikara misy ny faritra 22 9 2. Faritra itasy 10 3. Kaominina soavinandriana 11 |
Ravelomanana h. , ravalitera n. , rabemolaly f. Fary mamy, kilasy famaranana, ny anjara toeran’ny lalao teo amin’ny fanabeazana , edition salohy , 91tak. |
Te hilaza ny mpanoratra eto fa manana ny maha izy azy i madagasikara, satria maro ireo vahiny no tonga mandranto fianarana eto. Mety hampiova zavatra maro anefa ny fidiran’izy ireny eto, ka tokony ho samy hitandrina ny tsirairay amin’ny fandraisana azy ireny. Toraka izany ihany koa ny mety ho fiovam-piainana misy eo am... |
Ts imanato eny àry ! Hosory amin’ilay zavatra ny tanana sy tarehy dia io aoriana io misy pi kely tapany aloha. Samia mamely kely toy ny fanao. |
Hatramin’ny 2 745 mm. Miovaova ihany ny toe-tany sy ny toetrandro amin’ny ankapobeny na dia izany ary azo sokajiana ho telo toy izao ny volana septambra hatramin’ny desambra mafana, manorana be sady mivaratra ny andro, mando foana ny tany ny volana desambra hatramin’ny martsa mafana ny andro, manorana be ihany koa, ton... |
Sehatry ny haifampianarana no nirotsahana tamin’ity asa fikarohana ity. Naompana tamin’ny fijerena ny fampianarana taranja malagasy teny anivon’ny sekoly ambaratonga faharoa lycée ny asanay. Tsiahivina, fa tolo-kevitra ho fanatsarana ny fomba fanaovana tombana ny mpianatra any amin’ny ambaratonga faharoa manokana, miai... |
Ny momba ny boky sy ny tahirin-kevitra tsy voaomana ho amin’ny fampianarana ny taranja malagasy, indrindra ny literatiora, ny tranom-boky misy ao amin’ny sekoly. Saika natokana ho amin’ny fampianarana taranja siantifika sy ny teny vahiny avokoa ny ankamaroan’izy ireo. Any anatin’ireny boky sy tahirin-kevitra ireny anef... |
Manao laza masaka ihany koa ny olona miteny hoe saribao misy masony. Ny saribao dia arina mainty saingy tsy misy eo amin’ny fiainana izany hoe saribao manana maso izany. Ny olona mainty no ambara amin’izany kanefa ny hamaintin’ny olona sy ny saribao dia ahitana elanelana tafahoatra. Ny fanaratsiana tafahoatra ilay olon... |
Anisan’ny mampalahelo indrindra ao amin’ny firenena iray ihany koa ny fandaozan’ny tompon-tanindrazana azy. Ny t 48, dia nosoratan’ny mpanoratra ho an’ireo malagasy mipetraka any ivelan’i madagasikara, ka tsy mba manana eritreritra ny hody an-tanindrazana akory. Hoy ny voalazany dia hadino ’lay akany mahonena, mavomavo... |
Ireny no mivadika poizina ho an’ny hazandranomasina, misy ny saro-doavina, misy ny tsy mety levona. Ny sokajin-dahatsoratra toy itony dia natao hampieritreretana ny olona amin’ny fahazaram-piainana ananany, izay efa toa mahazatra loatra, na entin’ny tsy fahafantarana vokatry, na ny tsy fahatakarana ny voka-dratsin’ny h... |
Ho maina ireo naolana hanolatra ny ratra! Hiraona fahafahana ny sampan’andro tiako. V. A, tak.77 and 1 sy 2 |
Les administrateurs sont chargés de fixer les buts et de définir les obligations de l’organisation, puis d’élaborer les plans d’action en conséquence. Les buts doivent correspondre aux besoins de l’organisation et de ses membres et des traduire par un budget ou une utilisation des ressources qui répond à ces besoins. L... |
Izao indray ny asa ampanaovina ny mpianatra eto |
Hevitra fototra ilafihan’ny asa na ny haitsikera |
Amin’izao fahavitan’ny asa fikarohanay izao, noho ny erikerika mahatondra- drano tamin’ny fanohantohanan-tsy ho lavo anay teo amperinasa, dia fifaliana ho anay ny maneho fisaorana etoana. |
Raha ny toetran’i pasitera moa no jerena dia hita tokoa fa miezaka mandamina ny olana mitranga izy. Na dia fantatra aza fa noho ny tahotra no nanaovany pasitera. Araka izany, mahazo izay tokony ho sahaza azy ny pasitera rehefa avy mijery malok’ila 1-5. Manolona ireo diakona sy biraom-piangonana ary ny mpivavaka tao ami... |
Haratsian’ny mpiteny amin’io ohatra io. Ao amin’ny 101 dia asongadin’ny mpiteny ny halavan’ilay olona itenenany amin’ny alalan’ny filazana fa tsy takon’ny aloka ny olona. Izany no natao mba hanehoany fa ny olona rehefa lava dia tsy misy zavatra afaka manaloka azy. Zavatra tsy misy izany, ny zavatra rehetra na fohy na l... |
Ny hasin’ny toerana ny hasin’ny vala, ny hasin’ny doany no nisongadina tao amin’ny afana omby ny hasin’ny fotoana ny hasin’ny andro misandratra, |
Kisary tetiharan’ny r. Fidimanantsoa |
Wem -allemagne |
Ampy 42 18,59 |
Andalana 44-45-46-50-51 05 04,90 |
Marihina fa ny tontalin’ny tambatry ny tononkalo no nangalana ny antontan’isa amin’ny karazan-teny, satria iny no mitondra ny taha amin’ny isan-jatony. Tsy nampidirina tao ny sokajin’ny biby sy ny zava-maniry noho ny havitsiany izay tsy voafaritra tanaty fafana, ary mety hitondra ho amin’ny fisalasalana na fahadisoan-k... |
Mboahangy sonia andrianarivelo andriatoavina8 kosa dia nanadihady, fa lalana iray iadiana amin’ny fahantrana ao amin’ny faritra itasy ny haitao momba ny landy, noho ny toetany sy ny toetrandro mety tsara ho an’ny fambolena voaroihazo sy ny fiompiana landy. |
Formation de la trésorerie |
Ny firosoana mitondra hevi-baovao hatrany ny tononkalo isaky ny miova andininy. Midika izany fa miroso ny lahatsoratra. Tsy ny andininy na andalana ihany no marika ahalalana ny firoson’ny lahatsoratra fa eo ihany koa ny mari-piatoana. Anisan’ireny ? Ny faingo ampiasaina rehefa hitanisa zavatra na koa rehefa hanasaraka ... |
Fahatelo manaraka izany, eo ihany koa ny fisafidianana tononkalo mba hampiasaina ao anaty tantara foronina. Tsy mahagaga izany satra raha mitodika amin’ny zava-nisy isika dia nahatsapa fa vanim- potoana nampahery vaika ny sivana ny vanim- potoana nivoahan’ny tantara izany hoe 1956- 1972. Tsy mahagaga araka izany raha t... |
Ohatra o io o aboaho ny alainay ali y ny andro o ia ie o! Ia ie o! Alini y e e! |
Rakotra afak’haba ny tanàna ka nihena ny tsy an’asa fa nitombo ny mpanosy afakafaka izao ny olana mpitranga isam-bolana afak’haba izao no làlana rehefa hitady hanina afak’kaba koa ny fika rehefa leo ny misonanina tanaty fiadanana |
Vokatry ny fananan’ ny eja saina afa-mandajanlanja dia niezaka izy nampionona ny fony fa kosa hamoa indray ilay fanantenana ao anatiny. Hanantena olom-baovao indray fa hanala hatrany amin’ny fakany an’ilay fitia mamitaka ny fony fa hampionona ny foko izay ferako tsy hitoloko |
Araka ny mpandinika vahiny nanana ny fomba fijeriny momba ny fanabeazana ihany koa ireo mpandinika vahiny e durkheim ny fanabeazana dia asa ataon’ireo efa lehibe amin’ireo izay mbola tsy matotra eo amin’ny fiainam-piarahamonina. Ny tena tanjony dia ny |
Date de soutenance 10 août 2021 |
Antony iray mitondra mankamin’ny fahatsaran’ny fifaneraserana ao an- dakilasy, indrindra miantoka ny fahombiazan’ny fampianarana, ny fahafehezana ny habaka sy ny fotoana. Ndeha hojerena misesy ny mombamomba azy ireo. |
Adam j m. 1990 |
Ny hoe mouches bleues ao amin’ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe cacomanie v. A lah 40, no entiny anoharana ny faharatsiana, sy ny tsy firindran’ny fitondrana. Le choeur sans paroles des grosses mouches bleues. |
Misongadina be ny toetra ratsin-drajao ao anatin’ny tantara. Raha zohina mantsy dia manana toetra tia tena, tia vola, tia voninahitra rajao. Nampisaloran’ny mpanatontosa sy mpanoratra toe-javatra mampihomehy anefa ireo toetran-drajao ireo ka lasa heverin’ny olona fa mety. Mety handrisika ny olona hanao io teotran-draja... |
Ao anatin’ny dren bongolava, cisco tsiroanomandidy no misy ny lisea tsiroanomandidy. Tamin’ny taona 1978 izy no niorina ary tonga dia nahaleo tena tanteraka. Tany amin’ny animation rurale bongabe no toerana nisy azy tamin’izany, fa taty aoriana vao nanorina ny trano tany andrefanigara fokontany andrefanigara izay misy ... |
Blandine brill. ; appretissage et culture ; in dénis chevallier, collection et ethnologie de france, cahier n 6 , 1990, pp 16-25 ny fomba fampitana fahalalana miankina amin’ilay olona na fiarahamonina no mampahomby na tsia ny fampitam- pahalalana. Araka ny tenin’i blandine bril, mpandalina ny fomba fampitam-pahalalana;... |
Mata ao fandriana. Mandringa ny firafitry ny renifeo kentsona tapany satria raha misy ny renifeo mikatona ifamalian’ny migoboka sy ny tsy migoboka, tahaka ny hita eo amin’ny p sy b , t sy d , k sy g dia tokony hisy ny renifeo kentsona tapany tsy migoboka mp, nt, ? K mifamaly amin’ny renifeo migoboka mb, nd, ? G izay mi... |
Mampalahelo mantsy ’zany ray olona fa andriamanitra tompo nahary no famonjena ny fanahintsika ka ho finaritra mandrakizay any an-danitra |
Arin-tany na fompotra |
Izy no mitantana ny voahary sy fisainana ny lalan ny tantara, ny zotr itony fiainana, ny misy hita maso, ny re sy efa fantatra, ny mbola vao karohina fa miafina tsy takatra v. A. Tak 64, and 1,2 fomba iray nananganan ny mpanoratra ny asa sorany ihany koa ny fampiasana voambolana noloarana avy ao amin ny tontolo malagas... |
Ragly sur! Izaho ianatsimo ary ialahy? |
Khraptchenko m , la personnalité de l’écrivain et l’évolution de la littérature, p. 7. La propre de la littérature est de dire autre chose que ce qui est dit expicitement |
En se référant à ce tableau, nous constatons qu’il y a eu une augmentation de 38 pour les ressources provenant des produits d’activité, par contre l’association n’a reçu aucune subvention en 2009 malgré la crise que le pays a traversée. Au niveau des dons, une augmentation de 32 a été constatée. |
Asiniony 1998 |
Hita ihany koa, fa nifantina ny loko ampiasaina izy, nisafidy tsara izany mba tsy hanelingelina ny maso. Ny loko malefaka hatrany, nefa manintona sy mahaliana no nosafidiny. Tsara ihany koa, araka izany, ny fomba nampiasany ny loko, satria raikitra ny anjara asany. Ny fampiasany io karazan-doko io ihany koa no nampiava... |
Ramira mahatsiravina izany mandinika azy izany tato ho ato. Ny tenany mihamahia ary na inona na inona ataony, tsy mba miditra any amin ny sainy, fa ohatra ny manidina any amin ny habakabaka any. Andosirany ohatra ny biby masiaka ianao, ary raha mandre ny anaranao tononin ny olona izy dia hendratra iray ihany ! Ranivo m... |
Manoloana izany toe-javatra mahavaky fo, tsy mendrika ny maha olombelona izany, dia mandroso soso-kevitra i haingo. Soso-kevitra izay heveriny fa vaha olana mahomby ho fanatsarana ny fiainam-piaraha-monina. Izany soso-kevitra izany dia miantefa amin’ireo izay azo lazaina fa mba tsy voagejan’ny tsy fisiana, kanefa koa m... |
Nampikorontan-tsaina an’i miaro ny tenin-drain’i mendrika ary nampivarahontsana ny tenany manontolo. Sendra ny toe-javatra tsy azony nanoharana intsony i miaeo vao nahatsapa ny lanjan’ny fisakaizana. Izay vao takatry ny sainy fa fisakaizana no notadiavin’i mamy taminy tamin’ilay fanasana azy indray andro. Rehefa tojo n... |
Tsy misy ny tonga lafatra ety ambonin’ny tany, fa ny fitadiavana izany moa no tena ilofosan’ireo filôzôfa maro. Ny tanjon’ny mpanoratra eto, dia ny haneho izay fahalemena ananany izay, ary koa hampita hafatra ho an’ny mpamaky. Anisan’ny anjara asa lehibe sahaniny ny mampita ireo zava-misy eo anivon’ny fiarahamonina, na... |
Nivelatra maraina ’lay vonindraoziko iny, ka efa nosoloiny ny felana malazony. 5 ’lay tahony efa maina, makina be fahiny nitsiry sy namony, dia eh! Ny voninkazony nanjary ho kanto indray |
Ny hoenti-manana sy fampitaovana |
Mpamokatra fandaharana izy, ary nandalina manokana momba ny famokarana fandaharana ho an’ny tanora sy ny ankizy.24 manoratra an-gazety ihany koa ny mamatonalina. Ireo gazetim-piangonana, amin’ny ankapobeny no tena nanoratany. Ohatra marturia vavolombelona, alakamisy 23 novambira 2006, laharana- 609, nanoratany ny lahat... |
Tak 87 ao ny mideza mitety havoana, ao ny tsy mahita afa tsy karao-bato. Ao ny misosa tsy ahitana olakolaka, ao ireo azeran’ny malama maina. |
Ny fanabeazana ny olona mba hanana fahazotoana mampianatra sy manentana ny olona hanana zotom-po ny ohabolana dia ny fiezahana amin’ny asa atao, amin’ny alalan’ny fanehoana ireo tombontsoa azo avy amin’ny tanana mazoto sy ny zava-dratsy manjo ny olona malaina. |
Ka ny tsikin-dohataona hitsikiana, hifamihinana, sy hanesorantsika saona. V. A, tak.87 and 3 faniriana ny tsy hanadinoana ny teny namborahana fitiavana tamin’ny olon-tiana, na inona na inona, no anterin’ny mpanampy enga anie , ao amin’ny tononkalo enga anie ihany enga anie irony teny |
Fitsinjarana ny mponina araka ny taonany sy ny tsinjara toerana taona 0-5 taona 5-18 taona 18-60 taona mihoatra ny 60 taona totaliny lehilahy 346 2682 1914 415 5357 48,85 vehivavy 428 2743 2018 421 5610 51,15 totaliny 774 5425 3932 836 10967 |
Ry vohitro malala, ry akany, e! Mamoy anao ny maso ka tomany, fa ny foko raha sarahina handao, dia vao mainka koa mifatotra aminao. 146 |
Amin’ny ankapobeny dia tsy ahitana ala midadasika ny faritra manodidina ny tanàna, saika ala manify sy mitsitokotoko no hita manerana ny faritra ka ala kininina novolen’ny mponina no ankamaroan’izany. Ankoatra ny fampiasana azy atao kitay dia anisan’ny loharanom-bolan’ny mponina ny fitrandrahana ny ala. Maro ireo mpand... |
Fournet-guerin g. , op. Cit. Tak.349 cotiers touts ceux qui ne sont pas sur les hautes terres |
Fiz. I ny mombamomba ny mpanoratra sy ireo hery namolavola azy. |
Karazan-kazo madinika izay misy tsilony maranitra ny tsiafakomby , fanaon’ny olona sisim-boly ny hevitra raiketiny dia miaro ny loza aman’antambo tsy ho tonga amin’ireo zana-drazana ka hisompatra azy mba tsy hahatontosa izany . |
Babo ilazana ny olona resy ihany koa, azo tanteraka, hoy ny famaritan’i regis rajemisa-raolison36. Ny mpitolona no tena ampiasana ity teny ity toy ny hoe babo an’ady. Ny olona babo dia azo atao amin’izay itiavana azy satria tsy afaka manohitra mihitsy. Raha fitiavana izany no resahina dia hoe lasany tanteraka ny fony r... |
Rado pseud andriamanantena georges 1972 |
Zany tebitebin-tsaina fa ny ondana vilory no mamelombelon’aina |
Taorian’izay rehetra izay vao nokirakiraina ireo asa soratra, ka notsoahana avy eo ny lohahevitra sy ny drafitra itondrana ny asa. |
Raha misy, inona avy ireo fikambanana ireo ? Iza amin’ireo rafitra ireo no tena manjaka ao an-tanàna ? Misy dina-pokonolona ve ? Eny tsia raha misy momba ny inona ? Tena ampiharina ve izy io ? Eny tsia manomeza ohatra oviana no nampiharina izany dina izany ? Alaharo araka ny fahaizany mitarika ireto sokajin’nolona iret... |
Fafana 70 maneho ny fomba hoentina mampita ny lesona 10 |
Randrianarison 1976 |
Toa tena tsiky ilay tsikin-drabontsina, toa tena fanaraha-maso ny asa ilay fijeriny, toa tsy mila remby tokoa rasefo? 283 tanoran ny faritra afaka haba zaza nateraky ny tsy fananana asa sy ny fanalalahana ara-toe-karena; zaza nateraky ny tsy fahampiana sy ny fitomboan ny mponina; zaza naloan ny fianarana ambony tsy zak... |
Dubois r malagasy aho, edisiona md paoly-filles de st- paul antananarivo |
La finalité de l enseignement langagier est d amener les élèves à maîtriser des formes langagières qui implique un rapport plus conscient et volontaire à leur propre comportement |
Ary herisetra sy faharatsian-toetra mitarika filana anatin’olombelona dia manelingelina ny vatana fanahy miriana anaty ra |
Antsafaina milaza ny zava-misy any aminy miampy fahasalamana miampy manontany ny toe-pahasalaman’ny eo an-toerana. 7. Mpanantsafa milaza fohy ny zava-misy mahakasika ny vaovao hafa ivelan’ny fahafatesana miampy ny toe-pahasalamana. |
Ny fiantraikan’ny asan’ny ceres teo amin’ny ray aman-drenin’ny mpianatra |
Dahateny hafa noho izy mampiseho ny tena tanjaky ny fahaiza-mandaha-teny157 satria eo amin’ny famaranana ny lahateny ny mpiteny vao tena mampiharihary ny fahaizany manohina ny fo amam-panahin’ny olona resen-dahatra mba hiandany sy hanaiky ny zavatra resahina aminy. Mety ho lava ny famaranana ary mety hahitana fizarana ... |
Nous considérons comme cas suivis, toutes les utilisatrices qui reviennent aux services quelque soit leur nombre de passage. |
Ny zana-kevitra indray kosa, dia ireo hevitra milafika ao amin’ny renihevitra. Ohatra ny literatiora dia vokatry ny zava-misy fa tsy tongatonga ho azy rh 1 famaritana ny atao hoe literatiora; na inona no atao hoe literatiora? Zk1 famoahan’ny olona ny fihetseham-pony amin’ny alalan’ny teny zk 2 fanehoan-kevitra atao ami... |
Ts imanato ny hariva dia efa any ! Misakafo any dia miara-miainga alohan’ny misasak’alina, amin’ny misasak’alina, amin’ny daba! Izay no mety rehefa nandinika aho fa tsy tiako ny mifampiandriandry! |
Ny tononkalo faharoa kosa, dia nosoratany tamin ny andron ny fifamofoan izy roa fifamofoanay 62 |
Tsy hipetraka amin’ny maha-fitaovam-pandrahoan-kanina azy fotsiny akory isika fa hiitatra kely ny vilany no mpanelanelana na mpampiray ny rano sy ny afo ary ny rivotra sy ny tany. Ireo no azo heverina ho fototry ny fahaveloman’ny manana aina rehetra, ary isan’izany ny olombelona. Ary porofon’izany dia nosokajian’ny mal... |
Amin’ny ankapobeny ny horonan-tsarimihetsika, miteny na mifampiresaka ireo mpandray anjara. Manao feon-kira na mihira mihitsy aza izy ireo. Maro ireo endrika isehoan’izany mety ho mikiakiaka, , misioka, mihira, mety mampiasa fitaovana mamoaka feo toy ny zava-maneno tendrena na tsofina, mitaky fahaiza-manao ny mpandray ... |
Raha ny hita tany amin’ny lisea tsiroanomandidy indray, dia tsy mitovy ny tao amin’ny lisea nanisana, satria ny 50 amin’ireo ray aman-dreny 200 nanaovana fanadihadiana, izany hoe ny dimy ambin’ny roapolo isan-jato no mba miasa am-bolana fa tantsaha avokoa ny ankamaroany. Toy izany koa eo amin’ny fahaizana mamaky teny s... |
Ii ireo lahabolana tsotra tsy hiraina , tsy ifamaliana tontosaina amin’ny fahafatesana |
Betsaka ny tsy rariny nihatra tamin’ny malagasy vokatry ny fanjanahan-tany. Asongadin’ity tantara foronina ity izany amin’ny filazana fa nanjaka ny tsolotra sy ny varo-maizina teo amin’ny fiarahamonina nandritra ny fanjanahan-tany. Ohatra maneho izany ny fitadiavan’ ny renin’i robena fanamiana mpiasam-panjakana ho an-d... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.