text stringlengths 10 11k |
|---|
Tsy mitovy amin’izay anefa ny zava-misy any ambanivohitra any ambanivohitra dia misy ankizy marani-tsaina intelligent , tena vonona ny hianatra fa be dia be ireo sakana any ambanivohitra matetika ny mpianatra dia mandeha tongotra anatin’ny ora roa mamonjy ny toeram-pianarana tsy misakafo amin’ny antoandro mety ho tsy m... |
Besoin en fonds de roulement de la tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy |
Ras oary ie! Tena asan’ny maizina mihitsy! Izay no nahatonga ahy hiantso anao anie e! |
App après projet ; avp avant projet ; enfsco nombre d’enfants scolarisés ; lettrés nombre de personnes lettrées concernant le nombre d’enfants scolarisés et des personnes lettrées, le seuil de signification est inférieur à la signification bilatérale pour les ménages de type 1 donc il n’y a pas de différence pour signi... |
Ankolaka sady fohy ny filazan-javatra ao amin’ny hoe izao sy izao hampieritreritra ny malagasy tsy ho voafandrika amin’ ilay mody fanampiana sandoka handentika ny firenena mantsy ny fandraisana io fanomezana io. Ao amin’ny tononkalo lalan’ny tantara no ampahatsiahivin’ny mpanoratra amin’ny alalan’ny métonymie ny toetra... |
Mason- doria |
Efa hita tany amin’ny famakafakana ny momba an’ireo mpandray anjara fa misy amin’izy ireo no tsy malagasy sady tsy monina eto. Ary na dia ny malagasy mpandray anjara sasany aza, dia mipetraka any ivelany noho ny fianarana na noho ny antony hafa. Koa dia mitatra hatrany ivelan’ny nosy ny fanadihadiana ataon’i andry sy n... |
Partie a les apports théoriques 5 1. La distinction entre le programme et le curriculum 6 2. Les étapes de la construction d’un curriculum 10 3. L’action éducative ses trois pôles essentiels 12 |
Miaina toy ny olombelona rehetra eto an-tany ny zaza mania. Mety fanahy iniana ny fandikana lalàna; mety noho ny endrikendriky ny hafa ihany koa anefa. Sarotra ny mampiditra na mamerina azy ireny hiriaria eny anivon’ny tontolo manodidina na dia niova sy vonona ampihatra ny fahamarinana aza. Tsy mahatoky feno azy ireny ... |
Ma tak 186 tsy nanitsy ny lalana nalehan’ilay fiaramanidina. Nihodinkdina mihitsy aza, ireo mba nanandrana hamantatra ny lalana dia tena voan’ny tamberin-tany, tsy nahita intsony ny atsimo sy avaratra . |
Ny fingadona |
Tombana laharana a.4. Inty ny sarintanin’i madagasikara, anjaranao ny mameno azy araka ireto toromarika manaraka ireto asehoy ireo marika lehibe efatra sorito araka ny tokony ho izy ny tropique de capricorne lazao ny anaran’ny ranomasina mampisaraka an’i madagasikara amin’i afrika apetraho ao amin’ny sarintany ireto to... |
Mety hanana endrika famenoana na fanampin-kevitra ihany koa anefa ny fitsikerana indraindray. Amin’izay fotoana izay, dia tsy fitsipahana tanteraka no atao, fa famenoana ny hevitra banga. Tsapa izany rehefa mampiasa ny kianteny mampivadi-drafitra no ny mpiteny na ny mpandinika. Ohatra ny fanahy no maha olona fototry ny... |
Ka ny mpifidy sy ireo ho fidiana |
Hita soritra eo amin’ny asa soratr’i faniry vatosoa ny hakiviana sy alahelo vokatry ny fahalasan’ny olon-tiany. Nisy fiantraikany lehibe teo amin’ny fisarahana ka manjary aretim- po tsy satry ho azy. |
Tsy araka ny fotoana nahazoana azy tsirairay akory no nenti-nandrafitra ireo ka fanao an-kafaliana na an-karatsiana ireo. Ireo ka an-kafaliana, dia ny kabary fangataham-bady sy ny fanoloram-bodiondry no naroso aloha, noho ny fibanjinana ny soa sy ny tsara aloha vao mivarina any amin’ny fahaverezana. Ity farany no niomp... |
Ratovo sy randrenja ary ilezoma fisehoana roa ny fizarana 1-fisehoana v ary ny fizarana 2-fisehoana viii no ifandresen’ireto mpisakaiza lahatra ny amin’ny tokony hataon-dratovo tsy azoazon’ilezoma mantsy ny fanapahan-kevitry ratovo hamoy an-dranivoaly ary hamela azy hampakarin-drasela. Dia notaominy randrenja, sakaizan... |
Ohatra 17 ampandi iso ahy lihire y. A.27 |
Voamarika mazava tsara ihany koa ny seho isaky ny fizarana ao anatin’ny tantara. |
Boky sy tahirin- kevitra |
Rehefa vita ny fandrafetana ny lesona isaky ny z. D tsirairay dia miroso amin’ny fitsinjarana ny ora hampianarana azy ireo, satria misy fetrany ny fanatanterahana azy ireo, ka izany no mahatonga ny fandrafetana ny lanjan’ora ao anaty f. P, indrindra mba hisakanana ny mety tsy ho fahavitan’ny lesona, na ny mety ho fihaz... |
Somary ambany ihany izao taham-pahafahana izao, anisan’ny anton’izany ohatra ny tsy fahampian’ny fitaovana, toy ny boky izay tena loharano fanovozam-pahalalana tokoa. |
Araka ny hevitr’i bremond, izay taterin’i j. M adam, ny lahateny mitantara dia mikendry ny fampahafantarana trangan-javatra mifototra amin’ny fifaneraseran’ny toe-javatra andraisan’olona anjara, izay mitambatra ho trangan-javatra feno iray. Araka izany, fehezin’ny fotoana sy ny habaka ireo toe-javatra ireo, ary manarak... |
Ozinina tak 26 avy amin ny hoe usine |
Possibilité |
Solofo josé 1 janoary 1994 nivoaka tamin’ny amboaran-tononkalo sandra-kalo 1994 sy k7 lalana mankany |
Problemes de linguistique generale 1, editions gallimard, paris, 351 pages, 1974, problemes de linguistique generale 2, editions gallimard, paris, 286 pages |
Manao ahoana ny fart-piainan’ny fiana kaviana mampiana-janaka ato ? Firy lsan-jato ny tantsaha ? .1 firy isan-jato ny mpiasam-panjakana ? I. F f1. Ry 1. San-j. At o ny rn. P1asa t ena ? F. |
Ny anjara asa sy teti-pitondrana eto indray dia ny mahakasika ny rafitra misy ao amin’ny fiarahamonina, ny an-tana- tohatra misy eo amin’ny fitondrana, ny anjara toeran’ny olona tsirairay lehilahy, vehivavy, ankizy eo anivon’ny fiarahamonina, ny fitadiavana sy ny fidiram-bolaan’ny fiarahamonina ary ny harin-kareny faob... |
Misy koa ireo arahina finoana ny fampiasana azy. Amin’ity karazana iray ity indray dia manatona mpanao ody vao afaka manatontosa ny asa fitsaboana. Matetika dia ireo aretina heverina ho vokatry ny famosaviana na tahi a no entina amin’ireo mpitsabo nentin-drazana ireo. Ohatra tany nalaina teo amin’ny zoro firarazana no ... |
Kaominina lahy vavy totaliny fenerive-ville ampasimbe manatsatrana antsiatsiaka saranambana miorimivalana vohilengo ambatoharanana ampasina maningory vohipeno mahambo ambodimanga ii mahanoro 23.605 19.571 15.639 20.206 12.700 12.343 10.310 20.896 23.790 18.288 16.237 4.137 25.574 21.203 16.941 21.889 13.757 13.370 11.1... |
Ratsimbazafimahefa, op. Cit. 15 g dongue, contribution géographique à l’étude du climat de madagascar, niag, tananarivo, 1972. |
Tak.91, and.1, and.2 146 v. Tak.60, and.3 |
Ary mahatonga azy ho zava-kanto vita amin’ny teny. Ireny karazana fomba filazan- javatra sy sarin-teny ireny dia mety ho hita amina literatiora hafa, saingy haseho ato kosa fa mitoka-miavaka ny fampiasan’ny mpanoratra azy ireny ato amin’ny tdt. |
Orinasa afa- kaba groove fanjairana akanjo |
Dia nisy faniriana izay nitsimoka mangina naniry tao anatiko tao dia ny ho poeta toa anao. Ny eja 1999 |
Tonga tokoa ny hetsi-bahoaka 1972. Nirodana ny repoblika voalohany notarihin’i tsiranana sy ny sarisarim-pahaleovantena. Niakatra teo amin’ny fitondrana i didier ratsiraka taorian’ny fitondrana tetezamita. 1.3.2.2. Ny repoblika faharoa |
Oniversiten’antananarivo |
Ny hery sy ny fahefana ananan’izy ireo no ahafantarana ny fiavahany. Manana hery tsy takatry ny sain’olombelona ny any ankoatra izany indrindra no anaovan’ny velona fangataham-pitahiana amin’ny zanahary sy ny razana. Araka ny fiheveran’i van baaren dia mpivady ny tany sy ny lanitra ny lanitra no lahy izy no niandohan’i... |
Ny vohon-tany sy ny toe-tany amin’ny ankapobeny, ao marololo dia ahitana lemaka midadasika, izay toerana ambolen’ny olona ny vary. Na izany aza anefa, be velarana ihany koa ny tanety sy ny tanimboly izay eo andrefan-dalana mampitohy an’i marololo amin’ambatondrazaka. Eo atsinanana kosa ny farihin’alaotra izay ahafahan’... |
Le guern m , sémantique de la métaphore et de la métonymie, op. Cit, p. 83 la métaphore de la flamme désignant l’amour a atteint une généralisation plus étendue 61 beaugrand j et courault m , le français par le texte, op. 356 est naturel le style qui dépeint les choses, exprime les sentiments, tels qu’ils sont dans la ... |
Ny cecam na antsoina ihany koa hoe tahiry fampisamboram-bola ifandrombonan’ny tantsaha, dia rafitra fampisamboram-bola iray ho an’ny tontolo ambanivohitra. Tsy fampisamboram-bola ihany anefa no ataony fa fitahirizana ny volan’ny mpikambana ihany koa. Nanomboka tamin’ny taona 1993 no nijoro sy nisian’ny cecam teto madag... |
Mikendry fandresen-dahatra ny tamberin-javatra rehetra. Eto ny épanode dia nampiasaina mba hanasongadinana ny endriky ny fiainana andavanandron’ny olona. Taratra amin’izany ny fahantran’ny malagasy mafy ady ka miady mafy amin’ny fiainana. |
Ny zava-kendrena amin’ny haitsikera fampandraisana anjara maro ny zava-kendrena amin’ny haitsikera fampandraisana anjara ny mponina amin’ny asa fampandrosoana. |
Ireo karazana zezika sy fanafody fampiasa amin’ny fambolem-bary ireo zezika be mpampiasa indrindra ao alaotra zezika vovony sulfate d’ammoniaque nh4 2so4 21 de n, 24 de s npk 11-22-16 n, p2o5, k2o phosphate diammoniaque na d. A. P 18-46-0 n, p2o5 urée co nh2 2 46 de n zezika rarony fertigofol 313 8,83 de n, 2,70 de p2o... |
Jesosy mahagaga 1 |
Tamberin-teny anaphore and. 2-3- 4 miverina isaky ny andohan’andinin- tononkira ny hoe ry . |
Izay ilay hira tiany fa tsy vazivazy nanjary koa tadidiko fa hahatsiarovako azy. |
Filazalazana momba ny boky lohateny elie raharolahy poeta romantika isan’ny takila boky i 90 boky ii 138 isan’ny fafana 02 isan’ny sary 02 famintinana manana anjara toerana lehibe eo amin’ny tsirairay sy ny firenena ny literatiora. Elie raharolahy poeta romantika no novelabelarina tamin’ity asa fikarohana ity. Mizara t... |
Ny famborahana ny fitiavana amin’ny olon-tiana lehilahy hatrany mazàna no mamboraka fitiavana voalohany amin’ny vehivavy iray izay tiany. Misy, ohatra, fitoriam-pitiavana sady mivantana no feno fahamatorana arahin’ny fanomezan-toky hambaboana ilay tiana mavo, tia anao aho! Meteza hotiaviko, izany havako izany! Hatokako... |
Madagasikara izy. |
Valo taona valo taona izay no lasa, valo taona nisedrana ny finoana izay nananako. Valo taona nisotroana ny mangidy sy ny mamy; valo taona nihafiana ny hetraketraky ny tany. Valo taona nanoherana, ny hakiviana sy tomany. Valo taona nolalovana, nahitana impiry impiry? Ny lohataona tomarataratra, na ririnina mamirifiry n... |
Fikambanana mitaiza ireo zaza tsy ampy taona mania sy tandindomin-doza ny akany avoko faravohitra. Azo sokajina roa ireo beazina ao aminy endrika fandikana lalàna sy endrika sosialy. Mitana anjara asa lehibe ny akany manoloana izany ka laharam-pahamehana ny fiarovana sy famerenana ireo mania eny anivon’ny fiarahamonina... |
Ny olona manafina omby halatra. |
Fanontaniana hadihadio ny lahatsoratra |
Tonga tao, ary dia niverina vintana hoy i |
Mi ion o chauffer le bandage de la roue mot usuel pour cuire en grillade . |
Siramamy, ny fonony hita ety ivelany dia ny kofehy izay zozoro na ratin’akondro, ny ravin’akondro, ary ny ravin-dongozy. Ireo karazan-pitaovana azo avy amin’ny zava- maniry ireo dia miantoka ny fahatomombanan’ny famokarana koba. Raha ny iray amin’ireo no tsy misy dia foana ny koba, ka na miova endrika na hafa tsiro izy... |
Kinanjo ianao mamono sofina manilika ny karajian’ ny mpamangy maresaky ny korana mitafasiry takariva |
Toy izany ny fomba fanondroana iombonan’ny mpilaza toerana. Roa karazana izy ireo ny fanondroana deiktika sy ny fanondroana miolotra amin’ny hodidina. Marihina fa ny mpanolotra milaza toerana dia tsy maintsy miolotra amin’ny mpiteny satria mitaha amin’ny mpanolotra, izay tsy iza fa ny mpiteny, ny olona na ny zavatra at... |
Encadré n 7 résultats de la coopération entre le ceas et l’epp antanety i |
Telovolana i bacc blanc telovolana i telovolana ii |
Rakibolana dictionnaire le petit larousse. 1992; paris, mont parnass malzac m 1993, dictionnaire français-malgaches; antananarivo, ambozontany analamahintsy morier h 1989, dictionnaire de poetique et de rhétorique; paris, p. U. F raolison r. R. 1995, rakibolana malagasy; ambozontany, fianarantsoa |
Ny fomba amam-panao vaovao mbola notanan’izy ireo hita taratra eo amin ireo mpiavy amin ny ankapobeny ilay antsoina hoe môdelin-takalo sy findramana fomba amam-panao fifanjevoana noho ny laza na confusion par snobisme ireo riba fanao andavanandro vaovao azon izy ireo teto an-drenivohitra dia mbola notanany rehefa tonga... |
En plus, au point de vue espacement de naissances, il n’y a pas de services contraceptives offert dans beaucoup de formation sanitaire. Toutefois, les médecins et les dispensaires prescrivent les ordonnances et les clients achètent les contraceptifs dans les pharmacies ou dans les dépôts de médicaments. Tout ça amène à... |
Isan’ny mpianatra 01 02 04 10 15 09 06 05 52 |
Valin’ny mangidy , tononkalo nitarafana mivantana ny lafika tokana ny mahereza t70 nentiny hankaherezana ny fo niaina ny mangidy ny mahereza raha nilaza izy tao amin’ny mangidy fa tsy mety intsony hitombo ho tonga fenomanana ’lay volan-kely tsinany, nitokona mihitsy tsy ho maraina intsony ny ali-mamanalany. Dia hoy izy... |
Informations |
Aviavy manaviavy |
Enina no isan’izy ireto izay nivoaka ho boky tamin’ny taona 2013 misaora an’andriamanitra -antsoy aho -mianara amiko -mba fantatrareo ny marina -indro aty kristy -mitandrema miambena ary mivavaha ireo ny amboaran-tononkalo efa nivoaka ho boky, fa tsy ireo ihany akory no nosoratany. Hatolotra manaraka ny sasantsasany am... |
Ilana fandrafetana singan-javatra maromaro ny fanatontosana asa fikarohana iray. Azo ampifamenoana amina dingana telo izany, araka ny fomba fiasa tamin izao fanadihadiana izao. Voalohany, ny fanangonana ny antontan-kevitra. Niainga tamin ny famantarana ny akany. Tsy natao tsinontsinona koa anefa ny fanarahana ny fanofa... |
Raharijaona, lesona mikasika ny fanabeazana sy ny pedagôjia, op. Cit. |
Me cas reunion formation |
Asa tany, fambolena na kitay hoenti-mody samy zavatra ilaina hanasoavam-pirenena. |
Amin’ireo lafim-pahalalana norantovina. |
Ny fiaraha- tahaka ny fatahorana ny tsiny sy ny tody, ny razana , |
Vehivavy 9 lehilahy 5 3 antananarivo 6 antananarivo 2 |
Inona ary izany ? Tsy mila mpampivelona fa teraka avy hatrany ’zay lalovany miontana miloatra teny mamy maha- adaladala ny hendry isitrihany fa maha-hendrihendry ny adala ’zay kitihany ampahana segondra dia ampy iforonany topi- maso monja no faka ivelomany mety tonga ho azy, azo ambolena fa ny manana azy tsy sarotra je... |
Fafana 22 voka-barin’ny tantsaha iray |
Sary 5 fiompiana gana matavy nataona mpikambana |
Baiboly masina na soratra masina katôlika , op. Cit, i mpanjaka 15 33; 16 8-15 144 ventesina foana ireo tanàna ireo ao amin’ny salamo. Isan’ny manasongadina ny tsy fahafoizana azy ny salamo cxxxvii. |
Sary 20 ny fianakaviany mandrongo mandrandrana ny mpanjaka vavy |
Ny tsiny sy ny tody famaritana, ny toetrany , ny loharanony, ny lanjany, ny finoana ny tsiny sy ny tody manoloanana ny fampandrosoana ny finoana ny hery tsy hita ? Ny anjara, lahatra, vintana, tendry famaritana, ny lanajany, ny ny finoana azy manoloana ny fampandrosoana ? Andriamanitra , razana, zanahary famaritana, ny... |
Ny lafiny jeogirafika aman-tantara |
Ny majy telo lahy |
Ny be fahefana finaritra hamely, ny olon- dehibe mametsy ny kely. |
Rapport sur l’évaluation du programme d’adduction d’eau potable realisée par fikrifama, 1977, solo raharinjanahary, lala raharinjanahary et no l j. Gueunier, tak 13 en fait, la population sous la conduite du k. R provisoire, s’engage généralement sans connaître et ou comprendre à fond les règles de jeu, parce que le be... |
Voaaro kokoa amin ny bibikely mpanimba voly ny fitehirizana ny vokatra toy itony ka na fotoana lava no mijanona eo dia tsy ahitana fahasimbana. Ny matetika hita tamin ny andron ny ntaolo no ahantona ao an-dakozia, izany hoe eo mbony salaza? A no misy hazo mitsivalana. Ny hevitra fonosin ny fitehirizana masomboly dia ny... |
Ka tsy ela dia indrisy fa nindaosim-pahafatesana! Izay nokasain-drehetra 30 zary fongana tsy misy! |
Fanitsiana ampahibemaso ny fitondran-tena tsy mety eo amin’ny mpiara-belona. |
Manao ahoana kosa ny fanaovana sy fanatanterahana ny tombana ? Tokony hifototra amin’ireto ny fanaovana tombana sehatra sy tanjon’ny tombana fifandraisan’ny fanatanterahana sy ny pôlitikan’ny fampandrosoana, firindran’ny tanjona arahina sy ny fomba entina manatanteraka ny asa ; fanatsoahana ny fivoaran’ny zava-nisy hit... |
Nifanesisesy teny ny taona maro niainantsika. |
Presente par razafiarimanana lovasoa aimée |
Mamantatra ny fomba sy ny toetry ny olona heverina ho olo-mandroso, mahalala ny adraikitra sy ny adidy tokony hotaterahina mba hananana izany toetra izany, mamakafaka ny haren-tsaina malagasy fonosin’ny fiainany sy ny fomba fanaony, mahalala ny kolon-tsaina sy ny rafi-fisainana malagasy; mandrindra hevitra ary mihaino ... |
Hafatra hafatrafatra manafatrafatra manafanafatra 149 hafoka hafokafoka mangafokafoka mangafongafoka 150 hahaettaha hahahaha tahatah a manahahaha mananaha 151 hahyetahy hahihahy manahihahy manaiahy 152 haihay haihay mangaihay |
Boky fanadihadiana sy voka-pikaroahana |
L’on me dira, bien sûr, que je suis trouble-fête un fou anti-social ou tout simplement. Bête ! Qu’importe. Je répondrai au moins le laid est vrai ce qui est vrai est beau |
Resaka nifanaovana tamin-drazafindrasoa odette 28 anarana niantsoana ny andevon’iovana 29 fifampiresahana tamin-dramatoa razafindrasoa odette ambohimanga atsimo, ny 20 jona 2014 |
Rahaingomalala yolande patricia |
Le retard, l’absence, non exhaustivité de rapport et compte rendu font souvent partie des reproches faites au personnel du saf. Ces lacunes sont souvent dues à la non- habitude de faire des feed-back, à l’insuffisance de suivi des recommandations et des ordres en amont mais aussi à l’absence des feed-back des récepteur... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.