text stringlengths 10 11k |
|---|
Voatokana holalaovin’ny tarika izarana karatra 03 avy ny mpilalao, |
Mu-eusi mweusi toerana anaty mainty |
Ny lafiny fitsinjovana ny mahaolona |
Itoy raha nen’aze laha tsea mevè aby indôsy arô ingao ny enta manafo! |
Ouvrages specifiques 4- camacho martine les poubelles de la survie. La décharge municipale de tananarive. Ed. L’harmattan. Villes et entreprises, paris, 1986,207 p 5- durufle gilles l’ajustement structurel en afrique sénégal, côte d’ivoire, madagascar kart hala, paris, 1988,205p 6- gault denise père pedro ou les collin... |
Ny dera sy ny haja ary vola sy harena etsy sy eroa dia tsy ifandaharana fa ny bôgôsite dia tsy azo ahena! Raha ny hevitro kosa dia tsy azo ovaina ny lohalaharana ny ahy dia ny kibo mangahazo, gatô, mofo dipaina raha ireo no tsy misy dia velon-karibo 177! Andn 1, 4 178 |
Famintinana ny fizarana voalohany |
Collège rasalama andravoahangy |
Ny fitantarana toe-javatra mampalahelo sy mampangorakoraka ny fitondran- tenan’ny rainy sy ny niafarany no entin’ny mpiteny mampanaiky ny itenenana fa ilaina ny fahatsaram-pitondran-tena satria mandalo izao fiainana izao nefa ilaina ihany koa ny mitia ary indrindra ny manambady mba hahazoana taranaka handimby rahatriza... |
Pasitera mampalahelo tokoa. Saingy manontany aho hoe zakan ise tsara 430- ve ny hiatrika ny fiainana miaraka aminy. Izy mantsy mety hijaly, ise koa mety hijaly. Diniho tsara ihany aloha. |
Eka! Mitobaka mipetraka moa no atao. Ndre’zay avy te y ny iraka igny nahare y dje nenga lahateny. Sy na alavi-tany, sy nitambazan’asa |
Eo koa andriamatoa ranaivoson joro ny aina, maître de conférences, tompon andraikitra voalohany ato amin ny zanatsehatra malagasy, nanaiky ny hanaovana izao fanohanana voka-pikarohana izao. Ramatoa razanamalala ernestine yolande sy ramatoa rakotoalison fanjanirina sylvie, maîtres de conférences, nanaiky am-pitiavana ni... |
Randrianoely tsy azoko mihitsy mose le chef de poste. Inona no antony hanaovanao anay toy izao. Tsy nangalatra izahay, tsy nandika lalàna. Bourzac tsy nandika lalànan’ialahy inona no tsy nandika lalàna! Randrianoely azafady mose le chef de poste, fantatrao fa nahazo halalana fifindran-toerana ara-dalàna ho any antanana... |
Zo-maminirina 26 04 2013 10 05 2013, in misongamidina, tak 51 |
Fanavahana sy famaritana ny mpandray anjara fototra , mpanampy , |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure c. E. R. Langue et lettres malagasy |
Raha fintinina izay volaza izay, naroson’ny mpanoratra tsikelikely manaraka ny fizohian-kevitra navoitrany ny fitantarana ny zava-nitranga. Hita tao anatin’ny fandalinana, fa nanana ny fanehoan-keviny manokana ity mpanoratra ity, raha nandrakitra ny tantara tamin’ny alalan’ny tononkalo. Ankoatra ireo zavatra nokendreny... |
Tsanganana 05 ny mpandraharaha ao amin’ny fiangonana loharanon-kevitra lala colombe rakotomanana, 2011 |
Ho tia anao ka mba soraty fa voakase hatrao anaty ’ilay fitiavana enti-maty dia tsy mba hiofo toy ny raty. |
Anarana norolalao fanampiny luciana adiresy lot ih 15 z -alatsinainy ambalavao 303 lohatenin’ny asa fikarohana iharilanto patrick andriamangatiana mpitondra tenin’ny tanora tarafina ao amin’ny tantara foronina vakivakim-piainana sy onjam-pilafila isan’ny takila 225 isan’ny fafana 26 isan’ny kisary 15 famintinana zava-d... |
Tabilaon’ny renifeo malagasy |
Sokajin-taona |
Ny sekolin’ny marenina misy eto madagasikara |
Ny hazo no vanon-ko lakana ny tany naniriany no tsara |
Début du xxéme siècle l’avenue de l’independance est réalisé, déterminant le nouveau centre de la ville -apparition du liant du ciment dans la construction privée |
Tiana anefa ny manamarika fa, na iry andaniny, na iry ankilany, dia samy maneho karazana tandindona avokoa, mba hinoan’ny olona ny fisiany ara-dalàna, ary tsy mbola nisy nahita izay tena marina. Amin’i lalande, ny tandindona dia, famantarana tsapan’ny fandrenesana, ka mampahatsiaro ho azy zavatra tsy atrehina, na tsy t... |
Na dia heverinay fa tratra aza ny tanjona nokendrena amin’ny ankapobeny, dia tsapanay ihany ny tsy fahafenoana eo amin’ny vokatra azo. Nisy ireo lafin-javatra izay azo lazaina fa manana ny lanjany manokana, no tsy noresahina firy. Ohatra, tsy dia nidirana lalina loatra ny famahavahana ny fomba amam-panao, satria tsy di... |
Amô antova amô antova a akazako vary a salenina amô antova a akazako vary a salenina amô antova a akazako vary a salenina amô antova a akazako vary a salenina |
Mme haled bridi le pays était devenu le plus pauvre du monde 92 de la population malgache vit avec moins de 2 dollars par jours |
Maro ny hevitra nanehoan’ny mpanoratra ny fitondran-tena ananan’ny tsirairay. |
Ny zanapeo -a amin ny farateny -tra ihany no milatsaka amin ity rehefa atao verindroa. |
Mbola manamafy izany ity fafana maneho ny faharenesan’izy ireo teny bemiray eo amin’ny fiainany ity f11 fafana maneho ny salanisan’ny mpianatra mandre ny teny bemiray tany amin’ireo sekoly nolalovana |
Ekeko, razandry fa mamy ny mody fa hoe fanafody kanefa amy ’zao ’dray mitorak izao meteza ianao hiaraka amiko hanivakivaka hitety ny alan’ity morontsiraka |
Directeur de recherche andriamanatsilavo seth |
Ireto voanteny ireto, ohatra, dia samy hita ao amin ny tantara ny andriana tafa nay tafanay foto-teny tafa 80 tafa petraka tafapetraka tovona tafa-81 ohatra mikasika ny fampiasana ny tovona tafa- ao amin ny tantara ny andriana ireto voanteny manaraka ireto, aseho eo anilany ny sampan-teny fanehoan-javatra mifamaly amin... |
Cbc charte de la bonne conduite |
Raha mihira ianao ny ampitso hira vokatry ny fo asio tonony anakiray atokany ho an’ny osa sy ireo tsy afaka mihira sao izany no hampihena ny kapoaka ratsy gohiny. |
Sarotra ny manakatra hevitra 1 |
Mankasitraka sy mankatelina tompoko! |
Tsy iray na roa ny malagasy novonoina tamin’izany fomba feno habibiana izany, fa an’alinalina. Nisy tamin’izy ireny no notifirina, tao ny navalana rano. Ny tononkalo aza kivy! Mahareza! 155 no mampatsiaro izany dia tsaroana ny andro lasa namonoana an-kitsirano malagasy an’alinalina raha nitaky fahafahana nisy tao ny no... |
Fa tsy varavaran-kazo; toerana fitomaniana, |
Manana ny tantara niandohany ny nahatonga ny mpivalilahy hifanisika. Nisy, hono, mpianadahy. Tsy nisy afa tsy izy roa ihany no zanaky ny raiamandreniny. Ny vavy no zokiny. Ilay faralahy kosa niadana tsy dia manao raharaha ao an-tokantrano. Ohatra tsy manasa lamba, tsy maka rano, tsy mahandro, ny anabaviny avokoa no man... |
Loharano rabenaivo mampionona fenosoa, jolay 2019 |
Nisahana andraikitra roa makadiry rabenja solomon tao an- tokantranony vady, sady raim-pianakaviana ny tenany. Amin’ny maha-lehilahy manambady azy, dia nezahiny hatrany ny hahasambatra ny vadiny. Ny vady mantsy aminy, dia namana akaiky sady mpanolo-tsaina manokana. Efa zatra nipetra-drery ny tenany, fony izy mpitovo, h... |
Vi- amin’ny fifaliana 15- raiko be fitiavana ô! Manana fifaliana aho anio, dia fifaliana eto amin’izao tontolo izao. Misaotra anao aho fa avy aminao izany, ary miampy hatrany ihany ny fahitako fa mikarakara tsy an-kijanona ny fiainan’olombelona eo amin’ny nofony marina tokoa hianao. Inona raiko ô! No tianao hataoko ami... |
Ny fo mba nanatanterahana ny as a teo am-piandohana, dia nitady izay fomba ahazoana miresaka mivantana amin’ny mpanoratra nanatona tompon’andraikitra vitsivitsin’ny haino aman-jery noheverina fa afaka hanampy nangataka fihaonana tamin’ny mpanoratra rehefa azo ny laharan’ny findainy nanatona azy tany an-tokantranony reh... |
Mompera anjaranao izao, tovolahy, no hotsarain’ny olona, fa mbola ao koa ny fitsaran’andriamanitra amin’ny fandoranao ireo zavatra namboariny ireo. Tsy fantantrao fa tsy hisy hiaro ny nofon-tany, ka ho tototra ny tanimboly! ? Barimaso mba ampitongavo haingana izy ireo, mompera, sao mandositra eto ity kary lahy ity! Tsy... |
Sendra tsara izy, saingy tsy manaiky ho resiny aho! |
Teny sy haisoratra malagasy, nifandimby nizara fahalalana taminay nandritra ny dimy taona nianarana tato. |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny voalazan’i bakthine notaterin’i adam, 2001 apprendre à parler, c’est apprendre à structurer des énoncés parce que nous parlons par énoncés et non par propositions isolées et, encore moins par mots isolés p.17 |
Ankapobeny momba ny tanjona ny tanjona dia manana fenitra mifehy azy. Natao hanompanana ny fampianarana, hamaritana ny zava-kendrena sy ny hairaha tiana ho azo. Hofantarina eto amin’ity toko ity ny hevitra samihafa nomen’ireo mpandinika mikasika ny famaritana, ny karazany, ny anjara asany, ny toetrany ary ny fomba fifa... |
Hotapahiko ity hoy izy, fa manety tany foana, eto foana no mijoro tsy ahoana tsy ahoana dia nisikimponitra izy nampandihy ny famaky, nojinjainy teo ’lay hazo ka nidaboka malaky. |
Hita taratra teo amin’ny fafana fa misy ny endrika isehoan’ny sedram-pitiavana , nefa toy ny zavatra rehetra ihany dia mety hisy fiafarany ny fitiavana rehefa voasedra. B1. Eo amin’ny endrika isehoan’ny sedram-pitiavana |
Fanontaniana hadihadio |
Dinidinika |
Ireo karazan-dahatsoratra nisongadina samy manana ny hanitra ho azy ireo karazan-dahatsoratra voatanisa teo ambony ireo. Koa hofakafakaina misesy izy ireo hampisongadinana ny mampiavaka azy tsirairay. |
Ankoatra izany, teo ihany koa fampisehoana ny taozavatra vita malagasy, izay entina maneho amin’ny hafa fa manana ny mampalaza azy ny malagasy ary mahavita zavatra tsara fa tsy voatery hiandry ny avy any ivelany. Nasongadina tamin’izany ny taozavatra vita avy ao ambositra izany ireharehan’i madagasikara tokoa. Tsy lats... |
Mihanjaka ny teny raha tsy fonosinao mihanjaka ny tena raha tsy rakofanao mihanjaka ny tany raha mbola doranao331 |
Maromaro. Ny tanora dia afa- manakatra ireny fanabeazana tovozina amin’ny fiainana ireny. Misy ireo olona manao tsindrio fa lavo amin’ny madinika. Nozarazarain’ny mpanoratra ho andininy maromaro ny tononkalo mba hanehoany ny hevitra amam- pihetseham-pony. Andalana efatra hatrany no anehony izany. Ohatra amin’izany ity ... |
Sombin-tantara |
Ny alliance de mots mandoko ny fahalemen’ny saina izany no hita amin’ny hoe aza variana mijery tsy misy fa atreho ny nofo mifangaro angano a. P 14 ny alliance de mots na teny roa miray toerana nefa mifangarin-kevitra eto no tena maneho ny fifanoheran’ny vatana sy saina, izany dia hita amin’ny hoe mijery tsy misy. Ao am... |
La théorie littéraire, edition du seuil, collection poétique, paris |
Tsapanay tanteraka fa banga olomanga ny fianakaviana ary tsy ny fianakaviana ihany fa ny tanindrazana niaviana, eny ny firenena manontolo mihitsy. Lehilahy nanana toerana sy laza nijoroany rakoto araka ny efa nahalalantsika azy nefa ny hafatesana tsy heloka, ny havelomana tsy hitsiny, hoy ny fiteny. |
Tableau 7 habillement |
La moitié des professeurs ne sont pas francophones. , op. Cit. , p.291 |
Maître de conférences |
Anjanaza na ambodimandror ofo 203 195 08 93 110 66 |
Fizarana ii fomba anatanterahana ny tantara tsangana manainga fototra aty amin’ny faritra atsimo andrefana |
Anoramitsipika ambalahambana ambalatsimifary ambalavao ambalamahasoa ambalatambina soatolakandro antokomavo 30 12 10 10 7 6 10 2 9 13 10 10 10,5 9,5 9,5 9 |
Ny firazanana. |
Araka ny efa nambara tao amin’ny zafi-pizaràna 1.2.2.3 dia fotoana lehibe azo iangaliana ny vakodraza? A ihany koa ny fetin-tsekoly. Afaka mandray anjara amin’izany avokoa na ny mpianatra ao amin’ny sekoly na ny tarika any amin’ny fokontany. Tsy vitan’ny hoe fialam-boly fanomezana fahafinaretana ny vatana sy ny sofina ... |
Fanazavan’ny tompon-kevitra fanampim-panazavana sy fanitsiana momba ny vintan’andro sy vintan’olombelona t1 ny vintan’andro tsy mitovy ny vintan’andro tsirairay fa manana ny azy. Misy ny atao hoe alakaosy arakaraka ny kintana eny amin’ny lanitra amin’ny andro ahaterahana raha mamiratra ny kintana dia mamiratra koa ny f... |
Ny toetoetry ny fitiavana anisan’ny nanoloran’i soza marie yolande anatranatra sy torohevitra voalohany ity tara-kevitry ny fitiavan’olon-droa ity. Tsy nataony ho ambanin-javatra ny mampahafantatra izany. Ny zatovo sy ny olon-dehibe indrindra no iantefan’ny anatra nomeny. Ny resaka ifamalian’ireo mpifankatia ao anatin’... |
Ny fiainana ilay vohitry ny nofy, t. 45 47 , tak 254 255 |
Misaona toy ny hendry dia tsy lotolotoina ny fifankazahoana. Eto indray dia toa eso no nentin’ ny eja nitarihana ny toro-hevitra. Eso miharo fahagagana narahin’ ny baraingo. Ao amin’ny andn faha-3 sy faha-4 kosa dia manjary fanehoam-pihavanana. Tsy misalasala ny eja manoro ny tokony hatao. Tsy ilaina ny miavona, hoy iz... |
Atelier sexe br ts vn cr mt cn pl total garçons |
Ny literatiora novokariny |
Na ny dihy na ireo mozika hanehoana ny hafaliana amin’ny endrika sariaka hanalana hakiviana |
Omeo tanja-tsaina ilay ray sy reny iny, ny kileman-janany tsy fanomezan-tsiny fa endrikao mihitsy tsy manavakavaka manentana anay ho tia fiainam-bavaka |
Kanefa tsarovy ny teny 10 tsy potika akory izy ireny fa mbola manako eny ho eny, hanaitra ireo tsinjo manjeny, ny marina efa nekeny raha sendra miaina hoseny, 15 dia fositra iray nokoleny, hanaitra ny aina ombieny. |
Toy izay tsy nandevenako ny fitia izay nijaliako ; nijaliko hatramizay, kanjo tonga fifaliako kodiaran-tsarety ny fiainana, indraindray ambany ho ratsy ; indraindray ambony ho soa , ny haizina hisolo hazavana; ny fijaliana hanjary fifaliana. Mifanolosolo hatrany ny fitrangan’ireo eo amin’ny fiainana, ary mifameno amin’... |
Teny manan-danja literatiora, pôezia, mpanoratra, mpamaky, talenta, aingam-panahy, fitiavana mpitarika andriamatoa andriamanatsilavo seth maître de conférences |
Haimah kay! Mitomany nahoana no dia ahifika mafy toy izany aho e. Lasa i sedra, tsy tia ahy, ary aleo hitsangana aho! Soa fa tsy be ny mpandalo. Mozika |
Tolo-kevitra entina manatsara izany. |
Sendra efa zavatra taloha izany, sady tsy tiako, fa saika nanadala ny vadiko! |
Fafana 3 famintinana ny karazana mpamaritoetra fizahoana |
Lay feo malefaka miangoty sanatria tsy hohadinoina toa hirahira vita naoty satry foana hohenoina. |
Ity fihetsika ity dia tsy hahatarafana fitoriana fitiavana avy hatrany fa fihetsika maneho fahavononana hiresaka no habaribarin’ny ny mpiantso eto ary ny fomba fanehoany izany dia arahina angolangola sy tsikitsiky mba hahasintona ilay kopahin- tanana. |
Mbola izany fo izany hatrany no kaloin’ny mpanoratra ao amin’ny t859 mafy ve ny herisetra naharatra izany fony, ka aleony manjoretra tsy hitraka intsony intsony? |
Sary13 ny fanamboarana -papier xuan? Lovantsaina velona any chine 62 |
Kianja coum x |
Ny filazan-javatra nitateran’i eric ravalisoa ny rendrarendram-piainan’i miaro nisafidy lalam-baovao mihitsy i miaro rehefa tsy teo intsony i felana. Izay rahateo no masaka tao an-tsainy. Tsy nitazam-potsiny ny zava-nitranga anefa ny manodidina azy. Niezaka namantatra ny olana nahatonga ny fandaozan’i felana ny tokantr... |
Fa raha ny tanjon’ny fampianarana faobe no faritana dia ny hitaiza sy hamolavola ny ankizy, ny zatovo. Zava-dehibe ny fahaizana amam-pahalalana, satria mampahafantra zava- maro efa voasedran’ny fotoana nefa tsy lany andro izy. Mampifandrindra ny fianarana mitondra tena sy ny fampitam-pahalalana. |
Ny fahalalana fototra nijoroan’ny asa fikarohana |
Goldeinstein. Pour lire le roman. Editions 5 duclot. Grnbloux. Paris. 1983 |
Azo taterina mivantana ireo fehezanteny efatra ireo ka izao ny endrika azo 55a hoy aho hoe mandehana matory ianao 56a hoy ianao hoe fatory io alika io . |
Fizarana fahatelo |
Tsy ambakan’izay koa anefa fa samy manana ny fihetsiny ny olona eo anoloan’ny harena ananany. Misy ny mirehareha fa manan-karena izy, nefa rehefa tena nodinihin’i solomona ny momba azy, dia hitany fa tsy dia manana akory. Ny ohabolana moa dia nipoitra avy amin’ny zava-nisy niainan’ny mpanoratra azy ka izay no nahitan’i... |
Samy te hanan-karena tampoka fa tsy hisasatra. |
Tsy fanararaotana ny isa-minitra, hihary fitaovana ampy, tsy ritra, ho vanja hanandevonana fanandevozana 94 araka izany, rehefa mahay mifanohana ny tsirairay, dia tsy hisy ny fanararaotana ny hafa, fa samy hikatsaka sy hiezaka handrava izay mitondra fanandevozana. Mety hiseho amin ny endrika maro samihafa moa ny fanand... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.