text stringlengths 10 11k |
|---|
Fetra amiko ramoussa dia heveriko ho fiampangana ahy sahady no dikan’izao fihetsik’ialahy izao. Sady tsy efa nilaza ve aho teo fa hesory amin’ny karamako, raha tian’ialahy! |
Sehatra dinihiny |
Fanakaran- kevitra ora 40 min |
Fehiny zava-dehibe ato amin’ity asa fikarohana ity ny tsy maintsy namelabelarana ny fizotry ny fitsidihana kilasy natao tao amin’ireo sekoly telo l. P. A l. F. A; satria ny hijery ny fomba fampianarana ny tsangan-kevitra tao amin’ny kilasy voalohany sy handinika ny zava-misy eny anivon’ny sekoly no tanjona. Satry tokoa... |
Xavier roegiers, op. Cit, p 54 la mesure est un processus par lequel on attribue des nombres à des choses un objet, un évènement selon des règles déterminées |
Ny teny dia anisan’ny ampiasain’ny olona mandrakariva eo amin’ny fiainana andavanandro. Entina mifandray eo amin’ny fiarahamonina ny teny. Ao anatin’izany teny ifandraisana izany anefa dia mety hisy voka-dratsy aterany, nefa koa mety ahitana soa ho an’izay mihaino azy. Eo ihany koa anefa ny mety ho fahatokian’ny olona ... |
Ireo rehetra voalaza ireo no tokony hananan’ny mpampianatra na ny mpandefa hafatra eo anivon’ny seraseran’ny fampianarana raha tiana hahomby izany serasera izany. Hojerena manaraka eto koa ny momba ny hafatra ampitaina na ny fahalalana izany. |
Ary tamy ny izany, samy nanana ny anjarany ny olona, samy nanana izay tia ny, ary araka izany no andehanany ny fanao ny olona sy ny vinta ny ; ary ny vary nomen’andriamanitra ivelomany ny olona, ary tokony hitady izay hahatsara azy ny olona. Tantara ny andriana i, tak 20-21 izao ny tetiarana eny ankaratra an-tampo ny a... |
Ho fanatsarana ny boky |
Mythes, rites et transes à madagascar, ambozontany, analamahitsy, 391p. Laplantine, françois |
Andrefana ny mpitondra sarety eo an-tanana sy ho fampitombona ny mason-karena. Satria betsaka ny tombontsoa |
Ny firehana naturaliste ry freinet, montessori, decroly no tena nivoy azy. Ny filana, ny fitadiavana tombon-tsoa, ny fahabangana no fototra iorenany. |
Dingana 2 irosoana ny dingana manaraka rehefa voafehy ny dingana voalohany. Tontosana ny fampianarana ny renitsoratra. Ireto avy izany b, d, f, g, h, j, k, l, m, n, p, r, s, t, v, z dingana 3 fampianarana ny renintsoratra kentsona tapany mb, mp, nt, ndr, ntr, nts, dr, tr, ts, nk, ng, nj atao izay hahamasaka tsara an’ir... |
Koa noraisin’ny mpamoron-kira ho masina toy ireny eto ny tanindrazany matoa nanaovany voady. |
Fanadihadiana natao tamin’ny mpanoratra ny 3 jona 2005 15 fanadihadiana natao tamin-dramaroson dieudonné, ny alakamisy septambra 2005 |
Nindramin ny mpanoratra izany mba hanamafisany ny fahafoizan-tenan i sahondra mba hahasoa ny zanany, ny fangirifiriana niaretany tamin izany. Manamora ny finoan ny mpamaky ny fahamarinan ny toe-javatra tantarain ny mpanoratra ihany koaireo voambolana ireo. Sarim-piainana misy na mety ho misy atsangan ny mpanoratra, tok... |
Famaritana hoy i régis rajemisa raoelison, raha namaritra ny landy izy ny landy dia ilay bibikely miomby, izany hoe, mifono ao anaty tranony, ka iny tranony iny no folesina hatao kofehy tenomina na ny lamba malandilandy vita aminy 39. Manana ny famaritany ny landy koa ravelojaona, raha ny lamba sy ny landy no asian-ten... |
Ny mpijoro amin’ny ankapobeny dia lehilahy efa nahazo taona. Tahaka ny tamin’ny olona velon-dray aman-dreny ihany koa dia misy ny fepetra arahina. Olona nofidin’ny tompon-draharaha ny mpijoro. Olona efa manana traikefa manokana momba izany izy eo amin’ny tany ama-monina. Misy aza sady mpimasy izy no mpanandro ihany koa... |
Noho izany rehetra izany, takian’ny mpanoratra ny hahazoan’ny isam-batan’olona izay ilainy mba hampivelarany ny fiainany, ary koa ny fialana amin’ireo geja sy tsindry mitory fandemen-tsaina ataon’ny hafa. Mikatsaka ny fahafahan’ny fiarahamonina koa i di b2. Ny fahafahana ho an’ny fiarahamonina |
Fampahafantarana ny tontolo iainana |
Ravelojaona, mpanolon-tsaina, n 19, 1908 101 randzavola, mpalon-tsaina, lah.176, avril-juin, 1946 102 ch. Ravoajanahary, vokatry ny fisainana vahiny teo amin’ny literatiora malagasy |
Ry olona nandalo, raha tsy ho tsiny anie dia etsy ianao hafarako; meteza iray sy valo hihaino ’zay hambarako 5 tsy amin-donilony ataovy tonga any aminy fa rehefa ny fitia no miharo filafila dia tonga tsisy maminy ka izy, hono, hoe tsy mila 10 intsony intsony intsony. |
Les activités convenues et programmées entre les différents acteurs, grâce à la conception, l’élaboration du projet d’etablissement contractualisé pec ou tetikasa an- tsekoly ifanekena tesi visent à améliorer la situation de l’école en réponse à ses besoins réels. |
Jona 1981 ratsimaholy francinet |
Randja zanamihoatra, op cit, tak 08. |
Kilasy faharoa |
Mba hahafaha-manasongadina ny toerana misy ny fahazoana dia ilaina ny maneho ireo sokajy samihafa hita eo amin’ny ambaratongam-panorenam-pahalalana. Ity kisary manaraka ity no manasinkasina izany. Kisary1 maneho ireo sokajy samihafa eo amin’ny ambaratongam-panorenam- pahalalana. |
Tolotr’asa |
Remerciements |
Misy, na farafahakeliny manalefaka ny adin-tsaina mianjady amin’ny mpamaky. Miray fo sy saina amin’ny mpanoratra tokoa mantsy ny mpamaky, miara-mifaly raha toa misy toe-javatra mifanaraka amin’izany; miara-miondrika raha toa ka misy toe-javatra mampalahelo. Manana izay kendreny manokana ny mpanoratra amin’ny famoronana... |
Ts imanato andriamanitra ô ! Maty hono rainibozaka maty nokendain’ny lolo ! Lolo inona ? I. Ilay aloka nolazainy ve ? Tena raharaha ity ! |
Zeraffa m. 1976 |
Toko 1 ny fandraketana ireo vakoka miafina ao mahamasina |
O, aza mba mahazo sanatria ny tahaka izao, sendra zaza adala diso kilalao! Nampiharihary izany filàna ara-nofo izany i riva eto, indrindra fa ny firoborobon’izany amin’ireo tanora mbola tsy ampy taona akory. Maro tamin’ny tovovavy malagasy mantsy no tratran’ny vohoka aloha loatra vokatr’io fahamaizana hilalao fitia io.... |
Rasoafaraniaina herinandrasana harinivo |
Manazava izany mba hanaitra ka handresy lahatra izay mamaky azy. Avy amin’ny vaovao samihafa efa nisy sy niseho no andrafetany ny famelabelarany na anamarinany ny heviny, mba hahafahana manao tsoa-kevitra. |
Sécurité social à madagascar. La politique pour instaurer cette dernière, est un long parcours, mais il est temps qu elle le soit. |
Mideza 130 |
Tak 206 84 v. A tak 207 85 v. A tak 209 |
Memoire de fin d’etudes pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale capen |
Ny mpandray anjara mpanampy |
Ny paikady hoenti-mamaky ny reportage dingana maromaro no tsy maintsy lalovana mba hahaizana mifehy ny vakiteny. Ny ambaratongam-pianarana fototra no tokony ho efa nanombohana azy ka mitohy hatrany amin’ny sampam-pianarana ambony. Izany hoe, vao miana-manoratra ny mpianatra dia efa tokony hisy fianarana mamaky ny zavat... |
Raha ireo vokatra ireo no jerena dia azo ambara fa tsy mahafa-po ny mpianatra ny fomba fampianarana ny taranja malagasy, satria ny 24,44 n’izy ireo ihany no mba nankasitraka izany. Izany rehetra izany dia maneho fa mila fanarenana tokoa ny fampianarana ny taranja malagasy eny anivon’ny fampianarana tekinika. |
Ankehitriny moa izy na dia efa misotro ronono aza dia mbola manohy ny fitaizana ara-panahy ao amin ny toerana fitaizana zaza kamboty centre etoile du matin ambohitrimanjaka. Noraisiny ho andraikitra ihany koa ny fanabeazana ny fianakaviana, ka natsangany ny ecole de pédagogie familiale ahazoany manatanteraka izany. Azo... |
Hita tokoa araka izany, fa nanoratra tononkalo miady rima i nampoina, ka ny rima mifanjohy sy ny rima mifaningotra no nampiasainy. Tsy mandeha ila anefa ny fampiasany ireny rima ireny fa mifanaraka tamin’ny hevitra amam-pihetseham-pon’izy mpanoratra, izany hoe misy fifandraisana akaiky amin’ny fihetseham-pony, ny endri... |
Rado marary? Inona no efa nolazaiko anao! Tsy efa nilaza taminao moa aho, fa ianao reniny ihany no mahakarakara io zaza io! Marary izy izao, ka ataovy izay ataonao! |
Oio! Hanavotra ny gasy! 216 |
Livre, l. S vy mind in society. The developpement of higer psychological processus. P 31 |
Rasanjy , tao ambohimiadana talata volonondry 1940, rasandy dia tsy mba nandova ny fanamboarana koba fa rasanjy rahalahiny kosa no nandova ny talentan-drainy ; 1985, ramatoa razafimanana zana-drasanjy ihany koa tsy nanao koba, fa rajaonarivony j izay olon-kafa no nianatra nanao koba tao aminy ary nanaparitaka izany tam... |
Dans la première partie, nous avons expliqué le romantisme en littérature. D’abord nous avons cherché les fondements du romantisme, sa source et sa manifestation à l’extérieur et à madagascar. |
Ny alina hono mitondra fisainana ny ela nanginana tsy nitarainana lay nikobonana dinika anaty ho tolom-bahoaka, lele afo tsy maty dia vahoaka madinika mijery taratra hanara-maso ny fiainany androany ka vonona hoafy ny dom-pahavaratra mba handrodanany izay fahantrany. |
Lahateny ifamaliana ny fifanantsafana amin’ny fahafatesana. Teny no kirakiraina. Fiatovana entina maneho hevitra sy hampitana hafatra amin’ny mpihaino ny teny. Ny literatiora ihany no mampiasa ny teny amin’ny alalan’ny fampitan-kafatra mivantana na ankolaka.266 tsy ny teny rehetra mandrafitra an’ilay lahateny no mahaka... |
Araky ny hita tany amin’ny olana dia mety tsy hahazoana taranaka ny tsy fiorenan’ny tokantrano amin’ny tena fitiavana, satria, ny korontana sy ny alahelo aterak’izany dia mety hisakana ny fipetrahan’ny zaza. Ny tantaran-drasolomana sy razanajaza no nanehoan’ny mpanoratra izany. Fa ny vahaolana tamin’izany dia ny fahita... |
Very toky, very kiady ka misento mahonena ! |
Antonony 01; 03; 04; 06; 07; 08; 09; 11; 13, 14; 15; 16; 20; 23; 24; 28; 67 45,89 |
Ka azo ambara fa tena olana lehibe amin’ny fampianarana ny taranja malagasy ny tsy fahaizana mandanjalanja ny fampiasana ireo anjara asa fampianarana sivy ireo. Araka izany dia tokony hifandanja tsara ny fampiasana azy ireo raha te hampandray anjara ny mpianatra sy hananatratra ny tanjona ary ho faly sy tsy hosorena ny... |
Ireo singa iantefan’ny fanoritsoritana mamaritra ny habaka ary ny anjara asan’ny fanoritsoritana |
Maninona ny vato no dia nanintona ahy, nanetsika ny saiko hidinika am-panahy ? -tsy ny endri-tsoany ihany, ananany io aloha fa ny halozany koa, dia ireo misaron-doha ! |
Samy hafa ny habaka misy ny mpamaky sy ny mpandray anjara |
Fouquet e et all 1858 |
Ny fototra iorenan’ny fomban-tanintsika d |
Samy mamolavola tetim-pandaniana avokoa ireo sokajy ireo toy izao manaraka izao ny andraikitra sahanin’ny zana-drazana ? Fankanesana any amin’ny mpitan-jiny ? Fividianana lamba ? Fikarakarana taratasy fahazoan-dalana autorisation ? Fikarakarana ny famahanana ? Fikarakarana ny zava-maneno |
Ritsodritso-peo mivoaka avy amin’ny soratra rafidrafi-teny mandika ny ao am-po toeram-pandevenana ilay nofy tsy voatohitra ka indro fa voaboraka ny ratra izay nanjo norotsiana an-tratra, trotroina mba hatory na dia tojo tiana tsy nety tony akory vao mainka koa nitobaka nandoto ireo takila no rakitra mipetrak’ilay masoa... |
Tsara ny mampahatsiahy eto am-pamaranana, fa ny literatiora an-tsoratra no nirotsahanay. Nanompanana ny fanadihadiana ny lohahevitra hoe i niry-solosoa mihira ny fitiavana ao amin’ny amboaran-tononkalo dia tanjonay tamin’izao asa izao ny hampahafantatra ny mpanoratra sy ny asa sorany, ary ny hanampy ny fitaovana hokira... |
Anterina hatrany fa ny olana fototra niaingana nanatanterahana ity asa fikarohana ity dia ny fahatsapana fa tsy ampy ny fahalalana omena ny mpianatra hahafahany miatrika ny karazan-tserasera miandry azy eo amin’ny fiainany andavanandro. Tsy ampy ny fahafolahany ny fampiasana ny teny satria tsy mifantoka loatra amin’iza... |
Fivelaram-pitiavana ireo. Ankoatra izany ary, dia tanjona tsara ihany koa no iombonan’ny roa tonta. 2-1-3-4-ny tanjona eo amin’ny fitiavana |
Maneho izany fa niaina tamin’ny fanambakana tokoa ny olona. Niseho izany, ohatra, teo amin’ny tantsaha rehefa nivarotra ny vokatra. Mody mampifilafila ireo mpanam-bola mba hahazoany ny vokatra amin’ny vidiny mora. Raha toa tsy varo-boba eny amidy amin’ireo izay mpanambaka sy mpitsentsitra ny kely tena tompon’ny safidy ... |
Rojo fa tena mifankatia tokoa aloha ianao sy haimah ry sedra. |
Lehilahy mody izao no famindra, tahaka irony fody tsara sy mirindra; tsy misodisody na mihindrahindra, lehilahy mody izao no famindra. |
Hoy rajaona, raha mamaritra ity karazan-teny iray ity ny ataonay hoe teny manafin-toetra kosa dia irony teny toa tsy mampiseho mazava izay tena hevitra fonosiny. Anisan’ireny ny tsilalaon-kevitra sy tsilalaon-teny samihafa tn ii, tak 190 . |
Asaina dinihin’ny mpianatra ny lohateny ao amin’ny takila voalohany ny endriky ny lohateny karazan-tarehin-tsoratra nampiasaina sy ny habeny , ny toerany ao anatin’ny takila. 2- takarina avy amin’izany ny fomba nandaminan’ny tonian-dahatsoratra azy. |
6 7 8 9 10 11 12 |
Tsy nijanona tamin’io hatramin’ny farany anefa ny eja fa niezaka hatrany namaha ny fo mifaningotra ka toa niverina ho amin’ny rima mifanjohy indray. Izany hoe raha tojo fisarahana izy dia mbola nifaningotra ny fon’ izy sy ilay olon-tiany. Rehefa tsapany anefa fa tsy hiverina aminy intsony ilay vadiny dia nanapa-kevitra... |
Mihinana ny hatsembohan’ny malagasy, ka mila |
Ohatra amin’izany, ny ao amin’ny takila faha-141 sary nalaina io sary io, sady miloko. Toy izany ihany koa, ny sary ao amin’ny takila faha- 225 sary voalohany . |
Inona avy ny fitsipika mifehy ny kilasy mandry amin’ny ankapobeny? Inona no antony? Mitovy daholo ny fitsipika ifampifehezana min ny trano salezianina maneran-tany. Tsy maintsy ampahafantarina kosa ny antony mba ho fampiharana ny fisorohana. Tsy azo ialana amin izany ireto tokony hanaja ny fotoana sy ny fandaharam-poto... |
Ratiaray miriame rasazy |
Rainibozaka ’ty amiko ity ny iray |
Ireo renifeo afaka mifanova na manana mifanolo aminy |
Ireo dingan-kevitra hovelabelarina mba hahafahana manadihady bebe kokoa ny lanja amam-pomba fiheverana malagasy samihafa raketin’ny fanafanana omby, tany amin’ireo faritra nanaovana ny fanadihadiana ireo, dia hozaraina telo lehibe ny asa. Ao amin’ny fizarana voalohany no hanoritsoritana sy hampahafantarana ankapobeny i... |
Nandritra ny fotoana nanaovana ny firotsahana an-tsehatra dia maro ny tombana natao. |
Rabeza andeha anaka vonjeo ny raharahanareo, ary atovy ao an-tsaina ny teniko fa mety hanala baraka antsika ny toy izao. Vololona mijery kely an’i naivo, mitsiky kely dia lasa ranaivo manara-maso an’i vololona |
Chaque paysan possède-t-il une technique spécifique au labourage de la terre et quelle est son efficacité ? Oui, chacun possède sa technique spécifique qui dépend surtout de son habitude dont chacun hérite souvent de ses parents pratiquants du labour de la terre depuis très longtemps. |
Pividy omby no manatona io tsena io rehefa alatsinainy. Fampidiram- arivonimamo vao entina amidy, ankoatra izay dia misy tapakila alohhaka ny vidim-pidirana io tapakila |
Amina taranja iray, fianarana ny tany. Na jeo-gi-ra-fia, hoy ny teny iantsoana izany. H. R, seho 3 manampy izany ny filazan’i di ny zava-bitan’i r. R raolison, izay nampianatra azy ny teny malagasy, sady nahavita be tamin’ny fanandratana ny maha malagasy. Azo atambatra amin’izany ny sehatry ny fikarohana, saha nandrais... |
Ampiasain’i arni ihany koa ny andalana antonony anaovany antso avo amin’ireo mpitondra mba hisian’ny vahaolana amin’ireo zava-mianjady amin’ny vahoaka. Hoy i arni ao amin’ny haika . |
Ny tamberim-pototeny mandoko ny halemen-tsaina. Amaranan’ny mpanoratra ireo heviny maneho ny helemen-tsaina ihany koa ny fandraisana izay tsy tokony hahakasika ny tena. Izany no hita amin’ny hoe ny tsiny manan-tsiny raha tsy voasikotra ny fakany. Aza mandray tsy raisina fa eo an- damosina ny tsipolotra a. P 105 |
Ny fampianarana eny anivon’ny tontolo dia tsy mikendry fotsiny ny tanjona ara- pahalalana, fa mamolavola indrindra koa ny beazina ho olom-pirenena vanona. Isan’ny sehatra iray hamolavolana ny beazina hahay hitondra tena, hahay hiaina eo anivon’ny fiaraha-monina ny fampianarana ivelan’ny rindrina efatra. Amin’ny ankapob... |
Ny faharavam-pitiavana hoy rajemisa raolison ny antony mahatonga ny fitiavana hanan-tantara, dia mazàna avy amin-javatra telo ny vato misakana ny fitiavana tsy ho tanteraka, ny fakam- panahy misarika azy efa mijoro ary ny toetran’ireo mpifankatia tsy mifanaraka, ka mahatonga ny fitiavana hikoan’ny nahiny 125 |
Nisy ny fifandonanrireo hery lehibe roa, dia ny kapitalisma sy ny sôsialisma. Ny akonrizay teo aminrny sehatry ny pôlitika, ny toe-karena no hovahavahana manaraka teo aminrny sehatry ny pôlitika |
Fampahafantarana ara-tantara misy lafin-javatra maromaro hojerena mahakasika ny tantaran’ity toerana ity. Ho hitantsika amin’izany ny niavian’ny mponina, ny nahatonga ny anarany ho ambohimanga, ny nivoarany ho ambohimanga atsimo, ary ny fifandraisany amin’ambohimanga rova. 1-3-2-1 ny niavian’ny mponina |
Andikana ny stage 72 andikana ny arrosoire goutte à goutte teknika vao noforonina tao 2010 |
Betsaka ny fahantrana ary ao anatin’izany ny tsi-fahamarinana heverina ho tandra vadi-koditra amin’izany tsy manana rehetra71 ny tamberin-teny manana amin’ny toerana tsy voafetra mialoha dia mamohitra fa tontolon’ny fari-pananana no asian-teny amin’izany dia misy teny sy andian-teny mifanohi-kevitra ao manana sy tsy ma... |
Antony mety nahatonga ny fahavitrihan’ny mpianatra f. T. G |
Janvier 1991 |
Sampy eleonore 30 taona v |
Fangatahana fanatonana fanomanana fitadiavana lalana ? Ny polisy ? Ny vata ? Fiarakodia |
Mahantra ny gasy noho ny harena marobe, mitobaka amin’ny taniny noho ireo avara-pi, mameno ny akaniny noho ireo olo-manga, tiany sy andrianiny noho ireo mpanambola, tsy hita isa ao aminy dia mahantra ny gasy ! ! |
Mpivahiny, gazetim-panjakana, n 2051 du 25.05.1936 |
Maro ireo lesoka mety ho hita eo amin ny lafiny fampianarana. Tsy tokony hatao hahakivy anefa izany fa ny fahaizana mijery sy manarina ireny no zava-dehibe. Ny traikefa ananana ihany koa dia ahafahana manatsara ny fahalalana omena ny mpianatra. Tsy adidin ny mpampianatra, na ny mpianatra irery ny resaka fampianarana, f... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.