text stringlengths 10 11k |
|---|
Mba satrinao koa hiaina haravoana, na inona lanjan’ny zava-mihatra kanefa tsy izany miondrika foana rehefa havava ny sento ao an-tratra. |
Fourniture ou prestation de services cette catégorie inclut toutes les organisations qui rendent à leurs clients des services dans les domaines de l’action sociale, de la santé, de l’éducation, de l’information ou de l’assistance-conseil sur un sujet particulier militantisme cette catégorie comprend toutes les organisa... |
Hataka poakaty vary kely tapa-kibo, zoron-trano hatoriana, minitra iray mba hitsikiana, |
Satan aza matahotra ahy izany raivo fa tia anao aho a. Izaho ilay olona nangataka anao tamin ny alalan i dady mba hahazo anao ary ny dadabenao rahateo niangavy an i dady mba hahazo tovolahy sahaza anao, koa dia mihaona ankehitriny ny tia sy ny manina ary masa-bary maito kitoza ka ny masoandro miposaka no mampalahelo. M... |
Hiara-hitsidika ny efitra rehetra isika, àry dia holazainao ahy raha finaritra ianao na tsia. |
Fepetra takina tsiry fanja voa fahavitr ihana namonjy fivoriana tsy latsaky ny in-6 misesy mahay ny tarigetra sy ny lalàna mahay ny hiran ny mpanazava mahay manavaka ny sampana telo mahafantatra ny marika maha mpanazava namonjy fivoriana farafahakeliny 12 volana aorian ny dinagana i efa nanatrika fivoahana an- tsaha, l... |
Musset a et donnay m , musset et l’amour, col gier et 1935 aujourd’hui, imp de lagny, emmanuel grévin et fils, france |
Une reconnaissance des actions de développement des associations de la part des différentes institutions à madagascar contribuerait à améliorer le cadre d’action de celles-ci. Pour cela, un plaidoyer en faveur de ces associations devrait être conduit auprès des différentes institutions. Par ailleurs, les pouvoirs publi... |
Mpanoratra |
Ny zanapeo sosona |
Nisokatra ihany koa ny tambajotra izay ikambanan’ny tantsaha mampiasa ny rano avy any amin’ny toha-drano mandeha an-tanimbary. Manao latsa-kemboka isan- tanimbary ho sara-pikojakojana ny lakan-drano izay mitondra ny rano zaraina amin’ny tanimbary sy ny foto-drafitr’asa fampidiran-drano. Ny brl23 izay miara-miasa amin’n... |
Anisan’ireo mpanoratra malagasy, sady tanora no manan-talenta no nezahinay naseho. Nifantoka tamin’ny tontolon’ny fanabeazana sy ny fitaizana, mahakasika ny lafiny rehetra ity asa fikarohana ity. Voaporofo tamin’izany fa azo atao tsara ny mampita fanabeazana amin’ny alalan’ny asa soratra, araka ny talenta nananan’ny ma... |
Lethielleux p. |
Les organismes non gouvernementaux |
Olona mifototra betsaka amin’ny tontolon’ny teny sy ny literatiora i di raha ny fiainany amin’ny ankapobeny no jerena. Eo amin’ny teny dia efa nambara tany aloha fa mahafehy tenim- pirenena samihafa izy dia ny frantsay, anglisy, espaniôla, swahili. Nahafahany namantatra ny literatioran’ny firenena hafa ankoatra an’i ma... |
Raha ireo voambolana maneho fitalahoana amin’andriamanitra ireo no dinihina dia tsapa fa anisan’ny mifono angolam-pihetseham-po ao amin’ny mpandray anjara ny finoana amam-pivavahana. Ny hevitra fonosin’izany moa dia fikatsaham-bahaolana manoloana ny olana izay setraina. Eo anatrehan’izany dia hita miharihary ny finoana... |
Ny mpikambana ao amin’ny dina dia tsy maintsy olona ao anatin’ny faritra na fiarahamonina voakasika na manaiky ilay petra-kevitra novolavolain’ny mpamorona azy. Tsy maintsy fifanarahan’ny rehetra voakasiky ny dina na ny maro ankamaroany ao anaty fiarahamonina vao azo ampiharina ny dina, ankoatra ny fankatoavan’ny fanja... |
Ny sarin-teny mateti-piherina. Misy karazan-tsarin-teny telo mateti-piherina ao amin’ny a. P. |
Izay raha fintinina ny momba ny tantaran’ny fampianarana tekinika, fa hiroso lalin-dalina hatrany, ka ny zava-misy manodidina izany fampianarana izany no hojerana manaraka eto. |
Ary ny tena nampiavaka sy nampalaza azy dia ny fitarihana fitokonana tanjony mantsy, hono, ny ho mpitondra firenena ary dia efa manakaiky izany tokoa izy amin’izao fotoana izao satria. Efa ambony, efa ambony ka tsy azo gadraina tahaka ahy. Idiran-doza ihany ny firenena hoentin’ny olona tahaka ireny. Tsy fantany intsony... |
Asa goavana enti-manangana ny firenena ny raharaham-pampianarana sy ny fanabeazana; zava-dehibe indrindra koa ny fanehoana ny haren-tsaina maha malagasy, ny teny sy ny tantara. Ahazoana manangana ny sosialista eto madagasikara dia tsy maintsy manaraka rafitra maty paika ny fampianarana izay hiompana amin’ny foto- kevit... |
Fahatongavan-drandria tao an-trano tampoka |
Hatoroko azy leisy |
Fa taiza ianao androany no tsy nandre akory fa nisy vovon’alika teo am-boditranonao nitomany ny valalany nodimandry maitso volo ! |
Tovana i tononkalo |
Hevitry ny mpanondro eo amin’ny famaritana teny |
Ny fananana omby maro no andrefesana ny fananan-karena amin’ny ankamaroan’ny tontolo ambanivohitr’ i madagasikara. Izany no nahatonga ny mpitondra tamin’ny fotoan’ny revolisiona sosialisita malagasy hampandroso ny fiompiana omby teto madagasikara. Raisina ohatra tamin’izany ny fiompiana omby vavy be ronono. Fiaraha-mia... |
Somary mbola sahirana ny mpianatra 1 |
Fitaovam josephine |
Anisan’izany ny toerana fanaovana fantanjahan-tena samihafa izay tantanan’ny kaominina antananarivo renivohitra. Manana ny lazany tokoa ity kianja ity ary mampalaza iny faritra alarobia iny ny fisiany. Ahitana orinasa ihany koa eny amin’ny faritra misy ny sekoly, toy ny batiment et travaux public misy koa ny toerana fa... |
Tanjona nokendrena tamin’ny fanatontosana izao asa fikarohana izao ny fampahafantarana ny mpanoratra sy ny talenta ananany amin’ny fanoratana tantara fandefa amin’ny onjam-peo. Ny fanehoana fa azo trandrahina amin’ny lafiny maro tahaka ny karazana literatiora hafa rehetra ny tantara fandefa an’onjam-peo. Ny hitaizana n... |
Ny feo dia feon’ny lasa tsy sitram-panafody ny endrika no asa ra’ izy nitampody |
Aoka hikoy ny fiaraha-mikalo, |
Ka raha te ho tafita zao ro ataovy ao an-tsaina fianarana ro tarigetra e! E! Ka raiso ho tadidy ny mianatra zahao na inona hatao tsa mba misalasala izy e! Mahay mampiasa saina na hiditra birao, na hiompy na hamboly |
Anarana iantsoan’i niry-solosoa ireo vahoaka madinika ny hoe ambala mpanoa nampiasa kianteny dia izy raha namadika ny rafitr’io fehezan-teny io, mba hanehoany ny fihetsik’ireo vahoaka madinika ireo manoloana ny adin’ny mpanao pôlitika, izay samy milaza ho mahavita azy eto amin’ny firenena, ka mifanaratsy sy mifanenjika... |
Tao amin’ny kilasy famaranana toy izao kosa ny tao amin’ny kilasy famaranana |
L’étagère portant les classeurs des conventions portera une étiquette convention |
Butor m , essais sur le roman, dès que nous abordons la région du roman, il faut superposer au moins celui de l’aventure, celui de l’écriture, celui de la lecture p.118 |
Chef du projet, ? Adjoint chef du projet, ? Gestionnaire comptable, ? Comptable suppléant, ? Secrétaire comptable. |
Ny momba azy vakivakim-piainana onjam-pilafila vatana lahy vavy anarana malagasy i tsiry malagasy ibako taona tsy voafaritra mazava, saingy tanora vao avy nahazo bacc roa taona 25 taona fiankohonana tsy manambady manambady aman-janaka fiaviana avy any ambanivohitra avy eto antananarivo fianakaviana kamboty, mbola manan... |
Izy fa efa nilaozan’ny toetr’andro io fitaovana ampiasainy io. Ary io fitiavany hiseho io no mahatonga azy hanao rapa-dango izay zava- baovao atolotra azy rehetra. Ny kitay no ananantsika. Ny rano no ananantsika. Ny fampiasana ireo zavatra ireo hampandeha ny lohamasinintsika dia tsy hampivoaka ny volantsika any ivelany... |
Lita ssh, mahasosotra leitsy ny miara-miaina amin ny sarimbavy a! |
Bibliographie |
Any ilay olona izay! Ho fahatsiarovana an’i cl ratsimandresy ratsarazaka |
Fandravonana sy siton-kevitra. Tao aorian’izany dia noresahina ny amin’ireo asa tokony hampanaovina ny mpianatra mba hahafahany mamokatra fanazavana ka tamin’izany no nitrandrahana ireo teny tanterina tsara ampiasaina ao amin’ny boky. Toy izay raha aravona ny asa fikarohana natao ka hatolotra indray ny lanjan’ny asa. |
A, ny ahy ny alahelo , tak.28, and 2 |
Auteur ramahatra malalasoa nombre de pages 76 nombre de tableaux 10 |
Renifeo amolotra m miverina intelo no ampibaribariana ny fihetsiky randrianantoanina, mitrerontrerona mampitandrina an-drazafy. Raha ny fizotran’ny toe-draharaha mantsy dia tsy mbola ao an-trano raozimaria, izany hoe, tokony ho amin’ny filazam-potoana ho avy ny fehezan-teny handidy sy hamoha sy hanidy noho ny fanomezan... |
Ny fananana teny sy tantara ary fomba amam-panao no fototra ijoroan’ny maha- firenena ny firenena iray. Efa nohalalinina miandalana teo aloha ny mikasika ireo hevitra roa voalohany maneho ny maha- firenena ireo, fa ny mombamomba ity farany no hasongadina manaraka eto. |
Ambonin’ny lambanana no fomba fanao teo aloha niova izany ka efa eo ambonin’ny latabatra ny amin’izao. Maro amin’ny mponina ihany koa no efa manana ny fahitalavitra sy ny-radio? Niova nanaraka izany koa ny endrikendriky ny ao an-trano, raha matory amin’ny tany ny teo aloha, amin’izao kosa dia efa manomboka matory eo am... |
Olombelona aho mantsy manan-tompo sy mpiahy manan-javatra antenaina dia ny fiainana any an-danitra manan-javatra inoana ray, zanaka, fanahy! Ho tsiahiviko isan’andro fa ny tany tsy maharitra! |
Puisque l’audit interne est une fonction nécessitant une forte collaboration de la part de la direction générale pour réussir son effort , il est nécessaire de maintenir dans la mesure du possible les communications entre les deux |
Andram-bahaolana ho an’ny mpitantanana ny sekoly sy ny mpampianatra ary ireo rafitra misy amin’ny maha manontolo iray ny tontolon’ny fampianarana, ary araka ny fahitana ireo olana rehetra voalaza teo aloha, dia zava-dehibe ny hanolorana andram- bahaolana ho an’ny mpitantana ny sekoly, ho an’ny mpampianatra ary ho an’ir... |
Fizaràna faharoa |
Résumé le travail de recherche est fondé sur l’étude et l’analyse du thème unique exprimé dans les poèmes de ratsimaholy francinet. La critique thématique régressive de j. P weber a été l’élement principal dans l’accomplissement du travail. Cette critique se base d’abord sur la mise en rélation des uvres littéraires à ... |
Mba nanavaka ahay ny tena tia, sy mody tia, haka tombony hankafy. |
Toy izao kosa ny famalin’ilay andaniny ho setrin’izany raha tsy miteny toa miavona, raha tsy mamaly toa tezitra! Hamaly ny tenin’andriamatoa ka azafady hay ianao toy ny vorontsiloza, raha siahina dia midoboka, nosiahiko kely dia nidoboka! Hay ianao toy ny mason-dandy, raha tohinina dia mibareraka, notohiniko kely ka di... |
Toy izay amin’ny ankapobeny ny azo ambara mikasika ny pôlitika. Ampahany ihany ireo natolotra ireo, tsy mahakasika mivantana ny lohahevitra nosafidiana izany ka tsy hivalamparana loatra. Indro ny lahatsoratra manaraka izay mifandraika amin’ny lafiny toe-karena. |
Matio -marka -lioka -joany ii asan’ny apôstôly mitantara ny fitaran’ny eglizy |
Ny finiavana sy fikirizana tamin’ny fianarana no nampamiratra ny masoandrom- piainan’i miaro. Nisetra olana madinidinika izy tamin’ny famitany ny fianarany saingy lehibe ny fanantenany ho tafita ary ho tojo lafim-piainana tsaratsara kokoa hatrany i miaro. Velom-pialonana anefa ny nenitoany rehefa hitany fa nandroso ny ... |
Fa ny zandry no manefa ny mafinao rehetra f’izay no mba sahaza andraikitry ny zaza |
Ny fampiharana ny fandinihana sy ny paikadin ny lahateny araka an i adam dia azo anasokajiana io ampahan-dahatsoratra io ho karazana lahateny mandresy lahatra. Ny tanjon ny mpanoratra amin ny fandresen-dahatra dia mba haneken ny mpamaky ilay foto-dresaka avoitrany ao amin ny lahatsoratra, dia tsy inona izany fa ny hevi... |
Satriko ry mamy ho mamy tena mamy ny fifankatiavantsika ho voninkazo soa no handravaka hatrany ny tokantranontsika |
Tany voahodidin’onja, |
Ny olana eo anivon’ny sekoly mahatonga fanelingelenana eo amin’ny fanabeazana ny tsy fahampiana ara- pitaovana sy ara-bola eny anivon’ny sekoly na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana. Olana amin’ny fanatontosana ny fampianarana ny tsy fisian’ny jiro sy ny rano any an-toerana. Ho an’ny fokontany 104 ao anatin’ny ... |
Ny fahadisoam-panantenana |
Ary satria efa niraisana avokoa ny zavatra rehetra nandritra ny fivelaran’ ny fitiavana dia tsy ireo olona nilaozana ihany no ory fa dia nandazo hatramin’ny zava-boaary. Lasa ianao ka hatramin’ireo voninkazo nokajianao, dia nalazo mibaribary ao amin’io tononkalo io ny fandaozan’ ny vadiny an’ ny eja. Nandao azy sy ireo... |
Manjakandriana toerana mihataka an’antananarivo, manaraka ny rn2. Fiavian’i robena, toerana onenan’ireo ray aman-dreniny hitany eto ilay fonenany any manjakandriana v. A. Tak 59-60 ao ihany koa no monina i nary sy ny ray aman-dreniny |
Lavondes h , bekoropaka, quelques aspects de la vie familiale et sociale d’un village malgache, cahiers de l’homme, mouton, paris. 1967,189p |
Rajao sy raly any am-piangonana rajao sy raly |
Raha jerena àry ireo voalazan’ny rakibolana ireo dia hita fa maro ireo zavatra izay sahanin’ny sain’olombelona. Ka ny fiezahan’ny saina hanokana ny fieritreretany iray manontolo amin-javatra iray no atao hoe fifantohana raha izay àry ny fomba namaritan’ny rakibolana ny fifantohana, manao ahoana kosa indray ny fiheveran... |
Supervision et coordination assistance des autres techniciens spécialistes compte rendu et rapport |
Fa ny seza koa iadivana ary tena ikirizana tsy ilay seza borintsika fa ny seza politika |
Vondrona ambara, tak 15-17-23 |
Rahoviana no haraina izany alim-pahoriana? Fa ny foko noratraina mba mitady tohan’aina! |
E! Oy! He! Bekobeko ene1 5-izaho tsy ho teto ene e e! Vy! Hibekobeko ene, ene! Ty raha tsy ho azo e! Ene! 10-e! Ano vezeveze2, ty raha tsy ho eto ano bedobedo3, ty raha tsy ho azo ty liako niela nikoto nikemba4 15-ty talia lahy lako5 tsy avy aman’olo, fa ho avy aman-te a ty raha nataon-tena mikaiboin-te a e ! E ! Oha !... |
Andro hafahafa |
Manao ahoana ny fifandraisanareo amin’ny fanamby ? Mahasarika ny tantsaha ve izany ? Inona ny hitanao fa vato misakana amin’ny tetikasa ? Inona ary ny soso-kevitra arosonao hamahana izany ? 3- tantsaha anarana- taona- tanàna- asa atao |
Voarakiny ao amin ny tononkalony ny fahatsiarovana ny lasa, ny fitiavan-janaka, ny fitiavan-dray aman-dreny, ny fitiavan-tanindrazana, ny fahoriana nihatra taminy sy tamin ireo manodidina azy, ny zava-nisy teo amin ny faritra sy firenena niainany sy fantany ankoatra ny fahalalana atolony, dia mananatra ary mampahery sy... |
Levy-leboyer c , la motivation au travail- modèle et stratégie, edition d’organisation, 2000. |
Dia misaotra indrindra, tompoko. |
Ny endrika ivelan’ny fasana |
Hotika hotikotika manotikotika |
Izaho tsy mino intsony ny vavabe mpikobaka loharanon-drotaka; izay hetsika natao niheveram-pandrosoana rendrika sy dobo tanaty honahona 25 sy nidiran-doza |
Raha ianareo mpivavaka natao hifankatia no variana mifandramatra sy mifanavakavaka matimaty foana ilay kristy! |
Imongo vaovao , zoma 02 jolay 2010, p. 3. 50lucile rabearimanana, op cit p.8 la presse d’opinion en langue malgache supporte seule pendant de longue années la lutte nationaliste |
Fikojakojana sy fanokafana ny tatatra no natao. Ny manahirana dia ity ataon’ ireo mpiasa amin’ny sisin’ny tatatra ny ranontany nalana tao amin’izany. Vao avy ny orana dia naverin’ny riaka tao indray iny. Tsy afa-miteny ny mpanara-maso ny asa satria mahazo teny mafy avy amin’ny mpiasa hoe ataovy izay ataon’ialahy fa iza... |
Vitsy kokoa ny mpianatra any amin’ny lycée ambohimanambola raha mitaha amin’ny lycée andoharanofotsy satria araka ny hita tany amin’ny fizarana voalohany dia vitsy ny mponina any. Antony mahavitsy ny mpianatra ihany koa ny mbola maha sekoly vaovao azy ka tsy azon’ny ray aman-dreny antoka tsara satria eo ohatra ny tsy f... |
Nosafidinay manokana ity lisea ity satria tao ihany no nisy ny kilasy famaranana nanaovanay ny fizarana asa fa kilasy faharoa avokoa no notazoninay tany amin’ireo sekoly roa hafa lisea andrianampoinimerina sabotsy namehana sy lisea tsy miankina aceem ankadivato . |
Sesika sesitsesika sesefana |
Tatitra tamin’ny fivoriana na dinik’asa na atrikasa iray. Ny fahafahana mizotra amin’ny lalana vita, ny fahatafidiran’ny zaza malagasy rehetra any an-tsekoly sady ampy fitaovana, ny fihatsaran’ny fahasalamam-bahoaka, ny fitomboan’ny vokatry ny tantsaha, ny fisian’ny fandriampahalemana ireo no midika ho fahavitan’ny asa... |
Mampibaribary ny fitaoman ny dadatoany sy ny nenitoany azy, mba handray andraikitra sy hifanampy amin ny fivelomana, noho ny hasarotry ny fiainana, izay efa iaraha-mahalala tak 64 ny eritreritro no miaramila mpiambina; saingy marefo loatra, ka dia babony ihany koa. Ny saiko no niezaka nijoro, nisetra ny ranitry ny banj... |
Ny fanovan-javatra 2.2.3.1 ny fanovana endri-javatra na métaphore |
Ny omby famono rehefa manao fanompoana ao amin’ny doanin’analavory dia ireto ny omby fangoro mainty mitahampara, ny omby fotsy loha mainty jiba tongotra, jiba tanana, ary koa aomby fotsy loha mainty fehikira sy omby fotsiloha mainty fangoro. Maharitra herinandro ny fanompoana ao isak’alakaosy, isan-taona, ary isan-taon... |
Rtôdôksa asset publisher wfpdvmlxgl9l content visits-of-ecumenical-patriarchs-to-rome- and-popes-to-the-ecumenical-patriarchate |
Ny antrôpôlôjia no sehatra anaovana ny fikarohana eto. Mbola malalaka koa anefa ny sehatra raha toa ka handalim-pikarohana any amin’ny literatiora, ny riba aman- kolontsaina, ary ny haiteny. Niantefan’ny safidy ny antrôpôlôjia teto, tsy izy amin’ny ankapobeny anefa fa izay mifandray indrindra amin’ny kolontsaina sy ny ... |
Zato vetsoko misamboaravoara toy ny ranomasina tsy mba te-hizarazara fa iray mihasinkasina ony mitrena 20- tsy te-ho terena mitambalambala mitady lalana hoa ao an-tobin’ny fitia tena ho doria . |
Amin’ny toeram-pitsaboana mametraha kely hividianana savony na hatao hasin-tanana |
Ny famakafakan-kevitra, tsy mbola voafehiko tsara antony tsy ampy fanazaran-tena 13. Kilasy faharoa fanazaran-tena kilasy voalohany fanazaran-tena kilasy famaranana fanazaran-tena 14. Rakibolana malagasy-frantsay 15. Isa azo tamin’ny taranja malagasy telovolana voalohany 11 20 |
Mena mitomany midradradradra be dia very ialahy izany ry mena a! Ny ankizy niara-nilalao vovoka, sakaiza fahazaza ity no tonga |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.