text stringlengths 10 11k |
|---|
Mikasika ny famaritana indray dia mety sady mahomby ny miainga amin’ny fijerena ny sanda isan-karazany raketin’ny famadihana aloha sanda ara-piaraha- monina , sanda ara-pamokarana , sanda ara pitondrana , sanda ara-kolon-tsaina sy ara pinoana amam-pivavahana avy amin’izany no ahazoana ny hevitra mitrandraka ireo karaza... |
Jesosy kristy sy ny mpianany dia nihira rehefa avy nandray sy niara-nihinana ny paska ary rehefa nihira fiderana izy, dia lasa nankany amin’ny tendrombohitra oliva mat. 26 30 . |
Momba ny fotoana vakivakim-piainana onjam-pilafila ny fotoana niainan’ny mpanoratra sy nanoratany ny tantara -ny taona 1995 |
Fantatrareo ve fa andao tantaraina ny ady nipoaka nahakivy ny saina; ny rà nikoriana toa eran’ny nosy naha-voazanaka sy tena voahosy? |
Vola bebe kokoa ho an ny vahiny ny fampiasana fitaovana moderne ka lasa mitotongana ny harikarenan ny malagasy izay mbola mamokatra ny fitaovana nentim-paharazana. Mitarika ho amin ny fampandrosoana ny firenena sa vao maika mampiditra amin ny fahantrana lalina ny fampiasana fitaovana vaovao raha sanatria tsy misy manji... |
Horija zanamalala iny ô ô zanamalala iny ô ô totoy re ny vary e e ataovy tsara toto ô ô e e zanamalala iny ô zanamalala |
Vokatry ny fandikana fitsipika |
Sartre, qu’est ce que la littérature. , coll. Idées, ed. Gallimard, paris, 1948 a première vue, cela ne fait pas de doute on écrit pour le lecteur universel ; et nous avons vu, en effet, que l’exigence de l’ecrivain s’adresse en principe à tous les hommes tak 87 53 r escarpit, op cit, autrement dit, un public-interlocu... |
Ny fehezanteny tso-drafitra nampiasa ny fehezanteny tso-drafitra toy ny hita eto izy mafoaka ny toaka 151 em l sy ny hoe finaritra koa izahay sy madama 152 em l maro ireo andalana ao amin’ny poeziany no narafiny tamin’ny fehezanteny tso-drafitra tahaka ireo voalaza ireo. Arafiny tsotra ny fehezanteny rehefa tsy misy he... |
Ora rozery famerenan-desona konfesy 2 ora sy 45 minitra fandroana, sasa lamba, fakan-drivotra 5ora fikambanana masina 6ora 15 famerenan-kira 6ora 45 minitra famerenan-desona 7ora sy sasany hariva sakafo fakan-drivotra fizahana marary 8ora sy sasany alina tafandria mandry |
Raha tsorina dia tsy nilofika tanteraka teo anatrehan’ny fahantran’i nampoina. Andeha hojerena kosa ny fomba niatrehany ny aretina izay mikiky azy mandritra ny taona maro. 2.4. Ny fomba fiatrehany ny aretina |
Miavaka amin’izay jerena mihitsy ny eto gasikara tsy mba misy firenena hafa sady mahatara! |
Iarivo tiana mangala-pijery |
Araka ny efa voalaza tany aloha dia ny taona 1997 no nanomboka niasa tany amin’ny fokontany ny teknisianin’ny fanamby. Tamin’izany no nanomboka nanangana fiaraha-miasa tamin’ireo mponina izy ireo. Nandalo dingana maro anefa izy ireo mba handraisan’ny mponina antsahabe-atsinanana ny tetikasa. |
Io ohatra tokana io no hitanay iasan’ity fifamaliana ity. |
Tsy misy mpianatra roa ka mitovy ny fomba fianarana. 33 manamarina izany fa ao ampianarana dia tsy mitovy ny fomba sy ny paika ampiasain’ny tsirairay mba hoenti-manovo fahalalana. Ny mpianatra izay mbola somary kely taona, ohatra dia mila omena toromarika mazava sy taritina foana fa tsy mandray lesona amin’ny alalan’ny... |
La notoriété des tangalamena |
Ireto kosa no ohatra vitsivitsy mikasika ny asa na hetsika mba hahatonga ny vehivavy ho mpandray anjara amin’ny asa fampandrosoana eo amin’ny firenena, araka ny hita ao amin’ny cahier des dynamiseurs initiative présidentielle femmes leadership nlim minsanpfps, tak 17, fampiofanana natao tamin’ny vehivavy mpitarika ny 2... |
Ie iareo niavy a atetane1 niazo2 iareo ty lia i sondromboatse zinehene3 im-pito ty lia4 i sondromboatse miriatse5 ty holiko hoe ty manjarisoa tsy vaho le ty ndaty hoe ty sondromboatse hisoroke6 ahy 40-fa ndra 7le i ratsirake8 tsy misoroke ahy ie iareo niavy ambararata zoe iareo naho i sondromboatse , zoe iareo te mandi... |
Izay izy poeta ihany no manana azy, ary avoakany ho an’ny olon-drehetra. Asongadin’ny mpanoratra izany ao amin’ny hiram-panahy |
Josoa ao amin’ny et dia nanampatra koa ny fananany vola, ka tsy nisalasala nanadala an’i eva mba hiaraka aminy. I eva kosa tsy nahadinika intsony izay tena toetran’i josoa teo am-pikirakirana ireo volabe. Potika tanteraka ny fiainan’i eva taorian’ny fiarahany tamin’i josoa. Nailiky ny fiaraha-monina nisy azy izy. |
Ry mpifankatia mampiaraka aza avela ho rano araraka, asio limity izay atao amin’ny mahagasy anao!219 anatra ho an’ireo tanora hiroso amin’ny fanambadiana kosa no ambaran’i botsaiky amin’ity tononkalo ity rehefa manambady tsy hoe mandeha ho azy fa tsy mitovy intsony ny lahy sy ny vavy hafa ny fiainana mbola mpitovo izay... |
Mpanoratra mitafa ny asany gazety feon’ny merina 17.12.93. |
Maroantsetra |
Tsara ampahatsiahivina aloha fa tena tra-pahasahiranana tanteraka ny frantsay teo am-piatrehana ny ady lehibe faharoa. Nisy akony lehibe taty amin’ny vahoaka nozanahany izany satria ny 2 mey 1939 dia nisy didim- 54 f randriamamonjy, tantaran’i madagasikara isam-paritra, imprimerie luthérienne, antananarivo, aogositra 2... |
Tsy tongatonga ho azy na noho ny kisendrasendra akory no nanosika anay hisafidy izao asa fikarohana izao fa ao dia ao tokoa ny antony samihafa mitarika izany. |
Fanazavana sy fandalinana rehefa naseho tao anaty fafana ireo vainga , dia navahana ho manana aina sy tsy manana aina mety hiteraka tsy fitovian-kevitra izany fanasokajiana izany, koa izany indrindra no hanolorana fanazavana mahakasika ny fitsinjarana natao. Notsinjaraina amin’ny hoe vainga manana aina ireo izay mandal... |
Ireo mpanjono mampiasa fitaovan’olona kosa dia mizara roa ny vokatra azony. Antsasany ho an’ny tompon’ny fitaovana fa ny antsasany ho azy mpanjono. Raha ny vidiny kosa no soritsoritana, azo lazaina ho tsy mbola miakatra loatra ny vidim-piainana talohan’ny taona roa arivo ka tany ho any amin’ny 1000 ar ny kilaon’ny tron... |
L’ecole selon le mot de claparède devrait être une préparation à la vie. Mais la vie ne sera pas la même pour un fils d’ouvrier de chez renault et un fils du paysan betsileo. 164cprs contrat programme pour la réussite scolaire |
Fakofakon’olona |
Ny literatiora am-bava ny literatiora am-bava voalaza eo amin’ny fandaharam-pianarana dia fitrandrahana ny famaritana, ny karazany, ny literatiora talohan’ny taona 1820. Ny kilasy faharoa ihany no mianatra ny literatiora am-bava. Tsy misy fitohizana ao amin’ny kilasy voalohany sy ny kilasy famaranana izany. |
Manampy trotraka ihany koa indraindray ny fahatarana misy eo amin’ny fampitan’ny tompon’andraikitra mpandefa ny fandaharam-potoana ho an’ny mpampiofana. 1.5 ny lesoka eo amin’ny fizotry ny seraseran’ny infor sy ny toerana hampiofanana farany dia ny lesoka eo amin’ny fizotry ny seraseran’ny infor sy ny toerana hampiofan... |
He ! Ny tononkira tiako nosoratako hatrizay tsangambatom-pijaliako tsy nba mampangaihay |
Razanabary vo ahang ilalao jo s éphine s y ny fano ratana tantara an’onjam-peo ny tantara an’onjam-peo dia efa nitaiza azy hatramin’ny fahazazany. Fahazarana ho azy ireo tao amin’ny tokatranon’ny ray aman-dreniny ny miandry tantara amin’ny onjam-peo isan’andro. Samy miandry ny ora fandehanan’ny tantara ary manongilan-t... |
Arye l. Hillman, eva jenkner, l’éducation des enfants dans les pays pauvres mars 2004. 47. Unesco, droit à l’éducation- définition opérationnelle de l’éducation de base , 17-18 décembre 2007 |
Ce que nous avons vu et entendu, nous vous l’annonçons, à vous aussi, afin que vous aussi vous soyez en communion avec nous. Et notre communion est communion avec le père et avec son fils jésus christ. 1jean1, 3 |
Après examen des offres reçues, nous vous informerons de notre décision d’ici le preciser une date |
Dia lasa ianao ranadahy lasa tsy tamin’ahiahy namonjy moramora an-dry rabe, ry ratany, ny avana, rado s’ireo namana any an-tanin’ny nofinofy safonono-piadanana fa hihaona an’ireo namana efa any an-koatra any fa jereo ireto izahay nilaozanao maina, mitoreo sady mangaihay! Tapitra teo ny nofinao? Nitsahatra ny vinaninao?... |
Madagascar est situé dans la partie occidentale de l océan indien, au large de l afrique de l est, dont il est séparé du canal mozambique, large de 400km. Toutefois, malgré cette proximité, les malgaches ne s assimilent pas à des africains. Leur langue a d ailleurs des affinités avec celles de taiwan, de l asie du sud-... |
Azo lazaina fa misongadina ao amin’ny re frantsay ary anisan’ny anton’ny fisiany ny faharetana sy ny famaliana 51 tanjon’ny famoronana re frantsay ny famalian’ireo herisetra nataon’ireo fahavalon’ny frantsay. Niteraka akony ara-politika ny fisian’ny re frantsay mialoha kelin’ny ady lehibe. Niteraka tsy fandraisan’ny go... |
Madagasikara tanindrazako |
Ny vontoatin’ny gazety sy ny taranja no mety hahatratrarana na tsia ny tanjona kendrena. Na dia tsara aza mantsy ny tanjona sy ny vinavina, dia rava raha poakaty ny vontoatin-javatra omena. Ho fanamarinana izany dia andeha hojerena ny vontoatin’ny fandaharam-pianaran’ny mpianatra amin’ny ankapobeny, rehefa izany dia ho... |
Maty mosary t6 |
Miara- miaina sy mifampitondra ao anaty fitsipika iray izay najoro ifampifehezana ka ifaneken ny olona rehetra ny foko betsileo. Entina eo amin ny zokiolona sy raiamandreny ny olana sy trangan- javatra manahirana ny vahoaka. Mandrindra sy mandamina ny fotoana handinihana izany ireo tompon ny fahefana fara-tampony ireo ... |
Iza miasa, dia manatanteraka ny didin’andriamanitra. Voafehin’ny mpanoratra amina tononkalo iray ny mahakasika izany tantara izany. Ozona 131 ozoniko eto ianao |
Tovana i ny maha ambohimahazo an’ambohimahazo araka ny tantara dia andrianantara no mpanjaka malaza tao manandriana. Nipetraka tao fihasinana izy. Raindratafika no anaran’ny rainy. Ireto avy ny zanak’andrianantara raonizanakilainiarivo rafiara tao ambondrona, randravola tao ambalamahamasina sy anjova, raonizanarilaniar... |
Ao amin’ny ohabolana, ny mpanoratra dia nisafidy ny hampiasa ny fanovana endri- javatra izay ahitana ny oharina sy ny anoharana mandoko ny fiteny. Ka ny anoharana dia naoriny manokana amin’ny zavatra azo hanina. Manaporofo izany ilay hoe |
Mangata-pamonjena aminy. Fa tsy hadinoina ihany koa ny maneho fitiavana amin’ireo izay ianjadiam-pahoriana eo amin’ny fiainana. |
Exemple raisnareo iny lo ra oatra oe zay ny kôty azy farany azo apetrak’ingah de ingah mitsy no tsy maazao a le zavatra resaan’ngah teo, fa io zany zao, tsy oe zao, za ko mo tsy afaka ny itopo teny fetratra ary ametraka, fa apetrako fotsiny ty zavatra ty ho saitsainareo am zavatra resaanareo teo, le oe fivoarana fivoar... |
He! Antsoiny aho, ho any an-danitra, dia faly ny foko sy ravo ny kiboko, fa azoko ny iriko sy nantenaiko ela. |
Ambalatsilalovana 20 17 |
Vondrona ambara tak. 58 |
Ny endriky ny asa |
Fampahafantarana ny foko masikoro |
Fandaozana ny havana sy ny tanindrazana |
Résumé la présentation des condoléances dans la région d’ikongo, fokontany d’ampiringalava est une véritable littérature orale. Elle se passe dans le tranondahy et est exécutée par le vavatany et les personnes âgées assistées par leur roi respectif. Toutes les conditions de vie de la famille et de la société y sont evo... |
Tenin’ingahy mpanao ody havandra ao imerinkanjaka |
Tsy miandry ela fa tonga dia vola. |
Ho avy hanosihosy mazava tsara ny hevitra ambaran’ny mpanoratra eto hoe enga anie ireo vahiny tonga hanara-maso ny fifidianana mba tsy hitondra tarazom-panjahana eto amin’ny firenena, fa aoka ho tena mpanara-maso fifidianana tokoa. Tsy ny antenan-kanirina indray no hampivandravandra. Ho fiombonana amin’ny mpiara-monina... |
Maneho ny rafitra an-tanantohatra mifehy ny fiarahamonina antanala ny fisian’ireo sokajin’olona mandray anjara na tsia mandritra ny fanatontosana ny fifanantsafana. Araka ny nahitana azy ny ampanjaka no olo-manan-kaja voalohany indrindra. Olona voafidin’ny fokonolona avy amin’ny taranaka zafirambo ny ampanjaka. Olona h... |
Pour le cas de ces associations, leurs charges augmentent plus vite que l’activité, et entraînant un déséquilibre budgétaire. L’enjeu d’un éventuel accompagnement est avant tout d’aider les dirigeants de l’association à clarifier leur stratégie, à en vérifier la cohérence notamment avec le projet associatif de la struc... |
Marika an-tsoratra sy am-po tsy ifanerena eo amin’olon-droa hivady ny sonia. Omen’ny mpanotrona tsodrano izy ireo mba haharetan’ny fitiavany ary hananany solofo sy dimby. |
L’express efa lasa ny zavatra taloha |
Ur franciscaine |
Bemazava dia olona toa tsy adala, nefa tsy tena hendry ihany koa. Olona manana ny asany mazava tsara eo amin’ny fiarahamonina misy azy mantsy izy, kanefa ny toetra amam-pihetsika asehony dia toa tsy mifanaraka amin’izany asany izany. Mpivarotra hani-masaka eny an-tsena ny asany. Amin’ny maha mpivarotra hani-masaka azy,... |
Ny fototeny mitsaikona dia ireo fototeny mivany telo ka any amin ny vaniny fahatelo avy any an-kavanana no misy ny tsindrim-peo. |
Etsy àry! Hoy rabe nanangana ny ankibeny. |
Dia izany ma rô no izy? Dia miara-miredona ny anakavy amin-dreny mamarana azy manao hoe hay e! Hay e! D’izay!73 |
Mampidi-bola ho an’ny kaominina ny tsena ao aminy. Misy ny tsena isaka ny alakamisy ao ambohiboatavo. Tonga miantsena ao avokoa ny faritra manodidina amin’io fotoana io ary ny mpivarotra avy ao ambatondrazaka renivohitra sy ny tanàna manodidina toa an’ny manakambahiny dia tonga mivarotra ao amin’ny fotoanan’ny tsena. R... |
Rh1 milaza ho manana ny marina koa ny olombelona |
Ao amin’ny fiangonan-draivo amin’ny 10 ora sy 30min, izao teny izao, dia voatonona tao amin’iny tsodrano iny mandehana amin’ny fiadanana, tsarovy ny malahelo 177 sady manome endrika ny lahatsoratra no misintona ny mpamaky hitsetra manoloana ny toe-javatra tantaraina ny fanoritsoritana fotoana. Manampy betsaka amin’ny f... |
Ny aina raha maratra vao tsapa ny hasoany? . |
Historique du collège saint joseph de tananarive volume de format 27x21, 500 pages surtout les pages 1 à 325 vie du frère rapha l, 19 cahiers d’écoles 17x22cm de 32 pages transcription d’un manuscrit du cf isma l norbert 1882-1936 qui connaît intimement le cf rapha l témoignage du f. Rapha l à l’égard du f. Gonzalvien.... |
Boky faharoa |
Ny antananarivo madagasikara andafy madagasikara andafy elanelana farafangana |
Raha eo amin’ny fampianarana riba kosa dia ireo lafim-pomba mifandraika amin’ny tontolo iainana no mazana trandrahina ka asongadina amin’izany ny anjara toeran’ny tontolo iainana amin’ny fanatanterahana izany fomba izany, mba hanairana ny masontsain’ny beazina fa raha simba ny tontolo iainana dia ho simba miaraka aminy... |
Ombi-vola-vita ombivolavita |
Amin’ny mpamari-toetra manondro fananana toetra tondroin’ny mpamari-toetra ny anarana vokatry ny tsirin- teny sara-droa ke an amin’ny mpamari-toetra. Ohatra sulit sahirana kesulitan fahasahiranana , sehat salama kesehatan fahasalamana , merdeka afaka kemerdekaan fahafahana, fahaleovantena , makmur vokatra kemakmuran fa... |
Am-paran-teny 3 haql ihwal haly |
Hokiahiko ihany hamaky apongatsofin’ ireo mody tsy maheno sy mody tsy mahafantatra fa tafahoatra loatra ny zara mitongilana mamefika ny miaina. |
Ary izy ihany no nametraka ny fitenenana hoe raha noana ny kibo, mivezivezy ny fanahy ; ny kibo tsy mba lamosina, ny tsinay tsy mba vatsy ; mazava ho azy fa tsy vita ara-dalàna ny asa. |
Io i dada io i neny |
Taux d’abandon liés à la discipline dans l’epp d’anosy avaratra d’après les directeurs, il apparaît qu’un grand nombre des abandons dans les epp sont directement ou indirectement dû au renvoi par l’établissement, c’est le cas de l’epp d’anosy avaratra. |
Rabenaivo mampionona fenosoa lot ipf 96 ambohijafy itaosy fenosoarabenaivo gmail. Com |
Ny antithèse na ny fampifanoherana ny fiantrana natao tamin’i miaro sy ny fahoriana nahazo azy vokatr’izany no nenti-naneho ny fihetseham-pon’i miaro vokatry ny fitsidian’ilay mpanao asa soa. Niteraka aretin-kafa ho azy mantsy ny fanomezana vatsy ho azy. Nanteriny mihitsy aza fa tsy laniko akory ny anjarako, dia efa ni... |
Kisary lah 1 rafi-pitantanana tetezamita |
Jo l efa nanao izany fampisaraham-bazana izany ny padesm amin’izao fotoana izao, toa izay nitranga tao faradofay. Seta inona no nitranga? Jo l nisy miaramila taloha izay, i an an an, tsy tadidiko ilay anarany, nirahina hanao fampielezan- kevitra tany faradofay izy io. Inona no nataony? Nandrangitra ny adim-poko. Seta f... |
Ny hevitra raketin’ny fanontaniana ny tanjona kendrena -fitiavana ny famelabelaran-kevitra -hamantarana ny fahalianan’ny mpianatra -hasarotry ny famelabelaran-kevitra -hamantarana ny fahafehezan’ny mpianatra ny asa nampanaovina azy -tahirin-kevitra notrandrahina -hitarafana ny fandraisan’ny mpianatra an-tanàna ny asa a... |
Ny fandinihana ireo vanim-potoana teo aloha miompana indrindra amin’ny fanoritsoritana ny teny malagasy no fianarana natao. Nikisaka tsikelikely ho any amin’ny fikarohana ny fototra iombonan’ny malagasy izany, ka anehoana ny maha firenena tokana an’i madagasikara. Teo koa ny fandrindrana ny fampianarana ny taranja mala... |
Mpitarika pr razafiarivony michel |
L’origine des devins- guérisseurs et des arts de guérison offre comme un laboratoire pour observer plus à loisir ses interférences. Ce récit, le seul des textes présentés ici que nous n’ayons pas recueilli nous-mêmes, a été noté vers 1930 par rajoharivelo, un pasteur malgache, et publié dans une revue protestante de ta... |
Ohatra azo raisina, ny zava-misy amin’izao fotoana izao. Miezaka ny mpitondra fanjakana mizara fanampiana ho an’ireo vahoaka sahirana, na amin’ny fitafiana izany, na amin’ny sakafo hoenti-manana izany anefa, dia indro mitotototo atsy sy aroa mitady famatsiam-bola avy |
Ran e 30.10.85 tovozin-tsy ritra tak 28 |
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky ii, tak 48 313 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky ii, tak 48 314 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 144 |
Mpiasa lehilahy vehivavy |
Naelin’i léon uris manerana ny fampahalalam-baovao amerikana fa ny bokiny irery ihany no ahafahana mamantatra ny politika iraisam-pirenena mikasika an’i frantsa. Hoy indrindra izy mirakitra ny politika iraisam-pirenena an’i frantsa ny asa soratro tsy mamoaka ity boky ity ireo mpanoratra boky frantsay noho ny fahatsapan... |
Izay no azo lazaina ny amin’ny toetra mampiavaka an’andriamanitra amin’ny olombelona; fa ankehitriny kosa dia hijery ny parallélisme maneho ny fahafahan’andriamanitra manome izay ilain’ny olona. |
Toko vii ny namita ny an-tsianaka sy ny tany any avaratra |
Raha tapitra voaangona ny teny rehetra rehetra misy raha tapitra tarangana ka foana hatramin’ny tsy misy raha toa ka efa fongana tsy misy intsony ny fitia na koa mbola miondrana anaty botry ireo mpifankatia raha mantsy hafaliana efa ho isan’andro lava raha, indrisy fijaliana aizina anaty mazava raha efa mihalafatra ny ... |
Victor olana inona tsy manana olana izao bandy izao fa iza ialahy no miseho mametraka izany fanontaniana izany amin’ny tenako? ? Sa efa voatohan’i mama amin’ny lafiny rehetra dia miseho milay? Rodolf victor a fa inona daholo izany teny mivoaka amin’ny vavan’ialahy izany? |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.