text stringlengths 10 11k |
|---|
Eny amoron-dranomasina ’reo onja vaventy toa revo misangy, mamelon-drarangy, mitsinjaka sady mively lamako ’zay heno malako 5 mahita an’izany ny maro tanora ka velona akora mitsena ny herin’ireo alondrano fianaran-domano. |
Raha somary ampitahaina ny voalazan’i rado teo aloha sy ny ambaran’ ny eja eto dia iray ihany. Izay tsy inona fa ny fanehoana ny maha-iray aina ny mpifankatia. 60 rado , g andriamanantena, dinitra, tak. 126-127 |
Ankoatra ny fanoratana tononkalo izay manavanana azy, i niry-solosoa ihany koa dia manoratra sombin-tantara sy mamorona angano. Maro ny tara-kevitra kaloiny any anaty asa sorany, fa ny tara-kevitry ny fitiavana izay hita fa mibahan-toerana ao amin’ny amboaran-tononkalo dia no hanaovana ny fanadihadiana. Araka ireo voal... |
Lisitry ny sary |
Ra-gly dray ! I inona izany maditidity izany leaza a! |
Ho hita ao anatin’izany ireo toerana tsy voafaritra mazava sy ireo toerana misy voafaritra mazava. |
Fototra avy amin’ny fanovanana ina -ana tsy ny tovona man- irery no loharano ipoiran ny fahasamihafan ny endrika eo amin ny fanaovana verindroa fa anisany koa ny tovana -ina sy -ana. Fototry ny olana ao amin ny endriteny ihany koa izany noho ny fidiran ny ampahany any anaty verindroa sy ny fanovany ny renifeo eo alohan... |
Ny ravina sisa tsy kila, tsy saron’ny fanadinoana zary sarotra ialofana fa kotsan’ny sendrandra tsy nahy! Ny fela-niangaran’ny vintana no tazana teo anoloana nijery ireo loko niofo niondrika very fanahy v. A, tak.42 and 1 |
Mikasika ireo vakoka voatahiry ao anatin’ny faritr’i mahamasina no iompanan’ny fikarohana. Na ho an’ireo vakoka voasokajy anaty lova mipetraka, na ireo lova manaraka dia mitovy hatrany ny fomba arahina anatanterahana ny fanangonan- kevitra. Ireto omena eto ambany ireto ny tondrozotran’ny fanontaniana arahina amin’ny re... |
Fihaonan’ny ranomasina sy ny ranomamy, tafasisika na tafiditra anelanelan’ny tany, fiompiana patsabe crevettes |
Tandrify tandrifindrify tandrifina |
Famintinana |
Fizarana faharoa ny ceres sy ny fomba fiasany |
Fafana 18 ny voambolana milaza fotoana 3.2.3.3. Ny fampiasana ny mpilaza fotoana ao amin’ny sangy mahery ato amin’ity andininy ity no andinihana ny fampiasana ny mpilaza fotoana ao amin’ity tantara tsangana ity. Dingana roa no arahina amin’izany. Ny tapany voalohany no anehoana ireo ambara ampiasana mpilaza fotoana. Ta... |
Taridy mariame, renim-pianakaviana zokiolona monina ao ambohitsarabe, 71 taona 79 hafatra faran-teny mialoha ny nahafatesana |
Adidy amin’andriamanitra manamafy hatrany ny firaisam-po amin andriamanitra. Indray andro rehefa nanontaniana i baden powell momba ny hoe aiza ny hampidirana ny resaka fivavahana amin ny skotisma, dia hoy izy tsy ilaina ny mampiditra ny fivavahana, fa efa mitoetra ao izy. Isan’ny fototra lehibe iorenan’ny skotisma sy n... |
Manampahaizana izay mbola sahirana mandrak’ankehitriny mamoaka ny dika mazava ny mikasika ny voambolana fampiasa amin’ny vakoka fahalemen’ny rafitra ihany koa ny tsy fisian’ny fanabeazana ara-bakoka ny vahoaka na eny anivon’ny sekoly ambaratonga fototra izany na eny amin’ny fiarahamonina. Hany ka miha tsy fantatry ny t... |
Ny anton’ny safidy 8 |
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, ka na dia efa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany ary koa ny ohabolana 13 24 |
Makarenko , uvre en trois volumes, les poèmes pédagogiques , p 9 la famille n est pas simplement le voisinage des personnes unies des rapports familiaux , c est aussi une colléctivité, la cellule naturelle et la première de la société |
Fantatrao ve i faniry vat soa? B i, , ? Fa j , , h |
Dia nataony tsisy dikany nopotehiny ny fananan-janany; noraisim-peo araka ny fangatahana 13 11 2012 |
Lita ho an ialahy sy soa izany. I soa koa aza , araka ny kôzin i bema tamiko, toa efa mitaditady asa sa tsy izany ry soa? |
Tsimihety ou majungais ; à majunga outre celui de tsimihety, on m octroie le qualificatif de bemazava parmi certaines sakalava, et à antananarivo, on me dit côtier |
Raisina, ohatra, ny fandaharan’ny ratia iray hoe mpianakavy milalao fandaharana azon’ny rehetra andraisana anjara, tsy misy sarany aloha ary tsy hanavahana taona sy toe-tena. Mitaona ny mpihaino handala ny tontolo ambanivohitra izany. Toy izao ny fizotrany mametraka lohahevitra iray ny fandaharana, misy ny fanontaniana... |
Ny baiboly diem, teny mialoha |
Araka izany, na dia ireo mpandray vola isam-bolana aza, dia miferinaina satria tsy mahatody iray volana akory ny karama raisina. Voatery mihafy sy mifehy kibo, ary ajanona daholo ny aingitraingitra rehetra. Eny fa na dia ny vola hitsaboana tena aza dia tsy misy. |
Boky i , tak 5 74 e ravalisoa , op. Cit , tak 12 |
Mitsoka ny vava fa ny mpihavana tanan-kavia sy havanana izay didia-maharary ; ary trano atsimo sy avaratra izay tsy mahalena ialofana mora anefa izany raha lazaina, fa sarotra rehefa tanterahina. Fa ny fihavanana toy ny raty raha madilana tohizana; raha ketrahina miboraka ka hoy ny ntaolo hoe aza atao fihavanam-bato, k... |
Ny tsy fanatanterahana amin’ny an-tsakany sy an-davany ireo vinavinanasa, izay tokony hanaovana ezaka |
Ny andininy mirafitra amin’ny andalana fito fitiavan olon-droa no ampiasain ny mpanoratra ny andinin-tononkalo ahitana andalana fito hatrany. Manana ny heviny manokana izany; isa masina ny isa fito koa azo heverina fa masina toy izany ihany koa ny fitiavan olon-droa. Tononkalo iray ao anatin ny vondrona ambara ihany al... |
Ny alina, hono, matetika no tena ahatongavan’ny aingam-panahy ao aminy. |
Rabesahala g que vienne la liberté, editions océan, coll. Histoire, ile de la réunion , 2006,381p |
Http fr. Wikipédia. Org wiki boko haram l’éducation est pernicieuse, elle est vue comme un système servant à inculquer le germe occidental dans la tête des musulmans |
Fizarana voalohany ny tontolon’ny boky ilay dinan’ny fitia |
Jereo ohab 21 19. Ohab 25 24. |
Ambohimanatrika |
Imarivolanitra- tananarive, 144 pejy |
Soit d richesses forestières de manjakandriana voici quelques données statistiques des produits forestiers de la région couverture végétale de manjakandriana ; superficie 88.200ha reboisement forêt artificielle 45100ha tonnage des produits de charbon par an 169500sacs de 25kg dont 170tonnes produits de bois de chauffag... |
Ny avana ramanantoanina , in ny mpandinika n 1 , hiran’ ny fanantenana , 13 -07-1923 94 victor hugo insensé qui croit que je ne suis pas toi 95 j. J. Rousseau, il ne songe plus qu’ a lui-même, et c’est ainsi qu’il touche les autres , in les rêveries du promêneur solitaire p.43 |
Amin’ny tantaram-piarahamoniny izay mety ho tonga singa fototra ahafahana miroso 1. |
Tranom-boky misy fa vitsy ny boky malagasy misy fa vitsy ny boky malagasy misy fa vitsy ny boky malagasy |
Araka izany dia hita fa fomba iray nentin’ ny mpifankatia mampivelatra ny fitiavana ary manamafy orina ny fifankatiavana ny fifanorohana. Iray amin’ireo nisafidy ny hampiasa izany ny eja sy ilay olon-tiany. Tsapany àry fa nivelatra, nirobona ilay fitiavana ka toa zary naha-iray ny roa ka zary lasa toa nandrojo ilay fit... |
Source prochaska, diclemente et norcross 1992 cette figure illustre la place des différents procédés dans chaque stade du changement de comportement. 1.4-socialisation la socialisation désigne le processus par lequel les individus acquièrent les normes et valeurs et qui permet de déterminer les rôles et statuts de chac... |
Tahaka izao indray ny fanontaniana hita amin’ny ohabolana samihafa, ao amin’ny takila faha-10 1- ahoana indray no fahitana ny olombelona amin’ireto ohabolana ireto? Ampitahao amin’ny fiheveran’ny mpanoratra azy. Fanehoan-kevitra sy fampitahana. 2- diniho ireto ohabolana ireto, dia sintony avy amin’izany ny antony mampi... |
Lava loha ty! |
Carme. V au service des plus pauvres. Le sud-est malgache au défi de |
Dimampolo taona izay no nambara imaso imaso ny fahaleovantenantsika dimampolo taona koa 15 zera baomba tora-bato nifandimbindimby teto. Eny! Tsy mba nisy fitondrana feno tsiky ady, ratra, faty. Foana 20 kilema, sento. Dia misaona. Ry vahoaka malagasy, ento miakatra ity firenena ity. Latsaka, hono, i gasikara ka ilàna t... |
Dox, 26 avril 1938, in fandrosoam-baovao, lah. 336, 1 jona 1938, tanterin’i s rajaona, op. Cit, tak. 31 88 j ratsimiseta, in ny telegrafy, lah. 354, 26 jolay 1932, tanterin’i s rajaona, op. 34 |
Raha mitovy tanteraka ny mpamari-toetra dia ny kianteny dia no ampiasaina tahaka ny hita ao amin’ity ohatra manaraka ity 3b tsara dia tsara ny andro. |
Toy izao kosa raha araka ny asa marihina fa ny asa rehetra dia tsy ho ary voatanisa eto daholo akory ; notsongaina ihany ireto holazaina manaraka ireto ary ny sasantsasany amin’ireo mateti- piseho eny ambanivohitra ihany no noraisina fafana 14 |
Fampianarana fanampiny. Ny fitaovan-janany any am-pianarana aza efa manahirana azy ka mainka fa mbola hiampy ny fitaovana any amin’ny fampianarana fanampiny ihany koa. |
Repoblikan’i madagasikara tanindrazana-fahafahana-fahamarinana |
Ny volo tsotranao, lava sady ngaly ny hodi-tavanao, malandina aok’izany ny masonao mijery, mangamanga baribary ny molotrao manify, efa mena avy hatrany |
Ts imanato fo ! Fo ! Sempotra be |
Ramamonjisoa j , paysanneries malgaches dans la crise, karthala, 1994.385tak. |
Zana-taranja riba lohatenin-desona fomba hampitana ny lesona |
Tena manana ny lanjany tokoa ny gazety, ary fitaovam-panabeazana tokoa izy. Tianay anefa ny milaza fa tsy feno tanteraka akory ny asa vitanay fa ampahany amin’izay tokony hatao ihany. Raha ny tokony ho izy, dia izay gazety rehetra nivoaka teo anelanelan’ny taona 1957-1960 no nanaovana angona asa soratra. Tsy tokony ho ... |
Be mpanakiana tokoa ilay famoronan i tsiresy, kanefa tsy vitsy ihany koa ireo nankafy sy nitia izany, indrindra ireo vahiny. Nisy maorisianina mivady nampanjaitra an i tsiresy fitafiana mitovy amin ilay noforoniny mba hataony fahatsiarovana. Raikitra ny fifanarahana, ary nalefa tany maorisy ilay akanjo rehefa vita. Tok... |
Nahery fitsoka aoka izany ny rivotra fa azy hoe ny fahefana eto an-tany ny isany koa marobe! |
Tamin’ilay ianao nihomehy tan-dalana nodiaviko, dia efa notiaviko na fotsiny aza hoe tahiriziko mangina ato anatiko ao ny foko izay variana sahady adala anao |
Nouvel utilisateur série 1 utilisateur régulier série 2 perte de vue série 3 janvier 12 415 10 février 14 450 12 mars 8 419 5 avril 13 438 1 mai 12 418 5 juin 19 455 14 juillet 9 446 5 août 15 154 7 septembre 8 171 4 octobre 11 181 10 novembre décembre total 121 |
Manodidina azy sy mahay mifehy azy ireny dia mety ho voabaikony, ka tsy ho lavorary ny fiainany. Mba hahafahana mifehy ireny tontolo ireny àry, dia ilaina ny famolavolana ny saina. Io fananana saina io mantsy no anisany mampiavaka antsika olombelona amin’ny zava-mananaina eto ambonin’ny tany. Noho izany, tsy maintsy ra... |
Lesona vaovao |
Izay rehetra tazana, toa samy mazana toa zana-javatra avokoa mahamirana misafidy ny ao am-po sahirankirana izay banjinina te ho fihinina toa mizara ny ao am-po ka sahirana iray ihany ve sa roa, manahirana dia mba mody saro-piaro leirony e ! Nefa manana ao ambadimbadika ao ka raha ny fony no atolony an-dry ny sainy koa ... |
Tena hafahafa mihitsy izao zavatra mahazo anay roalahy izao fa tsy atao imason-dragly ka ! Mahalasalasa ny saiko ! |
Nahatonga ireo mpanoratra roa ireo hampifangaro ny tantaram-pitiavana amin’ny raharaham-pirenena. Na ny fomba nanehoany ny mpandray anjara, na ny habaka sy ny fotoana aza dia misy ifandraisany amin’ny raharaha pôlitika teto madagasikara avokoa. Mpandray anjara vahiny sy malagasy mifanandrina, na miara-monina amina fiar... |
Chef lieu 12rakotoarindrasata r , rosaas et la ville d’antsirabe 1872-1896. Mémoire de capen histoire géographie, juillet 1990. |
Raha hery no tiana hiaraha-mazhita ; diamanga, savily, tsingolobatita, ’zahay migorasy fa tsy mba tafita, fa sady tsy zatra no tena katita. |
Durkheim, education et sociologie, 4 ème édition, puf, 1980, p. 51 l’éducation est l’action exercée par les générations adultes sur celles qui ne sont pas encore mûres pour la vie sociale. Elle a pour objet de susciter et de dévelloper chez l’enfant un certain nombre d’états physiques, intelecutelles et moraux qui récl... |
Sarin-teny miorina amin’ny fanovana endri-javatra |
Miankina tsy miankina |
Manome ny hevitra manamarina ilay laza adina mandatsa indraindray ny havana raha ilàna fanampiana 3. Manolotra ny porofo mifanaraka amin’ilay hevitra |
Inona ihany koa no endrika isehoan’ny fitiavam-bola araka ny fantatrareo? -kolikoly -fandrobana -fanararaotam-pahefana |
Zazavavy malagasy |
Toe-karena |
Ny hafatra no kofehy mampifandray ny mpandefa hafatra sy ny mpandray azy. Rijam- pamantatra na code entina mandrafitra azy. Ny famantatra na signe dia karaza-marika mirakitra hevitra izay miorina amin’ny fifanarahana ary iombonan’ny andaniny sy ankilany. Tokony hitovy ny fitsipika mifehy ny fampiasana ireny famantatra ... |
Famintinana ny tantara |
Faingàna, mitodiha ho tody an-tranonao. Handrontsona valiha hisaika ny orana ao. |
Nolalaoviny tamin’ny alalan’ny andalana 12 ny hadirin’ny fangejana sy ny fahoriana, vokatry ny fisarahany tamin’ny havany. Io andalana io no tena manamporofo ny fahalavirana sy ny halehibiazan’ny fahoriana naterak’izany. |
Tovana i les caractères des textes utilisés pour les textes principaux des livres sont choisis parmi six de ces familles ? Tovana ii |
Ny marakely dia kilalao fanaon’ireo mpianatra tamin’ny fotoanan’ny fanjanahan-tany, ny fanamiana anaovan’izy ireo dia maneho ny loko frantsay ary na ny tononkira aza dia manindraindra ny fitondrana nisy. Tahaka ny nataon’ireo mpianatr’i robena tamin’ny fankalazana ny fetin’ny 14 jolay tao besalampy toy izao ny famarita... |
B’ nilaza izy fa ny lanitra no manga. |
Haimah nianjera aho e, dia tato no voa mafy. |
Araka ny efa notaterina teo aloha, dia ny andro mifanaraka amin’ny vintan’ny tompony no fotoana tsara ihadiana fototra. Kendrena koa anefa mba ho amin’ny miarim- bolana no hanaovana izany. Amin’ny malagasy mantsy, ny volana tsinan-kerinanadro dia mampiseho sahady fa mbola hitohy ny fitombony, ary hiarina avy eo ny vola... |
Ny fandriampahalemana no antoky ny fampandrosoana, satria tsy afaka hamokatra ny mponina raha tsy misy ny fandriampahalemana, tsy afaka mamboly ara-dalàna ny vahoaka satria mandry andriran’antsy , noho izany dia mirohotra mankany an-tanàn-dehibe ny tantsaha mba hitady asam-pivelomana, lasa mivangongo eny an-tanàn-dehib... |
Koa raha aneho ny anjara toeran’ity mpanoratra ity eo anivon’ny asa sorany, dia mety raha ambara ny nanombohany nanoratra, ny solon’anarana nisalorany, ny antony nahatonga azy ho mpanoratra. |
Les méthodes naturelles |
Andl 1 4 ny fitiavan-tanindrazana dia ambony dia ambony ho an’izay manana azy ho afo masina ao am-pony, ho fanoitra ho an’ny fiainany sy izay ataony rehetra ary antony itandroany fahamasinam-po sy toetra! |
Faritra amboditsiry |
Ny taona 1958 no lasa repoblika i madagasikara ary ny 26 jona 1960 no nanambara ampahibemaso ny fahaleovan-tena. Voafidy ho filoham-pirenena andriamatoa philbert tsirananana ary nitsangana ireo andrim-panjakana mahefa governemanta, antenimieran-doholona, antenimieram-pirenena, fitsarana avo. Ara- taratasy tokoa dia azo... |
Mozika acte 24 soameva , saholy am-pivarotana soameva sady mandeha no lasan’eritreritra telo herinandro izay no tsy nahitana an’i bazy! Tsy azo amin’ny téléphone ihany koa izy isaky ny antsoina fa izy ihany no mahazo anay |
Mba aseho fa hoe mahantra tsy niafina ny ranjo am’zay mba be mpiantra. |
Hanambatra antsika ho tokana ihany tsy vitan-kabary sy ’zay lahaparitra. |
Pour conclure le premier chapitre, nous avons proposé quelques actions dans le but de redresser la situation financière de la tpflm l’appréciation de l’équilibre financier et l’augmentation de la rentabilité ; de rénover son organisation interne au niveau de la comptabilité, au niveau de la fonction commerciale ainsi q... |
Araka izany, ny miserasera dia mitaky fitaovana, fifandraisana ara-piaraha-monina, ary tetika sy paika. |
Koto manasaraka azy mianaka sady miaro an’i lita aoka ry dada fa olona mbola maratra ange io e |
Fototeny tovona man- verindroa vv matoanteny raikipohy hady man- hady mangadingady n h ng n n; h g mangady haka man- haka mangakangaka n h ng n n; h g mangaka haro man- haro mangarongaro n h ng n n; h g mangaro hena man hena mangenahana n h ng n n; h g mangenahena hilohilo man- hilohilo mangilohilo n h ng n n; h k mang... |
Zanaka vavy sy ny vinantovavy |
Randrianarison, op, cit, p 51 pendant longtemps, le vol des b ufs a été consideré comme un sport chez les bara mais aujourd’hui il est devenu un veritable entreprise commerciale assuré par des bandes dirigées par de respectables patrons |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.