text stringlengths 10 11k |
|---|
Jiona 2003 antanimora |
Dingana zava-misy tamin ny famadihana 3 tsy nanolotra omby f2, f3, f5 ny fandraisana anjaran ny mpiray kibon omby |
Kannas claude |
Ambanivohitra nifindra toerana ety an-drenivohitra sy ireo ankizy namerin-taona avokoa ireo fafana 5 maneho ny salantaonan’ny mpianatra sy ny kilasiny |
Olana eo amin’ny tsirairay o olana eo amin’ny fiarahamonina o olana eo amin’ny firenenana -ny fepetra mitarika ho amin’ ny fandrosoana |
Tanjona amin’ny asa fikaroana toy izao, ny ahafantarana ny toe-java-misy marina iainan’ny mponina, ka anisan’izany ny mpampiasa sy ny mpiasa. Araka izany , dia ny lalantsaina antrôpôlôjika narahin’i olivier de sardan na ny multirationalités no nampiasaina . |
Université de madagascar etablissement d’enseignement supérieur des lettres , département d’histoire janvier juin 1979 |
Dubois et allié, dictionnaire de linguistique, page 456 la tâche de la stylistique est d’identifier la réaction du lecteur devant le texte et de retrouver la source de ces réactions dans la forme du texte. ’’ |
Ataonay raha ny fihetsika sy ny fiteny no jerena. Tanora vao manomboka amin’ny taonan’ny miala sakana mantsy ireo ka maherihery fihetsika, tia maka tahaka sy mora andairana zava-mitranga vaovao maro, na mety izany na tsia, na tsara na ratsy, noho izy ireo mbola tsy mahalanjalanja tsara izay tokony sy tsy tokony hatao. ... |
Et les -les différents -analyse -films |
Kilasy voalohany any amin’ny lisea |
Mpampianatra manana fahaiza-manao ny mpampianatra dia tokony ho lohalaharana amin’ny fananana fahaiza-manao, satria tsy ny fahalalana ihany no rantovin’ny ankizy any an-tsekoly, fa indrindra ny fahaiza-manao, mba hahafahany mampiasa ny fahalalana azony eo amin’ny fiainany andavanandro. |
Saika manana ny heviny eo amin’ny lafiny tantara avokoa ny anaran- toerana raha ny eto madagasikara manokana no resahina. Ny teny hoe antanetibe dia avy amin’ny anarana hoe tanety miampy ny mpamari-toetra be |
Teny efa fandren’ny olona eo amin’ny fiainana andavanandro ny hoe zava-kanto. Misahana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiainan’ny olona izy io, koa tsara raha ifotorana dieny eto am-piandohana. |
Famelomana ireo soatoavina malagasy. |
Feo telo no mandrafitra ny fototry ny mpisolo toerana. Ny tsirinteny voalohany dia e- raha hita maso na miharihary ilay toerana ary a- kosa raha tsy hita maso na takona izy. Ny tsirinteny faharoa no manambara ny halaviran’ilay toerana mitaha amin’ny mpiteny t- maneho fa misy ny mpiteny izy ary ny tsirinteny hafa mamari... |
Concessions lasan’ny vahiny, araka ny fanisana hatramin’ny 31 desambra 1951. Nalaina tamin’ny boky contribution à l’histoire de la nation malgache, pierre boiteau tsy voavolin’ny colons manontolo anefa ireny tany ireny, ka matetika dia ny tompony ihany indray no ampanofany azy. 10- ny sakaizako anankiray, chef de canto... |
Nisy tohiny ihany iny resaka iny. Midira ao amin’ny antoko, hoy indray ny sasany, dia asehoy ny karatrao fa ho azonao avokoa izay ilainao volana vitsivitsy izao no efa nizahany asa teo antananarivo, volana vitsivitsy niankinany tanteraka tamin’ny zandriny, ralay mianakavy 173. Rehefa nananosarotra toy izany ny fitadiav... |
Eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny 2 g g- guguk gogo gugo |
Maharitra azo avy amin’ny malo sy ny fankatoavan’ny olona ny soatoavina raketiny ? 0.9. Ny petra-kevitra |
Ngidy sy mafaitra, tantely amam-bahona ny hamy nandositra ny ain’ny lelantsika! |
Fizarana voalohany ny fiarahamonina namokatra ny osika |
Le paysan malagasy, trano printy loterana. Antananarivo, 1972, 108 t. |
Famintinana ity asa fikarohana ity dia natao ho famahana ny olana sy ho famalina ny filan’ny olona eo amin’ny andavandrom-piainany. Famolavolana fampianarana mitrandraka ny haiserasera mba hahafahan’ny mpianatra mampiasa ny fahalalana ananany sy mampifandray izany amin’ny filany serasera andavanandro. Ka tokony hotrand... |
Ao amin’ny takila faha-186, ahitana fanontaniana efatra ao. 1- asehoy ny fifandraisan’ny zo sy ny demokrasia. Fitanisana. |
Na eo aza ny mampianatra sy ny mpianatra, tsy mandeha ny asa fampianarana eny anivon’ny sekoly raha tsy eo ny sampana fitantanan- draharaha administration manana mpitantan-draharaha sivy 9 ny lisea mahitsy izay mitsinjara ho toy izao proviseur 1 proviseur adjoint 1 mpitam-bola econome 1 tompona andraikitry ny trano fam... |
Ihany nytoatsyfiraharahanaan’io loza lehibe mahazo ny tapaka r. Y namantsika any ambanivohitra lav ra any lo kanefa ny jeneraly desir, rakotoarijaona dia lsan izay nanorlna fatratra azy io ary nitety laritany maro nanangana azy lo niaraka tamln’ lngahy monja jaona nahoana iiy 1’lo tsy mheny na inona na inona momba an’i... |
Ny resaka nifanaovanay tamin-drakotomalala jocelyn no nahalalana fa, tsy nahafa-po azy ny fianarana norantoviny. Naniry mafy ny mba hanana mari-pahaizana avy amin’ny sekoly ambaratonga ambony izy; nangetaheta fatratra koa ny mba hanohy fianarana hatrany am-pitan-dranomasina. Tsy tanteraka anefa izany. Raha toy izany ny... |
Ry fahafahana matokia ry fahafahana rahavavim-pivavahana fa tsy ho moana na ho foana ao anatiko ao ianao. Holalaiko sy hohajaiko ka harovako ho lovako. Fa raha ny peniko no alaina an-tenin’aina, ka didiana sy tsindriana tsy hanoratra anao d’henoy izao io no molotro atolotro hivazavaza sy hanazava ka hiteny ombieny ombi... |
Ntaolozandriny 1940 ny toetsaina malagasy ambaran’ny feon-kirany, in gazety fiainana , antananarivo juin-juillet 1940. |
Mpandray anjara mba ho fanalefahana ny fomba filazan-javatra raha nitantara ny nanjo ny rain’i navalona ny mpanoratra dia nampiasa ny euphémisme hoy indrindra izy nodimandry ingahy randimby tak.61 ny fampiasana io fomba filazan-javatra io dia nataon’nympanoratra mba hanatsarana ny fomba filazan-javatra mba tsy handratr... |
Dingana fahatelo farany no hiezahana ny fampiharana ny ohabolana malagasy amin’ny fandinihana ny ohabolan’i solomona ao amin’ny baiboly eo amin’nylafiny fanabeazana sy fananarana, izay hijerena ny fifandraisany sy ny maha samy hafa azy, ary ny fifandraisany eo amin’ny fampianarana riba eny amin’ny lisea. |
Famaritana ara-piforonan-teny |
Fampianarana taranja |
Ny tononkira mikasika ny ankizy sy ny tanora dia mampifandray azy amin’ny ray aman-dreny izay tsy iza fa ny mpanjaka ihany. Eto izy dia antsoiny hoe ikiaky sy ineny. Ny tsara homarihina anefa dia ny zazalahy afovoan’imerina torolalan’antananarivo ihany hindrahindraina. Amin’i cfrlr dia izy ireo no voromanga navelan’ny ... |
Lehilahy tsy nahazo salan’isa |
Hita araka izany, fa fiarahamonina samy maka ho azy no tsapan’ny mpanoratra. Manindry ireo mahantra ny mpanana, amin’ny alalan’ny fampiharana ny tsy fahamarinana samihafa. Ny filaminan’ny fiainam-piarahamonina, anefa no anisan’ny miantoka ny fahafahan’ny firenena. B3. Ny fahafahana ho an’ny firenena |
Teo amin’ny fomba fanaovana fampiharana nahitana tsy fahombiazana ihany koa teo amin’ny fomba nanaovan’ny mpampianatra ny fampiharana. Ny momba ireto indrindra indrindra fanomezana fanitsiana, fitondrana ny fanitsiana, endriky ny fanitsiana, fomba fiasa omeny, fomba fitrandrahana ny laza adina, fampiharana nomena, fihe... |
Vohavoha mamohamoha mamohamoha 256 voivoy mamoivoy mamoimoy 257 volavola mamolavola |
Teny fisaorana |
Nahazo mari-boninahitra maro izy 1974 chevalier de l’ordre national 1980 officier de l’ordre national 26 jona 1983 commandeur de l’ordre national |
Inona no nahatonga ny foiben’ny saleziana eto madagasikara ho teto ivato? Satria efa niasa teto ny mompera frantsay atao hoe françois bernard talohan ny taona 1980; nitady olona handimby azy ary ny saleziana tetsy andaniny efa nanana fikasana ny hiditra teto madagasikara, ka tsy nisalalasala nandray ny tany sy nividy i... |
Toherin’ny fanasin’i madagasikara any toliary ny fampandoavam-bola ny vahoaka amin’ny fantsakan-drano; |
Milaza momba ny literatiora oh endrika ivelany, tara-kevitra, mpanoratra |
Mpianatra ceg |
Lahatsoratra 4 tononkalo nosoratan-drado, mitondra ny lohateny hoe rmahagagar, nalaina tao aminrny dinitra, tak |
Er marina’h, 50 taona, tak 51-52 |
Anehoana ny toetra mampiavaka sy tsara ary |
Any ny vola dia zava-tsy ilaina, tsy hisy mahantra mba re mitaraina ; any no tany tsy idiran’ny ady, ny feo mifanditra dia zavatra fady. Any tsy hisy mahory ny tena, any tsy misy mosara ho lena ; any tsy misy izay kibo ho noana ; any tsy itoeram-pisentosentoana ! |
Tolo-kevitra ho fanatsarana ny fandaharam-pianarana 137 3.3.1. Avy amin’ny mpianatra 137 3.3.1.1. Ho an’ny kilasy faharoa 137 3.3.1.2. Ho an’ny kilasy voalohany 139 3.3.1.3. Ho an’ny kilasy famaranana 141 3.3.2. Avy amin’ny mpampianatra 143 3.3.3. Ny lohahevitra heverinay fa tokony homena lanja amin’izao andron’ny fana... |
Amin’izy ireo. Izahay kosa eto raha miteny hoe fambolena an-tsaha, ny tiana holazaina dia ireo fambolena ataon’ny mponina ankoatra ny eny an-tanety sy ny eny an-tanimbary. Matetika dia hita izay eny akaikin’ireo toerana misy loharano. Tsy misy vanim-potoana loatra ny fanaovana azy ity. Ny filàn’ny olona amin’ny andavan... |
Sasin-teny |
Famindrana |
Ny fambolena sy ny fiompiana niroso tamin’ny fanatanterahana ny map100 ny fitondram-panjakana teo am- panombohana ity vanim-potoana ity. Nahazo anjara betsaka tamin’izany ny fambolena sy fiompiana. Ho an’ny fambolena, teo ohatra ny fanatsarana ny voly vary tamin’ ny alalan’ny tekinika vaovao, ny fanomezana tany hovolen... |
Ny alina jereo mandrakotra ny tany avy aiza ianareo miteniteny izany? |
Voambolana ampiasaina izay voambolana manaitra ny olona ka fampiasa andavanandro ; tsy mety ny |
Ndriana ndriana tovolahy eo ho eo amin’ny 28 taona, anisan’ny nanana omby maro tao tsiroanomandidy lezaka mpanampy mahatoky an’i ndriana ireo tekinisianina tao amin’ny telma |
Richard parent, docteur en théologie’uaz, in syllabus de livres poétiques de l’ancien testament, 2002-2003, la littérature hébra que de sagesse avait à faire avec l’art du succès, dont les proverbes sont un livre de guide dans la vie d’abondance page 2, pp55 37 richard parent, docteur en théologie’uaz, in syllabus de l... |
Lava sofina ty! |
Mifanova amin’ny renifeo malagasy p ny renifeo swahili p ohatra tupa topy, tompa tupia topy |
Ahiahy dia hihoatra ve ny foko, fa tsy haharitra ela ka ny hafa no hasolo, fa ny tonta no havela. |
Loharano instat 2015 |
Nenibe ka afa-barakan-jafikeliko aho fa nandihindihy foana taty ankalamanjana tety niaraka amin ilay gaigibe ity sady manosika an’i dadabe |
Ny olombelona mora mivena mora mivena, tsy mahatoky tena tsy mahatoky tena, mora atrosina dia ny tsy manana hazon-damosina |
Ny momba ny fampianarana |
Mazàna no amin’io endrika mpisolo io no anondroan’ny mpiteny ny toerana tiany holazaina. Atao hoe mpisolo toerana ny mpanondro amin’izany. Raha eo aorian’ny tarika anarana manondro ny toerana faritany kosa anefa no ipetrahany dia miasa toy ny mpamaritra ny mpanondro toerana amin’izay, tahaka ny efa nohazavaina tetsy am... |
Eto amin ity toko voalohany ity no hiresahana ny mombamomba ireo fianakaviana nosafidina. Hanombohana izany dia ny fanomezana ny tantaram-piainany. Izany hoe, ireo dingana nolalovany nanomboka teo amin ny niforonan ny tokantranony ka hatramin ny fotoana nanaovanay ny fanadihadiana. Faharoa manaraka izay ny fiveloman iz... |
Izany no tsy maintsy itandreman’ny mpilalao ny fihetsika ataony eny an-tsehatra, mba tsy hananfitohina ny mpijery. Tsy izany ihany, fa misarika ny mpijery hiditra amin’ny tontolon’ny tantara ny mpanoratra, hiaina ny tantara hiaraka amin’ny mpisehatra. Koa eny amin’ny faran’ny teatra, dia ny mpijery ihany no avelan’ny m... |
Un éclat particulier marque les funérailles de ce dernier en 1892. On a attendu pendant plusieurs mois les instructions de la reine ranavalona iii, le corps royal fut embaumé, fut transporté à travers les etats du défunt, afin que les habitants des villages traversés lui rendent hommage 16 coups de canon, 1000 coups de... |
Seheno ianao moa ve ho tonga eto amiko raha tsy fiangaviana, ka inona indray, hono, izany tadiavin-dramose rado izany? |
Adinoy t25 73 ataovy toy ny hoe tsy haiko akory ianao; tsy mahafantatra ahy koa etsy tadidio mba tsy hahatsiaro ianao; kendreo ry olona iny tsy hifanena isika. |
Ny hatsiaka sy ny fanala mamely ny vatana rehefa tonga ny ririnina. Ny sakafo ihany koa , anefa tsy maintsy tadiavina. Tsy mba misy fifaliana mahazo ny mahantra, fa hatrany amin’ny ati-fanahiny iray manontolo no mizaka ny tsieran’ny aina. |
Dikan-teny manokana |
Lanto lantolanto mandantolanto |
Charles ravoajanahary, fanasina, ny literatiora sy ny tantaram-pirenena , lah.539, 15 febroary 1968 |
Ny lalaon’ankizy samy revo amin’ny asa aman-draharaha sy ny adidy maro samihafa ny rehetra amin’ny antoandro, koa dia ny hariva, indrindra raha diavolana ny andro, no mifamotoana eny amin’ny kianja malalaka ny ankizy mba hilalao. Anisan’ny lalao fanao tamin’izany ny fanati- kira, ny fianara-manisa, ny fampitaha, ny ras... |
Jo andrianasolo |
Fafana36 ny zanapeo sosona ai tononina ho e sy ia tononina ho e |
Ho an’ny sampana ftg kosa dia manana ny anjara toerana ihany koa ireo taranja mampiavaka ny fampianarana tekinika sy ny taranja samihafa. Tsy diso anjara koa anefa ireo taranja literera izay ora efatra isan-kerinandro toy ny mahazatra amin’ny fampianarana na ankapobeny ny anaovana azy ireo. |
Ny tombony ho an’ny mponina ao, indrindra ho an’ny vehivavy dia efa misy ny fikambanana mitondra ny anarana hoe todisoa ao an-tanàna , fikambanana izay naorin’ny alemana. Anisan’ny imasoan’io fikambanana io ny fampianarana mamaky teny sy manoratra ny vehivavy lehibe, satria maro tokoa ny olona no tsy mahay mamaky teny ... |
Misy ihany ireo fianakaviana nifofotra teo amin’ny fikaramana, nefa tsy nahita andro mihiratra. |
Rakotoson raolisoa j a , 1998 lovako t10, ambozontany, 248 p 1998 lovako t11, ambozontany 1998 lovako t12, ambozontany, 1998, 288 p rajaona s 2006 ny zava-kanto vita amin’ny teny na ny sarin-teny eo amin’ny fomba filazan- javatra, editions ambozontany, analamahitsy, antananarivo, 143 tak ratsifandrihamanana l 1998 sava... |
N’aiza n’aiza tsisy fetra dia mitafy havononana! Fa ny asanao no tiany dia ianao milofo hatrany hikolokolo tanin-ketsa 25 eo anivon’ny fiangonana |
Eglizy-katolika 159 resaka nifanaovana tamin’i ramatoa saholinirina josianne, mpino katôlika miombona ao amin’ny fikambanana zanak’i masina maria . |
Famaritana tsotsotra momba ny do biby fahita eto madagasikara ny do. Karazam-bibilava ny do, fa lehibe raha mitaha amin’ny biby mandady sasany no endrika ahitana azy. Mitovy amin’ny amalona izy fa saingy ny amalona miaina anaty rano, fa ny do kosa dia miaina an-tanety. Ny bibilava dia avy amin’ny teny roa nakambana dia... |
Nbactifs avp nombre de personnes actives |
Dictionnaire français-malgache, tpflm, antananarivo, 359tak |
Fanamboarana ny toe-tsaina tia tombotsoa |
Taorian’ny fandoroana maro isan-karazany, izay niharo fandrobana ihany koa ho an’ireo mpanararaotra, dia somary nangingina ny tolona. Ny 3 febroary 2009 dia naaton’ny minisitry ny ati-tany gervais rakotoniriana tamin’ny maha ben’ny tanàna azy andriamatoa andry rajoelina. Tsy nahavita ny andraikitra notanany izy tamin’i... |
Rovin-damba mitampintampina! Kely vola aman-karena, 15 toa mifitsaka miafinafina, aleo e! Manaja tena. |
Andrianampoinimerina loharanon’ny literatiora malagasy, tantara nahazo ny loka voalohany tamin’ny fifaninanana lahatsoratra nampanaovin’ny fikambanan’ny mpanao gazety sy ny mpanoratra malagasy a. J. E. M. , imp volamahitsy antananarivo, 107 tak |
Manjakandriana, le fevrieer 2008 le maire |
Region-ambanja la charrette concurrence le 4 4 le 6 03 12 l 56 levi-strauss in les structures élementaires de la parenté ? |
Tantara nadika feno 2 tf 2 |
Tovana tahirin-kevitra |
Sitraka sy telina, tompokolahy sy tompokovavy. |
Azy. Mbola hita soritra eto ilay hafaliana mameno ny fon’ny ankizy ka mahatonga azy tsy ilaza zavatra betsaka. Tsy nataon’ny mpanoratra anehoana ny fihetseham-po manoloana toe-javatra iray fotsiny ny nampiasany ny andalana antonony ao amin’ireo tononkalo voarakitra ho an’ny ankizy. Mifandray amin’ny pisikôlôjian’ny ank... |
Anisan’izany, ohatra, ny teo amin’ny tontolon’ny fampianarana. Natsangana ny sekoly maro mba hahafahan’ny zana-bahoaka mianatra. Nentanina ny ankizy hiditra an-tsekoly. Manao antso ny mpanoratra fa tsy tanteraka izany raha tsy lavorary koa ny fitaovana hoenti- mampianatra izay tsy noheverin’ny mpitondra akory. Hoy i di... |
Ii-1- ny eja kristiana mivetso ny fitiavana ray aman-dreny mialoha ny tena hanadihadiana izao lohahevitra izao dia tsara angamba raha ezahina faritana fohifohy ny atao hoe ray aman-dreny. |
Ny eja manokana, dia anisan’ny nanosika azy hanoratra ny feo mangina nibitsika azy tao anatin’ny alina. Koa na dia ao anatin’ny torimaso mamy aza izy, amin’izay fotoana izay, dia vatrany ny hifoha handinika sy hanitsy indray ny asa sorany. Araraotina mantsy ny fotoana ahatongavan’ilay aingam-panahy ao anaty, ka rehefa ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.