text stringlengths 10 11k |
|---|
Michel andrianjafy |
Rado an, an tsy toa izao no endrika vehivavy mahatara ahy. |
Ny fanabeazana azo tsoahana avy amin’ny vontoatin’ny tantara |
Satria tsy dada hananatra na reny hanorotoro hanefy ho filamatra taranaka voakolo indreto ny andraikitry ny ray aman-dreny voalaza eo mananatra, manoro, manefy, manolokolo, izany hoe toy ny fambolena ny fitaizana. Voaray ao anatin’ireo avokoa ny fibedesana sy ny tambitamby mba hahavanona ny taranaka. Misy ihany koa ire... |
Ny vokatry ny famborahana fitiavana . |
Saingy hoe mandroso dia maika ery hanebaka, fa, hono lany andro tsy fampiseho masoandro |
Rainiolona p.113 antoko nampitari-tafika nisy an’i feno |
Ny fiarahamonina tsirairay dia manana ny fitsipika ifampifehezany mba hampilamina ny fifandraisan ny olona ao anatin io fiarahamonina io. Ny sekoly dia fiarahamonina iray, ahitana ambaratonga samihafa, ka ao ny mpitondra sy ny mpitantana, ao koa ireo fehezina na entina. Mba hampandroso ny asa rehetra eo anivon ny sekol... |
Rakibolana malagasy, ambozontany fianarantsoa, 1062p. Dictionnaire des synonymes malgaches traduits en français, antananarivo, librairie mixte, 320p. Larouisse, 2008 petit dictionnaire de français, bordas, paris, 1040p. Simc j. Et kingzett, 2006 dictionnaire français-malgache, antananarivo, trano printy loterana, 364p.... |
Novoaboasana tao amin’ny fizarana fahatelo ny tara-kevitry ny fiarovam- pirenena rehefa hita ny endriny ivelany. |
Tononina avy amin’ny isa ambony no fanonona ny isa amin’ny fiteny malagasy atsimo andrefana. Ny isa 121 dia tononina zato sy roapolo raika amby amin’ireo fiteny ireo. Marihina fa rehefa hitanisa zavatra vao azo ampiasaina ny teny hoe isa. Ohatra isa, roa, telo, tsy mety raha anondroana isan-javatra izy. Ohatra manana k... |
Fanamarihana ankapobeny |
Ii-4.1.1. Ny kabary am-pianakaviana sy ny teny |
Antananarivo renivohitr’i madagasikara izay ahitana sekoly maro isan’ambaratonga. Fandrantoana fahalalana sy fahaizana ary fitadiavana asa. Toerana nandosiran’i vaomihary an’i beza, mba hisorohana ny loza mety hitranga eo amin’ny fiainany taorian’ny fifampidinahana maharitra nataon’izy mianakavy dia tapaka ny hevitra f... |
Noho ny fitiavako an i jesosy tompo, dia mivoady aho ny handray anjara mavitrika amin ny asa fikambanan ny tanora advantista, sy hanao izay azoko atao hanampiana ny hafa, ary hamita ny asa fitoriana ny filazantsara maneran-tany. 1. Mandinika fiambenana maraina isan andro 2. Manao izay anjara asako am- pahatokiana 3. Mi... |
Nalisoa ravalitera 28- 08- 88, sandratra, amboara 1, t. 5 |
Sehatra ny sehatra dia anisan’ny singa iray enti-mamaritra ny toe-javatra iray tantaraina. Samy manana ny fomba nanoritany azy avy ny mpanoratra amin’ny |
Fepetra ho an’ny tetikasa |
Loharano district d’andramasina |
Azo ampitahaina amin’ny mpamboly ny olombelona ary azo oharina amin’ny mpangalatra ny fahafatesana amin’ny alalan’ity fafana ity no anehoana izany fampitahana izany fafana 1 fampitahana ny mpamboly sy ny olombelona ary ny mpangalatra sy ny fahafatesana |
Zava-dehibe eo amin’ny fampianarana ny zava-miseho eo amin’ny famaranana ny lesona na ny seho iray. Matetika mantsy dia iny zava-mitranga amin’ny famaranana iny no raiki-tapisaka sy mifantsika ao an-tsain’ny mpianatra. |
Section ii la structure du projet |
Antsena tanoran’i marolambo |
Raivo so solo a. Ampio. Amin ny ady amin i satan àry aho. |
Ohab 17 7. Ny teny jadona tsy tandrifiny halahatry ny adala, koa mainka fa tsy tokony ho an’ny zanak’andriana ny molotra mandainga. Ohab 17 8. Ny kolikoly dia toy ny vato soa eo imason’izay mahazo azy, ka na aiza na aiza alehany dia ambinina ihany. Ohab 17 9. Izay te ho be fitiavana dia manaron-keloka; fa izay mamohafo... |
Ts imanato i inona hono izany lazainy e? Ta. Tadiavo ny lohako ? L loha ! Ragly tadiavo ho aho! Mitena be indray mandeha |
Ny fialana sasatra tsy azo atao ny manao hetsika samy hafa mifanesy ; izany hoe, aorian’ny fanaovana hetsika iray, dia tokony hiato kely aloha mba hahazoan’ny fitadidiana mandamina sy mametraka tsara ny zavatra azony. |
Eliza freda, kalokalo tatsinanana, tak 22 23 |
Mamintina ny votoatin’ny tononkalo ireo lohateny ireo. Mitarika ny mpamaky hikaroka ny hevitra raketin’ny tononkalo izany. Mizara roa amin’ny ankapobeny ny sokajin-teny misy ireo lohateny ireo ao ny anarana, ao kosa ny matoanteny na mpamari-toetra. Ny anarana anarana ny ankamaroan’ny lohatenin’ny tononkalon’ny mpanorat... |
Fizarana voalohany ny momba ny mpanoratra |
Rojo manahoana i sedra, miandry olona eto aho, maika be ve ianao? |
F’ianao angaha adala no vahoaka efa noana dia hita hilazana hoe mahareta foana. |
Loharano le triangle pédagogique de philippe meirieu, in ao amin’ ny telozoron’ny haifampianarana dia voafaritra mazava tsara ny tsinjara toerana ananan’ireo singa tsirairay mandrafitra azy ireo, saingy ny asongadina kokoa dia izay miompana amin’ny mpianatra sy ny mpampianatra. Amin’ny maha telozoro ahitana singa telo ... |
Lisitry ny sary sary 1 ny fasan’andriantsolo sy ramanjaka ao anala-andramasina 22 sary 2 ny trano sokera 29 sary 3 ny trano gasy 29 sary 4 epp andramasina 33 sary 5 ceg andramasina,1973 33 sary 6 epp ankorona 33 sary7 ny tany nakana biriky. Loharano 48 sary 8 ny tanety azo volena hazo 51 sary 9 anala-rianaratr’i tsiman... |
Dihy manontona tongotra roa, iarahan’ny lehilahy sy vehivavy mandeha tsiroaroa 55 lalao totohondry 56 hira fanaon’ny tovolahy rehefa miasa na manao moraingy na milalao diavolana, misy miventy ary misy mamaly 57 hira fanao rehefa miandry fatin’olona efa antitra, sady mively bararata na volosy no mihira rehefa alina be i... |
Ny zanapeo u indonezianina dia mifamaly amin’ny zanapeo au malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny voalohany. Ohatra 1 u au- tulang taolana |
Ny toetoetran’ny lohateny samihafa manoloana azy, amin’ny maha-tarehin-tsoratra azy a ny fomba nandrafetana sy nandaminana azy b ny karazany sy ny endriny d ny fitaovana rehetra atolotry ny fitsipi-pitenenana, toy ny sarin-teny , nampiasaina tamin’ny fandrafetana azy. E takariny avy amin’izany ny lanja omen’ny gazety i... |
Moa ve hampitamby fe-ambony sa tsy anio no andro hampitony hirotsahanao ry ora mamy ’zay andrasan-tiana fa tsy tamy ! Eny roy ! Eny mantsy roy raha hirotsaka nahoana no tsy aleo misinda hisentoana, moranay hamoizana, indrisy- ! Sao dia miandry foana ny tsy misy eny roy ! Eny mantsy roy |
Zazavavy iray mihaingo meva maha te ho tia ; ka ny elony dia laingon- dravinala sy rofia 139 hain’i jean narivony ny mandoko ny hatsaran-tarehin’i madagasikara, hainy ny nifidy ny voambolana milaza fanoharana, toy ny |
Alatsinainy 01 marsa 1971, iv lah 4447 borahiny aminay ny mahatsara ny asan’i corneille, racine, balzac , ampitahainy amin’izany ny vitan- dry rabearivelo; ny avana ; dondavitra manamarika ny efa tratra, ny efa nihoarana ary ny mbola tsy tratra izy misy vokatsoa aminareo tantsaha ve izany? Misy tokoa. Voahitsy mantsy i... |
Antony maro no mahatonga ny olona handray ny tsolotra araka ny voalazan’ny asa soratra. Mahatonga ny olona handray izany, ohatra, ny hakelin’ny karama raisiny. Misy koa anefa no vokatry ny fitiavan-tena tsotra izao. Samy manana ny voambolana ilazany azy ny rehetra, araka ny lazain-dramily ao amin’ny vakivakim-piainana ... |
Ii-1-2-3- ny sihitra sary nalain’ny mpikaroka ny 16-05-13 tao ankiakabe |
Loharanon-kevitra tahirin-kevitra tao amin’ny cecam mihary ambohijoky taona 2005 d fampisamborana tamin’ny 15 jona 2005 noho ny fampisamborana ho an’ny vonjy taitra manokana, ho an’ny fisehoan-javatra tampoka, dia niovaova ny isan’ny mpikambana nanao izany. Hita izany eto amin’ny fafana. Arakaraka ny hamaroan’ny mpikam... |
Ny kristianina dia tokony hiaina sy hilomano ao anatin’ny fifankatiavana. Tsy misy olona tsy nanao fahadisoana, fa ny fifandeferana sy ny fifamelana no fanafody manafoana ny fifandirana sy ny ady. Amin’i harioley, dia tokony hifankatia ny velona rehetra fa izay no didin’ny tompo. Ary ny maty |
Ny olana. Maro ireo olana tsapa teo am-panatanterahana ny asa eo ny tsy fahazoana ny hevitra nilafika tao an-tsain’ny mpanoratra noho izy efa nodimandry eo koa ny tsy fahampian’ny fîtaovana hoenti-manatanteraka ny asa vata |
Ny mangala-bary fomba iray tanterahina amin’iny faritra andrefan’i vonizongo iny ny mangala- bary. Ny taona 2002 tao amin’ny fokontany ambohitrolomahitsy, ao amin’ny firaisam- pokontany kiangara no nanatrehanay izany. Manaitra avy hatrany amin’ny anarana iantsoana ity fomba ity ny teny mandrafitra azy, dia ny hoe manga... |
Riviere c socio-anthropologie des religions, armand colin 1997 masson, paris |
Maratrany ny tany |
Eo tanà eo , tanà misy mpanjaka, ka ny anaran’ny mpanjaka nipetraka teo amin’ny tanà eo atao hoe tsimponimpony. Ka eo amin’ny tanà eo koa misy nahoda raiky io la eo nahoda raiky io nanana anaka raiky avao ka nisy raiky iny koa nahery andro , ny anaran’ny raiky ine kaviokavioke ka ire mahery andro ka zary nataony ka , m... |
Ireo haitsikera ireo, no niaingana tamin’ny fanolorana tolo-kevitra sy andram-bahaolana. Toy izao manaraka izao ny zavatra hita tao amin’ireo fizarana telo lehibe novelabelarina teo aloha . |
Mitombo isa izao ny takelaka hivalona soa sy ratsy nifamahon’ny fiainana manalona tao ny ora nahafaly, naharavoravo fo nefa nisy koa ireo jaly nahakivy anao tokoa |
Architecture de la mémoire , j. Tardif, une adaptation de r. Et e. Gagné in pour un enseignement stratégique, p.163. |
Fahaizana tenim-pirenena hafa. Hahafantarana ny vaovao aelin’ny onjam- peo sy hahalalana ny toro-marika amin’ny fampiasana fanafody sy fitaovana isan-karazany ilaina ny fahaizana taratasy raha te-hitady famatsiam-bola avy amin’ireo mpamatsy vola isan-karazany ny tanora ao an-toerana mba hahafahana mampandroso ny fari-p... |
Janvier 1942 |
Raha fara hafatry ny zoky malalako, teo ambavahoan’ny fahafatesana mpivahiny miandry fetra, itony isika re razandry, toy ireo razana rehetra, efa lasa nody mandry! |
Source auteur 2018 |
Ireo sekoly namolavola azy sy ny asa aman’andraikitra nosahaniny |
Ny fitiavana misy eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy no fitiavan’olon-droa tian-kambara eto. Amin’ny ankapobeny, dia ahitana ireto toetra manaraka ireto ny fitiavana eo amin’ny olon-droa ny fitsiriny ny fivelarany ny faharavany ny fitia varo-maty |
Nanameloka ny ratsy vitany isika, marina izany. Tsy nihaino ny fangatahany famelana isika, angamba hitsiny izany , kanefa koa, tokony hamantatra amin ny saina tony izay raketin ny atao hoe fitiavan- janaka isika. |
Ny fiaraha-monina sy ny zavaboary tsy afa-misaraka amin’ny olona ny fiarahamonina sy ny zavaboary. Ny olona tsirairay dia tsy maintsy mitoetra ao anaty fiarahamonina ary tsy maintsy ahitana zava- boary ao. |
Sangany amin’ny zava-kanto ho an’i j. J. Rabearivelo |
Efa vita ny raharaha le travail est définitivement achevé the work is already finished |
Raha atao indray mijery amin’ny ankapobeny izay rehetra voalaza teo aloha dia nisy zavatra maromaro noresahina tamin’ity fizarana voalohany ity. Nafantoka tamin’ny famariparitana ny lafiny jeôgrafia momba ny toerana ifantohana amin’ny asa fikarohana izany. Fantatra tao araka izany ny toerana misy azy eto madagasikara n... |
Ny fomba namolavolana ny fanontaniana |
Ny akon’ny zava-nisy ara-kolontsaina sy fampianarana |
Tena ketraka aho zoky, aoka ho tsorina aminao fa mitsiry indray ny hevitra hanorin-dapa vaovao izay rava aleo ho rava , tsy asiam-piniavana hanarina fa efa atao ny famotorana angamba ho fantatra ny marina. |
Sintaka sitatsitaka sintahana |
Ny fidiran’ny zava-bahiny nentin’ny mpanjana-tany f inona amin’izay maha izy azy ny tena no voakasiky ny fankahalana sy ny tsy firaharahina ary ny tsy fanajana? V ny fomban-tany, ny fahendrena, ny finoana tamin-drazana, ny fanabeazana. F ny lafiny inona no voakasiky ny fiovana? V ny fanomezana anarana, ny fisainanana a... |
Interrogation oratoire |
Jesosy zaza no teraka anio anio any betilehema nidina hoety ambonin’ny tany hanavotra antsika olombelona ka asandrato ny feo fiderana ho an’andriamanitra |
Erny p , l’ethnologie de l’éducation, 1991, p. 9 |
Ny fitsinjarana ny sakafo voasokajy ao anatin’ny fita iana faty ny fisakafoana. Araka izany, misy riba izay tsy maintsy tanterahina ao anatin’izany. Mifamatotra tanteraka amin’ny bako any an- toerana io riba io. Ny bako dia lalàna natao hifehezana ny fiarahamonina mifanaraka amin’ny fomban- drazana noforonin’ny ntaolo.... |
Mitsentsitra! Migoka miadana dia miadana mitelina ny hatrizay |
T89, t115, t95 t8, t41, t52 t38, t1o2, 103 2 |
Eric ravalisoa mpanoratra |
Isan’ny niangalian’ny mpanoratra koa ny tononkalo malala-drafitra. Ohatra ity tononkalo niriko fa tsy tiako ity tiana a! Ilay tiako vetivety ilay tiako sady halako ny saiko ho aho tsy mety hanaiky anao ho malalako ny foko ho’aho mandà tsy mety mba hanoa ny baikon’ny filana nanesika ny nofiko ka miala tsiny indrindra mi... |
Bitaka bitika |
Fanatanterahana ny fomba; ohatra mamosavy, ireo antony ireo no mahatonga ny mpimasy hiantso tody ho an’izay olona mikasa hanao ratsy amin’ny fanatanterahana ny fomba. Endrika roa no isehoan’io fiheverana ny fisian’izany ao amin’ny fomba, ka voalohany, ny ozona atao ho an’izay mikasa hanao ratsy, izay tononina ao anatin... |
Jirama uniquement 3,8 jirama et autres fournisseurs 18,99 inexistant 54,43 manquant 22,78 total 100,0 mode d’approvisionnement en eau de la population |
Ekeko ianao ho teraka ao! Mitoera, manjakà! Tompo ô! Amboary aho |
This work of research is based on the education of the young that has problems of health within the center of the salesian community don bosco. The teaching has a big place of where the title ny fanabeazana ireo zatovolahy taizan’aretina ao amin’ny akany clairvaux donbosco ivato the objective is to give a professional ... |
Nanaraka azy tany koa ilay tovolahy nahita fotoana nihaonana indray izy roa. |
Ny do araka ny fomba fijery kirisitianina amin’ny fomba fijery kirisitianina dia fanahy ratsy ny bibilava, ka ny dodia efa fantatra fa karazana bibilava lehibe. Izy ireny no fototry ny fahaverezan’ny zanak’olombelona ka nahatonga antsika hiaina ao anatin’ny fangirifiriana. Taloha, ny olombelona dia niaina tao anatin’ny... |
Ny fitiavan’olon-droa |
Hiran’i erick manana, any an-danitra any |
Ohatra nanja manana filana toy ny lehilahy rehetra ianao kanefa robena kanefa. |
Lisitry ny tovana tovana i angona nomen-dramatoa rabenja solomon xii tovana ii mari-pankasitrahana azon-drabenja solomon xvi tovana iii ireo gazety milaza ny mombamomba an-drabenja solomon teo amin’ny sehatry ny kanto xviii |
Fafana maneho famintinana ny fifandraisan’ny renihevitra sy ny fomba filazan-javatra renihevitra fomba filazan-javatra fifandraisany fizarana voalohany ny fahafatesana poeta amin’ny ankapobeny fanovana endri-javatra mampiseho ny fiovan’endriky ny poeta eo amin’ny lafiny rehetra vokatry ny fahafatesana ny fanovana endri... |
Ny fikambanana masina |
Albert-ville |
Ny mpanoratra sy ny asa sorany |
Fiaraha-mientana raha ny fomba amam-panao eo amin’ny fiainana andavanandro indray no jerena ny fihavanana, ny firaisan-kina ary ny fifanotronana dia tsy zavatra hafa, fa izay hita ao amin’ny tenin’andriamanitra ihany rehefa mandinika sy mamaky izany, izay ambaran’ny mpitondra fivavahana hoe baikon’andriamanitra tiava n... |
Baiboly masina korintiana voalohany 9 2o-23 |
Tanàna tsy dia manalavitra an’antananarivo renivohitra ny kaominina ambanivohitra ambohitrandriamanitra. Toerana ahitana tangoron-tendrombohitra sy havoana maro, ka eny amin’ireny faritra avo ireny no misy ny tanàna. Tompon-tany avokoa ny ankamaroan’ny olona ao manana trano, tanimboly, tanimbary, fasana, ao an-toerana ... |
Ny gasy rehetra mankalaza! B |
Goldenstein. Ibid. |
Du point de vue commerciale, la compétitivité est très importante car elle affectera le niveau du chiffre d’affaires ou les encaissements. Pour le cas de la tpflm, au niveau commercial, elle n’est pas tout à fait compétitive, les raisons en sont le manque de créativité au niveau de la conception de nouveau produit, car... |
Efa mba nifampiresaka tamin’ny mpampianatra ny taranja malagasy ve ianao ? Raha eny , manao ahoana ny toetrany? |
Petraka olana tsy dia omen’ny maro lanja loatra mazàna ireny asa soratra tranainy ireny, satria heveriny ho efa lany andro. |
Hazo maniry ny saina mitombo henika soa ny tsara mpitaiza! Hita mitombo misidina ambony! Ho tafahoatra ny maro fa lasa! Abidin’ny fahendrena, takila 36 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.