text
stringlengths
10
11k
Fa gasikara anie tsy lany olo-manga
Fafana 13 ny totaliben ny fandaniana tamin ny famadihana ary ny vola azo tamin ny atero ka alao tao amin ny f1 teti-bola ho fanomanana ny famadihana vola lany nandritry ny fanatanterahana lanonam- pamadihana vola azo tamin ny atero ka alao 5 000 000 ariary 6 847 800ariary 500 000 ariary loharano rakoto tompom-pamadihan...
Teny fisaorana 1 lisitry ny sary 3 lisitry ny sarintany 5 lisitry ny kisary 6 lisitry ny fafana 6 ny fanafohezan-teny 7 teny fampidirana 8 0-1 ny sehatra nirotsahana 9 0-2 fampahafantarana ny lohahevitra 10 0-3 ny antony nisafidianana ny toerana 11 0-4 ny tanjona kendrena 12 0-5 ny petraka olana 12 0-6 petraka hevitra ...
Nefa tompo misy ihany, ’zay mandrotsaka tomany. Tsy olon-doza ireo satria, miandrandra anao hatrany! Mila malina ety, fa misy namana hafahafa. Vonona hitsoka sofina, ary koa hanontsam-bava. Kendry tohana hambabo, hitaingenana kifafa. Ka ny namana eo halavo, raha sendra basivava. Ady marina no ety, fa misy saram-pahafah...
Lahy mandosira, ry malalako, ary te hihaino ny feonao ireo namako;
Hita teo fa manana ny maha izy azy ny re frantsay, manana ny lanjany manokana teo amin’ny sehatry ny literatiora iraisam-pirenena ihany koa ny re anglisy. Ndeha hohazavaina ety am-piandohana ny tantara niandohan’ny re anglisy ; ao aorian’izay ny re tany etazonia.
Boky faharoa
Fampiasana teboka roa
Porotsaka porotsadrotsaka mamoròtsadrotsaka mamorotsarotsaka 391 posaka posaposaka mamosaposaka mamosamosaka 392 potika potipôtika mamotipotika mamotimotika
Tak 39 nateriko teny ivato izy ireo avy eo .
Araka ny mpandinika
Tak 129 namboariny m. Courdy ny tranon- drafozany. Nohavaozina daholo na anatiny na ivelany. Nohalalahina sy novolena fitaratra na varavaram- be na varavaran- kely. Natao gorodona na ambony na ambany. Novana ho tohatra hazo miolaka misy arofanina ny tongo-drihana tany. Nosoloana tany manga ny tafo bozaka. Naorina ny la...
Eny indray ary raha izay no mety hanasitrana anao e!
Ravelojaona. Jan 1937, firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy, dictionnaire encyclopédique malgache, i imprimerie industrielle tananarive , p.223 121 samuel andrianisa, 1926, gazety ny mpandinika, taona fahefatra, faha 142, p.03 122 l. P randriamarolaza , madagascar structure sociale, valeurs culturelles et possib...
Rado milamina be koa ny efitranon’ialahy.
Ignace rakoto, 1997, l’esclavage à madagascar. Aspect historiques et résurgence contemporaines. Actes du colloque international sur l’esclavage, antananarivo,24-25 septembre 1996, institut de civilisation museé d’art et archéologie, antananarivo, takila 145 fotsy s’applique actuellement aux groupes andriana et hova; ma...
Amin’ireo fokontany folo mandrafitra ny kaominina andramasina dia ny filohan’ny fokontany avokoa no misahana ny asan’ireo rehetra ireo. Fanomezan- dalana manokana omeny no hahafahan’ny lefitra manao ny asa iray amin’ireto. Ireto avy izany milaza ny vaovao any amin’ny vahoaka momba ny asa atao ao amin’ny fokontany na ny...
Catani m vivre dans deux cultures. Manutention, moyenne. Unesco. 1983-348 p .
Mpihira 1. He! Saininay ny andro, ny diany he! Tanteraka tanora ny maraina, dia antitra ny hariva; tsy mbola hita teto ny andro vao nateraka, alevina maraina ampanenoana antsiva.
Araka ny famaritan’andriamalala e. D. Asehony amin’ny alalan’ny resak’i rivo, mpandray anjara fototra ao amin’ny boky taolambalo , dia misy singa iray ao anatin’ny olombelona, dia ny fanahy. Samy manana io singa io avokoa ny tsirairay. Ary ny fiombonan’izany, avy amin’ny lahy sy ny vavy, ka iriana mba tsy ho lefy intso...
Fa ny fasana mangidy e, mpisompatra mba loza! Tsy mitsitsy na mifidy ’zay ataony rohifoza 429
L’organisation sociale, collection point, edition hmh, paris
Zumthor p 1983 introduction à la poésie orale, paris , seuil.
Mbola nitohy hatrany ny fanelanelanana nanomboka ny may 2009 nataon’ireo solontena samihafa ireo, saingy tsy nandray anjara ny ffkm ny volana jona 2009 nisy ny fivoriam-be nataon’ny firaisam-be afrikanina tany addis abeba. Toy izany koa ny fivorian’ny filoham-panjakana tao amin’ny sadc, nitadiavambahaolana momba an’ i ...
Niainga tamin’ireo daty mirakitra zava-dehibe nanamarika ny fiainan’ny malagasy, no fomba nanapatapahana ny vanim-potoana tsirairay. Misy fiovam- penitra aterak’izy ireny mantsy eo amin’ny sehatry ny literatiora. Koa ny fomba fijerin’ny mpianatra eto dia tsy fitsarana ny lahatsoratra akory fa fambolena fitohizana handr...
Andriamahazosoa a , 2004, baibolin’idadabe, edisiona fahana, antananarivo, 59 p andriamalala e. D , 1972, taolambalo, librairie mixte, antananarivo dox pseud. Jean verdi salomon razakandrainy, 1968, folihala , tranom-pirintim- pirenena , antananarivo raharolahy e , 1976, erika, imprimerie d’ouvrages educatifs, antanana...
Toy izao no voalaza amin’ ny izaho ve no diso tany amin’ny faritanin’ankazobe no nisy ilay tany aman- trano niombonanay mianadahy nomeko ny hevi-bidin’ny anjaran’ireo mpiray tampo tamiko dia lasanay sy rabako manontolo ny tany
Raha izany, matokia fa mitohy ilay fitia. 139 ho an-drabearivelo moa dia nandiso fanantenana azy ny fiainana an- tany, ka hoy izy toa mitoreo nantenain-ko paradisa ny fotoananao tontolo kanjo tany hay madisa feno angatra sy lolo 140
Lehibe indrindra amin ny haino vaky jery am-peo ny radio. Ahazoam-pahalalana sy fanabeazana maro koa izy io. Raha hatao anefa ny tombana tsotsotra dia ny radio na ny haino aman-jery am-peo no be mpampiasa indrindra noho izy mora ampiasaina sy takatry ny fahefa-mividin ny sarambaben olona. Noho ny radio feo fotsiny, fa ...
Handeha ho aiza? Hoy izy nanahy mafy sahady ny valintenin’ i hery.
Fehin’ny toko faharoa
Mpianatra manana toe-tsaina tia karokaroka sy liana amin’ny fampandrosoana ny faritra misy azy sy ny fivoaran’ny firenena maneran-tany.
Samy tsy nahita na mba nahatsiaro fahafaham-po!
Ho an’ny fampielezam-peo lesoka ny tsy fahafehezana loatra ny fampiasana ireo fitaovana ao aminy misy, ohatra, ny fanaraha-maso matetika tsy maintsy atao amin’ny fitaovana ilana famahanana. Manampy izany ny tsy fahatomombanan’ireo fitaovana ao anatiny. Tsy misy ny fampiantranoana vahiny mivantana fa mampiasa horonam-pe...
Na sembana aza, ray ô, iny zanany iny hiderany anao fa zanaka niriny, koloiny fatratra iny fa sarobidy aminy fanomezanao ka sitrany sy maminy!
Tombana tamin’ny fomba fiasan’ny fikrifama sarotra ary mitaky fotoana maharitra ny fanaovana tombana. Zava-dehibe ary tena ilaina anefa ny fanaovana tombana mba hahazoana mandrefy ny dingana vita sy itarafana ny fahatratrarana na tsia ny tanjona nananan’ilay fikambanana.
Ii.3.1 difficultés internes conflits internes au sein des associations
Misy ireo mpiasa avy any ambohimandry, ao koa ny avy eto an-tanan-dehibe. Mpiara-miombona antoka no iantsoany ireo mpiasa ao aminy. Azo heverina anefa, fa ireo sokajin’olona voatanisa ireo no mety ho mora karama sy manaiky ny fepetra takin’ny orinasa tsy mpikambana ao amin’ny caisse nationale des prévoyances sociales s...
Ny olombelona dia ho eo ambanin’ny anjely ary ambonin’ny singa voajanahary rehetra tsy misy fahotana ary tsy mety maty namboarin’andriamanitra tamin’ny vatana sy fanahy ny olombelona, izany hoe, mizara roa tsy misaraka ny vatana sy ny fanahy 38
Charaudeau et maingueneau, 2002, voambolana pragmatique cette notion est issue de la tripartition de c. Morris 1938 qui distinguait trois domaines dans l’appréhension de toute langue, qu’elle soit formelle ou naturelle 1 la syntaxe, qui concerne les relations des signes aux autres signes ; 2 la sémantique, qui traite d...
Lalàna mifehy ny zava-manan’aina rehetra ny fahafatesana. Noho izany, mihevitra ireto mpanoratra ireto fa toe-javatra tsy maintsy mihatra amin’ny tsirairay izy ary tsy mifidy asiana.
Sary maneho ny mponina manatanteraka ta in-dahy
Tsy iza akory izahay fa havana avy an-dakira tsy nahavimbina voan-dalana afa-tsy hirahira.
Maria eo amin ny fampitana heloka dia, mandà ny fahotana tamin ny fototra ny ôrtôdôksa. Tsy nanota araka izany i maria. Renin andriamanitra izy, ary izy no niteraka an ilay toetra amam- manaiky ny fahotana tamin ny fototra izy ireo fa i maria irery ihany no nodiovina ka tsy tao anatin’izany fahotana tamin’ny fototra iz...
Ny fifanoloana miseho amin’ny ampahany
Ny tanindrazana ry lahy, lova soa sarobidy tsy alam-baraka foana, tsy atakalo volamena na dia ratsy tiavo ihany, raha tsy tiana aza amidy raha mba tiana ihany kosa, hasoavy ny an’ny tena.147
Ho an’i haingo, dia ilaina tokoa ny fanoloran-tanana avy amin’ny hafa. Kanefa hijanona ho herim-po very maina ihany izany raha tsy ilay toloran-tanana mihitsy no mijoro, mandray andraikitra, manao izay hialany amin’ny toerana misy azy. Ireto no fitaovana na baikom-pitolomana handresena ny fahantrana, hoy ny mpanoratra ...
Novangian’i felana vadiny
Izato hiran’ny foko, mandrotsy ny fonao, ny fitiavako misoko mba mandrotsy ahy izao
Raha fintinina ireo voalaza eo ambony dia azo ambara fa manana ny firafiny tokoa ny tantara foronina i. D. F. Mba hisian’ny asa marim-pototra sy mitombina dia nampiharina tato amin’ity fizarana faharoa ity ny lalantsain’i bremond c mitondra ny lohateny hoe la logique des possibles narratifs nodinihina tamin’izany fa ma...
Ry nosy malala tazanina mavana
Ny anjara asany tsoratra hanehoana ny fiainana andavanandro.
Niverina nanatona azy hametahana ny
Fandrindrana ny fomba enti-mampianatra
Dictionnaire de français. Imprimerie 2000 lapitografiva varese s. P. A italie rajemisa rakibolana malagasy. Editions ambozontany raolison r analamahitsy antananarivo madagascar. 2003
Ra-gly han! Han! Izay e! Afaka izy!
Tak 267 52 fety michel, nahoana no avondrona ho fokonolona isika ? T. P. L 1975, tak 10
Efa somary nisy am-pahany ihany voalaza tany aloha, nefa izao dia hohalalinina akaiky ny fomba fijery katôlika mikasika ity miralenta ity. Ny tena manamarika ny fiainan’ny fiangonana katôlika moa dia ilay fivoriana lehibe nanova fomba fijery maro tao aminy, nantsoina hoe kônsily vatikana faharoa 118. Nanomboka teo dia ...
Fantsona fandehanan ny rano maloto 90 halavany 0,60 sakany
Ny zava-misy hita fa mifamatotra amin’ny literatiora nivoaka tamin’io vanim-potoana io. 3. Ny literatiora vokatr’izany zava-nisy izany 4. Ny tara-kevitra novoizin’ny mpanoratra tany anatin’ny asa soratra nivoaka nandritra ilay vanim-potoana 5. Ny mpanoratra nalaza tao anatin’ilay vanim-potoana 6. Ny asa soratra nalaza ...
Fanomanana ny raharahan-drandria sy ramavo
Loharano ny mpikaroka
Ia e e e akory lahaly e zalahy e ô ia e e e akory lahaly e zalahy e tokatoka angatahina sy irariana dia ho maro ny ankizy hameno ny sekoly reharehan’i gasikara
Vinani tsareana bembambo 5 4
Manao didy jadona fa tsy mba miera izay tratrany aloha dia tsy afa-bela 15 f’angaha moramora ny mameno paosy? Na tiako aza ianao, ilaiko ny saosy
Cours de psychologie, infp mahamasina, année 1999
Tak 89 niolonolona teo ity lahy antitra raha nanontaniana ny anton-diany hita ho tsy mbola matoky tanteraka an’i andry sy i don camalo ity zokiolona ity ho fanalana ny tahotra teo amin’ireo vahoaka ireo, dia niezaka i andry sy ny namany mba handamina ny fiainan’izy ireo. Niezaka nankahery sy nampitony ny sain’ireo vaho...
Na dia nosedrain’ny onja mahery tahaka izany aza ny fiainam-pahatanoran’i nampoina, inona kosa ny vahaolana nentiny niatrika izany ?
Manana ny hasiny ny tanindrazana noho ny tolona nataon’ireo tia tanindrazana tany aloha. Noho izany, dia ilaina ny fihazonana izany hasin’ny tanindrazana izany, eny na dia hamoizana ny aina aza tahaka ny tarigetran’i hasintany sy i ketaka.
Vololona vita tompoko fa dia mandray ny zaza sy ny entan-kely izay zakako aho sisa fa ahoana izato taratasy nosoratanao. Rabako mamaky
Marihina fa niainga avy amin’ny isan’ny ankizy araka ny taona tokony hianatra eo anivon’ny fokontany no nanaovana ny kajy teo amin’ny taham-pidirana an-tsekoly. Araka ny efa voalaza tany aloha dia misy sekoly roa hafa ankoatra ity sff ity ao amin’ny fokontany. Raha ny fiovan’ny vokatra teo amin’ny taham-pahombiazana id...
Dia vatolahy kanto,
Nivalaketraka rabe. Lalina dia lalina ny fijeriny. Nihodinkodina foana teo izy. Tsy ny fony no mandinika fa ny sainy. Ary dia sadaikatra tena sadaikatra ny eritreriny ahoana ny hevitrao, rabe? Hoy ity zazavavy dodona.
Jereo fizarana voalohany 1.1.2. 123 voaresaka matetika ao amin’ny baiboly ny fanavotany ny vahoaka israelianina niala tany egypta. Jereo, ohatra, ao amin’ny boky deteronomia. 124 azo heverina ho fametrahana ny tdt ho isan’ny tantara ao amin’ny baiboly ihany koa izy ity.
Analyse de l’évolution du taux d’accès au début des années scolaires dans l’epp antanety i dans l’epp d’ anosy avaratra, la procédure d’analyse est la même que celle d’antanety i. Ainsi, le nombre ne cesse d’indiquer une tendance croissante de 2013 à 2017 atteignant 201 inscrits. Malheureusement, cela a chuté de 11 ind...
Takila 10 fara fialofana anabavy
Niahotra kely ramatoa. Sarotra ny manendrikendrika, indrindra tsy nahitana kileman-toetra niharihary manao ahoana loatra tamin’iroa zanak’olona.
Sendra izay efa nifanarahany tamin’i maman ka! Ohatrinona tokoa moa retsy izy teo?
Ho sanatriaviko eto izany ! Fa mbola betsaka ny vonona sahy handatsaka ny ràny raha toa ka izany no ahafaha-miavo-tena ho famongorana ny ziogan’izato tsindrihazolena ! Dia ny fitiavan-tena ! Fa masina ny tanindrazana185
Caractérisation de processus de mise en uvre de la décentralisation cas de la commune rurale d’antanetikely ambohijoky 2004 nataon-drandriamanantena lanto harison josé, mémoire de maîtrise en sociologie.
Ny fomba filazan-javatra ao amin’ny adin-kira gasy nifanaovan’ny tarika roa no iompanan’ity santa-pikarohana ataonay ity. Ny fomba nentin’ny tarika roa nifanandrina naneho ny hafatra nampitainy tamin’ny mpijery azy izany no hodinihina. Mialoha ny hirosoana amin’izany anefa, dia heverinay fa ilaina ny manoritsoritra ami...
Ny sekoly dia miteraka fahasamihafana, tsy eo amin’ny asa mety hosahanina rahatrizay fotsiny rehefa mahavita ny fianarana fa amin’ny fotoana andalovana ny sekoly. Fitsipika mifehy ny fampianarana ny fisian’ny fanadinana na ny fitsapana. Mialoha ny hahatongavana amin’izany, misy eny antsefantsefany eny ny fitsapana madi...
Zanaka akoho
Nony tonga ny fotoana izay voatendrinao irery, iny aho fa lasa ho aiza sanatria tsy ho voatery nefa koa, tsaroako tsara, toa tsy tena nana-pidy, namonjy toeram-panomanana, dia voaray satria voafidy
A; t. N.5 mitohy ny tolona 136 v. N.5 mitohy ny tolona
Trosa miavosa ny kitapontsika
Mampaharitra ny fihavanana. Hoy ny ntaolo milaza izany izay tsy miady olom- bodo ny tofo mamosavy izany dia mbola hamafisin’i rahajarizafy hoe io fihavanana io avokoa no anankinany izao rehetra izao fa manga io, manga ny fiainana ; rava io, mirava fa aoka izay. 101. Manoro hevitra ny mpihaino eto i navela mba hahay hif...
Ny fokontany ao anatin’ny kaominina araka ny tarehimarika azonay tao amin’ny pcdny kaominina ankaraobato 2007 dia manana velarana 46358 ha ny kaominina miisa 16014 ny mponina ao aminy olona efatra isaky ny km2 ny hakitroky ny mponina efatra ambin’ny folo ny isan’ny fokontany ao aminy , ireto avy izany ankaraobato izay ...
Omena fotoana voafetra ny mponina amin’ny fanangonana ireo akora ireo, ary amin’ity dingana voalohany amin’ny fifanintsanana ity dia mitovy avokoa ny fatran’ny akora angonin’ireo tanàna rehetra manao fifanintsanana.
Ny fanambadiana izay hotanterahina ho azy fehezanteny f3 polisi itu mempunyai penengaran listrik yang terang sekali. Manana jiro elekitirika izay tena mazava ilay polisy f4 itu buku yang kubeli. Io ny boky izay novidiko misolo ny anarana perkawinan fanambadiana , penerangan listrik jiro elekitirika , buku boky ny mpand...
Boky tantaran’ny e. K. A. R. Paroasy md josefa mahamasina, 130 taona, p.17 137 ibidem
Hatramin’ny fotoana niorenan’ny sekoly ambony fampiofanana mpampianatra ens ampefiloha dia efa am-polony maro ireo andiany nahavita ny fiofanana teo amin’ny sampana malagasy. Araka izany, dia efa maro be ireo fikarohana samihafa efa vita. Raha mahakasika ny haifampianarana ny taranja malagasy no asian-teny dia azo amba...
Deloffre, la nouvelle, librairie larousse, collection littéraire et genre littéraire, paris, 1978, p. 77 la nouvelle un récit court, réaliste, ordinairement dramatique et se terminant par un événement surprenant. 321 j. A lala-rakotosoa-raolison, lovako kilasy faharoa, ed. Ambozontany, antananarivo, 2000, tak. 60 322 e...
Iharan’ny fanovanana eo
Olona manary amin ny sarotra
Rado, zo , tak 13 42 s randria, fanasina , 1958
Sampana misy ao amin’ny flm ambatovinaky ireo, araka ny nambaran’i pastora rabarimanana herimandimby alfred. Nandritra ny fampianarana kofermanda, taona 2012
Memoire de fin d’etudes pour l’obtention du certificat d’aptitudes pedagogique de l’ecole normale capen
Ahitana taratra ny fampiasana ny sokajy m mi- ny teny malagasy, saingy tsy maro ny sehatra ahitana azy. Tsikaritra amin’ny anaran’ny zava-maniry malagasy izany tandindona izany. Misy ny anaran-java-maniry malagasy
Mavomavo aho kanefa, faly mihoatra noho ianao ny vola sy harena, no azo lazaina, fa mitory hasambarana, fa ity fitiavana sy fanantenana no azoko inoana fa hitondra hafaliana ary koa fiadanana. Va lah 18