text
stringlengths
10
11k
Ny fahaizana misokatra sy maneho fitiavana amin ny rehetra ny fanehoana ny lafy tsaran ny zavatra hatrany ny fahaiza-mitrandraka ny fahombiazana teo aloha 18- fanambarana ny zavatra azo inoana
Ny fotoana ianaran’ny mpianatra ao an-trano
Raha adika ireo kisary ireo dia toy izao tany toamasina no nitoeran’i lala nandritra ny fahazazany, taorian’izay dia nonina teto antananarivo indray izy vao nanohy ny fianarany tany andafy, ary niverina teto indray. Nisy fotoana izy naka rivotra tany andekaleka vao niverina teto antananarivo. Teto antananarivo kosa no ...
Ravaoarisoa hanitriniaina n. R. Esther 21 03 01 6e b 13 oui ambalavaofehiloha 2h de marche 6,5 km ray mpamboly reny mpamboly randriarimanana rova 18 09 02 6e b 12 oui ilafa 30’ de marche 1 km mpampianatra raveloarisoa gisèle 24 09 03 6e b 11 oui tambohoanivo 1h de marche 6 km reny mpamboly rafanomezanjanahary marie jos...
Rasoamampianina, elie raharolahy poeta rômantika, mémoire de capen, antananarivo 07 mai 2013 6 b. D solohery ranarison, aingam-pivoarana, laharana manokana, fimpatema antananarivo, 1979 tak.71.
Ny fefin’ny sary cadrage na forme pour les cases ,
Has ina t tsy afaka m andeha ianao ! M andà be mitadiava olona hitondra azy fa ny asa ts y azo ajanona ! 41
Kilasy faharoa ampianarina fanadihadiana ny ankizy efa tena mety fintimpintinina ny lesona tokony hahay mampita lesona ny mpampianatra omena fampiasana matetika ny mpianatra avy amin’ny mpianatra no akana ny lesona ka ampiana kely avy eo tokony hampianarina ny mpianatra ny voambolana tena malagasy vaky boky tsy manana ...
Hoe, ny feo mamarana ny andalana roa mifanarakaraka no mitovy aa. Bb toy izao ny fisehon’izany raha maka ohatra andininy iray ao amin’ny tononkalo isika. Amboara 5
Ny fivoaran’ny rango
Tsy mandeha irery ny asa fikarohana fa mila haitsikera hoenti-mitrandraka azy. Mitari- dalana amin’ny asa izay atao izany. Teo aloha ny haitsikera ara-tantaram-piainan’ny mpanoratra approche biographique izay mampifamatotra ny tantaram-piainan’ny mpanoratra amin’ny asa soratra. Lalan-tsain-dry sainte-beuve sy ry hyppol...
T11 talata alakamisy zoma ora 2 ora 1 ora 1 famelabelarana mpanoratra
Ny kilalao fanaony. Raha zaza no tsy hilalao, meteza ho tanora. Hoy ny malagasy. Midika izany fa ny anjara asan’ny zaza dia milalao. Tsy ataotao foana anefa izany, fa manan- danja lehibe tokoa eo amin’ny zaza. Hoy rabemolahy mahakasika ny lanjan’ny lalao amin’ny maha fialam-boly azy dia antokon-javatra ilain’ny ankizy ...
Fara ka rehefa izay no anjarako! Setra eny! Anjaran’i neny. Saingy tsy anjaran’i neny avy amin’andriamanitra, na avy amin’ny vintana, na avy amin’inona, fa avy amin’ireo olona nivarotan’i neny ny zaitra. Ireo olona ireo no olona ireo no azony tazonina na ividianany zavatra hafa, fa ny lamba voazaitran’i neny kosa mbola...
Ny vanim-potoanan’ny repoblika faharoa dia nahatsapana lesoka teo amin’ny fitondrana. Nijanona ho tanjona avokoa ireo soritr’asa samihafa. Vao mainka nitotongana ny toe-karena malagasy. Nizara ho roa ny vahoaka malagasy dia ny antokon’ireo mpanam-bola vokatry ny fanambakana ny madinika, sy ny antokon’ireo vahoaka mpitr...
Mitàna anjara toerana lehibe eo amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fampianarana noho izy fitaovana iray mahery vaika hahafahana mamongotra ny fahantrana. Manamarina izany ny voalazan’ny tale jeneralin’ny unesco. Hoy izy na ahoana na ahoana endrika isehoan’ny fampianarana, ary na ambaratonga aiza na ambaratonga aiza,...
Teny manan-danja ankohonana, ara-drafitra, ara-piarahamonina, ara- tantaram-piainana, fahantrana, fanehoan-kevitra, fiainana, fiarahamonina, firenena, fitiavana, literatiora, mpanoratra, tara-kevitra, tantaram-piainana, tononkalo, zava-misy.
Rado -dinitra. Imprimérie new print. Natonta 1975 fanintelony. Antananarivo 2001 -zo. Librairie mixte. Antananarivo
Fafana 35 loharanon’ny herin’aratra ao amin’ny faritr’alaotra mangoro unité
Rovi-damba ka tomany toran-kovitra aoka izany
Fa ho aiza ialahy e! Tsy miala ato an-tsaiko ilay kibon’ny alina manga mangidy mitosaka tsy very ato an-tsaiko ialahy mandoaka ny alina miandry volana miposaka fa zavatra tsy haiko ialahy misasa tava zavona maraina mibosaka tena zavatra ilaiko ireo adintsika lava samy miala maina fa trotraka de tena ren’ny aiko sy namp...
Isan’ny andininy ao amin’ny tononkalo
Ohatra faharoa, ao amin’ny takila faha-219, mitondra ny lohateny hoe nofiko hono 71. Toy izao kosa ny fanontaniana 70 jer. Tovana iii laharana i 71 jer. Tovana iii laharana ii
Ny fisian’ ny marimaritra iraisana teo amin’ny fomba fanolorana ny toerana dia ahatarafana ilay firaisan-tsainan’ny mpanoratra malagasy tamin’ny vanim-potoana izay voakasiky ny fanadihadiana eto. Izany rehetra izany dia manaporofo fa tsy rediredy araka ny fiheveran’ny sasany azy ny literatiora fa endri-piarahamonina ir...
Ny voambolana saika hita ao amin’ireo vondrona ambara avokoa ireo voambolana na fomba fiteny samihafa manavanana ny maro, ary fampiasany matetika. Anisan’izany ireto hanaovana fandalinana
Eléments formules calculs ratios
Heverina fa misy zava-baovao entin’ny fanamby amin’ny maha mpanao asa fampandrosoana azy. Manana ny fomba fanatanterahany izany ny fikambanana; ny mponina koa efa manana ny fomba nahazatra azy sy ireo soatoavina mbola hajainy fatratra ka sarotra aminy ny hanova izany. Amin’ny tantsaha, ny fandrosoana dia fiovana mankan...
Ao amin’ny tononkalo ineny 235 dia ahitana io sarinteny io. Mifanao ambaratonga miakatra ny hetsika ataon’ny reny raha mikarakara ny zanany izy. Ireto izany mitaiza manabe mikolo
Ohatra 2 poeta
Zap isan’ny sekoly
Hohadihadiana ato aminrity zana-pizarana ity, ny endrika ivelanrny boky, ny fahafahanrny maso mamaky ny boky, ary ny sary fanazavana. A ny endrika ivelanrny boky manintona ny maso ny fononrny boky noho izy misy soratra miloko. Hita eo aminrio fonony io avokoa ny fepetram- panehoana takiana aminrny famolavolana boky, to...
Mpianatra 34 tao amin’ny ltpa no niantseharana teto. Noezahina nofantarina tamin’ny fanadihadiana natao ny momba lanjan’ny famelabelaran-kevitra eo amin’izy ireo.
Tanik’ orana manevokevoka, novan’ny masoandro ho vainafo ny fasika tery amoron’ kopa, ka voatery nisaika ny mpanarakandro malazon’ny taratra migaina. Toa tankina tao an- tendan’ny voronkely ny kalony manga, hany ka tsy tafavoaka teny an- tsaha intsony handrotsirotsy ny olombelona be fahoriana. Nitresa maina ny tanimang...
Vehivavy janga
Mbara se lilahy
Velona indray
Manoloana ny fihetsika tsy mendrika asehon’ny sasany eo amin’ny fiainany, dia ambaran’ny mpanoratra fa ny nenina mantsy tsy taloha hananatra fa aoriana handatsa v. A, tak.12 ny tokony ho izy dia hoe ny nenina tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa ; izany hoe nisy fanamboarana nataon’ny mpanoratra. Ireto fomba fiteny ...
Dia mahatonga ny filazan-javatra hifintina kanefa mampivelatra ny hevitra tian-kambara. Izany indrindra no mampateza dinihina ny asa soratra. Ireo fomba filazan-javatra rehetra ireo dia nofintinin’ny mpanoratra tao anatin’ny fehezanteny mifamaly rafitra, mitovy hevitra ary mitovy vahana na parallelisme. Hita izany amin...
Andriamalala e d , aingam- pivoarana, lah 6 tak 4 131 -ha. Ramangaharinoro, ny anjara toeran’ny vehivavy araka ny hita ao amin’ny tantara foronina fahavaratra sy zanako nosoratan’i clarisse ratsifandrihamanana mémoire de capen, antananarivo2005, tak 47
Sary maneho ny famatorana ilay faty eo amin’ny bao
Tokony hanaja ny tenany amin ny maha olona azy ny kristianina rehetra, indrindra ny tanora.
Isany isan-jatony lehilahy 33 35,48 vehivavy 60 64,52 fitambarany 93 100,00
Rainibozaka a! Fa maninona ianao e! Andriamanitra o! Fa maninona ary rainibozaka t toa mivandravandra be fotsiny? Tsy miteny tsy mivolana? Miantso mafy nenitoa? Miteny moramora sady misefosefo fa maninona ho aho ianao? Fa fa maninona aho? Hoatry ny tsy tonga saina nikiakiaka be ianao teo! Nikiakiaka a?
Fafana 2 fafana maneho ny kaominina valo mandrafitra ny disitirikan’i soanierana-ivongo
Kaominina talata volonondry ary ny radiô nederland no nanavaozana ny sekoly ambaratonga fototra voalohany ceg talata volonondry tamin’ny alalan’ny fandokoana ny rindrina sy ny varavarana, fanamboarana ny fanambanin’ny efitrano fianarana
Tokony ho natao hoe ny daty no mamaritra voalohany indrindra ny vanim- potoana iray. Omeo ny datin’ny vanim-potoana kristiana eo amin’ny fanontaniana nomen’ny mpampianatra dia somary mifintina kokoa raha mitaha amin’ny tolo-kevitra eo amin’ny fanontaniana faharoa. Io
Ts’isy lonilony anaty, 20 ka na nisy ireo nikasa mba hanoro hevitra ahy, dia nisaina kely indray ka nihemotra tsy sahy satria ny foko mbola tia.
Andriambaventy 70 80
Ny dokam-barotra iantsoana ny olona hamonjy alim-pandihizana ohatra, dia nampiany famerana ny zaza tsy ampy taona tsy hamonjy izany. Na nisy aza izany ny fifanilihana andraikitra teo amin’ireo olona samihafa mpikarakara ny jiromena, dia niaiky ny fanondroanay azy ireo ho toy ny mpandray anjara amin’ny fandrobohana ny t...
In ity masoandro soa filaika144
Amin’izao fotoana izao, maro ny endri-tsoratra azo ampiasaina amin’ny fanaovana boky. Noho izany, tsy manahirana intsony ny misafidy sy manavaka ny teny iray amin’ny teny hafa. Na izany aza, misy fenitra tokony harahina amin’ny fampiasana azy ireny. Izany no mahatonga ny fomba fampiasana azy ho toy izao manaraka izao a...
Mena alahady ny tendrombohitra roa ambin’ny folo ihany koa dia manana ny hasiny ohatra alasora, ambohimanga, ilafy, namehana
Douglas, m. Opcit, p 90 les interdits ne font que tracer les contours cosmos et l’ordre social idéal
Dia iza no hilaza fa tsy mafy sy mafonja
R’ilay miakanjo fotsy lava fa mba aiza ho aiza eto! Mizotra ho amin’ilay mazava?
Natokana ireto fototeny mingadona miafara amin ny-tra sy -ka ireto noho izy ampitovin ny olona amin ny tototeny mitsaikona ka heveriny ho toy ny faranteny ny -tra ary miova ny renifeo manomboka. Tsy tokony hampitoviana amin ny -tra sy -ka mamarana ny fototeny mingadona hafa izy ireto araka izany.
Fa inona tokoa moa no mahatonga izany raha ampifandraisina amin’ny tantara? Tsy mandeha ho azy ireny fa misy antony tokoa araka ny fiheveranay, misy ifandraisany amin’ny zava-nisy ara-tantara io firehan-kevitra io ka azo fintinina toy izao navesatra ny rivotra niainana teto an-drenivohitra noho ny fanaparam-pahefana na...
Ny voasary mety hanaitra ihany ny fampidirana ny voasary ho iray tarika amin’ny toaka sy ny sigara. Amin’ny fahafantaran’ny maro azy mantsy, dia voankazo anisan’ny tsara ny voasary, satria manala hetaheta, manala ngidim-bava, mitondra otrikaina isan- karazany. Tsy izay mamy mamelombelona aina izay anefa no vetsoin’ny m...
Iii.1.2 la vie sociale la vie quotidienne avant la rentrée de la population cible dans le projet de l’asa, elle a chacune son propre mode de vie et ses propres occupations. Par contre, une fois qu’elle est dans le centre, tout a changé par les organisations et les disciplines mises en place par l’asa. Ces conditions rè...
Manabe ny olona ny lafiny fitiavana ihany koa i ny eja matoa naompany ho amin’izany ny tononkalony ao amin’ny boky ilay fitia. Hoy i ener lalandy maneho izany ary matoa mahavoaka boky ny mpanoratra, dia indrindra manana hafatra tiana hampitaina izy. 3 izay hahasoa eo amin’ny fiainana tokoa mantsy no katsahin’ny mpanora...
Aforitra ny tanana havia na havanana ary atsofoka eo anelanelany ny tanana ilany. Ompa vahiny nalaina tahaka ity ompa ity ary fifampitsofoana zavatra roa no tiana hotondroina amin’izany ka ny tanana miforitra dia anehoana ny fivaviana ary ny tanana izay mitsofoka ao anelanelany kosa no filahiana. Fihetsika iii
Fafana 50 fanazavana ny fomba fiasa atodika amin’ny fifaninanan’ny tarika.
Mounin, poésie et société, p. U. F. , paris, 1962 la poésie absolue est l’expression concrète et artistique de l’esprit humain dans un langage émotionnel et rythmé 104 e. Little, dictionnaire de la langue française, 1975 poésie art de faire des ouvrages en vers et qualités qui caractérisent les bons vers et qui peuvent...
Mifaly ny saina manaraka izany, fa handroso ny hajan’ny eto an-tany; raha sendra indaosin’ny fiainan-tsy hita, tsy nenina akory izay efa vita.
Mpisolo toerana
Narcejac, op. Cit p51 un roman policier sans cadavre, cela n’existe pas
Fa ny fanajana, hono, dia anisam-pandrosoana, lohalaharana katsahina amin’ny fiainanao etoana, 25 koa ny fiainanao tandremo ny tsy mendrika halaviro, fa ny tsara kosa, lahy, no tazony sy fikiro.
Ho an’ny fiteny bl ao fandriana dia miavaka tsara ny ikirakirany ny ua sy ny au satria ny ua dia aravony ho o fa ny au kosa dia ampiasainy amin’io endriny io ihany. Ohatra fafana faha-14 ny ua mifanova amin’ny o m. Bl av mr ’luaka ’loka ’loka ’ruaka ’roka ’roka sa’fuaka sa’foka sa’foka ’tuaka ’toka ’toka
Olana sedrain’ny mponina avokoa ireny.
Ny andron’olombelona, andron-dolo manodoka, mampigoka ny tangena ho an’ireo tsy manam-pidy ; saingy tsy afaka hamaly ka tohofanao an-keriny. He norosanao maraina izany raozy soa fijeriny !
Plusieurs études montrent que la plupart des organisations sont de petite taille mais que le secteur associatif est, dans son ensemble, important. En effet, il mobilise d’importantes ressources humaines. Quelques rôles peuvent lui être assignés soit sur le plan social, politique, de la citoyenneté, de la promotion de l...
Fampifandraisana ny zava- misy sy ny vontoatiny , ary ny endriky ny literatiora vokatr’izany.
Tahirin- kevitry ny f ikambanana tam- tam toute l ’ année, i l y a des pluies dans la région de manjakandriana suivant les périodes
Ireo sakiramenta maneho ny miralenta io lohateny io aza dia efa manambara fa misy amin’ireo sakiramenta no tsy ahatarafana velively ny miralenta. Ny tena misongadina amin’izany moa dia ny filaharana izay sakiramenta raisin’ireo ambaratongana mpitondra ao amin’ny fiangonana katôlika diakira, pretra ary eveka. Fito mants...
Gérard efa hoe gérard hoy aho, mba mizara mihitsy mialy miantso ahy amin’izany an! Bediko raha mbola tsy manonona ny anarako eo.
Eo anatrehan’izany rehetra izany, dia nezahana ny nandroso soso-kevitra sy andram-bahaolana ho fanatsarana ny fampianarana ny taranja malagasy eny anivon’ny fampianarana tekinika. Ilaina araka izany ny famolavolana endri- pampianarana mahaliana mba hisarihana ny fahalianan’ny mpianatra. Lafin-javatra maro no hifotorana...
Sambaina ambany 1
Ranomaso ary koa fifaliana eto an-tany miaraka hatrany he tsaroana tsy fanahy iniana ’reo havana lasa nankany vetsovetso no indro miloatra avy amin’ny fo feno rano ka mitsidika’reo any an-koatra. Atopazo ny maso tazano ’ndreo izy arahi-mozika miarahaba, mitsodrano antsika!
Mahefa, vazizotra, tak 16, va tak 102
Mifankatiava tsara e! Ry velonaina rehetra fa fiainana mandalo ihany ny fiainana eto an-tany
Tamin’ity fizarana ity ihany koa no nandalinana ireo antony hita fa nampahomby sy tsy nampahomby ny fampianarana. Antony maro no mety hahatonga izany, saingy navondrona tamina singa vitsivitsy , dia ny asan’ny mpampianatra sy ny andraikitra miandry ny mpianatra ary ny tontolo manodidina.
Ch. Mauron, op cit, p 32 les résultats ainsi acquis par l’étude de l’ uvre sont contrôlés par comparaison avec la vie de l’écrivain. 136 ravelojaona, literatiora , in mpanolo-tsaina, lah 19, 1908
Randriamiadanarivo in aingam-pivoarana, gazetin’ny fimpatema, lah 6, tak 43 148 va 012, op. Cit
Ny sento, toreo, alahelo, tomany dia fomban’ny tany koa aza kivy, meteza hijoro, 20 fa aza mikoro raha sendra ny vintana ratsy fiantefa, tsarovy kanefa ny tany mandalo natao mba hiserana, feno fitserana.
Sokajin-dahateny genres de discours t tamba-teny composition telolafin’ny haifampianarana triangle didactique teny maro loko multilinguisme tenin-dreny langue maternelle
Loharano monografian’i vohipeno, 2010
Ie e ! E ! E ny hazo an’ala no azon’ialahy kapaina e ! Fa izahay miandrarivo tsy azon’ialahy tsapaina e ! Ie ! E ny rano eny anosy no azon’ialahy ritraina e ! Fa izahay tonga eto tsy azon’ialahy robaina e ! E
Vola rojo! Rojo!
Rotsaka rotsadrotsaka rotsahana
Maro ny asa nataon’ny avotr’andramasina ho fampandrosoana ny kaominina. Mbola mitohy izany hatramin’izao ary mbola ho tohizany sy hatsarainy hatrany. Misy amin’ireo asa ireo anefa no tsy ampahafantariny ny ben’ny tanànan’andramasina akory noho ny antony tsy mazava aminay loatra toy ny fambolen-kazo ao analamangasoa, ny...
Fiaraha-mamolavola sy fanarenana ratra eo amin’ny lafiny vatana , saina, fanahy ary ny fananana niharan-doza .
Ilay rangahy, hono, moa dia tena tsy nahita tory, izay vahaolana kanefa tsy mitranga lany akory. Indray alina ary izy dia namoha an-dramatoa, nahita hevitra izy manko, noheveriny hahasoa.
Hoy ratrema willliam ny antsoina hoe tena dia ny vatana, na ny ao anatiny, na ny endrika isehoany ety ivelany; tafiditra ao anatin’izany ny fitafiana, ary indrindra indrindra ny hasina ananan’io tenantsika io , v. A, tak.29 nandinika manokana mikasika ny fitombon’ny vatan’olombelona sy ny fivoaran’ny sainy ihany koa ny...
Sehatra iray ahafahan’ny fianakaviana mifankahita indray izany. Tafangona avokoa ny lafin-kavana rehetra amin’io fotoana io; sady faly nefa sahirana finaritra fahatany. 212 azo heverina fa samy nanao izay tiany ny olona raha tsy nisy ny fifanantsafana amin’ny fahafatesana manosika ny olona hahatsapa tena ka handray ny ...
Fizarana faharoa
Ny raharahan ny eveka
Ecole normale superieure
Ny anadiplose roa samihafa eto diamanana heviny roa an-daniny, mandoko an-kolaka ny alahelo sy fangorahana tsy mitsahatra manaintaina ao amin’izy mpanoratra manoloana ny toe-java-misy. Fa an-kilany, mandoko an-kolaka ihany koa ny fitohizan’ny fampijaliana, tsy misy fitsarahany fa vao vita ny eo dia miainga ny eo hany k...
Araka ny tononkalo, iza avy ireo sokajin’olona roa mora mora mirona amin’ny fankahalana sy ny tsy firaharahina ary ny tsy fanajana ny maha izy azy ny tena? V ny olona nianatra sy ireo efa mihevi-tena ho mandroso andalana 1, 6 f inona no mety ho antony mahatonga izany fironany izany?
Nozaraina telo lehibe ny asa. Nampahafantarina tao amin’ny fizarana voalohany ny fifandraisan’ny mpanoratra amin’ny asa sorany, nofakafakaina tao amin’ny fizarana lehibe faharoa ireo hasin-javatra mamaritra ny tantara foronina ary ny fizarana farany no nandinihana ny tara-kevitry ny fiarovam-pirenena.