text stringlengths 10 11k |
|---|
Iry eny an-tampon-kavoana , misy endrika miharihary indrisy , tsy mbola izy ihany ! Ireny no atao hoe ramiary tahon-katsaka , taho sahala , io irery no hany katsahiko rah’toa aho ka zava- maniry , namidiko an’io ny fanahiko. Tahon-katsaka , taho am-parihy , te hizotra fa tsy afa-mamindra mijery ny lanitra foana fa ny v... |
Nosoratan’i e. D. Andriamalala.29mpitovo izy tany am-boalohany, raha lasa raim- pianakaviana kosa taty aoriana. Ho an’i lisy indray dia vao mainka tsy fantatra izay tena asany. Marina fa nianatra tany am- pita koa izy saingy na ny fianarana nataony aza dia tsy fantatra. Nanampy an’i lala tamin’ny fitsaboana nandritra n... |
Les fonctions comptables sont axées sur la fonction contrôle des factures achats , comptabilisation des factures d’achat , comptabilisation des règlements fournisseurs et suivi des comptes fournisseurs 15. |
Levi strauss, op cit. P 303 quand on parle de structure sociale, on s’attache surtout aux aspects formels des phénomènes sociaux |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny voalazan’ny conseil de l’europe, 2000 trois concepts sont considérés comme fondamentaux la validité, la fiabilité et la faisabilité ou praticabilité p.135 17dikan-teny malalaka nataonay araka ny voalazan’ny conseil de l’europe, 2000 la fiabilité est l’exactitude des décisions prise... |
Fanazavana ny sary |
Ahitana fanovana endrin-javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina indray eto. Ny oharina eto dia tenan’i felana izay tsy eo izay oharina amin’ny siny maloto tsy tokony ampiasaina intsony fa tokony hariana. Ny métaphore eto dia natao hampifintina ny fomba filazan-javatra ka manery ny sain’ny mpamaky handinika tsara... |
Riaka riadriaka riahana |
Ambarany fa ny tanindrazana dia lova, amin’ny maha-lova azy izay dia maharitra ary afaka mipetraka ho an’ny taranaka maro mifandimby. Sarobidy ihany koa satria afaka mitaha amin’ny volamena. Izay hasina lehibe ananan’ny tanindrazana izay no tian-dratsimba georges hipaka amin’ny mpiara-belona aminy indrindra ireo tanora... |
Tsy ny fomba amam-panao nentim-paharazana nolovaina tamin’ny teo aloha ihany no atao hoe lovantsaina velona fa tafiditra ao amin’izany ihany koa ny fomba amam-panao hita eny an-drenivohitra sy eny ambanivohitra ary any anatin’ny vondrona ara-kolontsaina ankehitriny. Izany hoe matetika ny olona raha vao maheno ny teny h... |
Mangidy ny mihatra noho ianao malala ny sento patrakala ka mety hahazatra |
Cette théorie se base sur une nouvelle science, la linguistique. F. De saussure avait révolutionné l approche du langage en montrant que toute langue constitue un système au sein duquel les signes se combinent et évoluent d une façon qui s impose aux acteurs et selon des lois qui leur échappent ainsi nicholas troubetsk... |
Vakin-tavilotra vakina siny na vilany na vilia tanimanga |
Ny vokatry ny tolona teo amin’ny lafiny toe-karena |
Ny malo momba ny ady tany na lova |
Azo dia notanana sa afaka fa namana? No dia dradraina be hoe tafavoaka re 35 rlay taksi-borosy, tafita ny tonelina misosa be ny dia, tsy be mpanelingelina ary ny orinasa namidy fa tsy lasa voavotra daholo? Sa very sy tsy tana |
Maintimbato 38 36 02 38 0 22 |
Hay, kay ny zavatra katsahiko tsy aiza fa ato ato am-poko manontany ho ela velona ny gasy |
Ikn n gnoana malagasy i. |
Andro iray no nanatanterahana izany, ny toaka sy kisaly izany. Ankoatra izay dia mila miomana ihany koa ireo olona handray anjara fitenenana izay ahitana ireo ôlo- maventy mpanome jôro. Niomana handray anjara fitenenana avokoa anefa ireo ôlo- maventy sy ireo ray aman-dreny avy amin ny andaniny sy ny ankilany, nandritra... |
Jp sartre, qu’est-ce que la literature? Edition gallimard, paris 1948. La fontion de l’écrivain est de délivrer des messages à ses lecteurs p.35 |
Lycée andoharanofotsy lycée ambohimanambola surveillant général 1 1 surveillants 3 1 mpitantsoratra 2 0 mpitantana tranomboky 2 0 fitambarany 8 2 loharano ny sekoly |
Ny fampiasana ny mpisolo tena ao amin’ny sangy mahery |
Ny fatran’ny lipida any anatin’ny organisma izany dia mahatratra hatramin’ny 60 n’ny lanjan’ny vatana, noho izany, zava-dehibe amin’ny filàn’ny vatana noho ny hery sy ny azota izy. |
Ny mpanan-karena indray dia manana tanimbary midadasika sy tanety, mampaka mpikarama tsy tapaka mandritra ny taona, mividy vary amin’ny fotoana fiakarany sy mitahiry ny vokatra, manana omby hatranin’ny folo ka ny telo aman’efatra miasa ary ny roa amana dimy mitarika sarety, manana tanin- kininina ihany koa sy trano leh... |
Taty aoriana, dia mba namorona ny mpanoratra, nefa ny tarakevitra dia notanany. Anisan’ny novoizina tamin’izany ny fisintahana any amin’ny tontolo hafa. Nampalaza an’i bernardin de saint-pierre ny tantaram-pitiavana iray mapangorakoraka nosoratany, nampitondrainy ny lohateny hoe paul et virginie 79. Raha fintinina tsot... |
Atsoboka ao anatin’io ranom-panafody io ihany koa ny tongotra alohan’ny hidirana ao amin’ny tranon’akoho. Izany dia natao mba hiarovana ny tsimokaretina avy eny ivelany mba tsy hianaka amin’ny akoho. Eo amin’ny intelo eo no manao ny famonoana ny bibikely ny mpiompy. |
Ny tanana malefaka ny sandry hany andrinao no nihinjitra hanempaka ny tena hasambaranao |
Handroso ve iarivo amin’ny taona telo arivo ? Izany no voarakitry ny felan-taratasay navezivezin-drivotra ka tonga vetivety teo abany mason’ilay nitady ny haniny tao anaty fako handroso ve iarivo amin’ny taona arivoarivo ? Baraingo tsisy valiny ! Antsafa tsisy ako ! |
Ny dihy izay ataony tsy tambo hofaliany , andln15-20 |
Mpanabe ianao , sakaiza, ka mahaiza fa ny saina anananao no he mitaiza raha ianao no tsy mivelatra mankaiza ny mpianatrao heverinao ho lasa hatraiza? |
Ravaloson m , ny téatra ministeran’ny fanolokolona sy ny zava- 1989 kanto revolisionera |
Amin’ny ankapobeny, tsy dia manao hetsika firy ity fikambanana ity fa fiarahana mivavaka no mameno ny fandaharam-potoana. Izany no heverin’ny mpiandraikitra fa tsy mamparisika ny tovolahy. Amin’ny fifandraisan’ny samy mpikambana kosa amin’ny ankapobeny, tsy dia misy olana firy fa mahay mifanaraka sy mifampiresaka tsara... |
Razafiharisoa hélène 27-12-95 , tak. 11 tribune, lah. 2. 241, zoma 10 mey 1996 |
Ohatra 1 nampamoiziny278 |
Hono ho’aho, ry avana moa tsy toby fandalovana ny tany, ary toeram-pandalovana mavany? E! Seranim-pahatsiarovana an’izany zany saina, ka torovana tomany. |
Ny lahatsoratra tony na statique dia natao hanehoana toetra mikasika ny zava-misy. Ny kendrena eto dia fampahalalana information torohay données informations , izany hoe zavatra efa hay no ezahina ampitaina sy atoro, ka ny tanjona dia ny hampitombo ny fari- pahalalan’izay olona omena izany torohay izany connaissance az... |
Lesona vaovao |
Izay manantena ny kisendrasendra |
Raiso ireo fehezanteny misy tsipika eo ambaniny, ary sintony avy amin’izany ny toetra takina amin’ny mpitondra tiany hambara eto. Tsoa-kevitra ny toetra takina amin’ny olona ho mpitondra hita eto, dia ny fanaovana ny marina sy ny rariny ary ny fananana finiavana tanteraka amin’ny fanompoam-pirenena. Iii- ny tanora sy n... |
Ny tontolo nipoirany sy nivelarany |
Rabemolaly f ravalitera n. J. Et. All. Fary mamy t12. |
Ramatoa louisette dia tomponandraikitra eo amin’ny kilasimandry zazavavy ivontoerana ceres andranovorivato. |
Tsy ny fitafy ihany no simban’ny kolontsaina vahiny fa na ny fiteny ihany koa. Anisan’ny mahasimba ny fiteny malagasy, indrindra ny malagasy ôfisialy, ny |
Lalotra lalodalotra lalorana lalolalorana 298 valona lalombàlona valonana |
Lisitry ny fanafohezan-teny |
Raha ny eto madagasikara indray no jerena manokana, dia any amin’ireo faritra atao hoe ambanivohitra no ahitana vehivavy maro mpitarika fivavahana. Any amin’ireny toerana ireny mantsy dia tsy misy afa-tsy pretra roa no miandraikitra fiangonana manodidina ny 20 eo ho eo. Tsy arak’ireo pretra ireo ny fanatanterahana ny a... |
Misosoka avy hatrany àry ny fanontaniana mitondra any amin’ny fanitaran-kevitra manao hoe mba inona avy kosa àry ireo lahabolana hiraina fanaon’ny olona any amin’ny faritr’imamo ? |
Tsimandatsa, 14 oktobra 1968 |
Raha ny boky lovako t12 no jerena, dia sady tsy lehibe izy no tsy kely loatra. Ny fary mamy t12 dia maivana kokoa raha mitaha amin’ny lovako t12, sady kelikely kokoa. Ny boky collection littéraire lagarde et michard xixè siècle dia tena lehibe sady mavesatra. Sarotra amin’ny mpianatra ny mitondra ny boky mivezivezy, ra... |
Fampitovian-jo ny lehilahy sy ny vehivavy. Ny lalàna malagasy dia mametraka mazava ny fitovian’ny lehilahy sy ny vehivavy amin’ny lafiny fihariana sy momba ny mponina ary ny pôlitika. |
Ny toetra ananan’ny tantara foronina manokana, amin’ny ankapobeny no nahasarika anay voalohany hirotsaka amin’ity sehatra ity toa miresaka ny fiainana andavanandro, ahitana adihevitra miresaka ny fiainana andavanandro, ahitana adihevitra ifanaova’ny mpandray anjara, mivantana ny fampitan-kevitra, azo raisina |
Trandrahina eto ny zava-misy teo amin’ny lafiny pôlitika , toe-karena , fiaraha-monina , kolon-tsaina |
Vakako, dictionnaire des synonymes de la langue malgache, 4è éd. , ambozontany, fianarantsoa, 334 pages , 1985, rakibolana malagasy, ambozontany, fianarantsoa, |
Nanantena sy nitoky fahadiovam-peno fatra ka nanao an-joron-tratra ny ho solika fitaiza oh ! Tsy tsapany hatraiza ny ho fetram-pihomanana! |
Avy eo amin ny zipo famatorana azy cravate simple |
Hatsivo hatsivotsivo |
Miroborobo tokoa ankehitriny ny karazam-pivavahana samihafa. Ao anatin’izany ny fivavahana kristiana. Araka ny fiheverana kristiana, dia anisan’ny loharanom-pahendrena ny voalaza ao amin’ny baiboly. Koa tsy mahagaga raha nindrana andinin-tsoratra masina ny mpanoratra nataony ho tohan-kevitra. Ny famelabelarana ataony m... |
Raha hitanao ilay vonin-draozy fa mena mbola ho lokom-bolamena omeo azy izay ilainy aza afohezina ny ainy |
Ny tandrifin- drahona mbola hisava ny haizi-mikitroka mbola hazava lozan ’ ireny te hanitatra fery fa ny fo maratra dia hanako- pery |
Ny tantara dia voasoratra tamin’ny taona 1968. Noho izany azo eritreretina fa teto antananarivo no nanoratan’ny mpanoratra ny tantara. Araka ny tantaram- piainany dia nanomboka ny taona 1958 no nipetrahany teto ary toerana efa nonenany ny tany amin’iny faritra avaratra andrefan’i madagasikara iny. |
Tononkalo roa no nahitana io tarakevitra io dia ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe nofiko hono , sy ny domoina maratra hojerena tsirairay ny mikasika izany. |
Tsy manana elatra izy, kanefa misidintsidina mitety ny habakabaka mba hitady namana azony itokisana, hamborahany ny alahelony. Nifanojo tamin’ny voromanidina izy, ka nitafatafa taminy. Hoy ny hafatra napetrak’i benjamin rakoto tamin’io sakaizany io, ao amin’ilay tononkalony nampitondrainy ny lohateny hoe kalon’ny mpiva... |
Teny fisaorana i fanondroan-takila ii lisitry ny fanafohezanteny v lisitry ny fafana vi lisitry ny kisary vii lisitry ny sary vii teny fampidirana 1 0.1 fanolorana ny lohahevitra sy ny toerana nanaovana ny fanadihadiana 1 0.2 nyantonynisafidianananylohahevitrasynytoerana 1 0.3 ny fikarohana efa vita 2 0.4 ny petraka ol... |
Donak’afo amindroana amin’ny andro mahaory dia ilay ray manohana aina mihary, mamory |
Izany indrindra no nanomezana ity fafana manaraka ity. Fafana fahadimy fanitsiana ny fafana fahefatra biby fiompy ny isany ny vita vakisiny ny isan-jato omby 345 00 2,77 kisoa 1235 23 9,93 akoho 9400 60 75,62 voron-drano 1450 45 11,66 |
Mahatonga azy ho toka-miavaka. Ny fiantorahana amin’ireny soatoavina iraisana ireny rehefa handresy lahatra dia mampafonja kokoa ny hevitra aroso sady manamora ny fampidirana ny itenenana ao amin’ny tontolo-kevitry ny mpiteny. Ohatra fatin’ny mainty tak.115 dia sento mitovy tomany sahala no nentin’ireo havan-tiana namo... |
Mino indry no manao izany, ilaina foana akia ny olona manana mari-pahaizana ambony a! Raha toa an-dry daholo izany ny fisainan’ny tanora dia olona toa inona no andrasana hitondra ity firenena ity? |
Eny, nataoko ny hanadino tsy hahatsiaro anao intsony izany alokao anefa toa manjohy, manaraka ahy hatrany. Ataoko ahoana no fanadino ireny lasantsika rehetra ireny ? Hangina aho satria voatsipakao ’lay foko mbola tia. |
Natolotra tamin’ity toko voalohany amin’ny fazarana fahatelo ity ireo tolo-kevitra samihafa azo naroso ho an’ireo rehetra heverina fa manana andraikitra amin’ny fanatsarana ny fampianarana any amin’ny lycée. Voaresaka tao fa manana anjara mavesatra ny fanjakana amin’ny fanatsarana ny fandaharam-pianarana, izay fitaovan... |
Sitrak ao sitrakao |
Mosavy mosavisavy amosavina |
Fanamarihana ezahina izay mba handraisan’ny ankizy tsirairay anjara amin’ny adihevitra toy itony mba hahaizany miserasera mihaino, mitantara, manadihady, manatsoaka hevitra, mandray anjara fitenenana fanomanana azy sahady hiatrika ny sehatry ny asa sy hahay handinika ny fiarahamonina. |
Kilasy faharoa |
Tsarovy fa fihodinkodinana no didy mitondra ny tany fiakarana sady fidinana, korontana ambony sy ambany ny ketraka, mora mivarina, miroraka, tonga kanosa! Ny potraka, nefa tafarina, ireny ka olona kosa . |
Fizarana faharoa ny tantaran ny fiangonana ôrtôdôksa sy ny fivoarany |
Ambalalehibe 12 5 |
Singanina manokana amin’ izany koa ny fanirian’ ny mpanjaka ny hahafahany mandefa hafatra raketina an-tsoratra, hampitaina manerana ny nosy; dia izay no antony nandefasana ny misionera l. M. S taty, mba hampianatra ny malagasy. Nohezahana novolena tao an-tsain’ny malagasy ny finoana kristianina toy ny fanorenana fotodr... |
Sary 32 collection littéraire lagarde et michard xixè siècle tak.344 |
Ohatra fanatrehana famelabelaran-kevitra ataon’olona iray tsy ataotao foana fa misy paikady hoentina manatrika izany indrindra eo amin’ny fandraisana naoty ka mba ahafahana mandray izay tokony horaisina dia ireto avy ny zavatra tokony atao fahaiza-mihaino ny tena zava-dehibe amin’izany dia ny fifantohana amin’ny mpiten... |
Isan’ny tena manavanana ny mpanoratra ihany koa anefa ny filalaovana amin’ny tamberim-boan-teny sy na andian-teny mifanesy. |
Tsy mijanona fotsiny eo amin’ny singa misy ny mpianatra ihany ny torohevitra ato amin’ity asa fikarohana ity fa mitatra ihany koa eo amin’ny singa misy ny mpampianatra, amin’ny maha singa mandrafitra azy ao amin’ny telolafy haifampianarana sy amin’ny maha mpampifantoka mivantana azy amin’ny fampianarana ao an-dakilasy.... |
Ry rivo-nampimalo 10 mi-fiavim-pahavalo, fa nahoana no mavany, ny kamboty anie tomany ! Tsy mavany, sanatria ! Fa manaitra fo ho tia 15 ny manampy izay mihafy, hanome izay tsy mitafy. |
Amin’ny fiarahamonin’izao tontolo izao intsony i madagasikara. Tokony hoheverina ny amin’ny fiatrehana izany mba hirosoana amin’ny fanatontoloana mondialisation izay tsy azo odian-tsy hita. |
Ralaimihoatra e histoire de madagascar. Ed. De la librairie de madagascar. 1982. 320 p. |
Ny parallélisme maneho ny toetran’ny tsara fanahy sy ny ratsy fanahy eo anatrehan’ny namany. |
Tsara ny manamarika fa misy ihany koa ny fampiasana ny fahefana miiba mba hanaratsian-kevitra izay fampiasa eo amin’ny serasera politika izay mipoitra, vokatry ny fifandrafiana sy fifamelezana. Rehefa miresaka fahefana dia ao anaty fanohanan-kevitra tsara fa raha vao mivily amin’ny resaka hery dia mivaona amin’ny fanoh... |
Alehany. Ilay ilo mampamirapiratra ny fitiavam-bavaka omban’ny finoana an’ilay mpahary sy mpamonjy izao tontolo izao . |
Lohahevitra vaovao tokony hiampy ny fifandonan’ny sivilizasiôna vahiny sy malagasy |
Url dikan-teny nataonay tamin’ny tenin’i kim andrew, 2015 l’emplacement dans la classe avait un impact sur la capacité d’attention. 91 dikan-teny nataonay araka ny fanambaran’ny opera, 2016 les activités doivent être variées, eviter d’installer une routine par la répétition d’une même activité. , tak 92. |
Misy ny mpamaritra isa tsotra. Ohatra |
Asiniony 1998 |
Ireo no fadin’ ny fiompiana landikely, amin’ny ankapobeny, fa misy koa ny fadin’ny fiompiana landibe. |
Ianao mangala-kehy anaty torimaso, pisopiso endrika tsy afaka ao an-tsaiko, saringotry ny aiko tsy tanako ny vetso tsy voafehifehy, |
Ny olana nosetraina sy ny vahaolana niatrehana izany |
Jean piaget 1966 |
Fizarana i eric ravalisoa sy ny tantara foronina |
Raha izay ny fomba fampianarana maneho ny maha izy azy ny mpampianatra a, mba inona kosa no mampiavaka ny mpampianatra b? |
An’ny vara-dronono kosa dia mangodohodo tahaka ny barika vy mikodia eny amin’ny habakabaka no ahenoana azy avy ety ambonin’ny tany, ary mihovitra toy ny misy horohoron-tany no re ety aorian’ny kotroka indray mandeha entiny. ? Toy izao ny filazan’ny mpitana fandemy izany nampitaha ireo karazany roa etsy ambony ireo samb... |
Tena marina izany efa nokapohiny aho teo! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.