text stringlengths 10 11k |
|---|
Sokajy 1 sakafo andavanandro sokajy 2 fitaovana fampiasa andavanandro sokajy 3 biby fiompy miara-miaina amin’ny olon-tsotra. |
Introduction 6 premiere partie considerations generales 9 chapitre i presentation de la salfa 9 section 1 historique 9 section 2 organigramme et activités 11 chapitre ii aperçu theorique sur l’ audit interne 13 section 1 définitions et caractéristiques 14 11 définitions 14 12 caractéristiques de l’audit interne 15 sect... |
Mangoraka i haingo eo anatrehan’izany. Sady ireo ankizy ireo anie, hoy izy, tsy mahita izay harapany akory e! Ambaran’i haingo ao amin’ny daroka ny alahelony azy ireo miondrika ny loha mangotika ny fo mahita ireto zaza efa valalanina sy jihitry ny hatsiakan’ny tsy fihinanan-kanina eny, mampangoraka ! Kanefa raha mba te... |
Andram-pamaritana ny aina. |
Ny fiheverana antrôpôlôjika dia manome lanja ny fiainan’ny fiarahamonina iray hafa noho ny misy ny tena, ary ny antrôpôlôjia dia ny fandinihana ny olona sy ny fiarahamonina, ka ao anatin’izany dia tsy maintsy misy ny firotsahana an-tsehatra na ny observation particapante . |
Veloma azafady indrindra. 3 |
Iii.4. Toko fahefatra ny teny na ny andian-teny, ny fehezanteny, ny fitsipi- pitenenana nandrafetana ny lahabolana voaangona ary ny fifandraisan’ny lohahevitra eo amin’ny sehatry ny fampianarana |
Anjerimanontolon’i toliara |
Inona izany no asa atao amin’izay fotoana izay? Fanontaniana |
Nalahelo ireo mpivavaka dia nivory ny komity komitin’ny giropy eto milamaina dia nanapa-kevitra fa hanorina lapa vao indray ho solon’ny teo aloha |
Marihina fa anisan’ny fomba fiasan’ny fikrifama amin’ny fanadihadiana ny toerana hametrahana ny fotodrafitrasa ny haitsikera fampandraisana anjara. |
Tiako izy na ahoana tsy hamerako fotoana tiako izy ka arovako tsy nindramiko fa lovako. |
Araka izany dia nampitondrainy ny hoe ratsimba , anarana nolovainy avy amin’ny raibeny avy amin’ny lafin-drainy ireo zanany. Mbola maneho ny fironana amin’ny fiarahamonina momba ray hatrany izany. Eo koa ny fanampin’anarana dia amin’ny teny malagasy avokoa ny ankamaroany; manamarina ny fitiavany manabe voho ny tenin-dr... |
Genès e de l’ uvre poétique |
Olona, ka tsy miezaka finiavany izany? Ambonin ny tany izany |
Déjà citée à la page 39 |
Ny mpiara-mianatra, ny namana, ny fianakaviana rehetra izay nanohana sy nanoro hevitra ary nankahery hatramin izay. |
Je déclare sur l’honneur l’exactitude des informations me concernant |
Raivo faly eh! Ka eo indrindra ny resaka ry dadabe, vonona ny hampiakatra ahy i solo ary tsy ho ela izany |
Manara dia manara ny tokantranontsika ny afo teo am-patana laveno-mangatsika sy tapaka forohana no hany mba tavela ny tokantranontsika mbola tsy afa-bela, zoin’ny fahantrana tsaroa-mangirifiry, ka maina sy malazo ny tsimoka sy tsiry. Saingy na izany, isika tsy hilofika tsy hanaiky ho resy tosika! .38 izany fiarahan’ny ... |
Manombana ny olo-marina sy ny fampandrosoana |
Sambatra aho nanimbolo anao ianao ilay rivo-manitra 10 toa voninkazon-danitra eny hoy aho, kanto ianao! |
Mikaro-bahaolana mba hanefan’ny mponina ny andraikiny ka hahavaly ny fepetra naroso. |
Eo an-kihon-dalan’ny fiovana |
Sarin’ ny mpanoratra |
Babonao ny foko manontolo matoa aho nitia, |
Mankasitraka manokana ny andiany tafita, niara-paly, niara-ory, niara-dalana niampita ; mirary antsika ho tafita, hanatsara ny efa vita, ka raha haniry, dia hahazo ; raha hitady koa, hahita. |
Manana olana tokoa ny mpianatra amin’ny fianarana ity zana-taranja tantaran’ny literatiora ity, satria ny mpianatra 65 27 amin’ny mpianatra miisa 239 fotsiny no mba liana amin’izany. Ny olana , dia tsy inona akory, fa ny fahalavan’ny lesona, ho an’ny mpianatra miisa 59 239 51 sy ny fitadidiana ireo daty marobe hita any... |
Mizara roa ny fampianarana any amin’ny sekoly tekinika. Misy ny fotoana anomezana fahalalana ary ny fotoana anaovana fampiharana. |
Mahenjika ny vaninandro ankehitriny izy no tsy afaka manitatra ny seha-pamokarany. Vokatr’izany dia ny hafa no mahazo tombony betsaka kokoa noho ireo mpanamboatra sy mpivarotra kobandravina. Anisan’izany ny codal izay manondrana ny koban’i talata volonondry any ivelany na nisy ihany aza ny fanofanana nataon’ny prospere... |
Marary izany. Tsy misy atsimbadiny ny fitantarana fa milamina tsara, milahatra tsara manaraka ny onjan’ny fisehon’ilay toe-javatra. Vokany, tahaka ny mihaino tantara fa tsy mieritreritra izany ho fifanantsafana eo am-pihainoana. Izay no maha zava-dehibe ny literatiora am-bava, satria, sady mihaino no mifantoka tsara ny... |
Tamin’ny fampivoriana ireo ray aman-drenin’ny mpianatra hanaovana fanatanjahan-tena ny agnakay moa, hoy izy ireo niketoka, hisômasôma avao no alehany aty, fa tsy hianatra manoratra ndraika mamaky taratasy, ndraika hianatra fiteny vazaha? V. A. Tak90 nanontany an-drobena ny fahaizan-janany i dadilahy marosehana mahay ve... |
Falifaly ny alina hitsena ny maraina kanefa ny ao an-tsaina malaina handray ny sangin’ ny masoandro tonga hamangy ! |
Ii.1.2.1 ny fanesoana rehefa manova endri-javatra tenenina |
Fitaomana ny malagasy mba tsy hiray petsapetsa amin’ny mpanjanaka |
Tsara ho fantatra momba ny teny amin’ny ankapobeny singa iray tsy afa-misaraka amin’ny mahaolombelona ny teny. Mirakitra kolontsaina sarobidy izy io ka manan-danja indrindra eo amin’ny fiainan’ny olona. Ny fampiasana ny teny sy ny fahaizana mikirakira na mampiasa azy no miantoka ny fivelaran-tsaina, ary koa mampandroso... |
Ny fitrandrahana ny vokatry ny ala |
Cp1 21 26 20 26 |
Mahatratra 19 207 ny isan’ny mponina manerana ny distrikan’anjozorobe. Araka ny fanisana natao ny 2008 dia miisa 910 ny mponina ao amin’ny fokontany antsahabe. Amin’ny fiarahamonina malagasy dia ny tanora no betsaka indrindra izay |
Pour quelle raison vous avez pratiqué ce sport or que vous êtes déjà des paysans ? Tout d’abord, c’est par son originalité ; c’est une discipline extraordinaire, et qui donne une importance aux occupations des paysans, donc, c’est aussi notre rôle de le disperser aux autres, en plus, c’est aussi un défit pour nous pays... |
Tratrarina, ny hasarobidin’ny asa soratra. Tsy hadinony koa anefa ny nampisongadina ny maha kristianina azy ka nampiasany ireo voambolana nosintonina tao anatin’ny baiboly. Ny tamberin-javatra no tena nisongadina tamin’ny ireo sarin-teny nampiasainy hoenti-manantitrantitra ny fanamafisam-pihavanana izay nimatimatesany ... |
Ny ala sy ny karazam-biby raha eo amin’ny resaka ala indray dia ny kirihitrala no volinanahary hita ao an- toerana toy ny laro, ny famanta, ny pisopiso, ny betondro, kapaipoty, roy, sasavy. Sns. Raha jerena amin’ny ankapobeny anefa dia saika manerana ny faritra atsimo andrefana azy ireo. Raha jerena avy at? Ivelany dia... |
Aleo tsy manao mihitsy toy izay manao ratsy hotananay am-po izany, horaiketinay ho vatsy. |
Durkheim emile, education et sociologie, paris, 1922, 130p |
Araka io fafana io, manavanana ny mpanoratra tokoa ny mampiasa andian- teny sy fehezan-teny, rehefa hametraka lohateny izy. Tanjona kendren’ny mpanoratra tsirairay avy ny hahatonga ny sangan’asany hahafinaritra. Tsy amin’ny alalan’ny fifantenana lohateny mba hahaliana ihany no ahatratrarana izany, fa eo koa ny firafitr... |
Tamin’ny fahazazako roambinifolo taona teo ho eo aho tamin’izay. Nohosihosen’ny fanahy ratsy tsy mbola haiko akory aho. Rehefa misakafo dia tsy mety mahatafiditra sotro am-bava mihitsy aho. Tat aoriana, efa ela be vao nahatsapa ny reniko ary niteny fa ipetrahan’ny tromba ny zanako nivory ny fianakaviana ary nanapa-kevi... |
Loharano fpe 2012 2013 |
Annexe 8 tableau de rapport financier |
No indro f’efa moratra 10 ho vitrana amin-tsoratra. |
Setry t18 43 manko ’lay mafaitra mangeroka avy taminy no tonga tena raitra sy hahazoako maminy. Mafaitra, mangeroka |
Ny malagasy sy ny marina- rariny sarotra ny mamaritra izany, tsy ho vita mihitsy. Noho izany indrindra no nananganan’ny malagasy ny marina, ny rariny ary ny hitsiny ; mba hampitoniany kokoa ny ady hevitra vokarin’io fanontaniana io. Ny marina, ny rariny, ny hitsiny no fetra amaritan’ny malagasy ny fananam- panahy, ka i... |
Wakaondoka wa-ka-ondoka wa mpisolo tena laharana fahatelo amin’ny maro izy ireo ka mariky ny fotoana lasa -ondoka fototeny mitsangana, manainga |
Ny boky no fitaovana fampiasan ny mpampianatra ny taranja teny malagasy. Tsy ny boky amin ny teny malagasy ihany anefa no ampiasainy, fa eo koa ny boky amin ny teny frantsay sy ny amin ny teny anglisy. Ankoatra ny boky dia mampiasa rakibolana ihany koa ny mpampianatra. 2.2.2.2. Ny takelam-panomanan-desona |
Ny toe-tsaina tia mifaninana nisongadina ity toe-tsaina ity tao amin’ny kilasy famaranana sokajy c. Vitsy indrindra izy ireo tao amin’ireo kilasy nanaovana fanadihadiana. Fomba fiasa efa mahazatra ireto mpianatra ireto ny manao asan-tsokajy. Fantatra tamin’ny resaka nifanaovana taminy fa samy te ho afa-panadinana avoko... |
Université d’antananarivo ecole normale supérieure |
Voahitsy eo noho eo 6 6,45 |
Fifaliana amin’ny fandresena ka anesoana ireo fisedrana sy anindrahindrana ilay tian’ny fanahiny. Tsanganana 7 maneho ny toe-javatra mamarana fehiny ilaina tokoa ny fijerena ny hevi-dehibe sy ny hevitra isaky ny zana-pizarana amin’ny maha-tantara ny tdt. Hanampy betsaka amin’ny fanakarana ny angolan-kevitra amam-pihets... |
Id, jaona i-5 ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin’ny maizina ; fa ny maizina tsy nandray azy |
Baiboly masina na soratra masina katôlika , op. Cit, takila 773 ny vadiny no ampitahain’ny mpanoratra amin’ny tanimboaloboka 257 ny foto-pinoana jiosy mihitsy no mifamatotra tanteraka amin’ny divay; jereo ny divay nanoharan’i kristy ny ràny. |
Fizahan-takila |
Annexe 4 suite et fin budget global par rubrique de dépenses |
Sokajy d mpianatra 45 isa ambany 07, 5 20 isa ambony 13 20 nahazo isa 10 no mihoatra 30 66, 67 nahazo isa latsaky ny 10 15 33, 33 ny salanisan’ny kilasy 10, 12 20 |
Olombelona sy ny zo aman-kasiny fanamarihana sy fanazavana ary fitarihana ny sain’ny mpiara-belona, araka ny fampianaran’ny eglizy, hamelona ny fitiavan-tanindrazana, ny risipo hoenti-mampandroso ny soa iombonana. |
Efa hita tany amin’ny famakafakana ny momba an’ireo mpandray anjara fa misy amin’izy ireo no tsy malagasy sady tsy monina eto. Ary na dia ny malagasy mpandray anjara sasany aza, dia mipetraka any ivelany noho ny fianarana na noho ny antony hafa. Koa dia mitatra hatrany ivelan’ny nosy ny fanadihadiana ataon’i andry sy n... |
Iii- ny endrika ivelan’ ny asa soratra novokarin’i tsirinala |
Tanjona ara-pahalalana ny fiasan’ny sain’ny mpianatra amin’ny fandraisam-pahalalana no tena ifotorana. Tokony hahatsiaro ho nandray fahalalana vaovao hatrany izy ireo isaky ny fiafaran’ny seho, ary afaka mamantatra sy mieritreritra ary manana fifanjohian- kevitra momba izany fahalalana izany. Tanjona ara-pahaiza-manao ... |
Benveniste, emile |
Ny mari-piatoana mibango ho tokana ny teny sy fehezanteny ilana azy, mandeha tsiroaroa hatrany izy ireo fa tsy mandeha tokana fonon-teny, farango sosona, farango lava, |
Fety michel nahoana no avondrona ho fokonolona 1975 isika ? Edisiona salohy, t. P. L. 78 p. |
Tanjona ara-toetra amam-pihetsika mitondra tena ho manaja ny soatoavin’ny fiarahamonina amin’ny fanaovana ny rariny vokatr’izany eo amin’ny tena sy ny fiarahamonina mpianatra mahalala ny fivoaran’ny fiheveran’ny fiarahamonina sy afaka mandanjalanja ny fihetsiny eo anivon’ny fiarahamonina |
Fafana 3 ny fizarana ao amin’ny boky miaraka amin’ ireo takila ahitana azy |
Ny mpitaona dia hitaona, ny mpively dia hanao. 55 lava-bary sy ny laona samy miandry vary vao. |
Be rehareha toa an-drainitalata ka hoe trano bongo, hono ka asiam-pandri-baratra, salaka rongony ka atao sisika ila, ondry telo ka atao telo dia, vary telo ka atao telo lavaka |
Fafana3 ny taham-pahafahana fanadinana cepe ny taona 2008 ka hatamin’ny taona 2013 |
Tafahoana isika, fanahy sy fanahy mifampidinika ela tsy misy feo anefa, tsy misy hafanana, na soritra tavela |
Noho izany, dia tsy mahita hambara izy, ka hany heriny dia ny famerenana ny teny voalazany teo aloha ihany, izay tsy misy teny hafa mampifandray izany, satria tohina loatra ny fony. Toy ny olona vonton’alahelo ka mifokofoko mitomany ary tapatapaka ny feony. |
Ny sandrin-tànan’ny omby anjara hena ho an ny mpiantso |
Ny fitaovana tsy mihetsika |
Misy eo amin’ny teny malagasy ihany ny feo w, j , kanefa tsy mitovy ny hevitry ny mpandinika mikasika ny sata tokony homena azy ireo eo amin’ny rafi-teny malagasy. Misy ny mihevitra fa tokony horaisina ho toy ny zanapeo hatrany izy ireo, fanovan’ny i sy u ; misy kosa ireo mihevitra fa azo raisina ho toy ny hasim-peo fe... |
Ireo mandray anjara mivantana amin’ny asa famokarana |
Tsy maintsy tojo tsara an-tanjon’ny seranana! |
Ny toe-karena eran-tany |
Nahatrany amintsika b |
Tsy nampoiziko mihitsy hoe vahoaka toa an’ialahy no hiteny ka hiteny fa mifezaka isan’andro mangovitra isan’ora manantena amin-kanina eny am-panariana fako ny zana-drenireny, ny reny miavo-tena mivarobarotra eny |
Rajemisa, fomba amam-pahendrena malagasy, op cit, tak 31 228 vkp tak 04 229 op tak 28 |
Ny famaritana ny anarana amin’ny teny malagasy sy ny teny swahili, mémoire de maîtrise, oniversiten’ny toliara, 71 t. Rajaobelina, prosper |
Jo andrianasolo |
Tany ambava ady, ka tsy fantany ny hamamin’ny mpiray firenena! 91 tsy tsapan’ireo mpamadika tanindrazana ny lanjan’ny fitiavan-tanindrazana ao amin’ireo mpitolona. Amin’ireo mpitolona ireo mantsy dia tsy faharesena mihitsy ny maty ho an’ny tanindrazana, fa voninahitra sy reharehan’ny firenena izany. |
Ry reny mpitahiry |
Informer et éduquer le public en matière de parenté responsable. |
Mamelona ny fitiavana ao am-po ny fihetsika asehon’ny olona. Ny safosafo hifanaovana, ny oroka, ny hanta sy angoty dia manaitra ilay fitavana ao am-po ka mahatonga ny hafa ho babo. Fihetsika efa maneho miharihary ilay fitiavana misy amin’ny olon-droa mifankatia izany. Mila fandanjalanjana tsara ny fihatrehana ireo mba ... |
Fizarana lehibe fahatelo jery kiana ny boky fary mamy, kilasy famaranana sy tolo- kevitra. Misy toko lehibe telo koa ity fizarana farany ity ao ny lafiny hita fa mety, nefa mbola azo hatsaraina ao amin’ny boky ny lafiny tsy dia tomombana tokony harenina tolo- kevitra mba hananana boky fampianarana tsara tefy, ary tsy m... |
Intitulé de l’unité nature de l’activité cotona sacimem star semina socolait paraky vaovao paraky mahazoarivo tiko |
Tokony hanao ezaka ny mpampianatra amin’ny fanatanterahana ny fanaovana fampiharana, satria manana anjara asa lehibe ao anatin’ny fizotran’ny lesona izy io, toy ny fandentehana, ny fanitarana, ary ny fampieritreretana. |
Ny tantaram- piainany ampifandraisina amin’ny rafitry ny lahatsoratra sy na ny tantaram-piainan’ny mpanoratra sy na tantaram-pirenena zava- misy sns. Fitrandrahana ny fironana na ny hevitra mitondra. Fitsikerana ny fanehoana izany ao amin’ny sangan’asany filazan-javatra sy rafitra, ny rima, ny ngadona, ny feo, ny refy,... |
Fehiny, saika nifantoka tamin’ny fiahiana ny madinika sy ny andavanandron’ny mponina ny asa nataon’i niry-solosoa na ny teo amin’ny lafiny fampianarana, indrindra ny teo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety. Toy izay ny fianarana norantovin’i niry-solosoa sy ny asa nataony. Eto indray dia hifantoka amin’ny fandinihana ny... |
Fitarihana fitaovana ampiasan’ny mpampianatra piesy teatraly na hain-teny ohatra zéphine sy armand , rajaonah tselatra zavatra jerena iza no mpiteny? Iza no itenenana? Inona ny zava-kendrena? Inona ny sary tian’ny mpiteny anehoana ny tenany? Inona no anjara asan’ny teny hita ao? Fampiaharana maka piesy teatraly iray di... |
Mamokatra lalana maro mba ho fantatry ny mpiteny; mila homena hasina ny teny malagasy mba ho hajain ny mpiteny |
Chapitre iii solutions aux problemes specifiques au niveau des centres de sante |
Fahavaloko ny tiako 2 na dia misy aza ny sento sy alahelo azy, 3 misedra ny finoaka. 4 raha mbola misy koa hery manantena, 5 ny sitrakao no sitrako 6 mandra-pahatongako any ankoatra any 7 fahavaloko ny tiako. Va lah 80 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.