text
stringlengths
10
11k
Le noyau de la communication montre que les fidèles aux coutumes malgaches ont leur histoire et leur mode de vie qui les distinguent des autres. Toutefois, ils ont intégré les religieux et les étrangers dans leur milieu malgré leur différence de mode de vie et de valeurs culturelles.
An-dalam-be fiara maro tsy voaisa ao ny vao, ao ny tonta mahatanty lazon’ady mameno ity tanàna toa manana, toa ory 20 tanàna hafahafa itobian’ny hendry sy adala tanàna toa madio, toa maloto ihany koa ivangongoan’ny fahoriana sy ny renty be arivo iarivo mahafanina! ! Solofo josé
Sekoly baiboly marolambo
Ny tsy fahatomombanan’ny serasera ao amin’ny asa fampiofanana
Miferin’aina mafy ery. Ny eja 2000
Ny fomba iainan’ny olona ny marina
Fauroux e , aombe 2, les boeufs et le riz dans la vie économique et sociale sakalava de la valée de la maharivo, antananarivo mrstd ; orstom, 1991, tak 71 les b ufs demeurent l’élément essentielle de toutes les cérémonies importantes
Ny adidy aman’andraikitry ny ray
Ny rima famerenana ny faranteny isaky ny faran’andalana ny rima, izay miteraka rindram-peo rehefa mamaky pôezia. Zava-dehibe tokoa, maha pôezia ny pôezia ny rima, satria anisan’ ny mampiavaka azy amin’ireo karazana literatiora hafa sombin-tantara, tantara foronina, angano, sns hoy rainizanabololona raha milaza izany la...
Tangy tangitangy manangitangy
Ran e 1985 loka faha-2 faha-25 taonan’ny lettre université tondro zotra malagasy tak 92
Ny haitsikera faharoa moa, dia ny an’i jacques tardif, mahakasika ny fomba fampianarana mahomby. Izany haitsikera izany, dia maneho fa ny fanatsarana ny fifandraisana sy ny serasera mandritra ny fampianarana no ivon’ny fahombiazana amin’ny fampitam-pahalalana. Izany haitsikera izany, no niaingana tamin’ny fanolorana to...
Feon-kira.
Sary 11 sy 12 gerbert d’aurillac
Resadresaka nifanaovana tamin’ny mpanoratra tao amin ’ny biraon’ny havatsa tamin’ny 27. 02. 13 22 dinidinika nifanaovana tamin’ny mpanoratra tany an-tranony. 23 guiraud p , kuentz p , la stylistique lecture, edition klincksieck, paris 1970, p. 8 la forma dr l’ uvre exprime la nature profonde de l’auteur
Rehefa fantatra ny zavatra ho tantaraina dia toy ny asa atao rehetra ilaina ny fametrahana ireto zavatra roa ireto mba ho aro fanina sy hahatafita ny hafatrasy ny anatra omen any mpihaino; ny fametrahana ny tanjona tokony ho fantatry ny mpanoratra ny hanoratany ny tantara mba hahafahany mametraka ny tanjona, dia ny and...
Eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny 2 g h- gigih hihy, jaga zaha
Fifaliana lehibe ho anay ny misaotra an’izay rehetra nanampy anay na mivantana izany na ankolaka tamin’ny fanatontosana izao asa fikarohana izao.
Legall andré les insuccès scolaires, éd que sais-je ? Puf, p 104
Kluchon cly de
Mpianatra miara-miasa amin’ny mpiasan’ny fahasalamana
Nanontany lesona vita farany dia ny fahafahana jereo fanontaniana tovana 2
Dans cette logique, la commission européenne ajoute d’autres critères qui peuvent être énumérées comme suit elles sont indépendantes, en particulier des pouvoirs publics
Fampianarana fianarana ny teny malagasy
Mpamaky any109. Ny fomba aman-toetran’ny olona mantsy dia tsy hahitany famonjena raha tsy manao ny asa rehetra ho an’ny rehetra. Ary izay miasa kely aza no hahita valiny lehibe110. Ny lanjan’izany fandeferana izany dia lokoin’ny épanorthose na fanitsian- kevitra hita amin’ny hoe tsy variana akory fa mieritreritra ny va...
Ny toe-tenan’ny vehivavy mitondra vohoka mora andairan’ny aretina kokoa ny vehivavy mitondra vohoka fa tsy mitovy amin’ny andavanandro intsony izy. Ankoatra izay, olona roa no miara-miaina sy manary maloto ao anatiny ka ilaina ny mampihena araka izay azo atao ny faika tsy ilaina avoakany. Noho ireo antony ireo dia zava...
Par contre, dans l’epp anosy avaratra, l’augmentation du temps d’apprentissage l’après-midi dans ces matières suscitées avec la participation de la communauté a été déjà effectuée. Bref, dans le domaine de la performance scolaire, nous concluons que la feffi n’a pas encore d’impacts considérables pour le moment. Néanmo...
Maro ny vohitra manan-tantara amin’ity faritra ity saingy ny mahakasika an’ikongo manokana sy ny vohitrandriambavy no asiam-panazavana. Tsiandraofa9 no namorona ny anarana hoe ikongo fa vohitraivo no anarany taloha. Rehefa tafakatra teo amin’ny fitondrany izy dia niteny hoe manomboka izao ikongo no anaran’ity vohitra i...
Rotsirotsy mandrotsirotsy
Rehefa taterina mivantana ny 76 sy 77 dia tsy misy miova ny singa tsirairay. Azo taterina ho tsy mivantana ihany koa ny 76 sy 77 ka izao no azo 76b manao fihetsika mandaka ny baolina i koto. 77b manao fihetsika mivimbina tanty i vao.
Ny finoana
Ny tononkalo sy ny tarakevitra
Ny resaka fitiavana no tena ampiasain’ny mpanoratra azy. Ny enina dia mitaky asa mendrika, tomombana sy lavorary 141 teo amin’ny ntaolo. Tiany ho fantatry ny mpamaky, fa ny fitiavana tsy asiana olana, dia azahoam- pahasambarana tia ianao ampy izay aza ampiana teny hafa io aza izao efa tsy hay na mbola mety ho voafafa
Ampiasain’i ran e ny tononkalo manara-drafitra ho fiombonany amin’ireo poeta eran- tany, anaporofana amin’ny mpankafy sy ny mpandinika tononkalo fa tsy mitoka-miavaka akory ny tontolo iainan’ny poeta malagasy, fa manaraka ny fitsipika mifehy ny tononkalo misy any amin’ny tandrefana, fanehoan-kevitra mifintina toy ny hi...
Varim-bazaha 1 010 2.1 2 121 orja 740 2.5 1 850 nalaina tao amin’ny monographie du region vakinankaratra. Taona 2001.
Matetika no misy ’reo rivo-doza sompatra mahery vaika loatra. Mitetika handrompatra fa hazo avo hianao. Misodika eny an-tendro ka halan’ny tafiotra. Sy ireo mpamendrofendro .
Kilasy karazan- dahatsoratra mpanoratra sokajin- dahatsoratra t6 tononkalo jean narivony manoritsoritra t7 sombin-tantara ramangamalefaka haeckel andrianjatovo mitantara t8 tononkalo tantara foronina jean joseph rabearivelo auguste rajon manazava t9 tantara foronina sombin- dahatsoratra esther randriamamonjy clarisse r...
Ny kapo-tandroka 62-65 lah.12 nalaina ara-bakiteny avy amin’ny adin’ombalahy mifampikapoka na mampiady tandroka mba hahafahana manindrona ny mpifanandrina, raha tsy hainy ny miala ny kapo-tandroka.
Maraina vaovao
Ahitana ny boky , ny fandaminana ny lahatsoratra , ary ny sary nandravahana azy. 3.3.1.1. Ny endrika ivelany ahitana ny boky
Manampy ilakaka 22 mey 1999
Hoy ny fijeriny ahy hianao mamono ahy ny heloko mamono azy.
Le détachement du sens , in les actes de discours, communication, 32, seuil, paris, pp.125-182
Iv- ain’ny olona sy fiarahamonina ny vary raha ambara amin’ny teny tokana àry izay voalaza rehetra teo dia mazava fa aina mamelona ny malagasy sy ny fiarahamoniny ny vary. Any amin’ny betsileo, ny voka- bary no fototry ny ho haniny any amin’ny sakalava avaratra, ny vary ihany koa no ivon-kaniny ary any amin’ny bezanoza...
Fehin’ny fizarana faharoa
Ampianaro mba ho tsara re sy saina tsy hitsara ’zay hametraka ny hevitra mialoha fa mahalala koa mba satriko sy tiako raha ny toetranao iriko. Ny mamatonalina. Febroary 1997. Amparibe mahamasina
Ny endrika ivelan’ny tononkalo
Fa inona moa no idiran’ny sarim-biriky mirafitra amin’ny lafika tokana olombelona ao amin’ny tononkalon’ny mpanoratra? Ny biriky dia fitaovana entina manangana trano; koa raha tsara rafitra ny biriky dia ho mafy orina ny trano, ary azo antoka ny fahatezany. Toy izany koa ny olombelona raha tsara sy mafy orina ny fanabe...
Claude. Ianareo no nitoto nahafotsy sy na nahamasaka tamin’ny fikolokoloana sy fanabeazana anay ka nahatongavanay amin’izao dingana izao. Sitraka sy telina tompokolahy sy tompokovavy, ka tsy misy azonay atao afa-tsy ny fisaorana eram-po, eran-tsaina. Isaorana toy izany koa ny mpiara-mianatra rehetra, ny andiany kiady ,...
Ilay mandresy lahatra ny mpamaky manony ny hetehetany, ilay mpamalifaly manohina anao hangoraka ilay misarika anao ho tia, mety hanesika anao hankahala .48 mpamorona ihany koa no ilazan’i jean nalisoa ravalitera ny pôeta. Ambarany fa zanahary tapany ny mpanoratra satria hainy ny mamorona ny zavatra tsy misy mba hisy. 4...
Mifanjohy amin’ny fihetsika ety ivelany ny fihetseham-po. Mila taizaina ny fihetseham-po mba hifanaraka amin’ny zava-misy iainana. Eto , hafaliana no entin’ny andro noely, tokony ho faly ny fo. Manantitra izany hatrany ity tononkalo iray mitondra ny lohateny hoe arahaba 225 ity 224 boky i tak 33 225 boky i tak 30
Définition de la planification
Rabemanantsoa, in tanamasoandro, lah. 54, 02 martsa 1923. 121 ravelojaona, op. Cit, litera h. Tak. 222
Langue et lettres malgaches
Ny tompo tsitoha hitantana anao, ny lalana manko dia tery dia tery isikino finoana manomboka izao! Niry-solosoa
Rivo josiane rasolomanana , barthélémy rajohns ny mpanoratra sy ny asa sorany, mémoire de capen, 2001. 6 bd solohery ranarison, aingam-pivoarana, ny haitsikera fampiasa amin’ny fandinihana , laharana manokana, fimpatema, antanananarivo, 1979, tak 71. 7 sainte beuve, portrait littéraire, edmée de la rochefoucauld , edit...
Karemy valo andro?
Tovana 1 fitsinjarana asa taona voalohany
Tsy hamoha na hanaitra ireo alahelo, no hanoratako ity, fa hitahiry ny lasa rehetra. Hanitsiana ny dia.
Mihodinkodina eo isika tsy mahita vaha olana, fa ny maro dia variana firaka mitonantonana.
Tahaka izao ny hanazavana amin’ny beazina ny famaritana mazava ny amin’ny atao hoe pôlitika ; mameno ny lesona efa nomena azy ihany izany, na any amin’ny taranja filôzofia, na any amin’ny taranja tantara sy jeografia. Tokony hitarina amin’ny fampitahana izany avy eo, ka ny zava-misy mikasika io pôlitika io, araka ny ia...
Famaritana ara-piforonan-teny
Antony noho ny endrik’ilay asa fikarohana mifototra amin’ny
Hita ao amin’ny asa soratry ny mpanoratra ny fatotra izay tsy mamela ho afaka ny vahoaka. Nisongadina tamin’izany ny lafin-javatra nataon’ny mpitondra. Niseho izany nandritra ny vanim-potoanan’ny repoblika telo nifandimby teto madagasikara. 1.3.2.1. Ny repoblika voalohany
Raleva inona no noresahin’ikotolita manokana taminao teo? Rahanitra fa angaha tsy mahazo miresaka manokana moa izahay? Raleva tsy mahazo. Fadin-dambo amin’amboha mihitsy. Efa nandrara anao anie izaho eh! Rahanitra fa inona no antony eh? Raleva ikotolita ve no mba hiresahanao? Rahanitra fa maninona moa izy iny? Raleva t...
Ny fisian’ny firaisana iv eo andrefan’ambohijanahary,114
Ny fiheveran’ny mponina ny zazalahy sy ny zazavavy
Andriamitantsoa andoniaina jo lle andrianirinasoa zaka ga lle andrianjatovo miharitiana maeva anddriantiana henintsoa santatra andriantsoa ramarolahy jean aimé
Ny fomba nampitana ny lesona
Mino ve ianao ry olona notiaviko, fa ny hamamiana tsiron mino ve ianao ny zava-notadiaviko fa hisy fanafody 5 niriko taminao hanaiky hoforoniko, dia mety tsy ho tsaroako, 25 hanova ho fofo-maimbo rehefa mihamatsora ’lay hanitra nangoniko ny tsatsotsatson-dokon tanaty toho-mamin’ ny rakitry ny omaly ny molotrao sy ny ah...
Ny bàn’ny tononkalo
Ny fifehezana ny fampianarana manoloana mpianatra tsy mitovy fomba fisainana. Tranga hita tao amin’ny lisea teknika sy fanofanana arakasa ampefiloha, taona voalohany.
Ny isan’ny mpandraharaha47
Voasokajy ho ao anatin’ny fokontany 67ha afovoany ny toerana misy ny sekoly akanin’ny marenina ao 67ha atsimo. Ireto fokontany ireto no mamaritra azy ao andrefana ny fokontanin’andohatapenaka ao avaratra ny fokontanin’ankasina ao atsinanana ny fokontanin’i 67ha avaratra-andrefana ampita atsinanana ny fokontanin’ambodin...
Ny loharano nipoirany
Kolontsaina mihodidina amin’ny zavaboary sy ny fandinihana azy avokoa izany, natao hanasoavana ny fiainan-janak’olombelona. Ny kolontsaina malagasy dia miafitra any anatin’ireny sakafo haniny na fanafody ampiasainy ireny, indrindra ny raokandro ny vary izao no foto-tsakafon’ny malagasy ka mahatsiaro tena ho faraidiny t...
Ny tsy fahampian’ny fahalalan’ny mpampianatra amin’ny ankapobeny, ny mpampianatra dia efa mba nanaraka fiofanana, momba ny taranja ampianariny fony izy tany amin’ny sekoly fanofanana ho mpampianatra. Efa mba taona maro no nanatanterahany izany. Ankoatra izay, teo ihany koa ny vaky boky sy ny traikefa, mba efa ananany. ...
Ato indray no ndeha hijerena ny fahasamihafana misy eo amin ny fiangonana katôlika rômana sy ny fiangonana katôlika ôrtôdôksa, ho hitantsika ato ihany koa ny fahasamihafana misy eo amin ity farany sy ny fiangonana prôtestanta, nalaina manokana ny flm noho izy finoana efa nahazatra ny tenanay. Hamaranana azy kosa avy eo...
Mémoire de fin d’études pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale présenté par randriamanantsoa solonirina hantalifà
Inona izany no atao hoe mivaofy?
Anisan ny mahasarika ny mpamaky amin ny asa soratra iray ny endrika ivelan ny boky, ary ny fahafantarana ny vanim-potoana nanoratana sy ny namoahana azy. Ireo alohano hojerena mifanesy. Harahina ny famintinana ny boky izany.
Mpikomy mihisatra; ralaimongo anjomà fanjakana, le 20 février 1938 , tak 140-142
Lahateny 1 ny fototra iorenan’ny firenena andian-javatra roa lehibe no maha firenena ny firenena. Ny voalohany dia zavatra mora miova na mety hiova, ary indraindray dia natao hiova. Tsy inona ireo fa ny satam-panjakana sy ny olona eo amin’ny fahefana. Mora miova sady natao hiova ny satam-panjakana, satria raha mifanara...
Aorian’izay, tokony ho adiny iray na adiny iray sy sasany dia antsoina ao an- dapa indray ny olona hisotro ny antsoina hoe velatra tsihy lava , izany hoe, fisotroana toaka enina litatra atolotry ny tanàna ho fampiravana an’i matata a na famaran-danonana. Toaka sotroina eo ambony tsihy velarina lavalava ao an-dapa no ia...
Tamin’ny mino anefa izy nony eto an-tany tak 45
Fiarovana ny harem-pirenena 147 famintinana ny fizarana fahatelo 151 teny famaranana 153 tovana ireo boky aman-gazety nanovozan-kevitra
Fahaterahan’ny zanany voalohany
Fomban-tany ny mitraka eny hiatrika ny fiainana indrindra moa raha singan-drery tsy mba manan-kitarainana fitiavana no mba fanilo manazava izany dia ka koloiny tsy hariry hiorim-paka ho doria
Eo amin ny voambolana
Ambara ao amin’ny as fa tany amin’ny faritra avaratr’i erôpa no toerana nifankahitan’i landy sy i hedrick gunther, ary nanombohan’ny fifankatiavan’izy ireo.
46 52 72 24 34 0 07 loharano service statistique cisco vohipeno, 2014 fanamarihana araka ny hita amin’ny fampitahana io tsanganana roa tamin’ny taom-pianarana 2005 2006 sy ny taom-pianarana 2013 2014 io dia tsy mitsaha-mitombo tokoa na ny isan’ny sekoly any amin’ny ambaratonga fototra, ambaratonga faharoa fototra, amba...
Anisan’ny tolona tokony hatao, ohatra, ny fampiraisam-pirenena izay afaka hanafoana ny fitsitokotokoana tao ra-fitiavan-tena izay nampigoragora koa ny fampiraisam-pirenena!
Un raisonnement inductif consiste à considérer plusieurs expériences individuelles afin d’en extraire un principe plus large et plus général.
Rehefa ny vola kosa no lasa laharam-pahamehana ka misongona ny toeran’ny soatoavina rehetra, dia tsy mahagaga raha ny didin’ny be sandry sy ny mpanam-bola no manjaka sy mandidy ary manapaka eo amin’ny fiainana. Izany tarehin-javatra izany no hita ao amin’ny nofy lalina manao tsinontsinona ny olona eo ambany fifehezany ...
Les 95 theses de martin luther contre les indulgences
R; ; v ? -1
Ny asa soratra rehetra mandrafitra ny boky , dia voatolotra eo am- piandohan’ny fizarana misy azy avokoa , miaraka amin’ny mpanoratra azy. Asehon’ny mpanoratra eo koa ny fitohizan’ny fizarana amin’ny teo aloha miezaka manome ny ampahany tamin’ny zava-nisy tamin’ny vanim-potoana sasantsasany sy manazava fohy ny anton’ny...
Ireo boky aman-gazety nanovozan-kevitra boky amin’ny teny malagasy andriamalala e. D.
Organisation non gouvernementale, dernière modification 07 01 2015, 03 02 2015
Ohatra, ny sarin’ny mpanoratra rasamuel maurice, ao amin’ny takila faha-48 sary faha-02 , sy ny sarin’ny mpanoratra r. P. Antoine rahajarizafy, ao amin’ny takila faha-73 sary faha-03 .