text stringlengths 10 11k |
|---|
Amélioration de la trésorerie en 2007 et en 2008, la trésorerie a été négative. Mais, elle s’est améliorée en 2009. Pourtant, nous avons connu que le fonds de roulement est négatif. Alors, les ressources à long terme ne peuvent pas financer les emplois à long terme. Cette situation est dangereuse car la trésorerie doit... |
Somambisamby izao ny loko taza-maso somambisamby ho’aho, somambisamby lalina ny kintana oriory nahita ilay ankaso lasana nilanja ny nofon’ilay alina. |
Fa ady ny fiainana hoy ny fiteny reko miverina ombieny ombieny ny vonon-kiady no tompon’ny farany ny resy tsy miady mamoana ny anjarany |
Pk 30 dia mivily |
Ralaimongo lehity nanohitra ny fampahoriana ataon’ny vazaha ny malagasy ary niady tamin’ny voanjo sy lehiben’ny distrika maro , nitolona hoan’ny fahafahana an’i madagasikara ! Impiry nogadrana izy nefa isaky ny nivoaka dia nanao ihany indray raha tsy maty izy , tsy hijanonana izany mitaraina ny tany 166 |
Toa ady tena izy, izay no amehezana ny fomba filalaovana an-tsehatr’ireo mpifanandrina. Ireo mpifanandrina dia tena vonon-kiady tokoa ka tsy mipirimpirina manoloana ny andaniny. Izy ireo dia manaraka tanteraka ny onjan’ny fifanandrinana. Mihomehy maneso raha ilaina izany ary hehy tsy foronina. Tena tezitra sy misendaot... |
Abstract the present research aims to improve the concentration of pupils in terminale class, d series of andohalo high schol, during the teaching learning of malagasy discipline. The work was based on jean houssaye’s theoritical model relating to the educational triangle and applied the critcism functionalism and the ... |
Vondrona fampandrosoana latsaky ny 20 isa na mitovy ny olona mpikambana saram-pirotsahana izay ferana ho roa arivo ariary na 10.000 fmg latsakemboka isan-taona izay ferana ho telo arivo ariary 15.000 fmg raha mihoatra ny roapolo 20 ny isa ka latsaky ny 50 ny isa dia manampy roanjato 1000fmg isan’olona. Vondrona fampand... |
Hevingevina mangevingevina |
Ny fanovana ny toe-tsaina fanovana toe-tsaina no tiana ho resahina eto, ilana fotoana maharitra izany, ary ny fampianarana no isan’ny sehatra iray mahomby ambolena ny toe-tsaina ao amin’olona iray. Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza , hoy ny soratra masina, ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’iz... |
Antrôpôlôjia baikoin ny hetsika 22 1.2.2.1 ireo mpialoha lalana ny haitsikera baikoin’ny hetsika 23 1.2.2.2 ny hevitra voiziny 23 fehin ny fizarana voalohany 26 fizarana faharoa 2 ny tantaran ny fiangonana ôrtôdôksa sy ny fivoarany 27 2.1 ny fiangonana nipoiran ny ôrtôdôksa maneran-tany 27 2.1.1 fanazavana fohy ny maha... |
Taratasy avy amin’ny mpianatr’i nasolo tao mangamila anjozorobe |
Izay no nahatonga an’ ny eja hikalo manao hoe ka italahoana fivavahana fa mila ho simba sady may ilay fihavana-maminay fa efa vonona hifandray ny aty fo sy tananay. |
Vao misondrotra efa mamerin-taona salan’isa lahy 34 64,15 vavy 19 35,85 fitambarany 53 100 |
Kenakena manenakena |
Heverinay àry fa azo arindra amin’ny fandaharam-pianarana ny famohazana ny talentan’ny mpianatra, amin’ny alalan’ny kabary am-pianakaviana. Afaka hiaro ny fiainany tsy ho simba izany, ka hahay hifototra amin’ny maha-malagasy noho ny fanentanana sy fampirisihana azony. Ho kinga ihany koa ny saina fa tsy ho zatra toloram... |
Izay mamafy rivotra mijinja tadio celui qui sème le vent, récolte la tempête |
Aia, ô, ô, ô! |
Ambohitantely |
Ny firindran’ny fitiavana |
Famintinana ny fizarana fahatelo |
Fafana5 ny vokatry ny fanadihadiana natao tamin’ny sekoly vitsivitsy tany ikongo tamin’ny 2013 sekoly notsidihana kilasy sokajin- taona isan’ny mpianatra ny nahavaly fanontaniana isan-jatony epp ampiringalava ce-cm2 10-15 32 4 12,5 epp maromiandra ce-cm2 11-16 85 7 8,23 ceg maromiandra 6ème -3ème 10-22 128 22 17,18 lyç... |
Tambatra 286622 loharano ny délégué ao amin’ny boriborintany voalohany, kaominina antananarivo renivohitra, 2012, nangonina tamin’ny taona 2013. |
Andian-teny milaza fananana ireo ohatra dimy voalaza etsy ambony ireo, fa tsy fehezanteny feno. Azo hazavaina toy izao ireo fehezanteny idiran’izy ireo naresaka hatrany ny fivorian-drakoto, naresaka hatrany ny fivoriana nomanin- drakoto ; naresaka hatrany ny fivorian’ilay tanàna, naresaka hatrany ny fivoriana nomanin’i... |
Tsy mitovy ny fampianarana eny amin’ny anjerimanontolo sy ao befelatanana niorina tamin’ny taona 1896 io sekoly ambony manofana dokotera io. Manofana mpianatra malagasy hanampy ny dokotera frantsay no antony nanorenana azy. Tsy mitovy anefa ny fampianarana nomena ny zaza malagasy sy ny zaza frantsay tamin’izany. Mbola ... |
Raha teny savily maneho fifanoheran-kevitra indray, dia fampiharihariana ny fifanoherana no avoitra. Noho izany, mitovy amin’ny teo ambony ny fomba fiasa. Ohatra hoy ity mpandinika iray mety hanosika ny olona hikatsaka ny tonga lafatra ny tahotra ny tsiny sy ny tody, nefa mety hisakana azy tsy hahavita na inona na inon... |
Tsy mamaky kahie mihitsy |
Ny akon’ny ’’hasotry’’ sy ny ’’havaratana’’ eo amin’ny mpianatra |
Tsy ny lafiny haiteny no ifotoranay fa ny lafiny fampiasana ny teny, izany hoe mandinika ny famokaran’ny olona ny teny ary ny hevitra terak’ireny teny ampiasaina ireny. |
Ray aman-dreny. |
Entin ny ireo voankazo mitondra ny vitamine a voankazo na ny |
Ny fonony kendrena mba hanintona, hifanaraka tsara amin’ny vontoatin’ny boky sy ny toe- tsain’ny mpampiasa ny boky, izany hoe ny toe- tsain’ireo mpianatra hampiasa azy kilasy misy azy, taonany tandremana amin’izany ny loko sy ny haben’ny soratra, ny sary apetraka eo. Mba ho boky manara- penitra tsara, dia tokony ho hit... |
Vi.2. I la durée des réunions d’éducation chaque réunion a duré 45 minutes. La capacité des familles de rester dans la salle de réunion a été de 30 minutes. Leur concentration a été de 20 minutes. Une faiblesse a été constatée au niveau de l’assimilation, il a fallu faire de la répétition pour que les familles captent ... |
Tarabinaly fitsarana tribunal 2 firavava fanozonana 3 alimboka manao bodongero 4 ladoany doany, douane fitodian-tsambo 5 teko- katoke mifori- tratoka 6 am-boro- tsatroke satroka efa tonta 7 homa minatonatoke be resaka eny ambony sakafo 8 mikiloty pantalon no tiana hotenenina eto 9 ampingaratse sabatra lava lela 10 tear... |
Haimah eny tompoko, ny marina ihany no ho lazaiko. |
Fandravonana mikasika ny fiaraha-miombona antoka |
Zava-nisy ara-politika tsy mifandanja aminrizay heloka noheverina fa nataonrny mpikambana tao aminrny vvs ny sazy nomena azy ireo. Ohatra ny avana ramanantoanina tsy tomponrandraikitra ambony tao aminrny vvs nefa voasazy hiasa an-terivozona noho ny valinteny nataony teo anoloanrny fitsarana137. B zava-nisy ara toe-kare... |
Omaly, tamin’ny 8 ora sy sasany maraina teo ho eo, dia efa tazana teny amin’ny kaominina ankarao- bato, ny vadintany sy ny zandary, izay nivonona ny hanome baiko sy hanatrika ny fanohizana ny fandravana trano, tao amin’ny fokontany ankadi- lahatsoratra 2 sombin-dahatsoratra ao amin’ny |
Hodinihina eto ilay hira maintimolaly mitondra ny lohateny hoe ny ratsy efa tiako v. A. Tak. 5 |
Daty alatsinainy 07 marsa 2011 kilasy faharoa seho iray faharetany ora 2 taranja malagasy lohateny ny fomba famoaboasan-kevitra fitaovana tenina mpandinika sy ohabolana malagasy ary fomba fiteny tahirin-kevitra lovako t 10, ny boky mitaraina ny tany tanjona tanjona ankapobeny mpianatra mahay mandalina hevitra ary mandr... |
Mbola misongadina ao amin’io piesy teatraly io ihany koa ny anjara toeran’ny fitiavana eo amin’ny olon-droa. Lasa miteraka toetra miavaka eo amin’ny andaniny na ny ankilany izany, ary mety hisy mihitsy aza ny fandeferana eo anatrehana toe-javatra izay fantatra fa tsy mety sy tsy rariny. Toy izany ny nahazo ity vehivavy... |
Ts imanato aza mivazivazy ratsy eo lesy a! Mangala aloha aina eto amin’ny sisiny eto rainibozaka a! |
Ireo rehetra ireo ilay nolazain’i eliza freda hoe edena soa fahiny sy ny hoe edena masina iny , izay tsapany fa tanàna feno fahasambarana. Kanefa noho ny fahotan’ny olombelona dia nafoy ankehitriny ary nanjary feno tsiny ny fahotana vitan’i adama sy i eva no fototra iray lehibe nahatonga ny fahorian’ny olombelona. Rava... |
Ankoatra izay, dia nanana fotoana hamakiana boky koa izy rehefa mipetrapetraka irery ao an-trano iny. Mampalahelo anefa , araka ny efa voalaza , fa nindaosin’ny fahafatesana ny rainy raha vao roa ambin’ny folo taona lonja izy nanao ahoana kosa ary ny endriky ny fahatanorana sy nny fahalehibeazany. |
Fomba fianatra ny taranja malagasy fomba fianatra isan’ny mpianatra isan-jato mihaino ao an-dakilasy ka tsy mianatra intsony any an-trano 20 50 mamaky matetika 8 20 mamaky tsindraindray 8 20 atao tsianjery 1 2,5 |
Inona no ilanao ahy ? Moa tsy efa ara-dalàna hatrany izao ny fidirako? Sa taman- dratsy kosa izato ianao? Diso ny eritreritrao, ry bako. Tsy izany no niantsoako anao, fa te hiala tsiny aminao aho. Fahotana izay nataoko tamin’ny alatsinainy iny mifona aminao aho, ry bako. Mamèla ahy fa tsy nety tokoa iny nataoko iny. Ne... |
Saika ny fomba amam-pisainan ny mponina manerana ny nosy no voarakitry ny mpanoratra an-tsoratra. Taratra avy amin izany fa tsy manavakavaka i clarisse ratsifandrihamanana, mampiray ny vahoaka malagasy tsivakivolo izy. Manome tombony manokana ho an ny sehatry fanabeaza izy, satria tsy vitsy amin ireo tantara foronina n... |
Mpitantara toko takila porofo ao anatin’ny v. A. Mpanoratra i 7-14 izy, ny, hoy, azy |
Ny azo asiana teny momba an’izy ireny, dia ny fahamarinany sy ny fanambinany |
Noho ny fanononana, dia mifanova amin’ny endrika ki- ny endrika tsi- ka nahazahoana ny voanteny tsitelotelo, tsidimidimy, tsifitofito, tsivalovalo, ohatra. |
Tolo-kevitra ho an’ny mpianatra |
Il faut enseigner aux chrétiens que dans l’intention du pape, l’achat des indulgences ne saurait être comparé en aucune manière aux uvres de miséricorde. |
Rhrt1-? Itdtvdrfrlma ! |
Ny mampiavaka ity asa ity kosa dia izy sady mifantoka manokana amin’ny tena maha fiharian-karena ny sehatry ny jono an-dranomasina no mijery ihany koa ny fomba amam- panaon’ny mponina ao anatin’izay fihariana izay araka ny fomba fandinika sy fiasan’ny antrôpôlôgy izay toa hadino na tsy fantatry ny mpahay toekarena ny f... |
Izato molotrao dia manitra misy fofom-boninkazo 15- mankahery sy mandranitra ny herim-po malazolazo . |
Tontolon’ireo fanahy tontolo tsy hita maso olona tondroina ho andriamanitra razana, vazimba, kalanoro. Zavatra tondroina ho andriamanitra an’andriamanitra sy ny olombelona , tompo sy mponin’ny tany taloha, mpamoaka ny fitahian’andriamanitra amin’ny fanasoavana ny mponina mipetraka amin’ny |
Hofintinina amin ny antsipiriany ireo hevi-dehibe tian ny mpanoratra hasongadina isaky ny fizarana sy ny toko. Fizarana i santatra adidy |
Amin’i niry-solosoa, antsoina hoe tanindrazana, ny tany niavian’ny olona iray, izay misy ireo fananana navelan’ny razany. Ambara fa tanindrazana ihany koa anefa ny tany maha olom-pirenena ny tena. Manana ny hasiny ny tanindrazana, noho ny fananany ny tenim-pirenana, sy ny tantaran’ireo mahery fo nitolona ho azy. Mampan... |
Tsipalotry ny maso |
Ohatra ny teny nomena ka mahasolanga fa raha tsy nomena mahajoko |
Fitaovam mpamboly sy mpiompy avokoa ny mponina ao ampahimanga. Betsaka ny vokatra miakatra avy ao olana ny fomba fitaterana izany. Voatery noho izany ireo sarety manao io asa io. Tsy dia ahitana ireny mpamongady tahaka an-toerana ka voatery ireo tantsaha mikaro mahomby ho amin izany fitaterana izany noho izy mahazaka e... |
Ny anjaratoerany hafa koa manana anjaratoerana hafa kely eo amin’ny fiainan’olombelona ihany koa ny do. Koa hohitantsika etsy ambany ary fa mpiambina harena an-kibon’ny tany ny do ary manana ny zavatra mandray azy ho sary manambara an’ilay zavatra. |
Izay no fahitan’ireo mpampianatra ny vokatry ny fampiasana lahatsoratra, fa ny zava-nisy hita kosa no aroso manaraka eto, ka ny fomba nampiasain’ireo mpampianatra nanomezana ny lahatsoratra no iaingana amin’izany. |
Ny parallélisme maneho fa eo am-pelan-tanan’andriamanitra ny ain’olombelona. |
Nahazo ny maripahaizana bacc i monique ny taona 1989. Nandalina momba ny fizahantany tao amin’ny ambaratonga ambony manokana tao ampefiloha i. N. T. H 5 izy. Nandalina momba ny sampana lalàna teny amin’ ny anjerimanontolo , nandritra ny roa taona izy. Taorian’ ireo dia mbola nianatra momba ny serasera sy fizahantany ta... |
Eo amin’ny ny saina eo amin’ny fahalalana eo amin’ny toetra amam-pihetsika toetry ny saina mampitatra ny saina |
An-tsaina aza fa ny hany lalana azony hizorana dia ny miverina amin’ny tanindrazany. 82 |
Diniho ny firafitry ny tononkalo ny andininy, ny rima, ny fingadony. Famahavahana. |
Fanantenana, dia tokony hatsahatra daholo aloha ny menomenom-po rehetra mangina, tsy mitaraina, mandefitra ary maharitra. Ary ao anatin’izay fahanginana sy fandeferana izay no hanatenana fiainam-baovao mety hahitan-tsoa araka ny voalazan’ny ohabolana manao hoe izay mangina volamena , sy ny izay mandefitra ihany no mand... |
Vokatr’izany dia leon’ny fitondrana mpanjanatany ny malagasy, saingy tsy afa-nanohitra noho ny fanenjehana sy ny fisamborana mety hahazo. Hany heriny dia nikomy anaty izy ireo, satria atody tsy miady amam-bato ary sendra ny hery tsy mitovy. Kamboty tanteraka ny firenena, satria tsy nisy ny mpitondra noheverina ho ray a... |
Tompo o ! Nahoana ny ratsy indray no ambinina ? . |
Ts imanato ie ! Mivoaramena mihitsy aloha e ! Fa tsy izaho no nanao azy ! |
Toy izay ny mikasika ny fizotry ny fampitan-desona nataon’ireo mpampianatra telo momba ny tsangan-kevitra ny hasin’ny tanindrazana sy ny fahefana amam-pitondrana, fa handeha hodinihina manaraka indray ny amin’ireo andiam-panontaniana nozaraina tamin’ireo sokajin’olona samihafa. Tsara homarihina fa samy efa nanatontosa ... |
Ohab 13 5. Ny lainga dia halan’ny marina; fa ny ratsy fanahy manao izay maharikoriko sy mahamenatra. Ohab 13 6. Ny fahamarinana miaro izay mandeha tsy misy tsiny; fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. Ohab 13 7. Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona; misy kosa mody malahelo, nefa manana haren... |
Sendra dia tsy mendrika isaorana ve aminao rado ny olona toy izany? Rehefa tsy ho any ianao, dia tsy maintsy ho any aho! |
Ka mifenifeny 2 ny hahazo, fon-jatovo miontana ka miharana ny mba ho tanana. |
Ny map kosa dia milaza fa na dia maro amin’ny kolontsain’ny malagasy aza no mila harovana, dia heveriny fa mitaky fiovana ny fandrosoana ka misy amin’ny fomba amam-panao malagasy sy ny finoana no tsy maintsy asiam- piovana na ho foanana mihitsy mba ho antoky ny fampandrosoana mitaky fiovana ny fandrosoana. Marina fa be... |
Ny kendrena raha izany dia ny hampahalala bebe kokoa ny mpamaky ny mikasika ilay olona. Ny resaka sy ny fanadihadiana nifanatrehan-tava, ny tahirin-kevitra samihafa efa ananan’ny mpanao gazety momba ilay olona ampahafantarina vokatry ny resadresaka efa nifanaovana tany aloha, ireny rehetra ireny dia miara-miasa hahatom... |
Tsy eo amin’ny sehatry ny fitiavana, rava na mivitrana ihany koa i haingo no manapololotra ny fihetseham-pony toy izany, fa manoloana ny fahasimbana na ny hakanton’ny zavaboary ihany koa. Miseho izany ao amin’ny safobemantsina 138. |
Oh ! Mirakitra vololona ny valan-dilatra eny ! Mitakola pitambolona ny sento tsy an-kiteny ! |
Fampakaram-badin’iadanivahiny sy nininivahiny. Tak. 77 |
Dia miainga avy amin’izay tranga izay no anomezan’ny mpanoratra ny fitandremana tokony hatao amin’ny andro fahavaratra. |
In gra ti tu de ! |
Maromaro ny karazana rima sy ny laharam-pisehoany, nefa mba tsy hivalamparana be loatra amin’izany, dia karazana rima feno sy mifanjohy, miseho amin’ny endrika aabb, araka ny voalazan’ny mpandinika teo aloha ihany no handraisanay ohatra. Hanaporofoana izany ny z 82 jesoa ô indreto ny olonao , andl 13-14-15-16 fanahy ma... |
Ny anjara toeran’ny zanaka eo imason’ny reny namana akaiky, loharanom-pahasambarana, ary harena sarobidy ny zanaka ho an’ny reny. Hany ka mahatsiaro tena ho mahantra indrindra ireo vehivavy izay tsy mba manan- janaka. ’ndeha hoporofoina ny fahamarinan’ireo voalaza ireo 167 v. A, tn5, aloka fitia 168 v. A, tf1, nahita a... |
Dinika santatra |
Chocdecultures. Forumactif. Com histoire-de-l-anthropologie-le-fonctionnalismes |
Tranon’ireo teratany vahiny monina eny ambohipotsy |
Ny renifeo m indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo m malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny voalohany sy eo amin’ny vanin-teny faharoa na amin’ny faran-teny. Ohatra eo amin’ny vanin-teny voalohany 1 m m- |
Total alaotra mangoro 42,2 55,0 2,8 0,0 0,0 100,0 madagascar 32,6 62,9 3,8 0,3 0,5 100,0 loharano instat rapport principal de l’eds-iv madagascar 2008-2009 |
Ny andefasana sy ny anjara asa fibaikoana |
Fiompiana tantely mba hiteraka loharanom-bola ho amin’ny fampandehanan- draharaha fototra b- fanajariana ilaina anatina fe-potoana maharitra amenagement utile à long terme |
Personnes résidentqs qui connaissent très bien la communauté |
Mpanoratra poeta mpitantara i nasolo tamin’izany no nahitana fa poezia ny tononkalon’i nasolo. Tsy mpanoratra fe mpanoratra fotsiny izy fa poeta mpitantara, mpanabe ary olon’ny fiarahamonina koa. Manaporofo izany ny fandinihana natao tamin’ny asa sorany, ny asa nosahaniny, ny fiainana nolalovany ary ireo olona nifanera... |
Mbola mahatonga ny lafiny mahatsikaiky eto ireo tohan-kevitra entiny izay tsy tena zava-dehibe fa ambinambin-javatra ihany tsy miasa, homam-potsiny, tsy midio. |
Joubert j. L 1998 |
Fikapohan’ny tompo antsika izao ny fahoriana atolory amin’andriamanitra e e e ny fahoriantsika toy ny an’i joba |
Problèmes de linguistique générale, tome 2, gallimard, paris. 280 p. |
Tamin’ny vanim-potoan’ny fanjanahantany moa, dia nahery vaika ny sivana an-gazety, indrindra ho an’ireo lahatsoratra mamohafoha ny maha malagasy sy ny fitiavan-tanindrazana. Tsy nahasakana ireo mpamoron-kira teatraly hisarika ny olona hiverina amin’ireo fomba amam-pahendrena sy ireo soatoavina malagasy anefa izany, ary... |
Ry neny tia ny hafa, hadino ve ny tafa? No tsy miloa-bava fa moana lalan-dava ka antsoina tsy mamaly ka mainka mampijaly |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.