text
stringlengths
10
11k
Amin’izany. Raha izany dia avy amin’ny tenan’ny tsirairay no mahatonga ny fandrosoana. Izao kosa no amaritan’ny rakibolana azy rakibolana rakipahalalana. Akademia malagasy misahana ny haikanto sy ny hailaza ary ny hairaha. Ditions foibe momba ny teny an’ny akademia malagasy, antananarivo 2005 ny fandrosoana fihatsarana...
Amin’ny heviny malalaka, dia ilazana izay mety ho sehatra ifanakalozana rehetra ny tafa, manomboka amin’ny resaka anivon’ny fianakaviana izany ka hatrany amin’ny valan-dresaka ifanaovana amin’ny mpanao gazety, indrindra rehefa mikirakira fifampiresahana. Ampiasaina koa io teny io anondroana karazan-dresaka manana ireto...
Singa tsy maintsy mifandray ao anatin’ny tontolom-panabeazana ny mpanabe sy ny beazina. Andraikitra voalohany sahanin’ny mpanabe ny fitaizana sy fanabeazana ka tokony hahafehy ny fifandraisana izy, indrindra eo aminy sy ny ireo zaza arenina. Zava-dehibe ao anatin’izany ny fifampiresahana ka izany no angady entina manav...
Ny tantaran’ny fandrindram-piterahana eto madagasikara
Loharano region betsiboka ao amin’ny tapany avaratra andrefan’i madagasikara ny faritra betsiboka. Iray amin’ireo faritra 22 misy eto madagasikara izy. Ireto avy ireo faritra manodidina azy ao andrefana ny faritr’i melaky avaratra atsinana ny faritra sofia atsinana ny faritra alaotra- mangoro atsimo ny faritra analaman...
Cfrlr irery no frera tao amin’ny ecoles chrétiennes malagasy, mpikambana mahefa tao amin’ny akademia malagasy, notendrena araka ny didim-panjakana. Araka izany dia izy irery teto an-tany no frera voalohany tafiditra ao amin’ny antsoina hoe tsy maty intsony na immortels izy no mpanoratra katolika malagasy voalohany.
Lungua tech international. Le logiciel de consultation dictionnaire de citations. Larousse référence électronique. Grande livre électronique éditée par larousse à partir des dictionnaires larousse. Larousse sa france 1992-1993 stendhal. Le rouge et le noir
Njara ahoana ts ara hoe ry dadavelo o ? Z zavatra. Zavatra m ahatsiravina anie izany lazainao izany e! Taitra s y ts iravina
Ny endri-pifandraisana ao an-dakilasy
Mahay mandini-tena ny mpanazava zokiny 4- misedra ny zava-manahirana ny mpanazava zokiny 5- tia ny natiora ny mpanazava zokiny mpanazava zokiny manoloana ny hafa 6- miaina sy manome aina ny mpanazava zokiny 7- matoky sy mendrika ny mpanazava zokiny 8- mizara ny ezaky ny rehetra ny mpanazava zokiny 9- mpanampy olona ny ...
Ry neny ry neny mandry ato, manao kidoro vato, tanora maitso volo dia tonga bobongolo misaona anao ny foko, ka ory mitoloko !
Ny tantsaha no tena mampiasa ny rango .
Mihaona ny mpitory sy ny torina fifampiresahana fiaraha-mitady vahaolana fifanarahana
Fifamaliana roa lafy
Cette partie sera réservée à l’analyse critique de tous les problèmes rencontrés par la salfa et ses centres de santé dans le domaine de l’audit. Nous portons notre étude sur l’analyse des problèmes généraux, les problèmes spécifiques au niveau de la salfa, et les problèmes spécifiques au niveau des centres de santé ré...
Mémoire de maîtrise
Tovana ny firotsahana an-tsehatra raha jerena tokoa ny f i lazan’ ny rakibolana petit robert dia fanomezan- danja am- pahamalinana mba hahazoa- mamantatra sy mandalina no antsoina hoe observation i zay nadika tsotsotra eto hoe f i jerena ny zava- misy. Raha hojerena indray i lay fakan- teny niaviany dia ny teny latina ...
Nisy kosa ireo andriana avy any ambatomiranty, tsitiabedy ary ambolo nanorina vohitra hafa tao ravoandriana sy ny ampahany amin’ny mponina ao ambodipaiso. Zafindravoromanga izy ireo. Manaporofo izany ny fijoroan’ny fasana manavaka ny maha taranaky ravoromanga azy sary 7 fasan’ireo zafindravoromanga
Jusqu’ici, nous avons utilisé fréquemment le terme planification sans vraiment le définir. Nous allons maintenant tenter d’en préciser le sens. Mentionnons tout de suite que nous utilisons planification et planning en anglais comme synonymes.
Ny momba ireo fikambanana misy azy
Jeande dieu r. R. Vaovao frantsay malagasy t-62, lah -3074, 06 01 1956
Tohatra anatiny mankao amin’ny wc. Soratra lehibe lycée prive
Tsy misy miova ny singa tsirairay ao anaty fehezanteny rehefa taterina mivantana ireo fehezanteny ireo.
Vita daholo ve ny asa nampanaoviko an-dry ry hasina ? Efa ela no vitako fa miadry anao mihitsy aho ry nenibe a miandry ahy hoe ahoana? Mba afaka hianatra hira sy hanadio fiangonana ihany aho ve? Tsia ka! Inona moa no efa nolazaiko an-dry foana? An? Tsy hoe ny anao ato an-trano aloha atao izay mahatomombana azy tsara va...
Sasa ankehitriny sasy intsony fiteny atsimo andrefana shtaki mitaky takataka fako takataka ubao bao, eo amin’ny vanin-teny mialoha ny tsindrim-peo, matetika dia mifamaly ny zana-peo a eo anatin’ny voanteny mifanova amin’ny teny roa tonta. Ohatra ajara anjara bahili mahidy bakuli bakoly bangili bangy habari kabary kafar...
Ny hain-teny dia lahabolana kanto hifamalian’olon-droa, ka ny iray manao ny antso na sasiny ary ny faharoa manao ny valiny na setriny. Mety hisy antso fotsiny izay natao hiantsiana na hananarana ny mpiara-belona.
Manjary toa tsy haiko
Tsy manoratra ho an’ny tenany ny mpanoratra. Tsy feno ny maha mpanoratra ny mpanoratra sy ny maha literatiora ny literatiora raha izany, fa tsy maintsy mila ny mpamaky. Manamafy izany maha izy azy ny mpamaky izany i randja zanamihoatra manao hoe na toinona na toinona heverina ho fiezinezin’ny talentan’ny poeta, dia tap...
Filazalazana momba ny boky
Ny ankohonam-piangonana velona apv ezaka raisin’ny fiangonana ankehitriny moa ny fampandraisana andraikitra ny olon-drehetra ary isan’ny tanjona tratrarina izany amin’ny fananganana ny apv.
Broad et taupin, dictionnaire de la langue française, avril 2002, p13 l’adolescence
Sehatra efitrano fandraisam-bahiny. Ahitana fanaka maro samihafa. Misy radio ery amin’ny latabatra akaikin’ny rindrina. Misy varavarana roa ka ny iray mankany an’efitrano hafa, ny iray mankany an-tokontany.
Ny tsy fahatomombanan’ny fitaovam-pifandraisana
Maro be ireo fitaovana sy fomba azo anatanterahana izany, saingy ilaina hatrany ny fahaiza-mandanjalanja, mba tsy hihoatra ny fefy, dia ilay lalana tokony halehan’ny zaza araka ny soratra masina eo amin’io sehatra io no tena ivon’ny fanefena ny maha olona iray manontolo, ary mila miasa toy ny mpandrafitra sy mpamolavol...
Toraka toratoraka manoratoraka manoranoraka 698 toro torotoro manorotoro manoronoro 699 tosaka tosatosaka manosatosaka manosanosaka 700 tosika tositosika manositosika manosinosika
Hita araka izany fa zava-dehibe ny vontoatin-desona ho an’ny mpianatra. Manao ahoana kosa ny teo amin’ny lafiny fampiharana?
Ny mpandray anjara
Nasolo 19.06.97
Fa ny olon-tena olona tsy sasatra mikendry 30 tsy mora mihorohoro, 10 ny ho mpandresy hatrany;
Ny menalamba tao andrefanrankaratra 202
Tamin’ny fanatanterahana izao asa fikarohana izao dia nisy dingana maromaro narahina mandra-pahavitany. Ny fifidianana ny lohateny sy ny gazety no natao voalohany. Rehefa fantatra izany dia niroso tamin’ny fanatonana tranom- boky, toy ny tranombokim-pirenena sy ny arsivam-pirenena. Natomboka tamin’ny fandinihana ireo g...
Raha fehezina izay rehetra voalaza teo izay, azo ambara fa nahazo vahana tao an-tsain’ny olona ny fanindrahindrana ny fombafomba nampidirin’ny mpanjanaka 79 fety michel, zava-kanto malagasy , notaterin’i f rabemolaly, n ravalitera, h ravelomanana tao amin’ny fary mamy kilasy famaranana, op, cit, tak. 121 80 fety michel...
Dans un curriculum orienté vers une logique de compétence, une nouvelle perspective et d’autres contenus sont envisagés pour construire les programmes d’études. En résumé, le recours aux familles de situations permet de faire ressortir les domaines prioritaires de l’intervention éducative, c’est-à-dire ceux qui représe...
Ny tontolon’ny fahasalamana
Hain-teny misondrota ravoahirana, anakarako anao amoron-drano. Mihetrihetre ravaomandina, anakarako anao ambony riana
Ny et dia mitantara ny fifanenjehan’i andry sy ireo jiolahy tany amin’ny faritr’i port bergé, mampikony, antsohihy, hatrany andasitsota niserana tao maevatanana i andry, dia nanohy ny diany ho any marovoay. Nijanona fotoana maharitra tao marovoay izy nanao fanadihadiana izay vao nianavaratra nanaraka ny dian’ireo jiola...
Renirano varahina ao amin’ny firaisam-pokontany mantasoa, miadanandriana
Tsoa-kevitra
Naseho am-pahibemaso ny 02 jona 2012
Izao tontolo izao no niaraka nikomy indray nikatro- doha hisompatra, hiselona, hanakendaroroka ny vanto drisi- pony hanoto vintana azy tsy hivoaka velona.
Amin’ny foto-piasainana sy fahendrena malagasy koa izy. Samy lalim-paka ao aminy ireo finoana roa ireo. Vokatr’izany, hita miara-miseho amin’ny hevitra ambarany ny fifangaroan’ireny matetika, ka mifamahofaho amin’ny fanabeazana atolony.
Tak 187 54 v. A tak 192
Poinsako leitsy bozy a.
Hoby fitsofan-drano ny maty eh! Anao i y zavavy sia manafo sia! Laha henga eto hoam’sy hitahita handia lalan-kafa. Dje omen-dalana oendre dje omen-dalana oaba. Ahay etoa arô miso-drano mihavagn’aby. Mevia soa aman-sara ho maro mpise a areo a y mandi y zay eh! Anao i y zavavy sia manafo sia dje henga eto! Sy marivorivo ...
Ny fandaminam-piarahamonina
Il est impossible de donner une traduction correcte du terme fihavanana il signifie la consanguinité.
Kabary betsileo, tak.36-37 fanontaniana hadihadio ny lahatsoratra.
Ny fifampitokisana ny fifampitokisana no tokony himasoana raha tiana ny hampanjaka ny fihavanana. Ny ahiahy no mahatonga ny tsy fifampitokisana. Rehefa tsy misy ny ahiahy dia milamin-tsaina ny fiaraha-monina ka mitoetra ny fihavanana. Manamafy
Rivotra mandroaka orana fotsiny, ka tsy misy akory avy eo, ary lasa mandiso fanantenana ho an’ny mpamboly izay mila orana. Mbola hita koa izany araka ny ohabolana 26 9
Faharoa, mifanova amin’ny zana-peo malagasy hafa noho e ny zana-peo swahili e eo amin’ny vanin-teny mitondra tsindry. Ohatra debe daba gego vodihy gigo lemba lamba njema tsara manja thelata talata
Ary toa boky politika misahana politika ity mivelatra eo ambany masonao satria tsy maintsy hianarana koa ny politika fa tsy ataotao foana. Ny mpanao politika iray ratsy famindra ka solafaka no manetry ny firenena iray nipoirany fa tsy ampy akory ny maha voafidim- bahoaka ny tena? Izay mianina amin’ izany fotsiny dia ts...
Niry-solosoa 14 marstsa 2006
Fanondroan-takila
Lalàna laharana 78.040, andininy faha 8 la malgachisation qui se définit en ce domaine comme l’adaptation aux besoins et objectifs nationaux des programmes et des méthodes pédagogiques, implique également l’utilisation de la langue nationale comme langue d’enseignement.
Fofona hafahafa, andininy fahefatra maro no nanampina orona tsy nahitana teny intsony
Any andro any volana anie , hampitony, hampitony ny fo; ka aza kivy na mba ketraka ianao e! Hiara-paly fa samy tia e! Izany sento tsy maharitra e! Fa mihelina ihany.
Tsy hita taratra mazava amin’ny teny malagasy ny tandindon’ny anarana amin’ny sokajy ji- ma misy ny voanteny ao anatin’ny sokajy nalaina mivantana tamin’ny teny bantu, kanefa tsy miasa ao anatin’ny sehatra manokana. Ohatra jirany mpifanolo-bodirindrina jirani majirani mpifanolo-bodirindrina kibory fasana kaburi makabur...
Teny frantsay foana no ianarana sy imasoana ny hahaizan’ny zaza malagasy azy. Nanana hambom-po mitory fitiavan-tanindrazana ratsimba georges ka niezaka namoaka tamin’ny heriny manontolo ireo fahaizana tao anatiny hanatsarana sy handetehana indray ao an-tsain’ny taranaka ny hatsaran’ny tenin-dreny sy ny tanataram-pirene...
Tsy hahaleo tena mihitsy ny firenena, ary tsy ho afaka handroso, raha mbola hevitra mpanjanaka no hotompoina sy havela holovain-taranaka. Na tsy misy aza ny tonga lafatra, mampandroso ny fihazonana ny maha malagasy. Mampirisika ny hialana amin’ny toe-tsaina lomorina ny mpanoratra, ary manentana ny mba hitiavana sy hife...
Mivelatra ao amin’ny v. T 2 tsy tanteraka ny fanamasinam-panambadian’i dina sy voahary ny v. T 9 fifandraisana araka asa nisy teo amin’i m. Le noir sy voahary v. T roa samihafa ireo saingy ny v. T 9 no niditra tao amin’ny v. T 2. Satria nandritra ny efatra taona no tsy nifankahita i dina sy i voahary, ary tao anatin’iz...
Koa tontosainy an-tsakany sy an-davany izany fomba izany, satria heverinay fa izy roa kely ireo no mifanambina
Ndema jean, n y fomba antakay , ambozontany fianarantsoa, 1973 , tak 83 , jorom- bonivao joro fanao amin’ ny miaka- bary ny vonivao dia antsoina ihany koa hoe lango na santabary 38 paulhan jean , 1970 , op cit, tak 42 ici comme pour l ’ amour en france, c’ est au mari à faire l ’ éducation de sa femme. I l l ’ oblige à...
Ho an’i faniry vatosoa ny endrika no mampitsiry ny fitiavana. Ny fahitana ny endriky ny olona miserana sy mandalo teo anoloany no manaitra azy avy hatrany ka mampirongatra ny fitiavany. Toa misy hery manintona amin’izy ireny ka mambabo avy hatrany. Toy izao ny filazan’ny mpanoratra izany ao amin’ny teo am-pahitana anao
Ny talenta ao anatiny. Misy hery iray ao anatin’ny olona manentana azy hamoaka ety ivelany amin’ny alalan’ny famoronana ny fihetseham-pony. Io ilay aingam-panahy izay heverina fa teraka niaraka tamin’ny olombelona; ka nambaran-dralaisaholimanana louis na ilay21 fa miteraka ny kanto. Randriambelonaharisoa koa dia manana...
Nitobaka teto madagasikara ny zava-bita vahiny rehetra, na teo amin’ny lafiny inona izany, na teo amin’ny lafiny inona. Nimatimatesan’ny malagasy sasany ny fitaovana sy ny fombafomba vahiny, hany ka nohambaniana sy natao tsinontsinona ny fitaovana isan-karazany sy ny fomba amam-panao ntaolo. Nariana mihitsy aza moa ka ...
Ny 14 ôktôbra 1958 no nanambaran’i andré soucadoux, izay haut commissaire frantsay teto madagasikara, fa tsy manan-kery intsony ny lalàna maha zanatany an’i madagasikara ary ekena ny fijoroan’ny firenena malagasy hanana ny repôblikany. 12 taona taty aoriana vao tanteraka ny fangatahan’ireo depiote malagasy tany frantsa...
Vehivavy nisengy
Xix 115 124
Ho an’ny kilasy faharoa haseho ato amin’ity zana-toko ity ny hevitry ny mpianatra sy ny mpampianatra.
Maro karazana ny fotoana ao amin’ny tantara foronina, saingy santionany vitsivitsy ihany no horesahina eto, dia ny fotoana nisehoan’ny tantara sy ny faharetany. Ankoatra ireo dia hodinihina ihany koa ny fifandraisan’ny fitantarana sy ny fotoana ary ny fomba fanondroan’ny mpanoratra ny fotoana ao amin’ny tantara.
Asa vadi-drano, tsy vita raha tsy ifanakonana ny asa fampianarana. Tsy maintsy miara-miasa ny tompon’andraikitra rehetra raha tiana hahomby ny fampianarana. Tsapa tokoa izany fiaraha-mientana izany. Teo ohatra, ny fandrafetana ny rakibolana momba ny tenin’ny tanana izay vahaolana tsara tokoa ampiasaina, na eo amin’ny s...
Vola faly sahirana tokoa ny rainareo, nefa nolazainy fa tombony be ho azy ny hanaraka io fiofanana any frantsa io mba hanatsarany bebe kokoa ny asany e! Rojo fa izy irey ve no voatendry tao amin’ny toeram-piasany? Vola izy irery tokoa. Ha! Fa tena reradreraka aho izany rojo a! Rojo mafy angaha ny asa? Vola ny asa ve mo...
Koa mba tsy hampisandrahaka ny asa, ary satria koa ny gazety no ifantohan’ny asa, dia ny reportage an-tsoratra no hohalalinina amin’ity asa fikarohana ity.
Andalana fohy
Rakotondrafaraniaina martin
Izay ampiasana azy. Mety ho alohan’ny em ; mety ho any amin’ny faran’ny fehezanteny nefa mpanampy em ihany. Ohatra indrisy ! Tsy afa-panadinana indray izy ; tsy afa-panadinana indray izy, indrisy ! Mba manamarika ireto fandraisana anjara na dia tsy iniana aza. Ohatra mba niaraka taminay ihany izy. Fitrangan-toe-javatra...
Ny fisehoan-jana-peo iray hanana endrika sosona sy ny fisamahan-jana-peo indray no tena nahitana fahasamihafany tamin ny zana-peo sosona tato amin ny boky tantara ny andriana. Mikasika ny fisehoan-jana-peo iray hanana endrika sosona dia hita izany noho ny tsy faharenesana azy eo am-panononana, na noho ny filatsahan-jan...
Tahirin-kevitra amin’ny teny malagasy boky andriamalala e. D 1997
Asiana tsirinteny sara-droa ha ana na faha ana ny mpamari-toetra dia ahazoana anarana milaza toetra ihany koa. Ohatra tsara ha-tsara-ana hatsarana marina faha-marina-ana fahamarinana
Nahazo hakeo heviny ilazana ny olona miaina ao anatin’ny fahazaran-dratsy nefa tsy vonona ny hiala amin’izany na dia efa nahazo takaitra aza. Fotsy vilany heviny olona tsy mba ahatratrarana sakafo masaka an-trano; ratsy fanahin-kanina.
Mikambana 200ar isakin’ny manihitra tsy mpikambana 500ar isakin’nymanihitra ny mpijibika sy mpitifitra trondro 1 000ar isaky ny mandeha mpanjono mampiasa lakana maotera 2 000ar isanandro maka fahazoan-dalana 2 000 ar isan’andro ireo vazaha mpanjono manao fialam- boly. Raha tratra tsy mahazo alalana kosa dia mandoa vono...
Rakotomamonjy, 1968
Mahavory olona maro ny fampitaha an-kira isaky ny vohitra mifanila na mifanalavitra. Ny tarika mpanao hiragasy sy vakodrazana no tena manatanteraka azy ity, indrindra vao maraina ny andro. Marihina fa miisa 9 ny tarika mpanao hiragasy raha ny ao anatin’ny distrikan’arivonimamo manokana. Misy hatrany ny fifanandrianana ...
Takila 01 fonon’ny fary mamy t11. 67 02 fary mamy t11. T. 39 99 03 fary mamy t11. 144 102 04 fary mamy t11. T.122 103 05 fary mamy t11. 256 104 06 fary mamy t11. 80 105 07 fary mamy t11. 72 106 08 fary mamy t11. 64 122 09 fary mamy t11. T.48 123 10 fary mamy t11. Tak. 16-17. 124 11 fary mamy t11. 176 125 12 fary mamy t...
Amin’ny heviny malalaka, ny mifintina dia mitory famerana velarana na habe. Raha ampiharina amin’ny fanambarana izany dia midika fa tsy hojerena daholo ireo mari- panambarana notanisaina teo aloha ireo. Araka ny nameran’i kerbrat-orecchioni azy dia ny ovam-pitenenana mandrafitra ny seha-panambarana misahana ny mpiteny-...
Dans une etude recente realisee dans sept paysafricains, plan a recherchl! Quels etaient les defis auxquels les adolescentes devaient faire face pour pouvolr aller al’l! Cole, et y rester. Cette t, tude a montre que les obstacles etaient nombreux et complexes. ’ 1 meme sil’ecole primalre est censee etregratuite dans to...
Ny maso mitomany, manondraka ny tava fa hitany any ho any ’lay endrika efa rava.
Famintinana
Hamokatra olom-banona, hanaiso-tsaina bobongolo a hamoana olona tsy vanona ny anjerimanontolo a hamokatra hevitra, amin-kevitra noheverina b fa tsy saina mievotrevotra, ny zana-tsaina no toherina b
Ny tononkalo tsy raiki-drafitra hita ao amin’ny asasoratr’i arni koa ny tononkalo tsy raiki-drafitra. Izany hoe tsy misy andininy miavaka fa tonga dia bambaray. Mbola ny fibosesehan’ny fihetseham-po teo ampanehoan-kevitra no mahatonga izany endrika izany. Ohatra amin’izany ny hoe tady kororoka ampombon’ ny sandry lany ...