text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny voambolana manaraka dia ny hoe trotraka toy izao ny fisehony ao amin’ny tononkalo ny anjara tsy mba miholaka tk.4 , ao amin’ny andininy fahefatra, andalana voalohany misetra zava-tsarotra aho, trotraka sy vaky tratra torovandrovana tokoa, mbetika aza moa maratra matetika aho no efa kivy ka mitady hamoifo; mbetika mi... |
Il est à relever que la stratégie de réparation est un élément constitutif essentiel de la réinsertion. Mais ce n’est pas la seule, cette stratégie doit être accompagnée de la stratégie de réinsertion, c’est-à-dire une réinsertion professionnelle pour que les familles disposent d’une source de revenu qui leur permet de... |
Tak.2 55 rabearivelo, in ny foko nanidina 56 v. Tak.9-10 |
Boky i, analandolo, fiz 3, tak. 03 222 boky i, adala sitrana, fiz 1, tak 39 223 arikaomisa randria, kitroka, op cit, tak 5 224 arikaomisa randria, kitroka, op cit, tak 6 |
Rehefa latsa-paka ao am-po tokoa ny fitiava-namana, dia mivadika ho toy ny fihavanana mihitsy izany. Ny mpinamana rahateo mazàna no matetika mifanerasera noho ny mpihavana, hany ka tsy sarotra ho azy ireo ny mifandray akaiky. |
Ny gradation mikalo ny fiankinana amin’andriamanitra. Ny mpanoratra ihany dia manondro teny fisaorana ny amin’izany soa izany, hita amin’ny hoe mamy ny tantely, indrindra ny fary fa ny tena mamy indrindra dia ny fitiavan-janahary a. P 185 ny fametrahana ho ambony sy tsy hanamaivana ny soa azo avy aminy. Ny gradation na... |
Ny fomba entina anehoana fitiavana maro ny fomba azo atao sy ampiasaina mba hoenti-maneho ny fitiavana , eo amin’ny olon-droa mifankatia. Azo sokajiana ho roa izy ireny, raha ny tononkiran’i abel ratsimba no jerena. Eo andaniny, sy ary azo ampitaina amin’ny alalan’ny fihetsika ny fitiavana, ary eo ankilany indray ny fa... |
Fanasokajiana ny anarana hatrany am-piforonana |
Boiteau p contribution à l’histoire de la nation malgache. Editions sociales. Paris. 1958. 431 p |
Manovana ’. Tovana |
Famolavolana endri-pampianarana mahaliana |
Ohatra 2 ny aina oharina toy ny aloka aman-javona, mihelina dia lasa. Anoharana toetra iraisana |
Anosibe an’ala 0 |
Tovo vazivazy izany kanjo e! Dia efa mikoropaka ery ilay tiako amin’izay. Tina ka izaho ve mahalala; sao dia mbola mila fanampiny tokoa ianao? Tovo mihomehy essiye ry tiako e! ! Mozika |
Araka ny tantara sy ny lovantsofina dia kolontsaina iray natao hialam-boly tamin’ny andron’ny teo aloha izay efa nodimandry ny vakodraza? A. Natao hananarana sy hanehoana ny firaisan-kina eo amin’ny fiaraha-monina ihany koa anefa. Natao hanefena ny sain’ny fiaraha-monina mba hananana fomba fisainana mitovitovy ny vakod... |
Ankapobeny momba ny fandresen- dahatra sy ny boky dinitra famaritana ireo singa fototra iorenan’ny fandresen-dahatra mpiteny, itenenana, tohan-kevitra ireo karazana tohan-kevitra maneho fahefana maneho soatoavina iombonana maneho fanahafana maneho fampifantohana ny anjara asa sy lentan’ny fandresen-dahatra ny fandamina... |
Ohatra lona londona lòmana alona ranon-tsiramamy ny mofo fa mafy. |
Voatery nifampitonona ho mpivady aza i lala sy i lisy mba hanamora ny fandraisan’ireo namany azy. Tia an’i lisy i lala ary nilaza fa tia an’i lala koa i lisy, zavatra hafa anefa no niseho, satria, raha ady nifanandrinana ny fitiavan’izy roa dia azo lazaina fa resy alohan’ny fitsarana i lala. Avelo tsy manan-kilema no n... |
He, sambatra ireo maty ho anao, ry gasikara 35- fa mampirantiranty ilay zonao namarara nandevona ny sento nangia ny firenena, ka nampiverina eto |
Tsaroako manalonalona 10- ny lasana izay nivalona, tsaroako ny takona any izay mbola lalaiko ihany ! Injany ny fo fa fanina, ka ny embona sy ny hanina 15- mandaroka , ny eto am-ponja dia zary manonjanonja ! |
Introduction |
La mise en place d’un contrôle interne obligera la direction générale de la salfa à insérer dans son organisation une structure bien adaptée a son activité. |
Zanamihoatra op cit, teny mialoha 181 rary fiaraha-midinika nifanaovana tamin’ireto mpanoratra ireto rado, ranjatohery harilala, randriamamonjy esther, lila ratsifandrihamanana, mbato, natao tany amin’ny esdegs ankatso ny 09 12 95 |
En outre, le choix de la zone d’étude sur le contrôle n’est guère fortuit puisque c’est la première étape importante dans toute démarche d’optimisation de la qualité des produits ou services et de maximisation des profits dans une entreprise. Le contrôle aide à mieux comprendre la situation d’une entreprise et à montre... |
Ny voambolana hoe mahia dia ilazana ireo zavatra voafihin’ny tanana ary ny mpamaritra kely dia mbola manamafy izay hevitra izany araka ny ohatra 29 ilazana habitihan-javatra izy eto. Ny endriky ny tahon-kofafa izay voalaza eto no ambara ao amin’ilay olona tenenina. Ny fifanandrifiana ara-kevitra misy no niteraka ny fis... |
Ny fanamafisam-peo, sy ny sehatra mbamin’ny haingony, sy ny écran géant , ary ireo fitaovana fanaovana aro fenitra samihafa miaraka amin’ireo mpikirakira izany dia hofaina sy karamaina 3 000 000 ar andro, izay manome 9 000 000 ar mandritra ny 03 andro anatanterahana ny hetsika. |
Dinihina ny trangan-javatra miseho anaty fotoana voafaritra na tsia. I radcliffe-brown dia tsy tena fônksiônalista be raha mihoatra amin’i malinowski, azo lazaina ho mpialoha làlana ny stroktoralisma izy noho ny fanavaozana nentiny indrindra tamin’ny fandinihana ny fihavanana teo amin’ny olombelona. B ny structuro-fonc... |
Ny faka nipoiran’io dia ny fidiran’ny vola teto, izay nentin’ny frantsay. Ny olona nanam-mbola teo amin’ny fiarahamonina dia nahazo haja noheverina ho ambony afaka naira-dalana niadana fa tsy oninahitra sy lehibe tamin’ny vahiny tra-pahoriana. |
Callet, op. Cit, p.36 90 r. P. Razafintsalama a , tari-dalana hoenti-manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy, edisiôna. Md paoly, antananarivo, 1998 , p.36 91 r. Razafintsalama a , tari-dalana hoenti-manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy, op. Cit, p.37 |
Sary 13 andriamanitra tlaloc |
Chaque paysan possède-t-il un technique spécifique au labourage ? Et quelle est son efficacité ? La technique de chacun dépend de son habitude qu’il imite en observant les aînés ou les ray aman-dreny laboureurs, comme disait l’adage l’habitude devient une seconde nature. Et le changement de cette habitude perturbe tout... |
Mifandrirotra ireo firehana roa ireo, firehana samy manana ny mpiandany aminy ka isan’ny sakana amin’ny fanatanterahana ny fanagasiana ny fisian’ireo antokon’olona tsy tia azy ireo. Ny tamin’izany antoko izany dia ireo izay nahazo tombony vokatry ny filana handitra tamin’ny mpanjanaka na koa ireo izay nianatra tamin’ny... |
Navalona imbalo |
Ao amin’ny asa soratr’i faralahy, dia tsy voafaritra mazava ny ora nitrangan’ny fahafatesana. |
Tsy ampy ranitina amin’ny kely foana ny iresahana fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina e izato rano tapa-tsiny nahontsako dia nikobana. Izato ronono am-patana tanihiko dia mandroatra. Vary kely an-daona totoiko dia nitsamboamboatra. Afo ka tsofiko dia midedadeda. Setroka ka tama-misavovona. |
Ho an’ny sokajin-taona rehetra navoakany vokatry ny fiaraha-miasa tamin’ny centre culturel albert camus , izany dia manaporofo ny maha-mpanabe sy mpampianatra tia karokaroka azy. Noraisiny filamatra ny hoe andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko. Tsy nionona fotsiny tamin’ny famolahana ny teny malagasy hamokar... |
Ny lafiny tekinolojika na les compétences technologiques ary ny fahafehezana ny fitantanana ny tetikasa na les compétences en géstion de projet ao anatin’io compétences marketing io, tokony ho fantatr’ireo mpampandroso ny zavatra ilain’ny vahoaka miara-miasa aminy, ary ny asa ataony. Tokony hanana fahaiza-mitantanana i... |
Le peuplement de madagascar, qui remonterait au premier millénaire de notre ère, s inscrit dans le cadre des circuits commerciaux et des réseaux d échanges qui s établissent entre l asie du sud-est et l océan indien occidental. Du xviième au xixème siècle, madagascar fut dominé par une multitude de petits royaumes, don... |
Ianao ihany re ry ray no hany hitodianay ianao, mpamponjy sy mpanavotra, hianteheranay hanavotra vonjeo amin’ny sandrinao mahery ’ty gasikara mila ho very. Miantoraka tanteraka amin’andriamanitra ny mpanoratra amin’ity tononkalo ity. Very |
Nanana ny programa vaovao narosony ny jeneraly ramanantsoa. Tamin’ny lafiny fampianarana dia ny fanavaozana tanteraka ny fampianarana mba ho fampianarana tsy mialon-jafy ho an’ny olona rehetra tsy ankanavaka sy mba ho fampianarana manatanteraka ny fanagasiana izany hoe manova ny fandaharana mba hifanandrify amin’izay i... |
Tandroka tandrotandroka manandrotandroka |
Fa inona izany hiaka izany tsy mety mitony fa mihoraka hatrany korontana izany sa lamina mijoro ho fiarovana sa hampihorohoro. |
Ny taom-pianarana 2007-2008, ny fitambaran’ny mpianatra voasoratra anarana dia 25214. Ny tahan’ny famerenan-taona dia 7,3 no hita. Amparafaravola no nahitana mpianatra voasoratra anarana betsaka indrindra tao amin’ny faritra ny taona 2007-2008. Ary mbola ambany koa ny famerenan-taona. 88,1 kosa ny tahan’ny fahafahana c... |
Ny renifeo g indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo g malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny voalohany sy eo amin’ny vanin-teny faharoa. Ohatra eo amin’ny vanin-teny voalohany, an-dohan-teny 1 g g- goni gony, gua goana |
Tamin’ny literatiora frantsay ka nankafy ny rômantisma izay maneho adim- panahy, alahelo tsy hita fiaviana, ary fihirana ny izaho |
Grande importance |
Ny isan’ny mponina ao amin’ny fokontany andranovolo sy ny ao amin’ny tanànan’andranovolo atsinanana |
Endriky ny fanjanahantany 1896-1915; charles ravoajanahary tantaran’ny haisoratra malagasy, fizarana 1 , tak 120-125 |
Godelier, m. 1971 l’anthrologie économique, paris, maspero. |
Ii.2 méthodes ii.2.1 démarche commune aux hypothèses ii.2.1.1 revue bibliographique et recherche documentaire les études bibliographiques ont permis de mettre au point le cadrage général de l’étude, de voir les contextes liés au thème, de trouver les directives générales sur la démarche à effectuer afin de dégager les ... |
Levi-strauss in recoding a test de sebeok t. A , new-york, 1960, p 213 la répétition a pour fonction de rendre apparente la structure du chant |
Fenitra ambony tian’ imongo vaovao hotratrarina araka izany ny famerenana ny tany midadasika nongotan’ ireo fikambanam- barotra vaventy ho eo am- pelatanan’ny mpamboly malagasy. 27 |
Raha miafara amin’ny -e ny teny eo alohan’ny mpanondro, ka mpamaritra manondro milaza toerana hita maso na tsia, izany hoe mpanondro miantomboka amin’ny zanapeo e- na a- no manarakaraka azy, dia tsy misy fiovana miantefa amin’ny mpanondro. |
Famantarana ny akoran- kevitra mafonja. |
Efi ankafotra 55 1 18 7 |
Gardien ireto ny sakafonareo nentin’izy roavavy. Ireto ny fiandry. Elson mba ohatran’iza loatra ary izany vehivavy roa tsara fanahy izany? Te hifanatri-tava amin’izy ireo izahay ry ingahy mpiambina, azo atao ve? Gardien an an an! Sarotra be izany. Mahandrasa kely fa mbola hihaona ianareo. Ingahifara mba zana-jovy ary i... |
Famakivakiana ny toerana lalovana ao an-tanàna transect |
Dans l’anarythme de la musique barbare pour que cric et crac je me déconformise d’avec cette pudeur vieille nonne que refrainent sans cesse les guignolesques bon-enfants des comme il faut car j’en ai marre de frotter avec ces enfants de ch ur dans la facticité de leur éternel mardi-gras ! |
Fehin’ny toko fahatelo |
Misy andian-teny roa samy hafa eto mampiavaka ity tononkalo iray ity ekeko tsotra izao tsy laviko ihany koa ny fampiasana ireo andian-teny ireo dia maneho hevitra mifanohitra amin’izay ao aoriany. Ohatra marina fa maditra izy, kanefa olona hahay fianarana. Notanisainy avokoa ireo karazana toetra ratsy ireo manampatra l... |
Mafy izany mamoy ain-janaka, kanefa noherezina ny fo fa aleo maty am-bavahady hanana fahafahana marina toy izay hiaina ao anatin’ny tsy fitoviana sy fiangarana. 72 tanteraka tokoa izany. Nirodana ny rafi-pampianarana nanjakan’ny vahiny izay nisian’ny fiangarana. Teraka ny rafi-pampianarana vaovao, hanome lanja ny fanag... |
Amin ny sekoly hafa |
Eto madagasika, dia tsy eo amin’ny samy malagasy ihany, no ahitana ny fahaiza-mifandray. Misokatra amin’ny firenena maro hafa i madagasikara, ka manosika hahay mifandray amin’ny vahiny avy any ivelany izany. Ny fahaiza-mifandray eo amin’ny samy malagasy |
En résumé, les actions proposées à la tpflm consistent au redressement financier, cela signifie qu’il faut tenir compte l’équilibre financier, c’est-à-dire maintenir l’équilibre entre les trois fonctions investissement, financement et exploitation. De plus, il faut maintenir la rentabilité, c’est-à-dire l’amélioration ... |
Iray etsy; roa eroa; telo dia asa! |
Ny antithése dia sarin-teny ampifanatrehana toe-javatra roa mifangarika na toa mifanipaka mihitsy aza, na misy ifandraisana ohatra; anton- javatra sy voka-javatra na tsia; natao mandrakariva hampieritreritra na hampivohitra toe-javatra mahatsikaiky na mampahonena. Eo amin’ny fampitana ny fanabeazana mifototra amin’ny m... |
Efa maro tokoa ny lesona azo notsoahana tamin’ny fomba nananganan’ny mpanoratra ny tantara, araka izay nolazaina tetsy aloha. Mbola misy fanabeazana azo tsoahana ihany koa anefa ao amin’ny vontoatin’ny tantara, mba hahafeno ilay fanabeazana ny olona amin’ny maha-olona azy feno. Hozaraina zana- dohateny telo ny hevitra ... |
Hanatanterahana izany mba hahazoana manao ny fampianarana hifanaraka aminy hanamora ny fianaran’ny mpianatra araka ny taonany sy ny fitsinjaram-pampianarana misy azy18. Araka ireo, ny mpianatra tsirairay dia samy manana ny fomba fandrafetana ny fahalalany avy ary sehatra maro no hahafahana mijery izany fiavahany izany.... |
Ton. 1 ho malagasy aho |
Mandrindra ny fotoana marnpaharofirofy ny zanaka ihany koa no tena ahatsapana ny fitiavan-dreny, satria tebiteby fatratra ny an’izay mety hanjo ny zanany izy ary tsy mahita tory hitsy. Toy izao no ilazan’i abel ratsimba azy izahay ra’oriory ianao tsy mahita tory tsy hadino ireny akory, v. A. , lah. 43 tsy natao hiara-d... |
Rehefa taterina mivantana ny mpisolo manondro dia tsy miova ny endriky ny teny sy ny rafitry ny fehezanteny. |
Opposant ny fahafatesan- drainy ny fahasahiranana |
Ny vady an-trano sy ny azary ka niloa-bava izy hoe manomboka ny masonandro niany dia tsy mihambana mikambana aminao intsony aho sady notefahiny ny kibon’ity zandriny ary dia lasa nizihitra ngezabe nanomboka teo. Teo no tena niatombohan’ny anaran’izy roalahy hoe tsimihambana sy bekibo. Nisara- toerana nanomboka teo izy ... |
Araka izany, ny fatina antevolo dia tena ihatahan’ny mpiara-monina tanteraka. Na eo amin’ny fikarakarana samihafa, na eo amin’ny fifanampiana, eny fa na ny fandevenana dia anjaran’ny tompom-pahoriana. Ireo olo-maloto tahaka azy no mety ho afaka manampy azy raha toa ka misy. Izany hoe ireo samy antevolo ihany no mikarak... |
Lisitry ny sary |
Nombre des membres fondateurs |
Ny sira dia vato haranana ny lovia dia vakim-bakoly; ny anana no tena anana nalaina teo an-tanimboly! |
Ny fitenin-drazana dia entina manalava ny fitenenana mba hanamafisana izay hevitra lazaina. Ny famerimberenana na ny fampiasana azy mifanesy sy matetika ao amin’ny lahateny dia mampitombo sy manamafy ny tanjany eo amin’ny fandresen-dahatra ka mampifantoka ny itenenana tsy hisaina zavatra hafa ankoatra izay voalaza amin... |
Ny voambolana s y fo mba fitenin’ny mpanao rats y nofantenan’ny mpanoratra ampiasaina ao amin’ny tantara ny voambolana sy fomba fitenin’ny mpanao ratsy, hanamafisana ilay fangitangitahana. Vao mandre ireo voambolana ireo ao amin’ny tantara, dia mb? An-tsaina avy hatrany ny zava-doza mety hataon’ireo mpanao ratsy ka mit... |
Androy 509 118442 |
Ampiasain’ny olona ny teny rehefa manompa na manozona satria io no fitaovam-pifandraisana mahomby indrindra amin’ny fampitana hafatra sy ifanakalozan-kevitra. Maro ireo mpandinika nahatsapa izany. Anisan’izany i andré martinet19 izay nilaza fa ny teny dia fitaovana ahafahan’ny olona mifanerasera. Araka ny nambaran’i da... |
Mitalaho raha azo atao aza avelanao aho hitady tombony hatrany hatrany amin’ny fiainana eto an-tany izay mitady dia omena fitia manetry tena hitondra izao tontolo izao hanaja hanompo anao. 84 tononkalo ho azy 1987 tompo ô! Raha mba mivavaka aho, dia ny ho ahy hatrany, nefa ho’aho androany, |
Chalutier 183 hoy i be alexis tompon’andraikitry ny jono, monina ao ankiakandrefana, 58 taona, ny 25 martsa 2013 tamin’ny 2 ora ka hatramin’ny 3 ora sy sasany. 184be alexis tompon’andraikitry ny jono, monina ao ankiakandrefana, 58 taona ny 25 martsa 2013 tamin’ny 2 ora ka hatramin’ny 3 ora sy sasany. 185 palengre |
Fitambarany 90 67 |
Ny zava-nisy teo anelanelan’ny taona 1922-1929 |
Ry hazo an’ala, mikopakopaha mandihindihiza, ry hazo ao an-tsaha ianaro ny ankizy manao fampitaha 20 ka falifalio e ! Ny tonga hizaha ! |
Dans sa longue marche, l’association est aussi vielle que la vie en société. Dans une optique historique, il est important de distinguer les formes primitives ayant inspiré le mouvement associatif occidental de celles du mouvement associatif africain. |
Rehefa vita ny fanomanana dia mizotra tsara ny firotsahana an-tsehatra ombam- pandraisana anjara observation participante fanangonana hevitra amin’ny alalan’ny firesahana amin’ireo ambaratongam-pahefana rehetra, fidirana mivantana eo anivon’ny fiarahamonina. Tafiditra ao anatin’izany ny fiaraha-miasa amin’ny mponina mb... |
Fandinihana sy fandalinana 1 inona no atao hoe rtsinyr araka ny voalazanrny lahatsoratra, sy araka izay mba fahalalanao manokana. 2 tanisao ireo voka-tsoa sy voka-dratsy ateraky ny finoana ny tsiny ii fanitarana 1 inona no tena tianrny mpanoratra havoitra aminrny famerimberenany ny andian-teny hoe rheverinrny malagasyr... |
Antsapanana vohilengo |
Laingotiana felanjanahary, projet de financement de la boa madagascar dans la filière élevage des poules pondeuses, cas de la commune antanetibe mahazaza, mémoire de maitrise soutenue le 23 novembre 2005, université d’antananarivo, filière gestion degs |
Literatiora i |
Raha ny manodidina azy, dia azo heverina fa hampivelatra ny mpianatra tokoa. Ny fisian’ireo sehatra ara-panjakana mantsy, dia mety hanampy ny mpianatra hivelatra ara-tsaina sy hahalala ny zava-misy. Ny lapan’ny fitsarana, mitoetra manakaiky ny sekoly, ohatra, dia mety hanampy ny mpianatra amin’ny fahalalana ny tantaram... |
Toy izao kosa ny famborahan’i tanivo ilay fitiavan-tanindrazana nipololotra avy tao am-pony, ao amin’ilay sangan’asany, mitondra ny lohateny hoe tia tanindrazana ton 44 107 |
Tanteraka ny faniriany. I ketaka anefa tsy nanaiky izany, satria efa manana an i hasintany olon-tiany izy. Izy ireo rahateo no mitovy tarigetra ny amin ny tolona izay atao ho fanafahana an i madagasika eo ambany vahohon ny frantsay. Izany koa no antony nandavan i ketaka mafy ny fanirian i georges haka vady azy, satria ... |
Efa voalaza tany am-piandohana moa fa ravalisoa andriamihajamanana ratsizafy no tena anaran ny mpanoratra, fa anarana isalorany eo amin ny sehatry ny zava-kanto fotsiny ny hoe eric ravalisoa. Araka ny fanadihadiana natao taminy no nahalalana ny antony nisafidianany io solona anarany io. Voalazany fa mifaningotra amin n... |
Rehefa hariva madiva hisaraka isika e; in-3 raiso lahy ny dina hifampitsiarovana e! Aia, jô, ô, ô! |
Antanetikely- ambohijoky |
Nankeo antanimena25 ary tonga tao amin ity fiangonana ity ny taona 1913, marihina fa ho hita an-tsary eo ambany izany. Ny fiangonana katôlika kosa dia niorina taorian ny fiangonana fjkm izay narahan ireo fiangonana zandriny maro taty aoriana. Ny fanadihadiana nataonay tamin ireo tompon andraikitra isaky ny fiangonana n... |
Adjoint district |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.