text stringlengths 10 11k |
|---|
Iii. Resultats iii.1 caractérisation des ménages avant l’installation du projet iii.1.1 selon la statistique descriptive le tableau n 5 montre les résultats détaillés de la statistique descriptive des caractéristiques la population de la commune de marolambo avant la mise en place du projet. Tableau n 5 résultats de la... |
Ny olana mianjady amin’ny fampielezam-peo |
Miova kosa ny heviny amin’ny hoe mikopa-tanana mampiatoka fela-tanana izany hoe ny tanana no ampiasaina anaovana ny fihetsika mikopaka toy ny hoe mikopa- mosoara, ny mosoara no ampiasaina hanaovana ny hetsika, toy izany koa ny hoe mikopaka elatra; fa raha miteny kosa hoe mikopaka afo dia tsy ny afo akory no hanaovana n... |
Vehivavy tandapa. Ary nifampionona sy nifaneho fitia |
Seho v misioka vehivavy 1, valian’i vehivavy 2, taitra i gardien |
Farahehy tsy fifaliana zarazara tsy manontolo ’zay mamadika fitokiana tanalahy mora miova volo |
Masaky manenty ny fandroan’ny mpanjaka. La nalà ny fibira , fibira ntsika ao an- danitra ao , tinapa-doha amy zao i kaviokavioke e! Hoy babany ine, anako ine lahy , tsy hananako tsy roy tsy telo , ka tinapanareo loha ine , hangatahiko aminareo lahy ny lohany , mba ahazo rahany , fa ny vatany ro hanaovanareo azy , fa ts... |
Ora; ; e. ; 11ilc aua p; ’’ so l fin ! ’i oot! Fin? , ’. 5 0 0 fing. |
Fitaovan-tseratsera maro ankehitriny no eo am-pelatanantsika olombelona ary tsy mitsaha-mivoatra izy ireny. Ny radiô sy ny televiziôna, ny boky aman- gazety, ny mozika sy ny horonan-tsary, ny finday sy ny internet ary ny dokam- barotra sy ny kilalao elektrônika. Saika hita manerana ny tanàn-dehibe rehetra eto madagasik... |
Lesoka lehibe ny tsy fanajana ora diso tafahoatra nataon’i a satria seho telo 6 ora monja no namitany ny lohahevitra manontolo, izany hoe tsy ampy ny 1 4 ny ora voatondro ao amin’ny f. P akory, raha 40 ora no voalaza tao. Hany ka tsapa ho maivana ny fahalalana azon’ny mpianatra mikasika io lohahevitra io, satria nosafo... |
Tsy ny fanabeazana ara-tsaina ihany no notovozin’ny mpanoratra, fa nahazo ny fanabeazana ara-panahy ihany koa izy. |
A, tf 2 ny renikeliko , tak.105 178 v. A, tn 2 fitsaram-biby , tak.4-5 |
Andriamanitra o, raha azonao atao foany ny ririnina fa io no fe- potoana iketohan’hirifiry sy maha- ambavahoana ny nofonay mahantra ! |
Raha tsinjovina any ho any an-dakira ambanivohitra any ireo sekoly rindrina falafa gorodon-tany tsy mifafa solaitra tsy nahita loko bilabila sy maroko ankizy miandriandry zavatra ambony baobao latabatra ny fitafiany tsy tenenina dia lasa ny fisainana. Iza anefa no itarainana raha atao somongamonga amin’ity taona vaovao... |
Ity fampahafantarana ity dia karazana fanasana ihany na ho an’ireo mahalala na ho an’ireo tsy mahalala. Tsy ny anarana fotsiny no nampahafantarina ny mpanatrika fa ny fiainana ara-panambadiana mihitsy. |
Ny fanajana an’andriamanitra noho ny hasina hananany no soatoavina asongadin’ny finoana an ’andriamanitra. Ambara fa masina andriamanitra noho ny fananany hery lehibe ka nahafahany namorona izao rehetra izao. Izy no mifehy ny zava-drehetra nohariany. Fanampin’izany, tsy tia ratsy andriamanitra ka mila mitandrina ny olo... |
Ny haitsikera faharoa moa, dia ny an’i jacques tardif, mahakasika ny fomba fampianarana mahomby. Izany haitsikera izany, dia maneho fa ny fanatsarana ny fifandraisana sy ny serasera mandritra ny fampianarana no ivon’ny fahombiazana amin’ny fampitam-pahalalana. Izany haitsikera izany, no niaingana tamin’ny fanolorana to... |
Fitaizam-batana |
Aok’izay ny ranomaso fa tsy hampiverina azy akory ineny anie tsy handeha hankaiza fa hifindra sy matory. |
Liquidité réduite |
Fanamarihana ampahatsiahivina fa amin’ny teny malagasy dia mizara roa ny mpisolo tena mahaleo tena laharana voalohany amin’ny maro dia ny manavaka, izahay, sy ny tsy manavaka isika. Ny manavaka dia olona maromaro miteny ka tsy ampidirin’ny mpiteny ho isan’ny manatanteraka ny hetsika ambarany ny olona itenenana. Ohatra ... |
Kilema kilemalema |
Phase de preparation |
Jacques tardif, pour un enseignement stratégique, l’apport de la psychologie cognitive, les editions logiques inc. , 1992, dépôt légal, 1er trimestre 1992, p.91, la motivation scolaire est essentiellement définie comme l’engagement, la participation et la persistance de l’élève dans une tâche |
Poth j , l’enseignement des langues maternelles, volume ii, ed acct. Cipa. 1997 |
Ny tononkalo sy ny hira gasy |
Tombana fantarina raha mbola velona, afaka miriaria eto an-tany ny olona na tsia, vao lazaina fa maty fanomezana hery sy tanjaka ny vatana amin’ny fanohanana ara- tsakafo, dia fitsimbinana ny aina ao anatiny. |
Dingana fanontaniana sy valiny fanamarihana |
Rado sedra tandremo fa mifotitra any amin’ialahy izy. |
Andriamanantena lucien harivelo |
Alakamisy itenina |
Efa misokatra amin ny firenena maro ny ôrtôdôksa ary efa manova ny fomba fiasany. Amin ny ankapobeny ny fampahafantarana ny ortôdôksa dia efa manomboka miseho fa eo amin ny faneken ny olona azy no mbola olana, izany hoe, eo amin ny fomba fiainan ny olona ny maha ôrtôdôksa no mbola olana eo amin ireo olona manaraka io f... |
Solo mitohy mitaraina i fara marina tsy maizina ihany ity ny andro , mbola tsy hita be ihany ny momba an i fara? Varavarana misokatra efa nanao ahoana izy izao ry neny a! Mbola ho ela angaha? Rasesily e e e! Efa manao ny asany re raneny ao fa aza taitaitra ianao ry solo a! Solo ka ohatry ny ela loatra ka! Rasesily n in... |
Dubois r malagasy aho, edisiona md paoly-filles de st- paul antananarivo |
Ny asa fikarohana siantifika rehetra dia mitaky fomba fiasa hentitra. Ny antrôpôlôjia mandalina ny finoana amam-pivavahana koa noho izany dia manana ny fomba fiasa entiny miatrika trangam-piarahamonina iray. Manamafy izany i mompera razafintsalama adolphe raha nilaza fa raha toa mantsy ka tsy soritana teôria ny lalàm-p... |
Afobe61 izay itoeran’ireo voaheloka noho ny tsy fankatoavany an’i kristy andriamanitra teny amin’ny tontolo an-tanety; ny iray kosa paradisa, ipetrahan’ireo voavonjy noho ny fankatoavany an’i kristy andriamanitra. Amin’izany dia tsy fiverenam-pahavelomana akory no hita fa fitohizam-pahavelomana62, ka na ho amin’ny fifa... |
Présenté par raveronirina landy arivelo noro seheno |
Rehefa vita ny famerenana dia nirosoana avy hatrany ny fizarana lahatsoratra sy ny fanaovana vakiteny. Nampanaovina vakiteny mangina ny mpianatra izay mampiditra azy ao amin’ny tontolon-kevitry ny lahatsoratra. Taorian’izay vao nanatanteraka ny vakiteny môdely ny mpampianatra. Nasaina namaky mafy ny lahatsoratra kosa n... |
Bocar babaty literature. Blogspot. Com 2009 01- la tradition oral orale-litmld http documents cows communication gronier. Pdf littérature |
Goldenstein, op cit, tak 101 la representation de l’espace est intimement liée au fonctionnement de l’oeuvre romanesque. |
Sarotra azo ny mikasika ny 1 |
Dad ave lo |
Ireo tahirin-kevitra nampiasaina |
Nandritra ny 20 minitra no nanaovana ny asa ary avy hatrany dia notsaraina. Manery an-kolaka ny mpianatra hianatra izany, ka hanitsy ny tsy nety nataony. Manery ny mpianatra hanitatra ny fahalalana ananany koa. Azo atao mantsy ny manao fanontaniana manitatra ny sain’ny mpianatra, fa tsy voatery ho ny lesona foana no an... |
Sekoly mpianatra mpampianatra |
Mampahalala ny zava-misy ny malo. Misy toe-java-miafina na miharihary any anivon’ny fiarahamonina any, ka ampahafantarina ny mpiara-belona. Noho izany, filazam-baovao ny malo, satria mety ho nisy tsy naharaka ny fisehoan’ilay toe-javatra. Amin’ny fotoana anatanterahana ny malo no ahafantaran’ny besinimaro ny antsimpiri... |
Raha avy ny fahoriana, saino fa ho toy ny fandalon’ny fiambenana amin’ny alina no ho fandalony ao aminao. |
Forety, lafori’ty le frettes ou cordons, pc-tits cerdes de fer qui sont poses autour du mnyeu, pour i’emp cher de se iendre; on pose pariois des frette, provisoires sur 1e rnoyc u avant d’introduirc ! Es rais, ! Es frl’ttps detiniti1 es etant pnsees sur la roue tem1inee npres ia pose du bandage ta les frette pe, u ent ... |
Ny endriky ny fampianarana |
Arahaba r’ilay nohasoavina na rano na zava-maniry, na biby ambony sy ambany hary ny zava-drehetra na tany na lanitra izany dia indro novolavolaina adama mba hanolokolo ny zava-miaina rehetra eran’ny tany tontolo! |
Bory boribory borina |
Mpiasa rehetra sy ny tantsaha mpikambana. Ramatoa miarintsoa no misahana ireo andraikitra ireo ao amin’ny ta. Fa ambatondrazaka. Manampy izany andraikitra izany ireto asa hafa ireto fandraisana an-tsoratra ny zavatra mivoaka sy miditra amin’nyta. Fa. Ohatra ny vola, ny fitaovana, taratasy, na tahirin-kevitra famoahana ... |
Ho an’izay hitondra 1 toneo mihitsy aloha ny fo fa aza mifamaly resaka amin-javatra iray raha firehana tsy mira. |
Ny vatana taolanin’ny geja izay mandazo no indro miantso tazo handany izany hery mifofotra sy miady antenantenan’ady |
Fehiny mitarika fanadihadiana lalina, mba hahazoana ny hevitra raketiny ny lohateny fohy, izany hoe, mampametra-panontaniana ny maro hoe nahoana tokoa no misy ny krizy? Vokatry ny tsy fahaizana mampihatra ny pôlitika ve sa vokatry ny fitiavam-bola sy ny fitiavan-tena? |
Mila fantarina mialoha ny tanjona tiana hotratrarina eo amin’ny singa tsirairay mba hahatomombana ny asa fanabeazana. Tomorina ny tontolom-pifandraisana amin’ny beazina eo amin’ny lafiny vatana, saina ary fanahy. Asongadina ny famolavolana azy ireo ho olom- banona; hahay mitondra tena, hahay miara-miaina, hanam-pahendr... |
Toerana misy azy isan’ny kilasy isan’ny efitrano 1 ambohimanala 10 03 2 andoharanofotsy 16 08 3 iavoloha 10 05 4 mahabo 07 06 5 volotara 08 04 loharano zap hita amin’ny antontanisa voalaza fa amin’ny ankapobeny dia efitrano iray no ifandimbiasan’ny kilasy roa, izany hoe tapak’andro ihany no mianatra ny ankizy ; ny ao a... |
Izay amin’ny ankapobeny ny manodidina ny fampianarana, fa inona koa no andraikitry ny fanjakana amin’ny fampandehanana ny fampianarana ny taranja malagasy, ao amin’ny lycée moderne ampefiloha? |
Inona avy no tahirin-kevitra ampiasainao rehefa mampianatra? 13- inona no soso-kevitra hitanao fa hanatsarana ny fampianarana ny taranja malagasy, indrindra ny famakafakan-kevitra? |
Fitambarany |
Présenté par velonjanahary darhelle marie directeure de mémoire madame solo-raharinjanahary raharimalala anatolie, professeure titulaire et de direction de recherche à l’université d’antananarivo ecole normale supérieure 11 juin 2015 |
Mamitiana ity anarana ity dia azo avy amin’ny fanakambanana mpamari-toetra roa mitovy hevitra. Ny ray aman-dreny no tena manome io anarana io ny zanany ka lasa anaran-tsamirery natambatra izy ireo mba hampafonja kokoa ny hevitra hambara anehoana fa sady tiana no mamy. Ny mamy izay efa fantatra fa maneho fankafizana ary... |
Amboniavaratra |
Lk1 b2 voalohany àry tato ho ato izao, dia niseho ho nanajanaja ahy ery ianao, ovanao ny fiantsonao ahy, ka tsy ibakoly na inivo ohatra ny taloha intsony fa manjary ranivo kosa! Angamba misy antony izany fiovana izany? B sasiny fiovana angatahin’i bakoly fanazavana eto ny fanovana anarana fiantso. Ny mpamaritra isa voa... |
Tononkalo t poeta adala t1 |
Haimah mandrampihaona! Mamindra hay izany hafaliako! |
Mividy boky fianarana sy boky azo hanovozam-pahalalana x |
Tao anatin’iny tapany voalohany iny dia nezahina notrandrahina ny sehatra sy ny teôria nifotorana ary ny fomba fiasa mifanentana amin’ny antrôpôlôjian’ny sekoly. Nisongadina tamin’izany fa mivelatra amin’ny sehatra maro ny antrôpôlôjia mandalina ny fiarahamonina ka iray ao anatin’izany ny fanabeazana. Tao anatin’ny fam... |
Kidaom 11. Dia lasa ny andro nandeha ny volana 15. Aoka hajanoko hatreo ny tafa nisesy ny taona kanefa ny olana sao lasa resaka hafahafa hatramin’izao toa misy ihany ! Ny sisa holazaiko dia ny arahaba fa radoko koa dia teo hatrany arahaba radoko, etsy hataoko bà manohy ny tolona amim-pitsikiana arahaba fa tratry ny tel... |
Ny tantara foronina dia tantara noforonin’ny saina, miendrika lahateny lava. Tantara maneho ny zava-misy iainan’ireo mpandray anjara; natao mba hahafantarana ny toe-tsainy, ny andro iainany, ary ny zava-mihatra aminy 22 . |
Raha izay àry ny momba ny niainan ireto fianakaviana roa ireto ireo dingam- piainana roa nanaovana safidy ireo dia izao kosa andeha hampitahaina amin ny fianakaviana roa hafa sy ny filazalazana amin ny ankapobeny momba ny fiainan ireo mpiavy izany ihany eo an-toerana. |
Nanampy trotraka izany koa ny fiangarana nataon ny mpitondra teo amin ny lafiny fampandrosoana. Niangarana kokoa mantsy ny renivohi-paritany raha miohatra amin ny any ambanivohitra. |
Fahatsiarovana ao an-tsisin-tanimboly, misy fasana voavoatra dia ny fasan’i bakoly anabavy tiana loatra. |
Itondray safosafo aho, raha ho avy ianao, safosafo tsy re toy ny aloka, hifitsahako eo mba hianoka tsy sembanin’izay ahiahy mampihoala ny fo sy fanahy |
Fehezan-teny ahitana fehezan-kevitra mifamaly rafitra, mitovy vahana, mitovy hevitra no hita eto. Anombohan’ny mpiteny no ambaran’ity fifamalian-drafi-pehezan-kevitra ity. Mitovy ny vahana, mitovy ny hevitra, iaraha-mahalala ny hevitra ifandirana, midika ho fizirizirina izany ity fifamalian-drafi-pehezan-kevitra ity. T... |
Lohateny fomba fandrafetana boky fampianarana literatiora ho anrny kilasy famaranana, miainga aminrny tsikerana ny boky lovako t12, ny boky fary mamy t12, ary ny boky lagarde et michard, taon-jato faha-19r. Isan’ny takila 239 |
Fandikana 15mn |
Lohateny ny fomba filazan-javatra ao amin’ny tantara fandefa an’onjam-peo tarafina ao amin’ny zaza navela nosoratan’i natiora |
Kodidimborona mitsitsika ny fiaraha- monina, katsaho ny sakamalaho sy ny havozo. Ny mifanaja no tarigetra. |
Dreny lehilahy |
Ny finoana ny hery tsy hita |
Manaraka izany, tsy maharisika loatra koa amin’ny fianarana ny taranja teny malagasy izay tenin-dreniny ny mpianatra. Heveriny fa efa hay izany ka tsy ilaina ianarana intsony. Tsy miseho miharihary eo imasony rahateo ny tombontsoa entin’ny fianarana ity taranja ity eo amin’ny fiainany andavanandro sy eny anivon’ny seha... |
Hevitra raiki-tampisaka ao an-tsain’ny malagasy maro ny hoe ny marary andrianina miditra amin’izany ve ny fitsimbinana ny aina ? Eo anatrehan’ny firongatry ny faharatsiana maro samihafa fahita ankehitriny fandrobana, vonoan’olona, fanolanana, herisetra, soloky mbamin’ireo maro tsy voatanisa eto , aiza ho aiza ny fitand... |
Tsy mba afaka manoatra |
Eny amin’ny sisiny havanana ambany no ahitana ny laharan’ny takila. Natao eny izy mba hiarovana azy tsy ho rimbona angamba rehefa kirakiraina ny boky ; eo koa ny hoe mba hampisy endrika kokoa ny boky. Kanefa raha ny voalazan’i françois richaudeau, dia tokony ho eny amin’ny sisiny ambony no hasiana azy eo no mora ahitan... |
Ny vehivavy no ankabeazan’ny mpandry anjara amin’ny ôsi-baiavy. Rariny izany satria karazan-kira natokana ho azy ireo ny ôsi-baiavy. Tsy misy taonany ny fandraisana anjara amin’izany ôsiky izany, saingy ny matanjaka no tena manatanteraka azy. Misy koa anefa ny lehilahy mandray anjara amin’ny ôsi-baiavy, indrindra ny za... |
Wellek et warren, la théorie littéraire, collection poétique, edition du seuil, paris 1971 boky tamin’ny teny malagasy 13 ed andriamalala, ny fanagasiana, librairie mixte, antananarivo, 1974 14 m fety, fanabeazana sy fiainam-pirenena, edition antso, imarivolanitra antananarivo 1985 15 hm rabemanahaka, tantaran’ny fanab... |
Fahasimban’ny toe-tsaina sy toe-panahy |
Estimation des couts les coûts de ce module de formation sont estimés comme suit tableau 6 |
Akôry menagala, vaiavy, tsy atao latety, ga o ; tsy angalam-baiavy izio ô ! O ! Fa evan-kijany, lahy è ! Kiaka ny andro, vaky ny masôva. Ali y ny andro, vaky ny davôla a. |
Tsi tsimanato ve ? Andraso aloha tohiziko hoe mangovitra |
Lakanina ampiasana lakana 2 tambazana omena vola na zavatra ho takalon’ny herim-po na fahasahiana ft. Tamby |
Jo andrianasolo |
Eny e! Raha tiana handroso ny firenena eny e! Tsy maintsy hajaina ny an’ny tena aza very manenjika ny any am-pita hajao ireo navelan’ny razantsika |
Miova ho zana-peo sosona koa ny zana-peo i sy e mirafitra amin’ny mari-pirindrana vi- ka manome vi a vya vi e vye |
Mikaro-pahalalana sy manovo hevitra |
Aogositra 2013 |
Ny namana, hoy i régis rajemisa raolison dia, olona miara-dava amin’ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy ny fitovian-toetra.75 ny fifankatiavana izay misy ao amin’izy ireo no mampifamatotra ny mpinamana. Namana akaikin’ny poeta ireo poeta namany , satria mitovy ny tanjona kendren’izy ireo. Ny endri-pitiavana ifamato... |
Mifototra amin’ny famantarana ny fanontaniana eto satria ny hevitra raketin’ny tenin’i dr joely ihany no kendreny hoeken’i rivo noho izy ireo mitovy fiteny ampiasaina. Mifototra amin’ny famantarana noho izany ny fitenenana eto. |
Ny fiomanana tsy ataon’ny tantsaha taloha ambanin-javatra ny fanomanana alohan’ny asa satria miantoka ny fahatomombanana sy ny fahatsaran’ny vokatra any aoriana izany. Mivory ny isam-pianakaviana manapaka ny andro iasana ny tanin’ny tsirairay, manapaka ny datin’andro hanombohana ny asa ihany koa izy ireo. Mitandro ny f... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.