text stringlengths 10 11k |
|---|
Ohatra 9 lakroa , tamin’ny 04 may 2004, laha. Faha- 3371, t 2 |
Raha miantomboka amin’ny zana-peo a-, e-, i- ny fototeny dia miteraka -w- ny tovona m- amin’ny endrika tokana. Ohatra m-aka m-w-aka mwaka volana m-ezi m-w-ezi mwezi taona m-itu m-w-itu mwitu ala |
Eo amin’ny lafiny jeôgrafia |
Les objectifs spécifiques en premier lieu, il est du devoir de cette entité d’assurer l’accès de tous les enfants à l’éducation fondamentale. Cela correspond aux critères établis par les objectifs du millénaire pour l’atteinte de l’education pour tous. En second lieu, il est aussi dans son rôle de maintenir les élèves ... |
Ny endrik’ireo mpandray anjara |
Voan’ny alifisaka ty! |
Tsy maintsy mbola ho avy ny fahafatesantsika izao ka mivonona miambena, aza mba mangataka andro va lah 10 |
Lahatsoratra nosoratan-drandriamiadanarivo, hanitra, laharana i lahatsoratra nosoratan’i louis paul randriamarolaza, tak 118 |
Investissement |
Fafana maneho ny isan’ny mpampianatra 2018-2019 |
Fototra iray lehibe iorenan’ny fiainam-pirenena ny fampianarana. Izany sehatra izany mantsy no heverina fa tsara sy ambony indrindra, satria, izy no mamolavola sy manabe ny olom-pirenena rehetra. Raha tiana àry ny hananan’ny firenena iray ho avy mamirapiratra, dia ilaina ny manatsara ny sehatry ny fampianarana. |
Mila fitaovana maro ihany koa rehefa manatanteraka ny ta y faty ny omby, ny vary, ny kafe na ireo voamaina hafa hatao sakafon’ny mpanotrona. Tsy manana ny hoenti- manana amin’izany anefa ny mponina etsy ankilany ihany koa ny fotoana izay tsy maintsy afoy hanaovana izany momba izany. Noho ny fahasahiranana dia mirona am... |
Talohanao anefa izany fa ankehitriny dia ianao, rahampitso ianao ihany mandrakizay ny fony ho anao. |
Ao ambanivohitra ao misy feo toa mitsitapitapy ’zay manako aok’izany any an-tsefam-batolampy, miandry famonjena, hono, nefa isika toa variana, ka tany haolo hany sisa no mivetso fahakiviana. |
Libellés 2009 2008 achats consommés 242 037 306,04 54,82 194 697 404,81 52,74 services extérieurs et autres consommations 31 265 444,08 7,08 40 285 369,39 10,91 charges de personnel 93 668 257,43 21,21 76 567 768,56 20,74 impôts, taxes et versements assimilés 15 950 997,54 3,61 19 753 642,53 5,35 autres charges opérati... |
Masoandro amam-bolana, hoy ny ohateny, mazàna ilazantsika koa azy ireny, tanan-kavia sy havanana, hono, àry ka izay didian-tsaroa-maharary. |
Mpandray anjara ifaneraseran’ny mpandray anjara fototra, ary mampivohitra azy. |
Hoy ny mpandinika iray ny fandrosoan ny fiarahamonina afrikanina dia midika ho fanariana tsikelikely ny maha izy azy sy ny fahendreny. Ao anatin izany dia mivadika ny toe-javatra ny fananana iombonana lasa fananan olon-tokana, 125, ary aleoko very tsikalakalam-pihavanana toy izay very |
Fanofanana ny vehivavy ara-pitantanana |
Eo amin’ny lafiny finoana amam-pivavahana |
Danielle fouilloux anne langlois alice le moigné françoise spiess madeleine thibault renée trébuchon, 1990 |
Eo amin’ny toe-tsain’ny tanora, dia tsy vitsy ihany koa ireo endri-javatra mahavelom-panantenana, araka ny itateran-dratrema william azy. Anisan’izany, ny fananan’izy ireo toe-tsaina tia karokaroka, ny fahaizany maka tahaka izay hitany fa tsara avy any ivelany, ny fananany herin-tsaina hiatrika sy hanohitra izay toe-ja... |
Izay no vita ny tantara, mifarana eto ny amintsika. Tsy misy intsony ve no hambara? Ity fihetsikao, dia mangatsiaka! |
D’antongil. Zac zone d’amenagement concerter tpa tanora mpikambana ankiakabe ceg collège d’enseignement général cepe certificat d’etude primaire elémentaire capen certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale epp ecole primaire public |
Ireo fihetsika nataon’ny mpanjanaka tamin’ireo marary sy ny manodidina azy ireo no nanetsika ny hambom-pon’ny malagasy. Niezaka ny olona hitandro ny fahadiovana mba hisorohana ny aretina kanefa mbola nisy ihany ny marary sy ny maty tampoka. Tsikaritra àry fa toa aretin’ireo olona tsy azoazon’ny mpitondra na koa aretin’... |
Aviez-vous respecté des procédures de transparence ? Voahaja ve ny fepetra hampiharana ny fangaraharana? A. Oui eny b. Tsia 15. Possédez-vous les preuves nécessaires attestant cela ? Misy ve ny porofo manamarina an’izany ? |
Roche. L’étude des langues vivantes. Press universitaires de france. Paris. 1955 |
Ny fanabeazana novoizin’i hajaina ao amin’ireo piesy teatraly sy tantara an’onjam-peo nosoratany io no lohahevitra nampitondrainay ny asa fikarohana. Rehefa nataonay mantsy ny fandinihana ireo piesy teatraly sy tantara an’onjam-peo maro nosoratan’i hajaina, dia hita fa ny tara-kevitry ny fanabeazana no mivalampatra ind... |
Aba aba, angkat akatra, besar betsaka, buka voha, getar hitaka, kertas taratasy, sumpah ompa, tua toa, tunggal tokana |
Ravahin-dangolangon’ny dina tsara fehy, mivetsovetso an-kira ’reo lalana niarahana singirin-dokalokany mikalo ny ho doria, miray sy mifangia tokoa tokoa tokoa dia dina tsara fehy 10 mitokotokoho hehin’ ny fo miara-droa tokoa tokoa tokoa an-dalana iarahana mandrivo-pahafahana 15 angamba! Izay no fifaliako! |
Ny endrikao nalandilandy matromatroka sy vasoka ; raha miteny aza isika, feo gorera kasokasoka. Ny fitiavantsika kosa anefa tsy mba lefy tahaka izany oharina garanadrelina efa antitra. Lozodozotra fa mamy.214 anoharana fampahatongavan-tsaina ny mpiara-belona aminy manoloana ireo trangan-javatra mety tsy hampandroso no ... |
Les logiques de clients ne sont pas celles des vendeurs |
Dinitra lahateny mandresy lahatra mitarika ho amin’ny fandrosoana fampandros oana manabe voho ny fahalalana manitsy ny fihetsika amam-pitondrantena eo anatrehan’ny famolavolana lahateny mizara fahaiza-manao |
Em mifampitohy |
Résultat d ’ exp loitation e ? Actif |
Santionany amin’ny lahateny fahita matetika ao anaty gazety ireo narosonay teo ireo. Nezahina nasongadina tamin’ny fanoritsoritana ny toetrany ny mampiavaka ny lahateny an-gazety. Mitaky fahalalana manokana ny asa fanaovan-gazety, satria ankoatra ny fahafehezana ny tontolon’ny serasera dia tokony hanana ny fahaizana mi... |
Fampias ana ny fehezanteny mivadi-drafitra |
Zavamaniry atao ody |
Manerika maraina |
Izaho-izy-nahita io an’ny roa nahita an’io faharoa io aho . |
Ny ceres na centres de renforcement educatif et scolaire , izay adikanay hoe ivontoerana fanamafisana ny fanabeazana sy ny fampianarana , dia fandaharana asa tontosain’ny fikambanana promes. Araka io anarana entiny io, dia miompana amin’ny ’’fanabeazana sy fampianarana’’ ny asa fampandrosoana imasoany, ary miantefa any... |
Voafidy ho mpikambana tao amin’ny kômity fampiraisana ny fiangonana l. M. S, ny f. F. A, ary ny m. P. Izy. 17 aogositra1968 filoha mpanampy tao amin’ny synôda lehiben’ny f. J. K. |
Vokatra lalim-paka |
Tsy dia nahitana taratra an’izany ny fandinihana nataonay. Ny azo ambara dia rehefa hilaza tombatombana vao miverin-droa ny mpanondro toerana ka ny endrika ho no manelanelana ireo mpanondro roa. |
Tetiarana momba ny zafindravononana sy zafin’i bokony kisary1 arbre généologique momba ny zafindravonona ; zara no laidama ao aminy i kisary2 arbre généologique momba ny zafin’i bokony ; totozy edmond no laidama ao aminy iv |
Teo amoron-drano |
Niaina tamin ny fiarahamonina roa samy hafa i sahondra teto antananarivo sy tany marovoay. Nifindrafindra toerana i clarisse ratsifandrihamanana teto antananarivo 1949 1954, 1958 , tany marovoay 1956 1958 tsy mitovy ny kolontsain ireny fiarahamonina ireny. |
Toy izao no nandrasana mitrongy vao homana. Ankoatra ireo, dia fampiasan’ny mpanoratra matetika ihany koa ny fampilaharana teny na andian-teny mifanohi-kevitra. Ohatra iray amin’izany no hita ihany koa ao amin’ny hoe mahantra mpanankarena ny gasy, fa manankarena mahantra362 , izay mandoko fampieritreretana ny mpamaky. ... |
Mitaraina ny tany 5 trimofoloalina 1 |
Ny renifeo mp indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo f malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny. Ohatra 2 mp f- empat efatra, empedu afero |
Aiza ihany rabeniomby? |
Fa izany zavatra izany dia mbola tovanany fampianarana momba ny literatiora malagasy sy ny teny malagasy. Toy izao no voalaza ao amin’ ny inona no fandaharam-potoana anio alatsinainy tompoko? Fanabeazam- boho ny zava-kanto malagasy ka inona no atao amin’izany manazava ohabolana tranainy ireo ela nihetezana ka lava volo... |
Ny approche exclusive na dia teo aza ny fiarahana tamin’ireo mponina dia nisy ihany fotoana somary nampihataka ny mpikaroka mba hahafahana mahita izay zava- misy marina sy ny lesoka eo amin’ny fiarahamonina. Izany dia mba tsy hahatonga ny mpikaroka hanao jery faobe na hitsara fa mandray sy manadihady ny zava-misy. |
Andalana maromaro mitambatra no manome andininy. Andininy iray na mihoatra no mandrafitra ny tononkalo iray. Amin’ny ankapobeny, dia mampiasa andinin-tononkalo tokana, fohy, ny tenany rehefa hanome torohevitra tsotra, mivantana ho an’ny mpamaky hiatrehana olana, na hanitsian-kevitra, na hanambarana tsy fetezan-javatra ... |
Fehiny naseho tamin’iny zana-pizarana iny fa azo sokajiana roa ny mari-pizahoana matoanteny izay faritan’ny hodidina. Andaniny ireo manambara fanombanana tsara ratsy toy ny matoanteny maneho toe-po sy ny matoanteny enti-mivolana. Ankilany ireo mitory fanombanana marina diso mampisalasala tahaka ny matoanteny maneho fah... |
Ireo rehetra ireo no mitaky ny tolo-tànana samihafa na eo anivon’ny fiarahamonina na ho anay mpikaroka manokana. Mitaky finiavana sy risi-po ary ny hoenti-manana avokoa anefa izany rehetra izany. |
Dia nataon’andriamanitra hanehoany ny voninahiny hatrany izany. 280io ny teny nataon’i bema tamin-drahary nentiny nampaherezana azy raha kivy teo amin’ny fiainana izy. Ao amin’ny rôm 8, 28 no ahitana io tenin’ny soratra masina io fantatsika koa fa ny zavatra rehetra dia entin’andriamanitra hahasoa izay tia azy, dia ire... |
Bessiere j et bloch m littératures et genres littéraires. Evreux. Paris. 1978 |
Nenibe mivanitiha eo foana fa tsy hampiova na inona na inona akory izany? |
Ii.4.4.3-ny fahazaran’ny tantsaha |
Matières premières |
Manantena ny hiara-belona sy hifaly havanja eto an-tany ny olona, kanefa tsy natao tsy ho tana izy iny , izany hoe tsy maintsy misaraka ny olona rehefa tonga ny fahafatesana. Maneho izany fahadisoam-panantenana izany ny hoe indrisy, tsy tompony intsony mantsy raha ity ’zaho mety nihevitra ny ho tompony izany ilay nilao... |
Nanomboka teo amin’ny fahadimy amby roampolo taonan’i bako ny tantara, ary mifarana eo amin’ny fahatelopolo taonany eo ho eo. Zava-nitranga nandritra ny dimy taona eo no tantarain’ny mpanoratra ato. Hita taratra amin’izany fa teo anivon’ny fahatanoran’i bako tanteraka no niseho ny tantara. |
Fanokafana ny ady hevitra ny interrogation oratoire ny mpifanandrina na fanontaniana tsy ny mpandray hafatra miandry valiny |
Maneho ny fiheverany fa fanahy no olona ratrema william mpandinika, saingy manamafy fa ny fanahy no fototra maha olona ny olombelona ka iavahana amin’ny zava-boary rehetra sy ny maha ambony azy noho ny biby 89 nomen’ny mpanatontosa ny lahateny kabary am-pianakaviana anjara toerana miavaka ireo mety ho filamatra teo ami... |
Nampiasana ihany koa ny epanode mba handokoana ny alahelo mibosesika vokatry ny tsy fahazarana ilaozan’olon-tiana. Mivohitra ao anatin’ity tononkalo fanamarinam-ponenana ity izany. Ianao milaza tratra hariva ianao miangoty mbola hody fa lavidavitr’eto, izay akaninao izay ka tsy maintsy tsy maintsy miainga ianao |
Occupations aux jeunes ruraux pour éloigner l’oisiveté, et pour les rendre à aimer travailler la terre qui est un grand facteur pour le développement de l’économie de la région et même de l’île en entier. |
Mandalo vanim-potoana anankiroa miavaka tsara ny mponina ao amin’ny kaominina ambanivohitra andranovorivato ao anatin’ny taona iray, dia ny vanim-potoana fiakaran’ny vary sy ny vanim-potoana mahalany ny vary. |
Mpihaino na ny mpamaky izy ireny. Natao ihany koa mba hambaboana azy ireo hankafy ny fomba fanehoan-kevitr’ilay mpanoratra. |
Hoy indray izy mitatitra izany lasa mpanjaka mamim-bahoaka teo anivon’ny fianakaviana ramiaro kely fahiny tak. 19 . |
Lafiny serasera |
Tao anatin’ny enim-bolana |
Processus d’amélioration |
Mama, impiry moa aho no efa naniry hiantsa ilay fitiavanao tokana aman-tany fa tsy ananako ny teny hoenti-manambara izany impiry akory aho no niezaka |
Soa tonga dia alaivo ry koto ny kaopy fa izaho hanisy siramamy ireto a! |
Ny anjara asan’ny ray |
Teny ihany anefa izany ka teny, fa na ho lany andro hamira vava ny tsiny eto aza isika, kanefa ny atao tsy araka ny marina sy ny hitsiny, dia ho toy ilay boka mievina ihany isika, ka afa- drofy anio fa mivindina indray rahampitso. Koa mba tsy 40 hananan- tsiny àry dia aza ny lohasaha mangina no jerena fa andriamanitra ... |
Hegel. Les preuves de l’existance de dieu. Traduction. Introduction et note 1947 d’henri aubier. Edition montagne b. Quai. Paris. |
Anisan’ny zava-dehibe amin’ny asam-pikarohana ny mikasika ny mponina ’’ny mponina kasinga fototra hanorenana tetikasa na fandaharana asa fampandrosoana’’20 hoy ramanda. |
Tahaka ny malagasy rehetra, isan’ny nandala ny tsiny sy ny tody ny mpanoratra amin’ny maha arofanina ireo hery tsy hita ireo. Mahatonga ny olona hitandrina amin’izay ataony ny finoana ireny. Io ihany koa no fitsipika natao hisorohana ny korontana mety hitranga eo amin’ny fiarahamonina. |
Jolay 1979 ratsimaholy francinet |
Ny isan’ny mpikambana 61 |
Noferako tsy ho fantany ny hadalàna vitako tsy nolazaiko taminy ny lasa sy ny omaliko nafeniko tsy ho hitany ny fiainana efa hitako fa ny ankoatr’izany, notsoriko, navaliko ! |
Fizarana iii ny romantisma ao amin’ny tononkalon’i elie raharolahy |
Amin’izany tratry ny harerahana; ny hanohanana noho izany ny vahoaka, araka ny nitateran’ny mpanoratra izany eto amin’ity ampahan-tononkalon’ity mitantara ny tamboho fa tantara be leiroa tamin’ny nanangana azy tsy mba nisy vazivazy niandahy, niambavy nanana ny anjarany avy ny mpiray dina tamin’izany. |
Fafana 04 ireo tale nifandimby tao amin’ny akany |
Noravan’andriamanitra ireo firenena ireo tamin’izany ka i lota sy ny ankohonany ihany no voavotra. Ambaran’io tononkalo io fa ny olombelona amin’izao fotoana izao, dia manaraka ny toetran’ireo olona tamin’izany fotoana izany. Hoy ny tononkalo maneho izany tompo o! Raha izao ilay paradisa noharianao teto an-tany anaran-... |
Ity endri-pampianarana ity dia tsara ampiharina. Araka ny voalazan’ny mpikaroka, ny mpampianatra dia mpandrindra sy mpanentana fotsiny ihany ny ao an-dakilasy6. Ny zavatra rehetra araka izany dia tsara raha iaraha-misalahy amin’ny mpianatra ny fanatanterahana azy. |
Ao indrindra koa ny fampiasana sarin-teny manendratra, hanaitra ny fo sy handona ny saina na ny rivotra no hiantonta na ny hainandro no hianjera and 17 antsy be tsara ranitra ny vavan’ny olona antitra sabatra roa lela ny tenin’ny olon-kendry and.8 ny filazana zavatra marina tsy azo iadian-kevitra, amin’ny fotoana ilàna... |
Boba bobaboa mambobaboba mambobaboba 30 bontana bontambotana mambotambotana |
A, tf3, sarotra alamina , tak. 89 224 v. A, tn6, nalevim-belona |
Araka izany dia tokony hampitomboin’ny ceres 5 ny isan’ny mpianatra raisiny. Mba farafaharatsiny io, izay hanome ny 1 4 -n’ny mpianatra ao amin’ny kolejy. Sady amin’izay ihany koa mba mitombo ireo mpianatra tantsaha voaray izay heverina fa manana otrikery tsara ara-tsaina sy ara-panahy. Noho ny toerana voafetra mantsy,... |
En outre, dans un monde d’une extrême diversité, habité et tenté par de nombreuses idoles, l’eglise se doit aussi d’expliquer, de clarifier, d’éclairer. Pour cela, il lui faut prendre toute sa part dans la communication actuelle, avec des outils performants et la mise en uvre judicieuse des compétences. L’apport de l’e... |
Na izany aza anefa dia miankina amin’ny sehatra ny fahazotoan’izy ireo hahatonga azy ho maro an’isa sy hahazo vahana amin’ny fandraisana andraikitra. Mety ho antony miankina aminy na tsia mantsy ny mahatonga azy havitrika na halaina. Raha ny mpikambana ao amin’ny birao amin’ny sehatra isan-tsokajiny no resahina dia mis... |
Zola ne s’en tient pas a la description réaliste de la mine. Il laisse libre court à son imaginaire et transfigure d’une façon poétique sa dimension visionnaire à travers cette réalité. Dans cette partie l’auteur va démontrer l’injustice sociale dans la quelle les mineurs vivent pour leur libération. A dénonciation d’u... |
Fizarana dingana |
Misaina indrindra indrindra |
Noheveriko ho mpanjaka fa hay koa mpanompo ilay tompo izay ninoako ireo masoko jambena nitady volamena gaga raha nahita azy nandohalika nikitika nanasa ireo tongo-bakivaky. |
Mba hitady vatosoa homeny anao irery nandeha tsy an-tery ka sitrakao moa ? |
Ny gradation fandaharana an-tanan-tohatra ny zavatra tanisaina no atao hoe gradation manao lanja miakatra ny gradation gradation ascendante raha mihahentitra ny hevitra, na mihalehibe ny zavatra tanisaina, na mihamafonja ny fomba filazana azy. Andeha handray ohatra avy hatrany, avy ao amin’ny tononkalo. Sa ianao mihits... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.