text
stringlengths
10
11k
Manoloana ny fanamaivanan’ny olona sasany ny lanjan’ny fahadiovan’ny vatana, ny trano fonenana, sy izay rehetra ao aminy, ohatra, dia asongadina’ny mpanoratra fa endriky ny fahaiza-mitondra tena ny fahasarotam-piaro amin’ny fahadiovan’ny trano onenan’ny tena sy ny fanaka ao anatiny , v. A, tak.42 azo itarafana ny mety ...
Rehefa misento izy vonto daholo. 395
Ary hiezaka hanavaka ny tsara sy ny ratsy. Ny zavatra lehibe tiako ho hita alohan ny hivoahako ny trano eto kosa, dia ny fiverenan i sahondra eto aminareo. Tsy te hanivaiva ny foto- pinoanareo aho, ry dada, fa te hiara- hamaofy hevitra sasantsasany aminao fotsiny ny aiza ho aiza ao amin ny baiboly no anankinanareo miva...
Fa angaha misy lehilahy matanjaka tsy miasa aty? Hoy i feno gaga misy be dia be, hoy ny navalin’i voavy. Hitan’ialahy ireny tovolahy maloto fitafiana eny an-tsena, mitangorona eny an-tsisin-dalana, na manao ireny dia eny amin’ny arabe ireny, tsy misy miasa ireny fa nahoana? -tsy ampy ny olona rehetra eto antananarivo a...
Tsy nankasitraka ireo ray aman-drenin’i mendrika
Chapus g et mondain g, 1959, un homme d’etat malgache rainilaiarivony, paris, deloutremer, 402p cohen-bessy a, 1927, la prediction ou la vie de rainilaiarvony 1828-1896 , paris, l’harmathan, 303p davallon j, mars- avril- mai 2002, comment se fabrique le patrimoine ? In sciences humaines hors-série n 36, pp74-77 dhale, ...
Suberville, op. Cit, p.188 la metaphore est plus riche de signification que l’expression directe
Hita teo ny zava-nisy niainan’ny mpanoratra teo anivon’ny fiarahamonina sy ny firenena izay namolavola azy, ka nisy akony teo amin’ny asa sorany. Nasongadina tamin’izany ny fianarana norantoviny sy ny mari- pahaizana azony, ny asa sy ny andraikitra sahaniny eo anivon’ny fiarahamonina, ary ny zava-misy teo anivon’ny fir...
Mahagaga 1. Fo malahelo ny sento mangina no indro misoko manepotra izao fa indro ’lay andry natao hitokiana manimba ’lay voady izay efa natao
Fady ohatra ny mandaka rindrina fa mahafaty raibe sy renibe. Entina hiarovana sy hikojakojana ny fananana mba aharitra izany amin’ny fitaizana ny ankizy. 25hoy andrianampoinimerina tsy mahazo mandotra ny ala, , andrao maty fara iarovako azy ho anareo hiany tantara ny andriana,1908 731. 26 journal officiel de madagascar...
Ny firaisankina lazaina fa misy anarany sisa toa fofon-tsaosisy tsy miditra am-bava na dia be mpitady samy mandeha, samy mitady! 184 anisan’ny resahin’ny mpanoratra ihany koa ny fahasahiranan’ny olona eo anivon’ny fiarahamonina. B ny fahasahiranana mipetraka eo amin’ny anjara toeran’ny raiamandreny ny mpanoratra raha m...
Département de langues et lettres malgache-oniversiten’antananarivo
Toa zava-baovao amin’ny sofin’ny olona ny fihenoana izany tantara tsangana manainga fototra izany. Mipetraka ao an-tsaina avy hatrany ny fanontaniana amin’ny fomba hoentin’ireo mpanatontosa azy. Notsotsorina arak’izay anarana iantsoana azy izany ny fanatanterahana ny tantara tsangana manainga fototra, fa tsy nampanarah...
Tia ilay olona iray mahay mahazo avy hatrany izay mihatra ny malalany, tsy voatery manontany.
Maintimolaly fihirana natao hiderana an’andriamanitra. Tak.6
Vakiteny f araka ny fiheveran’i dadabe eto, nahoana no tokony hijery andro amin’ny fanambadian’i raivo? V amin’izay tsy ho sampona ny raharahan’i raivo.
Mahatery ny olona, dia mandray ihany izy ireo na dia amin’ny andro nataony ifadiana aza. Izany no mampiseho fa olona azo ianteherana ireo mpanandro ireo. 3.2.2. Ny fomba atao eo amin’ny fanantanterahana ny fanandroana.
Fanentanana ny olona tsy ho kivy amin’ny fitadiavana, na dia sarotra aza ny fiainana no novelabelarin’ny tarika ramilison ao amin’ny renihira. Miverimberina matetika ao anaty tononkira ao ny fampahafantarana ny tarika sy ny fahaizany mba hisarihana ny mpijery hitehaka fa anio fenoarivo besigara dia tena ho fantatrao ma...
Azo ambara ho anjara asa lehiben’ny literatiora ny fampitan-kafatra amin’ny manodidina. Avy amin’ny hafatra hampitaina iny ny mpamaky tsirairay no mandray ny fanabeazana sahaza sy tandrify azy avy. Maro ireo hafatra nampitain-dratsimaholy francinet ho an’ny mpamaky ny asa sorany. Anisan’izany ny lafiny ara-pitiavana; n...
Matetika rehefa miresaka fomba amam-panao ifangaroam-pinoana dia maro no mitsara sy mihevitra fa fanompoan-tsampy sy finoanoam-poana izany. Ny fanandroana tokoa no lohahevitra ifotoranay ato anatin’ity asa fikarohana ity. Izany dia mampanontany tena anay hoe inona no maha-zava-dehibe ny fomba nentin-drazana? Ahoana ny ...
Http fr. Wikipedia. Org wiki concile
Andl 13, 14 tsy nahita tory ary lany voamena, tsy nahatelin-kanina mba ho an’ny tena
Gurvitch g dialectique et sociologie, flammarion paris ,242 pages 1962
Indrisy, manodoka ’zato loko ambaranao fa haizim-pito mitankosona lazaina manga tsotra izao.
Weber jean paul genèse de l’oeuvre poétique. Gallimard. Paris. 1960. 564 p. Wellek rené et warren austin la théorie littéraire. Edition du seuil. 1971. 396 p. Zeraffa michel roman et société. Puf, collection supérieure. 1975. 184 p. 1.3. Rakibolana firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy ravelojaona dictionnaire en...
Ny mpanoratra malagasy iharilanto patrick andriamangatiana.
Va1 vondrona ambara 1 boky mirakitra ny tononkalon’i eliza freda va2 vondrona ambara 2 boky mirakitra ny tononkalon’i samuel ratany
Ao ny teknôlôjia ny telephone, ordi ny vaovao, friperie ny akanjo tonta aza manjary azon’ny roan-jato ariary ka ilay korotofahana iny mba mitafy ankehitriny mitovitovy avokoa ny entana amidin’ireo tranom-barotra rehetra toy ny fitafiana, sakafo fitaovana ilaina ao an-dakozia, fiara, sy ireo vokatry ny teknôlôjia vaovao...
Ny literatiora
Ny tanjon’ny unesco sy ny fisehon’izany ao amin’ny gazety
Hahazoana mamaly ny fanontaniana momba ny fanatodihana ny fampianarana ka mety ho azo atodika na amin ny fahazoana na ho amin ny serasera izany. Misy araka izany ireo paikady mahomby ampiasaina amin ny famakian-teny izay ahitana ny dingana fandetehana, fivezivezen ny fijery, fiverimberenana lavidavitra kokoa, fampifand...
Mémoire de capen, ny tantara foronina notsongaina tao amin’ny gazety vaovao frantsay- malagasy 1945-1957, antananarivo
Ii.4.3. Ny fehezanteny takon’ila
Nampitaina tamin’ny alalan’ny mpianatra
Araka ny hita ao amin’ny fafana, dia tsy mitovy ny fifanovam-peo eo amin’ny teny malagasy sy ny teny roa tonta. Azo ambara fa tranainy kokoa ny fivoaran’ny feon-teny ôtrônezianina mankany amin’ny teny malagasy noho ny fivoaran’ny teny bantu mankany amin’ny teny malagasy. Izay tsy fitovian’ny fivoaran’ny feon-teny izany...
Koa ndeha haseho voalohany amin’izany ny momba ny fianarana norantoviny. 1-2-1-1 ny fianarana norantoviny
Santionana fanontaniana azo aroso hanaovana tombana na haizatra ho an’ny mpianatra ireto manaraka ireto o ampitahao ny tara-kevitra hitanao tao amin’ny vanim-potoana kristiana sy ny fakan-tahaka o asehoy ny karazana literatiora an-tsoratra nivoaka tamin’ny vanim- potoana o ahoana ny fomba fanehoan-kevitra tamin’ny vani...
Dia aza mba tsiniana a
Mampalahelo satria samy malagasy no mifanarararaotra. 11
Hevitra lohahevitra
Louis molet, 1978, la conception malgache du monde surnaturelle et de l’homme en imerina, ed. L’harmattan,437 pages
Le cfa étant une branche de l’asa, il partage donc le même objectif de l’asa qui est d’aider les familles en grande précarité.
Www3. Ac-nancy r metz. Fr doc analyse de manuel scolaires. Doc, synthèse des travaux faite par syvie deveaux, consultation et rapide analyse de manuels scolaires.
Ny fomba fisainana momba ny fitondrana ny tanora mikasa ny hanambady noheverin’ny sasantsasany amin’ireo ray aman-dreny teo aloha, fa rehefa tonga taona hanambady ny zanany, dia izy ireo no manondro sy misafidy izany. Izany hoe tsy manana ny safidy eo amin’ ny fitiavana ireo tanora hanambady, na dia efa manana izay ian...
Vatomasina
Fafana 6 ny taria mampahalala ao amin’ny sangy mahery.
Psychologie génétique et didactique vinh bang des sciences, ed. Peter lang sa, 1989 bun, tak. 288
Iii malandy ny aomby malandy ny aomby rangotratra ny aomby vanda a ambany. Malandy e ! Ny aomby. Bidahara ny aomby fèla a an-kandri y. Mazava lôha ny aomby, mazava lalan-komba a malandy e ! Ny aomby ja ono ono o. Ja ana ana a. Ny aomby vôlana an-tampon-dôha tsy mety lany. Ny aomby vato milevigny ila raha antimotry. Ny ...
Manana andraikitra lehibe eo amin’ny fiainan’ny olona tsirairay avy ny sekoly. Toerana fandratoana fahalalana izy, fanovozana fanabeazana, toerana ianarana ny fifaneraserana amin’ny hafa toerana famolavolana feno ny mpianatra. Hoy i m. Debesse tontolo tsy maintsy lalovan’ny ankizy rehetra ny sekoly, tontolo izay tsy mi...
Entrée à l’asa, les pst
Voin-kava-mahatratra
Fa ny ga sy mi o ngo -bo lo la ny fa to tra a ma m-po ndra na ,
Ny fanagasiana, 1978
Ivone na izaho aza ange ry victor tena mieritreritra azy foana e efa-bolana izay no nialany teto nefa tsy niverina, tsy naharenesam- baovao. Victor dia inona no tsy mbola ilazano ny pôlisy?
Tondroin’ny mpanoratra. Tak 34 avy any an-trano, ka hatrany am- piangonana. Eny, hatrany amin’ny fisakafoanana, nisaloran-tsiky avokoa ny fianakaviana ? Ny hôpitaly nitsaboana an’i miaro. Tak 121 fa ny hôpitaly, fonja ihany koa famatrarana ireo lany hery mikiry ny ho velona .
Fahalalana ampifandraisina amin’ny taranja hafa araka ny fandinihana nataon’ny opera 2016 93 ny sahanasa fampianarana izay mitranga ao anatin’ny taranja iray dia tokony hifandray amin’ny seha-pampianarana hafa, toy ny filozofia, ny tantara eny fa na dia ny kajy aza. 74. Tsy tokony hisy mihitsy araka izany, taranja mand...
Nd trimestre l 14 famakafakan- kevitra i l 4 andriamanitra zanahary razana l 4 literatiora ii
Mpianatra mahafolaka ny fandrindrana sy fandrafetana feno ny famintinana amin’ny fomba hentitra sy mazava a1 afaka mandika lahatsoratra fohy sy mazava fafana 11 fampitahana ny tanjona manokana sy nyc. E. C. R
Ny landy, eo amin’ny sehatry ny fahavelomana. Azo heverina fa anisan’ny mahatonga ny olona hisafidy ny vokatra vita amin’ny landy dia ny kalitao ananany, sy ny sehatra samihafa azo ampiasana azy.
Hasiako sombin-kira iniako hisasarana 20 ho fampiononan-tena, no sady hifoforana hoentiko hanavaozana 45 ny hanidy fanindroany ’lay sioka tan-dakira ’lay hany varavarana tsy sasa-nanantena nizaranao nizorana kanefa dia nilaozana tsy hivoha intsony intsony
Callet tantara ny andriana eto madagasikara, tome i, mfzr, 1981, 482p, tome ii, mfzr ? 1981 ? 760p dubois robert , olombelona essai sur l’existence collective à madagascar, librairie edition harmattan, par personnelle et is, 1978, 157p
Ny fialam-bolin’ny mponina ny 80 n’ny mponina dia tanora avokoa toeram-pilalaovam-baolina telo no ampiasaina amin’ny fanatanjahantena sy anaovana baolina kitra , eo koa no anatanterahana ny fialam-boly eo anivon’ny kaominina .
Ny toe-tany sy toetrandro
Ny mpanohana tsotra
Fotoan’ny tantara maharitra, mety an-taonany maro na vanim-potoana mihitsy aza ao anatin’ny fotoana fohy, mety ho tranga tao anatin’ny ora iray ezahina fintinina anaty ora vitsivitsy ny vanim-potoana
Vidin ilay entana. Ny vola
Asehon’ny mpanoratra mihitsy eto fa samy ahitana zavamaniry maintso mavana ny tanàna sy ny faritra rehetra eto madagasikara. Manintona ary mahasarika izy ireny, ary tsy ny malagasy ihany no babony fa misy koa ny vahiny. Asehony izany ao amin’ny ambohitranjavidy arabe migodana no mitondra anao mankany ala maitso sy tanà...
Présenté par ramarolahy mihaja carole edith
Ohatra ao amin’ny tantara foronina vakivakim-piainana , nosoratan’ i. P. Andriamangatiana, dia i tsiry, sady mpandray anjara fototra no mpitantara ka hita mibaribary ao amin’ny zavatra tantarainy ny maha izy azy manontolo.
Fa ilay fitsikinao, mampikombona ny feriko!
Araka ny rariny anefa, tsy heloka ny zava-bita natao tamin’ny tsy sitraky ny fo tak. 59 .
Ny haingo ao amin’ny sombin- tantara, vanim-potoana 1922-1927, mémoire de capen , 110 pages
Toy ny olon-drehetra dia manana ny loharano nipoirany ny mpanoratra.
Salan isa tsimihety 89 sihanaka 4 sakalava 3 antaimoro 1 hafa 3 loharano kaominina ambanivohitra beandrarezona
Teny frantsay roa no azo andikana izany fanabeazana ivelan ny sekoly izany, ny éducation informelle sy ny éducation non formelle amin ny mpandinika sasany, dia samy manana ny heviny ireo teny frantsay roa ireo. Toy izao ny fisehon izany education informelle fahaiza-manao azon ny olona tsirairay teo amin ny fiainana, iz...
Nitombo fahantrana sy fahoriana hatrany 103 noho ireo tombontsoa maro azo eo amin’ny fitondrana ary dia tsy te hiala teo ny mpitondra, na hita aza fa tsy mahomby ny atao. Mba hahazoany mifikitra eo amin’ny toerana dia mampiasa fomba sy tetika maro izy. Tsy maintsy aorina tsara ny fitondrana.
Rakibolana 27- encyclopedia universalis, edition 2010 28- encarta 2008 29- pluridictionnaire, edition larousse, imprimérie berger 19 levrault nancy 30 rr raolison, rakibolana malagasy, edition ambozotany, fianarantsoa 1985
Ny fiainan’ i bako tao am-piasana sy ny fanolanana nataon’ ny sefony taminy, ary ny fitoriam-pitiavana nataon’ ny sefo ratiaray taminy toko i diso fidirana matetika i bako, fa sahirana amin’ ny tsy fahasalaman-dreniny. Nampanantsoin’ ny sefony ho any amin’ ny biraony izy; ary naolany tao rehefa avy norahonany ny amin’ ...
Hambarako azy marina,
Anisan’ireo sekoly manana tanjona lehibe ihany koa ny l. M. A. Ny fisian’ny tanjona toy ireny, dia manampy ny tompona andraikitra, ny mpampianatra, ny mpianatra hiezaka hanatratra ny zava-kendrena. Goavana tokoa ny tanjona natao hotratrarina, raha ato amin’ity sekoly ity, satria ny fianarana azo, ny fitsipi- pitondrant...
Firy ireo mpiasa miasa amin’ny asa miahy tena
Famaritana karazany
Dia nangararom-paosy ’ty ramatoa iray nanolotr’ilay sosy ho an’ity masay 135 andn 1,2 136
Ny ampitso alarobian’i y 06martsa 2013 nampandrenesina ny fokonolo ta-tanà a fa niamboho ny ampanjaka. Tsy nandiny ela fa natao ny fehe a, ny filaza a avy taminareo te y ny iraka. Zay aby ny amin’azy io.
Fanajariana ireo toeram-pihazana sy toeram-pirembesana raikitra ho an’ireo
Famerenana
Nisambotra vola amin ny dadatoany
Velona aho mba hanao ny asa tsara hianaran’ny taranaka ao afara raha nisy ny nataoko mosalahy hadisoana lehibe tokoa ny ahy.
A, ; an’ t q. , ; a, , ’ j ll. L al-l l ’ll t, ’-’c, s, l 114
Mémoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale c. A. P. E. N.
Ny lohateny tsotra apetraka eo aminrny sisiny ambony eo aminrny takila iray dia tsy tokony ho hita eo raha tsy misy antony manokana ilanrny mpamaky azy69 tsy azo atao ny mametrapetraka fahatany ireny lohateny ireny. Hoy richaudeau, rny famerimberenana ny lohateninrny boky isaky ny takila ao aminrny boky dia tsy misy il...
Rony rano mikoriana misononoka am-pifaliana ’retsy ahitra milenoka misy fofona mandrenoka 5- ’rony trondro izay misangy misetra onja be rarangy ’rony vitsika mandady ny ala izay miampita hady samy tiako sy andrianiko 10 ka hajaiko fa an’ny taniko .
Eo amin’ny olona avadika mampita azy any amin’ny tontolon’ny razana
Mahita anareo izahay e! Sahalan’ny tsy ho faty re ny aina 2-5-1-2-ny ranjan-kira
Haimah mba loza izany! Dia ahoana àry no nandrenesanay an’izany nefa dia mifanakaiky ny varavaranao sy nenitoa, izahay mianaka koa tao natory tsara. Vola tsy hipetrapetraka amin’izao intsony aho e. Aleo ny tenin’i zety teo no harahina, ho any amin’ny dadarabe fa zavatra hafa izao mitranga ato izao. Haimah aiza anefa no...
Botsaiky, tsisy hapoaka, 20 jona 2009, ton.137, tak 143, boky i
Jeso kristy no mahay mamonjy ny mpanota izay miankina aminy ka tsy mandoka tena.
Mpamaky, dia hahazo sary an-tsaina avy hatrany ny tokony ho endrika mahatsikaiky eo amin’ireo mpandray anjara. Ohatra ireto mpandray anjara vitsivitsy amina tantara samy hafa hotanisaina amin’ny fafana ireto ny anaran’ny mpandray anjara
Memoire de master
Noseranin’ny hanitry ny ambain-dambanao