text stringlengths 10 11k |
|---|
Fandraisana ny lesona raisin’ny mpianatra ao anaty kahie ny lesona izay mandravona ireo fanontaniana sy valiny nifanaovana teo aloha. Toy izao ny drafitra arahana zava-nisy teo amin’ny firenena |
Anarana razafindratsimba fanampiny miharisoa |
Ny gazety malagasy no niantsoana ny gazetim-panjakana voalohany, teo anelanelan’ny taona 1883 1896. Rehefa lasa zanatany frantsay i madagasikara dia novana ho ny gazety malagasy journal officiel de madagascar et dependances ny anarany tamin’ny 20 martsa 1896. Samy nampiasaina tao na ny teny frantsay na ny teny malagasy... |
Tamin’ny fotoana nanaovana ny fanadihadiana dia tsy nisy ny sehatra fpq. Ny seha- pio fanana jrd kosa dia tsy nanao ny taranja malagasy. Noho izany, tsara ny manamarika fa izay tena ifotorana manomboka eto dia ny sehatra fpi. |
Toerana toerana nanaovana fanadihadiana |
Amboa32 raza33 ty! |
Njara iza? Dadavelo ise ise io mihitsy. Fony ise mbola vao 4 taona. Njara aan mozika fohy dadavelo tsy foin’i baozara ise zandrikeliny! Ireo ray aman-dreninareo aza efa nafoiny. Njara mfff! Mfff mitomany dadavelo vao nandà baozara dia nanomboka tsy salama. Dia niala tao amin’i rangory sy nanatona dokotera nanomboka teo... |
Mizara ny fahalalanana ananany momba ny landy sy ny fomban-drazana izy, amin’ireo mpividy mila toro hevitra aminy, toy ny isan’ny kofehy atao amin’ny famonosana ny maty; ny amin’ny isan’ny lamba sy ny fipetrany anatiny sa ivelany; ny mpanao ody maimbo amin’ny faty. |
Ny roa amin’ireo andraikitra maro sahaniny ihany no hosinganina, dia ny ao amin’ny mpi. Za. Ka s. Te. La. Ri. Ma sy ny ao amin’ny fi. Mpi. Ma. A- ny mpi. Ma |
Hiaraka handeha izahay amin’ny ho avy hiaraka hiaraka hanampy koa ireo namanay |
Maro ny fomba azo amaritana ny marina toetran’andriamanitra ny fanaovana ny marina fa toetra lanitra miavaky ny |
Eliza freda, hiran-jaza kamboty , and.1, 2, 5, 6, in vondrona ambara1, tak. 102 |
Raha tsorina, dia mahasahana zavatra betsaka ny tanindrazana araka ireo famaritana ireo. Ny ankamaroan’ny mpanoratra dia mikalo ny fitiavan- tanindrazana. Anisan’izy ireny i tsirinala, izay milaza ny hasarobidin’ny tanindrazana sy ny hakantony, ary manome toro-hevitra mba hampandroso izany tany mamy izany. Ireto tononk... |
Haingo 1997 |
Ny filalaovana amin’ny voambolana noloarana avy eo amin’ny sehatry ny fiarahamonina natao ho an’ny rehetra ny fanabezana nentin’i irako ammi. Tsy vitsy araka izany ny voambolana fampiasa andavanandro no nentiny nananganana ny tononkalony. Ho mora azon’ny mpamaky ny hafatra amin’izay. Ohatra va lah 41 harena mahita mpia... |
Amin’ny zavaboaary |
Jo andrianasolo |
Araka ny voalaza teo aloha, ilain’ny tekinisianina ny fahafehezana ny lafiny fifandraisana sy ny serasera. Raha tanteraka tokoa mantsy izany dia azo antoka, fa ho tekinisianina hahafehy ny asany izy ireo, ary hitondra vokatra sy fahombiazana. |
Ny vanim-potoana fahafahana fampiharana ny lesona tononkalo amena , raoely-james in fampitaha, lah.13, aogositra- septambra 1968 fanontaniana 1 jereo ny endrika ivelan’ny tononkalo rima, andalana, andininy. |
Evans- pritchard, 1969 les nuers descriptions des modes de vie et des institutions politiques d’un peuple nilote , trad. L evrard, paris, 178ps |
Vasectomie famatorana ny fantson’ny filahina |
Verina verimberina verina lalana verin-dalana felana felampelana felana tanana felan-tanana randrana randrandrandrana randrana majinika randra-majinika rahona rahondrahona rahona mainty raho-mainty b fanamarihana ahitana tsofoka manatevina fototeny maromaro amin ny teny malagasy anisan izany ireto in-, on- , om-, or- ,... |
Tsara ratsy . |
Nanaovan- dalana isika ka tsy maintsy hanao lalana. Nananganana tanàna ka tsy hahazo hihalangalana? Namelana fahendrena ka tsy maintsy hamela hafatra. Mba ho anatry ny velona, ireo maty dia miteny moa avela ho maty maso, sanatria ny fahendreny? Tsy hodinganina ny maty amin’ny tohatoha- miakatra! |
Mankasitra ny fiainana ! Asandratrao hisaotra ny hiranao mifoha na siea misy iôda no sisa ilaofanao ny tsatsona sosoa ! |
Ny fiafarany |
Ohatra riba fiampitana ny mivoaka itany |
Am b ioka laharana 33 , febroary 2001 2001 ravalitera n . |
Tafavoaka ny fonja |
Anj akandriana 11 |
Aseho amin’ny endrika fafana ireo alohan’izany dia hojerena araka ny karazany avy ireo mpandray anjara 36rafanoharana. Op. Cit. P. 33. |
Eo amin’ny fiainam-pirenena |
Noh’izaho be asa, be asa lava izao izao izy, lehibe, tsy azoko trotroina intsony atsy ho atsy dia hahita ny malala tian’ny fony. |
Tokony ho toy izao, ohatra, ny drafitra hitondrana ny lesona momba ny tantaran’ny literatiora filazalazana ny zava-nisy maneran-tany sy ny zava-nisy teto madagasikara, ny endrika ivelan’ny literatiora, ary ny vontoatin’ny literatiora. Ny zava-misy ao amin’ny firenena iray dia mifamatotra amin’ny zava-misy eran-tany. Ma... |
Tsy mamadi-toky, imaso, an- katakonana tsy miaro hevi-dratsy fa tia am- pahatsorana |
Eto imboasalama kely, ilay nifidy haron-tany, ilay tsy hita velively tamin’ny fahendreny izany. |
Ny tombana sy ny haizatra omen’ny fandaharam-pianarana ny haabon’ny hairaha amin’ny tombana ny fahavononana, ny fahatetehana, ny fipariahan’ny singa ampiasaina -fanontaniana mikasika ny famantarana ny sokajin- kevitra raketin’ny lahabolana na lahatsoratra ny foto-kevitra ny renihevitra sy na lohatenin’ny fizarana ny za... |
La défaillance de la procédure de recrutement s’explique par l’absence d’une structure nécessaire chargée de l’analyse du poste afin de dresser le profil et de trouver le personnel approprié l’absence de proposition de critère de sélection de la part du responsable de service concerné l’absence de concertation avec le ... |
Tonga tsiahy anao rahavako 180 |
Va tak 200 288 va tak 208 289 va tak 34 |
Ny rafitra an-dakilasy ho an’ny zava-mitranga any an-dakilasy, toy ny fisian’ny hetahetan’ny mpianatra ho fanatsarana ny fampianarana, dia izao rafitra izao no tsy maintsy arahina. |
Anisan’ny asa soratra iangalian’i jean nalisoa ravalitera ihany koa ny teatra sy ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo. Azo lazaina fa mitovitovy ihany ny endrika ivelan’ireto karazana asa soratra ireto fa ny fanehoana azy an-tsehatra no samy hafa. Ireto avy izany ilay dokotera mpivarotra lambamena ingahy sn tady vavara... |
Ainsi, il est à remarquer que de nos, les couples de formations récentes auront des enfants plus tard. Or, tous les couples désirent des enfants, mais seulement ce qu’ils désirent et au moment qui leur paraît opportun. La procréation est donc désormais volontaire et consciente. Selon le tableau n 7, la taille idéale so... |
Goldensten , op. , cit. , p.106 parmi les temps qui se trouvent insérés dans l’oeuvre elle-même, on distingue le temps de la fiction et de la narration |
Ny fandaharam-pianarana sy ny tanjona kendreny ary ny fomba nampitana azy, ny politika sy ny filam-panabeazana eto madagasikara. |
Fizarana faharoa fandalinana ny lafiny maha olona eo amin ny fiainan ireo mpiavy |
Mahay mifankatia |
Azo lazaina fa anisan’ny faritra nivezivezen ’ireo andriana teto imerina ny toerana misy ny fivondronam-pokontany manjakandriana. Izany dia mamela tantara mifandray amin’ny toe-tsain’ny mponina. Hita ihany koa fa tsy diso anjara tamin’ny fitsokan’ny rivotry ny sivilizasiona vahiny iny faritra iny. Noraisin’ny mponina n... |
Anisan’irony zokiolona eo amin’ny kristianina i dadabe. Zokiolona zazazaza saina voateny lava, voabedy matetika, voatrerona mihitsy aza vao mba hendry mifitsaka imasom-bahoaka. Mitaintaina ny mpianakavy isaky ny tonga ny andro malazan’i dadabe. Manahy be ihany ny sampona mateti-piavy sahala amin’ny sotrokely, hoe fiten... |
Tsy mety maty |
Ao amin’ny fanovana endri-javatra dia misy zavatra fototra telo ny oharina na ny foto-dresaka na ny zavatra resahina izay atao hoe a, sy ny anoharana na ilay zavatra ampitahaina amin’ny oharina izay atao hoe b, ary ny toetra iraisana izay mety hisy na mety tsy hisy anefa io toetra iraisana io fa arakaraka ny firafitr’i... |
Ny fiantsoana orana ny fotoam-pambolena dia tsy maintsy miandry ny fotoana ilatsahan’ny orana ka rehefa hita fa tara ny orana dia manatanteraka ny fiantsoana orana ny mponina mba hanafainganana ny taom-pambolena. |
Indray andro izay, nahery fanonja dia resy aho iky ary mandrakizay! |
Cf supra note 5 |
Mahazo ny mponina any irlanda? Iza no tsy harikoditra raha mandre ny fikasan’ny firenen-dehibe hahavita ny loza goavana kokoa noho ny tao hiroshima? Iza no ho tafapetraka ankehitriny raha tandindomin’ny bombe à neutron 182 mampiavaka ny tantara ho avy ny maraina io fitodihana sy fiombonana amin’ny sehatra iraisam-piren... |
Zava-misy eo amin’ny fiarahamonina |
Tanjona manokana mpianatra afaka mamantatra ny fiheverana samihafa ny amin’ny antsoina hoe fandrosoana manakatra ny endri-pandrosoana sy ny lanjan’ny fihetsiky ny tsirairay eo amin’ny fandrosoan’ny fiainam-piarahamonina avy amin’ny fanadihadiana asa literera lahatsoratra miady hevitra mikasika ny toe-tsaina tokony hana... |
Fahan-jafy avokoa izany rehetra izany. Ankoatra ireo anefa dia ilaina koa izy amin’ny fomba amam-panaon-drazana any ambodivoara na eo amin’ny faty izany na amin’ny jamà. Ohatra raha faty lena dia ampiasaina ny tsihy itsoran’ny maty ary ibatana izany rehefa alevina. Amin’ny famadihana dia fonosina tsihy ny razana, rehef... |
Araka ny fanambarana nataon’ny pmedp programme pour des moyens d’existence durables dans la pêche en afrique de l’ouest ny taona 2002. 233 organisation des nations unies, la pêche dans la vie des pauvres en afrique de l’ouest, 2002, p1 boena, la trentaine, mère de quatres enfants de 2 à 10 ans, est vendeuse de poisson ... |
Sary 14 karazana tsihy sy harona sary 15 karazan-karona |
Itsy ry zazavavy no fasan’ny fanahy mandry ao retsy, voatototra ao ry lahy ilay hatsaran-tarehy niriko, nokatsahiko tety tamin’ny saiko babo sy eritreri-mankafy ny mimamo rediredy nofy an’alinalina. |
Ny any am-piangonana |
Lohateny takila |
Kerbrat-orecchioni, 1980, tak. 30 l’énonciation est définie comme le mécanisme d’engendrement d’un texte, le surgissement dans l’énoncé du sujet d’énonciation, l’insertion du locuteur au sein de sa parole. |
Araka izany, ny maso mifanopy dia mety hiteraka fitiavana. Ambaran’ity tononkalo mitondra ny lohateny hoe ramose mpampianatra ity koa izany. |
Ny fizotry ny fampitam-pahalalana nataon’ny mpampianatra maro ny fomba hahafahana mampita fahalalana amin’ny mpianatra. Arakaraka ny fomba hampitana fahalalana atao no hanomezana sehatra bebe kokoa ny mpianatra, na ny fahalalana na izy mpampianatra. Karazany telo amin’izy ireny no tena fampiasan’ny mpampianatra matetik... |
Boky sy tahirin-kevitra nampiasaina nandritra ny asa fikarohana |
Ny taralila dia ahitana vanin-teny iray mitondra ngadona elanelanin’ny vanin- teny roa mitondra tsaikona miseho toy izao u u u ahitana izany ity tononkalo mitondra ny lohateny hoe ry tanàna v. A tak.9 |
Marihina fa niainga avy amin’ny isan’ny ankizy tafiditra an-tsekoly eo anivon’ny fokontany no nijerena ny fahombiazana teo amin’ny taham-pidirana an- tsekoly satria araka ny efa voalaza dia maro amin’izy ireo no mianatra any amin’ireo sekoly manodidina. Araka ny fiheveranay dia noho ny toe-draharaha ara-pôlitika no nah... |
Ao anatin’izany fahaiza-mamorona izany, dia kendrena ihany koa ny fahaiza-manaon’ny mpianatra amin’ny alalan’ny fahaizany mizara ny traikefa na fahalalana izay ananany. Afaka manazava ny hevitra ijoroany sy noraisiny, ary manitatra izany ho fampisainana ny hafa izay mamaky na mihaino azy. |
Richaudeau, op, cit, p.53, point de vue scientifique 16 f richaudeau, op, cit, p.53, point de vue pédagogique 17 f richaudeau, op, cit, p.53, point de vue institutionnel |
Araka izany, zava-doza tokoa, na ho an’ny tsirairay, na ho an’i madagasikara manontolo, ny fahaverezan’ireo soatoavina nireharehan’ny ntaolo. Ny malagasy ihany no tompon’andraikitra voalohany amin’izany. Nisy koa ny olana teo amin’ny tontolon’ny teny. |
Les grâces qu’elles donnent sont misérables si on les compare à la grâce de dieu et à la piété de la croix. |
Table des matieres |
Sy 07- ray aman-drenin’i voahangy sy i tsiry, samy efa maty 08-mino, olon-tian’i tsiry 09-meja, naman’i mino, nifampitondra toy ny mpirahavavy izy roa 10-ingahy aziz, sakaizan’i meja sady mpampiasa an’i tsiry 11-fano, mpiara-miasa amin’i tsiry ary sahala amin’ny rahalahiny ihany koa 12-rakotovao, mpiara-miasa amin’i ts... |
Ilaina amin’ny fandalinana ny fampahafantarana ny toerana nanaovany ny fanadihadiana. Mifamatotra amin’ny tantara matetika ireny toerana ireny na izany fiandohan-javatra na izany fiovan-javatra. Izany no nahatonga ny fanadihadiana hosokafana amin’ny alalan’ny fampahafantarana ny toerana. 1.1. Fanoritsoritana ara-jeôgir... |
Dikan-teny nataonay tamin’ny tenin’i ndia-binty kayembe, 1984 quand on parle de l’évaluation des apprentissages, il s’agit surtout de vérifier si les élèves ont atteint les objectifs d’apprentissages poursuivies, ceux qui ont fixés par le programme. , tak17. |
Ny poeta raha mihira dia mety koa ho sira fanasin-daokanao |
Manampy ireo dia ilaina ny famahavahana amin’ny antsipirihany ny fanadihadiana momba ny mpanoratra sy ny asa soratra. |
Ny olon-dratsy tsy hay havahana marobe tsy ho voatanisa indreo tafaraka ao daholo mba miandrandra paradisa. |
Izany hoe iray amin’ireo singa nanaitra azy ihany koa ny endrik’ ilay olon-tiany nasehony sy nambarany ato fa ireo endrika tsy be haitraitra no mahafinaritra azy. Tsy vitsy ny olona no taitran’ny hita maso. Toy ity voalaza ao amin’ny midongy angaha isekely ? Izay milaza toy izao iny koa mba niditra ao rasinoro, tovovav... |
Page tak. Takila fimpima fikambanan’ny mpikabary malagasy |
Mahay manadihady ny hoe manadihady dia mitady ny fototra ihorenana, raha ampiharina amin’ny fanadihadian-kevitra izany dia mahay mitady ny foto-kevitra iorenan’ny lahatsoratra ny mpianatra. Mba hahafahany mizatra amin’ny fanadihadiana dia tokony hahafehy ny fanaovana sinton-kevitra ny mpianatra. Izany hoe tsongaina ire... |
Navoakany, ny tara-kevitra ifantohan’ny asany. Fanontani- ny lesontsika anio dia ana. |
Ii-2-2-4 l’ économie a l’agriculture région agricole par excellence, et suffisamment encadré, seule la moitié de la superficie cultivable dans le vakinankaratra est effectivement cultivées. Si on note une surexploitation des périmètres aménagés dans certaines zones betafo, faratsiho , la superficie des rizières connaît... |
Tsy azo sarahina amin’ny lahateny miendrika tononkalo ny fandinihana ny rima izay maneho ny kanto eo amin’ny endrika sy ny hevitra fonosiny. Hoy riel jean42 ny rima dia singa tsy azo ialana amin’ny sehatry ny poetika azo aravona ho roa ny hevitra hiresahana azy io ato amin’ny asa. Tsy inona fa ny laharam-pisehoan’ny ri... |
Karatra 7ora 30 hariva- 8ora30 alina tolakandro 10 12 fanorona |
Ny tanjona kendrena amin’ny fampianarana misy tanjona kendrena amin’ny fampianarana. Moa ve fantatry mpampianatra rehetra ny tanjona kendrena amin’izany fampianarana izany? Miankina amin’izany mantsy ny tokony hitondrana ny fampianarana. Ny ahiahy momba izany indrindra no nahatonga anay hijery izany, satria miankina am... |
Saritany 1 manondro ny tanànan’i marololo |
Malzac rp rakibolana dictionnaire français malgache, nouvelle 2003 édition ambozontany analamahitsy antananarivo |
Sary 5 tanimbary |
Arrete n 1617 96-men du 02-04-96 fixant les programmes scolaires des classes de onzième, sixième, seconde le ministere de l’education nationale, vu la constitution du 18 septembre 1992 ; vu la loi n 94-033 du 13 mars 1995 portant orientation générale du système d’education et de formation à madagascar ; vu le décret n ... |
Soa mbola mianjonanjona rehefa miteny ie, efa tamin ny valo izahay no nirava fa mbola nandalo nividy zavatra tany analakely aza aho. Tamin ny firy i dada no lasa niasa? |
Section 2-présentation de l’entreprise tpfjkm cette section exposera l’historique, les objectifs et les activités de la société tpfjkm. Abordons tout d’abord l’historique de l’entreprise. 2.1-historique de l’entreprise en 1818, des missionnaires anglais de lms ont été arrivés à madagascar dont leurs objectifs étaient d... |
Fiainana amin’ny fahoriana samy manana ny fomba iainany ny fahoriana ny olombelona tsirairay. Ao ireo mahatsapa fa tsy maintsy ekena ny fahoriana, ka ny fahaizana mionona sy mankasitraka izay fandaharana ataon’andriamanitra no voaloham-pahendrena. Misy aza ny fahoriana dia mahatonga ny olona hanana toe-panahy tsara. Ao... |
Ramatoa ranorosoa noeline, talen’ny sampana teny aman-tsoratra malagasy, izay misahana ny fitaizana anay ety amin’ny ambaratonga ambony, nanoro hevitra ary namporisika indrindra tamin’ny fanatanterahana ny asa ; |
Ton. 92 andriamanitra ô, tahio ! |
Teny fisaorana |
Farihy miloko maitso antitra ary miendrika sarin-tanin’i madagasikara. Miavaka io farihy io noho ireo angano maro miresaka momba azy, mametraka ny lanjan’ny farihy ireny finoana samihafa ireny ary manampy ny mponina mba hahay hitondra tena manoloana ny hafa. Vokatry ny hasin’ny toerana dia betsaka ireo fady tandreman’n... |
Découpage des taches |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.