text stringlengths 10 11k |
|---|
Alakamisy 07 00 08 00 |
Amin’ny ankapobeny ny baiboly dia saika mifantoka betsaka amin’ny ara-panahy. Hita taratra ihany koa izany ao amin’ny ohabolana. Misy fanabeazana ara-panahy betsaka ao, izay mitarika ny olona ho amin’ny fahendrena hatrany. Azo ambara ihany koa fa misy fifandraisana betsaka tokoa eo amin’andriamanitra sy ny olombelona. ... |
Ampahafantarina ny tomponandraikitry ny fampianarana ny fisian’izany avy eo sady mangataka mpampianatra enf sub. , hiandraikitra ny fampianarana mandra- pahazoana epp na ceg na lycée mijoro ara-panjakana. Rehefa manakaiky ny vahoaka ny sekoly, dia mitombo ny fahavitrihan’ny ray aman-dreny mampiana-jaza. Mitombo manarak... |
Ny raharaha v. V. S |
Isan’ny tanjona manokana napetraka hotratrarina amin’ny fanatontosana ity asa fikarohana ity ny fanolorana paika entina miaro sy manome lanja ireo vakoka miafina an-tanàn-dehibe. Voavelabelatra tamin’ny fampiasana ireo lalan-tsaina natolotr’ireo mpikaroka telo87 sy ireo paika roa88 fanadihadiana sy fanombanana ny zava-... |
Tsy mahatsiro tena ho diso |
Randja zanamihoatra, op cit, tak. 6 |
Raha anaovana jery todika ireo asa fikarohana efa vita, dia tsy mbola nisy nanao ny fandinihana haitsikera ara-tantaram-piarahamonina fotsiny amin’ny fampianarana fanadihadiana lahatsoratra. Aseho ato anefa ireo singa manampy amin’ny fahazoana ny fivoaran-kevitry ny literatiora, miaraka amin’ny paikady ahafantarana iza... |
Ny ankohonana dia fitambaran’ny ray aman-dreny sy ny zanaka izay monina eo anivon’ny tokantrano iray. Ny fifankatiavana no mampifamatotra azy ireo. 1-1-1 fitiavana ny vady |
Nanakorontana ny sain’i miaro ny fahitana ny fihetsik’ireo mpiara-nianatra taminy. Hanara- dia azy ireo toa hahafaty momoka ny fikelazana ainan-dry dada sy neny. Handositra izany, matahotra sao ho halan’izy ireo, hany hery dia nanaiky resy aloha. Ny fanovana anarana no nanehoan’ny mpanoratra izany, eto dia ilay toetra ... |
Ry reniko tsy foiko, rakofy ka rakofy, ilay tsikinao fahiny ity foko feno rofy, ity sisin alahelo, madiva ho tapitr aina, salory ilay sarotro, fa tena savolaina. |
Raha nahita izany randriantsimeto dia nampandre ny antalaotra manotolo, ary nangataka boky hafa ho azy. Tsy nanaiky anefa ny antalaotra fa nitoky hoe jereo izay nasian’ilay aomby ny tainy. |
Araka izany amporisihina ny fiompiana ny akoho na ny manaraka ny fomba maoderina na ny nentim-paharazana, raha ny eto madagasikara, satria efa zary antom- pivelomana nahavelona izany. |
Jereo tovana voalohany 26 h ranjatohery , tsanganafo, laharana ii, may 1998, tak. 2 |
Manisy famintinana kely hatrany i nasolo ao amin’ny tononkalony, rehefa mitantara toe-javatra iray. Mety ataony eny am-piandohan’ny tononkalo na eny am-pamaranana izany. Miankina amin’ny fizotran’ny fitantarana ataony sy ny zavatra tiany marihana sy asongadina no ametrahany izany. |
Ravaloson r. A. 1989 ny teatra, ministeran’ny fanolokoloana sy ny zava-kanto revolisionera, tranom-pirintim- pirenena, antananarivo, 79 tak. |
Toy ny firafitry ny mpamaritra amin’ny teny malagasy ihany ny firafitry ny mpamaritra manondro ka ny tarika anarana eo alohany no faritana ary manaraka ny tarika anarana faritana ny mpamaritra. Ny hevitra fonosin’ny zanapeo iandohan’ny mpanondro sy ny renifeo afovoany mamorona azy, ampian’ny zanapeo iafaran’ny mpanondr... |
Tsiahy fohy mikasika ny gazety malagasy voalohany |
Ilay ambiaty mankiana natsipy tantsisin’ny saha! Saingy tsy tsapanareo f’izahay koa anie sodifafana natsipinareo tankorahotra k’ilay nantenaina ho fongana no mainka nirobona fatratra; volamena natsipika am-bovoka ê, ka tsy avelan’ny soa tsy hihiratra! -fa manenina va re ny andriana no tsy sahy mibaboka akory? Enjehin’n... |
Anisan’ny fomba iray anomezana hasina ny tena ny fitafiana anaovana. Fantatry ny mpanao hira gasy izany, ka nisahiranany tsy nataony ambin-javatra ny fanamiana. Iombonan’ny tarika mpanao hira gasy rehetra ny fanamian’ny lehilahy pataloha matro-doko ny ambany ; karazan-kapaoty mena hatreny an-dohalika ny ambony manga ny... |
Isan’ny m. A. G 6 5 8 1 20 |
Tonian’ny famoahana gazety tonian’nyfanapariahana directeur de publication |
Taom-pianarana 2007- 2008 2008- 2009 2009- 2010 2010- 2011 2011- 2012 2012- 2013 2013- 2014 isan’ny mpianatra 1295 1276 1213 1048 1025 989 907 loharano antontan-kevitra tao amin’ny sekoly janoary 2014 ny 9.8 amin’ireo mpianatra ireo dia mipetraka mihoatra ny 2 km miala eo amin’ny sekoly. Ireo fokontany roa manodidina a... |
Araka izany, dia mianatra ny mpianatra mba hahazo isa amin’ny fanadinana fa tsy misy akony velively any amin’izy ireo izay fahalalana ampitaina any aminy. Ohatra mianatra momba ny tantaran’ny literatiora malagasy ny mpianatra manomboka any amin’ny kilasy faharoa ka hatrany amin’ny kilasy famaranana fa toa tsy fantany a... |
Amin’ny maha tamberin-javatra azy moa, dia misy singa iray izay miverimberina ao amin’ny tononkalo. Mety ho zana-peo izany, na ny renifeo, na ny voanteny anankiray, na ny fototeny. Nampiasain’i haingo avokoa ireo karazana tamberina ireo, koa hojerena tsirairay. |
Ny mahatsikaiky eo amin’ny zava-miseho mety haka endrika fifandisoan-javatra ilay tranga miseho. Mety ho toe-javatra mahatsikaiky tsy dia lalina firy koa, ka tsy dia ampiasain’ny mpanoratra loatra, nefa ampy anehoana ny lafiny mahatsikaiky eo amin’ny fizotry ny tantara. Eto amin’ity sombin-tantara miresaka momba ny sol... |
Fizahan-takila fanafohezan-teny ireo fafana hita ao amin’ny asa teny fampidirana pejy |
Alakamisikely 12 4 0 20 4 0 |
Ny azo ampiasana ireo piesy teatraly sy tantara an’onjam-peo ireo eo amin’ny sehatry ny fampianarana raha ireo endri-panabeazana hita teo amin’ny fizarana faharoa lehibe no jerena, dia hita fa azo ampiasaina amin’ny sehatra samihafa eo amin’ny fiarahamonina ireo piesy teatraly nosoratan’i hajaina. Ny eo amin’ny sehatry... |
Mandray ny toeran ireo mpandray anjara ao amin ny tantara ny mpianatra vitsivitsy ary maneho izany ao an-dakilasy. Ho liana tanteraka ireo izay mijery eny am-pitoerana, ary ny mpialalao koa hazoto. Maro ireo voka-tsoa mety ho azon ny mpianatra amin izany ny fahaizana miara-miasa amin ny namana ny fahaiza-miteny sy mane... |
Fa izao no hafatro farany tokony ho tadidinareo. Aza manaiky hampandoavina sazy na hisy basy mipoaka, fa tsy mana-tompo ny ala! Etitse eny, tompoko! Sady izahay anie manana anao e! Tsy aleo ve mangata-dalana izahay, ry prezidà fa any amin’ny kabary no mihaona? Robera andao ary! Aza manaiky a! Tsy namaly intsony i etits... |
An’ny tanindrazana no porofo lehibe manamarika ny fitiavana azy. Hoy ny hiakan- dramavo raha nifamaly tamin-drandria vadiny izay efa kivy tamin’ny tolona nataony indray andro hangina aho! Kanefa tsy maintsy milaza aminao alohan’ny hanginako, fa diso loatra ianao raha manasa tanana eo anatrehan’ny loza mananontanona ny ... |
C’est un département de santé crée au sein de l’eglise luthérienne malagasy en 1977. Cet organisme s’occupe de la planification familiale dans les projets intégrés. |
Rajaona, s , 2004, p.82 on appelle alternance, la variation que subit dans un contexte morphologique, une unité significative soit dans sa constitution phonématique soit dans sa structure prosodique que cette variation soit douée ou non douée de sens |
Tsara ve ny fandrosoana araka ny fahitanareo azy ? V tsara, raha mahafehy ireo hita tao anaty famaritana ireo, fa ratsy kosa raha tsy mihevitra ny an’ny tena, fa ny an’ny hafa ihany no heverina ho fandrosoana f manomeza ohatra amin’ny toe-java-misy teo aloha nefa mivoatra ankehitriny v fitaterana filanjana fiarakodia t... |
Mialoha ny hampahafantarana ireo zavatra tokony hataon’ny olona, hamaliany fitia an’andriamanitra, dia tsara raha asian-teny ny amin’ny fomba fahitan’ny mpanoratra ny olombelona, manoloana an’andriamanitra. |
Ny teto madagasikara |
Formulation du problème |
Ny tantaram-piainany ny fiainany |
Sylvie vanturen novat, gérer une pédagogie différencie, boeck- weswal 8a, rue de marines, 1989. |
Fa hono hoy aho aky rehefa inay ka tia matahotra manahy menatra tsy sahy mamboraka akory ’zay rakitry ny fony ? |
Goldenstein. Op cit. |
Dadabe misafoaka feno hatezerana hany ka miboredika tsy fantatra intsony 820- izay lazainy ilay mba hovadina ity vaviantitra tsy mahay miaina fa mpanao tsinjak ibetsiadala, ny tena mijery no menatra. Ny fitiavana be dia be fa ny hoza- pe no tsy maharaka. Ireto ankizy mba nianteherana tamin ny fikarakarana hazo boboka s... |
Mitsangàna ankehitriny, ifikiro mafy izao, ilay haren-tsy misy tsiny, hampiadam-po anao . |
Anaran-toerana maromaro eto an-drenivohitra no voalazan-drajoro eto andohalo, antsahamanitra, andrainarivo, ambohijanahary, mahazoarivo, tsara avokoa izy ireny satria samy hahazoana fahafinaretana ny fandalovana eo aminy. Nampiasainy mihitsy eto ny voambolana toy ny hoe lavorary mba hoentina milaza izany, ary hisintona... |
Hevitra iombonana soatoavina toerana |
Ho namanao fotsiny, dia namana hisoratra ho amin’ny fizaràna ny manta sy ny masaka |
Mpitsabo ankapobeny 1677 i dokotera julienne |
Ny faritra andrefana mahajanga sy ny manodidina azy. |
Vontoatiny vahavahana ny hd sy ny zk manohana azy misy teteza-mita fohy mampifandray zana- kevitra roa misy teteza-mita lava mampifandray hd roa fanadihadiana ny hevitra ao ambadiky ny porofon-kevitra |
Marsa 1998 |
Tononkira misy angolam-peo misy zanapeo o na e eo an-dohan’andalana na eny am-piandohana. Ohatra o! Ry dada malala |
Raha tsy mipetraka ny filaminana ao amin’ny fiarahamonina iray dia mikororosy fahana ny fiainam-bahoaka ao aminy. Tsy mandeha araka ny tokony ho izy ny seha-pihariana, na fambolena izany, na fiompiana raha tsy misy lamina maty paika itantanana ny fiarahamonina. |
Ankoatra ireo, ny hevitra, hono, tsy azo tsy amin’ny olombelona koa isaoranay etoana ireo tapaka sy namana rehetra na tato amin’ny sekoly, na tany ivelany, ka nanampy sy nanoro hevitra anay tamin’ny fotoana nilànay izany. |
Ny anio manaja ny fahasamihafana no ahafahana manorina fiarahamonina mampanjaka ny fihavanana marina, ka mahatonga ny ho avy ho ao anatin’ny fandriampahalemana sy fiadanana ny mahatalanjona sy mampitolagaga indrindra, na dia mampivondrona sy mamintina ny fahariana manontolo aza ny aina hatrany ankibon-dreny, dia izao t... |
Ny eo amin’ny lafiny finoana araka ny maha gazetymiankina amin’nyfinoana nygazety lakroan’i madagasikara, dia hita taratra ao amin’ny tantara ny mahakasika ny fanambadiana kristianina, ny fifamelan-keloka, ary ny fiainana ny tenin’ny soratra masina a. Ny fanambadiana kristianina tany am-piandohana, noharian’andriamanit... |
Ny tsinjara toeran’ny zana-peo eo amin’ny fototeny mingadona eo amin’ny fototeny mingadona, ahitana ireo zana-peo rehetra amin’ny teny malagasy ny tsinjara toeran’ny zana-peo ao amin’ny toeran’ny x0. Izany toe-javatra izany dia ahafahana milaza fa tsy mamaritra ny fisehon’ny fanova eo fototeny mingadona ny tsinjara toe... |
Momba ny voanteny maso, ny endrika mifanandrify amin’ny maro macho no noraisin’ny teny malagasy satria manana maso maro ny zava-miaina |
Ny momba ny fampianarana |
Ong organisation non gouvernementale |
Amin’ny mpisolo tena mirafitra aminy tahaka an’ny ni-, tu- na wa- ny endrika tacheza vao azo ampiasaina anaty fehezanteny. Samy ahitana mpisolo tena tampisaka ny teny malagasy sy ny teny swahili, saingy samy hafa ny firafetan’ny mpisolo tampisaka eo amin’ny teny roa tonta. Miasa toy ny tovana ny mpisolo tena tampisaka ... |
Hana n afo hanan afo |
Fiaraha-monina ny andraikiny amin’ny fanabeazana azy ireny no nahatonga azy hiivari-lavo toy izao. Koa manentana ny mpamaky ny mpanoratra mba tsy hialangalana amin’ny fandraisana an-tanana ny ho avin’ireo zaza ireo, satria izy ireo no ho avin’ny firenena. Voambolana mavesabesatra sy fampiasan’ny tanora no nentin’ny mpa... |
Recherche des le concepteur 5 j |
Mikasika ny fianarana manao zavatra ny fahaiza-manao no tena ifotorana ato. Ianarana ny haitao mba hahazoana mamolaka ny tontolo iainana fa izay ihany no antoky ny fandrosoana sy fampandrosoana. Ny gazety dia mirakitra ohatra mikasika izany, izay raha jerena maika dia toa tsotra loatra, kanefa dia mirakitra fahaiza-man... |
Ny vokatry ny fo mitomany eo amin’ny r. Fidimanantsoa mpanoratra izay vokatry ny fo mitomany eo amin’ny r. Fidimanantsoa mpanoratra no hofantarina. Koa hojerena mifanesy ny nanoritsoritany ny anjara asan’ny literatiora, ny namaritany azy, ary ireo tara-kevitra novoiziny ao amin’ny asa sorany. |
Kilasy famaranana |
Lisitry ny fafana |
Tokony ho fihafian ny mpianatra te ho tafita. Indrisy anefa 62 ny nahitan’i tsiry an’ i mino tao an- tranon’i meja ny fahitan’i tsiry an’i mino teny ankatso nitampify teo am-pandriana i mino, niforitra tsy nihetsika toa biby saro- tahotra. I mino! Tovovavy niara- nianatra tamiko teny ankatso; anisan ireo be mpaniry tok... |
Tsy vitan’ny fampanantenana poakaty; 5 tsy vitan-dolom-po sy fanaovam-balifaty; fa mitaky dieny izao ny fanovana toe-tsaina. |
Ny tononkira dia tononkira sy ny literatiora tsy vitsy ireo olona mihevitra ny tdt ho boky tsy mety mazava satria maro sarin-teny sy feno ohatrohatra. Izahay koa resy lahatra fa raha tsy voavahavaha ireny sarin-teny ireny dia hijanona ho saro-pantarina hatrany io. Ny hevitra ao amin’ny tonokira dia tononkira mantsy dia... |
Ireo santionan’ny karazam-boky misy ao amin’ny tranom-bokin’ny l. F. A 1. Boky malagasy 6eme lovako nosoratan’i lala rakotoson raolison j. A 5eme lovako 4eme lovako, loharano nosoratan-drandrianasolo josephe 3eme fitsipi-pitenenana i sy ii nosoratan’ i andriamanantsilavo seth sy ratrema william 2nd 1ère t12 lovako 2. B... |
Ny olana eo amin’ny mpihaino tombontsoa hoan’ny mpihaino rehetra ny fananana fitaovam- pifandraisana. Ny vata fampielezam-peo no tokony hananan’ny isan-tokantrano mba haharahany vaovao nany eo amin’ny faritra misy azy na ny avy any ivelany. Manamafy izany ramatoakely talen’ny ratia zava-dehibe ny fananan’ny isan- tokat... |
Ny fetry ny asa raha ity sehatra sy toerana nirotsahanay ity no dinihina dia hita fa misy lafin- javatra maro azo anatsarana ny toekarena sy hampahomby ny fihariana. Manana harena voajanahary maro azo trandrahina sy ahodina mantsy ny kaominina talata volonondry, ary manana toerana manan-daza sy manan-tantara mahaliana ... |
Lovako t12 08 |
Atsimo, voafehin’ny paroasy soanierana fa mandalo an’ampahamarinana, harambato lehibe manatantara teo amin’ireo kirisitianina nenjehina tamin’ny andron-dranavalona voalohany 1828-1861 andrefana, mifanila amin’ny paroasy soanierana; anosibe fa tazana ao kosa ny tendrombohitr’andrefan’ambohijanahary misy ireo tafondro. |
Meva, horovitsika, tak 5, va tak 48 |
Ry vohitra tsy foiko misy hanitr’olo-tiana reo salovana efa lasa njao mitazana ahy mangina zaho koa zao variana sy mibanjina azy ireo 40- ndreny aloka mba tiako tsinjoko moserana eo. |
Izany lanembanlsembanana nataon! I c. S. R. Na depiote izany! . |
Rni 25. Iv.84 |
Marary ao am-pandriana tsy mahatsangana hono leiry e ! Tsindrian’ilay aloka angamba ! Oadray ! Dia ahoana ? |
Tsy afa-misaraka toy ny rano sy ny vary ny gazety sy ny zava-misy. Taterin’ny mpanao gazety ao amin’ny lahatsoratra avoakany ny zava-niseho tetsy sy teroa, niainany manokana na niainan’ny mpira-belona taminy. Mitana anjara toerana goavana eo amin’ny fanarenana ny toe-tsaina sy ny fampielezan-kevitra ny mpanao gazety. H... |
Ny vontoatin-desona tokony ho hita zava-dehibe ny fahaiza-mandamina ny vontoatim-pampianarana tokony homena ny mpianatra. Matetika dia miainga amin’ny ankapobeny ny fianarana hatao. Ohatra 1 fianarana momba ny serasera ankapobeny momba ny serasera serasera am-bava serasera an-tsoratra ohatra 2 fianarana momba ny litera... |
Ny haitran’ny fanahiko te-hanao anao ho poeta tia mikalo hivetso hira ho ahy ô! Mba tiako loatra hoentinao any ankoatra |
Sombin-tantara |
Ny hira dia anisan’ny kolontsaina tokony hasandratra . |
Hery mitomany mama a! Ah! E! Aza vonoina hoy aho mamanay e! Bebe a! Tovo antsoy daholo leity ny fokonolona a. |
Le maître henri mémento de la littérature française , histoire littéraire p90-91 |
Ny fahasimban’ny tontolo iainana ; ny asa fampihorohoroana ; ny fiparitahan’ny vola maloto sy ny fisandohana marika. |
Raha lazaina ho nanjaka tapany radama ii 271 dia hita taratra amin’ny tononkira nosoratan’i sefrera raphael louis rafiringa fa nanana ny maha izy tao am-pon’ny vahoakany izy, ary hita taratra ny maha mpanakanto azy. Malaza ny hira sy dihy noforoniny toy ny mokatejy 272 irony hazo ery ambohimanga! Irony tendro an-tampon... |
Ny olona maty menaky ny tany -! ! Ny omby maty menaky ny vilany -! - |
Mpamboly sy mpiompy |
Tiako hianao, hoy hianao ? Sao ataonao fitia lamba aho vao enti-mianjaika ; tonta. Soloa- mora foana. Sao ataonao fitia varavarana tiana fa atositosika ; na fitia tokonana tiana ka hitsakitsahana. Ny fanambadiana. Nafehy fa tsy nahandrotra ; varo-maty fa tsy fehivavany. Koa toraky ny any 15-ny aty voangaly maty an-kazo... |
Tableau 16 |
Sangy ratsy nataon’i beza |
Zao no hira iray aloha rehefa manan-tokatrano n’inoninona tsy toha ny efa teo zareo mba tano |
Nisy zavatra voahitsako teo. Vao afaka ilay fiolanana! H. Henoko nipoapoaka tao am bany pne u m ihitsy. 85 |
Tsy nisy mantsy ny firaisan-kina teo amin’ny samy malagasy. Teo koa nanampy trotraka ireo fisaraham-bazana tsy laharam-pahamehana ny fiarovan-tanindrazana h. R, seho 3 |
Teny fisaorana i lisitry ny fafana sy sary viii fanafohezan-teny xi 0- teny fampidirana 0.1. Sehatra nirotsahana 1 0.2. Fikarohana efa vita 1 0.3. Petrakolana 3 0.4. Anton’ny safidy 4 0.5. Ny tanjona 5 0.6. Petrakevitra 6 0.7. Ny haitsikera 6 0.8. Ny fomba nanatontosana ny asa 9 0.9. Ny olana nosedraina sy ny vahaolana... |
Ny fanabeazana. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.