text stringlengths 10 11k |
|---|
Araka ny efa hita teo aloha, dia misy olana eo amin’ny fandaharam- pianarana malagasy eny amin’ny sekoly tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana. Manoloana ny tsy fananan’ny mpampianatra sasany fandaharam-pianarana, dia ny minisitera tomponandraikitra no tompon’antoka voalohany amin’izany ary ny iainana sy atrehina no ... |
Miara-miasa aminy. Miainga amin’io fihetsika ataon’ny mpampianatra io no itarafana ny mpianatra iza sy iza no mpiaraka ao amin’ny kilasy iray ? Ary iza sy iza no tsy mpiaraka ? |
Lahabolana; ho fitaovana iaingana amma adiht! Vilra, ohatra famelabelaran-kevitra ataona sokajy ny teny, ny fomba amam panauny, ny finoana amam-pivnva hany, ny fitantanan-draharahany. No ancmpanona ny lesona fanadihadiana lahaisoratra na lahabolana miompana amin’ny fandinihana ny hevjtry ny teny sy ny fihetsika ary ny ... |
Ny filalaovany amin’ny voambolana 70 3-1-1- ny voambolana sy fomba fitenin’ny mpanao ratsy 71 |
Manontany mpianatra ny valin’ny asa nentina nody |
Izay aloha no azo ambara fa ianao mahalala tsara izay tokony hatao |
Malahelo izany fo ary zendana tokoa f’izahay zanakao toa manao ny tsy fanao |
Taranja isan’ny mpampiana- tra isaky ny taranja isan’ny mpampianatra isaky ny kilasy malagasy 02 2nd 01 1ere t.12 01 tantara sy jeografia 02 2nd 01 1ere t.12 1 frantsay 03 2nd 1 1ere 1 t.12 1 anglisy 03 2nd 1 1ere 1 t.12 1 s. V. T 03 2nd 1 1ere 1 t.12 1 matematika 03 2nd 1 1ere 1 t.12 1 fizika sy simia 03 2nd 1 1ere 1 ... |
Fa toa maimaina ravilanimbary |
Goldman l 1969 |
Ch rajoelisolo , l’origine et l’évolution de la poésie contemporaine malgache. , bm 1958 , tak 339. |
Moyens matériels la tpflm possède différents types de moyens matériels les infrastructures elle a 4 librairies fixes et 2 mobiles ; |
Ao anatin’io vanim-potoana farany io ny akoho dia manatody isanandro raha toa ka tsy misy manelingelina ary ara-dalàna tsara ny sakafony. |
Raha fintinina, dia ireo mpanondro swahili hiyo sy ile mamaritra ny anarana amin’ny sokajy n maro an’isa no noraisin’ny teny malagasy ka najanony ho mpanondro ilay endrika voalohany ary novany ho mpanoritra ny endrika faharoa. |
Famintinana |
Rakibolana dictionnaire encyclopédique 2012 legendre r.1993, dictionnaire actuel de l’éducation. Montréal paris p.507 guérin eska. Montesquieu, dictionnaire des citations de la langue française, imprimeie en cff le 25 04 1995, juillet raolison regis rajemisa, 2003, rakibolana malagasy 5. Lalàna sy boky navoakan’ny fanj... |
Andrarezin’ny teny malagasy azy. Indraimihira tamin’i cfrlr izy ireo; samy nitondra ny anjara birikiny tamin’ny fotoana androny ho fanatevenana ny haren- tsain’ny tenin-drazana ary indrindra ho fanamafisana ny hevitra iombonana hiarovana ny teny malagasy tsy ho simba. Endrika isehoan’ny fifanandrinana amin’ny vaovao ko... |
Ara-tantara literatiora no voambolana nampiasaina tamin’ny vanim-potoana nidiran’ny soratra teto madagasikara; izany hoe tany amin’ny 1818 tany ho any araka ny tantara. Tontolom- pisainana vahiny sy fomba vahiny no nianarana nanoratra tamin’izany. Tsy ny malagasy ihany no nandalo izany fa teo ihany koa ireo firenena af... |
No rai si ko ho fa mi na nia na ? E ny , ka mbo la tsy nio va ? Ha tra min ’i zao ? Ny di kan ’ny fi to ma nia na ? Tsy mi loa tra ra ke tin ’ny lo va ? Ho di din’- ny ma ndra ki zay ? Ha ma ram po toana i ra y ? Mi se ho a min’ ny fa no ra tana ? Dia i zay i ha ny. |
Mpanatontosa rabearimalala mamy sandra mpitarika ramatoa razanamalala ernestine yolande maître de conférences ramatoa rakotoalison fanjanirina sylvie maître de conférences |
Nampitombo ny fahalalana sy nanova ny fiheveran’ny tantsaha |
Rahajarizafy, op. Cit. Tak. 108. 109 rahajarizafy, op. 78. |
Aza, fa ilay zava-maniry fitsaboana kosa na dia lafo vidy aza, raha tsy hahitana mpanjifa, dia zava-poana. |
Matoanteny fifamaliana tsara ratsy |
Fahaiza-manao maro samihafa àry no tsapa fa ho azo amin’ny fampiasana ny tekinikan’ny fanadihadiana an-gazety, raha ny fikarohana samihafa izay natao. Maro tsy voatanisa izy ireny, kanefa izay heverina fa tena manan-danja indrindra no hoezahina avoitra etoana. |
Mirakitra izany ireto andalan-tononkalo manaraka ireto mariazy no kasaina nefa re ka mamarara varomaty nolazaina! Kanjo hafa no anjara tonga halako ny miaina fa fitiavana voarara lapi-vato ny an’i mada no nataony farafara 137 |
Tsirinala, aprily 2012 |
Ny fo hendry tia taloha hazom-pandriky ny sompatra dia nankahala anao tokoa fahoriana sisa vokatra! |
Rediffusion |
Dadabe lehilahy tsy vanona lay rainao. Nanana zoky vavy nantsoina hoe rina izay ianao raivo. Nisy ditra kely, tsy ditra fa azo lazaina hoe hantahantan- 45- jaza nataon i rina. Nokapohin io lehilahy tsy mifaditrovana io ilay zaza ka torana, avy hatrany dia tsy tana intsony ny ainy ka maty. Avy eo vao nanenina ka aiza in... |
Ny ohabolany manoatra ny vatosoa voasisy fatratra ny halalin-tsain’ny razana no abalikany hitatratra |
Si le locuteur est vraiment libre dans son choix et que ce choix ne porte pas a conséquence sur le signifiée il y a variation libre. |
Ampitso dia ampitso dia ho amin’ny teny malagasy ny sora-piankohonana, ny taratasin’asa, ireo ’zay ho kinasa amin’ireo ambaratonga ambaratongam-pahefana amin-javatra ilàna. |
Aziz, houssen mpanararaotra, ratsy fanahy |
Lohahevitra misongadina ao amin’ireo asa soratra. Mba hahamora ny famelabelarana dia ndeha hasesy isan-kilasy izany. 3-3-1 ny azo ampiasana azy ao amin’ny kilasy faharoa seconde |
Iii ireo boky momba ny haiteny benveniste, problème de la linguistique générale, tome i, édition gallimard, paris,1966, 292 takila. Grize j. B , logique et langage, paris, ophrys, 1990 rajaona s , structure du malgache, ambozontany fianarantsoa,1972 , 785 takila. |
Dia izaho ity m oa izany dia mam e lona ny fianakaviako amin’ny hatsem bohan’ny hafa? Tsy m is asatra fa avy dia maka s sh ts y raharahako e? Raha asa hafa angaha no ataoko m ahazo vola be lavitra noho izao azonay izao? Aleo koa izany ho any fa ny |
O! Adala angamba no ho fihevitrao ity foko jambajamban’ ny fitiavana anao? Tsia! Sanatria! |
Fahafatesana anefa no miandry azy telo lahy. Nivarahontsana rasoary teo am-pamakiana ny gazety naneho ny sary sy ny fisehon’ny fahafatesana nanjo azy telo mirahalahy, ka nihiaka nitomany ras o ary loza! Loza! Loza e! Tena afa-baraka aho! Afa-baraka! Rainibozaka! -hay ve avy amin’iz any ireny vola be ireny e? -hay izany... |
Sommaire i liste des abreviations iii liste des tableaux iv liste des figures vi introduction 1 introduction de la premiere partie 4 chapitre i presentation de la tpflm 5 section 1 connaissances générales sur la tpflm 5 1.1. Historique de la tpflm 5 1.1.1. Les premiers imprimeurs à madagascar 5 1.1.2. Historique 6 1.1.... |
George e schatz. Generic tree flora of madagascar. Production editor. R-linklater 2005. 477p |
Fehiny rehefa halalina ny antony nahatonga ny tolona teto amin’ny firenena, dia tsapa fa noho ny fahantrana mianjady amin’ny vahoaka hatrany nandritra izay fotoana nahazoana ny fahaleovantena izay. Mahatsapa mantsy ny olona fa toa sarintsarim- pahaleovantena no niainany. Tsy nisy nijery ny fahasahiranany ny mpitondra n... |
Andriamatoa andriamahazo jean |
Talata volonondry |
Maintimolaly fihirana natao hiderana an ’andriamanitra tak.4- indreto ny olon-diso |
Tovovavy sahy mijoro amin’ny heviny, tia manohitra ny tsy rariny i bako. Na izany aza anefa, dia toa iharan’ny herisetra hatrany izy, ary tsy afa-mikofoka amin’ny tsy azony anoharana. Manaporofo izany ny fanoherany ny tenin-dray aman-dreniny nanery azy hanambady an-dratiaray. Teo ihany koa ny fikomian’ny fo amam-panahi... |
Tableau 6 les principales industries d’antsirabe source compilation des documents |
Ny fitiavany bebe kokoa. Izany no ahafahana manamafy hatrany fa ho an’ i auguste rajon, ny tena fitiavana dia tsy mety ho resin’ ny fotoana sy ny elanelan- tany. Raha nolazaina fa mety ho ratsy ny fitiavana ary mety ho tsara koa, dia azo lazaina fa sady fandresena ny fitiavana no faharesena. B. Fandresena ny fitiavana |
Toy izao no amaritan’i larousse ny gazety asa soratra mivoaka amin’ny fotoana raikitra, ohatra isan’andro, izay ampitana vaovao mikasika ny pôlitika, ny literatiora, ny siansa, sy ny maro hafa 91 nosafidinay manokana ny lahateny an-gazety noho izy tsy misahana afa-tsy ny famokarana lahateny ho an’ny vahoaka mpamaky azy... |
Mpihira avy any amin’ny faritra andrefan’ny nosy i tianjama. Omena any amin’ny tovanany tononkira. 160 izany ianareo rankizy, mianara tsara raha te ho afaka amin’izao fijaliana mahazo antsika izao. |
Ch ravoajanahary, fanasina, 1969 15 resadresaka nifananaovana tamin-drazanabary voahangilalao joséphine, ny alakamisy 26 febroary 2015 tamin’ny telo ora tolakandro, tany an-tokantanony. |
Tanatana mananatana |
Izahay, nefa dia nanatona nanamaro isa ny mpitangorona ihany. Ora telo no niandrasana, fa telo minitra taorian izay, dia indro nisy lehilahy iray nipoitra teo amin ny vavahadin ny orinasa. Manondrotondro ireo mpitangorona izy. Izay voatondro dia miditra any an-tokontanin ny orinasa avy hatrany. Nidoboka ny foko fa nito... |
D’après le tableau n 15, la pilule et la méthode i njectable sont devenues sous utilisées par la femme actuelle. Cependant, l’implanon, le norplan ainsi que le diu commencent à adopter par les utilisatrices à cause de leurs fiabilités et de leurs efficacités qui durent entre trois à douze ans. C’est pour ces raisons au... |
Ankoatra ny tsena ao amin’ny foiben’ny bongou talatamaty dia manana tsena roa ny bongou, ny iray ao 67ha avaratra ary ny iray ao ivato. Tsy manondrana ny vokatra ao aminy avy hatrany ny orinasa fa ireo tsenany eto madagasikara no mivarotra ny vokatra avy ao aminy, eo ihany koa ireo olon-tsotra mivezivezy any ivelany iz... |
Karine blanchon, les cinémas de madagascar 1937-2008, l’harmattan, paris, 2009, p .7 premier cinéastre connu à filmers l’ile rouge 37 karine blanchon, op. Cit léon poirier repart sur ile de nosy be pendant six mois pour tourner, aventures des mers exotiques, qui sort en salle à paris le 16 octobre 1930 38karine blancho... |
Ny fanekena tsy hita soritra mivantana ao amin’ny tononkiran’i abel ratsimba ny faneken’ilay olon-tiany ny fitiavany. Fa amin’ny alalan’ny fihetsika atao sy asehon’ilay vehivavy no ahalalana sy ahatakarana fa manaiky izy matoa mitsiky mitory sy mariky ny fanekena mantsy ny fitsikiana, eo amin’ny tontolon’ny fitiavan’ol... |
Mbola fanehoana fihetseham-po toy izany no asehon’ny mpanoratra ao amin’ny tononkalo tanisa tsy hay tohaina ny fihetseham-po vokatry ny alahelo ny olon-tiana. Mafy ny fisarahana, mahatsiaro ho very fanahy ny mpanoratra, tsy tompon’ny tenany mihitsy. Ny hany azo atao, dia ny mirediredy ny anaran’ny tiana, ary afeniny am... |
Nisy ihany antoko madinika toy ny monima sy ny morena fanamarihana betsaka ny olona no niditra tao aminrny antoko psd, noho ny fitadiavana tombontsoa na noho ny tahotra. Natanjaka tokoa ny psd teo am-boalohany. Saingy rehefa azonrny tsy fahasalamana i philibert tsiranana sady efa antitra rahateo, dia niady izay hiisolo... |
Ny bikan’ny olo-malala sy ny lalana tontolo andro tsy mitombina mihitsy ny saina fa henika fieritreretana, |
Famelabelaran-kevitra mikasika ny soatoavina nataon’i jean nalisoa ravalitera, tao amin’ny galaxy andraharo, ny zoma 04 jolay 2003. |
Fafana 04 hita eto amin’ny fafana fa mifandanja ny fahorian’ny vahoaka madinika sy ireo zava-mianjady aminy. Misy ifandraisany tokoa ireo satria noho ny ataon’ireo mpitondra sy ny manodidina azy no mahatonga ny fahoriam-bahoaka. Somary manatombo ny isan’ny tononkaio maneho ny tolona atao amin’izany toe- javatra izany. ... |
Ny fananany fahalalana no nanosika azy hampiasa ireo hainteny ireo satria azony antoka fa haharesy lalatra ilay olona izany ary mahazo toerana ambonimbony kokoa mihoatra ny hafa izy noho ny fananany fahalalana izay porofoiny ankolaka amin’ny fampiasàny ireny hainteny ireny. |
Ranarison b. D ny haitsikera fampiasa amin’ny fandinihana , in aingam-pivoarana, lah. Manokana, fimpatema, antananarivo, 1979, 234 tak. |
Ny rafi-pehezanteny misy karazany roa ny rafi-pehezanteny ny fehezanteny tso-drafitra sy ny fehezanteny mivadi-drafitra. |
Anisan’ny lalam-piainana manokana manavaka ny olona iray ao anaty fiarahamonina ny fiainana maha mpanoratra. Nanomboka tamin’ny taona 1976 no namoahan-dratrema william boky. Maro ny boky efa voasorany sy navoakan’ny trano fanontam-boky, ary saika boky mifandraika amin’ny lafiny fampianarana fanabeazana no tena nanavana... |
Ireto kosa misy ampahany avy amin ireo fototeny manaraka ny lalàna ny fanonona azy. Tsy misy famoronana vaovao ataon ny mpiteny loatra amin ireto teny ireto rehefa atao verindroa noho izy miova hevitra raha averina ny ampahana tovona man-. |
Fanadihadiana nampanaovin’ ny fikambanana imadisoa niaraka tamin ’ ny kaominina manjakandriana |
Toko fahaefatra ny fitiavana ny mpanoratra sy ny literatiora |
Nahasarika anay ihany koa ny handalina ny literatiora noho izy mbola mitahiry ny tantaran’ny lasa teo amin’ny firenena sy teo amin’ny fiarahamonina no sady manan-ko lazaina amin’ny mpamaky mandray azy isam-banim-potoana. Hoy, indrindra, randza zanamihoatra ao amin’ny vainafo tononkira mitahiry ny fahaveloman’ny firenen... |
Rakibolana malagasy, ambozontany, madagasikara, 1067 tak |
T5 13 t 148 |
Ny voa atolotrao indreny milonjehitra manaitra tana-maro. Fa tena midorehitra dia maro irony maika. Manintsana azy ireny ka hazo langilangy. No akapokapony eny . |
Type d’analyse pour une meilleure analyse, nous avons opté pour deux établissements dont la feffi y soit déjà mise en uvre. Cela met en évidence non seulement une analyse intra-établissement mais aussi extra- et inter-établissements, d’où l’analyse comparative les analyses qualitatives et quantitatives ainsi que les an... |
Fa endrika iray isehoan’ny fahantrana ihany koa ny tsy fandriam-pahalemana, ny hala-botry, ny fahamaroan’ny mpangataka. |
Raivo mandehana mandeha dia aza miverina intsony |
Mandritra ny firotsahana an-tsehatra amin’ny fanadihadiana ny fiarahamonina no hakana ny hevitry ny mponina amin’ny fitantanana ny rano araka ny hetahetany sy ny safidiny. |
Misy antony, ny nampiasan’ny mpanoratra ireny andininy ireny eo amin’ny fanehoan-keviny. Heverina fa mahazatra ny mpanoratra ny fampiasana andininy efatra, saingy eo amin’ny tononkalo sasany dia tsy ampy izany. Mampiasa ireo andininy mihoatra ny efatra izy rehefa manasinkasina toe- javatra samihafa mba hanaitra ny maso... |
Fehiny taratasy tsy dia mora rovitra, tsy dia mandefa taratra loatra any amin’ny mason’ny mpamaky, mandray sy mampivohitra tsara ireo loko ampiasaina eo aminy no taratasy nosafidin’ny mpanoratra. |
Aza mandraraka ilo mby an-doha aza resy an-kabary. |
Seheno fa inona ihany rado no mbola ataonao at? Amiko at? A? Tsy ampy anao ve ny fampiantranoako anao nandritra izay fotoana maromaro izay? |
Ramarolahy. Rakitry ny elan’ny ntaolo. Imprimerie catholique. 1972 antananarivo. |
Rainizanabololona, opcit, tak 24 |
Peninou g. , 1972 intelligence de la publicité, paris, robert laffont, 304p. Rabarison r. , andriamaro l. , 2003 gestion durable des zones humides et des ressources halieutiques, antananrivo, repc, 54p |
Nandiso fanantenana ny vahoaka ny mpitondra teto. Nanantena fiovana tokoa ny olona noho ireo hevitra nijoroan’ny mpitondra. Toa vao mainka anefa nanimba ny fiainam-bahoaka ny fitondrana nisy. Endrika fanontaniana no entin’ny mpanoratra manambara izany. Iza no nandrombaka ilay tain-trozona narosoko ho anao teo ambony va... |
Zavaboary faratampony sady ivon’izao tontolo izao ny olombelona, saingy rehefa nanao fihetsika tsy voalanjalanja dia kilasiana mitovy amin’ny biby. Kendrena indrindra mba hiampita any amin’ny tsirairay ny hafatra. Tokony hitandro mandrakariva ny fiarahamonina amin’ny mpiara-belona ny tsirairay. Voafehin’ny lalàna ny to... |
Le programme principal d’intégration du genre dans les institutions, programmes et projets de développement, comprend 5 composantes la recherche-action, le plaidoyer, le renforcement des capacités en genre des mécanismes institutionnels, la communication, y compris la promotion de supports d’iec et formation, le suivi ... |
Anisan’ny mitondra ho amin’ny tsy fahazoana ny fampianarana ny lesoka eo amin’ny fikirakiran’ny mpampianatra ny vontoatim-pampianarana, ka ilana famahavahana manokana ny momba izany. Teo amin’ireto lafiny telo ireto no tena nisongadinan’ny olana, araka izay hita tao amin’ny kilasy niaingana tamin’ny asa fikarohana ny a... |
Lafin-javatra telo lehibe no hovelabelarina momba ny kaoperativa rakotomalala et fils eo ny fijerena ny tantaran’drakotomalala jocelyn mpitantana ny kaoperativa; ao ihany koa ny fanazavana ny rafi-pitantanana ary farany ny fifandraisan’ny orinasa sy ny maha olona. |
Fafana laharana voalohany maneho ny tarakevitra ao amin’ny asa soratr’i faniry vatosoa araka ny asehon’ny fafana laharana voalohany, maro ny tarakevitra voizin’i faniry vatosoa, fa ny fitiavana no mibahana be ao amin’ny asa sorany satria dia mahatratra ny 95,23 ny salan’isany. Io fitiavana io koa anefa, dia mbola mizar... |
Efa miova anefa izany, satria raran’ny lalàna ny miandravana faty efa simba mba hitandrovana ny fahasalamam-bahoaka. Hoy ny mpitsabo teo an-toerana manamarina izany matoa ny olona iray maty dia nisy aretina nahafaty azy. Koa ny fipetrahan’io faty io maharitra eo an-tanàna, indrindra ny fahasimbany, dia mamindra ilay ar... |
Ny pragmatikan’ny haiteny araka ny ahitana azy ao amin’ny tantara tsangana sangy mahery nosoratan’i rodlish no lohateny nosafidinay ho an’ity asa fikarohana ity. Tsy tongatonga ho azy izany fa tao tokoa ny lafin-javatra nanosika anay hirona any. Nisafidy ny pragmatikan’ny haiteny aloha izahay satria izay no heverinay f... |
Hita avokoa ao amin’ny vatan’ny hira gasy ny karazan-tsarin-teny. Midika izany fa miezaka manamboatra ny fomba filaza ny mpiventy mba hahakanto ny hira gasy. Tsapa koa fa ny fanovana endrin-javatra, izay sarin-teny manan-karen-kevitra sy mandoko fihetseham-po, ary ny antithèse mampiharihary ny zava-misy no mateti- pias... |
Nitroatra ihany ny hambom-pon-dehilahy tao aminy, nefa ho aiza ? Moa ny fipololotran’ny herin’ny fitiavana azo tohaina ? Fa na ny haram-bato be aza voazerany, ny tany voahonjony, mainka fa ny hevitra ? Voin-tenan’izay te hionona, hadalan’izay te hanadino, fa ny fahatsiarovana afafin’ny fitiavana tsy mba voaelon’ny hait... |
Misy karazana fikambanana hafa ve miara-miasa amin’ny sekoly? Raha misy, inona avy na iza avy ary fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny inona daholo? Eny tsia 9. Misy ve fanaraha-maso ny fampianaran’ireo mpampianatra isan-taranja? Raha misy, isaky ny fotoana manao ahoana? Ary iza no manatanteraka izany? 10. Amin’ny maha tale... |
Eny hoy izy satria eny fa satria izy tia tia anao izay malalany tiany ianao fa tsy halany zonao izay mahantra zonao no mampihantra sy mandany ny herinao mba hahita ny tsy mety 132 asehon’ny mpanoratra amin’ny andinin-tononkalo ahitana andalana efatra koa ny fitiavan-tanindrazana hanitsiana ny mpamaky mba, hahatsapa ny ... |
Tiana homarihina fa ny fampiasana ny mpilaza tena izaho ianao eo amin’ny mpifampiresaka dia manamafy ny fifanohinana eo amin’ny mpiteny sy ny itenenana noho izy mihazona ny endri-pifandraisana efa misy eo amin’ny mpifampiresaka. Manamarina izany ny tenin’i voahangy tamin’i tsiry raha nandresy lahatra azy mba handefitra... |
Ny vokatry ny fananana fahalalana sy fahendrena ny fiezahana rehetra dia miteraka vokatra tsara eo amin’ny fiainana. Toy izany koa ny fahazoam-pahalalana, na ny fahaizam-pahendrena. Azo anatsoahana hevitra ny amin’izany ny toko voalohany sy faharoa ao amin’ny fizarana fahatelo 3.1, 3.2 ato amin’ity asa ity. Ny olona ma... |
Si vous êtes l’oiseau qui va vers l’est tournez-vous je vous donnerai un message je vous donnerai un message pour celle aux yeux bien ouverts que votre parole soit étrange, que votre langage soit hésitant ne dites pas que je n’ai pas de regrets, de peur qu’elle ne croie que j’oublie. Ne dites pas que j’ai des regrets |
Ny fanoritsoritana ny fanaka tao an-tokantranon’i eva ihany koa dia ahazoana milaza fa tsy manan-java-mahory izy. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.