text
stringlengths
10
11k
Ary raha izy kosa no iharan-java-mafy 25 satry hanamaivana azy ka ny tena no mihafy. Raha toa ilaina izany, satry aza mba ho faty hisoloana ilay nanolotra ny fony ho anao !
Raha namaritra ny atao hoe fitiavana ny raki-bolana iray dia toy izao ny filazany azy fitiavana fihetseham-po misarika ny olona iray ho amin’ny olona iray hafa 120 matetika dia tsy tongatonga ho azy izany fihetseham-po izany fa misy antony miteraka azy.
Tahirin-kevitra
Il 1.3 l a planification familiale proprement dite
Vitsy ireo boky mirakitra ny asa soratr’i faniry vatosoa. Anisan’izany ireto voalaza manaraka ireto ny antsa lohataona ny tatibolana fangala-piery
Sabelli f. , recherche anthropologique et développement. Edition de l’institut d’éthnologie. Neuchâtel. Editions de la maison des sciences de l’homme, paris. 1993
Fa miezaka hipoitra,
Io fizarana ny fitiavana io koa no mety hahatonga ny fihenan’ny fitiavana tsikelikely eo amin’ny olon-droa. Izao indray isika dia hijery ny fahalanian’ny fitiavana.
Fangatahana fiaraha-miasa na fanampiana ny sekoly dia afaka mangataka fanampiana29 amin’ny orinasa tsy miankina ong ka amin’izany dia apetraka ao fa mila efitrano na fitaovana ny sekoly, hazavaina ny antony ilàna izany, aseho ny ezaka efa natao fa tsy tonga dia mangataka be fahatany, apetraka ny vola eo am-pelantanana....
Ny fitadiavana mahazaka maniraka hoy ny fitenintsika. Matetika izany no manosika ny olona hivelona amin-javatra mety miteraka fahasimbana toy ireo. Noho ny fahasahiranana dia tsy misaina izay mety ho vokany raolombelona, fa manao izany ihany. Efa eo rahateo ny fahasorenana noho ny zava-misy iainana. Hita amin’ity andin...
Mampiakanjo eoropeanina sy mifangarika amin’ny bikany sy ny halavany. Samy manana ny toetrany sy hery am-piforonana ikoizana ao aminy ny teny. Eo amin’ny fombam-pitenenany dia mahitsy sy mivantana, maka ny lalana fohy indrindra ny malagasy ary tsy menatra ny manome ireo hevitra ary asa izay azony atao. Izay no mahabe s...
Feon-trompetra
Après avoir identifié et analysé les problèmes concernant la gestion en général de la trésorerie de la tpflm, nous avons proposé quelques solutions y afférentes que nous jugeons rentables et préférables pour elle. Dans ce cas, il serait opportun pour la société de réviser son niveau de trésorerie. En outre, une amélior...
Ny sasany, lasa mpirenireny fotsiny sy mpidoroka zava-mahadomelina. Ny any ambanivohitra rahateo tsy mahatamana intsony. Ireo nipetraka tany aza niakatra aty an- drenivohitra mba hitady asa, nefa dia nanampy isa ireo tsy an’asa. Raha noana ny kibo, mivezivezy ny fanahy nanomboka tsy nandry ny tany. Tsy nilamina ny fiar...
Ce sont les angady lapela qu’on utilise souvent sur les endroits humides ou plus précisément à la rizière.
Rajaona, takelaka notsongaina ii, op cit, tak 197.
Ny lohateny mahamaika ery ny fijerena ny lohateny, raha vantany vao mandray tononkalo na asa soratra iray. Toy ny loha mitondra ny vatana mantsy ny lohateny eo amin’ny lahatsoratra, ka manintona ny fijery avy hatrany. Ny lohateny no fitaovana iray isarihan’ny mpanoratra ny mpamaky mba ho liana, ary toa efa manatsidika ...
Voalavo sasatry ny miaina ka ny saka matory no alam-bolombava
Charges financières 28.583.816
Omaly sy anio hier et aujourd’hui , revue d’études historiques n 9, antananarivo
Ratsimbadahy sy razafimbelo no raibe sy reniben-dratsimba georges. Avy any masombahiny-ambatomanoina no fiaviany. Raha lazaina fohifohy ny mikasika an’ambatomanoina dia toy izao ambatomanoina dia vohitra kely mifono ala, ao avarabaratr’ambohimanga, ao an-dafy atsimo atsinanan’andranosoa, ary avaratra atsinanan’antanana...
Nasolo, op. Cit, tak. 41
Vorika voriborika mamoriborika mamorimorika 815 vory vorivory mamorivory mamorimory 816 vosesika vosesitsesika mamosesitsesika
Toerana roa samihafa no niainan’ny mpandray anjara fototra ao amin’ny tantara, dia tany ambanivohitra sy teto andrenivohitra. Raha ny momba ny toerana nambara voalohany no resahina dia tany no nandanian’i miaro ny fahazazana. Tsy hoe nilamina hatrany akory ny fiainany fa nisy ny olana izay tsy maintsy nosedraina. Fony ...
Amin’ny ankapobeny, dia teny malagasy ranoiray no nandrafetan- drabenja solomon ny asa sorany, voarakitra ao amin’ny amboara ako sy antso. Santionany ihany amin’izay voam-bolana miresaka momba ny fanabeazana no hojerena dia ny filalaovana amin’ny mpanampy , amin’ny teny savily, amin’ny mpampiankina, amin’ny teny mandid...
Raha fintinina àry ireo voalaza ireo dia hita tokoa fa kristiana mikalo ny fitiavana ireo nahitany masoandro ny eja. Tsikaritra tokoa izany amin’ ireo tononkalony nitanisany ireo zava- bitan’ izy ireny teo amin’ny fiainany. Tsy adinony tamin’ izany izy roa tonta na ny reniny na ny 6 baiboly protestanta, testamenta talo...
Fampitahana ny tantara foronina sy ny tantara an- tsehatra 2.2.2 ny mampiavaka ny tantara foronina malagasy. 2.2.2.1 ireo loharano heverina ho nanovozana ny tantara foronina malagasy. 2.2.2.2 ireo lohahevitra novoizin’ireo mpanoratra tantara foronina malagasy. 2.2.3 ny tantara foronina malagasy miatrika ny vanim-potoan...
Tao amin’ny fizarana faharoa no nampahafantarana ny faritr’i vatovavy fitovinany, ny distrikan’i vohipeno amin’ny ankapobeny, ny kaominin’i vohitrindry sy ny tanànan’andranovolo atsinanana izay nanompanana ny asa fikarohana. Ny distrikan’i vohipeno dia hita ao amin’ny faritr’i vatovavy fitovinany amin’ny tapany atsimo ...
Fanadihadiana ny tantara foronina orimbaton’ny fiadanana 2.1 ny amin’ny mpanoratra 2.2 ny amin’ny boky 2.3 ny amin’ireo lafin-javatra samihafa maha tantara foronina ny tantara foronina
Loharano mahefanirina ando, marsa 2015
Fa misongadina amin’ny asa soratr’i ny eja ihany koa ny fanehoana ny izaho-ny.
Boana boamboana boananana
En dépit du fort taux de chômage chez les jeunes 70 , les malgaches sont en majorité actifs, précise le bureau international du travail bit , qui souligne que le taux d’activité est de 90,2 , pour une population active âgée entre 15 et 64 ans. La population active est jeune, épousant ainsi le trait démographique de la ...
Tsy misy anefa olona miezaka hamerina ilay endrika soa, ravaky ny firenena rehefa avy noravahana natao tsara tefy dia atsipy atao kitay na koa atao fefy ; vola ambony indray ho an’ireo mihoa-pefy
Toa nangaina mbola tia, izany foko manjoretra, fa fahiny, nifangia, kanjo kosa tsy nitoetra!
Famaritana 5 zaza ankizy mbola kely tsy tonga taona famaritana 6 ankizy a teny ilazana ny zaza na olon-dehibe mbola kely ankapobeny teny ilazana rehefa mety ho zanaka, na dia efa mitokan-trano aza ankizilahy na ankizivavy ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza.
Lyons j , linguistique générale. Introduction à la linguistique théorique, paris la rousse, 1970
Ireo fifanarahana telo mifantoka amin’ny vakoka sy ny lovantsaina velona
Source réflexion personnelle
Fafana 36 fomba fanatanterahana ny fampianarana ny tsangan-kevitra sy ny fototra iorenan’ny fihavanana araka ny fiheveran’ireo mpampianatra.
Edgar t. Raymond t
Fanazarana 1 tononkalo aza omena tsiny , rado, zo, 9 jolay 1969 fanontaniana 1 tanisao ireo zava-misy lazain’ny mpanoratra momba ny taniny ? 2 inona no toetra takina amin’ireo malagasy tompon-tanindrazana ?
Ny sabotsy 13 mey 1972 rehefa tsy hitan’ny mpianatra ny mpitarika teny ankatso dia nidina teny anoloan’ny lapan’ny tanàna izy rehetra nangataka ny hamoahana ireo namany. Nitondra sora-baventy manao hoe avereno ny namanay tomefy olona ny arabe. Tonga nifanatrika taminy teo koa ny frs. Nanomboka ny fifandonana, niandoha ...
La référence de 2011 début du projet est ici prise en compte car c’est à partir de 2015 que la banque mondiale a changé la référence du seuil de pauvreté à moins de 2 dollars par personne par jour.
Ny zava-misy nahatonga ny fanjakana hanangana ny onn 056 ii- ny hery nanosika ny fananganana 057 iii- ny momba ny tetika asa 058 iv- ny filôzôfiany 059 v- ny tanjony 059 vi-ireo sehatra 14 andraisany anjara 060 vii-ireo asan’ny onn 060 viii- ireo mpiara-miombona antoka aminy 061 ix- ireo mpiara-miasa aminy 061 ireo sam...
De la population 60 opérateur privés à l’intérieur de fivondronana 30 opérateur privés hors fivondronana 05 propriétaire de reboisement
Section 2 structure organisationnelle
Ambohijanaka 1944-1946
Ecole normale superieure
Fanazana hain-teny bava, vita amin’ny an’ny ankizy36
Ny malagasy sy ny fiheverany ny tontolony faharetany ora 50 tanjona ankapobeny aorian’ny fianarana ny amin’ity toko ity, ny mpianatra dia afaka mampitaha ny haren-tsaina malagasy amin’ny an’ny firenen-kafa ; manaiky ny fahasamihafana eo amin’ny lafiny kolon-tsaina ary tsy manao izany ho sakana ho azy amin’ny fampivelar...
Fa izao tontolo izao voabaikony avokoa! Saingy mahagaga fa izy no andriamanitro
Manatanteraka fitsinjarana asa tokoa ny mpampianatra taranja malagasy ao amin’ny sekoly akanin’ny marenina araka ny voalaza ao amin’ny zana-pizarana 2.2.2.2. Ao amin’io fitsinjarana asa io, dia misy filaharany ireo zana-taranja na lohahevitra samihafa natolotra ao. Kilasy taona voalohany izao no fisesiny ny riba, ny li...
Araka izany, hita fa ireo voambolana nampiasain’ny mpanoratra dia notovoziny teo anivon’ny tontolon’ny zavaboaary sy ny baiboly. Nataony hanehoana ny hevitra amam-pihetseham-po avokoa ireny. Tsy vitan’izany fa hanehoany ny maha-kristianina azy izany. Nampiasa sarin-teny amam-pomba filazan-javatra koa ratsimba georges. ...
Tompokolahy sy tompokovavy, ny teny, hono, mahasolanga raha omena fa mahajoko kosa izay tsy notolorana azy. Ny teny tsy ifanosehana ; ny teny tsy ifandroritana. Voatendry ka tsy maintsy miteny ; koa misaotra anareo eram-po, eran-tsaina, fa raha manatrika ka atrehinareo dia vory lanona tokoa ny mpianakavy. Sambany natok...
Dictionnaire robert 1958 asa soratra noforonin’ny saina, somary lava ary maneho sy mampiasaina eo anivona tontolo iray, mpandray anjara toy ny olona tena misy ny tantara foronina, ary mampahafantatra ny toe-tsainy, ny anjarany ary ny zotram-piainana 44
Boky amin’ny teny vahiny
Rakotomahafaly, m. O randrianjoanimanana, tovozin-tsy ritra, boky faha-5, tak 102.
Tsy maintsy manana carnet de correspondance voafeno tsara ny
Famohamandry
Ohatra raha misy faty an-drano, dia tsy maintsy saorina ny andriamanitry ny rano. Toy izany koa rehefa misy faty hita any anaty ala dia isaorana ny andriamanitra na ny za aharin133’ny ala ny fahefan’ny zanahary134 na andriamanitra tokana
Ny marina rariny hitsiny
Entinay amakafakana izany ny voalazan’ny mpanao lahabolana amin’ny ka 9 tak.173 manao hoe very olona fitarainana sy fihantahantana, ka toy ny valala voatango ny tena ka very fanahy mbola velona .
Littre, dictionnaire de langue française, 1977 poésie art de faire des ouvrages en vers et qualités qui caractérisent les bons vers et qui peuvent se trouver ailleurs que dans les vers 54 r r raolison, ny rakibolana malagasy, op. Cit, tak 800-962. 55 ch rajoelisolo, sakaizan’ny tanora, 1931, tak 52. 56 j rainizanabolol...
Adim-pirenena ratsy ! Ny adim-pirenena mandrava, mampikoa izay najoro natao, atao mba hanerena kenda roroka ; ’zay mitsangana akoro
Ny vola mamintsika 10 havela fa tsy zaka, tsy hoentina midika, ny hafa noi hanjaka.
T24, t26, t27, t36, t37, t39, t40, t47, t48, 27 t50, t51, t55, t62, t77, t90, t92.
Mitaraina ny tany, tak 21
Vanim-potoanan’ny fahafahana no nanoratan’ny mpanoratra ity tononkalo ity. Araka ny hevitrao, inona no antony mahatonga azy hitraka toy izao ?
Vondrona ambara tak. 104 192 a arthus, un monde inconnu nos enfants, édition j. Susse, paris 1946, p. 215 il faut toujours se trouver prêt à connaitre qu’on s’est trompé, se tromper est humain, mais persevérer dans l’erreur est diabolique. 193 vondrona mabara tak. 37
Gazety maresaka, nivoaka ny 05 mey 1976
Hisintonana hevitra amin’izany ity ampahana resaka ifanaovan’i koto sy randria ao amin’ny tantara mbola ao anaty zavona ity koto ny mpanao pôlitika izany, raha ny heviny amin’izao fotoana izao, dia olona maty eritreritra, satria miaina eo ambony fahoriam- bahoaka. Tsy manaiky izany aho fa hotoriko ianareo?
Nininisoa antakarana i nininisoa. Vehivavy bikàna izy, bako lava, ary maradona. 127 iadan’i soa ny iadan’i soa kosa, tovolahy merina, lahy fotsy lava koa izy, saingy manifinify. 127 fafana n 3 maneho ny fandokoana ireo mpandray anjara ao amin’ny v. A.
Andriamanatsilavo seth
Potehina. Toy izany koa ny tarika ramilison. Koa mandoko ny fahasahian’ny tarika ranarison hisetra izany tarika tena mahay izany ny fanovana endri-javatra. Nolaroana hyperbole mafy be ny filazan-javatra entina manantitra izany fahasahiana izany. Intelo nilalao tamin’ny hyperbole ny mpiventy tao amin’ity tapany voalohan...
Renikalo iny eny fa lasa nidina any ilay vereza faty iray iny! Hum! Ramafaitra zao nalevina farany tao, roa volana lasa izay. Alalana avy aiza no ahazoan’ireto manitska eto? Aleo fa hitako ny hevitra ! Totofako ao am-pasana ao tenisany dia aleo hilevim-belona ao! Ah! Tsy mahalala an’i renikalo angaha? Tr tray! F. Fa ma...
Ahoana moa no tsy hahery?
Consonnes consonant
Griger , pédagogie générale, tome 1, paris ligél 1964, p 192-193.
Rvidianana fitaovana dabilio , solaitrabe , ny kojakojam-blrao , sns x fanadiovana sy fanamboarana ny simba na fanavaozana , x ny fanaovana dia fibeazana
Atoy ta ana fa hanome fihina ana ny razana na nahavita ny fihina ana ny razana ohatra iaban’ i r eka ! Ase a aby ’zay. Dje finaritra e! Ie ! 116
Remerciements
Hontsina hontsinkontsina
Mpividy vidiny araka ny fatrany
Tany an-trano
Angamba andro vitsy sisa b
Ny lisitry ny fafana
Balandier g , anthropologie dynamique , in les notions clés de l’ethnologie. Analyse et textes. Marie odile geraud, olivier lesservoisier, richard pottier, armand collin, paris, 1998, p. 156 laquelle pouvait être qualifié par deux termes a dynamique car elle tient compte du mouvement interne des sociétés, des forces qu...
Loharano niteraka ny tantara koa ny vehivavy satria io dia anisan’ny fototra nanajoroan’ny mpanoratra ny tantara. Koa ireto misy voambolana maromaro mahakasika ny lalana izoran’ny vehivavy eo amin’ny fananana ny zanaka mba ho fanehoana izany fifandraisana izany.
Cf supra note 100 114 cf supra note 55
Mpanova anay ho vao.
Fiompiana 180 64 totaliny 305 64
Ny taozavatra
Capen, ens antananarivo.
Lydiary 14 12 92
Tsy dia tsara loatra ny mihinana betsaka sy matetika ny haninkotrana satria, mety hanimba ny fahasalamana 96 na izany aza, efa manana fomba maromaro ny olona amin’ny fandrahoana azy ka rehefa tsy andrahoana avy hatrany dia afangaro zavatra hafa toy ny ronono, voanio, voanjo, sns raha tsy izany dia kikisana na totoina a...
Na teo aza ny fampianarana sy ny fitsidiham-paritany nataon’ny misionera dia nikelezany aina fatratra ny fandikana ny baiboly. Ohatra, rehefa voadikan’i griffiths ny ny bokin’i isaia dia nalefany tany amin’i freeman mba hodinihany. Nampiarahany tamin’izany ny fanolorana ny baiboly, ka nataony hoe teny nkova novan’i fre...
Tanora ô mba mieritrereta
Sartre j. P. , qu’est-ce que la littérature? , op. Cit, tak.75 il faut nous rappeler que l’écrivain, comme tous les autres artistes vise, à donner à ses lecteurs une certaine affection que l’on a coutume de nommer paisir esthétique.
Ny hira fankalazana an-dradama i 270