text
stringlengths
10
11k
Nitsikozakoza takila 55 ntsaka rano, tsoka afo, tsena maraina, nitsikozakoza noho ny hatsiaka sy ny torimaso tapaka.
Nanaraka azy ireo ilay solemita
Resumé cette recherche est essentiellement basée sur l’amélioration de la technique de dissertation appliquée au lycée, avec des nouvelles propositions dans la manière de traiter les citations. Les résultats des observations de classe qui se sont déroulées au lycée moderne ampefiloha nous ont permis de constater que le...
Ambalanierana faliandro tsifanaika ambalamananjoky ambalamanandray ambalakijama ambalamahazatra ambalamahatsinjo 8 10 22 5 15 11 7 1 2 2,5 2,5 2,5 2,5 2,5 2,5 1,5
Ny lohateny antonony nosokajiana ho ao anatin’ny lohateny antonony, ireo lohatenin-tononkalo ahitana teny roa na andian-teny. Manetsika ny sain’ny mpamaky ho amin’ny tian’ny pôeta holazaina koa izy ity, saingy, efa milaza ampahany kely amin’ny hafatra sahady, dieny am-panombohana. Izany hoe, manome fanazavana bebe koko...
Sasa sasasasa sasaina sasaisaina 550 sasaka sasatsasaka sasahana
Anisan’ny harena voajanahary hita amin’iny faritra maroantsetra iny ny ranomasina toy ny hita amin’ny faritra sasany eto madagasikara, amin’ny maha nosy ny tanindrazantsika. Tsy misy izay tompony manokana fa misokatra ho an’ny rehetra na tompon-tany na olona avy amin’ny faritra hafa ny ranomasina amin’izay maha voajana...
Solotenam-piangonana mompera yves francis, 51 taona, mompera mpanampy kaominina sandrandahy
Taorian’izay dia nodinihina ny firafitry ny tantara foronina amin’ny ankapobeny. Miandoha amin’ny fanimbana ny fitiavan’olon-droa sy ny fianam-piankohonana ary mitohy hatramin’ny fanimbana ny fiainam-pirenena ny tantara. Anisan’ny singa manova ao amin’ny tantara ny fisian’ny ady sy ny fahafatesana mandritra ny fikaroha...
Izao endriky ny fitanisana izao dia maneho mazava amin’ny mpamaky fa tsy misy afa-tsy izay tena fampiasa isan’andro ao an-tokantrano ary milaza fa sady lakozia no trano fatoriana ny efitra atsimo. Tiana hifantsika tsara ao amin’ny mpamaky mantsy amin’ny alalan’ny fanaka ao an-tokantrano ny endriky ny tsy fananan’izy ir...
Nofidina mba hamiliana aretina, na toe-javatra mahazo ny iray amin’ireo mpilanonana19. Tsy eo amin’ny lafiny lanonana ombam-pomba amam-pivavahana ihany anefa no nilan’ny malagasy ny omby; fa ny lafiny famokarana ihany koa indrindra indrindra. Natao mba hanampy ny tantsaha eo amin’ny fanatanterahana ny asa amin’ny fambo...
Nefa indrisy fa ianao, ilay nandrasany tsy nanisy lanja akory ilay fitiavany.
Sobika fanafangaroana ny voanjo sy ny, siramamy vita amin’ny lamba lamba soga,
Zanaka fananana haba nampindramina. Ny zanako e ! Ny zanako ! Sintoniny eto an-tanako. ’lay hany mba fananako moa tsy misy hafa ’reo zavatra avy amiko sandaiko ho takalo hasoloko ’ty zanako ! ? Fananako ! ’lay tendrinao ho anjarako dia indro fa nombontany nongotany eto an-tratrako. Fananako e ! Hoe ; lova ’ty taranako....
Fanazavana tsipika mijidina isan’ny olona tonga mivory tsipika marindrano ireo faritra dimy tsipika miloko manga maneho ny isan’ny lehilahy tsipika miloko mena maneho ny isan’ny vehivavy
Observation directe c’est une action résultant d’une réflexion et d’une surveillance attentive. L’enquêteur se trouve dans ce principe être dedans tout en étant dehors autrement dit, il effectue ses recherches dans une discrétion possible et sans perturber la vie régulière et l’organisation quotidienne du centre. L’enq...
Antananarivo décembre 2014
Raolison , rakibolana malagasy tak.899-900
Ny tamberim-boanteny sy andalana mifanesy ahitana betsaka ireo sarinteny ireo ny asasoratr’i arni. Natao hanantitranterana sy ho fanamafisana ny tiany hasongadina izany mba ho mora tsapan’ny mpamaky ny anaphore tamberim-boanteny na tamberin’andian-teny andoham-pehezanteny, na andohan’andalana, andohan’andininy mifanesy...
Nasehon’ny mpanoratra an-tsehatra ilay mpanjaka tsy nahay namaky teny na nanoratra kanefa mpitari-tafika, kanefa, mpitondra tsy manam-paharoa, olon-kendry sy manam-panahy. Nampiaininy ny kabary nataony izay mahatarika sy manendratra ny olona efa nisava ny rahona maizina! Efa nihataka ireo zavom-be! Fa miseho ny andro a...
Taorian’ny boky rehitra hambom-po dia namoaka boky tantara foronina hoe fa velona indray ny mpanoratra. Nanana ny mampiavaka azy amin’ny boky tantara foronina izay nosoratan’i eric ravalisoa ity anaovanay fanadihadiana etoana ity. Araka ny famaritana efa hita tany aloha, dia lahatsoratra tsy mirindra maneho fitantarana...
Ny tontolo hita maso raha eo amin’ny fiheverana mahazatra, ny atao hoe tontolo hita maso dia ny singa rehetra ao anatin’ny tontolo iainana hitan’ny maso, azo tsapain’ny tanana na tsia.
Fafana n 2 fanasokajiana ireo singa mandrafitra ny gazety araka ny hita eo amin’io fafana io àry, dia azo ambara fa maro dia maro tokoa ireo toko izay mandrafitra ny gazety. Fa tsara ho fantatra koa, anefa fa manana ireo singa mandrafitra azy, ka mampiavaka azy amin’ny karazana vokatra voarakitra an-tsoratra samihafa n...
Tolom-panafahana an’i madagasikara tamin’ny 1947
Iha sikily, iha volohazo ho salama lahy i ho àfake ny arety ho soasoa lahy ie.
Ny fomba entina maneho ny sary
Ry fitiavana irery sambatra ihany kosa ’zay sikinanao ny hery, ka tsy mety resim-posa! In akon’iarivo, 15 janoary 1925
Fa mbola mba tantely tsy lefy hamamiana ny tsiky iray mamony anaty fahoriana
Ny fasana ihany no hany zavatra mandona ny hery ho sakodiavatra, ka nony mamono sy mahafaty, ’ dia zary mandaroka ny ao anaty,
Mahay manao fandravonana eny eny eny fafana 4 fafana fandalinana ny tanjona ankapobeny ao amin’ny fandaharam- pianarana mikasika ny lohahevitry ny fahafahana .
Langues et lettres malgaches
Ny fikambanana misy azy nanomboka teo amin’ ny fahafito ambin’ny folo taonany i eric ravalisoa dia efa mpikambana tao amin’ny antoko mpihira andravoahangy fivavahana na ny a. M. A. F. Lehiben’ny vaomieran’ny hira izy nandritra ny folo taona niandraikitra ny fampianaran-kira sy solfa ho an’ireo ankizy te handalina misim...
Andriamanalina ii, fils d’andriamanalina i, fonda fanjakana , où il installa son petit fils raperana. Le symbole de la légitimité du pouvoir des souverains est un couteau de chasse en argent, le mitambolanela ; l’inscription en allemand suivante est gravée sur la lame jagen und lieben tut manchen betr ben 1785 chasser ...
Memoire pour l’obtention de certificat d’aptitude pedagogique de l’ ecole normale
Nasolo 09.03.87
Ato amin’ity fizarana faharoa ity no hampiharana ny fomba fandinihana tantara foronina ka ny boky ho avy ny maraina no hovahavahana amin’izany. Mialoha izany anefa dia tsara raha soritsoritana amin’ny ankapobeny ny mombamomba ny tantara foronina ny sehatra misy azy ary ny famaritana omen’ny rakibolana sy ny mpandinika ...
Singa iray maha-firenena ny firenena ny mponina ao aminy. Ny fanaovana tsinontsinona azy ireny dia midika ho fanakorontanana ny fiainam-pirenena. Taratra izany ao amin’ny asa soratr’i faralahy. Anisan’ny nataon’ireo fahavalom-pirenena ny fanitsakitsahana ny zo maha-olona. Eo ihany koa ny fanamparam-pahefana tafahoatra,...
Fiononana amin izay miseho
Zefa dia tena tsy tsikaritr i aro sy i angola mihitsy ve ireny fihetsikao sy ny endrikao niova ireny? Izaho anefa raha vao nahatsikaritra dia hoy aho tany am- poko misy raha miafinafina any amin i nenibe any zalahy e. Dia narahiko maso 125- sy nojereko akaiky amin izay izay lalana alehan ity nenibe mateti-pivoaka ny tr...
Ny tanjony natao ity dina ity mba hamongorana ny halatra madinika, toy ny hala-boty sy ny halatra vorona. 2-2-1-2 votoatin’ny dina
Fizarana 32 alahahady, 27 may 2007; lah 3522 tsy nandry intsony mihitsy ny sain’i ndretsa. Mamakafaka lalina izy amin’izao tsy nahitana tampoka an’i vaomihary izao misy manafina ao an-tanàna ihany ve sa nisy nitondra lavitra? Tsy mety mino aloha ny sainy hoe nisy namono i vaomihary, fa ny fakana azy an-keriny no azo an...
Raivo da da. Dadabe a! Izy no. So. Lo ary izy ry solo no.
Tsy tsara anefa, rahavako, isika raha toa mifamitaka ka hanorina akany eo amin’ny fahorian’ny hafa koa ny mifampitso-drano no hitako mety, veloma masina tsy anjara ny antsika satria tsy taloha fa diso aoriana.
Mampiasa sarin-teny ihany koa izy izay toa mampihomehy ny sasany indraindray. Anisan’ izany ireto manaraka ireto diso dozy va re ny fananan’ ingahy fara? Hoy ny eritreritro bina tak 34
Tambolina tambolimbolina manambolimbolina
Rado eny indray àry koa, fa inona aloha izany tantarany izany ka mahatonga an’ialahy tsy ho tia azy intsony e? Sedra henoy àry e!
Ny fiangonana raha ny eto madagasikara manokana no jerena dia maro dia maro ny fiangonana. Nandaitra tanteraka ary nisy akony lehibe teo amin’ny vahoaka malagasy ny fampidirana ny fivavahana kristiana. Tsy ny saina sy ny vatana ihany no maha olona araka ny voalaza tany am-piandohana, fa ny fanahy no maha olona hoy ny n...
Lalàna sy fanekena ny firotsahana ho isan ny mpikambana skoto maneran-tany dia midika ho firosoana amin ny fanaovana fanekena22. Ao anatin izany dia misy fitsipika môraly izay antsoina hoe lalàna skoto. Na inona na inona fombafomba sy teny enti- 22 fanekena fanaovana voady fa hanao ny andraikitra maha skoto. Ho an’ny m...
Raha ireo vokatra ireo no jerena, dia azo ambara fa tsy mahafa-po ny mpampianatra ny fandaharam-pianarana. Ny 20 n’izy ireo ihany mantsy no mankasitraka izany fandaharam-pianarana izany. Nanaitra ihany koa ny nahita ny iray 1 tamin’ireo mpampianatra nanaovana ny fanadihadiana nilaza, fa tsy marim- pototra ny taranja ma...
Ny an’ny vazaha aza atao, ka mainka ny an’ny tena, hoy renikoto.
Fa ambonin’ireo rehetra ireo dia fantatra fa fatra-piankina amin’ny tontolo iainana tokoa ny ntaolo fahiny. Ahatarafana izany tontolo iainana izany tokoa, na ny fiainana andavanandrony, na ny fombany, na ny fiteniny. Ny fahendreny aza moa dia notsoahiny avy amin’ireny tontolo manodidina azy ireny. Fatra-pandininika ny ...
Ny paika nentin’ny mpanoratra naneho ny fo lafika tokana
Dia tombanana eo daholo na ny akanjo na ny volo, sy ny mety mba hanendrika ilay tena manontolo.
Akon’i parisy
Démarche locale, centrée sur le micro au plus compréhension partielle des phénomènes régionaux
Eto dia sady ahitana rango fohy no ahitana rango lava ity hira ity. Mitantara ny mombamomba ny vato; tsy dia ny vato ohatra anefa no asian-dresaka eto fa mba hanamaivana ny entana sy hampandeha ny omby dia arahina hira. 1-2-3-ny niandohany
Joséphine ranirina
Hita araka izany, fa eo ny antony ara-pinoan-drazana ary eo ihany koa ny antony araka anjara asa ny amin’ny tsy tokony hiadian’ny mpivady, ny tokony hitandremana amin’ny loto avy any am-paty, ary koa ny fanalavirana ny adin’ny samy mpiaramonina. Natao ho fenitra harahan’ny olon’ny landy ireo mba hanatsarana fiainana sy...
Fanjaitra f-an-j zaitra fangady f-an-g hady fanilo f-an-ilo fanahy f-an-ahy f tovona famoronana anarana na fitaovana -an tovona vakiny tsy miova entina ilazana asa atao ? Fanjaitra fitaovana entina manjaitra fanahy fitaovana entina manahy misy rafi-kevitra vitsivitsy hita amin’ny fototeny ahy ahy ko izay tena mahakasik...
Tafa kambana tafa paka tafa voaka tafakambana tafapaka tafavoaka
Directeur de memoire professeure solo-raharinjanahary raharimalala anatolie
Manamafy izany ihany koa i romule, tovolahy iray monina eny amin’ny fokontany mahazoarivo, nanatrika ny mamahoaka andiany fahadimy, tafaresaka taminay, ka nilaza fa misy fiantraikany be dia be eo amin’ny fanatanterahana ny mamahoaka ny fidiran’ireo vazaha an-tsehatra. Miantoka ny fampivelarana ny serasera momba ny mama...
Vahoaka sy ny fisaorana nataon’ny sefo sy ny directeur, ary ny tenin’iadanivahiny ho setrin’izany kosa v. A. Tak. 136 niandoha tamin’ny fifaliana feno fanantenana teo amin’ny fitiavana voalohany tany sambirano izany ; dia nitohy tamin’ny fiovan’ny fon-dehilahy tsikelikely teny, ka niafara tamin’izao fandosirana tampoka...
Ny endri-pihavanana
Tsapa avy amin’izany fa miankina amin’ny fanarahana tetika amam-paika no ahatafavoahana amin’ny fitrandrahana hevitra. Ahoana kosa indray àry, raha famoaboasan-kevitra no endriky ny laza adina?
Ny andininy
Masonao. Kamboty anie izahay e ! Kamboty ireo zaza ireo ary tsy azoko ariana aman’olona nahoana ianareo no ho kamboty? Mbola manana ny reninareo anie ianareo e ! Hoy i navalona sady gaga no tezitra ary te hitomany aiza izany reninay izany? Mahita an’izany ato an- trano angaha ianao? Hoy 40 i hery mba tezitra ihany koa.
Ambatondrazaka
Sakaizan’ny tanora. Lah 08-31 tsipy hevitra ho an’izay te hanoratra may 1930- nov 1931
Ny azo lazaina fa manana ity toetra ity angaha dia ingahy rainiboto mpanofa trano, araka ny anehoan’ny botsaiky azy ao amin’ny asa sorany ton.132, tak 138 eo ilay toetra fetsifetsy noho ny tsy fananana ka mamorona habobo, toa maniry loza ho an’ny tena amin’ny fikenonkenonana hamonjy hopitaly na dia tsy marary aza. Eo i...
Ny fanehoana ny firaisan’ny fitiavana sy ny fifampitokisana dia tsy
Manampy, ary azo ianteherana amin ny zava-mitranga rehetra eo amin ny fiainana ny tena namana, tsy manary raha tojo ny zava-manahirana. Taomin i lyra tsy hifampihalangalana na hifampandositra ny manana sy ny mahantra, fa hahay hifanohana. Hoy izy fialangalanana sa fandosirana fifanohanana, sao manahirana ireo mosarena ...
Manafina ny andro hariva itony zavon’ny vohitrareo ny masom-bahiny ao afeniny fa zavonjavonan’ny rano
Marina rariny hitsiny l 12
Outil 3 grille horloge de 24 heures
Ny rima fampiasany
Ny maha malagasy izay
Endrika anatiny ahitana efitra 6 mifanao ambadika 3ambadika andrefana 3ambadika atsinanana ny efitra 1 biraon’ny tomponandraikitra rehetra tale, mpanara- maso, no sady itoeran’ny boky; 1efitra ianarana inforrmatique misy solo saina 15 isa. Misy efitra 3 lakilasyavokoa. Ahitan a dabilio 21 isan’efitra sy latabatry ny mp...
Mombamomba ny boky
Vitsy dia vitsy ireo mpanoratra re mampihomehy roman d’espionnage comique frantsay fanta-daza. John gardner izay teraka tamin’ny 1927 no malaza indrindra amin’izy ireny, ny tantara nanavanana azy indrindra dia ireo tantara ahitana fisehoan-javatra tsy fahita andavanandro.
Bacc c d, 1992 374 clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky ii, tak 48 375 e. D andriamalala, ny harem-pirenena, tak 31 376gazety lakroan’ i madagasikara, 03 aprily 1988, tak 4 377 j. Rakotonirainy, ny tsaran’ ny razantsika, tak 32 378 c. Ranaivo, gazety ny fiainana, lah 39, marsa 1932
Hitantsika ao amin’ny fizarana manaraka fa azo ambara ho tsy feno io fanasokajiana io ka hotovanana amin’ny ny fanasokajian’i adam. Alohan’izany dia hiverenana ny mikasika ny hevitra ambadika voaresaka tetsy ambony.
Objet ilay tanjona kendren’ny sujet
Sary 7 rary sy tefy vatosoa izay amidin’ny olona 44
Fety op cit, tak 9-11 71 va ny tovovavintsika
Raha ny tantara indray no zohina dia taranak’ireo olona avy ao antananarivo ireo mponina ao ambohijoky amin’izao fotoana izao. Hoy i p. Callet maneho izany ao amin’ny tantara ny andriana dia nataon’ andrianampoinimerina lapan- drafotsirabodonizimirahalahy vadiny i ambohijoky, ary no voanjoana tamy ny voromahery, ny avy...
Ny tokantranony
T96, t97, t98, t100
Miovaova arakaraka ny vanim-potoana lalovany ny karazana sakafo omena ny akoho izay azo fintinina ao anatin’ity fafana ity fangaron-tsakafo amin’ny kilaograma ho an’ny zanaka akoho ho an’ny vantotra akoho ho an’ny akoho manatody
Ain-dehiben’ity asa ity ny lahatsoratra fantenina satria miankina aminy ny faharisihana sy ny fahazotoan’ny mpianatra. Voalohany, lahatsoratra miavaka eo amin’ny fomba fandaharan-kevitra no ilana, manana paikadin-dahateny mazava sy azo trandrahina. Ahitana drafitra mirindra, tsy miolaka loatra ny fomba filazan- javatra...
Loharano rabemanantsoa luc n f
Miara-miasa sy mangataka azy hihira avokoa, na ny olon-tsotra, na ny fikambanana maro sian-karazany, na ny fokontany, na sekoly, eny, fa na ny fiangonana koa aza tsara ihany koa ny mampahafantatra eto fa tsy mihira irery i abel ratsimba, ao anatin’ny tarika abel ratsimba. Olona maromaro izy ireo no mandrafitra io tarik...
Les apports ville-campagne dans la périphérie de tananarive , in tany malagasy, n 22, université de madagascar.
Vohidrazana 66 78 70 81 83 91 116 123 10 124 15 161 141 139 130 13 80 88 24 28 972 1050 2022
Chapitre 1 presentation de la tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy
Soratra hoe!
Aia ny aty ô, mandondo a, de aia ny aty de miditra hiany sady mandroso, fa tena mipetraka ao ambaravara a ao izy de miandry eo, refa tonga le onna izay vô mampandroso. ’zay ro fomba raika zay. De eo amin’ny fitatanana harena koa, ny fomba betsileo de vô manao hoe; de ao amin’ny zokionna 05 sy ao am’ray aman dreny aby n...
Koa izany na dia eo amin’ireo taranja mila ny vaky boky amin’ny teny frantsay na amin’ny teny vahiny hafa ihany koa aza. Ny mpianatry ny l. F. A no hita ho mazoto kokoa amin’ny famakiana boky na amin’ny teny malagasy na amin’ny teny frantsay araka ny hita eo amin’io fafana eo ambony io. Tsy mahagaga moa izany noho ny f...
L’objectif de cette activité est d’améliorer l’environnement social de la rn2, ainsi les bénéficiaires de ce projet deviendront de bons acteurs en coordonnant leurs activités avec les buts du projet mentionnés au devis programme.
Nanomboka ny