text stringlengths 10 11k |
|---|
Kakazo tsy ma eky pensilihazo mandiadia vavan i général, ma ano teha-tsofi a commissaire, sorany meloka, zakany mahitsy. Taratasy tsy mizaka amin y tsy mahay. |
Rehefa fantatra ny anjara asan’ny tanjona, dia andeha hidirana ny momba ny fisehon’izany isaky ny sehom-pampianarana. |
Mbola hafa i mose ravalo raha handaha- teny -ravalo maivan- kitsaka ve? -ragovanareo mavesa-danja fa mana- kevitra lanjan’ akotry avotry ny rafy |
Zava-boary manan-danja teo amin’ny ntaolo malagasy ny omby. Ankoatra ny fananana azy ho harena, dia ampiasaina amin’ny fihaonam-be an-karatsiana, na koa an- kafaliana izy io. |
Handamina ny mpijery. Rehefa avy eo, dia mbola iangavian’ny mpandrindra tantara tsangana ihany izy mba hitarika azy indray any amin’ny mpisorona be eo an-tanàna, satria izany olona izany dia mbola manana ny hasiny tokoa rehefa mibaiko ny taranany sy ny mponina manodidina azy ka tsy tokony hohamaivanina. Koa anjaran’ny ... |
Ny vontoatin’ny fanabeazana ny fahalalana omena ireo beazina no tondroina amin’ny hoe vontoatin’ny fanabeazana. Miankina tanteraka amin’ny haabom-pahalalan’ny mpanabe izy io. Na izany aza anefa dia tokony ho hain’izy ireo ny mandanjalanja ny fanabeazana tanterahiny amin’ny maha izy ny beazina. Amin’ny lafiny iray, mian... |
Ny fitsimbinana ny aina sy ny faharetan’ny taranaka |
Fa ny foko dia ny foko nofo kosa sy ny masoko, ny maso nofo koa raha sendra ka tsaroako miha-osa ka miraika mitomany diso moa ? |
Manana safidy ny mpikaroka tsirairay amin’ny fampiasana ireo haitsikera samihafa. Siansa ny literatiora, mba hahahomby ny asa fikarohana dia ilaina io haitsikera io miankina amin’ny zava-kendrena tiana hotratrarina sy ny lohahevitra ifotorana izany. Ny haitsikera ara-tantaram-piainan’ny mpanoratra no nampiharina hanata... |
Antsirabe i antsirabe. Ahitana boriborintany enina 06 01 |
Marovoay nandalo fotsiny no nahatonga azy ireo nivily tao nivily ho any marovoay tokoa nanafatra ny mpandeha tsy hanalavitra, ny mpamily, satria malaky hanainga ry zareo fa efa tratra hariva. V. A. Tak30 |
Français, méthodes et techniques, bac pro, paris, nathan |
Sary 14 solosaina entin-tanana sary 15 solosaina birao |
Ny fitiavana ny mpiara-monina tsy ary ho ambony avokoa akory ny olona rehetra eo amin ny fiainana, fa misy dia misy tokoa , ary maro, ireo miaina ao anaty haizina lava izao. Ny fiaianan izy ireny indrindra no asehon i lyra amin ny mpamaky. Ohatra ny voalaza ao amin ny mason-jaza manao hoe maso an-tapitrisa , fijery an ... |
Mpampianatra mpianatra t3 |
Amin’ny teny malagasy ireto avy ny mpisolo tena mahaleo tena mitana anjara asa lazaina amin’ny teny malagasy 2 j. Dubois, grammaire structurale du français nom et prénom, langue et langage , 1981, larousse, paris, t. 119 les pronoms personnels présentent des formes diverses, qui se distribuent dans la phrase d’une mani... |
Tatsimo sasany. Manao tery vay manta ny progra-many ingahy bush, filohan’i etazonia. Ny fanalalahana ny lalana sy ny tsenam-barotra no maharevo azy. Ny ady |
A, tn 1 asa maizina , tak.2-3 63 v a, tf 2 ny renikeliko , tak.81 |
Sehatra iray nampitombo ny fifaneraserana teo amin’ny samy mpikambana ny fotoam-piofanana. Amin’io fotoana io dia tafahaona ny avy any amin’ny fokontany samihafa mifampitafatafa, mifanakalo hevitra, mifampizara vaovao. Teo ihany koa ny fahasahiana nifanakalo hevitra tamin’ireo mpanofana. Nanjary tia mandresy lahatra sy... |
Lovako t12, editions ambozontany-analamahitsy- antananarivo, 288 tak |
Ny fomba fiheveran’ireo manana fari-pahalalana antonony |
Kilasy nahitana mpianatra niteny hatreny am-boalohany ka hatreny am- piafaran’ny seho no tsikaritray tao amin’ny kilasy nampianarin’i d, ary tsy tabataba velively no nisy fa namaly hatrany ny fanontaniana napetraka taminy izy ireo. Tao no niteny rehefa voatondro, tao kosa ny nanangan-tanana ary nomena anjara fitenenana... |
Frng 2007 86 564 056,82 156 625 074,76 70 057 017,88 frng 2008 220 990 711,00 255 623 818,80 34 633 107,80 frng 2009 256 451 575,46 262 683 818,94 6 232 243,52 a partir de ces calculs ci-dessus, les fonds de roulement durant les trois exercices successifs ont été tous négatifs. Nous pouvons dire que l’équilibre financi... |
Razafimalala a. 1999, ny fisokina sy ny akony eo amin’ny fiarahamonina ao amin’ny faritr’i brickaville, mémoire de maîtrise es-lettres, stelarim, oniversiten’antananarivo, tak. 26-27 41 razafiarivony michel, 1944, ny fomba sy ny hevitry ny tsangambato ao amin’ny faritra anosibe an’ala, taloha n 12, musée d’art et d’arc... |
Marihina fa misy mira zotra avokoa ny kilasy faharoa sy ny voalohany; ohatra ny 2nd misy kilasy mira zotra 4 2nd 1 ; 2nd 2 ; 2nd 3 ; 2nd 4. Ohatra ny 1ere misy kilasy mira zotra roa avy ny l sy ny s l.1 ; l.2 ; s.1 s.2. Ny kilasy famaranana no tsy misy mira zotra fa iray ny kilasy araka ny sokajiny t. A1; t. A2; t. D; ... |
Fafana iv fafana mamintina ny fizotry ny tantara nv, fn, hls 63 |
Ny fitiavanay anao tsy miala fa ho anao doria tokoa. Fiverenany tahionao ry zanahary ity nosindrazanay ity, hiadana sy ho finaritra he! Sambatra tokoa izahay ity farany no voafantina ho hiram-pirenena malagasy tamin’izany. Azo tsoahana avy amin’ireo tononkira rehetra ireo, fa mamy amin’ny malagasy ny taniny, na ny tani... |
Amin’ny fiantsoana mahazatra andavanandro dia hihaino tantara isika na koa tononina fotsiny hoe tantara , ny tantara fandefa an’onjam-peo izany dia. Tantara entina ilazana toe-javatra iray nisy na niseho tao amin’ny faritra na firenena iray tao anatin’ny fotoana voafaritra mazava 8. Ny tantara fandefa an’onjam-peo izan... |
Ho an’ny kilasy voalohany sahala amin’ny kilasy faharoa ny fomba fiasa. 3.1.2.1. Araka ny hevitry ny mpianatra a- literatiora ny tantaran’ny literatiora sikajin’idadabe trimofoloalina |
Resy ianao androany |
Ny anatra mampahendry ny ohabolana dia mampianatra fahendrena, araka izany dia hita fa manam- pahendrena hatrany ireo olona namorona ny ohabolana. Teo amin’ny ntaolo dia nisy ny zokiolona, izay nomena ny hasiny sy hajany manokana teo amin’ny |
Ny varotra |
Na dia izany aza anefa, mbola maro ny manaraka an-tsakany sy an- davany ireo ambaratonga efatra ireo, ary miampy iray aza ho fanamafisana azy, dia ny fanamasinana any am-piangonana izany. |
Http lhomme. Revues. Org index. Html 1931 culture encyclopédie des sciences sociales 4 pp 621-646. Http www8. Unil. Ch wpmu bases files 2013 07 agile. Jpg |
Anaovana ny fanadiovana fa tsy any amin ny toerana hafa danitra, ao ihany koa no fanonerana ny fahotana madinika rehetra. Dia ampy analana ny helotsika. |
Vovoka misiditsidina vovoka misiditsidina |
Fa ny miaramila no arangaranga |
Ny fanolorana ny toerana ny fanolorana ny toerana isehoana sy ivelaran’ny tantara dia mamefy ny mpamaky hametraka ao an-tsainy ny tantara, ary mahatsotra ny fanjohian-kevitra. Ny filazan-javatra lalaovina kosa no miteraka ny fihetseham-po. Noho ny fahaizan’ny mpanoratra dia tsy miharihary ny toerana, kanefa dia misy to... |
Tovana fahatelo |
Mampiasa saina fitadidiana mampisy fitadidiana famerenana vita ho azy fifantohana mampifantoka kokoa mampahay |
Ny fotoan-dahasa fahavaratra no itodihan’ny mpiara-monina na ny mpianakavy, tompon’ny tanimbary, amin’ilay nahary nanome ny aina. Aorian’ny fahavitan’ny hosin’angady41, izany hoe mialoha ny hirotsahan’ny vehivavy amin’ny fanetsana, dia vory ny rehetra. Ny eny an-dohan’ny tanimbary izay idiran’ny rano manondraka ilay ta... |
Imasoan’ny fanjakana ankehitriny ny fanomezana fanabeazana ho an’ny zaza malagasy rehetra. Ny fitondram-panjakana malagasy dia nanao fanamby fa hiady amin’ny fahantrana ary efa nisy fepetra noraisin’ny ministeran’ny fanabeazam- pirenena sy ny fikarohana siantifika amin’izany39. Zava-dehibe ny ezaka ataon’ny fanjakana k... |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny nambaran’i duflo, 2010 l’éducation est à la fois comme valeur et comme facteur de croissance essentielle au développement de la vie humaine p.13 2 dikan-teny malalaka nataonay araka ny voalazan’ny fandaharam-pianarana, 1997 le futur citoyen sera amené à contribuer au développement ... |
Ny fitaovana maro ireo fitaovana ilaina rehefa manatanteraka fanadihadiana. Anisan’ireny ny tahirin-kevitra, izay fototra anorenana ny fanadihadiana. |
Lisitry ny fafana |
Ntaolozandriny, fanilon’ny tanora, n059, septembre 1931. |
Ny andraikitry ny ray aman-dreny voalohany indrindra dia tokony ho tia sy manaja ny fomba fanao nentim-paharazana ireo ray aman-dreny mba hahafahany mitaiza ny zanany amin’izany. Tokony hiaina ao anatin’izany ihany koa izy ireo. Anjara biriky tokony hoentiny mantsy ny mampahafantatra ny zanany ao an-tokantrano, fa tsar... |
Ny oe ue sy oi ui mifanova amin’ny o |
Ny ratsy atao loza mihantona izay mamafy rivotra, mijinja tadio rh3 ny lanjan’ny finoana ny tody |
Resak’alika |
Ambaran’ny rakibolana fa ny hoe fahazoana dia midika ho fahafahana mahazo an-tsaina ny zavatra iray larousse, 2008 83 13. Aseho amin’izany fa ny fahazoana dia fandraisan’ny saina ny hevitra iray avy ety ivelany. Ny olona iray, araka izany, dia afaka manome dika ny zavatra miako any amin’ny sainy. |
Ny karazany |
Tsy manadio |
Fiankohonana situation matrimoniale marié célibataire |
Fa 32c env. |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure ampefiloha |
Fivetsoana ny fahasambarana, eo amin-drobena sy ilay olon-tiany ary ny an’i nanja sy robena kosa dia mijanona ho sary nitondra lesom-piainana eo amin’ny fifankatiavan- drobena sy ilay sakaizany haingo 2.1.2.2. B ny tononkalo avy amin’ny mpanoratra hafa. |
Ohatra 2 mbola ny hita ao amin’ny ny renikeliko ihany tina ritra ireo fananako rehetra, noroahin’ilay naman-dratsy aho, vokany vokany |
Jao andraso aloha fa toa izy iny tazako iny ie ! Izy mihitsy iny ! Mboty dia inona no atao ry jao ? Jao tonga dia midira ao dia anontanio raha ao amin-dry zareo ilay mitady mpiasa an-tselika na tsia. Mboty maninona anefa raha miaraka isika e ? Ianao tsinona mba fantany. Jao mandehana aloha dia ho hitantsika eo raha mil... |
Dingana telo no tokony ho hita ao amin’ny fanontaniana. Voalohany amin- izany ny fahazoana lahatsoratra, izay manamafy ny fahazoan’ny mpianatra ny lahatsoratra. Mazava ho azy fa mikasika ny lahatsoratra izany ny fanontaniana. Manaraka azy ny fandalinana na fanitarana, izany hoe maanomboka miala amin’ny |
Any amin’ny fahaenina ambin’ny folo sy ny fahafito ambin’ny folo taonany, efa mahaleo tena amin’izay resaka harato izay ny tanora ao ankiakabe. Raha jerena izay rehetra izay, hita fa tsy mifantoka amin’ny fianarana an-tsekoly ny zaza ao ankiakabe fa efa ampy rehefa mahay mamakiteny sy manoratra. Ny zava-misy ihany koa,... |
Manao ahoana ny vokatry ny fahazoana io tsiny io? Fitanisana. |
Manangana fafana hanehoana ny karazana fiheverana sy fahitana ny tontolo maneran- tany. Fiovan’ny mpianatra manaja ny kolontsaina sy soatoavina. Mahay mifandray amin’ny hafa. C1 mpianatra mahalala ny fomba fijerin’ilay fiarahamonina ny tontolo vision du monde mahalala ny filôzôfia sy ny soatoavina ao amin’ny fiarahamon... |
Ireo haitsikera |
Manoloana izany rehetra izany dia mandray ny andraikiny ireo mpitandro filaminana notarihin’i andry. Niezaka niaro ny harem-pirenena izy ireo mba hahafahana manarina ny toe-karen’i madagasikara. Santionany amin’izany ireto holazaina ireto ao amin’ny fiafaran’ny et dia ahitana ny fisamboran’i andry sy ny namany ny tarik... |
Fitsidihan-drandria an’i dr rabary tany amin’ny biraony |
Tsy laitra tenenina kosa no ompana dia ampiasaina ny 160 io ohatra io dia natao hanehoana fa toetra efa raikitra ao amin’ilay olona itenenana ny ditrany satria efa avy any amin’ny tranon-dray aman-dreniny izay tokony hanitsy azy no tsy nananatra azy akory. Endrika iray isehoan’ny ompa koa ny filazana fa tsy misy dikany... |
Na dia eo aza ny voka-dratsy sy ny vokatra tsara entin’ny fitenenana manoloana ny olona iantefany; dia eo ihany koa ny fahatokian’ny olona manoloana ny teny renesiny. Ny parallélisme sy izay fahatokiana izay indray no hojerena manaraka eto. |
Licence masters doctorat |
Ireo ôsiky tsotra alao ono o 12 alao ono o vavako tsy mavandy zaho tsary nand hal han’izay nanodidin-tany na ara-mas va nahita valavo nitety rimba masony karaha voan-tsakay vavany karaha loham-pilo nifiny mara itry tsy rangita a manapaka hazo tsy amin’ny meso |
Ny zana-taranja riba ao amin’ny kilasy famaranana izay mifototra amin’ny fiheveran’ny malagasy ny tontolony, no ndeha hasongadina kokoa ny fifandraisany amin’ny ireo tononkira teatraly. Ho an’ny tantaran’ny literatiora mantsy, dia efa nanomboka teo amin’ny taona 1960 izay vanim-potoana efa tsy dia nisian’ny teatra klas... |
La rupture de ce cercle vicieux peut être provoquée, selon nurske, par des ressources extérieures qui vont permettre d’accroître le stock du capital technique et de la productivité dans le revenu , la demande et par l’investissement interne engageant ainsi les pays en voie du développement économique. |
Ny hasim-peo p mifanova amin’ny renifeo malagasy p ny renifeo swahili p eo amin’ny vanin-teny mitondra tsindry. Ohatra 31 |
Rahajarizafy a 1970 |
Mpitarika ratiaray suzette malalatiana maître de conférences |
Manoloana izany no asisiny fa ny fanafody rehetra dia avy amin’ny zava-maniry avy aty afrika voninahitra lehibe ho an’i madagasikara sy ho an’ny zanak’olombelona ny fahom- biazan’io fitsaboana nentim-paharazana io dia io ilay hevitra vaha olana handresena lahatra fa tokony hizorana. |
Nitsangana izy, nampifamihininy teo an-tratrany ny tanany roa. Nabanjiny ny masoandro ndeha hilentika ny masony v. A. Tak. 21 |
Sary 1 ny tanànan’ambatomainty 17 sary 2 ny renirano makambao 21 sary 3 ny ala any amin’ny distrikan’ambatomainty 22 sary 4 sora 23 sary 5 csb ii bedamba 32 sary 6 ceg ambatomainty 38 sary 7 epp ambatomainty 39 sary 8 foara sy ny fitafiny 88 sary 9 foara manangana dina 92 sary 10 dahalo tratra 134 sary 11 dahalo notifi... |
Maro ny olona mihambo, mihevi-tena ho olo-marina. Dia mivazavaza mafy tsy mba sarotra fantarina; nefa vao lambolamboina sy tambazam-bola kely dia miha-malefaka ny feony ary miova ny fijery. |
Fampitaovana ny sekoly |
Haratra haratraratra manaratraratra |
Mahazo ianao manafy ny fo mitanjakao mahazo mampirafy manao izay tian-katao 58 |
Soritsoritan-drainibozaka tsikelikely ny fitantarana ilay olona manindry sy mampitahotra azy ary ny fijaliany. Mitombo tsikelikely manaraka izany fanoritsoritany izany koa ny tahotry ny mpihaino. |
Ndehana ny soratro kely mahantra, ’ndehana mitety ny tampon-kavoana, 35 ’ndehana mampionona nofo maratra, ’ndehana mamafa fisentosentoana! |
Andian-teny 1-2-3-6-15-19-20-22-23-27-28-31-33-37-40-44- 50-59-61-63-64-65-69-71-73-74-76-77-78-79- 44 43.13 |
Cream, monographie haute matsiatra, février 2013, tak 37, les fokontany le fokontany, selon l’importance des agglomérations, comprend des hameaux, villages, secteurs ou quartiers |
Araka izany, tsy nataon’ireo mpitandro filaminana ho ambanin-javatra ny olom- pirenena. Tsy nasiany fanavahana izany. Ao amin’ny rmp dia narovany avokoa ny malagasy rehetra, na ny avy any amorontsiraka, na ny avy eto afovoan-tany. |
Reha izay ny momba ny tara-kevitra sy ny endrika nomeny ny tononkalo, dia ndeha horesahina ny asa azo tanterahina amin ny fampianarana ny taranja malagasy any amin ny lisea, miainga amin ireo tononkalo ireo. |
Miova araka ny fihetseham-pon’ny mpiteny izany ny safidina anoharana raisiny. Mihatezitra izy, mihamahery ihany koa ny anoharana ampiasainy. |
Fanazavana ny fafana |
Tovo aza malahelo aky cherie a! Vetivety fotsiny dia tonga aho. |
Tranga tampoka tsy ampoizina ka mitondra fiovana lehibe 21 ranaivoson dominique, madagascar, dictionnaire des personnalités historiques, ed sepia, 2005, p.29 22 laufer roger et lecher bonnier bernard, 1975, p.90 |
Herin-tsaina sy toe-panahy; c. Ranaivo, ambatomanga gazety fiainana, volana oktobra 1935, tak 312 tak 237 241 |
Fananana toe-panahy kristianina tsy ny hampianatra baiboly moa no ataonay ato amin’ity asa fikarohana ity, fa ny hampahafantatra amin’ny ankapobeny ny tian’ireo mpanao lahabolana hampitaina amin’ny mpihaino azy rehefa avy nikirakira naharitra ireo tonon-kira voaangonay izahay. Araka izany, hita fa misy lafin-javatra vi... |
Araka izany, rehefa avy nampahafantarina ny olona ny tokony ho lalan- kizorany eo amin’ny fiainana, dia hentitra andriamanitra mampihatra ny lalàna sy ny fitsipika napetrany. Tsy inona moa izany fitsipika nasainy notandremana izany, fa ny didy folo, izay nampitondrainy an’i môizy na i mosesy. Nantitranterin’andriamanit... |
Tsindrio ny saina tsy handroatra toneo ny sento tafahoatra dia aza malahelo loatra fa andrandrao ’lay any ankoatra |
Définition de la culture in dictionnaire de la langue française, paris la rousse 2109p enrichement de l’esprit, état d’un esprit enrichi par des connaissances variées et entendues ensemble complexe des représentations, des jugements, idéologies, des sentiments et des uvres de l’esprit qui se transmettent à l’intérieure... |
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky i, tak 8 270 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 8 271 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky ii, tak 47 272ny baiboly, romana 13 12, b 273 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 78 274 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 79 |
Rakotomalala jocelyn sy ny fikambanana nisy azy. Azo heverina, fa anisan’ny mpandraharaha matihanina rakotomalala jocelyn, raha ny haitao landy no asian-teny. Indro aseho amin’ny alalan’ny fafana ireo andraikitra nosahaniny tamin’ireo fikambanana nisy azy. |
Ny asa natao tao amin ity fizarana voalohany ity dia azo lazaina fa savaranon ando ho an ny asa fikarohana ihany. Araka ny lohateny nomena azy koa izay natao hoe fisavasavana ny foto-pikarohana dia fampahafantarana sy fanondroana ny asa tokony hatao. Nojerena tamin ny antsipirihiny izany asa fikarohana izany. Izay nana... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.