text stringlengths 10 11k |
|---|
Ao amin’ny tononkalo raha , ny andininy voalohany, ahitana andalana enina, ny andininy faharoa izay misy andalana dimy, maneho ny hevitry ny mpanoratra momba ireo olana mety hampihemotra ny fiainam-pirenena. Ny andininy farany izay misy andalana fito, mampiseho ny vahaolana sy ny torohevitra hamahana izany olana misy e... |
Ny lafiny fiarahamonina lafin-javatra maromaro no azo resahana manodidina ireo toe-javatra niainana teo anivon’ny fiarahamonina ny fiakaran’ny vidim-piainana, ny fiatrehana ny loza voajanahary, ny fahasalamana, ary ny tsy fandriampahalemana. |
Madagascar compte actuellement 4 millions de chômeurs, dont majoritairement des jeunes. La situation est d’autant plus alarmante puisque chaque année, ils sont de plus en plus nombreux à venir grossir les rangs des demandeurs d’emplois. |
Fanompana; noho izany, misy hevitra roa azo takarina amin’ny fampiasana izany. Ny voaloh41any, ny hevitry ny mpiteny noho ny trangan-javatra nahatonga azy hampiasa ilay teny; ny faharoa kosa dia ny hevitra mahazatra fonosin’ilay teny eo amin’ny fampiasana azy amin’ny andavanandro. Tohin-teny no mandrafitra ireo ohatra ... |
Cl levis-strauss, anthropologie structurale i, librairie psom, paris 1958, la notion de structure en ethnologie, pp 303-375. |
Fanazavan’ny mpampianatra tandremana tsara fa tsy fiteny ny hoe hendrena , ahendrena , mahendry noho izany, tsy ahazoana matoanteny io fototeny io. Hendry amin’ny kapoka ny zaza fa tsy hendrena amin’ny kapoka ny zaza raha avadika lazaina ny teny hoe kapoka dia ahazoana ny hoe mahahendry ny zaza ny kapoka mpamari-toe-ja... |
Noho izany, tokony horesen’ny mpianatra ny hakamoana mamaky boky. Hitondra fahombiazana ho azy ny fialana amin’izany. Ahoana kosa àry ny fomba hitadidiana ireo tenina mpandinika marobe noraisina tamin’ny boky, na ireo ohabolana sy oha-pitenenana, na ireo boky mirakitra tantara? |
Tari-dalana ho enti-manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy, 2ème édition, ed md paoly, antananarivo, 147p. |
Ts im anato m aninona aho? |
Mifanova amin’ny aotra ny renifeo swahili m eo amin’ny vanin-teny mialoha ny tsindry. Ohatra mchoroko voatsoroko mfenesi fenesy |
Tiako ianao ho velona ao am-poko ao |
Honahona feno rano misy zozoro maniry 15 baingan-tany hamefena ny tany tiana hovolena, asiana lakandrano natao hitarihana na hamefena ny rano handeha amin’ny toerana tiana handehanany. |
Mahazaka ny hamafin’ny fiainana ny olona manana fiombonana aminy. Tsy ho an’ny tenany irery izany, fa ho an’ny ankohonany ihany koa. Hoy izy maneho izany mijoro |
Famaritana samihafa ndeha aloha hojerena ny famaritan’ireo mpandinika samihafa ny fanafanana omby, mialoha ny hanomezana ny andram-pamaritana. Famaritana araka ny mpandinika samihafa |
Période objectifs spécifiques contenus stratégies et activités possibles ressources evaluation |
Tu vas respirer maintenant, faire das projets 20 tous tes foyers vont chanter avec amour |
Ny mpamaritra manondro |
Dictionnaire de la langue française, paris, 2466p |
Oniversiten’antananarivo |
Amin’ny teny malagasy, ny zana-peo rehetra dia afa-manelanelana, na tsotra na sosona. Ny fitondrana vanin-teny no mametra ny fahazoan’ny zana-peo manelanalana. Ohatra harena ha’rena , raika ’raikja , goaika ’gwajkja . |
Inona ny tombon-tsoa azona sy tsapanao amin’izany ? Manao ahoana ny fiantraikan’izany eo amin’ny fiainanao manokana ? Eo amin’ny mpikambana hafa miaraka aminao ? Inona ny zavatra andrasanao amin’ity fikambanana ity ? |
Araka izany, dia afaka manao ny andraikiny milamina tsara ireo mpandraharaha izay antoka iray hampihodina tsara ny sekoly. Ireo atelier sy toerana fanaovana fampiharana ihany koa dia manana ny fitaovana ampy ka vita ao an-tsekoly avokoa ny fampiharana rehetra. Tombony ananan’ny sekoly ihany koa ny fiaraha-miasa amin’ir... |
Ny sekoly isan’ny toeram-panabeazana miroborobo fatratra amin’izao fotoana ny sekoly. Saika ahitana azy avokoa ny faritra rehetra na dia izay heverina ho somary ambanivohitra aza. Araka izany, tokony hiditra an-tsekoly avokoa ny ankizy tsirairay. Tsy vitsy rahateo ireo sekolim-panjakana izay ahazoana fahalalana maimaim... |
Teo amin’ny fampianarana |
Fahadisoam-panantenana no miteraka ny alahelo ka mahatonga ny fitarainana. Samy mafy ny fiainana ho an’ny lehilahy sy ny vehivavy; nefa mety manatombo ny vehivavy amin’ny fahenoana ny hamafin’ny fiainana. Ny vehivavy no ianjadian’ny mafy amin’ny fananahana sy fitaizana ny ankizy. Saika vitan’ny fitadiavana sakafo sy fi... |
Fiandohany fivoarany fiafarany 4 sahondra niankindrindrina irery teo amin’ny hopitaly. Fihetsehan-jaza teo amin’i sahondra ka namonjeny hopitaly miaraka amin’ny nenifarany iny mivoaka ny tranony ramatoa razay sy sahondra zana- drahavaviny. Savorovoro teo amin’ny hopitaly, noho ny tsy faneken’i sahondra hampinono ny zan... |
Njao lay volana manganohano fa toy ny anjely zay miditra an-trano injao mangoratsaka mandrotsirotsy ny valonan-dambany fotsy dia fotsy |
Rado izao ve dia ngeza! Mitovitovy ihany isika roalahy izao. |
Hypothèses de travail |
Rah’mafy fidona ny orana ankaratra ka mila hankarenina ny kotro-baratra raha toa ’rony tselatra mamono maso ny tafio-drivotra manao an-kaso tsarovy ny avana mbola ao ihany ka mbola haharitra ihany ny tany |
Rehefa nojerena ny zava-misy ao amin’ny lisea mahitsy dia hita tokoa fa mbola betsaka ny fahabangana sedrain’ilay sekoly. Misongadina amin’izany ny lafiny mpampianatra. Ankoatra izay, ny foto-drafitra asa ihany koa dia tsy mahasahana ny isan’ny mpianatra iandraiketan’ny sekoly izay efa tena maro tokoa, indrindra moa fa... |
Fahitan’ireo mpianatra ny filana ny teny malagasy |
Angano niandohan’ ny fizaram-pananana teo amin’ ny mpivady ny 2 3 ho an’ ny lahy, ary ny 1 3 ho an’ ny vavy. 21samy mann-kilema na i fara, na i koto, ka narian’ ny ray aman-dreniny, ary tafita taty aoriana, ka nanampy azy ireo. 22 ch. Ravoajanahary, fanasina, lah.539, 18 febroary 1968, tak 4 ny literatiora dia tsy inon... |
Manana safidy anankiroa na izy karatra 3 eny an-tanan’ny mpilalao. |
Acte 18 navela, ratefy amin’ny alina navela manofy miora feo kentsona ao anaty feon-drivotra mahery ô ry kala navela an ! Mbola tsy nesorin’itena foana moa ilay voninkazo teo ambony fasanay ? Diso adiresy itena ka ataoko diso adiresy koa ! Navela taitra hay ! Azoko nofy indray ilay izy mpamosavy marina mihiaka aoan’efi... |
Raha izany moa nahoana fa hiampita fa izay andro sy fotoana no tsy hita! Koa ny saiko manantena tsy finaritra raha ela vao omena ’lay maharitra |
Kabary am-pianakaviana 4 |
Henri ratsimbazafy. |
Fa mba inona kosa àry ny zava-nisy nanosika ny mpanoratra hikalo ireo tara-kevitra ireo? Vanim-potoana nampisara-bazana ny malagasy ny 1945 1960, noho ny mbola fisian’ilay tetika zarazarao hanjakana nampiasain’ny mpitondra frantsay, mba handravana ny firaisam-pirenena teto madagasikara. Najorony ny rafitra hanapotehana... |
Famintinana ny tantara foronina dia anisan’ny fitaovana fanehoan-kevitra sy fampitan-kafatra ataon’ny mpanoratra ho an’ny mpamaky. Ny boky navalona norosatan’i zoé barijaona no nofidina hohadihadina. Mifanindran-dalana hatrany ao amin’ny famoronana ny talenta sy ny fahaiza-manao. Ary miankina amin’ny fifantenana ireo v... |
Teo amin’ny fiforonan’ny voanteny ambioka, dia nitovona ny zana-peo miandoha a-, ny fifanalaviran’ny zana-peo u ho zana-peo sosona iu , ny fivadihan’ny vanin-teny farany ho -ka noho ilay voanteny manana endrika mitsaikona. Eo amin’ny fiteny avaratra andrfefana, ambe a’mbe no fanovan’ny teny swahili mbegu ; teto kosa ni... |
Indrisy fahatelo any ananona any eto ambony tany, misy ray sy reny manao tera-bitro tojo ady sarotra, |
Ny takolaka eto dia oharina amin ny zavatra azo hanina na tetsafina. Tsy tazana eto izany zavatra izany, fa ny tsirony mamy fotsiny no hita eto. Raha atao fanoharana mivaky izany, dia toy izao no tian ny mpanoratra hambara mamy toy ny tantely ny takolakao mamy toy ny vatomamy ny takolakao mamy toy ny siramamy ny takola... |
Fa na andro na ho taona, ’sika mantsy ho tafaraka ao am-pasana mangina, ’tony nofo no ho lo! Ny fanahintsika kosa hiara-paly, tsy hisaraka, ary tsy hahalala intsony izany fahorian’ny fo! |
Jereo note 94 |
Ataon’ny olona ho madio avokoa fa jehovah ihany ny lalana rehetra alehany no mpandanja ny fanahy73 |
Hevitra ao anatiny |
Ny karazany araka ny lovan-tsofina sy ny tantara napetrak’ireo olon-kendry sy mpanazary ary koa ny tantara iraisam-pirenena dia malay karazana na malay race no razam-ben’ny sihanaka. Izany hoe iray tarika sy fiandohana amin’ny vahoaka filipiana sy malaizia, marianas, malukus, sns izy ireo dia samy nipoitra avy tamin’ny... |
Kendrena ny hahaliana ny mpianatra |
Mahavariana fa ny mahafinaritra antsika indrindra sy tiantsika hinoan’ny hafa momba ny tenantsika dia ny hoe miavaka noho ny rehetra, tsy sahala amin’ny sarambaben’ny kintana. Misy fanazavana mazava tsara ve ao an-tsisin-dalana fa tsy azon’ny fiarakodia idirana io lalana io? Rehefa alina ny andro, ka tsy mahita manam-p... |
Izaho ankehitriny no tena olo-manga 10 tia fianakaviana izaho ts’ilay fahiny ilay mpijangajanga mpivimbim-pahoriana. |
Mampitamberina ny fahotana nataon’i adama sy i eva tao anatin’ny saha edena ny fisian’ny teny hoe ny iray tao anatin’ny hazo ao an’ala nosazian’andriamanitra izy ireo sy ny taranany vokatry ny fihinanany ilay voankazo voarara voahozona ny tany noho izay nataonao; fahoriana no hihinananao ny vokany amin’ny andro iainana... |
Izany toe-javatra izany no nandresy lahatra anay hifidy ny zava-misy manodidinina ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy famaranana eny amin’ny sekoly tekinika heverinay mantsy fa zava-dehibe antoky ny fampandrosoana ny famolavolana tekinisianina feno, na ara-pahaiza- manao izany na ara-pitondran-tena. |
Auteur anonyme, 30 04 1925, n 16 |
Samy nomena andiam-panontaniana sy asa soratra ireto mpianatra ireto, saingy ny fomba nitondrana azy sy ny fotoana nanatanterahana azy no samy hafa. Toy izao asehon’ny fafana izao izany. |
Présenté par mademoiselle rasoanaivoarilala haritiana sylvie encadré par monsieur le professeur rajaoson françois |
Raha toa ianao handihy ka sendra irony salegy dia hosanganehana tsy hita ’zay horaisina i bao sa i beby ? Fa samy bikàna sy tsara tarehy ary samy hafa kely toa tsy olon’intsony ny fijery azy fa tena anjely. |
Volamena, ny manjarano, ny varahina, ny firaka, ny entona gaz , ny solika pétrole brut , ireo rehetra ireo dia azo trandrahana daholo atao akora ampiasaina amin’ny fanorenana, hakana angovo hanazava ny tanàna, hanodina orinasa, ao ihany koa ny harena anaty rano toy ny hazandrano sy ny harena anaty ranomasina tsy hita h... |
Goldman l , marxismes et sciences humaines tout comportement humain est significatif p 40 |
Jusqu’à ce jour, ny eja a écrit près de 600 poèmes 2 vaovaontsika, 02 novambra 2004 |
Merimeri-dranomaso ny any hoe saingy lavitra ny tany ka tsy re. Ny valihan-tsentosento hoe no sisa 20- fanamparany ny vetso alin-kisa. |
Fitaovana lahatsoratra tahirin-kevitra lovako t12. |
Des stagiaires refusent de faire le ménage le soir quand la plupart des stagiaires font volontairement le ménage ou le font quand c’est leur tour, d’autres ne le font pas même quand c’est leur tour et qu’on leur demande de le faire. Quand on leur ordonne de le faire, ils répondent qu’ils vont le faire mais en fait ne l... |
Tina mandeha be izany ora izany an! Andeha hitsena an’i hery any am- pianarana aloha aho. Rakalo zaza be efa firy taona iny ve ry tina mbola ho tsenaina ihany. |
Asehoy ny herin’ny fitiavana eto. Ny mpianatra no asaina mikaroka, ary maneho ny fahaizany. |
02 24,32 15,38 0,00 2,86 34,55 11,41 source documents de suivi du cfa-asa 2012 le présent tableau montre que la majorité des entreprises est constituée d’entreprises de type pmi-pme soit 66,66 , et 10 pour les ateliers individuels. Le reste est constitué d’associations et organisations 23,33 ,1es coopératives 33 tissag... |
Tovo mitanin’andro ve ramatoa rakalo o! |
Des améliorations des outils de gestion seront prévues pour les rendre plus contrôlables. Le fait de disposer des outils pré numérotés est un grand dispositif de contrôle interne pour saf fjkm. Parlant toujours de dispositif de contrôle interne, il s’avère nécessaire au saf de créer un plan comptable général calqué sur... |
Ny tamberin-javatra ny tamberin-teny dia sarin-teny enti-milaza feo na teny na andian-teny miverimberina ao anaty fehezanteny na anaty famelabelarana iray. Mety hiseho indroa na mihoatra izany famerimberenana izany eo amin’ny filazana ny toe-javatra iray. Mety ho fanatintranterana ny fihetseham-po mibosesika manoloana ... |
Nilatsaka tampoka ny orana teny atsimo. Iray fahoriana angaha ny orana sy ny ranomason’ibongo. Ny tselatra nanjopiaka novalian’ibango tselatra, ny dona nanako nosetrainy sento ngolingoly. 196 |
Hafakely noho ny fisehon’ny rima rehetra ny rima anaty. Ny mateti-piseho aimn’ny rima raha any amin’ny fiafaran’ny andalana no misy ny fitovim-peo; amin’ny rima anaty kosa hita any anelanelan’ny andalana sy any amin’ny fiafaran’ny andalana izany fitoviam- peo maneho ny fisian’ny rima izany. Izany fisian’ny rima any ane... |
Ho an’ny fizarana faharoa , fahatelo , ary ny fahefatra , dia mitovitovy ny karazana tombana nataon’ireo mpamolavola ny boky ny ankamaroan’ny fanontaniana dia miainga amin’ny fahazoana ny hevitra raketin’ilay lahatsoratra , avy eo miroso mankany amin’ny fandalinana izay somary efa mihalalina kokoa , raha mitaha ny ao a... |
Fanantsafana notanterahana tao ambohitsarabe nandritra ny fiandrasana ny fatin’ny mpanjaka iray faharatsiny fa nisaraka tamin’ny za ahary faharoa raiamandrenibe ampanjaka ie, faharasy aby koa zay! Finaritra fahatany ie fantatra moa ny anton-dia fa fomba ny mifa ontany. 05 mitoboka eto ahay na ana an’i raiamandrenibe ts... |
Iray i sam- pokontany |
Honina ao tsy noterena, honina ao an-tsitrapo lay misaly diadema, lay mpanjaka manan-jo, ary indro hofafany zany ranomasontsika, ary indro hofafany zany ranomasontsika, ary indro koa alàny alahelo sy toloko, hofafany, hofafany, ny tarainanao ry foko. |
Milamina mikorontana tsara ratsy |
Ankazofotsy 02 02 0 02 0 02 |
Tamin ny fotoanan ny fanjanahantany dia ny vazaha no nifehy ny vokatra, izay asa famokaran ny tantsaha malagasy. |
Araka ny resaka nataony taminay dia noho ny tsy fahampian’ny fotoana no nahatonga azy hiato tsy ho tao anatin’ny antoko mpihira |
As tak 70 tongotra an-katoka izy roalahy nanavatsava ny ala . |
Ireo izy mandolo sy mitoraka vahiny |
Fandresen-dahatra manitatra ny izao tontolo izaon’ny tsirairay mampianatra ny olona tsirairay hahay hifampitsinjo ny fandresen-dahatra novolavolain-drado satria ny fifampitsinjovana dia sady mampandroso ny andaniny no mahasoa ny ankilany. Izany ohatra no avoitran’ny andalana 17-21 ao amin’ny tononkalo vahiny hatrany he... |
Vonto anao tsy hita intsony, vonto anao tsy re intsony! . |
Mifehy ny fifamoivozana eto amintsika, tsy eto an-drenivohitra ihany fa eran’i madagasikara fiz ix v. A, tak.105 tsy mahagaga noho izany raha mihamitombo ny lozam-pifamoivoizana. Vokatry ny fandrosoana, dia atakalon’ny olona rendrarendra, sns ny taniny, ka foiny hamidy hatramin’ny tanindrazany aza. Hatramin’ny mpitondr... |
Ritra ritina ridritina foka fohina fopohina letra lerana lederana |
Iii efitranoben ny cnaps miandraikitra ny fanampiana sôsialy |
Zanaka saka zana-tsaka, an’ny saka ny zanaka; atodi akoho atodi-akoho, an’ny akoho ny atody amin’ny teny indonezianina kantor birao preziden filoha kantor preziden biraon’ny filoha . |
Handrahoi ntsika handrahointsika |
Our analyses on the design of the population of vodiriana towards the family planning put in report the action at the development and in order to allot corrections and suggestions for better achieving the goals of the project. |
Izay momba ny voambolana fa ndeha hiampita amin’ny fomba fanehoan-kevitra isika. |
Sary 19 elo fandri-baratra |
Somary misy sofiny miendrika satroka penjy no anaovan’ny lehilahy. Marihina fa asa tanan’ny faritra no navohitra ao amin’ny vakodraza? A. Sady maneho ny hira vokatry ny tany no mapisongadina ny asa tanana any amin’ny faritra nipoiran’ny vakodraza? A ny tarika. |
Instat et pnud, décembre 2002, tableau de bord social, imprimerie niag, antananarivo, tak.4 un élèvé sur trois de la classe de septième 7ème en milieu rural redouble en fin d’année, tandis qu’en classe de onzième 11ème , moins de la moitié des élèves seulement arrivent en classe supérieure 95 bureau international d’edu... |
Voalaza ao. 199noho izany, tsy anavahana toerana na avy aiza na aiza ny mamaky ny tantara, na an-drenivohitra na ambanivohitra. Izay toerana ahitana ny gazety lakroan’i madagasikara dia ahitana ny mpamaky ny tantara ihany koa eny na hatrany ivelan’i madagasikara toy ny ao la reunion, comores, france, europe, etats-unis... |
Namaranana ity fizarana fahatelo sady farany ity, ny fanolorana tolo-kevitra eo amin’ny fomba fampitan-kevitra sy eo amin’ny fomba fiasan’ireo mpitondra fivavahana sy ireo mpino kristianina. Jerena ihany koa ny antony nahavery hasina ireo toeram- panasinana telo ao andohamandry, izay lasa nataon’ny olona toerana fanasa... |
Fitantarana mitanila àry no mandoko ny alahelon’ny mpiventy noho ny hamafin’ny aretina mahazo ny mpila ravina ahitra ao amin’ny hg1 and 11 rehefa tonga tany ô dia izao no zava-misy tratran’ny tazo mahery vaika izy ô ka nilamaka tsy mba havan’i dada ô tsy mba havan’i neny izay manam-pitiavana no mangoraka sy mitsidika s... |
Nitan-takolaka sady nanjoretra satria nahoana e! , folaka andry niankinana endrika maneho ny périphrase eto ny hoe folaka andry niankinana entina ilazana ireo olona nilaozan’ny ray aman-dreniny izay nianteherany teo amin’ny fiainana. Itarainana ny zava-manjo ny ray aman-dreny. Mahatsiaro ho afa-patorana ny zanaka rehef... |
Hasongadina hatrany aloha ny zava-misy eran-tany mba hampazava kokoa ny hita teto an-toerana. 1.3.1-ny lafiny sôsialy maneran-tany |
Avokoa ny vokatra araka ny nambaran’ny tekinisianina fa tsy manao ny otrikafo mba hitazomana ny hafanana hahamasaka ny tany. Izany rehetra izany no miteraka tsy fahombiazana eo amin’ny tantsaha, satria, ny manakantsakana ny fampandrosoana dia ny mety ho fisian’ny toe-tsaina taloha na hatry ny ela, ny fahatongavana ao a... |
Fafana maneho ny fanafody famonoana ahitra. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.