text
stringlengths
10
11k
Fafana 10 maneho ny fanisana ao amin’ny ekar ambohimitsimbina sy metm betifaga andohamandry.
Ny biby sy ny zava-maniry ampiarahana ny fandinihana ny biby sy ny zava-maniry, noho izy ireo mifandray sy mifampiankina any anaty tononkalo sasantsasany. Ny tatamo, ny tsiditsidika, sy ny tsiriry, ny raozy, ary ny simony no ho hita ao amin’ity sokajina vainga ity.
Mpandrindra ny vehivavy
Op. Cit 25, septembre 2012
Ny fanenomana mila olona maromaro toy ny fanomanana ny kofehy ihany koa, ny fanenomana ny lamba landy. Asa azo entina mody ihany koa izy, noho ny fitaovam-panenomana efa any an-tokantranon’ny mpiasa tsirairay. Noho izany, arakaraka ny fahamaroan’ny asa vita, no mahabetsaka ny vola raisin’ny fianakaviana iray ao amin’io...
Fananan’ny marary io fifampiresahana io, toy ny fanirahana handray ny kitapo sy satroka tranga a , ny fiantsoana amin’ny alalan’ny finday tranga a, b , ny fiantsoana tovovavy hiaraka amin’ny namany hanatitra ny marary any an-tranony tranga d .
Tsy mba manana izay heverina fa ilaina eo amin’ny fiainana, mahantra ka mahatsiaro sahina hatrany. Fintinina amin’ireo andian-teny roa ireo ny hevitra rehetra tian-ko lazaina. Tsy te hilaza mivantana ny zavatra ambarany ny mpanoratra fa manery ny mpamaky handinika sy hamakafaka. Ny hevitra midadasika fa ny filkazan-jav...
Mpamaritoetra fizahoana karazany endrika isehoany toetra iombonana toetra iavahana ohatra
Any amin’ny ambaratonga faharoa manokana dia toy izao hatrany ny endriky ny fanontaniana ao amin’ny laza adina fakafakao na tsikerao ny hevitra raketin’ity fitenenana ity manan-jandry afak’olan’entana, manan-joky afak’olan-teny , na koa hadihadio io lahatsoratra io dia ny famaliana ireo fanontaniana ireo no anompanan’n...
Isan’ny toe-javatra nanintona ny sainay ihany koa ny fampiasana ny teny frantsay eo amin’ny fifandraisan’ireo mpianatra kilasimandry. Mifampiresaka amin’ny teny frantsay izy ireo. Ary tahaka izay ihany koa rehefa mifampiresaka amin’ny mpanabe , teny frantsay no teny enti-mifandray. Ary araka ny tombantomban-dramatoa lo...
Ny opposant na hery mpanohitra dia mety ho olona na tsy olona, ary misakana ny sujet mba tsy hahazo izay iriny. Ireo anjara asa enina ireo ihany koa matetika no antsoina hoe mpandray anjara asa fototra. Ary azo ampiharina amin’ny karazan’asa soratra rehetra izay miraikitra fitantarana io kisary etsy ambany io43.
Anisan’ny nanangana ny foibe ho an’ny prôtestanta izy , ary nanara-maso ny toe-bola tao amin’ny sekoly. 1964 niandraikitra ny fampianarana ny teny malagasy ho an’ny ambaratonga voalohany. 1975-1980 tonian’ny edisiona salohy
Nalisoa ravalitera 1990
Aminao izany, hoy ingahy radavida nifantoka azy, dia inona kosa ny fanahy sy ny fitaizam-panahy? Ahoana ny fiheveranao ny fanahy niandohana? Nosilahina avy taiza ny fanahy ao anatinao, ary raha tsy mino ny fahavelomam-panahy ianao, dia ho aiza io fanahy ao aminao io? 5. Nahoana raha zavatra hiara-maty amin ny nofo izan...
Rano pseud et all, harentsaina. Op ; cit tak 96 62 th gauthier, in question de la littérature lesona an’andriamatoa andriamanantsilavo seth le mot poète veut dire littéralement faiseur
Njara ity ny tranon-drazanay ry lova a! Tato i dada sy neny no nitaiza anay sy baozava sy ilay zokin’i baozava lahimatoa efa maty. Tato koa i neny no maty. Lova ary i dadanareo? Njara dada maty tany am-pivahiniana lavitra tany vao nakarina taty amin’ny fasan-drazana ny taolambalony, araka ny fantatro. Lova fa i dadafar...
Ny fahafahana tanjona ankapobeny aorian ny fandinihana ity lohahevitra ity ny mpianatra dia mahafantatra ny atao hoe fahafahana sy ny endrika isehoany; mahafantatra ny lanja sy ny hasarobidin ny fahafahana; mahay miaro sy mitandro ny fahafahan ny tena sy ny fahafahan ny hafa;
Fiomanana marihina etoana fa ny sorona tontosaina ao amin ny foko zanabibiandriakomanjaka dia misokajy roa, ao ny sorona iarahan ny foko manatanteraka toy ny soron andriambolafotsy. Ny mpiray foko no mpikarakara sy manao izay hahatomombana ny sorona. Ny faharoa kosa dia sorona tanterahin ny fianakaviana iray na olona m...
Nomena ny sekoly ary ny caisse école entina manatsara ny sekoly ka hampiroborobo ny fanabeazana. Tsy mitovy ny anjara vola azon’ny mpianatra tsirairay fa miankina amin’ny halaviran’ny faritra misy ny sekoly ; ary manatombo kokoa ny anjaran’ny ankizy mianatra amin’ny sekolim-panjakana raha miolotra amin’ny an’ireo miana...
Fa moa hanananao impiry ’ty ai-marefo toy ny raty? No dia mifofo sy mikiry ho tia ny zava-mety maty
Dia soava dia tokoa
Ao ambany dongon-tany, ao anaty vata-paty 141
Manakatra ny
Satana, hosihosena amin ny anaran i jesoa kristy
Tsy ny rano sy ny voninkazo ihany no miavaka ao amin’ny asa soratr’ i ran e fa mbola mitovy lanja amin’izany koa ny akanga; harena voajanahary tsy olombelona asian-teny farany
Ankoatra izay efa hita tao anatin’ny lesona, milaza karazana hasina hafa ananan’ny olona inona avy ihany koa no mamaritra ny hasina anan’ny olana? -manomeza ohatra hafa maneho ny fahaverezan-kasin’ny olona iray -manomeza ohatra hafa amin’ny hoe maty hasina manomeza porofo hafa fa avy amin’ny fiarahamonina ny hasin’ny t...
Marihina ihany anefa, fa tokony hiomana amin’ny mety ho fiovan’ny fanontaniana azo apetraka ny mpanadihady raha sanatria misy fiovana tampoka amin’ny ora tsy ampoizina.
Dadabe ireny ramatoa no atao hoe fofom-binanto tsy mahalala izay atsimo sy avaratra e! Any lavitra any ianareo miady hevitra, fa izahay handeha
Sehatry ny raharaham- pirenena 1959 nisolo tena ny fiangonana protestanta hamolavola ny lalàm- panorenana malagasy 1965- 1969 solo tenan’ny protestanta tao amin’ny antenimieran- doholona 1969- 1972 mpikambana tao amin’ny antoko p. S. D 77 .
Anatanterahana ny hetsika tsy voakasika ny hevitry ny teny fa ny fiovan’ny sokajin- teny matoanteny ho lasa anarana no ateraky ny fanovana tsirinteny. Voatazona ao amin’ny anarana azo avy amin’ny matoanteny araka izany ny sandam-panambarana entin’ilay matoanteny niaviany. Ohatra tsara ny fanabotoany olona mandritra ny ...
Ny vola natsangan-ko vahatra, marefo mitovy amin-jahatra ; tsy mandam-pitiavana ireny na lambolamboin’ny fiteny !
Ny fitehirizana ireo izay heverina fa mampalahelo koa dia matetika mampamorona sain- dratsy ao anaty ka miteraka valifaty sy tsimbalivaly. Manaporofo izany, ohatra ny nanateran-drajao fanomezana tany amin-drandrenja ho mariky ny fihavanana satria efa fantatr’izy roa lahy fa i pasitera no rangory fototry ny afo. Nahita ...
Jereo 1.3.1 31ny baiboly
Manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro miovaova be ihany, tsy araka ny mahazatra tato ho ato ny toetry ny andro. Tsikaritra anefa fa mbola manamarika ny ririnina ny hatsiaka miharo erika. Matetika no sorena ny ankamaroan’ny olona mandritra io fizaran-taona io. Ny hatsiaka mamirifiry, ny asa sy ny fianarana tsy maintsy v...
Potvin, fortin et lessard 2006 in www. Aret 2013. Univ. Montp2. Fr cr 3 le qualité de l’atmosphère familiale et des relations entre les membres est aussi associé au décrochage scolaire. 82 le développement durable est un développement qui répond aux bésoins du présent sans compromettre la capacité des générations futur...
Raha antsahalava kosa araka ny filazan’ny ankamaroan’ny mponina tao an- toerana dia tena ara-bakiteny izany anarana izany. Ahitana saha21 lava dia lava tokoa mantsy ao, ary raha vao miditra ny tanàna dia efa tsinjo izany.
Marie-odile, olivier leservoisier, richard pottier, les notions clés de l’ethnologie, analyse et texte, édition armand colin, p141 à partir d’une comparaison entre trois sociétés de nouvelle- guinée, elle s’efforce d’établir que les différences entre les sexes ne sont pas tant fondées biologiquement que créées par l’éd...
Tsy hanonontonom-bavaka na ndeha hanati-boninkazo mba hanototra ity lavaka mangotantan’ny fo malazon’ ny fahabangana ao anaty
Indrisy7, fa vovoka sisa no niafarany ka ireo izay natolony na bedibedy, na tambitamby dia mipetraka ihany fa tsy miala eto an-tany. V. A lah 102
Ambatomainty -ambatomainty -sarodrano -marotsialeha -bemarivo
Loharano ny mpikaroka, 2015
Stage auprès de l’hôpital cenhosoa soavinandriana, unité urgences trois semaines stage au sein du centre foyer de vie andrainarivo deux semaines centre oeuvrant sur la lutte contre la mendicité des personnes âgées tout en les aidant matériellement médicaments, nourritures, habits, habitats, , psychologiquement soutien ...
Aro manapaka ny tenin’i nenibe tsy ilaina e! Tsy maintsy mazava aminay mihitsy ny toe-javatra koboninao ao io tsy i nenibe ihany akory no nanafatrafatra ahy fony aho tsy nanam-bady ny hoe tsy misy mifanafina isika mandra-pisaraka eto an-tany fa izay marary anao mba marary ahy. Ka ambarao fa aza afenina.
Johasy mainty ny fihodirany, tsotra malama ny volon-dohany, maranidranitra endrika, solampilampy handrina v. A. , tak.188
Na be no mahareraka tsy mety kivy ny mino ny tsitoha no heriny ny lehibe no tohany.
Nifanala hazakazaka tamin’ny zotran’ny segondra ny fidoboky ny foko teo am-pahitana anao
Manahy mamaky n niendaka ihany koa ny hodidohany niaraka tamin’ny volo teo anoloana ary tsy tsy teo intsony ny lelany !
Enseignement désigne un mode de transmission de connaissances en partant du point de vue du maître. Le maître enseigne à des élèves 34 il faut adapter l enseignement à chaque élève être vif avec les vifs, lent avec les lents, prolixe avec les obtus, concis avec les intelligents 35 si le type, la qualité de l enseigneme...
Eo amin’ny fividianana omby sy ny sakafo mandritra ny fiandravanana ny tsy fahatakarana mividy omby tokony hifanaraka ireo mpiray riba ary hisafidy karazam-biby hafa hasolo izany. Maro ireo karazana biby hafa misy any amin’ny anta ala avaratra. Maro amin’ireny no azo heverina ho madio ny akoho amam- borona dia tena mah...
Smith robertson dans douglas, de la souillure, études sur la notion de pollution et de tabou, edition la decouverte 1, paris vè, 1992, p 33, ainsi on considère parfois comme dangereux le contact avec les cadavres, le sang ou le crachat.
Germinal est-il bien un roman ? Comme dans tous ses autres romans emile zola y a mis, ce souci de la réalité, des descriptions minutieuses, du langage approprié à la condition de ses personnages, un souci qui est le sien. Mais c’est aussi un poème le poème de la misère, de la pauvreté, d’une réalité qui n’a pas encore ...
Ny lafin-javatra itoviany maro ireo lafin-javatra iraisan’ny tanatara foronina amin’ny literatiora hafa. Ireto ny santionany amin’izany ny loharanony zava misy eo amin’ny fiarahamonina ny tanjony kendrena hanabeazana sy hikolokoloana ny maha olona
Ny tarika ramilison-fenoarivo
Fiaina-miaraka aminao
Fanolorana vodiondry
Samy mitantara ny fiainan’ny tanora malagasy miasa any amin’ny orinasam- bahiny ireo boky roa ireo ny fihafian’ny mpiasa marobe eny amin’ny orinasa afaka haba no ambaran’ny boky onjam-pilafila, ary ny antsipirihany amin’ny fiainan’ny mpiasa madinika eny amin’ny orinasan-karana iray kosa ny an’ny boky vakivakim- piainan...
Santionany amin’izany ireto ny tantara an-dampihazo efa nolalaovina an-tsehatra
Vi-4 quelques conseils pratique au labourage de la terre vi-4-1 durant l’entraînement le labour de la terre est une activité qui nécessite régularité et progressivité pour être pratiqué efficacement. L’idéal pour les amateurs est de labourer la terre préparer ses petits jardins, potages 2 à 3 fois par semaine à raison ...
Tamin’ireo virijinina masina joseph no nitaiza azy
Fantatareo ve ny fisian’ny fcl na tohana ara-bola omen’ny fanjakana ny sekoly ibongamahasoa ambatondratsira? 6 inona ny fiovana hitanareo teo amin’ny sekoly ny mpianatra hatramin’izay nadraisana io fanampiana ara-bola io? 7 araka ny fahitanareo, inona avy ireo tombontsoa azo tamin’io fcl io? 8 inona ny olana mety ho ts...
Njara mm an! An! Tena tsy ato e! Any ambany any amin’i baozara izany! Aleo aloha averina amin’ny toerany ireto dia hidina any indray isika. Lova ireto taratasy ireto tokony alaminao tsara dia mora ny mitady azy rehefa misy ilaina. Sady tokony ataonao tsara pirina sao lanin’ny voalavo na bobongolo ato dia potika. Njara ...
Tantara foronina nosoratan’ i michel andrianjafy tamin’ ny taona 1958, ary natonta fanindiminy ny taona 1987. Izany hoe, boky nosoratany teo amin’ ny faha- 46 taonany. 3.1.1. Ny endriky ny boky
Haimah eny tompoko! Miteny irery i rondro indray izao no be takalaza tamin’i nenitoa hoe nilaozako niresaka teto nefa nanatitra boky fotsiny i noro dia lasa. Essie! Aleo kobanina haingana ireto sao hidina eo indray i nenitoa, sady efa ho maizina koa ny andro. Misy hira mandeha
Manana ny mamaritra azy eo amin’ny lafiny sôsialy ihany koa ny tanànan’andranovolo. Hojerena manokana amin’izany ny isan’ny mponina ao, ny fahasalamana, ny fanabeazana, ny finoana, indrindra fa ny lamim-piarahamonina ao.
Hanalana ny tahotra 7 7,52
Vola ny hatsaran-tarehy sy ny hatsaram-bika rehefa entina hireharehana dia mampivarina an-kady ataon’ny lehilahy sasany fanalana azy fotsiny sisa e! Mihomehy haimah miteny irery mila tsy te hijanona ato an-trano aho rehefa andro tsy fianarana sy tsy fiasana toy izao, ataon’izy mianaka fihomehezana sy fandrabirabiana fo...
Tafita ve ny zavatra tiana hampitaina?
Ndia bintu kayembe, conduire une leçon, op. Cit p. Quelle que soit la méthode utilisée au cours d’une leçon, l’ensegnant communique avec ses élèves. Il leur présente des informations, des habilités, des attitudes, bref des objets d’apprentissage, ainsi que les outils à utiliser et les directives à suivre pour se les ap...
Pv de l’élection avec fiche de présence datée et signée tatitry ny fifidianana sy ny fanamarinam-pahatongavana voasonia sy misy daty b. Récépissé récépissé c. Statut sata mifehy ny feffi d. Règlements intérieurs fitsipika anatin’ny feffi e. Existence d’un compte au nom de la feffi fananana kaonty amin’ny anaran’ny feff...
Tsy nampoiziko hoe vahoaka toa an’ialahy no hiteny fa mifezaka isan’andro mangovitra isan’ora manantena ambin-kanina eny am-panariana fako ny zana-drenireny ny reny miavo-tena mivarobarotra eny.
Rangotra folo vondrona ambara takila 109-110 84 tadiavo ny lohako vondrona ambara takila 80
Andl 1 4 injany fa mihamisinda ilay hafanana nanevokevoka teo ary manomboka mitsoka mahalana ny tsio-drivotra mamelombelona. Mazava dia mazava ny faravodilanitra andrefana fa efa mivonona hitelina ilay masoandro mpanome aina ny voary
Ambarany fa ny malagasy tsivakivolo mihitsy, na ny antitra, na ny ankizy, na ny tanora, no mitady fiovana, no maniry fiainana tsaratsara kokoa, ary ao anatin’ny fandriampahalemana, eto amin’ity tany nomen-janahary ho azy ity. Mangataka amin’andriamanitra ihany koa izy mba hanampy ireo mpitondra hitazona ny teny sy ny t...
Sampana teny sy lahabolana malagasy
Fanadinana
Ho setrin’izany ho an’ny mpandala ny hevitra hoe ny taloha no tena malagasy dia ny fanoharana no anehoany azy.
Vondrona ambara, tak 22 101 efa voalaza, tak 112 102 vondrona ambara, tak 43
Manjary tsy hay fefena fa diso manantena fitia avy aminao 15 koa aza atao ho ditrako mihitsy hatramin’izao raha toa ianao no sitrako 5 ny fo adalakeliko. Ho haingon’ny tantarako. Fa, manko, ry anjeliko ianao no tena tiany dia aoka tsy ho tsiniko ianao no tena maminy, raha toa ianao fihiniko ianao no ’lay iriny 20 ho to...
Eo amin’ny lafiny sosialy
Mbola atao inona koa anefa fianarana e! Izay mahasoa aloha izao no katsahina
Tsy misy mahavita tena raha mbola eto an- tany, ny havana ihany no hiafarany, mangala hevitra any amin’ny vitsika raha misy manahirana.
Izay ilay hira tiany sy tsy afaka eo imolony ’zay nampianariny ahy ny feony sy tonony ;
Ii affrontement des forces
Eto madagasikara faritra efatra eto madagasikara no ahitana ny fikambanana tsy miankina ta. Fa dia ny 1994 faritra vakinankaratra antsampanimahazo antsirabe , 1995 faritra atsimo andrefana andranovory toliary 1998 faritra vatovavy fitovinany andasy manakara , 2002 faritra alaotra mangoro marololo, marianina ambatosorat...
Fitambarany
Tazano fa ir? Efa manangasanga ilay vohitra kely tena mamitsika ny lohasaha sy havoana tsy hatao ahakivy raha reraka ianao ho babeko ry zandry tiana.
Valin-teny fohy loatra ny fotoana ianarana
Tonaka tonatonaka tonahana
Teo ny fanabeazana mifototra amin’ny maha malagasy sy ny fitiavan- tanindrazana, ny maha kristiana, ary ny fanabeazana manoloana ny fifandonana ara-kolontsaina. Nanampy izany ny fanarenana ny lesoka eo amin’ireo fomba fisainana tranainy samihafa. Ireto manaraka ireto no antony nanosika azy hifototra amin’izany voalohan...
Tsy anavahana sokajin-taona ny fitiavana ny fianarana, ny zanaka miara- beazina ao an-tokantrano dia volavolaina hianatra avokoa. Fitaovana iray ahombiazana ny boky ho an’ireo mampiasa azy. Misy lôjika arahina ny fianarana fa tsy mandeha an- jambany fotsiny ihany. Voalohany ny famantarana mialoha ny zavatra atao; manar...
Santatra santantsantatra santarina
Kahie soratanany
Va oliva , tak 101 116 va teti-panorina , tak 6
Mpandainga be, mahay mamadi- dresaka, tia vola, tsy mena- mivadika, mieboebo, mpanao revin- gadra, taitaitra, tia zanaka, fangoloka mpanararaotra, be fialonana
Approches par la situation
Hametra- beloma 56 manana iraimbilanja milanjalanja manana lasiroa manketsy, mankeroa manana lasiray miaraka aminay manindrahindra eto ny anaphore hoe manana fa afaka mirehareha amin’izay ananany ny olona.
Vanim-potoana manaraka. Hidirana
Kisary 11 takelaka famintinana ny lesona momba ny asa famakafakan-kevitra
Mpampianatra
Vi- ny malagasy sy ny fanomezam-boninahitra ho an’ny mpihinana dia marina ny voalaza teo. Tsy any ihany anefa no mipetraka ny olana fa ho an’ny mpanome indrindra indrindra koa. Ilaina ihany koa mantsy ny fahaiza-manolotra, tsy dia eo amin’ny habetsahana no tiana hambara etoana fa indrindra eo amin’ny endrik’ilay fanome...