text
stringlengths
10
11k
Tiany loatra ireny, ka tandremo sao vaky na simba. Io ingahy houssen ho namanao. Toa tsy dia faly loatra efa mihazo ny fandanjana entana sy fisavana taratasy ny mpandeha ka mandehana amin’izay ! Tsiry veloma patron fa lasa aho. Aleo aho ho farany hahitako izay hatao efa anjarako. Mpisava aiza ny taratasinao ! Izay ! Eh...
Fadihat honte, ignominie fady ar. Fulan, polan un tel folany
Lars vig 1985
Ny fitiavan’ olon-droa
Ohatra a mitovy isa ny andininy ao ireo tononkalo misy andalana efatra isaky ny andininy.
Lala- rakotoson raolisoa, j. A. , 1999. Lovako t.10. Antananarivo editions ambozontany analamahitsy maingueneau, d. , 1996. Les termes clés de l’analyse du discours. Paris seuil maingueneau, d. , 2007 analyser les textes de communication. Paris éd. Armand colin martinet, a. , 1960. Eléments de linguistique générale. Pa...
Ry zanak’ondry mikarenjy, ka tsy misaina izay mba vala, fa toa finaritra mihenjy eny an-tsefaky ny ala!
Ny ntaolo malagasy fahiny dia efa nahay taozavatra sy asa tanana isan- karazany. Rehefa tonga teto an-toerana moa ireo vahiny avy any am-pitan- dranomasina dia nanatsara ny efa hain’ny malagasy momba ny taozavatra, ary maro koa ireo zava-baovao nentin’izy ireny teto madagasikara. Maro ireo vahiny nifandimby teto no nit...
Ankoatra izay efa iainan’ny tsirairay any an-tokantranony any avy, dia mbola maneho endri-piaraha-monina iray hafa koa ny fiarahan’ny samy mpianatra ao an- dakilasy. Ny fifankatiavana no vona mampifamatotra ireo olona mivondrona eo
Tsara tarehy i madagasikara nitety firenena maro ny mpanoratra. Hitany fa tsara raha miohatra amin ny hafa izay hitany i madagasikara. Ambarany ao amin ny tononkalony hoe madagasikara tanindrazako. 57, fa tiany sy tsy foiny ary tsy afaka an-tsainy ny endrika kanto ananan ny tanindrazany. Mba tsy hitenenana fa i madagas...
Tsy ny soa azo avy amin’ny tontolo iainana eo amin’ny fiainan’ny olona ihany anefa no tokony hokirakiraina hoenti-mandresy lahatra ny olona hikajy ny tontolo iainana, fa ao dia ao koa ny famotsipotsirana ireo voka-dratsin’ny asan’olombelona amin’ny tontolo iainana. Tsy voatery ho lahatsoratra miresaka manokana izany an...
Fomba iray iny azo itondrana ny asa. Ny fomba faharoa heverina fa hahamora ny asa ihany koa dia ny famahavahana ny fehezan-teny. Ahoana moa izany? Indraindray ny fehezan-teny ahitana fehezan-kevitra roa na telo. Miainga amin’ireo ny fomba hitondrana ny asa sy amoahana ny drafitra. Ohatra haseho eto ny fampiasana nomen’...
Rasoamananjara v , 1998
Ireo mety ho mampitambatra, asa aman-draharaha mahakasika ny fiainana dia saina ifanotronan’ny fianakaviana avokoa tahaka ny an-kafaliana na ny an-karatsiana.
Ohatra2 izay mamafy éolienne dia mijinja rivotra, vintsy n 58, p. 17-18
L’histoire de par sa situation géographique et stratégique, anosy avaratra a été toujours convoitée par les différents chefferies et royaumes qui se sont succédés en imerina et a donc de ce fait participé directement ou indirectement aux affaires de l’etat jusqu’à ce jour. Anosy avaratra était entourée d’un grand lac q...
Fanatsarana ny fari-piainan’ny mpampianatra
Izy no herin’ireo avants 35 ampian’i raymond ary koa thomas
Andn 6 fa manan-joky t. D any meri- miadana
Azo lazaina ho siantifika ny fomba fiasa ceres. Porofo ny fisian’ny ’’mpanolo- tsaina ara-pedagôjia’’ eo amin’ny sehatry ny fampianarana. Ao ihany koa ny fisian’ny mpampiofana manam-pahaizana manokana eo amin’ny ’’école des parents’’, ny fandalovan- dramatoa louisette fiofanana raha hitazona ny ’’fampivelarana ny maha ...
Fitambarany 176 100
Nosoratan-drandriambelonaharisoa, nalaina tao amin’ny gazetiko
Ny lalantsaina narahina mba hahasiantifika ny asa dia tsy maintsy misy teoria ilafihany. Tsy teoria tokana anefa no nentina nanatanteraka izao asa izao fa nisy fampivadiana azy ireo ihany koa satria nilaza indrindra i dube5 1990 ; 30 fa avy amin’ ny fampitahana sy fampifanatrehana teoria samihafa no mitondra mankany am...
Nihodina haingana avy ao an-damosin’ny vatolampy rabe. Nahodiny ny antsamotadiny. Voany ny anankiray. Mbola tsy nihodivitra ihany ny manaraka. Nitsirara koa ny faharoa. Nikoropaka ny sisa, nefa efa niantefa teny an-kandrin’ilay fahatelo ny tora-baton’ny antsamotady. Angamba lohandohany ilay nitsikasina farany, fa nobat...
Raharijaona s , ny fandroana, in hiratra n 2, université de madagascar, département de langue, littérature et civilisation malgache, 1980, p.117. 102 luigi e , une civilisation du b uf, les bara de madagascar, editions ambozontany fianarantsoa, 1993, p.3 103 berthier h , les m urs et coutumes du peuple malgache, tanana...
Relations humaines pendant la réalisation de cette étude, par simple observation de l’extérieur, les ententes entre familles n’ont pas de problème. Elles se respectent en appliquant l’animation de la politesse enseignée par les responsables du centre. Pendant la réunion de chaque communauté, tous les jours, la communic...
Première, la deuxième et la troisième réunion dans chaque année. Cela a une tendance décroissante. 2.2.2.1.2 analyse descriptive des réunions extraordinaires dans l’epp antanety i tableau n 13 réunions extraordinaires dans l’epp antanety i
Rehefa manao asa fampiharana ao anaty kahie ny mpianatra, dia mandehandeha eny anelanelan’ny dabilio, manitsy izay tsy mety ataony, nefa tsy miresaka maharitra eo amin’ny mpianatra iray. Raha mahita hadisoana miverimberina nataon’ny mpianatra, dia lazaina amin’ny mpianatra rehetra ny fanitsiana izany.
Vinantolahy sy ny zanakalahy
Fototeny, sokajin-teny,
Hita araka io ohatra naroso io fa tsy mitovy ny renifeo manelanelana ny zana-peo roa mamarana ny andalana. Ny hevitra misongadina eto dia fanehoana ny toetra tsy mahomby ananan’ny olombelona manoloana ny fanimbana ny tontolo ivelomany. Tsy inona izany fa ny fandoroana ny tanety hahamaintso sy hampitsiry ny sakafon’ny b...
Fototeny tovona man- verindroa ny manara-dalàna bè manabè manabebè manabebè sia mania maniasia maniasia fia mamia mamiafia mamiafia py manapy manapipy manapipy
Izany eny anivon’ireo sekoly ambaratonga faharoa satria tsy mpampianatra iray no miandraikitra ny kilasy iray, ary tsy kilasy iray ihany koa no sahanin’ny mpampianatra iray mandritra ny taom-pianarana iray. Andeha hojerena ny ao amin’ireo faritany 22 ary havahavahana manokana avy eo ny ao amin’ny dren analamanga; ny ci...
Activite annexe 8 suite tableau de rapport financier
Mangatany kosa manampy izay voalaza teo aloha, dia nosafidina ihany koa noho izy tanàna somary mitokana manalavitra kely ny renivohitra, ka vitsy amin’ireo mpanao asa fampandrosoana no tonga eny. Fanampin’ izany dia tanàna nahitanay fahasamihafana betsaka amin’imerikanjaka izy, na dia misy aza ny fototra nampitovy azy.
Diplomate 3
Tsotra nefa kanto mivelatra maraina mamelombelon’aina.
Febroary 2017 misaotra, mankasitraka, mankatelina.
Ten ambola ambany taona, mbolamifanahin-jaza
Tebo-kevitra telo no nitondrana fanazavana tao amin’ ity fizarana fahatelo ity. Nojerena voalohany tamin’izany ireo singa telo mandrafitra ny tantara foronina ny mpandray anjara, ny habaka ary ny fotoana. Misy ny zavatra tsy lazain’ny mpanoratra mivantana ao amin’ny tantara, toy ny anaran’ny mpandray anjara sasany, ny ...
Teny fitaovana tambinteny
Enso nataon’ny antsiva tao ambohitsarabe ny 10 jolay 2013, akora voaangona tak. Xiii
Misy nofo tena trotraka te hitsotra sy hiala voly ao ny dada sy ny neny te hampiditra ireo zanany mba hianatra an-tsekoly.
Hasina ampahany iray amin’ny fizarana maromaro misy eo amin’ny bolongan-javatra. Rehefa vita ny fampitan-desona momba io famaritana ara-bakiteny 3 io, dia niroso avy hatrany tamin’ny tombana na ny fampiharana izy, ka toy izao no endrik’izany tombana izany nasainy nitady bolongan-javatra iray efa mitsinjara ho hasinkasi...
Ankoatra ireo tsofoka manatevina tovona dia aseho ato koa ireo tsofoka manatevina fototeny; izay ahitana olana maro ihany koa amin ny teny malagasy. Tsy ny fipetrany no ahitana olana fa ny fikirakirana azy ao anaty voanteny iray toy ny verindroa. Misedra olana ny mpiteny rehefa manao verindroa ny teny ahitana tsofoka.
Ny fandrosoana fampandrosoana taratra ao amin’ny ry fahafahana araka ny efa voalaza dia lohahevitra lehibe nahafantarana an-drado izy ity ary tsanga-kevitra mifehy sy filamatra ho an’izao tontolo izao mihitsy. Ny fahafahana resahana eto dia ilay fanalana izay endrika faneriterena rehetra na mivantana na ankolaka eo ami...
Fantatry ny mponin’ny rantabe nanomboka hatreo, fa iray ihany ilay vazimban’ambato sy eva rafieldmond.
Ny fampiofanana ireo mpampianatra
567 768,56 19 753 642,53 excedent brut d’exploitation -594 932,49 48 499 970,78
Ny fampianarana ny taranja malagasy maro ny dingana tokony hatao raha hanatontosa fampianarana. Tsy mety ny fahatokisan-tena fa ilaina hatrany ny fanomanana amin ny alalan ny fampiasana fitaovana. Mandritra ny fanatontosana ihany koa, dia ilaina ny fifantohana mba hampizotra tsara ny asa fampianarana. Ireto no dingana ...
Mombany zava-kendrena amin’ny fandraisam-pitenenana
Ny fiheverana ny amin’ ireo tsangan-kevitra samihafa nanorenan’ny malagasy ny fiainany maro amin’ireo tsangan-kevitra nentin’ny malagasy nanorina ny fiainany no hita taratra amin’ny fanafanana omby. Hojerena mifanesy ny amin’izy ireo ka voalohany, ny mahakasika ny amin’ny anjara sy ny lahatra ary ny vintana no hovelabe...
Mety hisy ny fanoritsoritana ampiasaina hoenti-mampahalala zavatra iray.
Toy ny asa literera rehetra ny tantara fandefa an’onjam-peo misy ny loharano nipoirany araka ny tenin’i charles ravoajanahary hoe tsy nitsotsorika avy any an-danitra ny haisoratra 35 sy ny fanehoan’ny ny heviny sy ny fihetseham-pony amin’ny alalan’ny teny voarindra 36. Izany hoe ny mpanoratra no voakitika voalohany ami...
Genèse de l uvre poétique, ed. Gallimard, paris.
Miresaka ny fahatongavan’i malanto zanak’izy ireo ny mpanoratra, izany hoe, tsy nisy resaka mihitsy ny fiainan’ny mpandray anjara nandritra ny fotoana nitondran- dramavo vohoka sy ny fotoana niterahan-dramavo an’i malanto. Toraka izany ihany koa ny fahazazan’ireo mpandray anjara dia samy nofintinina na dia mbola tsy ni...
Arangarangany ao amin’ireo andalana notsongaina ireo ny hamafin’ny fijaliana, satria nasehony tamin’ny ngolin’ny hatsiaka ny zanaky ny tany ny ngoly no
Hery-zo ramilison famahavahana ny boky vakivakim-piainana nosoratan’iharilanto
Tamin’izay fotoana izay dia nibanjina an’i jery sakaizany, sady naka toerana
Respect de culture doit avoir lieu dès l’animation de rue pré casa où il y a le premier contact entre les deux.
Concernée et la ddieresction
Tsy ny lehilahy rehetra anefa no mitafy io ’’antsasa-pahadimy’’ io, fa misy ihany ireo efa mirona amin’ny fitafy tandrefana toy ny hita an-tanàn-dehibe eny fa na dia ny betsileo aza ao andranovorivato no tena ahatarafana izany. Fa raha ny tena any ambanivohitra be any, vitsy dia vitsy no tsy mitafy lamba. Tsindrina iha...
Tantara anarana lahy na vavy asany fari-piainany toetrany
Faharoa, dia tsy maintsy noferana ihany ny vanim-potoana niasana mba hampazava tsara izay ambaran’ny literatiora. Hoy i jean tortel ny fivoaran’ny literatiora dia mifanindran-dàlana amin’ny fandrosoan’ny vanim-potoana iray. 6 hoy koa i lila ratsifandrihamanana manamarika toy ny famantarana avaratra mahatoky ny literati...
Isan’ny toerana be vato iny faritra iny. Irony vato avy amin’ny vôlkanika granite izay mivoitra toy ny tendrombohitra na amin’ny ilan’ny havoana na anaty tendrombohitra manana haavo eo amin’ny 2300 m eo ho eo. Ireto avy ny toerana ahitana azy ambatondrainimihaja, fokontany ambalavao granite avobe. Misy 50 m ny ahavony ...
Mety handratra ny fon’ireo nahitany masoandro, dia tsy ataony. Misy ireo tena mahay mampandefitra ny sitrapony. Tahaka izany ny toetran’i sedra ao amin’ny ratra lalina na dia tena tiany aza ny olon-tiany, dia nampandeferiny ny fitiavany, satria tsapany fa mitady handika ny anatra nataon’ireo ray aman-dreniny taminy izy...
Fety michel, 1972, op-cit, tak 56
Ny zava-misy nahatonga ny fanjakana hanangana ny onn 056 ii- ny hery nanosika ny fananganana 057 iii- ny momba ny tetika asa 058 iv- ny filôzôfiany 059 v- ny tanjony 059 vi-ireo sehatra 14 andraisany anjara 060 vii-ireo asan’ny onn 060 viii- ireo mpiara-miombona antoka aminy 061 ix- ireo mpiara-miasa aminy 061 ireo sam...
Fanamarihana azo ampiasaina any amin’ny taranja hafa koa ireny voambolana tiany hilentika ao an-tsain’ny mpianatra ireny, araka ilay paika fandentehana ny voambolana amin’ny fifanohanan’ny taranja. Noho izany, ilaina ny fampiasana matetika izany voambolana izany amina taranja samy hafa hisongadinan’ilay fifamenoan’ny t...
Raha vita izany resaka izany, dia mandray fitenenana mamaly izany ny iray amin’ny ao an-dapa mpikabary ao amin’i ndreno y ka manao hoe misaotra anareo ra andria, misaotra anareo avy tsy nampandeha raika y mpanjaka, laha teo ma y omaly amin-trero y i y ka na ano y lahatra isika te y zay, da nahazo andro, da nahazo y sah...
Fandinihana 1 vakiteny a-mangina
Ara-pitondran-tena kendrena ny hananan’ny mpianatra finiavana ary fahavononana hiatrika olana sy sedra samihafa, vonona handray andraikitra ary tsy hiamboho ny adidy tandrify azy tsirairay avy.
Isaorana. Voalohany, andriamanitra fa izy no nipoiran’izao tontolo izao. Ny fîtiavany no nitantana ny dianay ka tratra soa izao tanjona izao. Ho azy, anie, ny voninahitra hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay.
Ambahitsamitsa 6 10
Iii-2-1-2- ny olona nifandraisana sy nifampidinihana mandritra ny fikarohana tsy vita ny niresaka tamin’olona rehetra nandrafitra ny fiarahamonina, fa niezaka ihany koa anefa izahay nifampidinika tamin’ireo olona fantatra fa mifanerasera amin’olona betsaka. Ary tsy nionona tamin’izay aza izahay, fa mbola nisy olona mar...
Ohatra lelahy zao!
Sary lah.7 olona maromaro manao malabary, in lovako t12, tak. 24
Ny poétique ny filalaovana amin’ny teny no mamaritra ny fisian’ny poétique ao amin’ny asa soratra iray. Ny poezia izany dia milaza firindran-javatra. Ankoatra izany, milaza karazana asa soratra toy ny tononkalo, ahitana rima.
Tovo mialà ialahy hamohako io varavarana io. Andeha aho, eo ianareo mianakavy! Mamindra
Ohatra 1 lakroa tamin’ny 18 zanvie 20004, lah. Faha-3353, t.8
Rainibozaka tena tsy homby ny soroko ny lavaka!
Famintinana ny fizarana faharoa.
Asa fikarohana
Anje ly has ina
Efa ela ianareo no hitanay nampiaka-peo nitory teny an-dalambe sady izay mirehareha fa hoe zanak’andriamanitra manana antoka any an-danitra
Ity ny sora- tanany mihantsy am- panajana ny hisarahanay naoriny ho matotra amy fetan’ ny lalàna ny fitiany mba ho lay
Te hatory ny andro hanovozanao saina handrantoanao hery hiatrehanao ny fiainana
Sy ny mpanompony ka nentiny
Directeur de recherche andriamanatsilavo seth
Fantatrareo.
Les usagers naturels d’une langue emploient ordinairement en divers circonstances récurrentes de la vie quotidienne. Hagege c , 2005 218 .
Mampitovy azy koa ny toerana anatanterahana azy eo an-tokotany malalaka na manoloana ny toerana masina jiro , ao an-tranobe, 3.2.2.2. Ny itovian’ny osika amin’ny lahabolana hafa eto madagasikara misy koa lahabolana am-bava tanterahina an-kira miaraka amin’ny zava- maneno sy dihy ary tehaka any amin’ny faritra hafa eto ...
Ry fahatsiarovana misoko tsy mamela raha mahazo fa mitondra sentosento ka mampiakatra ny vazo nahoana ianao no toy izao, zary faly mampijaly, mampanembona ny tsy hita sy mamerina ny omaly ? Nahoana no notairinao ’lay eritreritro sondriana tao anaty kilalao ka fohazina hahatsiaro an-dry dada mbamin-dry neny ? Dia ho tsi...
Misaotra, mankasitraka, mankatelina indrindra, tompoko. Andrianaivo anja nahary andriamahefa
Samy manana ny fahitany ny zava-nitranga iray ny mpanao gazety araka ny firehana samihafa ananany finoana, pôlitika, fiarahamonina nipoirana. Misy akony any amin’ny fomba fanehoana ilay zava-niseho ao anaty gazety izany tsy hitovy ny lohateny omena ilay lahatsoratra. Samy hafa koa ny zavatra omen-danja ao. Ahafahana mi...
Arikaomisa randria, kitroka, op cit, tak 54 220 boky i, analandolo, fiz 2, tak. 02
Miohatra amin’ny tenim-pirenena hafa asio x
Tsikera sy tsoa-kevitra
Ny tati-dresaka an-kolaka mora ahafantarana bebe kokoa ny tati-dresaka an-kolaka ny fisian’ny mpitantara izay mampiasa ireo teny entina mitatitra trangan-javatra47 genette, 1972, tak. 192 toa ny milaza izy fa, hoy izy, izao no nolazainy, milaza hoe. Ohatra 1 hay kosa tena mpiangaly azy ianao, anaka ka milaza hoe mahaih...
Directeur de recherche solo-raharinjanahary raharimalala anatolie professeur titulaire et directrice de recherche à l’université d’antananarivo