text stringlengths 10 11k |
|---|
Au début, le cfa propose au stagiaire sept 7 filières de formation artisanale la couture ct , la broderie br , le tissage ts , la vannerie vn , la maroquinerie cr , la marqueterie mt et la corne cn l’introduction de la plomberie pl comme huitième filière de formation s’est faite en 2012. Pendant les premières années, t... |
Ohatra n 1852, 05-03-68. |
Teny mamy mbola toky ao anaty nofinofy na inona hahasambatra sy lazaina tsy an- kiambatra fa rehefa tena miaina sy mitombina ny saina eo vao hita misy faitra ’lay fitia natao ho raitra . |
Ny firosoan’ny fandraisan’ny mpianatra fahalalàna miainga amin’ny lahatsoratra |
Fankatoavana ny tenin’ireo ray aman-dreny ho mariky ny fitiavana azy no tokony hasehon’ny zanaka. Ny fahendrena izany no valim-babena tokony hasetrin’ny zanaka ny fanolokoloana sy ny fitaizana nataon’ireo nahitana masoandro. Tanjona amin’izany moa dia ny ahitan’izy ireo fahasambarana amin’ny andro iainany. Tsy ny ray a... |
Mahamasina |
Izany raha sarotra loatra ary tsy hahaliana azy ihany koa raha efa iainany mandrakariva. |
Hono, tompoko, nahoana raha mba asiana fiheverana fa ny havana rehetra izao dia manana fitserana, mahatazana ny zava-maharary iaretako, sady samy mahatakatra ny tena hetahetako. |
Raha nahita ny zanako revo tamin’ny lalao karatra aho indray andro, dia tsy aritro ny tsy hanipy hevitra taminy ny hamelany io fanalana andro io, fa mba hitodika kosa amin’ny lalaon-drazana volana vitsivitsy taorian’izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona... |
Mponina, hatramin’ny fametrahana ireo foto-drafitra asa ara-piaraha-monina sy ara- toekarena mahomby nefa tsy lafo 8 eo ankilan’izay anefa, mitaraina koa ny fanjakana ankehitriny fa efa mihalany ny ala atsinanana. Miroborobo loatra ny fanaovana arina sy ny fakana kitay, ary ny vaky tsofa tsy mbola ampy dimy taona akory... |
Andrianary ratianarivo, ny voromailala rosa beby, 1941. |
Famaritana ny baiboly |
Fampianarana ny fampianarana dia sehatra iray ahafahan ny mpianatra sy mpampianatra mifandray amin ny alalan ny fampitana fahalalana ao an-dakilasy. Ny mpampianatra noho izany dia mpanelanelana eo amin ny mpianatra sy ny fahalalana ampianariny. Ny ipam 1993 668 dia mamaritra ny fampianarana ho fomba fampitam-pahalalana... |
Oora alatsinainy 1 |
Amin’ny 1 ora sy sasany maraina |
Hira vazaha no nokaloin’i hélène mandra piakany ny tohatra mihetsika daholo ny valahany aman-tongony , ny tanany mitsapa volo arahaba tsy mba amin’ny teny gasy fanao andavanandro sy fomba malagasy no niarahabany an-drainy sy reniny fa narahiny mamikely havia sy havanana ka iza no mba hanatrika ny zandrinareo eny ? Ny a... |
Ny laka 49-53 lah.9 ilay toerana iaingana raha hifindra miankavanana na miankavia, miakatra na midina, misompirana no laka eo amin’ny lalao fanorona. Misy ny lakabe, ny lakakely, ny lohalaka, ny laka am-pamoana. Jereo sary tak. 50, boky lovan- janahary. Nalaina ohatra tamin’ny fomba fanorona ny laka amin’ny fomban-kaba... |
Ii.3. Fananganana drafitra andrafetana ny lahateny |
Nifindra tany fenoarivo atsinanana ry zareo 7 ny lahimatoa ihany izany no teraka teto antananarivo, fa ny sisa kosa tany amin’ny tany niasany. Tamin’ny 27 aogositra 1938, dia maty tany fenoarivo ny zanany vavy ranoronirina sahondra. Vavimatoany io, ary vao telo taona monja izy io nindaosin’ny fahafatesana io. Tena naha... |
Satan mitrerona na hihodin-ko vy ianao na hihodin-ko vato, tsy afaka hanambady afa-tsy izaho. Nts, fantatro anie ny fitiavanao iny solo iny e. Ny 270- olona toy ireny no tena fahavalonay. Tsy vitan ny rafilahiko izy fa sady fahavalo eo amin ny finoana saingy izao e! Mbola manambitamby anao aho aloha ka mahaiza manana f... |
Radio don bosco fm 93.400 |
Fifandonana ahoana ny tetika ampiasaina mba handaminana fifandonana ? Inona avy no tokony ho toetran’ny mpandamina fifandonana ? Ambarao ny tombontsoa azo avy amin’ny fandaminana ny korontana ao amin’ny fiarahamonina. 2. Iainako efa niaina tranga mitovy na mitovitovy amin’io ve ianao ? Ahoana ny fitrangany tamin’izany ... |
Ny fiainam-pirenena manana ny fomba fahitany sy ny fanehoany ny toe-javatra tsikariny sy hitany eo anivon’ny firenena ny mamatonalina. 1.2.2.1. Fahitany ny toe-draharaha pôlitika adidin’ny olom-pirenena ny manaraka ny toe-draharaha misy eo amin’ny fireneny. Toe-javatra maro samihafa no mety ho vokatr’izany fandraisana ... |
Tahaka ny raiamandreny ny fitondrana ny rafozana amin’ny tokantrano iray. Afaka mandamina ny olana madinidinika miseho amin’ny tokantranon- janany izy saingy misy fetrany ihany. Misy toe-javatra tsy azony tsabahana fa miankina amin’ny mpivady. Mahakasika izany ny ambara manaraka eto. |
Designation |
Ny tsiny sy ny tody |
Taolambalo sisa no atao fahatsiarovana, hono , ô! Hovolavolain’ireo zanaka a! Fisaorana an’andriamanitra |
Fantsona mpandefa hafatra ? Mpandray hafatra mpandefa hafatra iza ? ? Amin’iza ? |
Source spvs 2017 |
Fehin’ny toko faharoa naseho nandritra it? Toko faharoa it? Ny fahaizan’ny mpanoratra milalao amin’ny fehezanteny. Tsikaritra fa mifono anatra sy torohevitra hatrany ireo resaka ifanaovan’ny mpandray anjara ao anaty tantara, na fifampiresahana tsotra, na fifampiresahana mitarazoka sy maharitra ela. Izany indrindra no n... |
Ny fihaonana tamin’ireo sokajin’olona |
Na dia eo aza izany fifaninanana eo amin’ny fahalianana sy ny fifantohana izany dia hita fa toa misy fifandraisany ihany eo aminy. Amin’ny fahalianana izao, ohatra, dia tsy misy afa-tsy ny fandraisana sy fanangonana izay vaovao rehetra mahaliana no atao. Tsy maintsy amin’ireo zavatra mahaliana voaray ireo ihany anefa n... |
Azo atao ihany koa anefa ny mampiasa ny ho rehefa hilaza toerana haleha. Io ho io dia ahitana ny fifamalian’ny ho avy sy ny tsy ho avy. |
Qu’est-ce que la littérature ? Editions gallimard. Paris. 374p |
Rakalo ny fieritreretanao an’i tovo be loatra ho aho no mahavoa anao toy izao. Tina aiza ve ry neny rakalo, iray volana fotsiny izay no mijanona eto dia lasa, am-bolana maro indray vao miverina; aiza no tsy hankarary saina ny mieritreritra azy. Rakalo izay mandeha ihany re no vakivaky tongotra ry tina a! Fa ianao fotsi... |
Hita amin’ny tononkalon’i irako ammi ihany koa ny teny fampiasa andavanandro. |
Isan’ny takila 134 |
Raha atao indray mitopy maso ny tononkalo nosoratany voarakitra ao amin’ny vondrona ambara, dia hita fa misy andininy miavaka tsara izy rehetra. Ireo andininy ireo indray dia ahitana andalana efatra avy. Ny antontana isa nataonay dia ahitana tarehimarika toy izao hita amin’ny fafana izao. Ao amin’ny tsanganana voalohan... |
Ankoatra ny mainty sy fotsy, dia mampiasa loko hafa ny mpanoratra aminrny fanaovana ny sary, izany hoe miloko ny sary ao anatinrny boky. Miisa iraika amby fitopolo 71 ireo sary ireo. Isaky ny mandinika lahatsoratra na mombana mpanoratra iray dia ahitana sary avokoa aorianriny. Marihina fa tsy mandeha tsirairay ireo sar... |
Dada ô! Mivalo aminao aho ry tany, neny ô! Henoinao ity fo mitomany, fa mijaly aoka izany. 151 |
Ao ihany koa anefa ny toerana hafa izay natokana hambolena ravintsara, hambolena vilona atao sakafon’ny omby. Eny anelanelan’ireny rehetra ireny dia volena voly madinika toy ny katsaka, tsaramaso, ny voanjobory. Andriamatoa randrianarisoa gilbert no mitantana sy miandraikitra ny fanaraha-maso sy fikarakarana io toerana... |
Tao ilafy no nisy ny tsimiamboholahy izay i hagamainty no mpanolotsaina anisan’ny maranitra sy akaiky an’andrianampoinimerina indrindra, satria na dia tao aza ny tsimahafotsy, dia nitokisany fatratra ry zareo fa tsy mihemotra na matahotra ary tena tsy miamboho lahy mihitsy. Ambohitrabiby kosa no renivohitr’i mandiavato... |
Ho an’ny sampana fpi dia mibahan-toerana kokoa ireo taranja mahakasika mivantana ilay sehatrasa sy ny taranja siantifika. Ora roa isan-kerinandro kosa ho an’ireo taranja literera dia ireto avy izany malagasy frantsay anglisy |
Voazavanao ny tsy hita maso, tazoninao ny fahagola raketinao ny fahendrena tamin-drazako efa tola, abaribarinao an’ohatra ny adim-piainana itolomako ny eritreritra sy nofiko, ny hevi-dalina ironako. |
Araka ireo voalaza ireo dia fantatra ankehitriny fa efa maro ny asa soratry ny eja no tonga eny am-bavan’ ny mpihaino na mpamaky raha tsy hilaza afa-tsy ny teny mamy , hirain’ i tovo j’ hay, izay tsy misy olona tsy mahay izany ankehitriny. Voalaza ihany koa ny mombamomba azy na ny amin’ny lafiny maha-olon-tsotra na ny ... |
Tia tsy afa-manoatra tia tsy afa-mihoatra tia amin’ny fo hafahafa tia ny tian’ny hafa |
Mangeja mantsy ny otan’ny tany ny aiko fikiriny hijaly eto hatrany koa mitalaho aminao aho, mpamonjy o ! Mba esory ’ty zioga sy lonjy ! |
Ampiasaina anondroana anaran’ny tenim-pirenena na tenim-pirenena na tenin’ny vondron’olona ny sokajy ki- vi tsy misy amin’ny maro ny anaran-teny fa amin’ny endrika tokana ihany. Ny endrika isehoan’ny anaran-teny dia tahaka izao ki anaram-pirenena na ki anaran’ny vondron’olona. Soratana amin’ny endrika vaventy ny tarehi... |
Ii.1.2. Ny tantaran’i mahamasina |
Teny enina ambin’ny folo no entina mamorona ny mpamaritra isa amin’ny teny malagasy. Ireto avy izany 1 iray na isa 11 zato 100 2 roa 12 arivo 1 000 3 telo 13 alina 10 000 |
Ny antony tsy nampaharitra ny fotodrafitrasa rano fisotro madio hatramin’izay |
Izaho ankehitriny 15 sanatria tsy doka no ilazako izany izaho ts’ilay fahiny mpingoso sy mpiloka mpandrotsaka tomany. 20 izaho ankehitriny io fitiavana io rano velona amiko ny loton’ny fahiny indro fa madio 25 misaotra anao ry mamiko. Taona 1979 ratsimaholy francinet |
No atao hoe faka? |
Comment est-ce que vous avez procédé à cette sensibilisation ? Ahoana ny fomba nanaovan’areo ilay fanentanana ? Fonctionnalité fametrahana ny feffi |
Endriny taloha ary isa-tanàna no nanaovana azy, dia fanaovana fotoam-piravoana eo an- drenivohitry ny faritra vakinankaratra miampy fanaovana ranty varotra amin’ny trano eva maro no fisehony ankehitriny. Tsy tsikaritra mivantana amin’ny endriny ankehitriny ny firaisan-kina amin’ny famokarana. Ireo efa vokatry ny tsirai... |
Adam, j-m. , les textes types et prototypes, paris, nathan, 1992 2 martinet, a. , eléments de linguistique textuelle, chapitre 1, aspects de la structuration du texte descriptif les marqueurs d’énumération et de reformulation? , pp. 143 147 |
Faharoa manaraka izany dia tsikaritra ihany fa nisy fironan-tsaina iray nisongadina tamin’ny fomba fanehoan’ny mpanoratra ny toerana. Raha fintinina dia azo ambara hoe fialana amin’ny toerana andrenivohitra mankany amin’ny toerana ambanivohitra. |
Fetra ka izao ve izany izy io vao hanaovana taratasy fanasana, sa antsoina an-telefônina fotsiny, dia vita? |
F3 inona avy no sehatra mbola notantanin-dry zareo vahiny ? |
Takila manondro ny mombamomba ny tompona omby. |
Tsy anontaniako ny sento ; tomany na ho rahona mainty io na ho lanitra manga rehefa olombelona miaina eto an-tany ny fahatsiarovana mateti-pitranga ! 5 ny lasa omaly lasa tadidy mitamberina foana ao anatin’ny saina manjary itondrana kapoaka mangidy mandratra ny fo maningotra ny aina. O ! Ry lala-nizorany lasa omaly 10 ... |
Remerciements |
Dubois j. , giacomo m. , guespin l. Les marcellest c. Et j. B. , melvel j. P. 1994 dictionnaire de linguistique et des sciences du langage. 514 p. 2002 dictionnaire de linguistique. Larousse. |
Miverina in-telo eto ny voambolana hoe lehibe ; izay samy manana ny dikany avokoa ao amin’izany tamberim-boan-teny izany. Ny lehibe voalohany amin’izany dia ilazana ny maha ambony fahefana; izany hoe misy ny manam-boninahitra lehibe ary misy ny ambany fahefana amin’izany. Ny lehibe ao amin’ny tamberimboanteny faharoa k... |
Ary ny tenanaoio aza mo ave dia tena fantatrao marina raha tsy mody |
Koto mampalahelo ahy i dada. |
Ny fitiavana tanindrazana |
Ny hoe maizina am-pototry ny jiro indray araka ny 132 dia manana ny heviny manokana. Ny jiro dia hazavana vokatry ny solitany na labozia na herin’aratra. Saingy eto dia azo heverina fa ny fisian’ny pôtô izay itoeran’ny jiro eny amin’ny arabe no nahatonga ity fomba fiteny ity. Vokatry ny aloky ny pôtô na ny aloky ny ten... |
Kanto amin’ny endrika ivelany dia ny fomba fanoratra ny fahaizan’ny mpanoratra milalao amin’ny mari-pijanonan-tsoratra, amin’ny voambolana, amin’ny endri-pehezanteny, ary amin’ny sarin-teny kanto eo amin’ny votoatiny fahaizan’ny mpanoratra mampihasinkasina ireo endrika samihafa isehoan’ny fitiavana eo amin’ny sehatra s... |
Fizarana fahatelo tombana sy tolo-kevitra |
Ravoajanahary charles , fitaizan-tsaina araka ny literatiora , fanasina antananarivo ,1969 ravoajanahary charles , ny vokatry ny fisainana vahiny teo amin’ny literratiora malagasy , stelarim, antananarivo, 1972 razoharinoro, ny niadohan’ny teatra teto madagasikara in tantara n 11,1987 |
Olon’ny saina koa ratovo ary baikon’ny lôjika ny hevitra arosony hajaina ny safidin’ny olona tiana na dia mafy aza izany ; olon’ny fo ka entanin’ny fihetseham-po hatrany kosa ilezoma tak. 15 ratovo izany no safidin ny fony ka tsy azo anomezan-tsiny azy. Hangina aho, lehiretsy, fa izany no mety. Ilezoma hangina ahoana n... |
Oui eny b. Non tsia expliquez hazavao |
Misy amin’ny teny malagasy ireo anarana mandray ny endrika ki- avy amin’ny teny bantu izay tsy tsapa hisy fifandraisany amin’ny tsirin-tenin’ny sokajy ki- vi ohatra kiso antsy kisu kiraro kilatu kisa, kisasy valifaty kisasi |
Saron’ireny araka izany ny entana malagasy. Anisan’ny lasibatra tamin’izany ohatra ny orinasa mpanao savony malagasy, ny mpamokatra lamba. Ireo entana sinoa no mpifanandrina tamin’izany. Antony mahatonga izany ihany koa ny fifanarahana ara- barotra satria ny entana vahiny dia tsy mandoa hetra, saingy ny entana malagasy... |
Ensemble 4 21 4 7 7 7 4 source enquête effectuée par l’ong lalana, 2003. |
Ridao fin du troisieme tableau |
Ny lafiny jeôgirafika dia natao ho famelabelarana amam-pandalinana tsy azo dinganina amin’ny asa fikarohana toa itony. Manampy ny mpamaky hahalala ny votoatin-dresaka sy hahazo sary an-tsaina ny toe-javatra tantaraina ary ny maha izy azy ilay fiarahamonina ny fanoritsoritana ny toerana misy ny faritra iasana. Hojerena ... |
Andrianjafy michel , orimbaton’ny fiadanana, trano printy fofipa , 1987, p.48 |
Raivo mpanota ikoto zazalahy kely 8 taona eo ho eo mihioka dia mihioka, miloloha arina tapa-gony, miakatra toha-toha-bato. Mandry tsy satry ny dinitra mitete manorika ny tarehiny, irarahan’ny vovok’arina |
Eo amin’ny vanin-teny fahatelo farany 3 u u binantu vinanto, empedu afero |
Ny kisarin’ny tantara tarafina amin’ny mpandray anjara fototra |
Raha fohaziko ny lasa, dia miverina ato an-tsaiko ireo adidy natrehiko sy fanamby nosedraiko andraikitra evanjelistra sy fitantanana sekoly ary asa fampianarana ! Samy sarotra ireo saingy ito farany ! Soa fa teo ry rabearana ry ralaitafika samy dadatoanareo nanaiky fifarimbonana fa be ny hevitra niraisana sy fotokevitr... |
Maro ireo fitaovam-pifaneraserana, ivoahan’ny asa soratr’i faniry vatosoa, ao ny onjam-peo, eo ny gazety, ary koa ny boky. |
Ny natoriana ka nifitsaka ireo pika isan-karazany, niampantrampatra ireo |
Haabom-pahalalana niveau de connaissance haabon’ny vakiteny niveau de lecture hairaha compétences hairaha ara-pitenenana compétences langagières haifitenenana compétence discursive haihodidina compétence situationnelle haikirakira ny teny compétence linguistique haikolontsaina sy fiarahamonina compétence socioculturell... |
Hajao lalandava ny olon-drehetra hontsony, tohino ny fo efa mieiky misosa fiteny fa tsy miato na manano sarotra i izory ny fomba fiteny misosa isaory, avelao ny manano sarotra. Manjinja ny hevitra diso mba hamborahana ny rariny soa j janjano ny hevitra diso ho lavo jonony, aborahy ny rariny soa. Misoroka ny kinaolim-pi... |
Ny fitaovana tsy mila fitaovana raitra na avo lento ny fangalana ny tanimanga. Fitaovana tsotra fitondra miasa eny ambanivohitra no ampiasaina toy ny angady izay handavahana ilay tanimbary hisokirana ilay tanimanga avy ao anatin’ny tany, angady fandraofana na la pelle, gony no hitondrana ilay tanimanga mody any an-tanà... |
Ny zava-kanto tsy literera |
Doany ao ambohitranandriana isan’ny doany malaza indrindra any amin’ny faritra, ary tsy maintsy misy mamono omby foana ao isan-taona |
Vakivakim-piainana 2 lavakombarika 1 |
Eo ihany koa ireo toe-javatra maningotra ny saina, mitarika ny olona hamakafaka. Lasa ny saiko mandinika eto a hoe aiza no misy ny fahasambarana b fa toa gidragidra, ady sy sento a isan’andro sy ora no mba ilaharana. B |
Regarega ilazana toetr’olona tsy mba taitra na zavatra efa tonta |
Ihany izany no mampihavana. Henoy ny fomba fiteny nampiasain’ny ntaolo ny andevo voky minia tsy mandositra fa ny andevo noana mitomany hamidy , mbola hita koa izany raha mandrary fihavanana ny antakay ka maniry zazavavy iray ho vadin- janany, ary manatitra ny katsamonta , tsy maintsy mitondra ranon-tantely koa hiarahan... |
Mada com fampahafantarana ny mpanoratra malaza ran e, natolotr’i voahangy ramahandrisoa 2010-2011, resadresaka tamin’i ran e , ampitatafika antananarivo 2010, atsan-tononkalo, matoy 1991, tovozin-tsy ritra boky faha 3, ankaditapaka 2003, tondrozotra malagasy, antananarivo |
Amin’ny epie kosa indray no fotoana ahafahan’ny mampianatra rehetra manerana ny fivondronam-pokontany, hifanakalozana fahalalana sy hifanakalozan- kevitra ary hifanakalozana izay fomba tsara heverina fa hanatsarana ny fomba entina mampianatra ny taranja malagasy ohatra. I freeman 1993 102 dia manamafy fa ny fiarahamias... |
Ny faritra atsinanana faritanin’i toamasina. Anisan’ireo jiolahy nitarika ny korontana tany toamasina i vainafo ao amin’ny tantara rmp. Rmp tak 70 ny nanintona azy manokana dia ity anaran’i vainafo ity tsy mba enjehin’ny eritreriny amin’ny fanakorontanana tany toamasina . |
Ny endrika ho an’ny itenenana no iantsoana ilay sary aorin’ny itenenana momba ny mpiteny mialoha ny andraisany fitenenana143 ; izany hoe, ny itenenana dia efa manana fiheverana momba ny mpiteny mialoha ny lahateny ataony. Koa rehefa hiteny ny mpiteny dia manao izay ampifanandrifian’ny zavatra tenenina amin’izay sary hi... |
Tsy ampy ny tahirin-kevitra ampiasaina amin’ny tantaran’ ny literatiora tokony hisy ohatra hafa azo tsapain- tanana amin’ny lafiny kanto eo amin’ny fomba fampitana fanazarana ny mpianatra haneho hevitra mikaroka hevitra. Izany hoe, mila fitaovana sy tahirin-kevitra ary koa méthode hafa. Kilasy famaranana ny fandaharam-... |
Tadiavina iraisantsika, |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.