text stringlengths 10 11k |
|---|
Hita, araka izany fa mety ho sarotra amin’ny mpianatra ihany ny fanaovana ny famakafakan-kevitra, noho ny antony avy aminy, kanefa afaka manampy azy amin’izany ny ray aman-dreniny, raha mandray andraikitra. Ahoana kosa indray raha teo amin’ny fiatrehany ny fampianarana? |
Anarana manasohaso |
Teo anoloan’izay toe-javatra rehetra izay no nahatsapana fa misy ifandraisany ny fihetsika izy ireo, izay samy niantoraka tamin’ny zavaboaary mba ho namana, sakaiza hizaràna ny zava-manjo. Nitady famonjena tany amin’andriamanitra ihany koa ireto mpanoratra ireto ary samy nanantena ny paradisa. Vokatry ny herisetran’ny ... |
Ireo toe-javatra nisongadina nahafaly azy |
Ny banky sy ny famatsiam-bola ny faritr’alaotra mangoro dia ahitana ivo-toerana cnaps izay ao ambatondrazaka ; birao 4 momba ny tahirim-bolam-panjakana ao amin’ny distrika 4; ivon-toeram-piantohana 2 ao ambatondrazaka ny iray ary ny iray kosa ao moramanga; 5 no isan’ireo banky famatsiam-bola madinika izay mitsinjara is... |
Ny finoana kristianina. |
Fa mbola manodidina ny fanda1ana sy fampiasana ny teny ma1agasy hatrany, hita koa fa marnpiasa ohabolana sy fomba fiteny maromaro ny mpanoratra ao an’ny hirany. Sy an’izy ireny ny somary novainy ny endriny fa ny heviny kosa notanany. |
Ny métaphore mandoko ny toetran’andriamanitra |
Secr6taire technique i |
Indro tafaraka ao daholo mba miandrandra paradisa mavesa-danja loatra amin’ny mpanoratra ny tsy fahazakany ny fihatsarambelatsihy, hany ka aleony mihitsy manava-tena tsy miditra ny fiangonana, satria sao voafaoka ho isan’ny ratsy toetra izy. Tsy izany ihany fa te haneho ny maha- kristianina mahitsy fo azy izy. Te hisar... |
Aza alevina ao am-bata ny raki-tsoratry ny kanto, fa anoreno tsangam-bato dindon-tsain’ny firenena hampitroatra ny hambompony hisondrotana ho ambony avelao handeha ny nofy, aingam-bolan’ny fanahy tsy hogiazana amim-bahy, fa avotsoro tsy ho faty ho sorabelona ivelomana sy ho fanilom-pitolomana! |
Fa ts’izaho irery no atrika fijery mibanjina anao 10 f’izao tontolo izao dia ny firenena manovo fahendrena |
Fizarana faharoa ireo sehatra samihafa ivelaran’ny fitiavana araka ny amboaran- tononkalo dia |
Nofidinay manokana ny lahateny fanadihadiana an-gazety an-tsoratra mba hanehoana fa fitaovana mahomby eo amin’ny fampianarana ny taranja malagasy izany ary azo ampiharina tsara tokoa. Mba hahafahana manatanteraka izany, dia lafin-javatra telo no novahavahana. Nisy, araka izany, tao anatin’ny fizarana voalohany ny andra... |
Tsy tanisaina intsony ny fanamparam-pahefana ataon’ireo tonga eo amin’ny fitondrana toa an-dry rahaingo izay lasa goverinera. Ohatra iray fotsiny ity aseho eto ambany ity tsy lainga tompokolahy malala fa ny tena marina. Iza irony mitaky hetra any ambanivohitra irony ka manerongerona sy mitratrevatreva ery, raha tsy tol... |
Na dia mizaka fahoriana mafy aza ny mpanoratra dia nionona, satria tsapany fa na hiodin-kavia na havanana izy, dia tsy maintsy manjohy azy foana ny anjarany. Izay fiononana izay no hitany fa hampilamindamina ny fo amam-panahiny. Hozakainy hatrany izay zava-miseho eo amin’ny fiainany, ka nilazany hoe dia ho gohina fa di... |
Bulletin taratasy fanehoana ny isa azon’ny mpianatra |
Iii.1.2- ny fivelaran’ny kaominina |
Andriamanitra nandre ny toky teraky ny fo, nanandratantsika hoe n’inon’inona hanjo, n’inona ho fananantsika hiombonana avokoa ! Tsisy hery hahapika ny fifankatiavantsika roa. |
Ny elanelan-kira entina hisentoana ity andininy farany ity no mametraka ny tdt amin’ny mahatantara azy. Fahita amin’ny tantara toy ny teatra ny fisian’ny elanelan-kira. Mamaritra ny fizaran’ny tantara izy ireny matetika, fa mety haneho ny ventin-kevitra hojerena manaraka na manamafy ny efa hita. Ny épiphonème no sarin-... |
Tao anatin’ny baiboly dia nisy lehilahi’andriamanitra nahatsapa izany toe- javatra izany, ka tsy nanome tsiny an’andriamanitra izy, raha maty ny zanany rehetra. Tsy iza akory izany lehilahy izany fa i joba. Tamin’izany no nilazany hoe jehovah no nanome, ary jehovah no nanaisotra, isaorana anie ny anaran’i jehovah. 371 |
Ankoatra izay, dia mahatsapa ihany koa i ny eja, fa misy ny manome fitiavana madio sy vokatry ny fo ho an’ny olon-tiany. Araka izany, dia miezaka izy ny hanolokolo hatrany izany fitiavany izany. Indraindray anefa, dia tsy misy akony any amin’ilay olon-tiana akory izany finiavana izany. Azo lazaina ho andalana fohy toko... |
Le niveau d’instruction a une influence importante sur le niveau de la connaissance de planification familiale et en conséquence sur l’utilisation de la contraception. Il tient donc une place non négligeable dans la fécondité et dans l’acceptation des programmes de planification familiale. La connaissance, d’au moins, ... |
La littérature populaire ? Adresse |
Ao lalontsora rantiranty sy varo-boky oikoteny , oiksionero di boky |
Hiverina aho, dadabe ! |
Sy- ary fanehoana fitohizana, fitambarana, fifamenoana, ka mety hitovy karazana no atohy sy tanisaina. Mbaminrny fanehoana fampifamenoana eo aminrny fitanisan-javatra. Amina- amana fanehoana fampifangaroana na fampitambaran-javatra. |
Ny fo vovoka sisa tavela aminao, vovoka mandry na vovoka miely, vovo-manerana ity fiainako vao, vovoka aingain’ny rivotra kely. |
Maro ny seha-pikarohana azo irotsahana amin’izany. Efatra no azo isafidianana ato amin’ny sampana teny sy haisoratra ary riba malagasy ny momba ny riba, ny hai-teny, ny haifampianarana, ary farany ny literatiora. |
Raha eo amin’ny endrika dia misy ny itovizany amin’ny mpisolo tena mitovona fa misy koa ny miavaka. Eo amin’ny fameno, dia mitovy, ohatra, ny amin’ny laharana voalohany amin’ny tokana ni- sy ny amin’ny laharana voalohany amin’ny maro tu- ary ny laharana fahatelo amin’ny maro wa miavaka kosa ny amin’ny laharana rehetra,... |
Mpihaino ratia ve ianao, |
Ml nn’1 nisy azy. M ndrr y k;1rr m izy , xy n. Y , nc ro tsy i, ls0. R. Y f, , u1’lr-1hilny ny fie nrnnl’. A tr , nzy is n-tran; n-tno -’lvatr; 1 dir nndraisc ny kr r j. , , ’1 tsy v , jzy. Iz. ’1y ht, frt f’ikozak 11. Din. C 1 1-rnlr. Iy any n. I d. N’ny sok. Ly jtl’. ’,1101 r -, nn hiditrd. , ! Bin’ny onivcrgik no. S... |
An-dry zareo. 26. Ampandi iso ahy lihire y lafa avy eto fa ho amin-dro tsivery èty tsiela aho. Ampiandraso ahy ry zareo rehefa tonga eto fa handeha etsy amin-dry tsivery etsy vetivety aho. 27. Ndretia manganareo alaonareo a y. Indreto ny manganareo alaivo any. |
Eo amin’ny fiseho dia hahatarafana ny endrika tena malagasy tokoa ny don-tany sy kapo-tandroka dia ny amin’ny fanamiana izany. Ny mpifanandrina dia miezaka hatrany mitahiry ny fitafin-drazana ny lehilahy manao satroka penjy, mitafy lamba ary miakanjo malabary; ny vehivavy kosa ny akanjo tohitena sy lamba fitafy ary ny ... |
Toy izany ihany koa no hita taratra ao amin’ity ohatra manaraka ity a tiako ny akanjonao |
Alakamisy 18 septambdra 1969, iv lah 4013 fa namidinao ny tanimbary, namidinao ny trano, ary izay notrosainao ankoatra ireny dia mbola tsy voaloa hatramin’ izao ary ambonin’ izany rehetra izany, dia maty tsy natrehiko akory ny menaky ny aiko anankiray. Toa nifindran’ny fisamboaravoaran-drakoto ravao fa nitsaga- nitoetr... |
Araka ny efa nambara, dia i ann oakley no mpandinika fiarahamonina voalohany nanavaka ny sexe amin’ny genre taty aoriana anefa dia maro ireo mpandinika naneho ny heviny, koa raha noheverina fa misy hevitra antony miteraka vokany ao amin’ireo voambolana ireo dia nifamototra indray ireo taty aoriana. Tsy misy intsony ny ... |
Ny famahavahana eo amin’ny lahateny manoritsoritra dia hamoraina kokoa mba hisian’ny fifantohana eo amin’ny mpamaky. Anisan’ny tanjon’ny fampiasana lahateny manoritsoritra ny fahalianana maharitra eo amin’ny mpamaky, ny fanomezana fahalalana manokana momba ny olona, toerana, na zavatra iray, ka mitarika ny mpamaky hisa... |
Nivoaka tao amin’ny gazety ny nosy manontolo sori-dalan’ny fahaleovantena , lah 39, 27 jona 1958 ; ela natoriana ny usdm , lah 40, 04 jolay 1958 ; iza no handresy , lah 41, 11 jolay 1958; fahaleovantena , lah 51, 26 septambra 1958; ny hira malagasy , lah 100, 04 martsa 1960; tandindomin-doza ny firenena , lah 103, 25 m... |
Toroy ny hendry dia hihahendry izy, ampianaro ny marina dia hitombo saina izy izany no manambara fa mila fanolokoloana, fitaizana, fanoroana sy fampianarana ny olona iray na dia efa manam-pahendrena aza mba ahatonga azy mbola hitombo fahendrena hatrany ka ho lasa olom-banona sy olo-mendrika. Mitovy fijery amin’ izany i... |
Ny fihetsiky ny olona manoloana ny fahafantarana an’andriamanitra na dia samy mahalala an’andriamanitra aza ny tsirairay dia samy manana ny fihetsiny manoloana izany. Ao ny matahotra ka mankato avy hatrany, misy ihany koa anefa ny mpaniratsira izay iharan’ny vokatry ny ataony ihany. Manambara izany ny ohabolana 14 2 sy... |
Raha fehezina izay voalaza izay dia azo ambara fa tsy mitandro ny ainy mihitsy i andry. Narovany avokoa ireo olona nosetrasetrain’ny fahavalom-pirenena. Tsy nanavahany saranga na firazanana na fiaviana izany. |
Fihetseham-po raha milaza zavatra ny olona dia mazana hevitra tokana, mazava, tsy misampantsampana no asehony. Ho an’ny mpanoratra kosa dia misy ny fomba filazan-javatra ampiasaina manoloana ny teny hiombonan’ny rehetra. Koa avy amin’izany no anasongadinany ny fihetseham-pon’izay olona tantaraina na heverina ho tsara i... |
Ny pôlitika sy ny zava-misy ara-piarahamonina, ary ny kolontsaina ny lafiky ny pôlitikam-panabeazana, dia manambara ny zava-kendren’ny fanabeazana, mitanisa ireo tondrozotra lehibe harahina, ary ny soatoavina manentana ny fiarahamonina. Amin’ireny soatoavina ireny, dia tsy maintsy asongadina ny fireharehana amin’ny mah... |
Miroborobo ny ahitra an-kady! Mariririry zarony an-tanàna! Tsaroanay ny andro taloha! Aiza re hianao, dama ô? Hiran’ny kamboty any amin’ny takona, raha niamboho radama ii, tak.15 |
Ny tsena mahazatra ahitana fivarotana koba isan’andro eo amin’ny fiantsonan’ny fiara mandalo ny renivohitry ny kaominina talata volonondry, izay heverina ho tsena mahazatra ny olona izany. Tahaka ny hita amin’ireto sary manaraka ireto ny endri-pivarotana koba misy ao. |
Breton p , 2006 l’argumentation dans la communication, 117p. |
Fotoana. Ny mahatsara ny enti-mody dia ahafahana manitatra ny fahalalana sy ho fehin’ny lesona. Tamin’ny seho iray izay natrehina, ohatra, dia lesona ny fananam- panahy no natao, ka toy izao ny asa nentina nody fiteny andavanandro ny hoe tsara fanahy iny olona iny aminao, inona marina ny atao hoe fanahy? Ny tombana eto... |
Lahatsoratra mitantara. |
Nibaribary teny anivon’ny fiarahamonina ihany koa ny tsy fitovian-tsaranga izay nahatonga disadisa teo amin’ny olona. Nivandravandra ny hantsana lehibe nanasaraka ny tambanivohitra izay nosokajiana tao anatin’ny mahantra mitrongy vao homana, sy ny tandrenivohitra izay sady nanan-karena no nandroso. Maro ireo tanora avy... |
Volana jan feb mar apr mey jon jol aog sept okt nov des tot isa 23 20 30 20 23 29 24 29 27 27 25 16 283 |
Fizarana ii.3.2. 96ralisy indrisy anefa anaka ! Ny vola tsy misy intsony ato amintsika mianaka raha nisy aza, ny hôpitaly koa ity mbola any lavitra be any! Navela mandà tsy maintsy hanao izay ahitako vola aho ry neny hitondrako anao any amin’ny mpitsabo a! |
Vetsovetso |
Ny fampahafantarana ny mombamomba ireo mpanoratra zandriny isaky ny alarobia faharoa amin’ny volana no endrika voalohany isehony. Eo ihany koa ny fifampitaizana sy ny fanabeazana atao amin’izy ireo. Anisan’izany ny fanentanana ireo zandry mba hanatratra ilay kanto noho ny kanto ao amin’ny literatiora. Taratra ao amin’n... |
Soafiraisana 2,50 |
Izany ditra sombiniaiko ny famindra ajoroy toy ny afo ka mandoro ho voninahitry ny nosy manambaka itony aina tena mankaloiloy maha-potika sy toro raha ianao mikororosy. |
Les qualités de l’évaluation il s’agit ici d’établir les conditions qui feront que l’évalution remplit son rôle. L’évaluation sera à la fois a valide il faut que les épreuves d’évaluation mesurent effectivement ce qu’elles veulent évaluer. A nouveau, nous retournerons au triangle de la cohérence entre objectifs poursui... |
A, tf3, tonga ny maraina , tak. 69 |
Je vous prie de bien vouloir 1 spécifier dans votre pro forma les prix ; les délais d’exécution de la prestation à partir de la commande la validité de l’offre les conditions de paiement en tenant compte des procédures normales de paiement au niveau de l’administration 2 annexer le descriptif des caractéristiques des p... |
Eritreritra, nofy mangina, hovitrovitra saika tsy re, kopak’elatra, ho aiza? Hiampita, any an’inona? Tany tsy hita. 5 nefa feno ny zavatra irina, feno azy, ary be dia be kopak’elatra ho aiza? Hiampita, hovitrovitra saika tsy re. |
Hita araka izany fa vato fototra iorenan’ny literatiora ny teny. Amin’izany ny mpikaroka zandriny dia tsy tokony hanao tsinontsinona ny fikarohana vitan’ny teo aloha, ka hoy indrindra ravelojaona tsy misy ny literatiora raha tsy misy ny teny 2. Tsy ny fandaharan-teny rehetra anefa no literatiora, fa izay narafitra amin... |
Raha izay àry ny mikasika ireo dingana samihafa izay tsy maintsy lalovana raha hanatanteraka asa fanadihadiana an-gazety na fanadihadiana an-tsoratra iray, dia hojerena manaraka kosa, ny fepetra takina amin’ny mpanadihady mba hahatomombana izany, satria tsy ny olon-drehetra tsy akory no afaka hanatanteraka izany. |
Tableau n 04 résultats d’enquête sur l’inventaire personnel de tp |
Araka ny voadinika tao anatin’ny tononkalo nosoratany, sy ny teny fanolorana tao anaty boky, dia misy dikany sy heviny avokoa ny anaran’ireo zanany ireo. Voalohany amin’izany, ny safidy teo amin’ny lohatenin’ny boky izay nohadihadiana, dia anaran-janaky ny mpanoratra mianadahy roa voalohany ianto sy fafy toy izao ny fa... |
Fizarana faha-efatra mba inona no tombontsoa tsapan’ny olona raha manaraka ny hevitra aroso izy ireo? Valiny mahatsiaro tena manenina tamin’izay efa vita, ka nanapa-kevitra hanangana dina hifampifehezana, amin’izay dia samy migoka tombontsoa maharitra hatrany amin’ireo taranaka mandimby. Aorian’io drafitra io ny mpanor... |
Lanja lanjalanja mandanjalanja mandanjandanja 314 lanona lanondanona mandanondanona |
Tsara hofaritana amin’ny ankapobeny aloha ny teny hoe fokonolona araka ny fandinihan’ireo mpanoratra hoy abinal sy malzac ao amin’ny dictionnaire malagasy -frantsay raha mivaofy ny teny hoe mifoko mivondrona, mifanaiky mba hitambatra hanatanteraka zavatra iray. Hita amin’izany fa ny hevitra fonosin’ilay teny hoe mifoko... |
Maina ny andro. Nigaingaina. Nandoro. Tao ny nielo, tao ny nisatroka, tao ny nanao mosara na boky an- tampon-doha. Tsy vitsy moa ny nanao solomaso aro masoandro. Anisan’ ireny i dola. Laharan’olona lavabe no niandry fiara mpitatitra. Folaka ny hatoka mitily izay fiara manangasanga. Efa ho adiny iray vao iny nisy. Nihet... |
Ny olana nosetraina sy ny vahaolana ny amin’izany |
Araka izao rafitra izao, raha misy fandikan-dalàna ataon’ny mpianatra eny an- tokotany, ohatra, dia tsy maintsy mandalo ireo ambaratonga ireo izy ary tsy azony dinganina ireo. |
Araraoty izay fomba ahazoana sombin-jo ho sitrany ahay mba ahafahana miteny sy mamoaka faniriana niotrika ela tao am-po. Nefa dia nodiana ho jamba sy takonana ombieny mifohaza ry vahoaka, araraoty ny fotoana aza mety ho pempoina hoe leo politika rijan-kevitra nafafy handohalianao foana mifohaza mifohaza . |
Telo kilao ny laoko azo isanandro, ny vola azo amin’izany 9000 24000 ar miankina amin’ny haben’ny trondro raha tena tsy mahazo ny mpampiasa lakan-jily. Raha tsaratsara kosa ny vokatra, mahatratra 7 kg ny trondro na ny laoko azo isan’andro; 24000 56000 ar, ny vola raisina amin’izany raha 3000 ar ka hatramin’ny 8000 ar n... |
Zaza vao teraka, na ny ankizy, na ny tanora ao anatin’ny tanjaka sy ny hery aza, na ny ray na ny reny izay natao ianteherana. |
Gazela meva, arana, tak 4, va tak 98 |
Journal des évènements socio-politiques à madagascar, une sélection d’articles de décembre 2008 à mars 2009, antananarivo |
Fet mizara telo araka ny sokajin-taona ananany ireo ankizy sy tanora beazina anivon’ny fet. Ireto avy izy ireo ny madinika indrindra dia ny ik irak’i kristy manaraka azy ireo ny vk vavolombelon’i kristy ny lehibe indrindra kosa no antsoina hoe eka ekipa kirisitianina ankehitriny mikambana miaraka amin’ireo eka ireo ny |
Anatra ataon’ny nefaravelo a lemara justin. |
Ny fiakon’ny lasa izay nateraky ny tsiahy no mitamberina eto, ka tsy hita izay hampisava ny alahelo, fa kalokalon’ny manina sisa no hany hery hamaranana azy. Ny fantatra ho manembona sy manina aloha hatreto dia ny olombelona irery ihany; asehony amin’ny alalàn’ny fihetsika na ny fiteny izany. Tsy nijanona teo amin’ny v... |
Ny endrika faharoa mety hisehoan’ny fahazoana dia ilay antsoina hoe fanakaran-kevitra , izay midika ho fanomezana hevitra ny hafatra iray miainga amin’ny fahazoana izany, ka misy ny fandrindrana atao mba hisian’ny hevi-baovao miorina tsara ao an-tsain’ny olona bloom, 1956 205 22. Maneho izany fa endriky ny fahazoana ih... |
Ravelojaona, tanindrazana sy firenena ary isika malagasy, imprimerie spéciale, antananarivo, 1972. 160 vondrona ambara, tak 21. |
Harioley , nokarakarain’ny f. J. K. M avaratra andohalo, ny taona 1997 |
Iii ny rima feno |
Ny erika, imanga, 15, 11-1933 à 1h |
Hitako ny vadiny misento toran-tany miantsoantso an-janany nibanjina ny làlana |
Azo ambara fa efa miroborobo ny fampianarana ao faratsiho raha ny tahan’ny ankizy miditra an-tsekoly no jerena. Saonjo iray lohasa anefa ka misy ihany ireo ray aman-dreny no tsy mandefa ny zanany hianatra; angamba mety noho’ny tsy fahampiana. Na ny sekoly miankina na ny tsy miankina dia samy ahitana ireo; ambaratonga t... |
Botsaiky, pôlisy malala, 23 janoary 2007 |
Marihina fa ny kilasy ta 8 no tena nisafidy betsaka ny famakafakan- kevitra, satria raha misy 24 no nohadihadina, dia ny 19 tamin’ireo no nilaza fa ny famakafakan-kevitra no tsotra. |
Février 1934 |
Esther rasoloarimalala randriamamonjy , ho avy ny maraina, tak 58 191esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 117 192esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 152 153 |
Efa voalaza fa tsy mitovy fiaviana avokoa ny mpianatra mandranto fianarana eo anivon’ity sekoly ity. Araka ny hitanay, miezaka manahaka ny kolontsain’ny tompon-tany ny ankamaroan’ny mpianatra eo amin’ny lafiny endrika ivelany toy ny fitafy, fihetsika, ary na dia eo amin’ny lafiny fiteny aza dia hita ho miova izany rehe... |
Finaritra ela be fanaritra aby ela be! Ie! Akory nombanareo tagny ela be? Dj’eto ahay ka, efa tsy tamy nenga areo an’azy koa. Dje mavozo tratry ny velom-po sy ny tondran-te a sy hay lôza a. Ndre misy neon vakansy’ zao, nenay eto dje mitohy fehizay ny asa. Ny esy sy vita, rambezina n’eroa. |
Arahi-maso ny mpianatra, sao misy tsy manao. |
Sampana teny aman-tsoratra malagasy |
Ino izany e karaha feon- korodo a ? |
Misy fiavahany ihany koa ireo zana-poko roa ireo raha eo amin’ny fitondrana nentim- paharazana no resahina. Ireo olona voatokana hitondra ny fiarahamonina no ahatsapana izany fahasamihafana izany. |
Dis flavie quelle difference entre ong et association ? Tak 2. Les associations interviennent dans un intérêt public. Leurs missions se rapprochent alors de celles des ong |
Ahitana zana-taranja telo ny taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinika. Ireto avy izany riba literatiora haiteny ho an’ny sampana f. T. G. Dia mitovy amin’ny fampianarana ankapobeny ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy famaranana. Raha ny sampana f. P. I. Kosa dia na mitovy amin’ny sampana f. Aza ireo lohahevitra d... |
Ny anjara asan’ny teny eo amin’ny tsirairay voalohany, fitaovam-pifandraisana mahomby ho an’ny olona ny teny, izany hoe, natao ifandraisan’ny mpiray fonenana, mpiray firazanana ary mpiray firenena mihitsy aza. Manamafy izany ity mpandinika iray ity ao amin’ny bokiny manao hoe natao hifampikasohana sy hifandraisana amin... |
Olona maro laharana 1 t3, t10, t25, t35, t72, t87, t98 11 7 |
Ohatra avy areo lahy e e e ô ia avy e e e! Avy areo lahy e e e ô ia avy e e e! Ha ano tsy ho avy e e e , ô ia avy ê ê ê! Dimam-pôlo mand ha e e e, oa avy e e e! Zato mandià tany e e e, oa avy e e e! Eo amin’io ohatra io dia hita fa ny teny na voanteny hoe avy no miverimberina matetika amin’ny ôsiky. Izany dia manasonga... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.