text
stringlengths
10
11k
Amin’ny teny malagasy ny akaiky dia izay milaza ny zavatra hita maso sy azo kasihin’ny fari- batana misy ny mpiteny, ka marihin’ny renifeo afovoany -t-; ; ts ny manondro ny lavitra kosa dia milaza ny zavatra izay tsy hita maso na tsy voakasiky ny tena na koa lavitry ny mpiteny. Izany dia marihin’ny renifeo afovoany -r-...
Marotsialeha
Ny tovolahy n anarana sy fanampiny taona asa aman- draharaha 17 razafindratandra julien 25taona mpamboly 18 rajaoarinoro robert ginot 28taona mpamboly 19 rajaonanahary milison seth 34taona mpampianatra 20 nomenjanahary grégoire 32taona mpamboly 21 raharijaombolatianajimmy joé 37taona mpivarotra
Mpamari-toetra
Amboaran-tononkalo telo no notsongaina ho vondrona ambara hiasana dia ny vava-ady fahafahana
Est ce que c’est suffisant d’être un simple paysan habitué au labourage de participer au sport asa tany ? Un simple paysan travaille sa terre pour se nourrir et pour gagner du vivre à sa famille, tandis que la pratique d’une compétition du sport asa tany un autre comportement pour être vainqueur à la compétition
Février 2016
Anarana fiantsoana olona iray na biby na tanàna na firenena iray no mahasarika ny saina amin’ity sokajy ity. Maro izy ireo no fikirakiran’ny mpanoratra sy ny mpanakanto isan-tsokajiny. Ao anatin’izany i tsirinala. Anisan’ny fampiasany ramalina , ratrema ao amin’ny tononkalo fimailo tk.13 , antaninarivo tk.30 no ahitana...
Isan’ny mampahatanjaka ny toe-karena ambanivohitra satria saika ny ankamaroan’izy ireny dia mifototra amin’ny fameloma-maso ny tanindrazana avokoa. Isaky ny vohitra dia manodidina ny 10 ka hatramin’ny 50 tafo eo ho eo izay ahitana olona 7 isaky ny tokantrano amin’ny ankapobeny. Fafana 5 isan’ny mponina ao anatin’ny fok...
Domaine sciences de l’education
Ny fahaiza-mifehy ny seha-pitenenana tsy ny mpiteny ihany fa ny itenenana ihany koa dia tokony hahafehy ny sehatra itenenana mba hahatomombana ny fahatafitan’ny hafatra. Ao anatin’izany indrindra no ahitana fa misy karazany araka ny endri-tserasera sy ny seha-pitenenana ny itenenana ka izany no hojerena manaraka eto. A...
Efa mivelatra amin’ny sehatra maro tokoa ny kaominina raha ny lafiny fiompiana no jerena. Ankoatra ny omby, kisoa ary ny akoho amam-borona dia fantatra amin’ny fiompiana landy iny faritra manodidina an’i mahitsy iny. Tsy latsa-danja amin’izany ny ao amin’ny kaominina antanetibe mahazaza. Ny landy ompiana eto dia ilay a...
Seho an- ny feon’ny
Volana hadinonao ny voady nifanaovantsika? ! Tsy avelako hanam bady an’i fenom anana izany ianao. Ho tsinana ny volam -pitiavanao fa tsy ho fenom anana m andrakizay rytovo a! Ah ah ah ah ah ah m ikakakaka 60
Mifehy ny fampiasana ny hasin-teny sy ny fifandraisana ara-tarika amin’ireo singa samihafa ao amin’ny fehezanteny ? Mampisa ny rafitra maty paika sy mazava tsara amin’ny fanehoan-kevitra eo amin’ny seha-pitenenana samihafa ? Manoratra tsara ny teny malagasy
Ny fifandraisan’ny taranja ianarana tsy azon’ny mpianatra an-tsaina fa misy hifandraisany ny taranja ianarana. Anjaran’ny mpampianatra ny manokatra ny sainy mba hahatakarany izany. Misy fototra iraisana ny taranja ao amin’ny taranja teny. Raha any amin’ny kilasy ambany izy dia ny rafitra eo amin’ny fehezan-teny no irai...
Cr sa mbaina
Tolo-kevitra ho an’ny mpianatra
Fary mamy t12
Toa mitsinjo ny olon-tiany eny am-para-draho-manga, dia tarafiny ao am-pony rony lanitra avo irony ka mba tsinjony ao izao ireo malalany tsy foiny.
Sedra sao dia bedy ianao io ry haimah!
6 7 8 9 10 1112 1314151 6 1718
Ny teny no fomba fampitana fahalalana amin’ny hafa tamin’ny andro taloha, eny fa na dia ankehitriny aza dia tsy afa-miala io 47teny io satria io no fitaovan-tserasera mahomby indrindra ary hain’ny olon-drehetra, na ny moana sy ny marenina aza dia manana teny enti- mifandray amin’ny hafa. Ny teny araka izany no ampitana...
Ny fototeny mitsaikona rehefa iharan’ny fanovanana dia sady ahitana fifanoloan-drenifeo no ahitana fifanoloan-drafin-tsindrim-peo rajaona, 2004, pp.90 6. Araka ny voalazan- drajaona 1980 , mifamolo amina renifeo maromaro ny renifeo tr amin’ny fototeny mitsaikona ; mifanolo amin’ny renifeo r ny renifeo tr amin’ny ankapo...
Hoarahabaiko nony maraina, tsy ho halako manariva 228 hiraina amin’ny poezia ny zava-maniry indrindra ny hazobe izay fahita tamin’ny tanàna nonenan’ny andriana teto imerina. Tahaka izany koa ny zava- maniry nambolena sy nokarakaraina ao ny aviavy ka tsara faniry ! Ony velona an-daniny roa! Ny hazon’aina maniry afovoany...
Laza adina baccalauréat 2005, sokajy a; coéf 4 laza adina i tsy maintsy atao fanontaniana
Tanjaka iray lehibe fanararaotra ho fanandratana ireo vakoka ao mahamasina ny lazany. Raha vao miresaka fanatanjahantena eto madagasikara dia mby ao an-tsaina avy hatrany ny kianjan’i mahamasina ary ny lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina. Tsy ny eto an-toerana ihany no mahalala azy ity fa ny maneran-tany mihitsy i...
Mahazaka fiara eo amin ny 190 ka hatramin ny 210
Lahatsoratra
Tombana enti-mody hazavao sy tohano amin’ny ohatra mazava ity hevitra ity ny vintana no mitarika ny olona eo amin’ny fiainany fa tsy ny olona no mitondra ny vintana ho tsara
Izy sahy mitaina vola milomano anaty harena ny jalinao tsy mety tola mbola odiany tsy jerena
Ny hasinao, poeta, sakaizan’andriamanitra aminao ny kanto tsy holovin’ny harafesina, ny kanto fanaperana tsy hita horefesina!
An-dalam-be fiara maro tsy voaisa ao ny vao, ao ny tonta mahatanty lazon’ady mameno ity tanàna toa manana, toa ory tanàna hafahafa itobian’ny hendry sy adala tanàna toa madio, toa maloto ihany koa ivangongoan’ny fahoriana sy ny renty be arivo iarivo mahafanina ! !
Mikopaha ambony ihany mikopaha ka mikopaha sakambinonao ho any ireo malala te-hizaha. Mijoroa ery an-tendro, misidina maty ihany hamonjy ilay salema soa, tsy mba diavin’ny tomany .
Ny sekoly miankina amin’ny fanjakana fafana iray ihany no nanehoana ny isan’ny sekoly, ny isan’ny mpampianatra, ny isan’ny mpianatra48. Haseho eto ambany araka ny sokajiny ireo.
Universite de toamasina faculte des sciences economiques et de gestion departement d’economie
Sedes p. 12 conception d’ensemble de guide le guide pour l’évalution a posteriori des opérations de développement rural vise un double objectif fournir une liste relativement complete de données à recueillir et analyser ce qui correspond à l’évaluation couramment effectuée.
Anaty tranomaizina
Nalaina tao amin’ny lesona taona fahefatra, taom-pianarana 2014-2015.
Roa an-dahy ny fahefana, lany andro ifandirana izay lalana ivoahana mbola tsy hita izay mangirana vao nidify fiolahana sendra tsy azo hihodivirana tojo lala-mikitoana sola-bato manahirana121
Sy ny fiangonana naoriny hamonjeny ny olona ho any amin’ny paradisa 141 izany dia mampahatsiahy ihany koa ny sarin’ny fanabeazana tamin’ity vanim-potoana ity. Tao amin’ny fiangonana no nanombohana izany. Tao amin’ilay boky hoe les poémes pédagogiques dia nanabara toy izao i a makarenko ny vokatry ny fanabeazana nomena ...
Gari fiarakodia
Ny foto-piveloman’ny mponina
Sokajin olona maro no niara-nisalahy tamin ny zana-drazana sy ny fianakaviany vao tontosa ny famadihana toy ny asa vadi-drano ka tsy vita raha tsy ifanakonana , hoy ny ohabolan-drazantsika. Mpandray anjara mivantana ny mpiray kibon omby raha toa manolotra omby ho azy ireo ny tompon-draharaha satria hisahana andraikitra...
Fanatanterahana ny malo
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, op. Cit, tak.14 252 rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, op. Cit, tak.77-78 253 morier h. , dictionnaire de poétique et de rhéthorique, paris, 1983 dans l’analyse psychologique d’un style personnel, la métaphore joue un rôle capital. Tak.714
Raha mbola misy eto ambonin’ny tany olona iharan’ny tsindrihazolena raha mbola misy voageja any ho any dia raikitra adidy amin’izany ny tena !
Unesco éducation nombre d’enfants non scolarisés ayant l’âge de l’enseignement primaire , décembre 2016 url
Mahalasa saina tokoa raha ny trangan-javatra miseho eto amintsika amin’izao. Manjaka ny ambalavelona any miandrivazo sy ny faritra hafa. Mirongatra ny mpamosavy any amin’iny faritra alaotra, ary misy afo tsy fanta-piaviana, nandrava trano amam-polony isa tany sambava, ary dia izao namoizana ain’olona efa ho enina izao ...
Antenao fa mbola hisy ny maraina vaovao hanonerana ny lasa, ’zay nalaina taminao voa nafafy ny fahiny, mendrika ny hotsarovana, manan’aina ’zay hitsiry, ka tsy resim-pahalovana.
Asa angamba ? Repoblikan’ny tetezamita. Andriamanitra o! Hatrany am-piandohana 25 ny fahotan’i adama no efa navelanao ka ny hatako eto izao dia ny hilaminan’ireo mpitondranay
Fitiavan-tanindrazana no nanery azy ireo hanatanteraka io adidy mavesatra. Efa tena leon’ny tsindry hazo lena nataon’ny mpitondra taminy ny vahoaka, ka niandrandra mafy ny fahaleovantenam-pireneny. Hoy ihany i météor jeanson manohy ny teniny andl 21 24 ka mbola tsy viza-manafatra ihany fa ny fahaleovantena no feo hoent...
Ny antom-pisiany isan ny fikambanana mandray anjara amin ny fampivelarana ny tanora amin ny ara-tsaina, ara-batana, ara-piarahamonina, ary ara-panahy ny ja. Ireto teboka telo ireto ny fototra ijoroany ny teny baiko ny fitiavan i kristy no manery anay ny tarigetra ny hafatry ny fiverenan i kristy ho maneran-tany amin iz...
Fefika fefipéfika
Volavola mamolavola
St 14 fangala piery
Ireo mpampiofana izay nandalo seha-piofanana momba ny fampianarana no karamain’ny ceres hanao izany dia ny conseillers pédagogiques ohatra eo amin’ny taranja fizika-simia, matematika araka ny hevitray, dia fomba fiasa mahomby ny fakana teknisianina toy izao mba ho matotra sy mipetrapetraka tsara fa tsy mandeha an-jamba...
Araka ny efa voalaza teo aloha, nisy ny fiovana teo amin’ny lafiny fifandraisana na ny serasera noho ny fahatongavan’ireo fitaovana maro samy hafa voatokana ho amin’izany. Tafiditra tany amin’ny faritra manodidina an’i maroantsetra anisan’izany ny tao ankiakabe ireo fitaovam-panjonoana maoderina manaraka ny toetrandro ...
Eto, na dia tsy navantana aza, amin’ny fisainan’ ny malagasy afa-mandinika lavitra, dia efa mitsidika ao an-tsain’izy roa mikasa ireo, ny adidy amin’ny fanohanana an’i dada sy neny, rehefa tonga ny fotoana maharesy sy mahaosa, satria hoy ny fiteny, izy ireo no nahatoy izao ahy
Sendra eny àry fa manaiky aho, izay hevitr’i rado no asa! Matoky anao aho fa tsy hanary anay ianao, na dia any an-tany lavitra any aza no hiasa.
Voalohany, tsy mitovy amin ny fampiasana ny mpampiankina an- sy ana, amina ny tovona rehefa mikambana ao anaty fototeny na matoanteny. Manana toetra miavaka tsy iraisany amin ny hafa mihitsy izy amin izany endrika 29isehoany izany. Samy mikambana amin ny renifeo ao anaty voanteny ny mpampiankina sy ny tovona man-; ny m...
Pol guyomarc, dictionnaire de l’entreprise, hatier, 1993, page 7.
Ny tananao inoako mahafafa ranomaso.
Ty alokao ry tany ony maizina maria 10 eny anjoron-danitra eny antontan-drahona mikoro njao manentoento ao ireo sakaiza olo-tia e ty vetso tohy rojo njao mifampitari-joro
Vokatry ny finoana ny vintana
Ndriamalala , ilay vohitry ny nofy , tak 37. Ran e va mafy ady , tak.24
Tsara raha heverina ho toy ny tsy nisy ny fitiavana nampahory; foanana tanteraka eo amin’ny fiainana ny fisian’ilay olona notiavina fa mantsy ianao ho ahy tsy misy intsony intsony; nofoanako fisiana tanivon’ny fisiako.
Jo 11 c , i rte men t tiges d’ artcn, ent de ft.1r boulonnel’s qui emp chenl le lit je la charn, tte nu charretis de s’e-c; irter ami, cl. Malaimi-saraka fr. ? L mlmr d’c. ’carlem, nl
Dia fangorakorahana sisa tsingerin-taona faha-50 nahafatesan-drabearivelo
Araka ny rakibolana malagasy, ny voroka , dia ilazana fofona ratsy, fofona mantsina. Oharin’ny mpanoratra amin’ny voroka eto ny toetran’ny olona mpihatsaravelatsihy, izay mody manoroka rehefa mihaona, kanefa ny any am-po feno teti-dratsy.
Ny tanjon’ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy 1ère c dia mikendry ny hamolavola ny mpianatra mba hanana toe-tsaina ho afaka mitia sy mikolo ary mandalina ny harentsaina malagasy sady afaka misokatra amin’ny fitrandrahana ny haren-tsain’ny hafa, ankoatra izay ho matotra amin’ny fifandraisana eo amin’ny...
Novan ny mpanoratra ihany koa ilay fomba fiteny, mba hahaliana sy hanintona ny mpamaky. Ny ohabolana sy ny fomba fiteny noforoniny manokana, izay mampiavaka azy tsy ny avo ihany no fanandratra, fa ny iva koa fanondrotra. Tak 23 ny madinika no faniraka hanati-javatra, fa ny vaventy kosa, mpibaiko amin ny fanaterana asa....
Laharana ara-pizokiana asa atao randriamahazosoa olivier b. Dokotera ratefiarimanana harisoa urim mpampianatra irako andriamahazosoa ammi -mpitandrina ao amin’ny fjkm androndra fahasoavana -mpampianatra ao amin’ny faculté de théologie ambatonakanga ravaoarinoro rohama eulalie mpampianatra
Tetsy andaniny anefa, dia tsy nandeha araka ny tokony ho izy ny raharaha teto amin’ny firenena. Nanangana antoko iray ry randria sy dr rabary ary ireo namany vitsivitsy teto an-toerana sy tany ivelany hikatsahana ny fahamarinana ary hanafoanana ny fanjanahana izay mbola manjaka. Maro ireo tsy faly tamin’ireo mpikambana...
Fanatsarana ny fanabeazana any amin’ny e. P. P sy c. E. G ny e. G ihany no noraisina satria ireo ihany ny misy ao ambohimahazo fa tsy mbola misy lisea. Efa hatramin’ny andron-dranavalona iii no nahatsapany fa ilain’ny zaza malagasy ny fanabeazana any an-tsekoly namoaka didy izy tamin’ny taona 1881 fa tsy maintsy alefa ...
Droit à la protection de la famille zo hanana fiarovana ny ankohonana
Montandon, g. A 1935 rémarques sur la classification des sciences anthropologiques du dr. Félix regnault in revue anthropologique, t , xli, paris, 1931 ; l’ethnie fançaise, paris, 224p
Nohatsaraina hatrany io rafitra io. Hatramin’ny taona 1947, no nisian’ny famaritana hentitra ireo dingana ao anatin’ny fizarana telo mandrafitra ny fampisehoana iray 60. Indro fintinana ao anaty fafana ny rafitry ny hira gasy ankehitriny.
Zavatra sarobidy hafa no mampaharitra azy. Mety hahafa-po eo no ho eo fotsiny ireny, mety koa ho fandrika sy fanomezana hena-maso, ka ny tahotra no betsaka, fa ilay tena fitiavana tsy dia mitombina akory. Hany rehefa ritra ny vola sy ny harena dia ho rava koa ny fitiavana. Toy izao ny filazany azy amin’ny fitia mifamal...
Fafana 1 karazana horonan-tsarimihetsika miaraka amin’ny endrika isehoany
Actuellement, le genre théâtral radiophonique occupe une place très importante dans les programmes des antennes radio à madagascar. Il parle généralement de l’amour. Saholy rakotonanahary écrivain que nous avons étudié est parmi les compositeurs qui met l’accent sur l’amour dans ses uvres diffusées dans les stations ra...
Vondrona misy ny fiteny masikoro
Ireo no tena lehilahy lopotra mena sy galona mahazaka tsara holana mifanendrika hivona, zava-dray loha monja ihany no idealy 20 dia ny fahaleovantena nisy teto sy omaly.
Ny lafiny jeografika
Te hitsiky lalandava ’tony tava, ka ho lapa feno hehy ’lay tarehy nefa. Sento kely monja mba manonja. Hampandositra azy ireny tsy ho eny.
Ara-piforonan-teny dia azo avy amin’ny sampan-teny mandahatra, na mpandahatra na fandaharana, na koa fandaminana ny fototeny lahatra. Ilazana ny nandaminan’andriamanitra ny zavatra nohariany ny lahatra, anatin’izany ny olombelona.
Ireo fototeny mitsaikona ahitana renifeo t ao amin’ny toeran’ny x1 amin’ny ankapobeny, fanova r no mifanova amin’ny faran-teny mikatona tapany mihovitra t? R ao amin’ny endrika am-panovanana amin’ireo fototeny mitsaikona ahitana renifeo mikatona t ao amin’ny toeran’ny x1. Maromaro ny fototeny mitsaikona ahitana io tsin...
Tsapa fa anisan’ny tena zava-dehibe ity paika ity satria manome aina ny tantara ho toy ny zava-nisy marina. Azo ambara ihany koa fa mitaiza ny fihetseham-pon’ny mpamaky ny mpanoratra ka amin’ny alalan’ny zava-misy iainan’ny mpandray anjara no itaomany ny mpamaky mba hiombona habaka aminy ka rehefa faly ny mpandray anja...
Tamin’ izy ireo dia tao ireo nijoro ho fahavalon- drazanajaza fa tao kosa ireo nijoro ho sakaizany. Eo amin’ ny fanoritsoritana ny mombamomba azy ireo tsirairay avy no hahalalantsika izany. Ravonimbero renim- pianakaviana manano- tena, manana zanaka iray, dia razanajaza izany. Mipetraka ao ambohijafy ihany koa izy, man...
Ny antrôpôlôjia izay zana-taranja ao anatin ny riba no iompanan ny fanadihadiana ataonay. Ahitana sehatra maro ao amin io antrôpôlôjia io fa ny antrôpôlôjia mandalina ny finoana amam-pivavahana no anompananay ity asa fikarohana ity. Lafin-javatra maro no azo dinihina ao amin ny antrôpôlôjia mandalina ny finoana amam-pi...
Ny tetika asa fampandrosoana rehetra dia samy manao ny anjara birikiny amin’ny fampandrosoana avokoa. Samy manana ny fomba entiny manatanteraka izany izy ireo ho an’ny cecam ohatra dia ny fanatonana ireo mponina eny amin’ny tontolo ambanivohitra amin’ny fanamorana ny fampisamboram-bola sy fitehirizam-bola ho an’ireo mp...
Ducrot, 1980, tak. 9 on ne peut parler légitimement à autrui que de ce qui est censé l’intéresser
Ireo ohatra tokana isaky ny fifamaliana ireo no hany hitanay amin’ireto fifamaliana roa mamarana ny fitanisanay ny fifamaliana iasan’ny zanapeo a .
Tao amin’ny kilasy voalohany indray dia notanana ny lohahevitra mikasika ny hasina , saingy somary nitarina ny fomba fijery.
Naolam-badiny tantara mitohy arahinao eto amin’ny radio madagasikara nosoratan’i nirintsoa 1- soameva 2- bazy 3- liza 4- saholy 5- mbola
Raha lazaina amin’ny fomba tsotra ny hoe karazam-pitenenana eto, dia fahasamihafan’ny teny ahafahana miteny na mandrindra hevitra iray, nefa tsy voarakitra ho ohabolana na koa anatin’ireo heverina ho hainteny.
Doltrens, éduquer et instruire, nathan unesco. Imprimerie union, paris, 1966, p. 19 eduquer aux seins courant du terme, c’est faire prendre des habitudes, respecter les consignes, intensifier le désir de se bien conduire et de bien agir, acquérir le sens du devoir et des obligatoires morales que l’on a à l’égard de soi...
Haimah reradreraka be aho hoy aho e!
Url dikan-teny malalaka nataonay tamin’ny fanambaran’ny ressources pédagogiques le raisonnement déductif ou hypothético-déductif est généralement un mode de pensée qui va du général au particulier
Toy izao manaraka izao no nanehoan’i r. Gagné sy e. Gagné izany amin’ny kisary53.