text
stringlengths
10
11k
Hita araka izao fa ny mpino protestanta no betsaka any amin’iny faritra iny, ary fokontany fito no ahitana ny trano fiangonany. Fokontany telo kosa no ahitana fiangonana katôlika. Ny ankoatra izay dia saika tokana ary manodidina ny renivohitry ny kaomina no miorina. Mahazo laka tokoa ity finoana ity ankehitriny satria ...
Certaine population de malakialina vient d’arivonimamo par andriandraka la population d’ambohimananambola vient de l’imerina par l’intermédiaire de rafalitakoarivo presque toute la population de sahamadio et celle de miadanimerina sont des descendants du voanjo installé par ramahatra de l’imerina la population d’iharan...
Koa amin’iny lalàna iny no izory moramora, raha tonga ilay fotoana ka hipaika irony ora hamangianao ny fasako, hametraham-boninkazo izay ataoko fa tsy hihintsana ary tsy mba halazo.
Manana ny loharano nipoirany avokoa ny zavatra rehetra, toy izany koa ny re; koa ndeha hampahafantarina dieny ety am-piandohana ny fototra antirôpôlôjikan’ny re sy ny fidiran’ny fitsikilovana teto amin’ny sehatry ny literatiora tamin’ny taon-jato faha xix.
Ny itambaran’ny toerana hita ao amin’ireo boky ireo dia samy miaina eto antananarivo sy ny manodidina daholo izy ireo. Noho izany, dia mitovitovy ny toetoetry ny habaka hatreo. Na eo amin’ny toerana alaina sary an-tsaina aza, dia hita fa samy misy ambanivohitra. Ny mampiavaka azy roa indray dia ny fitaran’ny onjam-pila...
Seho2 miditra ny sehatra i avitsara ka namoha an-janany.
Izay nitondra akanjo jenty sady tsy hita velively
Amin’ ny maha vakoka ara-kolontsaina sy vakoka hita maso ireo karazana tao trano maro eto antananarivo, dia azo lazaina fa tsy vitsy ireo mpikaroka no efa namoaka voka- pikarohana samy hafa mikasika ny tantaran’ny haitao trano teto imerina. Anisan’izany ireto ho tanisaina manaraka ireto i b. D ramiaramanana 1993 dia na...
Samy literatiora mirakitra tantara avokoa, na ny tantara foronina, na ny sombin-tantara, na ny tantara an-tsehatra. Tsy mitovy anefa ny anarana iantsoana azy ireo. Ny mampiavaka azy tsirairay indrindra no aseho eto ambany.
Araky ny fafana dia samy manana ny fomba nanehoany ny mpandray anjara isan-tsokajiny avy ireo mpanoratra telo ireo. Eo amin’ny fanehoana ny mpandray anjara fototra anefa no dia tena ahitana fahasamihafana kokoa, satria misy safidy ao na dia samy tantaram-pitiavana aza. Ho an’i e. D. Andriamalala sy i auguste rajon dia ...
Fizahoana eo amin’ny fandresen-dahatra
Atao amina kopy fotsy efa voatokana fampiasa ao amin’ny lapan’i fenovola ny fitaovana hanaovana tsodrano. Zazalahy velon-dray sy reny no hampanalaina ny tsingolovolo satria lehilahy ny mpanjaka ary irina ho tsy mety maty tahaka ny tsingolovolo iny. Zazavavy velon-dray sy reny kosa no hampanalaina ny ranomiherina satria...
Fafana 11 ny mpiompy omby isaky ny faritra
Misy amin’ireo teny misandrahaka amina lafin-kevitra maro arakaraky ny sehatra ampiasana azy ireo, toy ny efa hitantsika tamin’ny teny hoe mafana, no azo dinihina misimisy kokoa satria mety hanana hevitra mahatratra hatramin’ny 14 na mihoatra, isaky ny miova seha-pitenenana. Raisintsika ny teny hoe mafy mba ho ohatra a...
Ny seha-piofanana fpi no nifotorana. Raha ny lanjana ora anaovana ny taranja malagasy isan-kerinandro no jerena dia ora 2 isan-kerinandro no anaovana izany. Ho an’ny fanadinam-panjakana brevet d’etude professionnel ary ny bacclauréat professionnel agricole dia ora 3 no anaovana azy.
Raha aravona ireo, dia azo sokajina roa ny fiheveran’ny mpampianatra manoloana ny fampianarany andaniny, ny famitana ny fandaharam-pianarana; ankilany, ny fahafolahan’ny mpianatra ny fahalalana.
Lesona histoire des idées , nampianarin’andriamatoa andriamanatsilavo seth, tamin’ny taona voalohany, taom-pianarana 2004-2005
Anisan’ireo mpanoratra tantara momba ny trangam-piainana 50 i paul deleutre santionany amin’ireo tantara nosoratany ny les cinq sous de lavarede; le corsaire; triplexe
Ary hilamina ny tany! Dia ny fandriampahalemana , no kajiana, sy tandremana! 154
Ho an’ny marenina kosa, tsy mitovy amin’izany ny fianarana ny tenin’ny tanana tsy hatrany am-boalohany akory ny fianarana ny teniny, fa manomboka eo amin’ny fahadimy taonany, izay taona idiran’ny marenina ao amin’ny kilasy akanin-jaza. Mpianatra tsy mihoatra ny folo no hita ao anatin’ny kilasy, ary mpampianatra roa. An...
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire cer langue et lettres malgaches
Fahavoazana manangasanga endrika isehoan’ny fahavoazana fahavoazana tanteraka fanomanana ny fanamasinam- panambadian’i dina sy i voahary firotsahan’i dina tao amin’ny antoko pôlitika sy ny toetra amam-pihetsika tsy dia fahita teo aminy. Mbola misy fivoriana hatrehiko amin’ny tapakandro maraina. Fivoriana pôlitika faner...
Araka ny nambaran’i richaudeau , na tsy mitondra na inona na inona aza ny fotsy , dia asiana fotsy ihany amin’ny sisin’ny takila mba hiarovana azy tsy ho rimbona46. Koa dia nanaraka izany ny mpamolavola ny boky namelany faritra fotsy ny andaniny efatra amin’ny takila ho an’ny sisiny havia dia misy 1,5 sm;
Ohatra tsoaka 19d io ro tra onay. 19a io tra onay. A.36
Josefa rajaonah
Fanomezana andraikitra ny mponina ny mponina no mpandray anjara izay tompona andraikitra amin’ny fanapahan-kevitra sy ny asa. Ny fomba fampandraisana anjara dia mitaona ny tsirairay handray ny andraikiny.
Toko iii ny vanim-potoana sy ny fanabeazana
Aviombio o impito aho ka aravoho laha bakeo. Fa ho ritsy ’aloha hombànao, ho dobo ’afara enganao. Roso amy zao valiben’i zatovo o y na ea azy, tratsy lafa taloha a y. Aodinkodino impito aho, akapoho avy eo, fa ho ritra ny aloha handehananao, ho dobo ny aoriana ilaozanao. Lasa amin’izao vadiben’i zatovo iny nanenjika az...
Boky i , tak 27 218 s rajaona , op. Cit , tak 54
Fizarana voalohany fanagasiana ny fampianarana
Ny fivoriana sy ny fihaonana raha ny satan’ny apv no resahina dia irina ny hihaonan’ireo mpikambana ao amin’ny apv farafahakeliny indray mandeha isam-bolana ary tsy hihoatra ny ora roa izany. Mandritra izany fihaonana izany no anaovana fotoam-bavaka sy hifampilazana ny vaovao tsara ho fantatra ary hifanotronana amin’ny...
Ny fiompiana akoho amam-borona
Concepteur et
Raha amin’ny ankapobeny no jerena, dia misy ihany ireo mpianatra izay tsy noraisin’ny ceres no tonga lohalaharana ao am-pianarana. Izany hoe iadian’ny mpianatra ceres sy ny mpianatra tsotra ny lohalaharana.
Boky i, tak 130
Teo koa moa ny fisaratsarahan’ny malagasy tamin’ny ady hoenti-manohitra ny mpanjanaka rehefa injay nipoaka ny ady tamin’ireo vazaha nikendry antsika ho zanatany, dia nihevitra ny maro fa tsy mikasika azy izany.
Tao amin’ny stmr niaraka notanterahina ny tombana sy ny fanatontosana ny lesona. Saika tapitra nandray anjara tamin’ny fampianarana avokooa ny ankamaroan’ny mipanatra 80,65
Dikan-teny malalaka nataonay avy amin’ny hoe apprentissage par imitation in avanzini g , la pédagogie aujourd’hui, dunod, paris, 1996, p.96 24 dikan-teny malalaka nataonay avy amin’ny hoe apprentissage par induction in fourez gerard, 2004, apprivoiser l’epistemologie, bruxelles, editions de boeck université,183 p.
Ny fahaiza-miaina dia ny tsy manahy aretina na manahy fahoriana na manahy fahafatesana , satria mandrakariva tsy araka ny hamafisan’ny fanahiana ny aretina sy ny fahoriana ary ny fahafatesana no fahatongavany, ary mety tsy ho tonga akory aza izy ireny. Ny fahaiza-miaina dia ny tsy mitahiry lolom-po na amin’iza , na ami...
Fanontaniana miompana amin’ny fahazoana hevi-teny
Ny ray aman-dreny
Oharin’ny mpanao vakodraza? A amin’ny tantely afa-drakotra ny harenan’ny malagasy satria ny tantely rehefa tsy misarona intsony ny tranony dia afaka mangala ao avokoa izay te hangala na dia ny tsy tompony aza. Toy izany ny mahazo ny haren’ny malagasy izay anjakan’ireo mahitahita ary miha mahazo vahana eto amin’ny tanin...
Sokajin’olona ireo. Ohatra koa ao amin’ny mamofompofom-paty dia ahitana tsoraka roa mifanesy izay tena mampisongadina ny fonjan’ny fihetseham-po noho ny alahelo mafy dia mafy vokatry ny ataon’ireo mpitondra. Ao amin’ny andininy faha 3 sy 5 ary amin’ny farana andalana no ahitana izany katrana nafafy. ! Mpitsentsitra vah...
Ny tamberim-boan-teny na andian-teny am-param-pehezan-teny na am- paran’andalana sy andoham-pehezanteny na andohan’andalana mifanesy anadiplose endrika iray hafa anehoan’i ran e ny fampiasany ny tamberim-boan-teny enti-maneho tontolo hafa hita ao amin’ny tontolo iainana ity aroso manaraka ity solomaso mainty v. A tak.2...
Raha bangoina, mizara telo ny karazan-teny atao amin’ny fanaronana. Ao ny teny mamy, mandoka ny vadivao vehivavy, ao ny teny mampahatsiahy ny toerana vaovao idiran’ny vadivao, ary ao ny teny mampahatsiahy ny havesatry ny adidy miandry ny manambady nefa tsy maintsy zakainy. Dia mizaka izany tokoa ny mpanambady noho ny f...
Rado seheno a! Dia izao ve no fantatrao fa vahaolana mahomby?
Andriamanitra razan’andriana mpanjaka efa maty na niamboho zavaboary ambony manan-kasina manokana noho izy inoana fa itoerana fanahy na manana hery tsy voafaritry ny olombelona
Raha ilay raozy nokoloina no nitarika samoina no anoloana 20 ka ny haja sarobidy dia foiny ka namidy mora foana, izao no hafatra, ry foko aza kivy na manjoko.
Zava-nisy ara-piaraha-monina
Angola tadiavina eran antananarivo fa ianao koa mora kivikivy tsss haingàna fa tsy misy segôndra azo hariana. Miomàna dia andao izao.
Natao hialam-boly sy hanentanana ary hanehoana ny hanitra netin-drazana ny vakodraza? A. Izany hoe sady mikolo ny saina no mampita fahalalana ho any amin’ny taranaka ny vakodraza? Fanehoan’ny mpiantsehatra iray tarika ny talentany eo amin’ny fiangaliana ny kanto amin’ny maha lahabolan-kiraina azy ihany koa anefa ny vak...
Izany an ! Ho avy any aho na dia tsy misy hoentina tonga any aho na dia hitady aretina
Jery todika amin’ny fahalalan’ny mpianatra mialoha ny hidirana any amin’ny lisea miditra any amin’ny lisea ny mpianatra vao manomboka mianatra ny lohahevitra tantaran’ny literatiora. Kanefa tsy foana akory ny ao an-dohan’ny mpianatra, na dia amin’ny fotoana itondrana hevitra vaovao ao an-dakilasy aza. Efa misy fihevera...
Moa matory va ny razana ao ambany rangolahy sa momba antsika ihany ka mibitsika am-panahy? Fon’iza no mitempo ao anatintsika izao? Mbola mba ny fony ve? Ny ao anatinao tsapao! Ao ireo tanàna haolo atorian’ny taolambalony nanana azy ireny isika vohitra hafa no takalony! Nefa miantso antsika izy mba hitodika an’ireny sy ...
Lazao ireo toetra tokony hananan’ny tsirairay hoentiny miatrika ny fiainana. Filazana toetra.
Asehon’ny mpanoratra eto ny vokatry ny fanamparam-pahefana ataon’ireo jiolahy mpanam-bola amin’ireo vahoaka madinika.
Rontsona rontsondrontsona mandrontsondrotsona
Ry tanora vory ô! Asandrato re sns
Ny toe-javatra tantaraina tsy manaraka ny fizotran’ny fotoana
Ahafahan’ny tsirairay mandray anjara mivantana izany ary kendrena indrindra ny fanehoana azy mba hahitana fahombiazana amin’ny taranja ampianarina. Afaka mifampianatra sy mifanontany ny samy beazina ao anatiny satria tsy mitovy ny fahaizana sy ny haranitan-tsaina. Mampianatra hiaina ao anaty fiarahamonina rahateo izany...
Ny rivotra eto no mahatonga ny fahatsiarovana, ka manao tery vay manta ny olona handefa ny eritreriny any amin’ny dindon’ny lasany. Nentina nanohatra fotsiny eto ny rivotra fa mety hoe toe-javatra niseho teo amin’ny fiainana indray, na olona,
Toko voalohany
Nadika araka ny fangatahana 12 06 2012
Komitin’ny sekoly akama 67ha. Tantaran’ny fahafolo taonan’ny akama 67ha. 1995 20 tak
Andrimanitra tsy andrin’ny maika
Marihina fa ankoatra ireo voalaza ireo dia misy koa ny malo an-tsaha, na ny malo sômby an-trano malo tsy ankatoavin’ny mponina ny fehin-kevitra noraisina taminy, satria tsy mba nampahafantarina ny besinimaro, fa natao tamin’ny mangingina. Izany hoe nisy toe-javatra niseho, ka izy roa tonta ihany no nifanatona, ary tsy ...
Professeur d’enseignement et de recherche ecole normale supérieure université d’antananarivo 2012
Dia nidify ka nidify tamin’ny alina manify.
Fifehezana ny habaka tao amin’ny vt5 no nanambaran’ny mpianatra izany. Na samy tao am-pianarana daholo aza ny mpianatra rehetra dia misy amin’izy ireo no mahazo tombony amin’ny
Ny fepetra raisina manoloana ny olan’ny renifeo
Programmes scolaires. Classe de première
Izay mitady dia omena fitia manetry tena hitondra izao tontolo izao hanaja hanompo anao
Ny mahasamy hafa ny kapo-tandroka amin’ny don-tany dia izao izy, ny tenan’ilay ifandaharana no asiany mivantana, fa ny don-tany, zavatra hafa mahazo azy no tenenina. Fa ahoana indray àry ny fisorohana na ny fomba ialana amin’ny kapo-tandroka ? Ho fisorohana indrindra tsy ho voa, raha asian’olona kapo-tandroka, dia ny m...
Ahy ianao! Ry teny mamiko tsy hitanisako fotsiny ny zava-kanto izay andrianiko fa hiangaliako kolontsaina, fomba fijery, riba sy tantara. 186 asehony amin’ny andalana vitsivitsy eo ny fankamamiany sy ny fanindrahindrany ny teny malagasy. Entiny hamoronana ireo asa soratra kanto isan-karazany, tondroina amin’ny hoe zava...
Firosoana hatrany amin’ny fanarahana ny tompo toy ny fanatanterahana ny zava-drehetra ihany ny fomba fanarahana ny tompo miantomboka amin’ny fiaikena ny fahadisoana, ary miafara amin’ny fanolorana ny momba ny tena rehetra ho amin’ny fanompoana ny asan’andriamanitra izany. Eo amin’izay fahatsapana fa diso tokoa teo anat...
Rakondrafidy mpanao fasana ao miandrarivo 25razanamalala edwize mpamboly ao faratsiho 26 rakotoarivelo mpanao fasana ao miandrarivo. 27 rabenaivo mpirango ao anatin’ny tarik’i rakotondrasoa
Atsy ananona atsy, tsy lavitra akory fa eto an-kibonrimerina, misy tsangambato mahavelona eritreritrra fatratra. Ny endriny hafahafa sy ny fombany tokana aman-tany dia manakà 2 sy mahazendana ny mpandinika maro. Tokony ho telo metatra avy eo aminrny arabe no itsatohanrity vato hafahafa ity. Tsy dia avo rangaina toy ire...
Il est à noter en premier lieu, qu’en générale, ce sont les femmes qui consultent le centre du salfa en matière de planification familiale. Concernant les nouvelles acceptantes depuis janvier jusqu’au juin 2011, les femmes âgées entre 21 à 30 ans sont les plus assidues à consulter le centre de planification familiale. ...
Ny sora- mahia 38 tsy dia tsara ampiasaina noho izy tsy dia manintona loatra 39 .
Tsy dia fahita eo amin’ny asa soratr’i faniry vatosoas ny tononkalo misy andalana
Toerana ireny ny mpanoratra mba haharahan’ny mpamaky tsara ny vontoatin’ny tantara. 55
Ilay gaona kely nirahin-dragova niantso an’i manana tany am-piangonana
Ahitana taratra ny fahatsapan’ny mpanao ny hetsika ny zava-misy amin’ny alalan’ny taovam-pandrenesana eo amin’ny olombelona ny matoanteny maneho fahatsapana ara-batana, toy ny mahita, mandre, mahatsapa, mahatsiaro, manimbolo. Manamarina izany ity ohatra ity isalo place au spectacle de la nature les yeux apprécient l’él...
Zonao ny mifaly zonao ny mampijaly izay heverinao ho ambany zonao moa izany? Eny hoy ny avalinao eny fa satria ianao eo ambonin’ny lalana fa olon’ny fitondrana zon’ny tia ny miaro zon’ny tia ny mivalo rehefa misy ny tsy mety rehefa injay fa voafefy eny hoy izy satria eny fa satria izy tia tia anao izay malalany tiany i...
Ny rafi-pandaminana
U’. ; ; , n ; iii a
Tsy nitandro ny ainy raha hivadika ny rasa 118
Teny takila mandrakariva 9 isanenimbolana 72 ombieny ombieny 77 indroa na intelo isan-kerinandro 77 isan-kariva 88 isan-joma 100 isan-kerinandro 106 hatramin’izay 126 fafana n 8 maneho ny teny milaza fiverimberenana ary indray mandeha miverina ao anatin’ny v. A. 1.3.4. Fitantarana toe-javatra tokana averina im-betsaka ...
Aoka ihany
Mety hikasika ny lesona natao handentehana ao
Tahaka izany ihany koa ingahy rabary sy ramatoa razay na dia tsapany aza ny hasarobidin izany zanaka izany, dia ny fitiavan-tenany diso tafahoatra no nitondra ny fisainany. Nahavita nanery an i sahondra mba hanome ny zanany hatsangany izy ireo. Noroahiny i sahondra rehefa tsy nanaiky izany, ary niombon-kevitra tamin iz...
Comte j les communes à madagascar, antananarivo, mars 1967 104 pages
Ts imanato amin’ny tady mahazaka ka!
Teo amin’ny fomba fiasa saika tsikaritra tamin’ny mpampianatra tsy ankanavaka ny tsy fahalavorariana eo amin’ny asa ataony. Voalazan’i ndia-bintu fa ny antony tena ampandraisana anjara ny mpianatra mandritra ny lesona, dia satria izany no fitaovana fototry ny fampianarana 30. Ny nataon’ny mpampianatra anefa dia ny famp...
Karazany isany ohatra tantara fandefa amin’ny 10 karan-doha misy maingoka onjam-peo
Anisan ny nanefy an i clarisse ratsifandrihamanana ho mpanoratra ny fianakaviany. Evanjelisitra mantsy ny raibeny avy amin-drainy sy avy amin-dreniny. Mpitantara angano taminy ny renibeny, ary mpandaha- teny sy mpiantsehatra malaza ireo ray aman-dreniny. Mpamoron-kira ihany koa ny dadafarany.
Deplacement
Ny tany an-dalam-pandrosoana kosa dia sahirana ara-pivelomana ny ankamaroan’ny mponina ka, mora mandray izay zavatra atolotra azy. Ohatra eo amin’ny ara-toe-karena, ara-pôlitika, ara-tsôsialy. Singanina ohatra ny momba ny sôsialy. Misy maro ireo karazam-pivavahana hita eto madagasikara, santionany fotsiny no ambara eto...
Mampalahelo anefa fa fony ianao tsy mbola nisaina ny hilefa, fony ianao nananany teo am- pelatanany, toa tsy naharanitra ny fony revon- tory ny fofonao manitra
Eto amin’ity tononkalo ity izy dia toa mampahafantatra ny atao hoe tena fitiavana. Ara-boajanahary tokoa, eo amin’ny fahatanorana ny fivelaran’ny fitiavana. Ka mba hialana amin’ny mety ho fahadisoan-kevitra sy ny fisainana ny hita maso fotsiny, dia tsara ihany ny misy mpanoro sy mpampahalala toy izao. Tsy ny fitiavana ...