text stringlengths 10 11k |
|---|
Mihena ny fampiasana rano amin’ny fidiovana fanadiovana |
Loharanon-kevitra sefo ta. Fa ambatondrazaka 2008 araka ny hita eo amin’ny kisary dia ireo avy no mandrindra sy miara-miasa amin’ny ta. Fa ny mpitondra mitantana sy mitondra ny mpiasa, ary manao izay hampandeha ny fitantanana misy ny vondron’ny mpitantana sy mpandrindra ny tetikasa, ahitana ny filoha sy ny filoha lefit... |
Misy antony ny vava tsy ambina, fo feno loatra, dia mora tadidy ny tsy hikoropahana toa ronono mandroatra dia noho ireo adidy. Ny fandeferana sy fahanginana tsy hoe faharesena, fa ny fiakarana valim-pidinana, tsy maintsy jerena. Ny mbola hanekena higoka fanody, dia mamy ny miaina tsy hanozonana, na hiantsoana tody ’zay... |
Ny karazan-dahatsoratra toy itony indray dia natao hankafizina. Tsy eo amin’ny lafiny hevitra voizina ihany, fa ny endrika azo sary an-tsaina raketiny. Voalaza amin’ny antsipirihany toy ny hita maso ny tontolo manodidina, ka manome fahafinaretana ny saina sy ny maso, eny, na dia an’eritreritra fotsiny aza. Avy amin’ny ... |
Fàhana fahampàhana fahanana |
Ny takelaka. Manana takelaka tsirairay izay ahitana ny fintin-desona ny mpianatra. Ireto avy ohatra ireo lesona soratana amin’ny takelaka fafana maneho ny fintina sy ny fampitahana ny vanim-potoana fafana maneho ny fintina momba ny lohahevitra dingana arahina amin’ny fanatanterahana ny asa izarana aorian’ny fahavitan’n... |
Liantsoa 01 aprily 2004 |
Ry voninkazo soa madera |
Hita taratra ao amin’ny tantara fa mandeha isan’ambaratongany ireo elanelana ampiasain’ny mpanoratra ao; misy ny elanelana lehibe indrindra, ny elanelana antonony, ary ny elanelana kely. |
Resaky ny moana |
Fety m fanabeazana sy fiainam-pirenena. Tak 17 1972 -ilay -tovozin-tsy ritra. Boky 5. Edition tsipika 2005 |
Ny literatiora an manavaka ny karazana literatiora araka ny vontoatiny sy na ny endriny ; tsoratra famaritana karazany ny lahatsoratra tsotra |
Madagascar-tribune. Com 120filazantsaramada. Wordpress. Com |
Teo ambony dabilion-tsekoly no nahafantarako an-drajimy. Nampifanatonin’ny fisakaizana ny fonay roalahy. Tiako izy ary maminy aho. Ny fo mifankatia no paradisa an-tany misosa re ny dia tsy tohina hatrany ny ory sanatria ny very nofy izany. |
Antony avy amin’ny mpampianatra amin’ny maha singa mandrafitra ny mpampianatra ao amin’ny telolafy haifampianarana sy noho izy misy fifandraisana amin’ny mpianatra sy ny fahalalana no antony tsy maintsy handinihana azy. Aompana amin’ny fanadihadiana an’ireo lafy roa ao amin’ny telolafy haifampianarana araka izany ny fa... |
Dingana fizotran’ny lesona fanamari- hana |
Tsy fampiasana ny endrika wanawaume, fa ny fampiasa dia ny endrika wanaume. Ity endrika farany ity dia vokatry ny filatsahan’ny andiam-peo wa faharoa ao anatin’ilay teny noho izy mamerina ny vanin-teny wa iandohan’ilay teny. |
Orin-dranomaso no saika sisa hasetriko ny fisarahanay kinanjo tonga ianao 5 dia tsy izany indray; mantsy raha naratra ny foko izay nazerany sy efa saika ravany, voatsabonao dia indro 10 voasolonao ny toerany, hatramin’ny fitiavany. |
Tana rassemble entre 12 et 1500 personnes |
Vavolombelon’ny tenany tokoa ny asa soratra ataon’ny mpanoratra. Hita izany amin’ireo tara-kevitra vetsoiny matetika. Ny fisian’ireo fironany eo amin’ny fiainany amin’ny maha olombelona azy no anton’izany. Tsy manoratra ho an’ny tenany anefa ny mpanoratra, fa misy ireo olona kendreny sy tiany hampitana ny hafatra. Amin... |
Mircea eliade, 1975, traité d’histtoire des réligions, p. 232 55 lasa masina ny hazo maniry anankiray ary mitohy hatrany amin’ny maha hazo azy hatrany, ny asan’ny hery izay miseho aminy ; ary raha ohatra lasa hazo momba izao tontolo izao sy izay zavatra aseho eo dia miverina amin’ny fotoana voafetra ka miharihary amin’... |
Ny misarika ny maso voalohany aloha, raha vao manokatra ny boky, dia ny fisian’ireo sary mandravaka azy. Manaraka izany, ny fanomezana anjara toerana lehibe ny asa ampanaovina ny mpianatra. Mialoha ny hifotorana amin’ireo anefa, dia hasiana teny fohy ny momba ny bikabika ivelan’ny boky. |
Ny olana avy amin’ny manodidina azy |
Aza mirobaroba raly. |
Amin’ny ankapobeny raha ny vondrona ambara no jerena dia ny tapany voalohany eo amin’ny toko fahafolo ka hatramin’ny toko fahadimy amby folo dia saika parallélisme ranofotsiny no mandrafitra azy. Fa ao amin’ny tapany faharoa dia saika vitsivitsy ihany ny parallélisme hita ao. |
Koto tsy misy amboako na amboan olona rangahy, fa izay vandana dia kary e! Tsy matahotra an andriamanitra ny antokonareo. Azan y lohasaha mangina no jerena fa andriamanitra ao an-tampon ny loha |
Ny fanabeazana voizin’ny mpanoratra ao amin’ny tantara foronina 3.1 ny fitandroana ny soatoavina eo amin’ny sehatry ny finoana 3.2 ny fitandroana ny soatoavina ara-piarahamonina |
Directeur de recherche angelot rakotoarison maître de conférences |
Vaika vaikavàika |
Ny fanomezana toetr ’olona ho an’ny zavatra iray na pérsonnification |
Dinitra 1 lovako t11 3 |
Suberville. Théorie de l’art et des genres littéraires. Société de l’école 1965 paris. |
Miara-dalana ny v. T 3 ny fifandraisana nisy teo amin’i ray aman-drenin’i dina sy i voahary sy ny v. T 4 ny fifandraisana nisy teo amin’i voahary sy ny reniny. Satria, niara-miseho ireo tamin’ny tsy fahitana an’i dina. Andaniny, noroahin’ny rafozandahiny i voahary rehefa nihaona tany toamasina. Ankilany, rehefa tsy hit... |
Ireo sarin-teny hita ao amin’ny fa velona indray ankoatra ireo rehetra efa voalaza ireo, dia tsy vitsy ihany koa ireo lafiny hafa mahakanto ity tantara foronina fa velona indray ity. Mbola azo dinihana ato ihany koa ny mikasika ny tamberin-javatra sy ny fanovan-javatra. |
Raha io no nanan-tongotra e hitondra izato tena f ny hadalana tsy hay fefena. F |
Ny olona vita serana dia tafiditra ao amin’ny tontolon’ny razana, manana ny anjara toerany sady mitombo hasina ka afaka manome fitahiana ho an’ny velona tsy tapaka tanteraka ny fifandraisana eo amin’ny velona sy ny maty fa mbola mitohy aorian’ny fahafatesana |
Maro karazana ny endriky ny fasana ary samy manana ny mampiavaka azy ny faritra tsirairay avy raha ny eto madagasikara no asian-teny. Eo amin’ny faritra iray aza, dia mbola misy ihany tsy fitovian’ny fasana mba hanavahana ny saranga. |
Ny faharanitan- tsain’ny mpianatra sy |
Feonkira-? |
Ministère de l’education nationale, annuaire statistique scolaire 2005 2006, tableau 01 nombre d’établissements fonctionnels par secteur et par niveau année scolaire 2005 2006, p.1 |
Fianarana ny fitantanana ? Famenoana ireo boky fikojakojana latsakemboka ; bokim-bola ; boky volamena ; boky firaketana ; karine isaky ny mpikambana. ? Fanadiovana loharano ; sinibe bf ; ? Fanamboarana ny simba. Fivoriana kr, kpi, fikrifama |
Ketraka t72, t85, t86, t74, t50 1 1 malahelo t15 5 5 mitaraina t15, t86 2 , t91, t39, t78, t38 1 1 mitoloko t21 7 6 |
Ny fanehoana fihetseham-po mampivelatra ny tantara ny fihetseham-po vokatry ny zava-miseho eto no tena manjaka. Ilay solemita izay mpandray anjara fototra no maneho izany. Miainga avy amin’ny nofy sy ny eritreritra ny famoronana. Izany no hita ao amin’ny tdt 3 1-4 sy tdt 5 2-7 ny sarin-teny fototra iaingana eto dia ny ... |
Fianakaviana mpangataka b fianakaviana mpamoaka |
Rni 10. Vi.86 |
Andrianary ratianarivo in ranomody , rodlish, 1927. |
Webber, 1853, dictionnaire malgache fran? Ais, adaptés aux dialectes de toutes les provinces, etablissement de notre dame de ressource, ile borbon. |
Nofidiana ny tantara foronina satria io no karazan-dahatsoratra feno indrindra |
Fa toerana roa tena mifanohitra tanteraka no hita ato amin’ny tantara dia ambanivohitra sy andrenivohitra. Izay nampifanoheriny eo amin’ny fomba fanoritsoritana ny toerana sy ny bika aman’endriny ihany koa. Tsy nilaza anarana tanana na fokontany na toerana voasoritra mazava i natiora raha naneho ny ambanivohitra fa ny ... |
Andro fahatelo |
Zahao r. P rahajarizafy, ny hanitra nentin-drazana, ed. Ambozontany, fianarantsoa, 1965. |
Rakibolana |
Fomba fijery mivelatra amin’ny fifanohanan’ny taranja ny fomba fijery nentinay niasa dia tsy nifintina tamin’ny zavatra tokana na sehatra iray fa nivelatra ho amin’ny fifanohanan’ny taranja samy hafa mihitsy. Eto dia ny taranja jeografia, malagasy, frantsay no notsongaina tamin’izany. Anisan’ny nanoritra lalan-tsaina t... |
Ny teo akaiky nisantarana rano tony tena mavana manga maitso mody avana |
Ran e, 2003, ambioka, laharana 52. |
Ny finoana kristianina ny fjkm sy katôlika no hita ao an-toerana araka ny vaovao nomen’ny pastora sylver tsimahasaotra ny tenanay tamin’ny 28 septambra 2008 dia miisa 260 ny krisitianina mpandray ny fanasan’ny tompo ao amin’ny fjkm . |
Tak.48, and.1 22 ranoe, ambioka, jona 1998, lah.5 23 auge et collab, in grand larousse encyclopedique, tome8, librairie larousse, paris, juillet 1963 le poète est chose aillée et sacrée, et il ne peut créer avant de sentir l’inspiration , p.586 |
Razafiarivony wilson, ampamoha. |
Mamy na ny fihetsika atao amin’ny olon-tiana, toy ny safosafo izany. Nahatsapa io tsy fahampiana teo amin’ny teny mamy sy safosafo natolony ho an’ny malalany io ny mpanoratra, ary toa tsy afa-po ka niteny hoe teny mamy, teny soa miharo safosafo kely eny tsy ampy avokoa mbola tsy ampy velively v. A. , lah. 83 ilaina noh... |
Totaly 2350 23,5okm2 tahirin-kevitra mônôgraphie 2013, produits agricoles de la commune , p.3 |
Dia rovito izay ny lay ka venteso ny antema. , ’njao ny antsan-kerobima. No mandravaka salema, 55- o ! Ry foko ô, ingao. ’zato vetsonao mankany ka asondroty ’lay fanahy. Adinoy ny vovon-tany ’ndao hamboly ela-nofy. Mba hikopaka mankany o ! Ry tsiahiko marisa. Vonto sento sy tomany |
Famintinana ny toko faharoa fampitahana ny fanabeazana ny zazavavy tao amin ny tanora advantista sy ny mpanazava eto madagasikara no nojerena teo. Hita taratra tamin izany ny fitoviana eo amin izy ireo. Eo aloha ny maha fanabeazana skoto azy, teo koa ilay mampalaza ny skoto amin ny fanomezana solon anarana antsoina ami... |
Tokony hotanana tsara izay ananana anisan’ny fahaiza-miana tena ambony ny fitazonana tsara izay ananana eo amin’ny lafiny rehetra sy amin’ny sehatra rehetra. Tena sarobidy ny teny sy ny kolontsaina, izay mahafehy ny maha izy ny firenena iray. Efa nezahina novahavahana tany amin’ny fizarana tany aloha ny momba ny teny, ... |
Ny rotsakorana sy ny maripana ary ny toe-tany dia nalaina tamin’ny pcdny kaominina ankaraobato |
Nasongadina tato amin’ity fizarana fahatelo farany ity ny iaianan’ny mponina ao vodiriana ny fandrindram-piterahana. Novoaboasana tao amin’ny toko voalohany ny fomba fiheveran’ny mponina momba izany. Hita fa ireo olona efa zokinjokiny, ireo zokiolona sy ireo ray aman-dreny lehibe, ireo olona ambany fari-pahalalana sy i... |
Araka ireo fepetra roa voalohany ireo dia tsy maintsy fantarin’ny mpampianatra mialoha ny safidin’ny mpianatra tsirairay ny amin’ny sokajy tiany hisy ny tenany. Ireo fepetra roa farany kosa no hamaritana ny sokajy izay tsy tian’ny mpianatra idirana ; tsy maintsy hajaina izany mba tsy hahatonga ny mpianatra hiasa an-ter... |
Quelle heure est-il? What time is it now? |
Tao amin’ny antoko pôlitika. Tia tanindrazana ka naleony izy vehivavy mihitsy no mitomban-dahy tao anatin’izany fikambanana izany. Dia nirotsaka an-tsehatra tamin’ny raharaha pôlitika avy hatrany v. A. Tak.81 ; izy rahateo no nitarika ny fivoriana tany amin’ny foiben’ny antokony v. Tak.12 narahiko maso izy niditra teo ... |
Tsy hiaina izany mihitsy tsy hiaina izany mihitsy mangina mihamanina ny ao an-tranonao madio no sady manitra kanto sy milamina voatemitra hira faly, mandrotsy nofy mihanoka ny lalam-piainanao de tsy henonao akory ny hiaka am-perin’adin’ ny zaza mena vava nateraka hijaly de tsy henonao akory ny hiaka maimbo oran’ ny ora... |
Andriamalala ed , ny fanagasiana, ny harem-pirenena |
Na ny fahaizan’iharilanto patrick andriamangatiana nisafidy ny sary, na ny fahaizany nifantina ny lohateny homena ny tantara; dia samy nideran’ny maro azy avokoa. Hoy indrindra i nalisoa ravalitera raha nanoro hevitra ny amin’ny fomba fisafidianana voambolana hatao lohatenina boky atao manaitra, manintona, misarika avy... |
Vazivazy no endrika isehoan’ilay fitenenana, nefa mbola misy fifandisoana ihany eo amin’ny fampiasana azy. Santionany amin’izany ny hita ao amin’ny andl jamba mahita lalana |
Evans pricthard, anthropologie sociale, paris, 1969, p.79 l’anthropologue doit être prêt à passer beaucoup de temps sur son enquête, il doit rester en contact étroit et permanent avec les populations sur lesquelles il travaille. |
Ka misondro-miakatra ihany, toa maika hisavoana ary dodona hitsena ity ali-manoloana. |
Raha izany no izy, dia toa ho nofy ny hisian’ny fahafahana ka hoy i arni nofin’ny tantsaha no hiaina ankalalahana hamokatra amin’ny taniny izay lazaina fa tsy azy ka norobaina taminy satria madinika izy. 118 fampiasan-kery daholo mba tsy hahafahan’ny vahoaka madinika hanao na inona na inona ireny. Tena latsaka an-kater... |
Beattie, introduction à l’anthropologie sociale, 1972, tak27 les anthropologues étudient les coutumes, les institutions sociales et les valeurs d’un peuple et la façon dont elles sont étroitement reliées entre elles |
Paiement des déplacements |
Midera ny hamoram-ponao ihany koa izahay ramatoa rakotonanahary saholy, noho ny nandraisanao anay am-pitiavana, raha nikasa ny hanao asa fikarohana momba anao sy ny asa soratrao izahay. Tsy ilaozan’ny soa sy manan-jara anie ianao sy ny ankohonanao. Mirary soa indrindra tompoko. |
Fetran’ny asa |
Manome porofo avy ao amin’ny lahabolana ny mpianatra mamaly fanontaniana |
Isaorana ianao andriamatoa ratrema william nanana fandavan-tena nitsara sy nanitsy ny asanay ary nanome torohevitra samihafa hanatsaranay ny asa. Maro tokoa ny andrikitra sahaninao nefa tsy mba nonoso-bohon-tanana anay ianao. Mankasitraka sy mankatelina, tompoko. |
Les subventions accordées par les partenaires internationaux et par la salfa aux centres de santé sont destinées à la réalisation d’un projet précis ; soit la réhabilitation du centre, soit le renforcement de son activité. Alors, l’utilisation de ces subventions doit faire l’objet d’un suivi strict. Cependant, le suivi... |
Momba ny toerana onenan’ny mpianatra, dia betsaka ny mody lavitra, ary maro ihany koa ny mandeha an-tongotra amin’izy ireo. Misy aza ireo mipetraka lavitra ny sekoly, no mbola mandeha an-tongotra rehefa mianatra. Noho izany, mety ho reraka izy rehefa tonga ao am-pianarana, ka tsy hifantoka loatra amin’ny fampianarana o... |
Eo amin’ny ’’années lycée’’ kosa, dia omena fampianarana fanampiny ireo mpianatra manamafy ny natao tany an-dakilasy. Ampahafantarina ireo mpianatra ihany koa ireo fianarana azony atao aorian’ny bakalôrea. Ary farany, eo amin’ny post-bac , dia omen’ny ceres vatsim-pianarana ireo mpianatra raisiny an-tanana. Koa satria ... |
Fiaraha-monina façon de cohabiter fiarahamonina société |
T33 3, t79, t19, t80, t58 16 12 |
Ny hevitry ny anaran’ireo mpandray anjara |
Ohatra efa lasanao ny foko efa lasanao ny foko tamin’ny masonao an’ila, sy tamin’ny rojo anankiray amin’ny vozonao. Tdt 4 9 rehefa avy nampiderain’i solomona an’ilay solemita ny fahefany sy ny harenany147, dia nivadika amin’ny fandonana ny fo indray izy. Ny antithèse eto dia hita amin’ny hoe lasanao ny foko sy ny mason... |
Fientanana maromaro no mamaritra azy ho vakoka amin’izany toy ny tsiahy, ny embona sy ny fahatsiarovana na ny maha tranainy azy. Etsy ankilany, misy koa ireo lanja mifandraika amin’ny ankehitriny toy ny endrika kanto sy ny firindrany na koa lanja ateraky ny fampiasana azy. Hamafisin’i alo s riegl34 fa mirona kokoa amin... |
Taty amin’ny taona 1918, dia nandripaka ain’olona maro ny gripa espaniôla sy ny pesta. Nalaza ho aretina pôlitika izy ireo. Toa nanararaotra ny fisiany mantsy ny mpitondra tamin’izany hamonoana izay olona tsy azoazony na manelingelina azy. Tsy nipetra-potsiny akory ny malagasy manoloana ireo tsy rariny nihatra taminy, ... |
Evans r pritchard e. , op. Cit. , tak. 79. L anthropologue doit être prêt à passer beaucoup de temps sur son enquête ; il doit rester en contact étroit et permanent avec les populations sur lesquelles il travaille. |
Robena! Be loatra ny olana nianjady tamin’ny fiainako ka nanapa-kevitra aho fa tsy asiako olana intsony ny fiainana. Tsy manana havana intsony aho ankehitriny. Noho izany dia ataoko havana daholo ny olona rehetra. Ireo fehezaneny ireo no nentina namintina ny olana fototra. Raha io olana fototra io no tsiahivina fohy di... |
Nb la région dispose de fortes potentialités sportives dans toutes les disciplines l’ équipe de sotrata d’ambatolampy a été championne de madagascar en basket en2004, et de nombreux sportifs de la région sont classés parmi l’élite nationale dans plusieurs disciplines. |
Olona telo, na mihoatra, izay samy eo ambony lampihazo eto no miara- mihira. Araka izany, miankina amin’ny isan’ny olona mandray anjara eo ny isan’ny feo re. Raha olona telo izy ireo, dia feo voalohany sy feo faharoa ary feo fahatelo no mety ho ampiasainy. Raha mihoatra an’izay kosa, dia ny beso no manampy azy. Misy fi... |
Tsy anombanana elanelana |
Ny mamahoaka dia iantsoana ny fomba sy ny fotoana hamorian’ny mpanan- karena iray ny mpiray tanàna aminy hiray hina amin’ny famokarana sakafo be indrindra, izay tandindonin’ny vary foto-tsakafon’ny malagasy, sy hanaovana fotoam-piravoana ahitana fihinanan-tsakafo sy fifaninana tarika manao tandonaka, hiteraka fiadanana... |
Feno gefrin 40 taona l |
Ny tsy fahavitrihan’ny mpianatra ao amin’ny seha-piofanana fpi mandray anjara mandritra ny fampianarana dia tsy tongatonga ho azy, fa misy antony. Ny fahalalana , ny mpianatra ary ny mpampianatra manatontosa ny fampianarana no heverina fa fototra ifaharan’izany. Indro atolotra misesy etsy ambany izany. A antony avy ami... |
Izay ny mikasika ny ohabolana milaza toetra, fa izao kosa indray dia hojerena ny mikasika ny ohabolana miorina amin’ny sakafo. Ny olona dia tsy afaka misaraka amin’ny sakafo raha mbola te ho velona sy hiaina. Noho izany dia ny zavatra hitan’ny olona andavanandro no nentin’i solomona naka hevitra mba hoentina mandresy l... |
Miezaka ny handresy lahatra an’i anja mba hanaiky ny fitiavany azy i andry. I anja izay vadin’i haja rahalahiny ihany taloha, saingy efa nisaraka ry zareo. Te hanantitrantitra amin’i anja i andry, fa ny faneken’i anja ny hanambady azy no |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.