text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny boky hafa |
Herinandro faha 25 14,5 |
Itsikio ihany fa ao anaty tsiky, misy hidy vazana masiaka sy mavany mety hanampy anao hahita fahombiazana !205 |
Esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 155 |
Zava-mangidy ho an’ilay mbola tia ny fampirafesana ataon’ny olon- tiana. Tsy mahagaga ny ntaolo raha loa-bolana hoe ny todim-pitia manodiava mafy ny iharan’izany toe-javatra izany; ka nahatonga ny mpanoratra hanao hoe ny mangidy indrindra 183 izay mangidy indrindra ozonin-tsy ho tsaroana |
Maro ny zava-misy manakorontana ny fiarahamonina fa ny manaitra ny maro kosa ny lafiny tsy fandriampahalemana izay vato misakana amin’ny fampandrosoana ny olana eo amin’ny tsy fandriampahalemana samy hafa ny olona mandrafitra ny fiarahamonina, samy manana ny toe-tsainy, ny fahalalany, indrindra fa ny fomba amam-panaony... |
Fampitahana ny fomba niainan’ireto fianakaviana roa ireto an’ireo dingam-piainana roa nofidina amin’ny fomba niainan’ny fianakaviana hafa izany fianakaviana roa no noresahina mba hanaovana fampitahana ny fomba nanatanterahan izy ireto ny dingam-piainan ny fahafatesana sy ny fanambadiana amin izay fomba nanatanterahan i... |
Anisan’ny ela sy be mpahalala andranosoa ’lay fiangona-malala arindrako kely atao tononkira apetrako etoana mba ho sovenira |
Biby fiompy sy fiasana ny omby lafin-omby ny omby m- , ny tandrony, ary ny volony heverina ho tsara bika sy matanjaka azo enti-miasa ny o raha tsy ahitana kilema ny tongony 4 tsy lava ny kitrony be trafo, tsy be kibo, tsy lava rambo ny draharaha eny an-tsaha dia mijery ireo fepetra telo ireo rehefa mividy omby. Araka n... |
Inona moa no atao hoe tombana ? Ny ankamaroan’ny rakibolana dia maneho fa ny matoanteny manombana na maminavina dia midika ho manao fitsarana ny sandan-javatra iray. Mialoha ny fitsarana sanda anefa, dia tsy maintsy ananana fahalalana betsaka io zavatra hotombanana io. Tsy misaraka ny fampianarana mametraka tanjona hot... |
Initié elle s’oppose à la sociologie et à l’anthropologie essaiystes et spéculatives. La socio -anthropologie fusionne les traditions de la sociologie de terrain école de chicago et de l’anthropolologie de terrain éthnographie pour tenter une analyse intensive et in situ en situation des dynamiques de reproduction tran... |
Saika nandrava fihavanana tao anatin’ny fiangonana raha tsy mailo ireo mpitondra107. Noteren’ireo jody ho lasa kirisitianina hoforaina ireo jentily tonga kirisitianina na dia tsy fomba amam-panaony aza izany. Niteraka savorovoro teo amin’ny samy kirisitianina izany tsy fitovian-kevitra izany. Tsy nivaha ny olana raha t... |
Tucheka-o isika-nihomehy- izay isika izay nihomehy mihomehy hihomehy |
Iraisan’ny faritra maro manerana ny nosy ny tsy fahampian’ny mpampianatra. Hita taratra izany ao amin’ny ceg sy ny ef miankina amin’ny fanjakana ao amin’ny ef, ohatra, fokontany 4 amin’ny 22 no ahitana kilasy maro sahanina olon-tokana39, ny ankoatra izay dia misy avokoa. Hita fa misy tokoa ny finiavan’ireo ray aman-dre... |
Roritra roridroritra |
Ramily, vadin’i voahangy sady zaodahin’i tsiry |
Manampy amin’ny fanakaran-kevitra ny fahafantarana ny loharano nanovozan’ny mpanoratra ny voambolana nampiasainy. Ireo voambolana notakarina avy amin’ny zavaboaary sy ny avy tao amin’ny baiboly no hita misongadina ato amin’ireo tononkalo nanompanana ny fanadihadiana ireto. |
Teo koa ilay fanamby. Hoe tsy menatra mitaha ! Izay voasoratry ny gasy amin’ny tenin’ny vazaha ! |
Raha amin’ny anaran’ny gazety no anolorana ny matoan-dahatsoratra na éditorial, dia amin’ny fomba mazava sy fanta-bahoaka no iandanian’ny gazety amin’izay lafin-kevitra tohanany ka arosony ao. Izany matetika no mahatonga ny mpamaky hanavaka ho roa samy hafa ny gazety mpomba ny fitondrana sy ny gazety mpanohitra azy, ra... |
Randriamiadanarivo. Sikajin’i dadabe. Librairie mixte. Antananarivo 2003 |
Vola taitra mama, mama! Ha ! Inona ilay teo? ! Nanaitra ahy mba nahita tory ndr? Mangovitra fa fa tena mivoha mibanabana ny varavarankely, iza no nanao io! ? Sa ve tsy voahidy? Varavarana misokatra toa misy mamoha ny varavarako! Mifofofofo mafy ny rivotra! Oay! Sady misafotofoto be! Ary toa misy vovoka mitorajofo midit... |
Fanehoana fara fitiavana amin’ilay olona maty ny sala amin’ny fandevenana. V tsy fahafoizana amin’ny ora farany ahitana ny maty. Eto dia mian-dahy, miam-bavy ny mpandray anjara, satria, samy tsy mahafoy ilay maty avokoa ny rehetra eto. |
Tahaka ny maso ihany ny molotra. Azo anehoana, hatezerana, hafaliana, ary fitiavana. Ny molotra mitsiky dia maneho fitiavana ka isan’ny mampitombo hatrany ny fitsirin’ny fitiavana. Vetsoin’ny mpanoratra ihany izany ao amin’ny tononkalony hoe ny fitia taratra ao amin’ny tsikinao sy ny endrikao bakora ny fitiavana ilaiko... |
Ny dfk dia misahana ny fampianarana rehetra, izany hoe, mikendry ny hitohizan ny fampianarana soratra masina aorian ny sekoly alahady; mampianatra konfirmanda, mampiofana ho mpiandry, |
Eny, ianao ilay poeta, varimbarin’ny alahelo, te-hampita nefa ho aiza ? Ny fo mandevy mihafeno ka ny hiram-pahatsiarovana no injao averimberina mba hampitohy ilay rano mora alaina sy aterina. |
Ny lahateny manakiana sy mamotsipotsitra ny zava-misy marina dia fitenenana fohy nefa manindrotsindrona sy mamelively fikambanana iray na ny maha izy azy ny zavatra iray na olona iray ka mampivoitra ny fahalemeny na ireo toetra amam- pihetsika heverina ho tsy mendrika 46 eo anivon’ny fiarahamonina. Maneho izany ity oha... |
Tokony hanatanteraka ny teny nomena ny fanjakana, anisan’izany ohatra ny fanatanterahana ny teny nomena toy ny fampandrosoana maharitra, fanampiana ny any ambanivohitra tokony tsy hamela irery ireny fikambanana tsy miankina mampandroso ny tontolo ambanivohitra ireny ny fanjakana fa tokony hanohana sy hampirisika azy ir... |
Andrano- fotsy matsotarihina 51 44 07 51 0 43 |
Famenon-kevitra misy koa ny antsoina hoe mahery vintana ny olona teraka alakaosy dia lazaina fa mahery vintana ary dia natao teo am-bavahady lalovan’ny omby, ka raha velona amin’izany dia taizana. Hoy randriambololona ao amin’ny loharano samy manana ny vintany sy ny anjarany ny olon tsirairay avy raha vao tonga eto an-... |
Maro ny zavatra mandrotsirotsy 10 hankamamiana ny fiainana an-tany, firaka ireny, mitoe-bolafotsy, toy ny diamondra kanefa tsy izany. |
Le passage dans la tpflm nous a permis de noter qu’il y a un accroissement du volume des charges personnelles sur trois exercices successifs. La hausse constatée est provoquée par l’accroissement des avantages sociaux dont bénéficient les personnels de la société. Nous avons noté aussi que ces charges ont dépassé la va... |
Teny iditra sihanaka, anororo, feraomby, antropolojia sosialy, koltoraly, finoana , fanajariana ny fiarahamonina. |
Ny hasambarako ny hasambaranao, tsy izao rehetra izao mirenty toa zozoro tsy maharandra-tena, na afona mololo tsy haharitra hafiriana. Miserana mandala toa alam-pahavalo, f’ireny rehetra ireny tsy afaka mifidy tsy afaka mamaritra ny tanjona itodiany, fa toy ny akofa ireny ny rivotra nomena hiainan’ny tontolo; no zary f... |
Mifohaza fa aza matory etsy ataoko antsangory hitazana iry lohasaha mavana maha-te hizaha247 |
Izy indray no boka alohako. Nefa aiza fahiny? Nobokabokainy hatramin izay mahasoa ahy tak 26 mampiharihary ny hamehan i nenitoany ny hanambadiany mba hialany ao an-tokantranon izy ireo. Toa nifoteran ny ratsy nataony anefa ilay nenitoany namelana, felana |
Araka ireo hita amin’ny fafana ireo dia tsy mitovy mihitsy ny ora iasan’ny mpampianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana fa miankina indrindra amin’ny habetsahan’ny mpianatra sy ny isan’ny mpampianatra. Mbola ahitantsika ihany koa izany fa miovaova arakaraka ny toerana ny fepetra iainan’ny sekoly. Manao ahoana kosa indr... |
Ny fiforonan’ny anaran-tanàna |
Rurale de fanandrana |
Berbaum j. , développer la capacité d’apprendre, p.25, l’apprentissage apparaît donc comme un moyen de satisfaire un besoin 12 christian puren, de l’approche par les tâches à la prespective co-actionnelle , in recherche et pratique pédagidique en langues de spécialité cahiers de l’apluit , p. 10, cette approche centré ... |
Mpiasam-barotra ny vadiko izay efa nodimandry raha vao 30 taona monja, nampoiziko ho andry hiankinan’ny fiainako tokoa iny malalako iny. Kanefa indrisy , mahery ny fakam-panahy ka nitarika azy hilomano amin’ny fisotroan-toaka. Tampoka ny fahafatesany fa nentin’ny herin’ny alkaola hivarina an-tevana izy ka tsy tra-drano... |
Sarintany 03 sarintany faritra analamanga sy ireo distrika telo ambin’ny folo 13 mandrafitra azy |
Sartre j. P 1948 |
Ny tombana misy anankiroa ny karazana tombana hatao ao am-pianarana ny tombana natao handrefesana ny fahalalana voarain’ny mpianatra; ny tombana natao handrefesana ny fifandraisana tao an-dakilasy. Ny tombana natao handrefesana ny fahalalana voarain’ny mpianatra dia sady hahafantarana ny haabom-pahalalany no fanombanan... |
Tsikalankalan aoriana, ary notambazana ho anjara hoy i mino ’ olona any ivelany. Hafaliana tokoa ny ka ny anjaran’ny |
Niteny leitsy ialahy hovalin’ny ho anareo marenina mody fanina elie rajaonarison-madagascar tribune 06 01 90 |
Taterin i lala rakotoson, lovako t 11, éditions ambozontany analamahitsy, antananarivo, tak 12. |
Point kilomètrique |
Anaclet imbiki, dina lasitra, lalana n 2001-004 tamin’ny 25 ctobre 2001, and 20, tak 161 44 jereo ny akora tak xliii |
Ny fandalinana ny tantaram-piainan’ny mpanoratra dia hanampy ny mpamaky amin’ny fanakarana ny hevi-dalina voarakitra ao. 6 na eo aza anefa izany, dia tsy azo atao ny mitompo teny fantatra fa ny asa soratry ny mpanoratra dia mitovy tanteraka amin’ny fiainany. Miombon-kevitra amin’i goethe izahay amin’izany, satria hoy i... |
Kt , rv , tu. , i; 1 w’yy’ u ; t; , , |
Ramalina no iantsoana ireo olona mitandrina sy mailo amin’ny zavatra ataony eo amin’ny fiainana. Tsy mifanalavitra amin’izany raha ny hevitra tian’ny mpanoratra holazaina eto amin’ny tononkalo. Tsy kely lalana ny ratsy, hoy izy, ka noho izany tsy tokony ho varimbariana foana fa ho mailo hatrany mba hisorohana dieny mia... |
Mpitondra sarety mahantra no niafarako. Akanjo malabary rovitra mitomany solony no nijolohako. Eson-tenin’ny mpanankarena manao azy ho sivilize no mitambaby tao an-damosiko. Fa rajimy kosa nampandroso azy soaman-tsara ny harena. Nisisika teo amin’ny tolam-baravarany koa ny avonavona. Ny sasany sendra nisondrotra ambony... |
Ireo fototeny mingadona ahitana renifeo t ao amin’ny tsinjara toeran’ny x0 amina fototeny iray ihany no ahitana renifeo t eo amin’ny toera’ny x0 eo amin’ny fototeny mingadona, renifeo r no fanovan’ny renifeo tr amin’ny faran-teny t? R eo amin’ireo teny ireo ao amin’ny endrika am-panovanana. Taitra tairina, fanairana, t... |
Boky i , tak 16 |
Mpamaky mahafaobe miendrika fanontaniana 9-10-22 3 |
Miezaka mamoaka fepetra marina sy rariny ary hitsiny ho vahaolana ny fokonolona. Iaraha-mandinika ny vahaolana mba hisian’ny marimaritra iraisana, satria ny marimaritra iraisana tsara no mampipetraka ny fifanarahana 52 |
Tsy haiko intsony |
Consulté le 05 12 2016 |
Ny anjara toerana sy ny lanjan’ireo feon-kira mandravaka ny tantara andraikitry ny mpanatontosa na ny réalisateur no manao izay hahatomombana ireo feon-kira mandravaka ny tantara. Anjarany no mifantina ireo feon-kira na ny hira ampiarahina amin’ny tantara. Misy karazany telo ny feon-kira amin’ny tantara fandefa amin’ny... |
Tampony aty, na amin’ny gazety et. O antananarivo na amin’ny radio sy televiziona nasionaly, na amin’ny kabary eny amin’ny |
T18, t19, t20, t21, |
Manana ny heviny avokoa ny mari-pijanonan-tsoratra tsirairay avy. Eto amin’ny tononkalon’i haingo, dia ny teboka roa , ny tsoraka ! , ny teboka telo no tsapa fa ampiasainy matetika, koa dia mety raha hovelabelarina ny antony nanaovany izany sy ny lanjany avy. |
Ny lalan-tsain’i austin |
Amparatanàna fenoarivo |
Nihenjana ny raharaha satria nisy mpianatra maty tany ambalavao, isan’ireo dimy lahy voasambotra tamin’ny 02 mey niantombohan’ny filaharan’ny mpianatra tao ambalavao izy. Maty ny alatsinainy 10 mey tamin’ny folo ora alina ary tsy navelan’ny fanjakana nalevina tany am-pasan-drazany. Niara-nivory teny ankatso ny sendikà ... |
Loharano mônôgrafia v7v 2009 2-1-2- ny distrikan’i vohipeno amin’ny ankapobeny |
Kitsim-po izay avy ao am-pon’ny mpiteny ka misy akony avy hatrany any amin’ny itenenana ; izany hoe sady mampahery an’i ndriana no miteraka fifaliana sy fanantenana ao aminy. Noho izany dia manao izay haneken’i ndriana i noro eto fa tena tiany tokoa i ndriana. |
Hita, araka izany, fa voasaina tsara ny fomba nandaminana sy nanolorana ireo vontoatim- pahalalana tokony hananan’ny mpianatra ao amin’ny kilasy famaranana. Ary na dia ireo tombana aza, dia mandeha ambaratongany tsara arakaraka ireo fizarana samihafa. Tsy hikorontana ny sain’ny mpianatra sy ny mpampianatra hampiasa ny ... |
Ny olo-miray ny olo-miray kosa dia mpihavana taloha ny razambe ka nizara tanàna roa samihafa noho ny fitadiavana. Samy nanorina tanàna tany amin’izay nalehany, kanefa tsy tapaka ny fihavanana fa mitohy hatrany amin’ny taranaka mifandimby rehetra. Ireo |
Bibimora vonoina ny olona, mba hankaiza fa hery mifitsaka! ! Tsy mba tanan-ko enti-mitolona, tsy mba tongo-kanao valin-kitsaka. |
Eo amin’ny ankohonana 3.3.2.3. Eo amin’ny fitiavana 3.3.2.4. Eo amin’ny fiangonana 3.3.3. Tolo-kevitra entina manatsara ny teny sy ny fanabeazana tovozina any anaty sarimihetsika 3.3.3.1. Tolo-kevitra eo amin’ny fanatsarana ny teny 3.3.3.2. Eo amin’ny fanatsarana ny fanabeazana teny famaranana fanovozan-kevitra tovana.... |
Tsy maintsy hiteraka hakiviana sy fahadisoam-panantenana anefa izany faharavam-pitiavana izany. Tononkalo vitsivitsy no manambara izany eo amin’ny asa soratr’i nampoina, ka anisan’izany ireto voalaza ireto nafoiko va 41 , nankaiza? Va 52, inona no antony? Va 55 nafoiko |
Toe-javatra maro no ampitohizina ka nampiasan’ny mpanoratra ireo kianteny. Ireo toe-javatra tantaraina dia efa mampihetsi-po sahady ny mpihaino, satria tsy mba nisy zavatra nahafinaritra fa fitanisana ny fahafatesan’ireo olona namelona sy niahy an’i njara fotsiny dia ny reniny sy i baozara izany. Asa na hanao ahoana ny... |
Rakotojaona h. A , op cit, t 53 |
Ao ny ora itomaniana anongotana ny volo noho ny ratsy efa ho lava |
Io ohatra tokana io no hitanay amin’ny fifamaliana h z . |
Eo anivon’ny finoana amam-piheverana nentim-paharazana malagasy, amin’ny ankapobeny, dia tsy mba nohamaivanina velively fa manana toerana ambony dia ambony ny razana. Manana adidy aman’andraikitra lehibe ary azo lazaina ho miantoka ny fiainan’ny velona izy ireo. Misy dingana tsy maintsy lalovany anefa ny maty, araka ny... |
Tsy tokony hisy mihitsy ny fanaovana kely tsy mba mamindro, ny teniko fehy lehibe fa izay heverina ho mahasoa no atao. Tsy mifanipaka fa mifameno tsara ny fanabeazana atolotry ny ray aman-dreny ny zanany. Tsiahivina ny adidin’izy ireo amin’ny fampianarana ny zaza any an-tsekoly handranto fahalalana sy fahaizana. Misy n... |
Ce chapitre apparaît comme étant la synthèse du chapitre précédent le diagnostic financier. Il met particulièrement en évidence les causes de chaque problème, ce qui permettra d’identifier facilement les solutions. En fait, ce chapitre se subdivise en deux grandes sections les résultats de l’analyse de la situation éco... |
Sy ny endrika enti-manontany mba ho tena fanontaniana mitondra ho amin’ny fahalalana sy fahazoana tokoa, ary ahatarafana fahamatorana. Mbola isan’ny fahabangana eo amin’ny mpianatra tokoa izany, ka izany indrindra no anairanay ny sain’ny mpamaky izao asa fikarohana izao. |
Nampahafantatra ny zava-misy iainan’ny mpianatra eny amin’ny ambaratonga ambony, ao amin’ny trano fianarana. Ilay tovovavy mpivaro-tena niaraka tamin’i miaro. Tak 57-58 zipo fohy mampiharihary ny feny tsara voatra sy mampidera foitra lava volo, ny endriny mampifilafila izay mijery azy laroany harika kely ny filanjalanj... |
Tanterahina mandritra ny lesona izy. Ny asa sy ny hetsika ataon’ny mpianatra sy ampanaovina azy no tena ilafihany. Natao hamantarana koa izy ity na tratra na tsia ny tanjona napetraka hotratrarina. Ankoatra izay, dia natao hampitranga ny lesoka eo amin’ny mpianatra ny fanaovana ity tombana ity, ary natao hamantarana ny... |
Ny karazana tsofoka |
Fampidirana 1 |
Atsipy ny tady an-tandroky ny omby |
Jo andrianasolo |
Fety, op cit, tak 27-28 |
Hadihadio io tononkalo io |
Analanjirofo 6047 242241 |
Ilay tolony |
Amin’ny ankapobeny manomboka eo ho eo amin’ny enina ora sy sasany maraina dia efa miposaka ny masoandro. Mamely toraka izany koa ny hafanana ka any amin’ny efatra ora hariva eo ho eo vao mba mangatsiatsiaka, satria any no vao mihena ny hafanana. Araka izany fisehoan’ny hafanana be loatra ao an-toerana izany dia tsapa f... |
Miara- maty eto isika miara rava sy mivika fa tsy tohan’ny fisainako sy tsy zakan’ny faianako izay ianao ho rava irery tsy mba misy mpampahery |
Araka ny hevitry ny mpianatra 130 |
Ny fahadisoam-panantenana |
Sendra efa fantatro ange, fa hatrizay nandehanan’i seheno izay, dia toa tsy mampazoto anao mihitsy ny misakafo ato an-trano e! Sao dia heverinao aza fa izaho no nandroaka an’i seheno! Izy no te hampifilafila any, ka tsy aleo ve ny fiainantsika no atao izay mahamety azy! |
Lafiny jeogirafika sy tantara |
Fa n’inona ezaka natao hamono sy hampiato hatramin’izao aloha na dia tsy zato isan-jato dia mbola ankalazaiko ho mpanjaka anaty lasiko ilay teny malagasiko, andrianiko io aloha, hahafahako mifehy ny an’ny hafa, ny an’ny hafa tsy nataoko ho rehareha |
Fampiharana ao an-dakilasy |
Hampilamina sy hampirindra ny zavatra iray na ny asa atao dia mila avahana sy soritsoritana tsara ny sehatra iasana. Ny fanavahana na fanoritsoritana zavatra iray dia midika ho fanatsarana sy fikojakojana azy na koa fanomezan-danja sy fanandratana izany zavatra izany. Ny fanavahana ihany koa dia mitaky tanjona maro na ... |
Ny aretina |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.