text stringlengths 10 11k |
|---|
Taona 1993 1997 2000 2003 2007 isany 14916 22537 23587 27597 43310 loharano kaominina |
Ankoatra izay, mitarika ny mpianatra hampitaha ny asa nataony ihany koa ny fanaovana fanitsiana. Ny mpampianatra natrehina, dia saika nanome fanitsiana ho an’ny mpianatra avokoa. Tsara ny fanaovana izany, satria manitsy ny mety ho fahadisoan’ny mpianatra, ary manampy izay banga ao aminy. Misy ihany koa moa ireo mpianat... |
Ry vetson’ny fanahy ’ndeha ho aiza moa hianao? Tsy fantatrao angaha ’ty andro mihaiva. Ny tratrako ato anefa no trano tsara izao, arosony ho anao fiadanan’ny hariva. |
Manjakandriana 1 alarobia-ambatomanga 1 |
Ny andininy lava ny andalana 5 no ho mihoatra mandrafitra ny andininy iray no heverina fa andininy lava. Andalana 5 mandrafitra ny andininy 1 ohatra ny anarako ve no mba tianao ho heno ? Anarana kanto sy tsara faneno, anaran-tsy hain’ny molotra sima maomedy salima tsy tia ady rima 130 andalana 6 mandrafitra ny andininy... |
Gazetim-pinoana fanasina |
Weber, genèse de l’ uvre poétique, ed gallimard, paris 1960, p 207 il existe un rapport essentiel entre le thème du poète et sa vie, son destin. 106 clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky ii, tak 36 |
Boso, ny dikany dia vazivazy na somonga izy io, ka io no atao amin’ny fiandrasam-paty, ary azo ampiasana azy na iza na iza mba hanariana dia ny fahoriana na alahelo, ary tenenina ao daholo ny maha lehilahy sy maha vehivavy. Ohatra ny maha lehilahy dia bonga, lataka, valahana ; ny maha vavy tingy, fory, voampory ka izan... |
Eo amin’ny fiforonan’ny teny lainga, azo eritreretina fa nifamadi-toerana ny zana- peo i sy ny renifeo g , dia nikentsona ny renifeo g. |
Ii.1.1. Ny fidokafana olona |
Kodiaran-tsarety ny fiainana, ka ny ambony mety ho ambany, ary ny ambany mety ho ambony |
Ny fototra ijoroany na dia fironan-tsaina nivelatra tamina sehatra maro samihafa sy midadasika, ary niaina nandritra ny fotoana maharitra aza ny rômantisma, dia sarotra ho an’ny mpandinika ny nanome famaritana mazava momba azy. Niteraka tsy fitoviana teo amin’ny famaritana azy ny fahasamihafana nisy teo amin’ny endrika... |
Lasa ianao |
Ny zava-kendrena amin’ny dinika |
Louis molet op cit. Tak 40 mais toutes les heures n’ont pas la même valeur, la même puissance, ni ne sont convenable pour les même tâches. La matiné convient pour les cérémonies qui engagent l’avenir et sont des commencements. La période de midi convient pour la stabilité et le soleil descendants pour ce qui finit. |
Araka ny fanadihadiana nataonay dia tsapa fa mivelona amin’ny fambolena sy fiompiana ary asa tena ny ankamaroan’ny ray aman-dreny. Vitsivitsy ihany ny misahana asa hafa toy ny birao, varotra fampianarana araka ny efa nambara tao amin’ny fizarana voalohany. |
Rado, dinitra, ’’ny tantara’’, tak 119 120, 09-12-69 74 ch. Ravoajanahary, notaterin-drabemolaly, ravalitera et all, fary mamy kilasy famaranana, tak 327 |
Ny tombony amin’ny asa fanadihadiana lahatsoratra |
Iza avy ireo olona manana adidy sy andraikitra eo amin’ny fampandrosoana ny firenena? V ny manam-pahefana, ny manam-pahalalana, ny ray aman-dreny, ny tanora, ny mpianatra, ny olom-pirenena rehetra tsy an-kanavaka |
Manan-kery tsy takatry ny sain’ny mpanoratra teo amin’ny fiainany ny hira. Fony izy tafasaraka tamin’ireo nahitany masoandro sy ireo mpiray tampo taminy, dia ny hira no fitaovana nanadinoany ny fijaliany. Mirakitra izany ny tononkalo hoe mbola hisy 173 i neny sy i dada tsaroako ry zandry tsy hadinoko roy, |
Ii- ny tanjona kendreny amin’ny maha sampana asa ao amin’ ny onn azy dia mikajy ny fahasalaman’ny mponina amin’ny alalan’ny fampanjariana ny sakafony no tena ataony. Manao izay hahatomombana ny zaza ara-tsakafo ka hahara-dalàna ny fahasalamany. Atao izay hampifanaraka ny taona sy ny lanja ary ny haben’ny zaza amin’izan... |
Aro efa ela aho no nahatoky azy e. |
Mba avereno kely io azafady! |
Toeram- pianarana kilasy fahenina kilasy fahadimy kilasy fahefatra kilasy fahatelo totaliny namerin- taona ceg 99 122 178 175 100 105 143 129 520 531 107 74 les dauphin 16 11 12 10 11 12 13 14 52 47 0 0 rasalama 16 12 7 12 17 18 30 27 70 69 5 7 ndl 41 32 41 34 41 36 33 39 156 141 4 3 la bergére 4 2 4 3 |
Ii.1 fehezanteny tsotra |
Asehon’ny mpanoratra eto, ny mampiavaka ny olona manana izany fahamatorana izany. Olona mahay mandanjalanja sy mandinika ny zava-misy, ka inoana fa tsy hanaotao foana eo anatrehan’ny trangan-javatra iray. Mbola ao anatin’izay toetra amam-pihetsika izay ihany koa ny fahendrena, ny bika aman’endrika, ary ny fitokisana an... |
Iii-3-3 ny fandraisan’ ny mpianatra ny poezian’ ny eja noraisina ho sokajy fahatelo ny mpianatra satria dia hita fa liana amin’ny poezia ihany koa izy ireny. Tamin’ny taona 2007 dia nanao hetsika fankalazana ny faha-20 taonany teo amin’ny asa fanoratana ny eja nampanao fifaninana tao amin’ny lma izy izay mahay mamaly m... |
Ii.8.1.2. Ny karazan’ny mpamaritra isa |
Dimy febroary 75 nonandray ny fahefana ratsimandrava mba hitondra ny tany sy ny fahefana feno herinandro taorian’zany, 11 febroary indrisy ray o? A, nikorontana ny tany indrisy ray o? Aô, maty teo ratsimandrava nalahelo ny o? A rehetra nitan-takolaka, sady nanjoretra satria nahoana e, folaka andry niankinana |
Ny mpandraharaha sy ny mpampianatra ary ny mpianatra ao amin’ny cli samy manana ny andraikitra tandrify azy ny tsirairay ao amin ny sekoly, miezaka ny mitana izany ny rehetra mba hisian ny rindra sy ny lamina eo amin ny fifandraisana. Miainga any amin ny mpandraharaha, ny mpampianatra ary ny mpianatra izany. |
Nisy koa ny olana teo anivon’ny fikambanana ta. Fa, toy ny olana ara-bola, sy ny famatsiana ara-pitaovana ireo tantsaha. Nisy araka izany ny korontana teo anivon’ireo mpitantana satria voatery nahena ny isan’ny mpiasa, natsahatra ny fiofanana. Niteraka olana tamin’ny fanadihadiana ireo tompon’andraikitra izany satria n... |
Hoentina hanombohana izany ny hafaliam-pon’andriamatoa talen’ny kolejy saint michel andranovorivato. |
Ratovo no iompanan’ny resak’ireto miaramila roalahy ao amin’ny fehezanteny voalohany. Mbola izy ihany no ifotoran’ny resaka ao amin’ny fehezanteny faharoa ka soloana ny mpisolo tena izy. Araka izany dia tsy deiktika mihitsy ny izy amin’ny mpandinika maro, fa manana sanda mpamerin-dresaka ankoatra izay, dia tsy maintsy ... |
Nanaiky ny fahamarinan’ny valin-teny. Mpianatra laharana 08 hajaina ny razana satria mitahy d nekeny ihany koa ny ohatra. Mpianatra laharana 20 hajaina ny dokotera satria izy no mahay mitsabo ny |
Allport , 1970 structure et développement de la personnalité , delachaux et niestlé, neuchâtel, 214p |
Ny tokantranontsika |
Dokotera hasman shriok, 1998 zatovolahy miatrika fiainana, édition start-med, antananarivo, tak 34 tsy maintsy miova ny toe-batan’ny tanora manomboka amin’ny faha 13 taonany 27 jereo ny tovana ii-a, lah61, takl20 28 mompera giuseppe miele sdb , 2004 pastorale des jeunes à madagascar, edition don bosco, ivato, antananar... |
Bally, traité de stylistique française en 1902 et précis du stylistique en 1905 c’est la partie de la phonologie que dégage et étudie une fonction expressive ou émotive dans les faites phoniques nanitatra izany fiheverana izany i troubetzkoi kola sergevitch. 90 i. Fonagy, la vive voix, payot,1983 i vers la source de la... |
Nofy ! Io ilay saiky maneho ilay faniriana kanjo tsy tanteraka namonto fahoriana ka indreo ilay fanahy nikatsaka ny vohiny namakivaky ny habaka , fantatrao ny tohiny |
Sasem na sakaizan’ny seminera ny seminera, ao amin’ny fiangonana katôlika, no toerana ibeazan’ireo rehetra manam-paniriana ho pretra. Maharitra sy mandany vola betsaka ny fiofanana, ka izany no ilana fanohanana avy amin’ny kirisitianina rehetra. Vehivavy no filoha ankehitriny. Tsapa fa tena mahavita tsara ny asany arak... |
Md3 hajteny tsipelina filazam-potoana amin’ny endriny rehetra |
Raha eo amin’ny serasera manokana no resahina, ny filana dia miankina betsaka amin’ny serasera mahazatra ao an-trano, eo amin’ny samy mpiara-monina sy mpiara-miasa na mpiara-mianatra ary eo amin’ ny samy mpinamana. Tsy mijanona eo anefa fa manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fahaizan’ny olona mifehy io serasera io ... |
Ny tena ifotorana momba ny re any etazonia dia ny fampiasana ity sokajin-tantara foronina ity ho fampielezan-kevitra izay antsoina ihany koa hoe political warfare hohazavaina amin’ny ankapobeny izay voalazan’ny mpanoratra vitsivitsy ao anatin’ny asa sorany. Anisan’ireny ilay tantara foronina mitondra ny lohateny hoe to... |
Kanefa na izany aza |
Ny sarin-teny |
Mahagaga izato ianao mbola te hijanona eo nefa ireo vahoakano efa tofoka sy leo. |
Ilay toaka nosotroiny |
Ary isan-taona izao dia miha-manakaiky anao 25-izany andro mafy izany ka mitaona isan-taona fo mibebaka, miaiky, 30-sy miroso mba hanaiky ilay tokana ankiray mandrakizay. Ny taona ihany no hafoy fa ny fiainanao hitohy 35-mba hanatona ny lova dia i jeso’ lay tsy miova veloma indray, ry taona iray ! |
Sary 22 ny zana-drazana miampofo razana |
Dictionnaire bordas, dictionnaire du français vivant, 1972 image idée de l’expression 25 dictionnaire quillet de la langage française, librairie aristide-quillet, imprimerie des dérnières nouvelles de stranbourg, 1983 image apparence visible d’un objet conçue par l’ imagination 26 petit larousse illustré, 1984 image re... |
Nirindrina ny varavaran-kazo nivoahan-tranovorona dia niainga hianavara-doha any andian’olo-maro an-tanjozotram-piara nindaosiny any i elie elie ilay poeta tsy zoviana ilay nanandratra ny sata amam-panahy malagasy ilay mahasahisahy miteny ilay mpandranitra ombieny sy mpampibaribary ny misim-piainana rehetra toy ny tsik... |
Amin ny hôpitaly eo. Hôpitaly saingy tsy nahitam- izy. Tapitra ny nantenaim- pahasitranana |
Misy koa ny verindroa amin ireo feon-javatra samihafa toy ny biby, vorona, rivotra, olona sns. Miankina amin ny fihetsiny na fisehony no anaovan ny olona ny anarana anondroana azy ireny. |
K’ilay amin’ny andro tsy ampoizina, injay miverina ! Hay tsy maty ny fahatsiarovana araka izay noheverina fa ny avana, mbola ao am-po, ny hirany be no tavela mibitsika anao moramora, miteny tsy tontan’ny ela ! |
Longoa mitoto-bozaka sy fandrika tsy ampoizina voankazo feno vitsika, tantely misy poizina, sakaiza raha manatrika fa rafy miamboho, malambolambo tanana manafim-bazankoho. |
Nojerena koa ny kolon-tsaina satria nisy fahendrena azo lazaina fa avy tamin’andriamanitra azo ampiasaina hampanarahina volon-tany ny finoana. Azo ampifandraisina tsara amin’ny maha kristianina ny maha malagasy. 14 ireto kosa hy hery amam-pahefana ninoan’ny ntaolo fa nananan’ny razana, ka nangatahiny taminy mitahy ny r... |
Nolaroin’ny mpanoratra kanto izy ireny dia averiny eny amin’ny fiarahamonina indray. Kendren’ny mpanoratra hampialana voly sy hanabeazana hatrany ny mpamaky ny asa soratra ataony mba hanamora ny fiampitan’ny fanabeazana. Ny fizarana faharoa kosa no nanehoana ny fanadihadiana ny tantara foronina orimbaton’ny fiadanana. ... |
Mihira ary hira mitovitovy amin’ny hira amin’ny vakodrazana. |
Tsy manana mari-pirindrana azy manokana ny sokajy n. Mindrana ny mari- pirindrana amin’ny sokajy m mi- ny sokajy u- amin’ny tokana ary mirindra ny mari-pirindran’ny sokajy n amin’ny maro. Ohatra ukuta mkubwa kuta kubwa rindrina lehibe ; uso mzuri nyuso nzuri tarehy tsara . |
Matematika fizika-simia siansa tantara-jeôgrafia malagasy frantsay anglisy na lv2 fanatanjahan-tena |
Mpianatra 3 amin’ny mpianatra 26, izany hoe ny 11, 53 n’ny |
Vig lars croyances et moeurs des malgaches. Chaumes, universités forgazet. 179 p. |
Ny biby dia mora resena, ny loza dia tsy mba ahiko. Ny vatsiko re mba omena fa roso mihitsy ny diako. |
Noharian’andriamanitra no nasainy nandalo nisesy teo anoloany. Fantatra amin’izany fa tsy misy biby akory mitovy amin’ny lehilahy, fa ny vehivavy izay nataon’andriamanitra ho mpanampy azy ihany no mitovy aminy. Io no fototra ahazoana mitaratra ny miralenta ao amin’ny hafatry ny baiboly. Mitovy ary mifanampy ny lehilahy... |
Azo fintinina tahaka izao araka izany ny fafana maneho ny hevitry ny lohateny fafana mamintina ny hevitry ny lohateny fafana 2 |
Hetsika andrasana amin’ny mpianatra fivelaran’ny sain’ny mpianatra amin’ny zava-misy rehetra eran-tany sy fahafehezany ny kolontsainy. Satria ny fahafehezany ny kolontsainy dia manamora ny fahazoany ny an’ny hafa, noho ny fahazarana mampitaha mandritra ny famakiana asa soratra. |
Ii-3.1.2. Ny fifandraisan’ny ohabolana sy ny kabary am- pianakaviana samy lahabolana am-bava, ka fony faha-ntaolo taloha no efa nampiasa azy, ny ohabolana, mba hanaigoana ny teny alahatra. |
Ny karazana asa saratra ataony |
Asa efa mahazatra ny malagasy kosa ny fiompiana akoho amam-borona. Tompon’andraikitra voalohany amin’izany ny vehivavy. Misongadina izany ao amin’ny fokontany satria saika samy manao izany avokoa ny tokantrano tsirairay. Amidy amin’ny fotoana manahirana ara-bola izy ireny. Misy koa ny manao izany ho fihinana, eo koa ny... |
Fizarana i, tak. 28 135dubois r , malagasy aho, edisiôna md paoly, antananarivo, 1998, tak. 64 136 rahajarizafy a , op cit. Tak. 22 |
Ras oary rainibozaka ras oary rainibozaka ras oary rainibozaka |
Eo amin’ny serasera am-bava ny serasera am-bava dia fanehoan-kevitra eo no eo ary mandalo satria feo no miasa, noho izany dia ilana fahakin-gantsaina sy fahazoana haingana mba hahatafita ny hafatra. Ilaina àry ny fahaiza-mihaino satria mikoriana manaraka ny fandehan’ny fotoana ny teny. Araka izany dia ireto misy fepetr... |
Jona 1980 ratsimaholy francinet |
Ohatra 1 tantara noforonin’i esther randriamamonjy, fo miara-miofo, tak.253 ny fon’i lova kosa nifalihavanja, nidobodoboka toy ny amponga kely lalaovin’ny mpanankanto ny fidoboky ny fon’i lova eto no oharina amin’ny amponga kely. Vokatry ny hafaliany loatra, nefa koa mety hiharo tahotra noho ny fandehanan’ny fianakavia... |
Annee 2005 2006 2007 2009 superficie ha 50 50 50 50 production tonnes 2810 2650 2600 2550 loharanon-kevitra annuaire statistique agricole 2009 |
Annexe 1 suite et fin base de calcul des montants du budget |
Ny teny tsirairay iray karazana na iray asa, izany hoe samy anarana na samy toetra, na samy tompon-toetra dia mifandanja na mifampitoina koa 237 manerinerina ambatomiantendro ala mirobona ny manodidina maneno mihira ny goaika eny ambony miarahaba an’andrianampoina ny fehezanteny kanto tazan’ny saina toa misy ventiny mi... |
De tout temps, 10 dina en tant que rb los coutum j, 0 ’ e d. ’orgnnisntion dq la v. Is et1 societ6 avait se ade tes et ses dot parr.11i les musses pay sannes comme parr.1i les decideurs institationnels tousles niveuux de lo hierarchie etatique. Ges jjd. Rtisans sou. , fie-nna ilj. T ! ; nqef d; iua ist la meilleure fac... |
Rakibolana malagasy, editions ambozontany- analamahitsy-antananarivo-madagasikara, 1061tak |
Mampahalala amintsika izany ny mpandinika iray i houlder, fintinina fa raha maty aho, matesa rahavana, |
Ity fafana ity dia maneho fa manoloana ny mpampianatra taranja malagasy 10 hita ao amin’ny lmai dia vitsy amin’nizy ireo no mahazo fiofanana na fanofanana mitohy hahafahana manatsara ny paikam-pampianarana. Satria dia ny 30 amin’izy ireo ihany no mahazo fiofanana izany hoe ny telo amin’ireo mpampianatra ireo. Ny 20 kos... |
Ary ny harenan’ny alina mangina, injay miandry anao an-kafaliana |
Marary ny harena an-dranomasina |
Tsoa-kevitra ny tantara foronina dia mirakitra fitantarana ny zava-misy eo amin’ny fiaianana andavanandro. Notefen’ny mpanoratra anefa izy ireny mba hanana endrika kanto. Ny aingam-panahy lalin’ny mpanoratra nahafahany nampiray ny zava-marina sy ny nofinofy mba hananany endrika kanto tokoa. Zava-misy sy nofinofy araka ... |
Soso-kevitra entina manatsara ny fihazonana ny ribam- pahafatesana hitantsika teo aloha, fa maro ireo olana manembantsembana ny fanatanterahana ny fomba amam-panao mandritra ny fahafatesana. Mitaky vahaolana matotra sy hentitra izy ireny, satria manimba ny rindram-piarahamonina iray manontolo raha tsy voavaha. Maro ire... |
Fiezahana mifanatona ara-panahy sy ara- batana -ny fifanatonana -fahaiza- mandanjalanja sy mampifandray ireo fomba samihafa |
Ny lesona mikasika ny fanadihadiana lahatsoratra dia tsy tokony hiaraka amin’ny lesona mikasika ny literatiora satria misy fahalalana fototra tokony hampitaina manokana ho an’ny mpianatra ao anatin’izany. Tokony hisongadina ao anatin’ny fandaharam-pianarana ny fampianarana momba ny vakiteny, ny fandaminana hevitra ary ... |
Fizarana voalohany |
Tsy manadino anao aho izany hava-malalako izany. |
Inona no tsikaritrareo amin’izany teny hoe famoaboasan-kevitra izany, raha ny endriky ny teny no jerena? V misy teny roa natambatra, dia ny hoe famoaboasana sy hevitra. F efa hitantsika tany aloha ny teny hoe hevitra, fa inona kosa no teny fototra hitanareo ao amin’ny hoe famoaboasana? V vaofy f manomeza hoe fehezanten... |
Ny endrika isehoan’ny hira maintimolaly |
Rm.84 veloma veloma veloma veloma fa hisaraka isika veloma arô tsy ho mandrakizay na tonga ilay fotoana a ! Mbola hotsaraina re ny elanelan-tany ny fo sy saina anie sy ny saina re na lavitra aza ny tany manelanelana a ! |
T55 3 t32 t49 3 t7 t31 2 |
Nahoana ianao no mitanondrika? Valaka sy rera-tsaina mahita izato fantsakana zary ritra. Tena maina? |
Ii. Ny lahabolana hafa miendrika fitantarana ny tapasiry lava |
Bevohoka indray izao ny vadin’i zoto na dia efa fito aza ny zanak’i boto nefa hono izy aza homen-tsiny fa bevohoka tsy fanahy iniany |
Ny oharina eto no tena fototra ary entina anazavana azy ny anoharana. Ny varavarana dia idirana ao anaty efitra raha toa mivoha. Toy izany ny fahendrena azo antoka dia lalana mitondra any amin’ny filaminan’ny vahoaka. Ny fahendrena azo antoka dia izay fomba amam-panao nampihavana ary efa nandalo fotoana maro. Io dia as... |
Saingy nitia aho ka tsy notiavina saingy nitaraina aho ka dia nolavina saingy nitomany aho ka noesoina niantso aho anefa tsy nohenoina. |
Ny endriky ny fampiharana ny fomba hitondrana ny fampiharana. |
Loharano ny mpikaroka o. Rm.27 anao sakaizako anao sakaizako dia sarotra andô anao rafozako |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.