text stringlengths 10 11k |
|---|
Safotra ny kolontsain’ny firenena madinika, ka very manaraka izany koa ny soatoavina ao. Ohatra kolontsain’ny malagasy ny hoe trano atsimo sy avaratra, ka izay tsy mahalen-kialofana. Ankehitriny anefa, dia tsapa fa efa mivaha izany, satria raha misy ohatra, ny voina mahazo ny mpiray tanàna, dia manamafy tanana sy mijer... |
Ny vehivavy fahendrena hitako aminao hatrany ianao no ’lay nomena fanahy sy lalàna mamy. Ianao no ’lay nomena toetra kanto sady manitra ianao no ’lay nomena saina kinga sy maranitra. |
Raharolahy, teny fanolorana , erika, imprimerie d’ouvrage éducatif, librairie mixte, antananarivo 1976, tak 15 |
Laharan-tononkalo ahitana ny sehatry ny afo isan’ny tononkalo maneho izany t52, t68, t82, t87 4 |
Azo lazaina ho fampieritreretana ny olona ihany koa no ampitain’ny mpanoratra eto. Fampieritreretana hahatsapa inona sy hanana toetra manao ahoana? Hazavao dia hamarino ny valin-teninao. Fitanisana, famahavahana. |
Manohisoa 7 |
D’ilay maraina nandrandraina anamboarana ny saina satria maraina tsy vidina hivimbina aina, fifaliana ka hanipazana hanariana ireo fitaovam-piadiana, |
Ambatondratsira 5 |
Manaraka izany, olona mahafehy tsara ny fomba amam-panaon’ny fiarahamonina ny mpitarika. Izany hoe mahalala tsara ny an-tsakany sy an-davany ny tantara ary ny zava-misy eo an-toerana. Ohatra, ny fombafomba atao amin’ny malo. Mahafehy fiarahamonina izay mahafehy ny fombafomba amam-panao amin’ny fiarahamonina iray. Fa mi... |
Araka ny efa nambara teo am-piandohan’ny asa, dia ny olana no nojerenay mba hahazoanay nanao ny tombana sy nanome tsoa-kevitra sy tolo- kevitra mba hanatsarana ny fampianarana taranja malagasy hifanaraka amin’ny zava-misy ankehitriny sy ny fanatontoloana. Koa mba hahazoana manjohy izany, dia nozaraina telo lehibe ny as... |
Njao ’lay moron’ony tiana ’njao ’lay tany vaovao, 60- ’njao ’lay tanjom-pifaliako. ’njao mamirapiratra ao, ’ndreo ny tiana sady tia. No mampakatra iny antemany . |
Didy nivoaka tamin’ny 16 febroary 1901 mandrara ny gazety tsy hiresaka pôlitika dia nabaribarin’ny mponin’antananarivo tamin’ity 19 mai 1929 ity fa tsy tombogolo izy akory ka hotampenam-bava57. Raha fintinina ny zava-nisy ara-pôlitika teto madagasikara teo anelanelan’ny taona 1922 1945 izay nampamaivay ny fitadiavana n... |
Ny tantara fandefa an’onjam-peo sy ireo lahatsoratra milaza tantara |
Fonctionnement des comptes |
Teo amin’ny fahaefatra amby efapolo taonany ny mpanoratra ny fotoanan’ny mpamaky ny mpamaky ao anatin’ny vanim-potoana ankehitriny. Izay rehetra efa vory saina tato anatin’ny taona 1990- 2000 no ho mankaty ny mpamaky hatreo amin’ny taona 2000 no ho mankaty. Mitovy amin’ny tetsy ankilany |
Boky sy tahirin-kevitra |
Koa raha vetsoiko sy kaloiko an-tsambona habaka ny kiriko sy ny iriko dia lazaina ho nofinofy? |
Mivalo aminao anie aho ry tany, henoinao kely ity fo mitomany; ineny malala efa lasa nankany, idada tsy foiko avelao eto ihany. |
Taona 2009, lah 7724, 7726, 7728, 7733, 7735, 7737, 7739, 7744, 7506. |
Mangarivotra anjozorobe 081- sambatra aim-pitiavana ho an’i haingo |
Trimofoloalina 1 |
Maharoake, ahitra54 maieke, maizina 89 maiziky, maizina 39,45, 86 malaso, dahalo 22, 98 malay, tsy tia 45 mana angatsy, manana angatra 32, 3953 ma eva, maeva, mendrika 102 mangiky, mangina 39, 85, 86 manjotso, miantso razana 53 masiaky, masiaka 9 masy, masina 54, 83 merik ra, harena an-kibon’ny tany 65, 69 mianjaky, ia... |
Anton-javatra maro loha no maharava ny fitiavana. Amin’ity zana-pizarana ity no hanasongadinana ny mikasika izany. |
Ireo mpandala ny fomba amam-pinoana nentin-drazana, ny mpanandro sy ny mpanara-dia azy, dia mahita fa misy antokony roa miavaka tsara ny olombelona ireo mpanao ny tsara sy ireo mpanao ny ratsy. Sarotra anefa ny manavaka izany misy ohatra ny olona dokafana ho kirisitianina nefa miketrika teti-dratsy feno fitaka hitsents... |
Fifankahazoana tsara eo amin’ny mpandefa hafatra sy ny mpandray ka miteraka tsy fahatomombanana eo amin’ny fiampitan’ny hafatra. |
Nous tenons à adresser nos vifs remerciements à madame le président du jury madame andrianaivo victorine maître de conférences à la faculté degs chargée de cours de psychologie et de méthodologie de la recherche dans la filière eps de l’ens. Qui a bien voulu nous faire un grand honneur en acceptant de présider le jury ... |
Voaboasy ny lahatsoratra ka ireto fanontaniana ireto anankinana izany 1 lazao ny foto-kevitra tianrny mpanoratra hajoro 2 iza aminrireo endriky ny fihemorana ara-panahy voalaza eto no tsapanao fa tokony hatahorana indrindra? Nahoana? 3 hita taratra eto fa toa mihen-danja hatraminrny fifankatiavanrny zanaka sy ray aman-... |
Ny fijerena andro |
Vovo maizin andro loatra raha jerena mampimalo |
Ampitahaina amin’ny olona mpanao ratsy ilay olona ompana satria heverina ho ratsy sahala amin’izany ilay olona itenenana. Ohatra 148. Mpamoriky43 ty! |
Mateti-pitranga ao amin’ny asa soratr’i faralahy ny fanadihadiana taorian’ny voina. |
Panneaux d’information 3 |
Lehilahy tiako ny zaza ! ! Lehilahy e! Tsingeringerim-bato tsy miady omby lahy! An’iza lahy no mahery! Anay no mahery! Nadika araka ny tonony 20 06 2012 |
Ny hafany tonga dia manjavozavo nentin-dry rahona lasa eny angavo tsiriry madio nefa tsy mba hitavo ’lay fotak’afeniny izay efa nandavo |
Tsy mba kintana na planety fa ny tena masoandron’iarivo io zareo no tropy jeannette io no tarik’andriatianarivo |
Tazano fa iry efa manangasanga ilay vohitra kely tena mamintsika ny lohasaha sy havoana tsy hatao ahakivy raha reraka ianao ho babeko ry zandry tiana. |
Memoire de fin d’etude pour l’obtention du |
Taom-pianarana 2nd 1ere t. A t. D t. C 2013-2014 5 100 66 70 |
86,074 -0,005 0,000 -0,355 -0,554 10,626 -2,194 |
Nombre de pages 70 |
Ny hatevin’ny fonony kosa dia antonony sady tsy dia matevina loatra, no tsy manify loatra koa; mahaaro tsara ny boky ny fonony. Tsy atahorana hiforiporitra na ho simba raha atao ao anaty kitapo. Azo entina sy ampiasaina amin’ny toerana rehetra ihany koa ny boky, saingy, tokony hasiana fonony, sachet transparent ireny d... |
Efi ambalanirana 49 1 21 source dossiers des etablissements fiche primaire d’enquête en tenant compte de la politique éducative actuelle, l’universalisation de l’éducation, ces tableaux nous montrent que le but n’est pas atteint car sur 2095 enfants scolarisés il reste 461 scolarisables soit 18,03 en outre, il est à bi... |
Mombamomba ny boky |
Ny anjara asan’ny habaka maro ireo anjara asan’ny habaka araka ny fandinihana nataon’i j. P goldenstein mandravaka ny tantara manome endrika kanto ny asa soratra ny fitondran’ny mpanoratra ny mpamaky hitety toerana maro sy manan-tantara teto madagasikara. Misy amin’ ireo toerana no efa hita sy fantatra kanefa rehefa ny... |
Hovahavahana ao amin’ny fizarana lehibe farany ny fomba nanehoan’i tsirinala ireo lohahevitra ireo. |
La théorie littéraire, éd. Du seuil, coll. Poétique, paris, 396p |
Mahatonga ny olona hanan-daza sy anjara toerana lehibe eo amin’ny fiaraha- monina sy ny fireneny ihany koa ny zava-maneno tena malagasy. Maneho izany ity tononkalo ity. |
Nahoana no tsy mba voateny ny havany sisa fa ny reniny sy ny sakaizany ary ny malagasy ihany? Fikarohana no takina amin’ny mpianatra eto. Tsy misy ifandraisany |
Bergson h. 1932 les deux sources de la morale et de la religion. Alcan, edition flammarion, 447 p. |
Injao ilay toby vaovao ilay salovana mianjaika 35- sady koa malemy paika izato tavany, tohofy izato lambany irakofy |
Toy izany koa, ao amin’ny boky onjam-pilafila ohabolana sy fomba fiteny novàna endrika ny ohabolana na fomba fiteny heverina fa nanatsoahana izany ety amoron ikopa, tsy mba ny fahaizana intsony no zahàna fa ny vola, dia ilay hozatry ny fiainana 266 ny vola no hozatry ny fiainana efa ho iray volana mahery izay ilay taka... |
Ny fifaliana nentinao no nanafoana ny toloko ankoatra ny fanabeazana azony ny amin’ny ara-panahy teo amin’ ireo ray aman-dreniny dia nanamafy orina azy teo amin’ny finoany ny fitaizana tao amin’ny sekolin-dry masera maria mpanampy ary teo dia teo ihany koa ny fianarana katesizy fahakely. |
Mauss, ohatra, manavaka ny fombafomba ekena toy ny hetsika fandraisana anjara amin’ny fivavahana, ny fanomezana, ny sorona sy ny fombafomba tsy ekena toy ny fady ara-panambadiana sy ny ara-tsakafo, ny fifadian-kanina sy ny ascêne izay manetsika ny fifandraisana amin’ny hery mitera-doza. Durrkheim dia nanampy izany koa ... |
Be ny te ho rasalama fa tsy avelan ny aretina , hoy ny fitenenana. Toe-javatra tsy azon’ny olona ialana ny aretina. Ny ankabeazan’ny fanefitra amin’izany dia avy amin’ny zavaboary, antsoina ho raokandro, raha toa ka zavamaniry ampiasaina mivantana.52 mety hanasitrana koa anefa ny biby sy ny zavaboary hafa. Na ireo fana... |
Singan-teny tokana ihany koa no manavaka ny teny hoe matetika sy ny hoe mitetika , dia a sy i ny hevitry ny teny hoe matetika dia mazàna; ny mitetika indray kosa, dia mitovy hevitra amin ny hoe mihevitra, misaina, mieritreritra, mikasa. |
Saison sèche saison de pluie tsi didy morafenobe 60 000 80 000 500 600 200 600 |
Korintianina 13 13 |
Ny kara-panondrony |
Ireto manaraka ireto kosa no ao amin’ireo sokajy ireo ny malagasy sy ny fiheverany ny tontolony |
Ny sora- matavy 36 voalaza tetsy ambony fa atao amin’ny sora- mandry izay teny na andian- teny tiana hiavaka. Mbola vao mainka hiavaka kokoa anefa ireo izay atao amin’ny sora- matavy 37 araka izany, ny fampiasana ny sora- matavy dia ilaina tokoa raha te hanome lanja ireo teny tiana hiavaka. |
Ho eny amin’ny tohodranon’i tanjombato aho. |
Rabenilaina, r. B. , et morin, j. Y. , vitasoa, dictionnaire français- malgache, ambozontany analamahitsy, antananarivo, 2015, 1600p. |
Nangataka fihaonana tamin’ny mpanoratra izahay, avy eo niresaka ary nangataka lalana taminy mba hahazoana mitrandraka ny asa sorany sy manadihady ny mombamomba azy noresahinay tamin’ny mpampianatra mpitarika ny mpanoratra izay nofidina hanaovana asa fikarohana mba hahafahana manohy ny asa raha toa ka ekeny nihaona mate... |
Rabetsimandranto j. F itrimofoloalina. Librairie mixte 1998 antananarivo. 125p. |
Ny maha-literatiora ny tononkira dia tononkira samy manana ny fomba famaritany ny literatiora ny mpandinika tsirairay. Amin’ny ankapobeny anefa dia misy iombonana foana izy ireny mandrakariva. Izay famaritana mifandray amin’ny stylistique no horaisina eto. |
Ny soa iombonana hoino, tantely miampy ronono ; ny voina iaraha-mitondra mitarika ny andro diamondra ! |
Département de la formation initiale c. E. R. Lettres malgaches |
Midradra izay kobonina |
Ces trois types de compétences sont complémentaires et leur réunion dans la réalisation d’une action quelconque par un individu ou une organisation conduit davantage au succès de celle- ci. Dans le cas des associations, ces différents types de compétences sont apportés par les différents membres. |
Loharano lisitry ny mpampianatra |
Ny andininy |
Ny olona namolavola azy ho mpanoratra |
Analyse de répartition des coûts et bénéfices |
Ny sarin-teny mandoko ny fahatairan’ny fitiavana toy ny zava-drehetra, tsy maintsy misy fiantombohany ny fitiavana; ny fahatsapana fahatairana eo amin’ny fitiavana no fiantombohan’izany. Talohan’ny taitra anefa dia natory; ary rehefa taitra, tsy avy hatrany dia àry ny saina fa somary indrakindrafana kely indrindra raha... |
Va tak 88 ; and 2 ; andl 5 |
Aida attention intérêt décision adhésion blu bande latérale unique e1 mpandefa hafatra voalohany e2 mpandefa hafatra faharoa fampielezam-peo radio fandraisam-peo dictaphone fantsona canal hafatra message horonam-peo cassette horonan-tsary mihetsika cinéma loharanon-kafatra source d’informations media mafana media chaud... |
Lycée tekinika alarobia sekoly nanohizan i miaro voalohany ny fianarany teto iarivo. Izaho, ilay nisafidy ny lycée tekinika hivantanana. Tak 11 |
Hita tamin’ny fikirakirana sy famoaboasana ny tahirin-kevitr’ireo mpialoha lalana ireo fa voka-pikarohana samy manana ny maha izy azy tokoa ireo. Ary saika mifandray sy mifampiankina ary mifampitohy ny fandinihana nataon’izy ireo momba ny haitaotra no sy ny kolontsaina malagasy taratra ao aminy. Raha atao bango tokana ... |
Clarisse ratsifandrihamanana, boky i, tak 80, 94, 118, 166, boky ii, tak 69 |
Ry vorona mba nantenaina ho namana mpiara-mikalo nahoana no dia noratraina, navela hijaly himalo ny fo efa zary nonenana? Inona e no ratsy natao |
Fandrosoana eo amin’ny tsirairay fandrosoana eo amin’ny ankohonana fandrosoana eo amin’ny tanora fandrosoana eo amin’ny fiarahamonina fandrosoana eo amin’ny firenena |
Eo amin’ny fomba fiasa anisany mitarika ny tsy fifantohan’ny mpianatra ihany koa ny fomba fiasan’ny mpampianatra. Niseho izany lesoka izany teo amin’ny tsy fifehezany ny habaka sy ny goragora tamin’ny fampiharana ny fitsipika mifehy ny sekoly. |
Mpangalatra ty! |
Tsy afaka mivoaka ny fonja ny olona voafonja noho ny lalàna mifehy ny fiarahamonina, kanefa mety ho tafavoaka ao ihany izy rehefa mahavita ny saziny. Ny olona maty kosa, tsy afaka hiala ao am-pasana intsony, ka nantitranterin’ny |
Tsy ampy raha vatana fotsiny, no beazina, kolokoloina; ny tonon’ireo rotsirotsiny narafiny hitovy fioina tena nitaiza tokoa |
Mahazaka fiara 40 |
Toetra soa maneho ny fahaiza-mitondra tena eo anivon’ny mpiara- belona ny fananam-panahy. Ao amin’ny tononkalo fanilo dia manambara ny mpanoratra, fa raha tsy fehezim-panahy ny fahaizana sy ny fahalalana dia tsy mahalevona fahadalana. Raha ny fahaizana sy fahalalana |
Anisan’ny mateti-piherina sy mavesa-danja tamin’ireny io lohahevitra iompanan’ny asa fikarohana arosonay eto io. Nihodinkodina matetika tamin’ny famahavahana ny toetra maha kristianina ny asa soratr’ity mpanoratra ity. Raha ny asa fikarohana nataon’ireo zoky teo aloha, momba ny literatiora no jerena, dia hita fa efa ni... |
Jo andrianasolo |
Http calenda. Org search. Html |
Ny tokontanim-pahazazan’i eric ravalisoa dingam-piainana tsy maintsy lalovan’ny rehetra ny fahazazana. Ao no iainana sy ahitana fotoam-pahasambarana lava indrindra mandritra ny androm-piainana. Toy izany koa ny androm-pahazazan’i eric ravalisoa. Lafin-javatra maro no nanamarika azy teo. Isan’izany ny fitiavany miara-mi... |
Angano 10 ambatomanoina amboaran-tononkalo 1 rotsirotsy tononkalo 96 nahoana ny rahona? Fafana voalohany maneho ireo asa soratra nataony |
Ny firaisan-kina manan-danja lehibe eo amin’ny fiarahamonina ny firaisan-kina. Rehefa mivondrona mantsy ny hery dia hahavitana zavatra. Tao-trano tsy efan’ny irery , hoy ny ohabolana. Izany no midika fa tena ilaina ny fiarahana aman’olona raha te hanao zavatra. Ny firaisan-kina no |
Koa tsara raha hofakafakaina ireo singan-javatra ireo. Ny firafitra no hanombohana azy. |
Ny andiany fahefatra dia nohafanain’ny tarika groove lélé avy any maurice, nanotrona teo ihany kosa anefa ny tarika mpamanga, izay tarika malagasy. Ny andiany fahadimy dia nohafanain’ny tarika etae avy any la réunion. Ny andiany fahaefatra natao ny taona roa amby folo sy roa arivo, no nanombohan’ny mamahaoka hanana tan... |
Fanazarana ny mpianatra haka teboka iaingana asongadina ireo teboka samihafa voakasika ao anatin’ny asa soratra, ary miainga avy amin’izany no hiparitahan’ny hevitra samihafa. Toy ny toe-karena, kolontsaina, rafi-piarahamonina sns. Azo atao teboka iaingana ireto ny lohateny ny lohateny amin’ny nkapobeny no mamintina ny... |
Samy manana ny fombafomba ataony ny fiangonana tsirairay rehefa mivavaka. Samy manana ny hanitra ho azy avokoa izy ireo. Tsy latsa-danja amin’izany ny ato amin’ny fiangonana ôrtôdôksa satria izy dia manana ny fombafombam-pivavahany izay anisany mampiavaka azy. Koa ato amin’ity toko fahatelo ity indray àry ny anehoana i... |
K’ fitohizan’ny fianaran’i soa sy totovahiny. Tak. 160-163 |
Andr iam iad an ar iv o, s ik aj in ’ i d ad ab e, 1978 , tak 12 15 tahirin- kevitra avy amin’ ny tatitra isan- telovolan’ ny jirama, martsa 2008 |
Nandritra ny fizarana asa izay nataonay dia tsapa sy hita ireto olana ireto; izay azo sokajiana ho olana roa goavana olana teo olona resen-dahatra izany hoe ireo ray aman-dreny izany miofana sy beazina ao amin’ny edp olana teo amin’ny olona mpandresy lahatra izany hoe ireo mpampiofana avy any amin’ny ministeran’ny fana... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.